text stringlengths 10 11k |
|---|
Maro ny mbola mihevitra fa ny literatiora dia rediredy sy nofinofy antoandron’ny mpanoratra fotsiny ihany, ka tsy dia ilaina loatra eo amin’ny fiainana. Ny fandinihana ny tantaran’ny literatiora nandritry ny vanim-potoana nifandimby anefa dia manamarina fa mifamatotra hatrany ny zava-nisy sy ny literatiora eo anivon’ny... |
Regarder la peinture, seuil, paris. 223 p. |
Mamboly vary ihany koa ny mponina, ary manana tahiry vary am-bata maromaro. Misy anefa ray aman-dreny sasany tsy mahafoy na vary iray vata aza hikarakarana ny fianaran-janany. Eo amin’ny fanatanterahana tsaboraha anefa dia vary am-bata maromaro no tsy maintsy homanina hamahanana izay vahiny tonga, fa tsy misy olana iza... |
Mampitovy tantana ny hareraham-batana sy ny adin-tsaina tsy ahitan-tory nony mieritreritra fa izay kitay handrehetana afo raha vao maraina, hay tokoa moa tsy misy anankiray hataina kely akory! |
Tsy ny maso ihany anefa no ahafahana mampitsiry ny fitiavana fa eo koa ny tsiky, ny tsiky izay miloatra avy ao am-pon’ny olona fa tsy terena. Mitatitra izany ny mpanoratra amin’ity andalana fohy ity tsy ny tsikitsiky koa no itiavako anao! Inona àry? Asa lahy!121 |
Loharano lehiben’ny zap ambohijanahary, janoary 2006 |
Nandritra ny asa fikarohana natao dia misy toerana iray nosafidiana manokana atao ho ivon ny asa fikarohana. Ny kaominina ambanivohitra beandrarezona, araka izany no ivon-tsehatra amin ny famelabelarana ny voka-pikarohana izay haseho manaraka eto ka ho faritana manaraka ny toerana misy ny kaominina beandrarezona ao ana... |
Fa ny taona sy ny andro nony injay nandao antsika na an-tapitrisany aza tsy mba tsinjotsinjo akory tsy arahin-torajofo toy ny tafika midika tsy mamela sora-dia toy ny vitsika mamory |
Ry tiana lavitra ahy andraso fa ho tonga andraso ilay fanahy mihoatra irony bonga |
Ny fitiavana no lehibe indrindra , hoy ny soratra masina. Amin’ny mahatanora azy dia nandalo sy niaina izany ny mpanoratra. Eo amin’ny sehatry ny fitiavana, dia mifamahofaho eo tokoa ny soa sy ny ratsy ary tsy afa-bela tamin’izany i nampoina. Misy fotoana tokoa ahatsapan’ny mpanoratra fa sambatra izy mianoka fitia eo a... |
Tsy hita maso na azo tsapain-tanana ny finoana fa hery ao anaty manome fanantenana ny olombelona. Tsy voavidy vola araka izany izy. Finoana an’andriamanitra, finoana ny fiainana mandrakizay ireo no ianteheran’ny olombelona amin’ny finoana ary izy no mampifandray ny olombelona amin’andriamanitra. Mivoy ireo hevitra mika... |
Famintinana ny tantara ity tantara ity dia maneho ny fikorontanana nisy teo amin ny tokantranon-drazambà sy razery, ary ny olana hafa naterak izany teo amin ny fiarahamonina manodidina azy. |
Tokony haneho ny paikadim-panoratanaihany koa ny fandaharam- pianarana mba hahafahanan’ny mpampianatra mampianatra izany eo anivon’ny kilasy misy azy. Tokony hatolotra azy ny fototra mikasika ny fomba fanoratana lahatsoratra iray. Anisan’ny santionany amin’izany ireto aseho manaraka ireto. |
Ny hevitra itiavana ny zanaka amam-para aza ananan-kavana fa mamily ny tantara mampisa-bazana |
Ny endrika nandaharana sy nanehoana ny hevitra. |
Ny anjara toeran ireo sokajin olona, izay miankina amin ny fanolorana omby niaraha-nahita tao amin ny fizarana faharoa ny fandraisana anjaran ny mpiray kibon omby tamin ny fanatontosana famadihana. Hita ho voahaja ny anjara toeran ny tsiraray tao amin ny f1 sy f4 noho ireo fianakaviana nanome omby. Tsy voahaja kosa iza... |
