text
stringlengths
10
11k
Qu’est ce que la littérature comparée ? , armand colin, paris
Travaux de terrassement et remblaiement 1
Fa amin’ny firy izao, ray olon, no endre ny be harena miedina, miedina foana ? Fa amin’ny firy izao, rahavana, no endre ny mosarena midina, midina foana ? Fa amin’ny firy izao, reitsiana, no endre ny mpaminany miadana miadana foana ? Fa amin’ny firy izao, sakaiza, no endre ito tany mihodina mihodina foana ? Fa amin’ny ...
Joubert, littérature francophone, edition nathan, france juin 1993 ; taak 3 une langue ne vit et ne prospère que parce que des écrivains, des conteurs, des poètes, tous les ouvriers du mot la plient à leur volonté créatrice, la montrent dans tous ses états, la font penser, rêver, agir 48 j rainizanabololona, lesona tso...
Electrification
Fizarana fahatelo
Matory. Ny vatana no miesona, ne eo ambony farafara, na sezamandryfa ny saina amam-panahy, izay olona indrindra dia efa tafavoaka lavitra. Fa hitan’ny fanahiko na ambiriako fa nisy nampaneno ny lakolosinay, kanefa tsy nisy niditra fa ankizy nandositra no sisa, dia ilay ambiroako no 30 niditra moramora ny varavarambe. T...
Ny andalana sy ny andininy
Izay no marika ahafantarana ny maha-iray tampo.
Na dia teo aza ny teny natao lany era avy amin’ireo tandrify izany, tsy ialohava-mandeha sy tsy ho salovani-miteny
Vokatra heverina fa tafita ny lesona noho ny fahitana fa nahamarina avokoa izay nasaina niteny rehetra. E. Ny famaritana ara-bakiteny 4
Ny anjara toeran’ny fifaninanana haisoratra teo amin’ny fampiroboroboana ny literatiora malagasy
Ambatosoa faharoa lihivory 33 6
Tononkalo ambanin’ny hazo fijaliana nosoratan- drô andriamaneva
Malagasy, manoloana ny fahadisoam-panantena nanjo azy no misongadina amin’ity tononkalo ity. Nanainga ny mpiray tanindrazana aminy izy mba tsy hitanondrika, na ho kivy amin’ny toky fitaka nataon’ireo mpanao pôlitika. Nilaozan’izy ireo miady seza , mantsy ireto vahoaka madinika nampiakatra azy teo amin’ny fitondrana sy ...
Nambaran’ireo tekinisianina fa ny rakotra maina sy ny rakotravelona fihinana no tena ampiasain’ireo tantsaha, satria, kely ny fikarakarana atao. Amin’ny rakotra velona tsy fihinana kosa dia mila fanaraha-maso tsara sy fikarakarana manokana mba tsy hanimba ny voly. Izany hoe, jerena hatrany ny fitombon’io rakotra io sao...
Sedra lasa ngezabe sady henjana be.
Actif vo amortissements vcn passif actifs immobilisés
Hery feo mifendrofendro iza izao e?
Ny famaritan’ny mpandinika malagasy
Ny asa soratra maneho indray mijery ny lalana diavin’ny olona mandritra ny androm-piainany. Iaraha-mahalala fa fandalovana ihany ny fiainana eto an-tany. Samy manana ny fomba fiatrehany izany ny tsirairay. Ao ireo mihevitra izay hahasoa ny momba ny tenany; ao ihany koa anefa ireo mahatsapa ny hasarobidin’ny fiaraha-mia...
Gauthier r. A 1963 guiraut 1970 jakobson r. 1963
Misy ny rima feno mihoatra lasa alohan’ny zana-peo mingadona farany ny fitoviana
Rakotonirainy, ny fahendrena malagasy na ny tsaran’ny razantsika. Sté imp. , antananarivo, fév. 1988.
Isan’ny iankinan’ny fahalavorarian’ny fiainam-bahoaka ny fahatsaran’ny rafi- panabeazana. Araka izany, ny sekoly dia tokony hiandraiketan’ireo mpampianatra manana traikefa. Miankina amin’ireo ny mahalasa lavitra amin’ny ara-tsaina sy ara- toekarena. Ny ankamaroan’ny ray aman-dreny eny ambanivohitra dia tsy nandalina fa...
