text
stringlengths
10
11k
Dans les trois centres de l’asa pré-casa, casa 1 et casa 2 à antanety- ambatomirahavavy, un grand bâtiment est affecté pour le logement du personnel d’encadrement et des bureaux des responsables. Ce bâtiment est appelé par les usagers trano manga à cause de sa couleur bleue. Dans la même cour se trouve la garderie prés...
Tsy afaka manatrika fivoriana fandraisana fanampahan-kevitra ny ankamaroan’ny vehivavy izay efa vitsy an’isa ao amin’ny fikambanana. Tsy ampy ny fanehoan- kevitr’izy ireo, hany ka ny hevitra aroson’ny lehilahy hatrany no tapaka.
Régis rajemisa raolison, op cit, tak 330 197 esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 138
Ahitana endrika fivarotan-tena ihany koa amin’ny fotoan’ny alim- pandihizana tahaka ireny, satria misy amin’ny ankizivavy ny manao izay hanjonoana lehilahy hiaraka aminy mihitsy mandritra ny lanonana mba hahazoana vola entina mody. 116 lasa sakana amin’ny firindran’ny fiainana ny fisian’ny tsimandrimandry sy ny jiromen...
Mpanoratra momba ny boky andriamangatiana, iharilanto patrick
Programme de planification familiale organisé par le salfa
Rahoviana no fotoana hahitana ilay malala? Rahoviana no hihaona iza re no mahalala?
Cela est causé par l’inefficacité de la communication. En conséquence, il y a eu une importante valeur des stocks de produits finis.
Mikasika manokana ny fomba fiasa indray, nilaza mazava ny filohan’ny repoblika fa tsy midika ho fahavitan’ny asa ny fahavitan’ny
Otiv ombona tahiry ifampisamborana vola.
Amin’ingahibe tak 125-128 ; toko xxxiv fanomanan’ny ray aman-drenin’i sahondra telo mianaka ny diany ho any mojanga tak 129-132 ; toko xxxxv fiverenan’i sahondra teny amin’ny dokotera haka taratasy ahafahany mampiditra hopitaly an’i bakoly indray tak 133- 136 ; toko xxxxvi ny herin’ny rà iraisana tao amin’i ravalohery ...
Na ny endriteny aza no sehatra nametrahana ny asa dia miditra be ny lalàna eo amin ny feo rehefa fotorina ny antony mahatonga ny fanalavirana ny endrika andrasana ara- dalàna ao amin ny verindroa. Heverina fa misy lalàna hafa ny ankamaroan izy ireny.
Zana-peo sosona ao amin’ny tantara ny andriana miseho amin’ny endriky ny zana-peo tsotra ankehitriny tranga hafa izay mifamadika amin ireo voalaza teo aloha ireo nefa heverina fa mifandray aminy ihany, ireto tranga aseho manaraka ireto. Voaresaka teo aloha ny filatsahan ny zana-peo mitondra ny tsindry amin ireo zana-pe...
Ankoatra ny fambolem-bary sy ny voly avotra dia manao voly an-tanety ihany koa ny ao amin’ny kaominina antanetibe mahazaza. Ny tanety dia saika toerana avo, lavitry ny rano. Noho izany, ny fambolena atao amin’izany toerana izany dia ny orana no miantoka ny fanondrahana azy.
Ny tekinikan’ ny mpaka sary mihetsika ihany koa no tena ampiasain’ ny mpanoratra ao amin’ ny tantara orimbaton’ny fiadanana, satria, mijery akaiky sady manara- maso ny mpandray anjara tsirairay avy ny mpitantara, ary mahita maso izay mitranga rehetra. Tsy hijanona amin’ ny fikirakirana ny mpandray anjara sy ny toerana ...
Ny fanamafisana orina ny fahefana amam-pitondrana tsy misy mpitondra na aiza na aiza ka tsy mitady izay fomba rehetra hahazoany manamafy orina ny fitondrany. Ao ohatra ireo izay manamarina ny fananany fitondrana amin’ny alalan’ny angano na lovan-tsofina. Ohatra amin’izany ny hita ao amin’ny angano tokin’ny aina ny mari...
