text stringlengths 10 11k |
|---|
Eto am-piandohana, heverina sy azo lazaina fa tsy ho latsa-danja amin’izay voalaza tao amin’ny tantaram-piainany, amin’ny maha-olon-tsotra azy ny zavatra hambara sy hovelabelarina ato amin’ny ity toko faharoa nampitondrainay ny lohateny hoe i abel ratsimba amin’ny maha-mpanakanto azy ity. Lohahevitra telo no horesahina... |
Fehin’ny toko voalohany |
Malzac rp , |
Ireo mamboraka ny alahelony eo am-panononana ny tonombavany. Tsapa ireny rehetra ireny, amin’ny alalan’ny feo sy ny fihetseham-po ananana ary avoakan’ilay manao sy manandratra azy. Mitalaho sy miangavy ilay tsitoha ny olona mba hihaino sy handray ny vetsovetsom-pony sy ny fitarainany hita taratra ireo ao amin’ny tononk... |
Quelles sont les diverses techniques utilisés en sport asa tany ? Les techniques utilisées dépendent de l’épreuve à faire et de l’habitude de chacun. Pour les épreuves chronométrés et les épreuves d’endurances, on doit utiliser des techniques différentes pour pouvoir conserver des énergies et d’aller plus rapide. En ef... |
Mpandefa hafatra votoatin-kafatra mpandray hafatra |
Sm mpisolo manondro st mpisolo toerana sat mpisolo tena tampisaka ta. Tapasiry ta tarika anarana |
Isam- bolana 2 firaisantsoa i 1989 350 tafo 600 m3 isan andro 10 ariary siô 5 avotra 1989 150 tafo 30 m3 isan andro fkt 400ar hafa 10ar siô |
Akory sarasara ry hazon aina tretrika mba tojo ny jobily fotoa-manetriketrika ny lanitra sy tany manotrona eto izao 20- ka ny herinao rehetra vao mainka mihavao. |
Ibid note n 178, tak 103, and.3,4 180 v. A, tak.150 and.2 |
Kiakanao tomany fa feon ny hasambarana nahery vaika indrindra nandroatra tao anaty, fa teraka tokoa ny fiaina-fanindroako dia tsiry sady felan ny herin ny fitia namaka tao am-poko, nanerana ny rako sy ny aiko manontolo ilay dimby sy solofo hamelo-maso indray izato anaran-dray! Antsonao tomany mipaka ato am-poko, voaten... |
Manana ny loharano nanovozany hevitra ny mpanoratra tamin’ny famoronana asa soratra. Hita taratra ao anatin’ny tantara fa manana ny fifandraisany betsaka amin’ny asa soratra izy ireny ary azo lazaina fa aina mamelona ny tantara mihitsy. 1.2.1. Ny fifandraisan’ny zanako amin’ny baiboly |
Fizahan-takila |
Hazavain-drado amin’ireto andalana ireto fa ny teny malagasy no nahalalany ny mombamomba azy ka voalohany amin’izany ny fahafantarana sy ny fahaiza- manonona ny ray aman-dreniny. Eo amin’ny ray aman-dreny niteraka dia zava- dehibe ary tena fifaliana ho azy ireo ny maheno ny zanany mibadabada izany dada sy neny izany sa... |
Izao ha mauss azy izao y zavatra atakalo ireny takalo ireny, mpanakalo izany na eo anakalozana. 51, izany hoe mitondra voka-tsoa eo -daniny sy an- andaniny roa izany takalo atao izany fa tombontsoa no azo. Misy fifanampiana eo |
Malo taona mpitarika mpitory notorina ny fiafarany 1 omby nihinana varin’ olona |
Fandravonana ny tolo-kevitra ny zava-misy amin’izao fotoana izao mifanentana amin’ny taonan’ny mpianatra sy ny fiarahamonina, dia ny momba ny fitiavana sy izay lohahevitra mahakasika izany ; ny serasera, na am-bava, na an-tsoratra, na amin’ny haino aman- jery. Ary dia tokony hisy fampitaovana momba izany. Tokony hampir... |
Hi to ko na eo foa na na am -bo la na a za |
Savenavena manasavenavena |
Azo lazaina fa maro ihany ny sehatra iainana rano hita ao amin’ny tononkalo fito amby roapolo 27 amin’ny tononkalo mantsy dia miompana aminy avokoa. Azo visavisaina fa hisy rohy taratra amin’ny lafika tokana izany. |