Fanoritsoritana bika aman’endriky ny olona, ny toe-batana prosographie ohatra ramialinera tovovavy babobabo, lava somary mahiahia, bary maso, lava volo harioley, ny taombaovaon’i nenimialy
Aminy, tompon-tsafidy sy tompom-pahefana amin ny fiainany ny tsirairay. Mila mioitra, ka miezaka mandresy, na dia ny sarotra indrindra aza ny olona raha te ho sambatra.
Maro ny andraikitra nosahaniny teo amin’ny sehatry ny politika, tao amin’ny antoko union des democrates sociaux de madagascar na ny usdm izy sns noho ny fahitany ny fihetsik’ireo mpitondra taorian’ny nahazoana ny fahaleovantena anefa dia niala tamin’izany sehatra politika izany i e. D. Andriamalala tamin’ny 1960. Nieza...
Misy akony eo amin’ny fiarahamonina hadihadiana ny fidiran’ireo ankolafin-kery maro avy any ivelany izay mitondra fampandrosoana eo an-toerana. Ohatra, ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena dia mifandray amin’ny sekoly. Avy amin’ny alalany no ahazoan’ny sekoly famatsiam-bola avy any amin’ny fikambanana iraisam-pirenena....
Soratra kanto dia izay manana hery manintona, hisarika, mambabo ny fo amam- panahy, hitarika ny saina hifantoka sy handalina ary hamakafaka be be kokoa 247 ahitana izany tononkalo manana endrika ifamaliana izany ao amin’ny angano, anganon-kazo 248, idray andro hono 249, ary ny tononkalo tsy misy lohateny 250 nosoratan’...
Dadabe noely raha toa ka ho avy ianao avelao ny kilalao na dia mamiko aza ireny ny hangatahiko aminao asaivo mody aty i neny!
Ny gradation dia nenti-nanasongadina ny fangirifiriana nanjo an’i miaro. Hamafisin’ny mpanoratra izany amin’ny fampiasana ny teny savily tsy mbola tahaka izany mba hampisongadina ilay toe-javatra misy, araka ny ohatra teo aloha. Notovonan’ny mpanoratra tamberim-boan-teny tokana manaikitra izay midika ho fanaintainana l...
Rasolofonjatovo rina juve mpandray vola
Resume la pièce radiophonique présente un moyen d’expression et de communication qui peut toucher une large audience sans distinction de categorie sociale, ni d’origine, ni d’age, ni de niveau d’intelligence. Natiora, étant jeune talenteux, dispose de la competence et ose reveler les réalités dans la vie quotidienne ur...
Tamberim-boan-teny mifanesy, tsy misy teny mampitohy na epizeux 218 tononkalo iray ihany no ahitana ity tamberim-boan-teny mifanesy, tsy misy teny mampitohy ity ato amin’ny asa soratr’i asiniony. Ny fihetseham-pon’ny mpanoratra manoloana ny tampi-maso atao amin’ny mahantra no resahiny amin’ny fampiasana ity epizeux ity...
Ny mampiavaka ny fampianarana tekinika amin’ny fampianarana ankapobeny dia ny fisian’ireo sampana maro samihafa azo isafidianana arakaraka ny sehatrasa tiana hidirana aorian’ny fianarana. Toy izao manaraka izao ny momba izany raha jerena amin’ny ankapobeny ao ny fianarana momba ny taotrano sy ny taozava-baventy batimen...
Ny taolam-paty sampona sy ny mahita sampona dia hita nipoipoitra etsy sy eroa amin’ilay resaka ifamaliana. Manamafy ilay ny fisian’ilay taolam-paty nisy nahita sy ny fananan’ireo roalahy vola be. Misarika ny saina hieritreritra ny mety ho fifandraisan’izany toe-javatra roa izany ilay famerimberenana. Vao mainka manamaf...
Il existe d’autres regroupements, mais nous retrouvons fondamentalement les mêmes notions, l’important est qu’il y en ait un13.
Ny lohateny hafa navondronay anatin’ny lohateny hafa kosa ireo endri-dohateny ahitana mari-piatoana baraingo na tsoraka. Tononkalo dimy amin’ireo voafantina ao amin’ny vondrona ambara kosa no manana ity endrika ity 1- v. A lah 5 nahoana? 2- v. A lah 25 iza aho? 3- v. A lah 53 nankaiza? 4- v. A lah 56 inona no antony? 5...
