text stringlengths 10 11k |
|---|
Mbola horesahina io fomba fiheverana io ao amin’ny fizarana fahatelo 172 ny sandry ihany koa matetika no asian’ny olona tombokavatsa izay maneho ny faniriany sy ny hetahetany. |
Teny azo avy amin’ny fototeny hoe arina ny marina, ahazoana ny matoanteny hoe manarina, arenina toerana hita maso, mitovy tantana, tsy mitongilana, tsy misy avo sy iva toe-javatra mijoro mahitsy, mijidina tsara, tsy miraika miankavia na miankavanana ara-kevitra mitatra |
Bibilava vonoina |
Fahaizana miserasera amin’ny tena manokana communiquer avec soi-même raha ho an’ny mpampianatra, ny fahaizana miserasera amin’ny tena manokana no anehoana fa voafolaka tsara ny fahalalana tokony hampitaina amin’ny mpianatra, ary hay tsara ny mampita izany amin’izy ireo mpianatra haseho amin’izany ihany koa ny fahaizana... |
Ny momba ny tarehin-tsoratra ao amin’ny boky fampianarana |
Fitaovana isanandro ampiasainay ianao fizaranay ny mamy, ny ngidy sy ny talaho angady fitolomana amadihanay ny bainga isan’ora isanandro mba hanjary ho fiaina-manga28 |
Ny fahasalamana |
Izay no vita izay no vita ny tantara mifarana eto ny amin-tsika 11 tsy misy intsony ve ny ambara ? Ity fihetsikao toa mangatsiaka ? Hiezaka aho any afara hanova jery ity tantara hanova traka ilay tomany ho fahatsiarovana ihany . |
Ny fifandraisan’ny amboaram-pahendrena sy ny gazetiko. Tsy tongatonga ho azy akory ny fiarahan’ny a. P sy ny gazetiko. Misy tanjona niraisany ao; manana zava-kendrena itovizana ihany koa, dia ny hampita fahalalana, fanabeazana ho an’ny olombelona tsy ankanavaka. |
Andriamalala, op. Cit, tak. 70 j. I ramiandrasoa, op. Cit, tak.33 les ainés , ceux de la v. V. S. Se regroupent pour fonder de nouveaux journaux llittéraires tels le tanamasoandro, le mpandinika, le tsarahafatra et tant d’autres. |
Sary 5 karte sary 6 clé usb |
Ny taona 1958 no lasa repoblika i madagasikara ary ny 26 jona 1960 no nanambara ampahibemaso ny fahaleovan-tena. Voafidy ho filoham-pirenena andriamatoa philbert tsirananana ary nitsangana ireo andrim-panjakana mahefa governemanta, antenimieran-doholona, antenimieram-pirenena, fitsarana avo. Ara- taratasy tokoa dia azo... |
Mandraraka loatra manainga ahy hitoetra ny fofonao mampanidina mampiranga. Mampijaridina. |
Présenté par mevaharisoa dina maminiaina |
Fampandrosoana ny tanindrazana |
Araka io fitenenana nataon’i mavo io dia tombanany ho ratsy aminy ny fanambadiana haorina miaraka amin’i dr rabary satria azo heverina na tsy lazainy mivantana aza eto fa mety hamindrana azy any amin’ny toeram-piasana lavitra ny fianakaviany ka tsy hahafahany manara-maso akaiky ny fitsaboany ny reniny. Izany indrindra ... |
Loharano plan de développement du district de tsaratanana |
Ny mivetso ny mpitondra sy ny vahoaka. Ny biby tsy manan-doha tsy mandeha, ny fiarahamonina tsy misy mpitarika na mpitondra, tsy ahitana filaminana. Miteraka elanelana eo amin’ny mpitondra sy ny vahoaka anefa ny fahefana. Ny vahoaka tsirairay rahateo dia samy manana ny antom-pivelomany sy ny ezaka ataony. Izany no mamp... |
Fatra-pitandro ny aina ny malagasy. Araka ny efa hita tany amin ny fizarana 3. 1. 3 dia ho fiarovana ny aina avokoa ny anton ireny fomba sy fady isan-karazany ireny. Ary, samy manana ny fomba manokana hitsimbinany ny ainy ny tsirairay. Satria sarobidy ny aina tsy misy zavatra eto amin izao tontolo izao, mahatoraka mito... |