Ny mpilaza tena laharana voalohany izaho sy ny mpilaza tena laharana faharoa ianao no tena fampiasa matetika eo amin’ny fifampiresahana, izay lazain’i kerbrat- orecchioni fa ireo no tena deikitika 51 satria ampy amantarana ny tondroiny ny fijerena ny seha-panambarana iorenany ; izany hoe izay mpandray anjara miteny hoe...
Isan’ny ahafantarana an’i madagasikara maneran-tany ny fisian’ny maritiora vokakatry ny fanenjehana tamin’ny tany maizina. Taoriandrian’izany ny fanjanahantany 1896-1960 ny tantara toy izany dia manome hery ny olona anatrehan’ny ady sarotra; satria raha nandalo ny fanenjehana ny kristianina dia tafarina ihany, nandalo ...
Marihina fa mitovy avokoa ny haben ny efitrano saleziana eto madagasikara. Mizara efatra kosa ny ratsam-piofanana ato amin ny acdb fianarana ankapobeny miainga amin ny fampitovitoviana ny fahalalan ireo tanora 13 ka hatramin ny 15 taona tanjona amin izany, ny fahazoana ny mari- pahaizana cepe. Vitaina ao anatin ny telo...
Ambala mpifehy va moa miala bala?
Ho fehin’izay voalaza rehetra teo izay, dia hita fa tsy misy afa-tsy ny lafy ratsiny mihitsy ny vokatry ny fahafatesana ho an’ny velona. Mitondra fahoriana sy alahelo ary ranomaso ny fahafatesana. Miteraka fahadisoam-panantenana ho an’ny nilaozana ihany koa izany trangan-javatra izany. Manao ahoana koasa ny vokany teo ...
Va, niriako fa tsy tiako , tak 80
Ireo haitsikera nampiasaina ankoatra ny vaky boky dia fototra iray maha marim-pototra sy maha siantifika ny asa ny filafihana amin’ireo karazana teoria samihafa. Eto dia sokajianay ho telo ireo haitsikera nampiasainay hoenti-manatanteraka ny asa ireo teoria vitsivitsy momba ny teny, ny teorian’ny serasera ary ny teoria...
Eo amin’ny fampianarana dia ilaina hatrany ny manome lanja ny serasera. Ny fampianarana mantsy dia tsy inona fa endri-tserasera mivaingana eo amin’ny mpampiasa izany. Noho izany, ilaina ny fahaizan’ny mpampianatra miserasera sy mampihatra izany. I tsiory 1998 9 dia anisan’ny nanamafy izany mihitsy fa mba hahafahana mam...
Rantsana rantsandrantsana rantsanana
Ireo e f sy ny mpampianatra 16 f 05 ny isan’ny mpampianatra amin’ny sekolim-pokonolona 17
Ny olana nosetraina tamin’ny fanaovana asan-tsokajy
Toky fehizoro 23.10.97 22h 03’
Tiany io tanindrazany io ka derainy ny hakantony, ary ambarany ny fihetsem- pony manoloana azy.
Mercredi dérnier, à 10h du matin. A how many are the students?
Kabaro resaka, filazam-baovao, adihevitra, dinika izay ifanaovan’ny olona roa na maromaro , mifantoka amin’ny lohahevitra na zavatra iray mampisy fifanolanana, ka izany miafara amin’ny fehin-kevitra iaraha-manaiky. Lazaina fa voakabaro ny olona rehefa hita fototra ny hadisoany , ekeny eo anatrehan’ny mpiaramonina izay ...
Lohahevitra ny fifandraisan’ny malagasy eo amin’ny tontolon’ny velona sy ny razana
Ny literatiora no fototra, fa sampana iray ao anatin’izany ny literatiora am-bava. Niròna tany amin’ny literatiora am-bava ny nisafidy, satria tsapa fa miaina izany ny malagasy. Ny mampalahelo anefa tsy voatrandraka ny ankamaroan’izy ireny. Vitsy ny malagasy tena mandala azy. Vitsy ihany koa ny olona sahy mirotsaka ami...
