text
stringlengths
10
11k
Ankoatra ny anaphore dia mampiasa ny anadiplose ihany koa ny mpanoratra
Rehefa lehibe ireny zanaka ireny ka tonga olom-pirenena dia tsy mandray andraikitra firy. Rehefa mitafy sy mihinana izy sy ny vady aman-janany ary mipetraka amin’ny trano na toy inona endriny na toy inona bikany dia ampy azy izay. Tsy mahaliana azy izany resaka fandrosoana sy fitantanana na pôlitika izany. Tsy fantany ...
Raha fintinina izay rehetra voalaza teo izay dia hita fa misy ifandraisany amin’ny hevitra fonosin’ny tononkalo ny fampiasan’ny mpanoratra ny fingadona lila na trochée hodinihana manaraka indray ny momba ny amphibraque .
Ravoajanahary ch tantaran’ny haisoratra malagasy. S. Te. La. Ri. M. Oniversiten’ antananarivo. 1973.
Ary misy fiovam-peo araka ny lalànan’ny fanakambanam-peo. Fototeny mingadona miafara amin’ny vanin-teny farany malemy ohatra ny fototeny ritra, letra, ditra izay ahazoana teny verin-droa ridritra, ledetra, diditra rehefa iharan’ny fanovanana ity fototeny ity dia tsy ahitana fifanoloan-drafin-tsindrim-peo raha toa ka ah...
Rainihifina, lovantsaina ii tantara betsileo, ambozontany fianarantsoa. 1975. Tak 19
Izany no fihetsika ara-dalàna
Ohatra tokana maro
Raha namelom-bonintsiky ny molotrao manify omaly antoandro iny dia nitsiky taminy aho fa noheveriko ahy irery ity tsikin-janak’olona midongidongy kely kanjo taitra tampoka aho fa izay mitazana azy dia mianoka hafaliana fa azy ilay fitsiky.
Finaritra, ry zoky, ny foko manontolo, ka mikalokalo ! Mianoka ny volon’ ity tananantsika tananan’ny tantsaha
Izay voadoka tsisy fetran’
Boky ii antananarivo 27 jona 2012
Amonoako dieny izao izay mba vetso anatiko ao fa raha izay veromanitra fa tsy mba hoe ronono rehefa ela dia tsy aritra ka hampisy romoromo ny horon-tsihy indray dia tsoriko mihitsy fa tsy mahazatra anay ny andro mamanala fa izaho angaha adala no dia hitonantonana ka lamba no isalorana soa fa fantatro aza soa ianao nila...
Ny toetran-drajao no tena manasongadina ity, raha ao amin’ny malok’ila. Tia vola, te hanan-karena tampoka, mpanao revin-gadra, vokatry ny tsy fananan-drajao harena dia hita mihitsy izy fa manao revin-gadra lava. Mialona sy mitsiriritra ny fananan-drandrenja. Na dia izany aza anefa dia tia ny zanany sy ny vadiny izy. Ho...
Vositra vosibositra vosirina
Nitady sy nanangona ireo zavatra rehetra ilaina izahay nialoha ny nanaovana ny firotsahana an-tsehatra nomanina voalohany indrindra ny taratasy ahazoana manao ny firotsahana an-tsehatra miampy ny karatra maha mpianatra ary entina izany isaky ny mitady akora entina mandrafitra ny boky, ny fitaovana ampiasaina, ny vola, ...
Antova sahafa
Ndreto miaraka manainga, manatsatoka ny angady, dia mamadika ny bainga ; samy kinga sy tomady.
Ny fitrandrahana ala
Razaiarisoa marie olga culture traditionnelle et developpement 2006 économique à madagascar, rôle de l’enfant place de l’imaginaire, oniversité stendhal- grenoble 3, france, 2volume 550 p rouveyrana jean claude terre malgache, tany malagasy, n 05, 1969 université de madagascar, 230 p rouveyrana jean claude la logique d...
