text stringlengths 10 11k |
|---|
Mpampianatra a mpampianatra b |
Monographie du région vakinankaratra. Tak.64 |
Ny tsena anatiny |
Araka ny la gazette de la grande ile, laharana 112, ny 12 jolay 2003 sy ny tribune madagascar, laharana 4602, 12 mars 2004 |
Mananatra sy mitaona ny malagasy handray andraikitra amin ny famerenana indray ny soatoavina malagasy ny boky ny zanako isy ii. Fomba fanoratra miavaka no isarihan ny mpanoratra ny mpamaky hanaiky izany. |
Ireo marary 3.800.000ar |
Ka aiza ary no tokony hametrahana ny tsiny? |
Ry lanitra ianao dia mandrakizay |
Misionera suisse , niara-niasa tamin’ny fikambanan’ny fiangonana protestanta teto madagasikara, antony nahatongavany teto madagasikara ny itondra fanampiana ny sahirana sy hampiely ny asa fitoriana filazantsara. Niara-dia taminy tamin’izany i sophia van welly teratany suisse izay mpiara-miasa taminy. |
Famaranana ankapobeny |
Ary matokia fa ao izaho ’lay rahalahinao. Hanipy tady, handefa antsy ary vato hitorahana ireto fahavalontsika, mba hisian’ny fahafahana. |
Raha bangoina izay rehetra voalaza tao amin’ny fizarana izay niresahana ny tantaran’ny fampianarana teto madagasikara amin’ny ankapobeny, ny famatsiam-bola an-tsekoly ary ireo sekoly roa nanaovana ny fanadihadiana dia tsapa fa nisy ny fiovaovana teo amin’ny lafiny fampianarana indrindra hatramin’ny nahazoana ny fahaleo... |
Adjuvant sujet opposant |
Marihina fa efa nisy ny namana izay nandalina ny fandaharam-pianarana taranja teny malagasy toa an’ i heriarimaminiaina jeanne alice1 izay naneho tao amin’ny asa fikarohany mitondra ny lohateny hoe famahavahana ny fandaharam-pianarana taranja malagasy ambaratonga faharoa dingana faharoa taona 1995. Tao anatin’io asa io... |
Samy ahatarafana ny fahaiza-maneho hevitra moa na ny fahaiza-milalao amin’ny endrika ivelan’ny tononkalo, na ny fahaiza-milalao amin’ny teny sy ny sarinteny samihafa mba hifanaraka amin’ny hevitra tian-kolazaina. Samy hita ao amin’ny asa soratra avokoa ireo zava-droloha ireo, fa eo ihany koa ny fomba nampiavaka ity van... |
Mifototra tanteraka amin’ny mpiteny ity anjara asa ity, izay anehoany ny fahaiza-mambabo sy misarika ny itenenana amin’ny alalan’ny lantom-peo, ny hamafin’ny feo, ny voambolana ampiasaina, eo ihany koa ny fanaovana sarinteny maro. Ny anjara asa fampiontanana dia azo lazaina fa fahaizan’ny mpiteny milalao ny fihetseham-... |
Hatsangana ny faritany mizaka tena |
Tak 5. Installation des distributeurs automatiques de préservatifs dans les lycées, circulaire n 2006-204 du 11 décembre 2006 |
Ny anjara asan’ny hira ao amin’ny fiangonana |
Fahafehezana teny hafa, fa eo koa ny haren-kolontsaina mampitombo ny maha- izy azy ananany. 13 tsy mifanipaka amin’ny tanjom-pivoarana izany ny fahafaha-mifandray sy misokatra amin’ny hafa fa azo entina hampivoarana ny fiainana tsara. |
Olona mandray andraikitra, olo-mangan’ny firenena, poetan’ny madinika. Mpitolona ho an’ny fitiavan-tanindrazana. Maherifon’ny firenena. Miaro ny tombontsoan’ny madinika. |
Fehin’ny fizarana voalohany |
Anisany toetra tena mampiavaka ny symbolisme ny fahitana fa izao tontolo izao dia tsy voafetra fotsiny aminrny zavatra hita maso mivaingana sy takatry ny saina. Misy araka izany, ny mistery tokony hovahavahana malalaka kokoa satria maro ireo lafiny fonosinrny zavatra iray, ankoatra ny efa fantatra. Ny poeta ihany anefa... |