Ny andalana antonony tondroina amin’ny hoe andalana antonony izay tsy lava loatra, kanefa tsy fohy koa. Ahitana vanin-teny telo 03 ka hatramin’ny dimy 05 eo ho eo ny andalana iray. |
Satria ianao tia ahy, dia nojereko teny, ilay tao am-po tsy an-kiteny sy ny toetranao rehetra, ilay fitia tsy misy fetra! |
Taona 5 16 taona 3 |
Fomba amam-panaon’ny tovolahy tanora izy io. Amin’ny hariva, efa maizimaizina iny, dia mivory eo ambalamena27 avokoa ny olona rehetra, na kely na lehibe. Amin’io fotoana io no fihainoana sodina ataon’ireo fikambanana tovolahy maromaro eo an-tanàna. Ny ankizikely kosa dia mandihy amin’izany feon-tsodina izany. Ny olon-d... |
Mazava ny resaka tononkalo lahatsoratra momba ny mozika 2 2 aceem culture 16 jona 1990 famelabelaran-kevitra |
Ny vokatry ny fampiharana ilay lalàna eto no anohizan’ny mpiteny ny resaka ka ambarany ao fa ny aina mihitsy no manefa. Ary isan’ireny ny tenan’ise. Mazava eto fa olona efa nodimandry tsy mahare na mahita intsony ilay itenenan- drado, saingy kosa vavolombelona nentina nanangana ny lahateny. Maty nanompo an’ilay tanindr... |
Iii. Amin’ny fitaovana |
Fijerena andro |
Voaporofo tamin’ny famakafakana ny endrika ivelany sy ny fandalinana ireo sarin-teny amam-pomba filazan-javatra nandokoany ny tononkalony, izay mifaningotra amin’ny hevitra amam-pihetseham-po tiany hambara, fa poezia ny asa soratry izy ireo. |
Fafana24 ny fototeny mingadona mivany telo |
Karoka, revue de la recherche agricole à madagascar, n 16 mai 1997, n 14 octobre 1996 et n 12 avril |
Singa iray tsy azo sarahina amin’ny asa soratra ny mpanoratra. Manamarina izany ireo mpandinika maro, isan’ireny nalisoa ravalitera. Ny mpanoratra no renin’ny soratra, ny mpamaky no rainy, zaza sary ny asa soratra raha tsy eken’ny rainy. 15 araka izany, raha tiana ho tontosa ny fanadihadiana ny asa dia ilaina ny fahafa... |
Hira no entiko hangatahana tonom-bavaka ho anao sy hiderako ilay nahary an’izao tontolo izao. |
Sary 4 lycée privée ambinintsoa, 2015 loharano ny mpikaroka |
Hatramin’ny nahazoan’i madagasikara ny fahaleovantena, dia nisy mpitondra nifanesy teto amin’ny firenena. Amin’ny maha olona tia tanindrazana, sy tia mandray andraikitra an-dratrema william, dia nataony ho zava-dehibe ny fanomezana tolo-kevitra ho an’ny mpitondra. Araka ny hita tany am-boalohany dia olona mpitarika izy... |
Ny fianarana mba hananana ny maha-izy azy ny tena |
Angamba ambin-drangolahin’ny fasany, na vavahadin’ny tanana na tokonan-tranobongony. Vato soratry ny lasany! Natsangany ho fananana, toko vato vilany nongony. Moana izy fa miteny! 195 eo amin’ny andalany farany amin’ny andininy telo voalohany dia misy karazana eson-teny sy fanarabiana, raha ny hevitra nolazain’i nasolo... |
Haimah handeha amin’izay aho, mandrampihaona! |
Ahazoana isa roa miteny ratsy |
Fampiasana voambolana voafantina |
Moa tsy ny harivon ny sain ny olona no manosika azy hitomany manoloana izay heveriny ho anjara ratsiny? Adln 1, 2 |