Le poete tu dis vrai la haine est simple, et crest un frison plein drhorreur quand cette vipère assoupie se déroule sans notre c ur. Ecoute r moi donc, ô déesse ! Et sois témoin de mon serment par les yeux bleus de ma maitresse, et par lrazur du firmament ; par cette étincelle brillante qui de vénus porte le nom, et, c... |
Ny sehatry ny fifandraisana |
Ny mpandrary feo sy loko, mpanakanto ho tonga lafatra, mbola manitra fitiavana, mamerovero fihavanana. Ny ohabolana, kabary tanisain-ko mahatofoka, miantso antsika nanadino ny soatoavina ananana velona miombon-tany ary maty miombom-bovoka. Mba hanamorana ny fanatontosana ny fampitiavana ireo nentin- drazana, dia mila f... |
Lovako t12 |
Koa raha hanakatra hevitra dia arahina amin’ny fisesin’ny tsipika kely ny fiovan’ny hevitra na ny fitombony. Tokony hisy hatrany araka izany, ny hevi- baovao mipoitra. Ary avy amin’izay no hisintonana ireo hevitra mihalohalo. Ho an’ny lahatsoratra karazan’ny hafa kosa dia mety ho iray ihany, farafaharatsiny ampiasaina ... |
Alakamisy 13 oktobra 2005 |
Matetika no nahatsapako teny amin’ny endrikao ny tsiambaratelo ka nafeninao, tsikaritro izany kanefa niniako mihitsy ny nangina satria na ho ela na ho haingana ny marina tsy mba ho sina. |
Irin’ny foko koa ny teny masina, noho ny harena na fananana be; ny teninao no tanako, ho lovako mandrakizay. |
Nts-a-i bcommune idina , n y f ia -n a r-a. N r s o a |
Anisan’ny fitsimbinana ny aina, no sady adidy sy andraikitra tokony hiantsorohan’ny ray sy ny reny niteraka rehetra koa ny fanabeazana sy ny fanolokoloana ny zanaka na ara-batana na ara-tsaina ary indrindra ara- panahy. Tsy misy azo atao latsa-danja ny fanabeazana omena azy ireo tsirairay avy, mba hampiavaka ny olona a... |
Fihevean’ny malagasy ny |
Fafana 39 ny isan’ny mpianatra niditra mpikambana tao amin’ny trano famakiam- boky tao amin’ny lycée |
Nifanaraka, hono, ny biby ao an’ala fa hiara-monina, tsy hifankahala. Ny filohany anefa dia mbola hofidiana io no ho mpitarika sy hitokiana. |
Na dia famahavahana zana-kevitra aza no fiantso azy dia mitazona anjara toerana lehibe amin’ny fampijoroana ny tdt izy. |
Documents officiels |
Cahier d’inventaire fanaraha-maso ny isan’ny boky isan-taona, |
Tsy feno ny singa mandrafitra azy 04 |
Teraka 15 desambra 1962 i voahangy |
Zay nomanina ho lalako afaingano ho azo izorana; ireo faniriana adalako aoka ho afaka am-patorana |
Hendry manatona an’i dadabe mivoaha re ry dadabe fa efa hitanay a! Dadabe mitsangana |
Tsy azontsika atao ny mbola hikiry foana ho sahy hanidrahindra izany hoe fitia satria izaho sy ianao tsy mitovy rima tsy sahala rindra tsy afa-miara-dia fa ianao mazana feno olakolaka miafinafin’endrika fa tsy miseho mivantana izaho kosa indray toa saro-tava ihany no entiko anoloan’ ireo teny nosoratana dia tsy mitovy ... |
Ny filam-panabeazana sy ny politikam- panabeazana teto madagasikara nanomboka tamin’ny repoblika voalohany ka hatramin’izao vavinandro izao. |
Personne olona |
Ny fanaovana fohy araka izay azo atao ny fizaran ny lahatsoratra arakaraka ny mahalava ny teny ampiasaina no mampalaina ny olona hamaky azy 5- ny fandrosoana mialoha ny hevitra mafonja izany no misintona ny mason- tsain’ny mpamaky hanohy hamaky 6 ny fanatsorana ny filazan-javatra ny tanjona mantsy dia mba ho mora azon’... |
Misy tokoa ny voka-dratsy ateraky ny finoana ny vintana. Soritana manokana amin izany ny vintana ratsy. Mahatonga ny olona, ho kivy, hamoy fo ary hiraviravy tanana manoloana ny adidy aman andraikitra miandry azy ny fahafantarany fa ratsy vintana izy. |