Na dia voafatotra aza ka very ny lalaony, tsy mahasaraka azy ny hira izay fanaony fa vao miampy kosa ny fivadihan-dela, 20 ka tenin’olombelona no indro hainy tsy ela. |
Manuel de l’éducateur sportif 6è édition jose c flacourt |
Ireo fikambanana mpanjono kaominina fokontany anarana fikambanana anandrivola fananehana fmmf tanantsara fmma anandrivola fmla tanambao anandrivola fmmta maintimbato fmm |
Isan’ireo nahazo loka tamin’ny fifaninanana fanoratana sombin-tantara nampanaovin’ny ministeran’ny kolontsaina sy ny vakoka i natiora ny septambra 2013 , ka atrik’asa momba ny fanoratana moa no azon’ireo nahomby tamin’izany. Izay niandraiketan’i michèle rakotoson tao amin’ny la résidence d’ecrivains teny ambohimanga ro... |
Fa velona indray felana tovovavy tsara tarehy, tsara toetra, tanora ary mivelatra amin ny lafiny rehetra. |
Ry tsy afaka am-bavako, fa tena havako hiraisana hatrany ny manta sy masaka, ny fahasambarana hiaraha-mikatsaka. |
Mba hananany izany faharisihana izany eo amin’ny mpianatra izany, dia tokony hahatsapa ny sekoly fa izy dia manatanteraka ny tanjon’ny fampianarana sy fanofanana. Ary ny faharanitan-tsain’ny mpianatra dia afaka mitombo sy mivelatra mandritra ny fiainana. |
Tiako ianao ilay olon-tiako mba ho ahy manontolo nefa tiako sady iriko hivelatra amin’ny tontolo. Nalisoa ravalitera jolay 1995 |
Ny lahatsoratra an-gazety manaja ny anjara asan’ny fitenenana na fonction du langage |
Ny vainga fihinana maro ireo vainga fihinana tanisain’ny mpannoratra any amin’ireo tononkalony, fa ireto vitsivitsy ireto no hotsongaina, satria maneho ilay haizina sy ilay fahoriana ilafihan’ny manontolo ny toaka, ny sigara, ny voasary, ary ny angivy. |
Cf va tak 48 , andl 1-12 105 j. Rainizanabololona, lesona tsotsotra momba ny fianarana poezia, fmma faravohitra, antananarivo, 1914, p6 |
Ny andriana ; ny ray aman-dreny ; ny zoky |
Tsy azon ny tanora atao ny mampiasa ny toeram-pidiovana ao amin ny trano fatoriana. Efa natokana ho an ny mpanabe sady tsy ampy ho an ny rehetra ny mpanabe ihany no mamoha ny tranon-kiraro. Mba hisorohana ny fahaverezana tsy manasa lamba ao amin ny trano fatoriana. Efa misy toerana sy fotoana natokana ho amin izany ary... |
Izaho vorondreo mpitety tanàna ianao goaika tokana fambara loza aoka tsy hisy hanova fitàna ! |
A, tf 2 ny renikeliko , tak.70 |
Norad norwegian agency for development norvège |
Rabetafika , tsy kivy, tsy ketraka, sambatra ! , in mpanolo-tsaina laharana 162, oktobra 1942 77 boky i tak 22 78 boky i tak 22 |
Ny fiteny ampiasaina tsy ahitana fiteny miaingitra ao amin’ny tononkira roa. Fiteny andavanandro ihany no ampiasain’ny mpiventy. Sady ahazoan’ny mpijery avy hatrany ny tiany holazaina izany no mampifanakaiky ny andaniny sy ny ankilany. |
Kisary 1 modelin-tseraseran i jakobson |
Ny antoko kaominista any paris mrp mouvement républican populaire jina sy panama tsy izy rehetra marosalohy ireo olona tsy nanaiky ny ho andevozin’ny vazaha ka lasa nitsoaka ary tonga mpanohitra sy mpitolona mafana fo avy eo ramino sy ralala seta sy jo l ingahifara, randrianoely, elson ny gardien izay nikarakara ny rat... |
Mandray lahatsoratra |
Reradreraka indrindra ny alatsinainy. Misy amin’izy ireny no reraky ny faran’ny herinandro. Ao koa ireo tsy misakafo ara-dalàna ka noana sy tsy maharaka ny fianarana. Teo aloha mantsy dia tsy nahitana zanak’olona manana firy nianatra tamin’ireny sekoly tekinika ireny, fa ny fianarana ankapobeny no narahany. Ny anton’iz... |
