text stringlengths 10 11k |
|---|
Inona àry ny mpanoratra, inona àry ny poeta? |
Avy amin’ny taranja vontoatin’ny taranja |
Laplantine, www. Payot-rivage. Net livre-l’anthropologie-françois laplantine, 1987 l’anthropologie est un point de vue sur les phénomènes sociaux, entendant par là l’observation des comportements de l’homme singulier, puis de ses relations avec d’autres hommes avec les collectifs qu’ils forment et enfin l’emboitement d... |
Gallieni, neuf ans à madagascar, librairie hachette, paris 1908. |
L’éducation tous les fokontany sont actuellement couverts d’epp à l’exception d’ampano et ivelo. Pour ambohibato, l’epp ne dispose que deux salles de classe pour 100 élèves. Alors, une organisation de la part des enseignants s’impose pour que les élèves puissent étudier. Pour les fokontany qui possèdent des epp, le tau... |
Fositra iray mampateza ny fitiavana eo amin’ny olon-droa mifankatia ny fahaiza-mandefitra. Ny vehivavy no misy fandeferana kokoa noho ny lehilahy matoa maharitra ny tokantrano .126 araka ny fanazavana nataon-dramatoa ranarisoa, teo amin’ny toe-javatra hitany sy niainany. Ny lehilahy matetika dia mitovy amin’ny fitaizan... |
Manampy ireo dia misy activité para-scolaire , toy ny ady amin’ny sida, ady amin’ny zava-mahadomelina, fianarana kabary, fanatanjahan-tena isan- karazany ao amin’ny sekoly. Ary mandray anjara ny sekoly raha misy hetsika, na fifaninanana atao any ivelany. |
Info aide-et-action. Org, 23 aprily 2012, elimination des disparités de sexe dans les enseignements 18 ? Lang 2 19chaponnière, m. 2006 la mixte scolaire débat d’hier et aujourd’hui. In dafflon nouvelle, a ed filles-garçon socialisation différenciée ? Pp127-144 grenoble pug. 20lange m. F. 1998 ; l’école et les filles en... |
Ireo sarin-teny hita ao amin’ny tdt maro ireo sarin-teny hita ao amin’ny tdt, ka hoentina maneho izany mazava dia horaisina ihany koa ny zana-kevitra sy ny lohahevitra misy ao araka ny ahitana azy ao amin’ny 2.2.2.2. B. |
Dia niaina tao anaty fahadisoam-panantenana tokoa izy, satria tsy mety tanteraka ny faniriana ary tsy mety lavorary ny fiainana ara-pitiavana fa toa mahazo vahana ny fitiavana haitraitra izay mora levona. Ireny rehetra ireny no nahatonga ary nampiroborobo ny tarakevitry ny fahafatesana. Voatsikera tamin’ny antsipirihan... |
Sary 1. Cli talatamaty tak.14 2. Cli ivato tak.17 3. Fanamian ny mpianatra zazalahy sy zazavavy ao amin ny cli tak.20 kisary 1. Endrika anatin ny efitra fianarana ao amin ny cli tak.15 2. Fitsapana natao tao amin ny kilasy t7 tak.89 |
Ankoatra izany dia maro koa ireo zaza mpangataka eny an-dalana sy amin’ny sisin-dalana ary amin’ireny toerana ifaneraserana olona maro ireny. Ny teto an- drenivohitra ihany koa no tena nahitana izany. Voalazan’i solofo josé ao amin’ny misy loza tsy tenenina ihany koa izany. |
Manana ny lanjany tsara koa ny fifankahalalana atao io mba hahafantaran’ny ankolafim- pianakaviana fa manana ny fototra nipoirany vanona sy tsy voaozona akory ny taranaka eo anatrehany, fa tsy tonga amin’ilay fiteny mahazatra hoe ratsy tarehy mangata-bady ka ny anaraan-dray no enti-mangataka |
Priaaa ! Feon-japy faharoa . |
Fafana 07 loharano lisitry ny mpampinatra |