Rehefa inona no misy taria ao anaty fifanohinana ary manahoana ny firafiny? Izany no fanontaniana ezahina hovaliana ato amin’ity andininy ity ? Tsiahivina aloha fa ao anatin’ny fifanakalozana mandritra ny fifanohinana no ahitana ny taria, ary setriny izy. Eo amin’io ohatra voalaza etsy ambony io, dia don fernand no mit... |
Famintinana ny tantara tonga hiasa tao amin ny tananan ankarangasy ny dokotera vazaha vavy iray atao hoe i romy. I doda sy i dama kosa dia efa mponina ao amin io tanàna io. Samy naniry fatratra ny hifankatia amin i romy izy roa lahy ireo. Fantatr i bao naman izy ireo ny fisian izany toe-javatra izany, ka nataony izay f... |
Ny mponina ny isany araka ny tsinjara toerany sy ny taonany ahafahana mamantatra ny fatran’ny rano ampy ny mponina ao amin’ilay fiarahamonina. |
Ny lehilahy no tompon’ny teny farany amin’ny fanapahan-kevitra amin’ny zavatra mikasika ny ankohonana, ary ny heviny irery ihany no misy dikany 44 |
Andriamalala e d , fanagasiana librairie mixte, antananarivo, 1974, 59p |
Ireo lafim-pitiavana nokaloin’ ny eja ny eja , ilay mpanoratra ny fitiavana , io no lohatenin’ ny lahatsoratra nentin’ ny gazety vaovaontsika 2, nampahafantatra ny mpamaky ny mombamomba an’ ny eja. Mitovitovy amin’ io ihany koa ny filazan’i s d azy raha nilazalaza ny momba ny mpanoratra izy ao amin’ ny amboaran-tononka... |
Ny radio ve aminao |
Avy hatrany dia hampifanatrehina ao anaty fafana izy ireo, ary hosokajiana araka ny andrakitra tanany ao amin’ny tantara |
Baiboly , tononkiran ’ i solomona 8 7 187 boky i , tak 12 |
Fahantrana |
Nanao arrosage be mihits y tao fa hoe nahavita afera milay be! Ins pecteur mmm brig ad ie r is an’andro anefa hono le ry milaza fa tapaka lava fa tamin’iz ay hono ho aho vola fots iny tany am -paosiny. Ins pecteur hum ! S ady mahita s am pona no m ibaradaka ho azy izany. Iz a ilay anarany teo o? 107 |
Mampiavaka ity mpanoratra ity ihany koa ny fomba fampiasana ny teny. |
Ny tiana hambara amin’ny hoe olona resen-dahatra mitsinjara ho sokajy roa dia raha mpikambana ao anaty vondrona iray mpiteny dia azo antoka fa ny ankamaroan’ireo mpikambana miaraka aminy dia manohana sy mankat ny hevitra ambarany. Koa rehefa miteny izy dia tsy maintsy manohana sy miharo hatrany ilay hevitra iombonany a... |
Fitiavana tena lalim-paka ka tsy resin’ny fotoana no takina sy andrasana amin’ny olon-droa. Ny tanjona amin’izany dia ny hanatanterahana ny dina sy ny voady. Tokony hohajaina sy hankatoavina mandrakariva ireny fifanekena ireny, satria fototry ny tokantrano sambatra. |
Ahiahy a samy manaraka |
Ny endrika nisehoan’ny tombana ary ny vokatra azo avy amin’izany no horesahina eto. |
Saingy nitaraina aho ka dia nolavina saingy nitomany aho ka noesoina niantso aho anefa tsy nohenoina. |
Anjaran’ny mpampianatra araka izany, ny mampifanaraka ny fahalalana amin’ny fitiavana sy ny filàna ary ny tombontsoan’ny mpianatra mba hananan’izy ireo faharisihana amin’ny fianarana. Amin’izay fotoana izay, dia ho tsapan’ny mpianatra ny lanjan’ny asa ampanaovina azy ka mitsiry ao anatiny ao ny faharisihana. Hoy i tard... |
Rojo mama, fa inona mihitsy no mahatonga anao teo amin’ny tany teo? |
Ikotolita izao ary eh! Hevitra farany an. Tena farany ity fa tsy vazivazy koa. Raleva ialahy ve tsy mahalala teny gasy eh? Ikotolita eny eh! Fantatro re raha teny gasy eh. Fa raha ilay teny sinoa tsa haiko. Ie! Iny tsa haiko. Fa mba miangavy an-tanan-droa re ry patron ô! Henoy re ity soso-kevitra farany ity fa mety hah... |
Ny sikajin’idadabe |
Midona moramora tomanitany lava ny any ankaratra any ; ny fody eny imanga manembona isan’ora ny sento tsy misava. Izay mandre izany. Ny tiana tsy mitranga. |