Mbola hay? Nisy nalehany vao maraina be raha izany, satria izaho nifoha aloha tsy mbola nahita azy e. Soameva hay? ! An an an. Mandehana amin izay sao tara eo ka! Tonga dia hifoha koa aho sao tara ao ireo zandrinao! Mbola veloma vetivety ary i neny e! Soameva misento, an’eritreritra mahonena ahy iry zanako marina! Ary ...
Tambohovory 33 2
Ny fomba filazan-javatra anisan’ny tetika iray hanehoana ny maha kanto ny asa soratra ny fomba filazan-javatra manome fanazavana momba izany ranoe tokony hamolaka sy hamantatra ny fomba filazan-javatra ny mpanoratra satria io indrindra no isan’ny mitana toerana lehibe amin’ny maha-kanto ny soratra .207
Iandraiketana satria sehatra ampandrosoana ny ara-boajanahary sy ahafahana manitsy ny toetra ao aminy izany. Inoana fa hitondra vokatra tsara eo amin’ny fampianaran’ireo mpampianatra ny zaza arenina ny fiofanana ary hahaizan’izy ireo manome ny tsara indrindra avy aminy. Tokony hahazo fanabeazana feno indrindra mantsy n...
Araka ny rakibolana rajemisa-raolison régis dia milaza fa ny atao hoe mamahoaka dia mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary hamahana azy avy eo. Mametraka ho takatry ny vahoaka, mampiely main’ny vahoaka 18. I malzac ihany koa dia milaza fa ny mamahoaka dia famoriana olona maromaro, hanasana azy ireo hanao raharaha takalo...
Fehiny nisongadina tamin’ity toko farany ity ny paika nampiasain’ny mpanoratra nanehoany ny tolona teto amin’ny firenena. Nomeny endrika samihafa manintona sy mahaliana ny tononkalony tamin’ny alalan’ny fampiasana ireo karazanà lohateny, sy karazana andinin-tononkalo novaovainy arakaraka ny fihetseham-po tiany havoaka....
Parle. Elle tend à donner l’impression d’une certaine émotion, vraie ou feinte jakobson 1963 .
Polémique variante polémique du registre oratoire caractérisée par la violence des attaques, le dénigrement, le rejet
Fehin’ny fizotry ny tantara hita eto, araka izany, fa misonga ilay tantara satria azo lazaina ho tsara sy nilamina ny fiainan i navalona tany am-boalohany, ary hita fa tsara ihany koa no niafarany, na dia teo aza ireo olana maro nosetrainy tao anelanelany tao. Taratra teo amin ny fiainan i navalona ny fahamarinan ilay ...
Tsy ny rendrarendra sy ny aingitraingitra no nidirany niasa, fa ho fanomanany sahady ny hoaviny sy ny tokatranony.
Vous nous avez montré l’exemple type du professeur consciencieux et dévoué tout au long de notre formation à l’ens eps. Recevez, madame le juge, l’expression de nos sincères remerciements.
Ireo mpandray anjara mpanampy voatonona anarana ao amin’ny tantara ingahy mpitandrina mivady olona mpanavakavaka, indrindra ireo tena sahirana. Porofo iray amin’izany ny tsy namangiany nyfianakavian-drandrasananandritra ny fahalasanan’i manana p.40, p.83 ramose mpampianatra an’i feno tao amin’ny sekoly , masiaka sy hen...
Ny mitaky ny mari-potoana lasa sy ankehitriny. Ohatra sendra, lasa, tonga nitady toko ka sendra vato. Lasa mpanan-karena rabe. Tonga ra ilay rano.
Sarin-teny isehoan’ny ampahany misolo ny tena manontolo ny synécdoque raisina ho ohatra hanazavana izany, ny voarakitra ao amin’ny tsiahy , manao hoe hohadinoiko ilay tsy foiko satria voatery ho ahy irery noho ny omaly nampijaly nampijaly itony tenako. V. A. , lah.79 ny teny hoe omaly eto dia ampahany ihany amin’ny las...