Nasongadina tao amin’ny fizarana faharoa ny tantara sy ny tanjon’ny ong fanamby. Nandalo dingana maro ny teknisianina tamin’ny fananganana ny tetikasa tao amin’ny fokontanin’antsahabe. Tetika nentiny tamin’izany ny fampandraisana anjara ny mponina amin’ny tetikasa ary amin’ny fitantanana ny harena voajanahary. Isan’ny ... |
Elie raharolahy poeta rômantika no lohahevitra hofakafakainay ato amin’ity asa fikarohana ity. Poeta iray niaina tamin’ny fanjanahantany izy ary azo lazaina fa mpanoratra vavolombelon’ny tantara. Noho izany dia heverinay fa tokony hampahafantarina ny olona amin’izao vaninandro izao sy ny taranaka any aoriana ny mombamo... |
Levi-strauss, p.303 quand on parle de structure sosiale, on s’attache surtout aux aspects |
Ho an’ny kilasy faharoa 129 |
Toy ny fahita amin’ny asa fivelomana rehetra dia misy tokoa ny olana sedrain’ny mpiompy akoho manatodilava ary miteraka fatiantoka goavana ho an’ny mpiompy. Misongadina indrindra amin’izany ny aretina eo amin’ny akoho ompiana, ny fisondrotan’ny vidim-piainana, ary manampy trotraka izany rehetra izany ny tsy fandriampah... |
Notaterin’ i a chassang et ch denninger, les textes littéraires géneraux, collection u , classique hachette, 1958, p.459 il est difficile de la juger indépendamment de la connaissance de l’ homme, et je disais volontiers, tel arbre, tel fruit. 6 f raharimanga, ny avana ramanantoanina et l’ identité nationale, thèse de ... |
Lydiary, resaka famelabelaran-kevitra momba ny tantara sy ny tontolo manodidina azy tao amin’ny cercle germano-malagasy ny 2007. |
Misy ve ny olana setrain’ny sekoly amin’ny fampandehanana ny lafiny fampianarana? Inona avy izany? Eny tsia 2. Manao ahoana ny fari-piainan’ny fianakaviana mampiana-janaka ato amin’ny sekoly iadidianao? -firy isan-jato ny tantsaha? |
Ny fanadihadiana ny malok’ila 1-5 amin’ny maha kolontsaina miorina amin’ny asa soratra azy |
Tetsy an-kilany kosa ireo mba niezaka nitondra fanazavana. Raha notsongaina ny valim-panontaniana dia betsaka ny nilaza fa tahaka ny lahateny an-kabary rehetra no atao ao, saingy resa-pianakaviana tanteraka, ka mety ho amin’ny lafiny tsara na miompana amin’ny zava-manjo. |
Araka izany, ny literatiora ary ao anatin’ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo dia manana ny anjara toerany eo anivon’ny fiaraha- monina. Sady fanabeazana, no fialam-boly, ary koa fitahirizana ny |
Sary 13 jiro sary 14 fanariam-pako |
Hahatongavany any amin’ny marina izy, dia kivy ny fizahana, fanaporofoana, fanamarinana ataon’ny dokotera. Ny fanazavana, fandresen-dahatra, fanomezan- karama ny mpisolovava izany rehatra izany toa tsy ho fialofana fa mainka koa ho fihanjahanjana ho fiboridanan imasom-bahoaka aza! Nihemotra i bako. Ankoatra izany, dia ... |
Madagascar is situated in the western part of the indian ocean, off east africa, with which it is separated from the channel mozambique, 400 km wide. However, in spite of this closeness, the malagasies do not assimilate to africans. Their language has moreover affinities witht those of taiwan, of asie of the south east... |
Ny lafin-tany avaratra, izay toeram-panajana natao itoeran’ireo andrianina, avy amin’ny fiteny hoe avara-patana ny zoro ihaonan’ny lafin-tany avaratra atsinanana kosa no antsoina hoe zoro firarazana , toerana natokana hivavahana. Ireo no mbola mampitombina ny filazan’i louis molet hoe ny zoro avaratra atsinanana dia te... |