Ny ampahany amin’ireo tantara dia niseho nandritra ny vanim-potoana 1960-1984, ny tantara hafa kosa dia afaka mitety vanim-potoana. Amin’ny maha-tantara maneho ny asan- jiolahy azy anefa, dia nasian-teny ihany koa ny fotoana nisian’ny fahafatesana na dia tsy voafaritra mazava aza izany tao amin’ireo tantara nohadihadia... |
Dia hoy ny hikany kristianina, aiza no misy ny famelàna sy ny fitiavana kristianina? Any an-danitra va? Moa tsinontsinona va ny tany ka tsy azo anehoana ny tsara indrindra eo amin ny olombelona? Hanangana fiainantsihita va ny mino hanatanterahany ny asa nanirahana azy ? 199 |
Araka ny hita tao amin’ny fitanana an-tsoratra ny lasy lehibe tany ambatolampy ny 4 sy 5 desambra 1965, nataon’ny mpikrima ireo. |
Raiki-pohy mi-m e s a0 e s an a1 e st |
Ao anaty masonao izay toa atopinao tsy miafina ao anaty masonao sahisahy tsy mba miavona moa ilay fijerinao afaka miriaria. Mibanjina ahy, toa tsy mandao, manombantombana ery ! Mba mety mahalaza ihany izay mba tiany hotenenina sa hitahiry anaty hatrany ilay misitery izay afenina? Sa ny maso koa miteny sy maniry raha ny... |
Indro àry ny ohatra mirakitra izany io ny bibibe masiaka izay marenina sy donto |
Ny fampiasana fehezanteny mivadi-drafitra mifanantsahana ihany ny fampiasan’ny mpanoratra ny fehezanteny tso-drafitra sy ny fehezanteny mivadi-drafitra ao amin’ireo tantara. Tsapa fa miankina amin’ny vontoatin-kevitra tiany hampitaina ny rafi-pehezanteny ampiasainy. Mivadi-drafitra ny fehezanteny rehefa ny lazaina no m... |
Soa fa nosembaninao ny fanatrarako ny fenitra, hahafahako mamolavola fomba fiady vaovao, tsy nisakana ahy tsy handrosoa fa nanampy hieritreritra; |
Ny faribolana sandratra dia namongatra sy nanome hasina indray ny fitafy, ny fitaovana sy ny fananana, ny fomban-drazana malagasy. Naseho izany |
Mpanatontosa razafindravao jeannette mpitarika andriamanatsilavo seth, maitre de conférences |
Fa ny tiana io tsy hihavanana tokana ihany no tena tompony, ny hantahantany ahy irery, ny angolangolany ahy manokana, ny safosafony an’ny endriko, 10 ny tefa-molony an’ny molotro! |
Ny vontoatin’ny fandaharam-pianarana ihany koa dia tokony hanolotra safidy maro ho an’ny mpampianatra amin’ny fanatanterahana ny lesona mba hialana amin’ny fampianarana tolotra sy ny fampianarana lasitra izay atao ao an-dakilasy. Noho izany dia ireto no tolo-kevitra izay aroso mba ho fanatsarana ny vontoatin’ny fandaha... |
Dia fenofeno indray izahay rehefa isika handeha hatory, ka anjaran’ise ny mamaky ny baiboly fatratra hafa indray no hita maneho hevitra, mampita ny teny mbola ialofantsika |
Fitia doladolam-pitia bakobako sangisangim-pitia safosafo ny ratram-pitia lafolafo angolangolam-pitia mamomamo 5 izay ilaozan’ny tia kamokamo ny ferim-pitia lasa angano hantahantam-pitia kakakaka matimatim-pitia vakavaka ny aretim-pitia maka faka 10 babobabom-pitia sambatsambatra sefosefom-pitia mihambatrambatra izay v... |
Ny amin’ny maha mpanatontosa azy vokatry ny fitiavany ny filalaovana an-tsehatra no nanosika azy hiroso lalindalina tamin’io sehatra io. Nampiana-tena tamin’ny alalan’ny boky sy ny internet izy mba hanovozany fahalalana ny momba izany. Ny tontolon’ny s. M no tena nambabo azy noho ny fahitany io sehatra io eto madagasik... |
Anisan’izany andriamatoa ratrema william mpampianatra, nanaiky tamim- panetren-tena ho filoha mpitarika izao asa fikarohana izao. |
Veloma ianareo hoy rabemananjara. Ny fady paraky tsy oman-tsigara, fady rongony tsy omana jamala. Nadika araka ny fangatahana 13 11 2012 |
Ny verindroa amin ny haiteny dia fisehoan-javatra ahitana fiverenan ny feon-teny manontolo na amin ny ampahany3 ka misy lalàna sy fepetra izany. Misy fitsipika mifehy azy manokana izay miankina amin ny tenim-pirenena na tenim- bodron olona tsirairay. Amin ny teny malagasy dia tsy mahakasika ny tsirinteny ny fitsipika f... |