Misy dingana maro natrehina tamin’ny fanatontosana ny asa. Voalohany indrindra dia nandinika sy nijery ny baiboly amin’ny ankapobeny. Rehefa vita izay dia nisafidy ny bokin’ny ohabolana. Rehefa hita ny vondrona ambara hifotorana, dia namaky ireny bokim- pivavahana isan-karazany ireny, sy ireo boky hafa mikasika ny styl... |
Fitambarany a 333 305 338 976 |
Karazana zava-maniry izy ireo nentina nitsaboana ireo olona tsy salama. Araka ny resaka pokontany dia saika ny |
Ny fototra ijoroan’ny marina |
Ny haitsikera araka anjara asa haitsikera iray manana ny toerany eo amin’ny antrôpôlôjia ny fonctionnalisme na ny haitsikera araka anjara asa. Ny nampiasa izany voalohany dia i bronislaw malinowski 1884-1942 na izany aza, nisy ihany ireo mpandinika fiarahamonina nampihatra azy ity. Andeha àry hojerena etsy ambany ireo ... |
A; t. F.1 tak.18 62 v. N.2 raha sanatria ka tsy tonga izy 63 v. N.2 raha sanatria ka tsy tonga izy |
Hamafiso koa ity varavarana a |
Larousse, op cit, p 423 inscription en tête d’un livre ou d’un chapitre pour résumer en un mot ou quelques mots les contenus |
Amin’ny fanadihadiana asa soratra maro nivoaka tao anatin’ny vanim-potoana toy itony, dia ilaina tokoa ny fandalinana ny tantaram-pirenena, mba hampamarim- pototra ny vokatra azo ary koa mba hahatonga ny mpanadihady tsy hitsara vilana ny momba izany. Hoy indrindra i charles ravoajanahary koa raha tsy mandinika ny tanta... |
Manatontosa manoromanda herimampionona ezechi l |
Ny goaika voron-drazana no iheveran ny olona ny goaika noho izy mivezivezy eny rehetra eny sy mipetraka eny ambony fasana ary ny vatolahy. Maneho ny fisian ny olona efa maty ny goaika ary misy milaza azy ho voro-manan-jina. Inoana fa misy fanahin ny razana mitoetra ao amin ireny. Araka izany mafy ny fahatahoran ny olon... |
Fifehezana ny fanatontoloana, ny tsy fitoviana ary ny fifampiankinan’ny firenena maneran-tany, |
Zola un poete visionnaire a travers germinal |
Ny fiventesana ny fahafahana sy ny fahaleovantena |
Niroborobo fatratra ny fanoratana sombin-tantara nandritra ity vanim- potoana ity. Niezaka handrafitra lahatsoratra kanto ny mpanoratra. Nisy tamin’izy ireo no namoha indray ny literatiora ntaolo, tamin’ny alalan’ny famoronana angano nohavaozina. Ny firafitry ny sombin-tantara sy ny fanehoan-kevitra nampiasain’ny mpana... |
Fafana 3 isan’ny andro irotsahan’ny orana isam-bolana |
Ny fanasokajiana ny karazan-teknikam-pambolena fampiasa arakaraka ny lanjany. Telo karazana no fomba iasana ny tany ao amin’ny faritra alaotra mangoro, ka arakaraka ny filaharany hanomezana azy izao no habetsahan’ny mpampiasa azy fampiasana fitaovana mekanika amin’ny asa rehetra, ny fampiasana amin’ny ampahan’asa ny fo... |
Ny vontoatin’ny asa fikarohana maro ny zana-taranja azon’ny mpianatra isafidianana, raha ny ato amin’ny sampana teny malagasy manokana no asian-teny ny haiteny, ny haifampianarana, ny riba ary ny literatiora. Ity farany no niantefan’ny safidinay, noho izy mirakitra ny teny, ny tantara, ny riba ary ny kolosaina sy ny ko... |
Vita vitavita vitaina vitaitaina 774 vitrana vitrambitrana |
Ii.7.1.1. Ny fiforonan’ny mpamari-toetra |
Iray amin’ireo tanàna sivy mandrafitra ny fokontany antananambo ny tanàna atananambo. Izy no fokontany farany atsimo andrefana ao amin’ny kaominina antenina, disitirika soanierana -ivongo, faritra analanjirofo, faritany toamasina. |