Voalaza tany aloha fa efa nisy ireo mpandalina nialoha lalana. Nisy araka izany, eo andaniny ny hevitra notovozinay tamin’izy ireo, etsy ankilany koa ny nangoninay tany an-toerana. Ny hevitr’ireo mpamaky lay izao no nambaran’i decary tamin’ny taonjato faha 19 dia mbola tsy nisy olona nipetraka ny faritra tsaratanàna. A... |
Nisafoakan’ny hehy fanesoana azy i mahaly. Notsoriahany indray mandeha raha mbola tsy niomana iny ilay anankiray, ka raha tsy mailo kely dia efa nikodingy. Nefa, tsy navelany fa nokapohiny koa tao an-deferana, dia lavo ihany. Ary nifanavika teo amin’izay izy roa lahy. Indraindray hila hivadika tolona sy totohondry ny f... |
Rehefa tsy hitany hampiojalina 30 ’reo vady aman-janany be fahoriana ny fanaka mantsy no simbasimbany vakiny, montsny, ravaravarany. |
Na mimi ary ny endrika naye dia azo avy amin’ny fanafohezana ny endrika na yeye. Io famerenana ny endriky ny mpisolo tena io no atao hoe fananterana satria midika izy io fa tsy iza akory ny olona iantefan’ny hetsika ambara fa ilay olona soloan’ny endrika miverina ary io olona io ihany. |
Ho an’ny fofombadiko justine rasoazanany |
Ny sarin-teny hafa santionany sy ohatra vitsivitsy tsapanay fa misongadina ary mifandraika amin’ny fanabeazana ihany no asehonay eto, toy ny parallelisme , ny interrogation oratoire , ny gradation , ny anastrophe , ary ny oxymore . |
Fampifanarahana ny vontoatin’ny fandaharam-pianarana amin’ny filàn’ny mpiofana ho tekinisianina; tokony hifanandrify amin’ny zavatra ilaina amin’ny fiainana an-davanandro sy ny fiainam-pirenena ny vontoatin’ny fahalalana omena ny mpianatra. Ohatra ny vontoatin’ny fandaharam-pianrana dia tokony hamolavola tekinisianina ... |
Tokantrano ataon i bazy tsy fanomezana vola ny vady aman-janaka -tsy fananan i soameva asa -fiaraha-mitoetra amin ny ray aman-dreny rafozana tsy fitokisan i bazy an i soameva fisintahan i soameva noho ny tsy fahazakany ny vono sy fampijaliana nahazo azy -tsy mandeha araka ny tokony ho izy ny fiainan- tokantrano sy ny f... |
Nampivadiana ireo lalan- tsaina telo ireo, satria ny asa fampianarana dia asa sarotra tokoa, ka tsy maintsy mitaky fomba maro isan- karazany mba tsy hampandeha ila azy. |
Ny 28 may 2014 dia niadian-kevitra tao amin’ny akademiam-pirenena malagasy ny fandikana ny teny frantsay hoe patrimoine amin’ny teny malagasy. Mbola mitohy ny adihevitra. |
Fanandratana ny finoana 99- 126- 137- 142- métaphore-comparaison-épanorthose- 206- 236- 201- 187 épiphonème-métonymie vii- ny fikaloana ny 1- ny voka-tsoa azo avy 34- 36- 85- 178 métaphore-éllipse-pétalepse-comparaison- zavaboaary |
Ny sampana mpanazava sy tily fitaizana ireo ankizy sy tanora hahay hiaina amin’ny zava-misy sy hiaina ny tenin’andriamanitra. Mitsinjara tsara iaraka ny sokajin-taona ireo ankizy sy tanora ireo ary tsy miaraka ny lahy sy vavy. Mandeha milasy in-dray mandeha isan-taona miampy ireo fivoahana indraindray amin’ny faran’ny ... |
Betsaka ireo mpanoratra nankafiziny no efa nindaosin’ny fahafatesana. Anisan’ireny jean joseph rabearivelo, harioley, dox, emilson daniel andriamalala, randja zanamihoatra, ny avana ramanantoanina. Amboaran-tononkalo nahazo ny laharana faharoa tamin’ilay fifaninana loka ny avana ramanantoanina , 1991 nosahanin’ny edisi... |