Nisongadina tato amin’ity fizarana farany ity ny fampiasan’i nasolo paika maro, nanehoany ny fitantarana ny fiainany, ny fiainam-piarahamonina ary ny tantaram-pirenena. Nomeny endrika manintona tamin’ny alalan’ny fampiasana tekinikan’ny fitantarana sy fanehoana ny endrika ivelany ny tononkalo. Mifandray amin’ny hevitra...
Tokana ny fitiavana ho an’ny vehivavy, ary tsy azo afindra; fa azo afindrafindra sy azo zarazaraina kosa izany ho an’ny lehilahy. Araka ny hevitr’i e. D. Andriamalala, ny lehilahy dia saika mifahatra amin’ny zavatry ny nofo na farafaharatsiny mampifangaro ny ara-panahy sy ny ara-nofo, raha vao tafiditra ao anatin’ny fi...
Lay lisy maitso taho, nafoy na dia malala. Misaina mantsy izaho, ka toa ho lasa adala.
Ambatosoratra ambatondrazaka, 115, 2009
Ravelojaona, literatiora in mpanolo-tsaina, lah.19, jolay 1908, tak.163
Fananany talenta 13. Tafiditra nianatra teny
Tsy tongatonga ho azy anefa izany safidy izany , fa misy antony vitsivitsy safidy amin’ny haifampianarana
Tsy hivakivaky intsony fa ho ankolafy iray fa raha izao no miady indray izay vao tena tay rima 07 01 2012, bolongam-bolana, febr 2012
Tahaka ny zava-manan’aina rehetra dia tsy afa-mivelona irery ny nofo; rehefa maty ny hozatra ka malemy ny hoditra dia miraraka ho azy izy. Toy izany koa ny olombelona hita amin’ny vatany , mila ny fiaraha-monina sy ny hafa izy amin’izay ataony. Io filàny ny hafa io dia maneho ny halemeny. Toa amin’ny endrika famaritana...
Ambohimanambola firaisana sy antanetibe vohitra iray ihany ambohimanambola firaisana sy antanetibe hatramin’ny fanjanahan-tany. Ireo mponina tao dia tarana-dralambo avy tamin-dravolondralambo izay nanambady an’andrianolazaina ka niteraka sivy mianadahy fito lahy sy roa vavy izy fito lahy ireo no nanorina ny tanàna. Tao...
Ranovao rano haka rano sôro o ankelisisany ritra tanteraka sady tsy ritra no tsy ambony loatra antorambolana tsy midina loatra fa mihena kely fotsiny gegy na samonta be feno na mihoatra fafana 2 fifandraisan’ny fiakaran’ny rano amin’ny ranovao. Ny fizotran’ny fiakarana sy fidinan’ny rano amin’ny fotoana mitovy no hiaka...
Ny vanim-potoana ankehitriny ny fironan-tsaina, ny zava-misy ary ny literatiora famintinana
Supra note p. 39
Tonga soa eto madagasikara! Toung sou etou madagasikara b misaotra! Misôt a faly mahalala sy mandray anao. Fal malala si mandrai anaou b misaotra e. Nefa, mbola hiverina any france aho. Misôt e, nef mbôl ivérn ani franssa a a raha izany, inty misy fanomezana kely ho anao. A bienvenu à madagascar! B merci a heureux de f...
Raha any ianao no tapi-dalana aza aty mitonantonana fa tsy adala aho sanatria ka ho azonao fatorana.
Fomba fifandraisana tamin’ny mpianatra matetika diso fidirana sy tsy tonga mampianatra ny mpampianatra; manararaotra be aminy ny mpianatra satria izy tena mifampitana amin’ny ankizy raha resaka vava tia manakiana sy manebaka na manao ohatra mampihomehy ny ankizy misy ny faly ary misy ny sorena ka tsy miteny mandritra n...
Tamin’ny andro taloha efa hatramin’ny andron’andriamanjaka fahiny no efa nisian’ny fanatontosana ny kabary am-pianakaviana, satria tsy mbola nisy ny soratra dia am-bava no nilazana ny hafatra tiana ho fantatra. Na izany aza anefa, teo koa ny fahavoriam-pianakaviana toy ny raharahm- panambadiana na fandevenana nanaovana...
Aza tsiny koa raha toa mahatsiaro anao hatrany r’ilay vohi-niandohana sady tokana amin-tany maneho ny alahelony toy izany koa izy ao amin’ny loza 161 raha nampahafantatra ny fahamaizan’ny rova manjakamiadana. Latsa-paka ao am-pon’ny mpanoratra ny fitiavana an’io rova io, izay mirakitra ireo haren-tsaina sy ny vakoka na...