Ny ambara amin’ny hoe fanazaran tsaina tsy iray tarika, dia ireo fanontaniana tsy miompana amin’ny fahazoana ny lahatsoratra fotsiny, na amin’ny fandalinana fotsiny, na amin’ny fanitarana fotsiny. Amin’ireo andiam- panontaniana atolotra ho fampiasan tsaina, dia tokony hisy hatrany ny mitaky fandinihana sy fandalinana, ... |
Araka ny ilazany azy ao amin’ny takila faha-18 sy71 sady mba efa ela ihany izay herintaona tsy nahitana ny havana sy ny tany nahabe izay, hoy i fatakamana raha nilaza ny fodiany tamin-dramatoa razafy. Raha dinihina kosa dia toa volana vitsivitsy talohan’io no nanomboka ny tantara, araka ny voalaza ao amin’ny takila fah... |
Manefitra antsika ? |
Miisa 60 ny mpampianatra ao amin’ny ltp alarobia amin’izao fotoana izao. Ny mpampianatra ny taranja tekinika no maro an’isa amin’izy ireo. Araka ny voalazan’ny tomponandraikitra dia ireo mpampianatra manana traikefa sy manam- pahaizana manokana momba ilay taranja no raisina ho mpampianatra ao min’ny sekoly. Izany no na... |
Mpitandrina, nivoaka avy ao amin’ny kôlejy teôlôjika ambohipotsy ny rainy, araka ny efa voalaza tany am-piandohana. Nipetraka teo amin-dray aman- dreniny no nandaniany ny fahazazany. Raha mbola kely izy, dia efa nobeazina tamin’ny finoana kristianina. Io dia nentiny nanabe ireo olona manodidina azy, na dia efa lehibe a... |
Kisary 5 ohatra amin’ny endriky ny frise chronologique amin’ny tantaran’ny literatiora |
Mamo tampina tanteraka ilay natao hananatranatra tsy vanon-ko olona sy tsy mendrika ny anarany amin’ny maha raim- pianakaviana azy intsony ilay olona voalazan’ny tononkalo eto. Kanefa tsy ny toetra ratsy eo amin’ny olona hatrany akory no ventesin’ny mpanoratra, fa ao koa ireo toetra tsara izay asongadiny amin’ireto ton... |
Mbola tsaroanao tsara ve, tsy nahay nanoroka anao ’zaho taloha, mbola ao aminao ao ve, ’lay teny iray nandratra fo, tempo gaigy |
Raha izany ary ny fotoana niainan’ny mpanoratra, dia andeha hidirana indray ny fotoana nitrangan’ny zavatra tantaraina. B-ny fotoana nitrangan’ny zavatra tantaraina |
Fampiharana n 4 fampitahana ny sary nentin’ny mpanao gazety naneho ny lahateniny |
Macbride s voix multiple un seul monde. Ed. Africaines. 1980 miller c. , initiation à la stylistique générale, minuit, paris, 1968 |
Fitambarany f |
Alin’i y mandy tsy nisy koa ny raha nodiasana. Natao ny fa afaha a. Fantatra ny ampamosavy. I o moa ny raha atao tsy ho fantatra. Misy fizakan’olo ma ano hoe ampamosavy mandeha alina misy mahita arika tsy mba alina koa fa andro mazava be. Finy laha mba akon’izay natao ny fa afaha a dje mba nahafaka koa ny marary. Dje r... |
Hafahafa ho’aho ny fiainana hafahafa mihitsy ny olona fa ny tena fitarainana ny loza izay iainana tsy jeren’ireo mpitolona. |
Zontsika solofo josé 75 mivoha mibanabana solofo josé 76-77 viravira solofo josé 78 fa izao rehetra izao solofo josé 79 |
Ny épiphrase no ampiasaina eto mba hamahavahana zana-kevitra hoe dia niala ny saron-tavany nentiny nampiseho ny maha izy azy an’i felana. Nahalotika ny fon’i miaro mantsy ka nahitany kiana daholo ny momba azy manontolo. Ny épiphrase eto dia natao hanalavana fitenenana. Kanefa manampy fanazavana ny amin’ny fankahalan’i ... |
Schéma montrant le découpage et la coordination des taches du service ail schéma 1 |
Injay mihira mafy maneho fifaliana ny fitaikan- dakolosy, lakolosin’ alahady maika hanao veloma ’reo mpangata- pitahiana mifanitsaka hivoaka ny tolanam-bavahady |