Ny fandinihana ny anatra miantefa amin’ny fiarahamonina tarafina amin’ireo sarin-teny nampiasainy. Tahaka ireo anatra rehetra fanao dia tsy mivantana ny fanehoana izany ho an’ny fiaraha-monina173. Araka izany dia sarin-teny isan’ny mitazona anjara toerana lehibe eto ny |
Ny tsy fahampiana ara-bola endrika iray isehoan’ny fahantrana ihany koa ny tsy fahampiana ara-bola eo anivon’ny ankohonana. Maneho ny alahelony i miara amin’ny fahitany ny malagasy tsy afaka manao na inona na inona noho ny tsy fisiana ny vakansin’ny gasy tsy misy fifindrana lasy toa fatoria-maraina no hany masaka ao an... |
Ton 15 mangina |
Jona 1981 ratsimaholy francinet |
Fanatanterahana 11.382.615 120.000 225.000 2005 mpikambana 32 3 2 |
Fafana 2 firafitry ny tantara foronina orimbaton’ny fiadanana |
Kisary 02 ny fiankohonany |
Olana eo amin ny rafitra sy endrika no mahatonga ity fiverenan ny tovana ao anaty verindroa ity izay mandiso ny teny sy ny fiteny malagasy. Jeren ny mpiteny amin ny alalan ny rafitry ny vanin-teny izy ity ka ampitoviany amin ny teny mivany telo. Araka ny fandinihana hita sy tsapa amin ny fiovana misy ato. |
Hampangirifiry ireo rehetra voagadra mba hofaty tanteraka ao am-pony na ankehitriny na rahatrizay, izany faniriana momba ny fahaleovantena izany 30. Fomba maro no nampiasainy hanatrarana izany tanjona izany. |
Isan’ny fandriana 20 07 04 |
Ravelojaona, tanindrazana sy firenena ary isika malagasy, imprimerie speciale, anjohy 1980 tak. 72. |
Ampiharina tamin’ i seiy ny andlnlny flhl-15 ao 1min’ ny |
Poety hono |
Dans cette troisième partie, les discussions des résultats sur le contrôle interne et le contrôle des opérations ont été présentées. Le premier chapitre a concerné les discussions de la circulation des documents, de documents commerciaux et d’efficacité opérationnelle. A ce sujet, la première hypothèse est vérifiée et ... |
Rary rarirary rariana |
Ny fiofanana narahin’ireo mpampianatra ao amin’ny lisea nanisana sy ny toerana niofanany. |
Mbola hita ao ihany koa ny trano ntaolo avo izany hoe trano misy rihana tokana. Mizara ho roa 02 monja ny efitra. Ny firafitry ny rindrina sy tafontrano dia toy ireo teo aloha ihany; toy izany koa ny fitaovana nampiasaina. Eto kosa dia mazava ny fitodiky ny trano satria ny jery manatrika dia eo amin’ny lafiny andrefana... |
Ny kabaro sy ny voakabaro |
Nataony izany mba hampieritreretana fa tsy afaka hitondra soa ho an’ny zanany ny ray aman-dreny raha tsy manitsy dieny mbola kely; rehefa misy ny fahadalana sy ny tsy fankatoavana. Noho izany dia ilaina ny fikapohana azy ireny. |
Ambaratonga ambony propédeutique fakiolten’ny teny aman-tsoratra- dijon france |
Teo aloha, ny dingana voalohany dia miainga amin’ny fampidiran- drano fisotro madio mankany amin’ny dingana hafa toy ny fananganana sompitra iombonana, fananganana soritrasam-pambolena fanamboarana zezika arifomba, famatsiana masomboly voafantina, famatsiana fitaovam- pambolena, fanomezana fiofanana mikasika ny voly va... |
Lay volana niakatra, niakatra hatrany nanefa ny adidiny mitsilo ny eto an-tany tsy manan’olon-kala, diavolana ny fony 40 ka tsy mba miova fenitra ny laza sy ny zony! |
Esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 209 |