Fomba iray nentin’ny mpanoratra hampandraisana anjara misimisy kokoa ny mpamaky hanakatra ny tononkalo ny tsy fisian’ny lohateny. Ny andraikitry ny mpamaky amin’izay dia manome lohateny an-tsainy mahalaza ny zavatra ambaran’ny tononkalo manontolo.
Richaudeau , op cit , tak 69-69 la composition en gras est donc récommandée quand on désire mettre en valeur les mots les plus importants du point de vue pédagogique le soulignés est donc un procédé économique de mise en valeur des mots , il peut alors remplacer économiquement la composition en caractére gras .
Boky manify sy kely velarana kanefa dia mamiko mangarangarana fa fanalahidy namoha varavarana ny fahalalana sy fahasambarana !
Betsizaraina, ao atsimo andrefan’i mahanoro randriamamonjy frédéric, 2006, op. Cit. , tak. 259 36antontan’isa azo farany tamin’ny fanisam-bahoaka
Modia, modia ralaimaditra fa he ny andro mihariva!
Tsy mba nisy soritsoritra na mba tsinjo soratsorany nefa kosa mandra-maty ao am-po no hifamatorany.
Fitsikerana ny fomba fampianarana
Hanoratra aho
Fatratra fatrapàtratra fatrarana
Teny fisaorana 2 teny fampidirana 1 1. Ny votoatin’ny fikarohana 1 2. Ny anton’ny safidy 1 3. Ny tanjona 3 4. Ny olana nosetraina sy ny vahaolana 3 5. Ny fomba fandinika nampiasaina 4 6. Ny fetran’ny asa 5 7. Ny drafitra 5 fizarana voalohany ny mpanoratra sy ny tantara fandefa an’onjam-peo ary ny zaza navela 7 i. Ny fi...
Vitsy ny mpandray anjara
Mandroseza faha, 17 martsa 1965
Fifandraisana mitsimbalivaly relation interactionnelle
Jereo ao amin’ny pejy 16 fafana
Ambodivohangy 29 27 02 24 05 09
Ankoatra ny talenta ao aminy dia anisan’ny nahatonga an’i niry-solosoa ho mpanoratra ihany koa ny fampirisihan’ny namany azy sy ny fankafizany ny asa soratr’ireo mpanoratra malaza.
Tsy misy olombelona tena marina tanteraka
Mitady rano ny ao atsimo leony anefa ny atsy avaratra mitady hatsiaka ny ao andrefana midridridridry ny atsinanana
Antananarivo 104 75 103 126 117 antsiranana 69 65 75 78 80 fianarantsoa 482 686 783 775 713 mahajanga 135 217 227 253 276 toamasina 179 115 381 102 120 toliara 51 347 381 412 425 ftmr 1020 1505 1641 1746 1731
Hitan’i margaret mead tokoa ny tsy fitoviana teo amin’ny toetra amam- pihetsiky ny lehilahy sy ny vehivavy izay miovaova arakaraka ilay fiarahamonina misy azy sy ibeazany. Miankina tanteraka amin’ny fomba amam-panao sy fiheverana ao amin’ilay fiarahamonina ny toetra entin’ny olona miaina sy amolavolany ny taranany. Oha...
Ny tropy telonohorefy notarihiny
Ny maso araka izany dia fomba iray azo amborahana fitiavana amin’ny olona tiana. Asehon’ny mpanoratra ao anatin’izay fa fitaovam-panabeazana ny tanora tsy sahy mamboraka fitiavana mivantana ny maso. Mifono hevitra miavaka sy mahaliana ny fomba fijery manambara izay fitiavana izay. Ny tsiky
Raha fintinina izay rehetra voalaza izay dia tsapa tokoa fa miaina tao anatin’ny fahoriana sy fijaliana ny olona noho ny enji-dresin’ny fiainana. Tsy nisy masoandro mihiratra mihitsy fa toa nahazo laka hatrany ny fahoriana. Tsy vitan’izany fa na ny zava-manodidina ny olona aza toa mampitondra faisana avokoa. Teo anatre...