Manina ny akany291 eny an-tsisitsisiny eny ireo ahitra sy vero sakaizan- dranon’ando maningatsingana eny ireo karazam-bato, soloan’ny sarety ny voninkazo dia mandravaka tanety toa zary feo kanto manintona ny sofiko ny antsan- drenirano endrey ny tanimbary sy ny ahi-maitso mavana mandravaka ny saha ny voro-maika hody re...
Eny an-dalan’ny vahoaka
Mizara roa ny fanovan-javatra horesahina eto, dia ny fanovana endri-javatra sy ny fanovana anarana.
Mackey, principe de didactique analytique, 1972, p.397 les 4 critères de séléction fréquence, répartition, disponibilité et valence
Tantara foronina
Mbola ny boky amin’ny teny malagasy no ankafizin’ny mpianatra amin’ny ankapobeny, raha ireo tarehimarika eo ambony ireo no jerena, satria amin’ny tenin- drazany, ka mora azony sy mazava aminy. Na izany aza tsy mbola betsaka ny boky amin’ny teny malagasy voavakin’ ny mpianatra iray, satria tsy mbola nihoatra ny dimy ako...
Loatra mantsy ny mpampifandray ao anatin’ny fehezanteny ampiasaina, dia lasa lava sy mavesatra izany. Ohatra f0 inona avy no atao amin’izany fanatsarana ny tany izany ary nahoana ny mpanoratra no manao fanentanana mikasika izany? F1 inona avy no atao raha hanatsara ny tany? Nahoana ny mpanoratra no manao izany fanentan...
Samy hafa, manondraka ny tanimbary amin’izay faritra manodidina azy antsatsàka, andrainarivo, andohan’i berano, ambodivero, ambohimanjaka. Vokatry ny fisian’ireo toho-drano ireo dia mora kokoa ho an’ny mponina ny fikarakarana ny tanimbary, ary izany ihany koa dia antoky ny fahatsaran’ny vokatra. Tsy dia fahita ao amin’...
Ol tsy araka ny nifanarahana ny valin-kasasarana nomen’ingahy aziz an-dry zareo mpiasa tao vhl nangalaran’i fano iray ny valonan-damban’i aziz ol narary ranaivo mpanao kaonty vhl nantsoina hisolo azy i tsiry, nanaiky izy satria mifanandrify amin’ny fianarana nataony io asa io
Zana-taranja teny malagasy loharano rabenaivo mampionona fenosoa, aogositra 2019
Ohatra vitsivitsy amin’izany tsy nahatody ny fiofanana ho mpitantan-draharaha teny amin’ny oniversite i tsiry -nipetraka tao amin-dry voahangy izy -nanaovan-dramily toetra tsy zaka i tsiry -tapa-kevitra ny handeha izy nolavin’ny sain’i tsiry ny hatory an-dalambe -nanaraka an’i meja izy -nifankahita tamin’i mino i tsiry...
Nanehoan’ny maintimolaly an-kolaka ny maha-fandalovana vetivety ny fiainana an-tany eto ny épanode mitaky fanararaotana satria ny hoe anio eto dia mitory fotoana tsy dia azo ivalamparana firy intsony.
Manokana.9ny momba izany tantaram-piainany izany indrindra no hidirana amin’ny antsipiriany etsy ambany. 1.1.1- ny kara-panondrony
Liseam-panjakana ambohimanarina, fitsidihana kilasy natao tamin’ny alatsinainy 18 mey 2015 tamin’ny 8 ora maraina tao amin’ny kilasy faharoa 2nde 5
Tsinjonao ve zato lanitra matsora
Ii comprend un interrogatoire sur les antécédents médicaux, chirurgicaux, gynéco-obstétricaux un examen para clinique avec l’aide de laboratoire pour les frottis vaginaux.
Fanaparana fahefana amin’ny mahantra.
L’être vivant.
Rajaona, op cit, tak 29.