Tahaka ny faritra maro manerana an’i madagasikara dia mametraka ho lohalaharana ny fiompiana omby ny fokontanin’antsahabe. Fady ny tany ny fiompiana kisoa noho izy biby maloto ary hafatry ny razana |
Fifanandrifian ny zana-peo ao amin ny tantara ny andriana sy ny ankehitriny fifanandrifian ny zana-peo antenantenany u a |
Nilaza ny hatezeran- drasoa izy. |
Ny fiangonana nipoiran ny ôrtôdôksa maneran-tany |
Ny fetran’ny asa mpanoratra feno ity mpanoratra nanaovanay asa fikarohana ity. Tsy ary ho voatrandraka avokoa araka izany ny karazana asa soratra nataony, fa dia ny tononkalo ihany no nifotorana. Misandrahaka amina tara-kevitra maro ny asa sorany. Tsy hihambo ny hahavita hanadihady azy rehetra izahay, fa izay tena hita... |
Ato ange madio e |
Nianatra tany amin’ny 0 ambaratonga voalohany |
Aleo e to am bany e to no hipetraka e! |
Manontany mpianatra ny valin’ny asa nentina nody |
Les objectifs d’apprentissage à organiser |
Fa izay tany alehanao dia ho tsaroana an-tantara |
Ny isan’ny olon epp mihinana vary indray isanandro indroa isanandro intelo isanandro mpianatra tsy tonga betambatra 00 12 86 09 fieferana 03 101 267 11 ambohiborimanga 11 109 62 12 |
Jakobson, in op cit , tak 91 un code commun est leur instrument de communication, qui fonde effectivement et rend possible l’ échange de messages |
Ef raharimanga , rakoto ratsimamanga albert ny malagasin’y taonjato-xx ny androko vonifanja 1937-1977 , op cit |
Manakatra ny hevitra raketin’ny fahafahana avy amin’ny fanadihadiana mivantana sy na fandalinana iaraha- manao ny dikan’ ny fahafahana fanamarihana ny sanda raketin’ny fahafahana no tian- kambara eto. Marihina anefa fa ajanona eo amin’ny fanakarana ny lanjany sy ny vokany eo amin’ny lafiny teti- pitondrana, toe-karena,... |
Institut catholique de madagascar |
Hoe ahoana moa izany fandresena manindry isan’andro ny fo amam-panahiko rehefa aho mitandro izany mba tombandrahiko? |
Ireo mpamatsy vola niara-niasa tamin’ny kaominina |
E na tsy efa mamo ô tsy miala aketo ô e e e e e e na tsy efa mamo ô tsy miala aketo ô |
Avy amin’ny fifindramonina izay tsy dia mazoto mipetraka an-tanin’olona loatra ny antemoro rehefa madeha fa miverina an-tanindrazana ihany; eo ny avy amin’ny fiterahana be loatra izay mihoatry ny efatra noho mihoatra avokoa ny isan’ny zanaka, eo ny avy amin’ny kolontsaina izay tsy manambady ivelan’ny antemoro ny olona,... |
Loharano fao 2016 |
Ny tokantrano tsara fototra sy milamina no mandrindra izay mety ho fihetsiky ny ankizy beazina. Raha ampahatsiahivina ny fihetsika takiana amin’ny zoky dia milafika amin’ny fahaiza-mandray andraikitra sy ny fahendrena. Ny zandry, manoloana izay dia azo lazaina fa mahazo tombony kokoa satria ny fifandraisana misy eo ami... |
Teny fampidirana |
Jereo ohabolana 15 21. 99 jereo ohabolana 27 12. |
No miezaka mitady sy hihotra eo amin’ny fiainany fa saiky manao tsinontsinona avokoa ny fiarahamonina misy azy ireo. Hoy hatrany ity mpiofana nanontanianay miofana ato amin’ny cnfppsh zaho satria efa te hiala amin’ny fanilihan’ny fianakaviako ahy araka izany dia tena mangetaheta ny hivoatra ireo tanora manana fahasemba... |
Fandaharam-pianarana |