Il n’est pas le seul à proclamer ouvertement que le métier fait vivre beaucoup de personnes et de jeunes en particulier. La grande majorité des personnes approchées sur le sujet abonde dans le même sens, à l’instar de la responsable et formateurs du cfa. En résumé, pour cette partie consacrée aux potentialités de l’art... |
Griger. Pédagogie générale. Tome 1. Paris ligel. 1964 |
Kilasy faharoa ohatra roa nalaina tao amin’ny lohahevitra ny olompirenena eo amin’ny lafiny mahaolona, no noraisina fisorohana ny vohoka lasa aloha loatra, ny fandikan-dalàna. A- fisorohana ny vohoka lasa aloha loatra, p.6-7 |
Rahoviana ireo tsy foy |
Ao amin’ny tantara as ohatra dia nanolo-tena avy hatrany i andry, nanaiky ho solo- tenan’ny ho any afrika atsimo, na dia tsy mbola fantany mazava aza ny hataony any. Mariky ny fitiavan’i andry ny tanindrazany izany fahavononany handray andraikitra izany. |
Eo amin’ny fomba fampitan-kevitra efa fahita matetika sady efa mahazatra ny mampiely ny fivavahana kristianina amin’ny alalan’ny toriteny izay fanao hatramin’izay ka hatramin’izao mety ho an-kira izany na tafika masina na fotoam-pivavahana mihitsy aza. Toa zary efa mahazatra ny ny olona ny fahitana sy fandrenesana izan... |
Nampiasaina eto ny fanoharana na ny comparaison izay nenti- nampivohitra ny haben’ny lonilony anaty tao amin’i miaro. Lalim-paka taminy ny famahanan-dalitra azy ka hatramin’izay fikarakarana ataon’i felana aza noheveriny dia ho nifono fihatsarambelatsihy avokoa. Eto dia ataon’’i miaro ho mihoatra ny hafanan’ny sakafo a... |
Rainivoalavo razafinirina isan’ireo notoraham-bato tao fiadanana ny 18 jolay 1957. |
Famintinana tolo-kevitra mifandraika amin’ny fandinihana ny literatiora, araka ny tontolo namokatra azy, no natolotra tato amin’ity asa fikarohana ity. Zava-dehibe izany, noho izy azo itarafana ny maha izy azy ny firenena ny tantarany, ny kolontsainy, ary ny kantony. Koa heverina, fa ny fanampiana ny mpianatra amin’ny ... |
Hoy izy harena sarobidy loatra nomen’andriamanitra antsika ity tanindrazantsika madagasikara ity ka aoka samy ho saro-piaro aminy isika! Fa anisan’ny fanehoana ny fitiavan-tanindrazana ihany koa, hoy izy, ny tsy fivarotana ambongadiny ny tany amin’ny vahiny. Velabelariny amin’izany fa tsy tokony hatao varoboba amin’ny ... |
Rima anaty aadd |
Sartre j. P , qu’est ce que la littérature on n’est pas écrivain pour avoir choisi de dire certains choses, mais pour avoir choisi de les dire d’une certain façon |
Andiam-panontaniana ho an’ny mpampianatra |
L’intendant est responsable des approvisionnements et des stocks de l’asa. Il gère également la logistique et le parc automobile de l’asa. |
Famintinana ny fizarana fahatelo |
Araka izany, tsy hisy afa-bela amin’izany fitratrevatrevany izany ny olombelona rehetra. Masiaka midika hoe romotra, lozabe. Ireo dia mitory ny maha- tsy azo ivalozana ny fahafatesana. Nambarany ihany koa hoe marenina sy dondo , izany hoe, tsy mahare na minia tsy mandre ny fitarainan’ny olombelona ny fahafatesana. Tsy ... |
Mbola ahatarafana izany fahoriam-panahin’ny mpanoratra izany koa ny tononkalony ilay ora mafy va 31 sy ranomaso va 72. |
Tsapany ny hasarobidin-drazazavavy aminareo, ka tsy ataony fitia vary aloha ny fitiavany azy, ka mahafa-po fa tsy mahavita taona akory. |
Mahafaly, mahasosotra ny fananana finday eritreritro iny aloha nefa mety tsy ho izay. |