Mandranofotsy longueur de la partie traversant la cr 20 km 2. Manandriana 18 km
Ny mombamomba ny ohabolana amin’ny ankapobeny
Ny fahombiazantsika mameno ny tanàna antokotokom-bondrona antokotoko dondrona
Nilaza ny mponina tao amin’ireo tanàna ireo fa tsy tokony hitovy ny fandraisana anjara amin’ny vola atao amin’ny tanàna vaovao sy amin’ny tanàna efa nahazo rano ka hanao fanitarana. Ny antony, hoy izy ireo, dia satria maro ny
Natao hitari- dalana ny ankizy na ny olon- dehibe izy, eo amin’ny fomba fandraisany ny tontolo ivelany; eo ihany koa ny famolavolana ny fahalalana azony avy amin’ny alalan’ny fomba hafa, fa tsy voatery ho avy amin’ny rafi- pampianarana fotsiny akory; eo koa ny fahafehezany ireo traikefa na sedra ofana manokana ananany ...
Memoire de capen
Ny nifandraisan’ny ta. Fa sy ny fikambanana tantsaha fanantenana dingana maro no narahin’ny ta. Fa tamin’ny fampahafantarana azy tamin’ireo tantsaha ao marololo. Nisy ny fiaraha-miasan’izy ireo tamin’ny tompon’andraikitry ny fokontany tao an-toerana. Nanampy izany koa ny fanentanana nataon’ireo tekinisianina isan-tsoka...
Collection idées, paris
Azo heverina fa tsy asa soratra fotsiny fa tononkalo ny asa soratr’i faniry vatosoa, ary tsy ny tononkalo fotsiny, fa tena poezia, satria, manana hery manintona manana ny hery manintona ny asa soratra 226 hoy randja zanamihoatra ao amin’ny ako sy feo. Tsy vitan’izanyy koa fa manetsika ny fon’ny hafa, araka ny tenin’i c...
Seheno eny tompoko! Fanolanana tsotra izao, satria tsy nifanarahako taminao mihitsy, sady an-terisetra rahateo. Mba azonao an-tsaina ve, fa raha iny ianao no notoriako dia sady nigadra no afa-baraka, manginy fotsiny ny fisaraham-panambadiana. Tsy fidiny ho ahy anie ny hiasa ao aminareo e! Ary mila vola aho, vokatry ny ...
Tanjonay amin’ny fanomezana ny famaritana ireto voambolana roa ireto ny mba hananan’ny olona tsirairay na dia kely fotsiny fahalalana mahakasika azy ireo. Ny tena kendrenay amin’izany dia ireo zandry izay solofo dimbin’ny ala hitarika sy hitantana eo amin’ny sehatra maro ka hampandroso ny firenena. 3.3.1.1. Ny fahaiza-...
Nafantoka tamin’ny hoe ny malo, fomba famahana olana ao antananambo ny lohahevitra. Eto araka izany no hanantitranterana sy hamahavahana ny hoe mamaha olana tokoa ve ny fisian’ny malo ao antananambo? Ny fanaovana tombana sy fanehoana ny soatoavina raketiny ary ny fampifandraisana azy amin’ny fanabeazana no hanankinana ...
Ohatra ny tononkalo mitondra ny lohateny hoe aminao 208 dia misy andininy ahitana andalana sivy. Ao anatin’izany no iangavian’i arni ireo manam-pahaizana, hanampy ireo madinika amin’ny tolona ataony mba handravana ny fanjakan’olom-bitsy ka handraisan’ny vahoaka ny fanjakana. Ao amin’ny tononkalo tantara 209 koa dia mis...
Importance de la participation lanjan’ny fandraisana anjara
Tsy maninona ry tany ra’izay no sitrakao tsy ahoako ny tomany fa arotsako ho anao hay va re ka toy izany ny fiovan’izy ity ny mangidy sy ny mamy dia miaraka hatrety tsy maninona ry tany ra’izay no sitrakao eny holazaiko ihany hahato ny didinao hay va re ny famadihana mbola misy ka mandrava ’lay mba tiana nitodihana toa...