Izaho tsy dia nikaroka firy
Op. Cit 23
Ny fahasalaman’ny mponina
Ny anton’ny safidy
Chateau j ecole et éducation. Librairie philosophiques. Paris. 1968
Les contractions raccourcis 67 l enseignant n est plus seulement chargé de préparer et de le réaliser, il doit se mettre ses élèves dans des conditions psychologiques, relationnelles et matérielles lettes qu ils puissent produire par eux-mêmes
Horaiketina anaty fafana ireo mpisolo ireo miaraka amin’ny mari- pirindrana mirafitra aminy araka ny sokajin’anarana fafana fahafito ireo mpisolo tena miaraka amin’ny mari-pirindrana mirafitra aminy araka ny sokajin’anarana.
Ankoatra ireo dia mbola misy koa ny sombin-tantara, izay toa mampalahelo ny ankamaroany. Anisan’izany ireto voatanisa manaraka ireto boky rovitra natoraky ny anjara i nala alina mahantra
Bacc 411 404 97 24 d 09
Tsy holazaiko anao mba misy habangana nisinda teny an-dalany, rah’io ianao tantanany mba misy hazavana mivoaka ny fanalany , mahita anao ’lay namany.
R26 rèsake fiovan’ny fanahin’olona maty ho hazo ’olo raha mana angatsy mbo misy koa aza y manjary hatà manahaky fihamy a miary ao anak’ajà nalevy tao taminy fahaky mpanjaka mba hampiaria any rano i y fa mandalo an-tanà eo rano i y isaky be ka le niary lafa nalevy ao ajà i y. Razanadahy marcel, 51 taona, ambohimahavelon...
Fomba filazan-javatra nanehoana ireo vato misakana avy amin’ny ataon’ny olona
Izao no andrasana va hanadino ny akany nahafoizana ve? Ianao re ravorona hiongo-tena amin’ny faka nitohizana ve ?
Maro amin’ireo tononkalon’i niry-solosoa no miseho amin’ity endrika ity. Tsy voafehin’ireo karazana rima ny andinin-tononkalo, ary tsy voafehy ihany koa ny hevitra ambarany fa malalaka. Izany hoe, tsy miompana amina lohahevitra tokana ny tononkalo, fa mivelatra amina foto-kevitra maromaro. Tsy voafehy ihany koa ny fihe...
Ireo lohahevitra ampianarina isan-kilasy
Taminao tamy ny fo misento, ry tompo, ka narianao fangatahana? Sa iza no natoky anao ho fanampiany ka diso fanantenana? Manaraka an’ izany indray dia ao ny fanabeazana avy amin’ny zava-boahary anandratana ny halehibe sy ny voninahitry ny mpamorona azy ary tsy voatanany ny fony nihetsika, raha nanopy maso eny ambony izy...
Fa rangitra mihitsy ’lay mpiasa be koko kapoty vitsivitsy mantsy ilay kado andn 1, 6,7,8 263
Na dia eo aza ny manaraka ny finoana nentim-paharazana, voalaza tetsy aloha dia betsaka ihany koa ny resy lahatra amin’ny fivavahana kristianina. Isan-karazany izy ireny no miorina ao. Ny fiangonana katôlika sy ny fiangonana fjkm ary ny fiangonana loterana no efa ela niforonana tao an-tanàna. Manana ny tantara voarakit...
Rehefa voalaza ny amin’ny tamberin-javatra, dia ndeha hidirana kosa ny amin’ny fanovan-javatra. 3-3-2-ny fanovan-javatra
Mihataka amin’ny andavanandro 103 ary tsy maintsy misy akony mandrakariva amin’ny vontoatin-kevitra ambara. Hoezahina haseho manaraka eto ny amin’ireo sarin-teny ireo.
E! He! 245-e! Moly raho tsaike e! To izay nangala e anareo, 250-tsy nalaen-ka araty, fa nalaen-ka asoa ingo ty vola dime arivo sy raiale e1 handese? Areo moly molimoly raho tsaike e! 255-e! Niavy ama ty manao izao ty voatsasie 260-niavy ama ty manao izao ty voatsasie ninday lamba mena ama ty manao izao ty voatsasie nit...