Ilaina eo amin’ny fiainana, eo amin’ ny fiarahamonina, eo amin’ny firenena mampitombo ny fahalalana 1 |
Endrika iray isehoan’ny ompa ny fanaratsiana ny olona iray amin’ny alalan’ny fihodirany. Raha fotsy fihodirana ilay olona ompana dia hanaratsina amin’ny alalan’ny hafotsiany. Ohatra 91. Fotsy boba. |
Irery t1, t2, t6, t19, t20, t22, t23, t24, t27, t47 |
Miverina inefatra eto ny teny hoe tonga , ary tsy miova anefa ny heviny saingy manantitrantitra sy maneho fihetseham-po tsy hay tohaina. Tahaka izany koa ao amin’ny andininy manaraka dia lasa ny maizina nitoeranay! Lasa ny gadra namatotra anay! Lasa n y loza nanotrona anay! |
Raha ratsy no ho vokatr’izany mihemora ! Aleo tsy mankany milofosa tsy misy tsy sembana akory fa tsy vitsy ny mpanorisory, ka ny fahakiviana esory, milofosa, ny soa ifotory 145 baikoiny mihitsy ny tanora eto, mba tsy hanaonao foana, fa handanjalanja tsara. Ny fampiasany ireo voambolana mibaiko ireo, dia mandresy lahatr... |
Lahatsoratra 2 vahiny mahagaga! F’eto an-tanindrazako aho, nefa tenin’olon-kafa no takiana mba ho haiko vao mahazo anjara asa hamelomako ankohonana sady izay mitonatonana, fa ny vary fotsiko aza nosoloiko ireo dipaina vao mba mihevitra ny saiko fa olona miadan-tsaina sy mba feno voninahitra. Nahita angano ianao ry tani... |
Fandravonan-kevitry ny mpialoha lalana samy manana ny manavanana azy ireo mpialoha lalana ireo ka samy manana ny lalan-tsaina nitondrana ny asa fikarohana izay nataon’izy ireo araka ny haren-tsainy. Ireo mpialoha lalana fototra nofantarina dia nanao fikarohana niainga avy amin’ny fahalalana haiolona izay seha-pahalalan... |
Ny tanan-kavia sy havanana, izay didia-maharary 169 ny hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara 170 nataon’ny mpanoratra hanairana ny olona hahatsapa ny halalin’ny |
Nisy ny fotoana nisy ny fotoana izay nampisavoritaka sy nampitebiteby. |
Tsy nahatanteraka ny toky nampanantenainy an i sahondra ravalohery. Nolazainy tamin izany fa misy anton-dia hovonjeko haingana any toamasina. Ho avy aty aho amin ny herinandro ambony , ary hamita haingana ny raharahantsika. 299 |
Rocher, g. 1968- 1969 introduction à la sociologie générale le changement social, montréal, 318p . |
Misy ambaratonga roa anaovana fanomanana asa aman-draharaha ny fanomanana ambaratonga voalohany atao rehefa vita ny fanabeazana fototra sy ny fanomanana ambaratonga faharoa atao aorian’ny ambaratonga faharoa fototra. Ny fanomanana mpampianatra |
Ireo karazana fihetsika sy famantarana ampisain ny ôrtôdôksa |
Zana-domohina |
Ny literatiora dia taratry ny zava-misy sy ny vanim-potoana nipoirany. 45 isan’ny mampivaingana izany indrindra ity endri-panoritsoritana ity. Ny fanoritsoritana atao no ahatarafana olona, na fiarahamonina na vanim-potoana. Mifaningotra amina tontolo hatrany izany. Indreto ohatra vitsivitsy ahatarafana izany 45lala-rak... |
Maro karazana ireo toetra ratsy miseho eo amin’ny fiainana. Ny haratsian-toetra anefa dia anisan’ny manafintohina eo amin’ny fiainana. Vokatry ny fandikana ny lalàna mifehy ny fiarahamonina no miteraka izany. Ao ireo olona ratsy fitondran-tena, ao ireo izay manana toetra ratsy fanao andavanandro na vehivavy izany, na l... |
Tsy miova ny drafitra arahina amin’ny firesahana momba ny tombana andaniny, ny endrika nisehoan’ny tombana sy ny vokatra azo avy amin’izany; ankilany, ny fiheveran’ny mpampianatra ny tombana. |
Ny fanovan-javatra nenti-mampidi-dresaka |
Nesorina ny fononteny very ny boky izay novidinao. |