Vero aho, ry lahy, notaingenam-pody, ny ratsy mihatra tsy hiantsoako tody ny tompo tsitoha no tompon’ny didy sy andrin’ny foko tsy manan-tsafidy!127 mpandahatra ny fiainan’ny olombelona tokoa araka izany andriamanitra. Izany no mahatonga ny tsirairay hisaotra azy sy hanankina ny fiainany aminy. Ankoatra izay,
Araka ny efa voalaza, dia solonomenjanahary ranivoarisoa monique eugénie no anarany feno. Rehefa tafiditra teo amin’ny tontolon’ny asa fanoratana izy, dia nisafidy solon’anarana vaovao. Vaovao no azo ilazana azy, noho izy tsy nasiany
Ministeran’ny fizahantany eto madagasikara 24 rainihifina jessé, tak 123
Ny lohatenin’ny tononkalon’ny mpanoratra ihany koa dia ahitana voambolana ao amin’ny baiboly. Anisan’izany sodoma sy gomora tk.56 raha ny voalazan’ny baiboly dia firenena naditra, nandika ny didin’andriamanitra, nilona tao anaty fahotana ireo firenena roa ireo, ary nanalavitra an’andriamanitra tanteraka.
Ny tiana hosoritana etoana dia tsy ny fiainan’ny mpifankatia na mpivady mitokana no maloina, fa ny fihoaram-pefy mety hataony amin’ny tsy fanajana ny fomba sy ny fitsipi-piainana eo amin’ny fiarahamonina. Ohatra ny fanajana ny rafozana sy ny fifampitondrana amin’ny havana andanina roa sy ireo mpiara-monina.
6 7 8 9 10 11 12 13 14 15
Bloom b , caracteristiques individuelles et apprentissages scolaires, education 2000, paris labor- bruxelles, 1979, tak 16 si le type, la qualité de l’enseignement et le temps consacré à l’apprentissage sont adaptés aux caractéristiques et aux besoins de chaque élève, la majorité des élèves maître seront la matière
Pourquoi une trésorerie zéro ?
Comme les achats, les outils de gestion de stock contrôlables et adaptés au saf sont nécessaires comme les fiches de stocks enregistrant les mouvement des articles entrée, sortie, stock qui devront être mises à jour à temps et contrôlées par le responsable ail. Les fiches de demandes d’articles signées par le demandeur...
Fikarohana atao hahazoana ny mari-pahaizana
Faharoa ny hoe lehibe eo amin’ny taona, nefa azo lazaina fa mbola zandriny eo amin’ny soratra, mbola eo am-pisandratana.
Fampitahana ny fandaharam-pianarana sy ny laminasa fanabeazana raha ampitahaina izany ny fandaharam-pianarana sy ny laminasa fanabeazana dia zavatra roa no azo lazaina. Ankapobeny kokoa ny fanehoana ny fandaharam-pianarana. Mifintina na koa ampahany ihany amin’ny asa takina amin’ny fampianarana no hita ao anatiny. Ny l...
Eka, mivory eto mpiventy mivory eto ny lafivalo eny ry lahy e! Beso mandre hira sy ny kalokalo eny ry lahy e! Beso andihizo amin’izay ary ny lambanao
Izay nitondran’ny anjely ny boky misy ireo marika efatra sady ! Raiki-tahotra i bernard
Sy solom-pivoy an-drano maria.
Tsy hanin-kahavoky ange izany, fa voninahitra ifanomezana ihany, ho nofon-kena mitam- pihavanana. Izy tsinona no hitso-drano ny fanambadiantsika. Tena fantatro fa tsy sahaza azy ireo tolorana ny jakantsika91, nefa izay aloha no antonona ny tanana manome fanambadiana? Hoy rabe nanomboka nikatrokatro-nify, fa jihitry ny ...
Source banque de données des centres, 2013
Ny famakafakan-kevitra fampiharana ny lesona ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra fakafakao.
Ny tany ivelany tsy nijanona tamin’ny fanatanterahana fampisehoana teto madagasikara fotsiny i abel ratsimba, fa nandeha tany ivelany koa. Nalain’ireo malagasy monina sy mitoetra any frantsa izy, nanomboka ny taona 1981, mba hihira tany. Efa inenina izy no nihira tany amin’io firenena io. Eto am-pamaranana ity fizarana...