Eny anivon ny tafiotra.
Teo anivon’ny fiarahamonina ankoatra ny tombontsoa azon’ireo mpikambana tsirairay dia niantefa any amin’ny fiaraha-monina ihany koa ny vokatry ny fisian’ireny tetikasa fampandrosoana ireny ary mazana mitondra fiovana ho an’io fiarahamonina io izany. Amin’ny ankapobeny mantsy, maro ireo tantsaha ivelan’ny mpikambana no ...
Vkp tak 45 320 op tak 23 321 ratrema w , riba sy lohahevitra, trano printy fjkm, imarivolanitra, 1985, tak 75 322 lovako t12, tak 46
Omby sy kisoa, gana, gisa, akoho
Araka ny natsidika tamin’ny voalohany dia ny lohahevitra marina-rariny-hitsiny no horesahina raha izay tranga izay, inona no azo hamaritana ireo lohahevitra ireo? Cir marina izay mifanaraka amin’ny tena izy ; zavatra mitombina, azo porofoina, izay tena nitranga, tsy analana tsy anampiana ary tsy azo hozongozonina. 1. V...
Fanabeazana sy fiainam-pirenena, imprimerie fanontam-boky malagasy, antananarivo, 38tak
Ndia-bintu kayembe apprendre et enseigner en éducation de base. Edition hurtubise. Octobre 2005.
Ranjalahy ranjatohery ralinina
Hita ao amin’ny tovana. 39 hita ao amin’ny tovana.
Gabriel veraldi, op cit tak 122 il le re exerce une fonction proprement éducative en donnant un cours crypté sur l’art d’empire ou sur la pratique de la guerre secrète
Nangetaheta fahafahana tokoa ny olona. Tsy nekeny intsony ny endri- panavakavahana maro nampiharina taminy, toy ny fanavakavahana ara-bolonkoditra,
Fifandraisan’ny mpampianatra amin’ny fahalalana ity lafim-pifandraisana ity izay antsoina koa hoe fifandraisana didaktika izay miresaka indrindra momba ny famolavolan’ny mpampianatra ny fahalalana izay arosony an’ny mpianatra. Miankina amin’ny fomba famolavolan’ny mpampianatra ny fahalalana tokoa mantsy ny fifantohan’n...
Raha famoaboasan-kevitra miavaka amin’ny famakafakan-kevitra ny endriky ny fampiharana eto. Mitodika any amin’ireo fandaharam-pianarana rehetra, ankoatra ny tantaran’ny literatiora ny endriny, dia ny literatiora ankapobeny, ny riba. Ireto misy endrika fampiharana azo omena ny mpianatra ny literatiora ohatra 1 hoy i cha...
Role cont6lc
Littre , dictionnaire de la langue française, 1977 poésie art de faire des ouvrages en vers et qualités qui caractérisent les bons vers et qui peuvent se trouver ailleurs que dans les vers. 45 r. R raolison , ny rakibolana malagasy, op-cit, tak 800-962. 46 taterin i lala rakotoson, lovako t 10, tak 56.
Fafana 7 famintinana ny fotoana ao amin’ny tantara fehiny ahitana fitoviana ny tantara kitroka sy adala sitrana araka ny fitantarana. Ny fiafaran’ny toe-java-mitranga ao amin’ny tantara no tantarainy any am-piandohana. Mitarika ny sain’ny mpamaky ho liana sy hankafy avy hatrany aty am-piandohana ny mpanoratra, mba hano...
Ny fetran’ny asa araka izay efa voalaza teo aloha, na dia maro aza ireo kilasy sy toerana izay nanaovana ny fizarana asa dia ny taona voalohany izay mianatra momba ny fitantanana ara-barotra sy ho mpitantsoratra ihany no noraisina hanatanterahana ny asa fikarohana. Rehefa vita ihany koa ny firotsahana an-tsehatra izay ...