Ankoatra izany, dia anisan’ny zavatra tokony tsy hohadinoin’ny mpampianatra ihany koa, ny fanatanterahana ireo adidy miandry azy mandritra ny fanaovana lesona. Antoka manatsara ny fifandraisana ao an-dakilasy ihany koa mantsy ny fanaovana izany. Araka ny fikarohana nataon’ny manam-pahaizana momba ny haifampianarana, iz... |
Any ahay raha tsy fidiny! |
Raha nanamarika isika dia nahita fa nandritra ny 20 taona voalohany izy dia nitana andraikitra mila fitokisana, ary saika tamin’ny orinasa mikasika ny fanondranana sy fanafarana entana avokoa. Saika niovaova asa ihany koa izy. Ny 1958-1960, dia niala tamin’ny raharaham-barotra izy, fa niroso kosa teo amin’ny sehatry ny... |
Fanatsarana ny fiainam-pianakaviana amin’ny ankapobeny, dia azo lazaina fa sady toetra voajanahary tanan’ny vehivavy manokana, toy ny fampinonoana, indrindra amin’ny fahakeliny; no ahitana endrika fanilihana andraikitra avy amin’ny ankamaroan’ny lehilahy toy ireo karazana fitaizana sy fikarakarana atao amin’ny zaza fan... |
Tanjona ezahan’ny mpiasa rehetra hotratrarina ny hisondrotra eo amin’ny fiainana, ka adidiny ny milofo amin’ny fampivadiana ny asa landy amin’ny asa fivelomana hafa. Tsy mitazam-potsiny ny mpampiasa amin’izany fa mitondra ny anjara birikiny mba hahatontosa ny fenitra ifampitantanana. Ohatra iray, mividy kisoa 30 000 ar... |
Mitovy tamin’ny tany am-ponja ihany ny fiainan’i miaro na teny amin’ny hopitaly aza izy. Tsy mba namana hijery, tsy havana hanohana. Koa ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oharina tady mampifamatotra an’i miaro amin’ilay natao ho namany sy ny anoharana rojo vy no nanehoan’ny mpanoratra izany. Ny ... |
Miseho izany amin’ny hoe antsi n a drafahafatesana |
Toy izao no santionany amin’izany voninahitra omena tantely fa ny fary mba mamy ihany voninahitra omena sobika fa ny fatram-bary no tompon’ny fatra voninahitra omena sinibe fa ny zinga no tompon’ny tantana voninahitra omena an’i vakiniadiana fa i vonizongo mba mpamahy omby ihany koa |
Ny olana nosetraina sy ny vahaolana naroso nisy tokoa ny olana nosetrainay teo am-panaovana izao asa fikarohana izao teo amin’ny lafiny fotoana nananosarotra ny fifaneraserana sy fifanatonana teo aminay sy ny mpanoratra, noho ny halavitry ny toerana misy azy anjozorobe sy ireo asa aman’andraikitra maro iantsorohany vit... |
Eo amin’ny vanin-teny faharoa, anaty voanteny 2 t t- batang vatana, catuk tsatoka, gitik kitika, hati ati, itu ito, kutip oty, nyatuh nato, putar fotitra, ratus zato, setan satana, tetak tatatra |
Dahle l 1984 |
Ny sambatra eo amin’ny antambahoaka, mémoire de capen, antananarivo, 119p. Sylvie, brunel |
Lioka 6 45; matio12.34 96 anarana tendrombohitra izay lasa anaran-tanàna eo akaikiny amin’ny lalàna mankany manditsara kaominina marotandrano 97 anaran-tànana akaiky soanierana ivongo |
Tsiresy. Rehefa vita ny |
Lycee efi- trano lycee prive efi- trano fitamba- rany |
Tamin’ity takariva ity kosa , dia tsy mba nosembanin’ny fanahiana akory ny endrik’izy rehetra. Nikorana , nihomehy , nihira; ary ikemba aza nitondra ireny korodao lava fitendrin’ny betsimisaraka ireny , ka nanakoako ery ny moron-dranomasina , ary nisonenika nandihy ny tanora sy ny lazondazony 35 nandre ny feon-taralila... |
Se121 tonga teo , teo amin’ny sefo , sefo de birao biraom-panjakana ô dia indro fa nanoratra azy ny gôva |
Tovona maha- nah andriana maha toky maha very haha masina maha maro anaka naha andriana mahatoky mahavery hahamasina mahamaro anaka |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.