Ny tanjona hotratrarina amina asa fikarohana toy izao dia misy ny tanjona mazava tratrarina. Ny lohahevitra hohadihadina sy ny haitsikera ampiasaina ary ny sehatra misy ny mpikaroka no mametra izany.
Sig. Bilatérale
Rabenilaina, roger, bruno, ny teny sy ny fiteny malagasy, société malgache d’édition antananarivo, 2000, 254 t.
Niezaka nanohana anay teo amin’ny lafin-javatra maro ary mbola nankahery sy nanosika anay hatrany teo am-panatontosana ny asa.
Fizarana iii firafitry ny teny malagasy ao amin’ny boky tantara ny andriana dinihina amin’ny lafiny endri-teny sy andian-teny
Dia nitondra an’i piera sy joany ary simona rahalahiny dia tonga koa i moizy sy elia mba hiresaka taminy a
Raha taitra miantsambotra ny hery kely sisa ka toa fara-kipi-maso no iafaran’izany k’injany ’zany tany toa lasa mikorisa milentika any ambany anaty lalina any
Inona moa ny mahasarotiny, ka anasongadinana ny lanjan’ny haisoratra mihoatra ireo zavakanto hafa manodidiny azy ? Manabe sy mampita hafatra ve ? Voafaritra ho singa ampahany, taratra ao anatin’ny asa famoronana, ny fahalalana norantovina amin’ny alalan’ny soratra, ary ny zavakanto rehetra dia samy afaka maneho izany a...
Ny fetran’ny asa noferana ihany ny fikarohana natao. Ny antony namerenana na namoronana endrika vaovao indray ny mamahoaka, sy ny fanatanterahana azy ary ny vokatry ny fanatanterahana azy no nifantohana.
Bachmann, j. Linderfield, j simonin, langage et communications sociales, ecole normale supérieure de saint- cloud, hatier, paris, 1981, p. 53 2 dictionnaire de linguistique larousse, p. 388 pragmatique l’aspect pragmatique du langage concerne les caractéristiques de son utilisation motivations psychologiques des locute...
Kisary 1 teôrian’ny fifandraisana 3 kisary 2 ireo karazan-dahatsoratra 19 kisary 3 ny fifampiterahan-kevitra 39 kisary 4 lalan-kevitra fanaporofoana trangan-javatra na tsangan-kevitra 39
Ao koa ny rarin’ny matanjaka, tsy valian-teny, migalabona ; tsy ahoany akory na hihanjaka ireo vahoaka mizaka ny avona !
Rafitoson lehilahy mpiambina an’anosimasina
Ny fihetsika
Tsy mitovy ihany koa ny fiofanana nataon’ireo mpampianatra rehetra ireo sy ny toerana niofanany. Toy izao manaraka izao no azo anehoana izany.
Eduquer et instruire en pédagogie, on instruit et on éduque l enfant et l adolescent. Eduquer consiste à mener un être vivant à son développement intégral vers un objectif visé. C’est l adapter au milieu dans lequel il vit, c est d en faire un homme libre et un citoyen capable de jouer son rôle dans la société de demai...
Fafana1 ireo firenena mpandala ôrtôdôksia
Saina ary mampametra-panontaniana manoloana ny fifamatoran’ny asa fambolem-bary sy ny fiovana ka nosafidianana ny lohahevitra. Maro ireo zava-baovao entin’ny vahiny eto madagasikara, tsy diso anjara amin’izany ny sehatry ny asa fambolem-bary amin’ireo fitaovana sy teknikam- pambolena maro. Manoloana izany mipetraka ny ...
May 1981 ratsimaholy francinet
An’ny kilasy faharoa, voalohany, famaranana. Ny lohahevitra hoe tononkalo mitety vazantany no nentina tamin’izany. Fa anisan’ireny ihany koa ny famoahana boky sy ny gazety ambioka. 2.1.3.2 ny havatsa-upem
Saingy tsy nasiany dikany akory izany ary tsy nampihontsona azy na dia hitaraina mandavan-taona eo aza ny olombelona.