Indreo vato roa no atsipitsipy, tsy miaraka anefa fa mifandimby, atsipy hiakatra izay ambany ’zay midina tsy avela hikasi-tany !
Fa tsy ampy ny tahiry amin’ny devizintsika;
Mémoire de maîtrise safidy hay teny
Noho ny teny maanjan manakaiky ny teny malagasy dia raisina ho fitaovana entina amin’ny fampitahana ny voanteny maanjan izay ao anatin’ny vondron-teny ôstrônezianina, mifanova amin’ny voanteny malagasy ary izany dia hita ao amin’ny boky malagche et maanjan, nosoratan’i otto christian dahl. Io fifanovana io indray no en...
Maro ireo malagasy no efa nanomboka ho menatra tamin’ny fomban- drazany. Tsy naharitra ny esoeson’ny frantsay manko izy ireo, ka nanary ny fomba malagasy. Teo ihany koa ny finoana kristianina izay tsy nankasitraka ny fanatanterahana ireo fomba malagasy, fa noheverina ho fanompoan-tsampy ny fanaovana izany. Efa vazaha r...
Zava-dehibe eo amin’ ny fampianarana ny mpampianatra ka izany no antony hijerena azy etoana. Raha ny ao amin’ny lisea nanisana dia misy mpampianatra 65 izay mitsinjara ho toy izao mpampianatra teny malagasy 06
Ambatomena stèle et monuments traditionnels du temps d’andrianampoinimerina sadabe village natale d’andrianampoinimerina sahafanilo station forêstière, centre de pisciculture, aquaculture
Erika ihany! Erika manify fa tsy orana mikija! Erika mifafy tsy mahavonto tany ka tsy nahoana firy! Kinanjo naniteraka
Nisy ambaratonga efatra 4 tao amin’ny fikambanana lasy lehibe, komity lehibe, birao foibe, sampana. Lasy lehibe no ilazana ny lasy atrehin’ny solon-tenan’ny sampan rehetra. Io no fotoana sy toerana ahafahan’ny mpikambana mifanerasera sy mifanakalo hevitra. Fahefana lehibe indrindra ao amin’ny fikambanana ity lasy lehib...
Angola eny e, tsy nandrara hatramin ny farany ange izahay ry nenibe e, ary tsy zonay koa ny handrara ny fanirianareo; saingy izao àry ny zava-mitranga ka 875- akory atao?
Afpa atelier de formation et de production artisanale asa ankohonana sahirana arenina br broderie
Araka ny ny lalan-tsaina nanorenan’ny misionera ny finoana amam- pivavahana kristianina teto madagasikara, dia hoe rehefa avy mahatsapa ny fahalemen’ny tenany olombelona, manoloana ny fitsapana samihafa eo amin’ny fiainana, toy ny voina sy fahoriana, ranomaso, misy eto an-tany, dia mitady hery azo iantorahana. Andriama...
Teny fisaorana
Ny niandohan’ny dina
Zanaka 1 ny r. Fidimanantsoa 2 rakonirina philbert 3 raharisoa mariette 4 randriarison 5 ranivoharisoa 6 rabenomanana 7 rabozy 8 ramahatsiandriarivo 9 razafiniavo 10 ranaivo michel 11 razafimalanto elisabeth 12 ravoavy 13 razanamanga 14 ratavilahy joseph 15 nenibe anaram-bositra 16 raholiharisoa ange marie heriette 17 ...
Ors de s i toumee tl ms
Ny soa atao levenam-bola nolavin ny akany nahafoizany i sahondra 372
Hita fa maro tokoa ny lanjan’ny maha-malagasy sy ny hevitra naroson’i haingo tao amin’ny fikaloana ny fitiavana nefa moa, mpanankato ihany koa ny mpanoratra ka tsy ny hevitra ihany no ahitana ny talentany. Vao mainka mampanan- danja ny hevitra narosony ny fahaizany maneho izany amin’ny fomba kanto .
Ny hetsika ataon’ny mpitarika posiposy