Mba hahatomombana an-tsakany sy an-davany ny asa fikarohana, dia nisy hatrany ny paika aman-tetika narahina tamin’ny fanatontosana azy. |
Manampy amin’ny fanakarana ny vontoatin-kevitry ny asa soratra ny fahafantarana ny mpanoratra. Hoy ry wellek sy warren manamafy izany ny tantaram-piainana dia ahafahana manazava ny asa soratra 5 |
Département administratif et financier ce responsable est chargé d’une part, de la relation avec les administrations privées ou publiques et d’autre part, de gérer les flux financiers de la tpflm. Il supervise la comptabilité, la caisse encaissement et décaissement , l’approvisionnement et le stockage, le personnel, la... |
Amin’ny hiran’i , amin’ny |
Dia toy ny manatitra ny tenany amin’ny sampy. Izay tokony hanoloran’ny olona ny tenany dia ao amin’andriamanitra. Ao amin’ny jaona toko fahafolo andininy voalohany ka hatramin’ny fahafito ambin’ny folo, dia ny épanode mihitsy no maneho izany. Mipoitra inefatra ambin’ny folo tsy voafetra ny voan-teny ondry haneho ny haf... |
Dans son sens le plus vaste, le mot romantisme signifie conception de la vie relative au roman , conception dont on trouve l’expression dans les récits épiques des peuples romans |
Beattie, introductionà l’anthropologie sociale, tak 27, les anthropologues étudient les coutumes, les institutions sociales, et les valeurs d’un peuple et la façon dont elles sont étroitement reliées entre elles |
Na dia hoe minitra vitsy |
Harena sarobidy ny zanaka koa satria namana akaiky, no loharanom-pahasambarana ny zanaka, dia harena sarobidy izy. Manamafy izany ny nambaran’i landy tamin’i bruno anadahiny manao hoe landy lazaiko aminao tsara ry bruno, fa tsy foin’i hary i alisoa. Toy ny namany sy rahavaviny ary zanany vavy no nifampitondran’izy mian... |
Taratasy fanapahana ny gazety fanehoana |
Ny bàn’ ny andalana |
Ambohimena anaran-tany ao antsirabe, izay misy ifandraisany amin’ny ambohimanga 44lemozy fizizoana mangataka lava, ka manelingelina ny angatahina |
Fanabeazana ho amin’ny fampandrosoana sy fikajiana ny tontolo iainana eo anivon’ny sekoly, ny fianakaviana ary ny fiarahamonina fanatsarana ny fomba fitantanana ny tontolo iainana fanadiovana, fikajiana sy fanatsarana ny tontolo iainana an-tsekoly sy an-tanàna fitrandrahana ara-drariny ny tontolo iainana. Fampiasana ny... |
Tsara ny manamarika fa mitovy ny fandaharam-pianaran’ ny sokajy a, d, c eny amin’ny fampianarana ankapobeny ny fandaharam-pianaran’ny taranja malagasy ao amin’ny taona faharoa eny amin’ny fampianarana teknikan’ny fambolena sy ny fiompiana |
Andikana ny concrétisation de l’enseignement |
Ny atao hoe tononkira dia tononkira hoezahina haseho manomboka eto kosa ny maha-literatiora ny tdt. Hoporofoina amin’izany fa azo anaovana asa fikarohana tsara izy. |
Teny fisaorana ny vatobe, hono, tsy zakan ny vitsy, ny sahoby tsy vitan ny irery ary ny asa fikarohana toa izao no tontosa dia tsy noho ny herin-tsaina na fahalalanay irery akory fa teo indrindra ny tari-dalana nataon ny mpanabe sy ny fanampian ireo namana ary ny fanomezan-dalana avy amin ireo tompon andraikitra samiha... |
Sacleux, charles. 1939 dictionnaire swahili français, institut d’ethnologie, paris. |
Lakolosy triatra farimparim-peo anjomaram-paty nodikain’ny lalina narendriky ny nofiny vofitaky ny alina |
Izany, rehefa manolo-tena, hoy izy, dia tsy ny ampahany ihany no atolotra, fa ny momba ny tena manontolo, hatramin’ny harena rehefa hoe manolo-tena tsy fo ihany no omena, f’atolory koa ny harena ! V. A lah 30 samy mahazo fahasoavana avy amin’ny ao ambony avokoa ny olombelona. Mila ampiasaina amin’ny fitoriana ny filaza... |