Famakafakana fandrafetana feno ny teny fampidirana fandrafetana feno ny famelabelarana fandrafetana feno ny teny famaranana
Miaraka amin ny ray aman-dreniny hatrany izy amin ny lanonam- piangonana izay novonjeny; ary nanafana izany mihitsy aza manao tsianjery
Lala-rakotoson raolisoa j. A
Ny tanjom-pampianarana no heverinay fa teboka tsara iaingana amin’ny fanaovana tombana. Lafin-javatra vitsivitsy no dinihina amin’izany ny tanjom- pampianarana amin’ny ankapobeny, ny fisehon’ny tanjona isaky ny sehom- pampianarana, ary ny tanjona tratrarina isaky ny ambaratonga.
Atoroko anao manomboka izao
Ny fomba filazan-javatra nananganana ny famaranana
Noraisina tany anaty kahie
Io, araka ny fanazavana hita tany amin’ny teny fampidirana. Maro anefa ireo lalan- tsaina antrôpôlôjika azo ampiharina aminy, toy ny evolutionnisme, diffusionnisme, structuralisme, fonctionnalisme koa ity farany, izany hoe ny fonctionnalisme no nosafidinay hitrandrahana azy noho izy mifamatotra bebe kokoa amin’ny fanda...
Koa anefa ny fitantarana ny zavatra efa lasa izay tsy manakana ny firoson’ny tantara. T’
Jaga. Afrique-gouvernance. Net docs kana, approche participative et inclusive
Raboky nosoratana ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena momba ny boky
Rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny na ny sarin-teny eo amin’ny fomba filazan-javatra. Editions ambozontany antananarivo, 1993, tak 31 50 g mounin, poésie et société, puf, paris, 1968, 109pp, tak 45 c’est un problème vrai de la poésie, que ce décalage entre le niveau des producteurs et le niveau de la masse consom...
Tsy izaho intsony no velona fa kristy no velona ato anatiko in kristy velona va lah 62 lohateny fanantenana va lah 67 lohateny ram-panafahana va lah 74 lohateny fitsarana farany va lah 76 lohateny menatra va lah 81 lohateny saingy misy olona iray manao ny ainy ho sorona va lah 89 andn 1 nandeha ka nankamamy izao fiaina...
Hoy i justin rajoro ao amin’ny santarina ny hafaliana tiavo ny ray aman-dreny; hanoa ny teny omeny, ho voahangy madio môdely, tsy hafa fa sarin’anjely. 175 hafaliana sy fahasambarana voalohany ho an’ny ray aman-dreny ny fahaizan’ny zanaka mankatoa azy. Endrika iray manamarika ny fitiavana azy mantsy izany. Eto dia ohar...
Araka izany, tsy maintsy miara-miezaka hampahomby ny fanabeazana ny zanaka sy ny ray aman-dreny. Ny fifanakalozan-kevitra sy ny fifanajana, ary ny fifampitokisana no antoka mampiadana ny ankohonana izay voalazako anao momba ny fiainana izany dia efa nolazaiko ny zanako avokoa. Mino aho fa maka toerana tsikelikely ao am...
Ran e 2000 tangerina vazon-gao a tak 09-10
Azo ho tandindon’ny sokajy ku- amin’ny teny malagasy ireo anarana malagasy izay miantomboka amin’ny vanin-teny ko ko taba kotaba ko rontana korontana ko risa korisa ko naina konaina
Ny landy sy ny haitao momba azy no nosafidiana hanompanana ny asa fikarohana. Tsy mandeha irery anefa izany, fa mifampiankina indrindra amin’ny kaoperativa rakotomalala et fils. Tsy kisendrasendra no nahatonga anay handalina momba ny landy sy ny fifidianana ny orinasa hanaovana ny fikarohana fa tao ny antony izay hosok...
Ny fanovana anarana no nentin’ny mpanoratra naneho ny fanajany ny olon-tiany, ary izay fanajana izay dia midika ho fitiavana.
Olona ’zany, olona ’zany no mitombo andro aman’alina olona ’zany, olona ’zany no tonga saina lalina
Ihany izy roalahy tamin’ny farany fa hery hafa mihitsy no mikasi- tanana azy ireo pafff! Teham aina
Famaritana eo amin’ny lafiny fiforonan-teny famaritan’ny mpanoratra sy mpandinika ; fandrafetana ny andram- pamaritana. Asa azo tanterahina fanadihadiana lahatsoratra ; famelabelaran-kevitra ataona sokajy anasongadinana ny toetrany, ny loharanony ary ny endrika isehoany. Asa azo tanterahina famelabelaran-kevitra ataona...