Fomba iray nisintonan’ny mpanoratra sy ny mpanatontosa s. M. Iray ho liana amin’izany ny fahaizan’ireo manovanova ny feo sy ny voambolana. Amin’ny maha asa soratra ny s. Koa dia hamafasin’i wellk sy warren ny hoe ny fanovaovana ny fiteny no anisan’ny fomba iray isarihana ny mpamaky bebe kokoa 104 fantatra mantsy fa sok... |
Zefa eo indrindra aho izao e tsy misy afa-tsy ianao sy mose aro 30- zafikelinao sy ny vadiny irery moa izany no mpihavana e? Ny tiako hotenenina dia izao mbola misy fiainan i nenibe tsy fantatro, ka mahadiso ve ny manontany toy ny hoe angaha i nenibe tsy manan-janaka hafa? |
Ry rahona izay mitatao |
Fampifanarahana ny vontoatin’ny fandaharam-pianarana amin’ny filàn’ny mpiofana ho tekinisianina; tokony hifanandrify amin’ny zavatra ilaina amin’ny fiainana an-davanandro sy ny fiainam-pirenena ny vontoatin’ny fahalalana omena ny mpianatra. Ohatra ny vontoatin’ny fandaharam-pianrana dia tokony hamolavola tekinisianina ... |
Tanàna, toy ny hoe singapoura, kambodja, bandung ; tany, toy ny eropah, tiong hwa shina , kalimantan, irian jaya. |
Contraceptif injectable cl exemple dépoprovera femme allaitante injection mensuelle ou trimestrielle barrières préservatifs condom, fémidon tout individu surtout les adolescents a chaque rapport sexuel mécaniques dispositif intra-utérin diu femme non exposé aux ist. Fidélité tous les 12 ans chirurgicales contraception ... |
La didactique générale comme l étude des interrelations entre les pôles du triangle didactique. On a intérêt à y greffer les concepts de relation curriculaire, de relation d apprentissage et de relation d enseignement. 32 la didactique est une discipline qui s occupe de l enseignement apprentissage des connaissances dé... |
Anisan’ny nampiavaka ny gazety takariva tamin’ireo gazety nisy teto madagasikara, ireo trangam-piarahamonina maro hita ao. Fa indrindra, ireo fitaterana ny zava-nisy manerana izao tontolo izao. Toy ny gazety rehetra, dia natao ho fampahalalana vaovao isan-karazany ny gazety takariva. Hita ao avokoa rehefa karazana famp... |
Legendre, evolution des niveaux de vie de 1996 à 2001 , insee première, n 947, janvier 2004 19 l’échelle actuellement la plus utilisée dite de l’ocde retient la pondération suivante l’uc pour le premier adulte du ménage ; 0,5 uc pour les autres personnes de 14 ans ou plus ; 0,3 uc pour les enfants de moins de 14 ans |
Asa fambolena |
Misy koa manasa vola azo tamin’ny rongony |
Ny fanahiko no oharina ary ianao no anoharana. Samy hita eo amin’ny fehezanteny avokoa ny oharina sy ny anoharana. Maneho ny fifanahafana mivantana izy ireo saingy tsy misy kosa ny voanteny maneho fampitahana. Ny fanovana endri-javatra mivantana mantsy dia fomba filazan-javatra ahitana fifanoloana eo amin’ny fehezanten... |
Ity loharano mangalahala tsapao mamanala aizan’izany ny onin’ikopa maloto fitopa saingy ny ananana moa hatsaraina f’izany hoe no fomban’ny ambony saina |
Razafiarivony wilson, valiha, 28 aogositra 1999 39 r. Dubois, malagasy aho. Edisiona md paoly filles de st paul antananarivo. Tak.10 40 rakibolana ho an’ny ankizy miampy raki-pahalalana. Edisiona idac zébu francophone |
Dahl, otto christian 1951 malgache et maanjan. Une comparaison linguistique, egede instituttet, oslo |
Leur partenaire |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.