Iii ny endriky ny andininy maneho ny kisary miolikolika |
Fanamarihana |
Ny faritra alaotra-mangoro 2 |
Ohatra 9 setra, maninona aty ity? Tenin’i nesy tamin’ny anadahiny, ao amin’ny mikatsaka ny fiadanana, nosoratan’ilay tak.32 . |
Anatra tandremo sakaiza ny lalanao, fa feno herisetra. Kajio ny atao aza atao kilalao, fa harato mivelatra hamatotra anao. Matoa aho miteny, tiako sakaiza ny hahasoa anao, fa lala-nizorako fony tanora no misy anao. Tsy mendrika ho ahy, ny hananatra akory izay sitrakao, nefa lozako raha minia mimaona, ny hanitsy anao. N... |
Clarisse ratsifandrihamanana sy ny tantaram-pirenena ary ny tantara foronina nosoratany mitondra ny lohateny hoe ramose no lohahevitra novelabelarina teto. Nasongadina tato anatin’ny asa ny fifamatoran’ity asa soratra ity amin’ny tantaram-pirenena ny taona 1939 1947 sy ny tantaram-piainan’ny mpanoratra. |
Sahy ialahy nanenja-tsandry tsy niahotra nidaroka any anefa andro iray mbola ialahy ho tratry ny aloka. |
Ny mpanamboatra |
Angamba tsy tomombana, angamba kely tombana, kanefa hohasoaviko mandritra ny andro ho aviko. |
Famenoan-kevitra tsy misy ny famenoan-kevitra fa ny fanazavana amin’ny antsipiriany no hamafisina tsara araka ireo efa voalaza ireo. |
Rm.9 dianay aty raiamandreny e e dianay aty raiamandreny e e mifamangy my arô mifamangy e e mangataka tsodrano izahay mianakavy e e amô tsodrano tsara andônay hody e e dianay aty riamandreny e e mifamangy my arô mifamangy e e mangataka tsodrano izahay mianakavy e e amô tsodrano tsara andônay hody e e dianay aty raiaman... |
Teo amin’ny fomba amam-panao nampitain’ireo mpiavy ny ankamaroan ny mpiavy eo 67ha dia avy any amin ny faritany hafa. Nanana ny fomba amam-panao nahazatra azy izy ireo tany amin ny toerana nisy azy avy, araka ny hita teo aloha. Rehefa tonga teto izy dia nitazona hatrany ny sasany tamin ireny fomba amam-panao ireny. Nie... |
Lay teny nampitambatra ho iray ny nosy sambatra, 55 sy teny itenenany ny fahaleovantenany. |
Fizahan-takila |
Ny foko te hamita fitiavana aminao 10 sy izao tontolo izao amin’ny fo. Angamba hafa kely toa tsiro an-drano an’ala madio mangalahala 15 ny oroka mangina ataon’ny olon-tiana? O! Mamy toa tantely ny hasinao manotrona |
Iii- amin’ny olon-tsotra ahoana ny fahalalanao ny tantaran’ny farihin’i tritriva? Mino izay lazain’ny olona momba ny farihy ve ianao? Ahoana ny fiantraikan’ny fisian’ny toeram-pizahantany eo an-toerana? Mbola manaraka ny fady ety an-toerana ve ianao? Mety ho inona no nahatonga ireo fady? Inona no mbola tena olana be eo... |
Cf note supra 4 7 -jean nalisoa ravalitera, sandratra i, ’’iza? ’’,28-02-88, tak 05. 8 -robert escarpit, op cit, tak 41 on peut retenir deux préoccupation principales la recherche des origines géographiques et la recherche des origines socio- professionnelles. |
Azo sokajiana ho telo ny fomba nahafatesan’ireo olona ireo misy ny maty tamin’ny zava-maranitra toy ny antsy; misy ireo novonoina tamin’ny poizina toa an’i grity ao amin’ny tantara et; ary misy ireo novonoina tamin’ny basy. Famonoana hafa kely no nanjo an- drazady ao amin’ny et satria basy nisy bala cyanure no nahafaty... |
Na dia fota-mandrinao! Roahy ny toloko sy vaingan-dranomaso kely eo am-bolomasonao fa minia an-tsokosoko mamelona alahelo sy manangana avelo manampy ny ankaso manavesatra ny maso |
Ahitana mari-piatoana maneho fihetseham-po ! . |