Fehiny raha fintinina izay voalaza rehetra tato anatin’ny fizarana voalohany izay, novelabelarina tao amin’ny toko voalohany ny tantaram-piainan’ny mpanoratra, amin’ny maha-olon-tsotra azy. Nampahafantarina sy notanisaina tao anatin’izany ireo loharano nipoirany sy ireo iray kibo nifonosana aminy ary ny faritra niavian... |
Resume ce travail s’intitule radio tantsaha imerina akanga loharanon’ny fampandrosoana ny tantsaha sy fampivoarana ny fifandraisana eny amin’ny tontolo ambanivohitra. Tranga ao amin’ny distrikan’andramasina le thème met en exergue le processus mis en uvre par la radio en vue du développement rural. L’objectif consiste ... |
Fizarana telo no hanatanterahana ny asa fanadihadiana. Haseho voalohany ny mahakasika ny tontolom-piainan’ i ran e. Manaraka izany dia ny firosoana amin’ny tara- kevitra tontolo iainana araka ny ahitana azy ao amin’ny tononkalon’i ran e. Ary farany dia horesahina fa i ran e poeta dia manana andraikitra mampahafantatra ... |
Jereo tovana voalohany 26 h ranjatohery , tsanganafo, laharana ii, may 1998, tak. 2 |
Ny fanambadian’i nininisoa sy ny rainy. Tak. 127 |
Ny fiainana eto an-tany |
Madagascar. Population de madagascar lipton. M 1997 agriculture et santé -m. Br rakotojaona j 1938 angady tsara hofana. |
Pertes de valeur 38 840 128,02 29 678 240,75 9 161 887,27 30,87 charges financières 1 659 772,23 1 672 396,25 12 624,02 0,75 impôts exigibles sur résultat 1 768 103,35 4 532 200 2 764 096,65 60,99 |
Na dia niezaka nanafina ny marina aza ny jiolahy notarihin’i eva rafieldmond ao amin’ny va, dia nipoitra ihany izany marina izany. Nampihoron-koditra ireo nanatri-maso ny fahitana kesika maromaro feno taolana isan-karazany, na an’olona izany na an’ny biby. |
Fa ilay rariny najoro, hiombonana, hiainana 14 natao aiza ? Nohosena mba ho potika ? Sa koa 15 navilivily lalana mba ho donto ny fisainana 16 eo am-pananganana ny fanjakan’i baroa ? |
Ny voan-teny hoe soratra no mirerina isan’andalana mba hanehoana ny maha zava-dehibe ny asa fanoratana ny fihetseham-po mibosesika tao anatin’i haingo no nahatonga io fiverimberenana io. |
Fihirana ffpm, lah. 632, and. 1, 2 130 eliza freda, ranivo sakaizako v , and.4, 5 in vondrona ambara1, tak. 98 |
Ii.7.2.1. Ny fiforonan’ny mpamari-toetra araka ny hita ao amin’ny bahasa indonesia for english speaking, i, t. Tak. 100- 102, dia miseho amin’ny endrika fito ny fiforonan’ny mpamari-toetra amin’ny teny indonezianina6. Io endrika fito io anefa dia azo tsorina ho dimy ihany rehefa atao ny fanasokajiana azy. Toy izao avy ... |
Vato misakana voalohany tsy azo odian-tsy hita amin’ny fampianarana ny taranja malagasy ny toe-tsaina ananan’ireo ray aman-dreny sasany. Raha nanadihady azy ireo mantsy izahay, ny ankamaroany dia manambany sy tsy manome lanja ny taranja malagasy araka izao ampahana fanadihadiana nofenoin’ny ray aman-dreny |
Satria a. J. 11. ! , , , ti ; l ’t hv- ! K du l ’’ ; 1147 m 1. T tr -11, , l. L |
Manana izay toetra miakatra sy midina21 izay ny ankamaroan’ny renirano rehetra amin’ny toerana manamorona ny ranomasina. Mivarina an-dranomasina ny renirano ka ny fihaonan’izy ireo no antsoina hoe vina y.22misy fotoana sintonin’ny ranomasina ny renirano ka ny -vina y? No ahafahany mivarina an-dranomasina. Amin’izany no... |
Tsy haiko hoe hatraiza no fahamarinan’ izany maraina mifoha any izany. Fa haizina foana no toa ivarinan’ ny lalan-tantarako iangaran’ny tany ! |
Sary lah. 23 ny gazety vaovao- frantsay malagasy nivoaka ny zoma 03 janoary 1902, taona fahenina, n 263. Vidiny varifitoventy. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.