Niezaka nanangona sy namaky boky na tahirin-kevitra nentina nanohanana ny asa. Izany hoe namaky boky sy tahirin-kevitra nifanandrify tamin’ny lohahevitra noraisina. Maro ihany koa ireo sampan-draharaha notetezina nangalana tahirin-kevitra institut national de la statistique instat ; organisation nationale de la santé o... |
Potoana ity ny lafiny pôlitika, |
Ity karazana verindroa ity no nahaliana anay teto amin ny asa fandinihana ny teny malagasy noho izy tsikaritray fa ipoiran olana maro. |
Raha lava hono ny bozaka dia very ny kisoa, ary raha lava ny teny dia very ny soa koa dia nasiana fetrany ihany ny asa izay atao eto. Satria tsy ho vita ao anatin’ny fe-potoana nomena izany raha toa ka ny bokin’ny ohabolana iray manontolo no iompanan’ny asa. Noho izany dia voatery ho ny tena votoatin’ny bokin’ny ohabol... |
Hita eo amin’ny tononkalony ihany koa ny firafitry ny andininy iray ahitana andalana miisa 5, andininy 4 toy ny hita ao amin’ny dila v. A tak.71 dilan-kazavana nilaozanao masoandro fanahy tsy very dia fisento ngômangôma vondraka fitia |
Ireo antony mamaritra ny fiheverana antony telo no mahatonga ny fiheverana tsy hitovy, dia ny fitaizana azo eo anivon’ny fiarahamonina eo an-toerana, ny fahalalana norantovina tamin’ny fomba siantifika ary ny fahitana tranga misy eo anivon’ny fiarahamonina. Ho an’ireo sokajin’olona tsy mifanerasera loatra amin’ny olona... |
Une théorie scientifique de la culture et tradition et autre essais, trad. P. Cliquant, paris 122p |
Ny foto-drafitra asa sy ny fitaovana momba ny fampianarana |
Le faff et la feffi sont-ils différents? Samihafa ve ny faff sy ny feffi a. Oui eny b. Non tsia expliquez hazavao 19. Dans quels domaines avez-vous constatez des changements après la création de la feffi? Sehatra inona amin’ireto no nahitanao fiovana taorian’ny asa fampandehanana ny feffi 1. Bonne gouvernance fahaiza-m... |
Izay hany fantatro zavatra tsotra fehezin-dalàna mitovy , hono, hoe, ny taninareo na mainty na fotsy natao miaramila nalefa hiady |
Haingo 25 mey 1992 |
Mampiala voly, mampita fahalalana, manabe |
Ny famaritana atolotray |
Laharana lohateny takila 01 fanadihadiana hofenoin’ny mpianatra 128 02 fanadihadiana hofenoin’ny mpampianatra 131 03 fanadihadiana hofenoin’ny ray aman-dreny 135 04 fanatreha lesona 137 05 fandaharam-pianarana 1960-1965 139 06 fandaharam-pianarana 1966-1972 141 07 fandaharam pianarana 1986-1991 142 08 fandaharam-pianar... |
Entrez, randriamatoa |
Ny hiafarany? Ny any an-kafa no hitsangan-ko tompony. Ny taranakao? Ho tompony mangataka atiny aza hitako! Handevozina! . |
Ref 26 05 06 fizarana ny vola 300000 ar 0 128 0 |
Ny fanolorany ny zanany sarobidy ny aina ka notsimbinin’ny malagasy fatratra. Aleo maty rahampitso, toy izay maty androany hoy ny ohabolana iray. Alahelo lehibe tokoa ny fisian’ny fahafatesana eo amin’ny fianakaviana. Tsy mba toy izany ny an’andriamanitra fa ny zanany lahitokana mihitsy no foiny hamonjena izao tontolo ... |
Ireo hira maintimolaly |
Ny fiantraikan’ny asa fampandrosoana eo amin’ny faritra ihazolava atsimo tarafina amin’ny fikambanam-behivavy soanirina miara-miasa amin’ny fofiaf-fjkm ao ambatolampy. Mémoire de capen.141p. |
Domaine sciences de l education mention usages, savoirs, et competences en contexte multilingue parcours formation d enseignants 00o00. Memoire de fin d etudes pour l obtention de diplome de master |
Misompirana miankavia ’, mipetraka eo alohan’ny vanin-teny mitondra ny tsindry. Ny tombony amin’ny fampiasana ny soratra manara-tonona dia izy manome ny fanononana marina ny teny. Hoezahinay ny haneho ny rafi-peon’ny fiteny ao fandriana, fa hiezaka koa izahay handraikitra an-tsoratra ny fitenin’ny mponina amin’ny fires... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.