Nohadihadiana tamin’ity asa fikarohana ity ny lohahevitra manao hoe ny fomba filazan-javatra ao amin’ny kotro-baratra; jean nalisoa ravalitera. Nozaraina telo lehibe ny asa. |
Manaraka ny finoana katôlika izy. Azo lazaina fa olon’ny finoana izy, sady voataiza tao anatin’izany. Manaporofo izany ireo sekoly nianarany izay araka ny voalaza, dia sekoly misiona avokoa. Eo ihany koa ny fiofanana nataony momba ny teôlôjia natokana ho an’ny laika teny amin’ny i. C. M ambatoroka. Izy moa dia voataiza... |
Sehatra nirotsahana |
Lesona question de la literature , andriamanantsilavo seth, 19 juin 2006, taona fahadimy |
Itony nofo itony alohan’ny hodiany ho vovoky ny tany andrianina aok’izany. Izany raha salama sahy ery miteny halamiko ho toy izao iry andro ho avy iry nony sendra diso ny tetika natao akana nofy hafa itony nofo itony. |
Voaporofo izany tamin’ny andro rehetra nirotsahanay an-tsehatra. Vehivavy avokoa mantsy ireo mpanadio. Ary raha sendra misy lehilahy tonga dia mpanara-maso sy mpibaiko no ataony matetika. Solon-tenan’ny faritra namafa fiangonana, 27 aogositra 2011 loharanon-kevitra lala colombe rakotomanana |
Marihina fa ao anatin’ny fahatanorany tokoa ireo mpandray anjara fototra. Manodidina ny 30 taona eo ho eo avokoa izy ireo ka tsy mahagaga raha itoeran’ny herim-po sy ny herin-tsaina. |
Andriamalala e d , taolambalo, antananarivo, imprimerie d’ouvrages éducatifs ankatso, librairie mixte, 2è édition, 1972, tak.119 |
Hira faha 9 ao amin’ny fihirana ffpm io fa nampiraisim-bolo amin’ny rango |
Sain-dratsy toy izany sahady. Miaro tsy mbola be bokotra foana ve na izany aza e ! Afaka mitohy ny |
Ny mpanoritra, ny mpandrohy, ny mpanondro, ny tsirinteny milaza fananana, ny mpanampy, ny mpamari-toetra ary ny mpamaritra isa no mpamaritra nodinihina. Noezahina nomena ny famaritana ireo mpamaritra tsirairay ary nasesy tsirairay koa ny fandinihana azy ireo. Nojerena ny fampiasan’ny teny malagasy ny mpamaritra anankir... |
Le sacrement du mariage |
Ny toetra ivelany raha miresaka toetra ivelany isika dia voafaoka ao anatin’izany ny endrika amam-bika ny toe-karena sns amin’ny ankapobeny ireo mpandray anjara ireo dia anatin’ny sokajin’ny lehilahy avokoa. Na izany aza dia azo zaraina telo miavaka tsara ny toe-batany ao ireo tanora vao vaky fitia, ao ny efa manambady... |
Ny famonoana ny bibikely na désinfectant |
Eo amin’ny lafiny fifandraisana tsy mahavery mandeha ny olona ny fahafehezany amin’ny ilany azy ny teny roa ary tsy ho sahirana izy miditra anaty fiarahamonina samy hafa sy hisokatra amin’ny hafa firenena ary hivelatra amin’ny tontolo hafa ka handray kolontsaina samy hafa sy hampivoatra ny fiainany. |
Zaza maditra koa aho |
Niry solosoa 12 10 1992 |
Ny zanaka no voalohan-karena, hoy ikaky nanapaka ny teniny. Ary toy izany no hiafaran’ny ankizy raha mbola mikiry hanentsina ny lalany isika. Tahaka ny ony mikoriana misasasasa ny |
Ny fahafantarana ny mombamomba ny mpanoratra iray dia manampy be dia be amin’ny fanadihadiana ny asa sorany. Nanampy tamin’ny fahafantarana ny tantaram- piainan’andriamalala ny fahamaroan’ireo tahirin-kevitra milazalaza ny aminy araka izay ho hitansika manaraka eto. 1.2. Ny loharano nipoirany |
Teny anelanelan-tsoratra ireompilahatra tsyvoaisa nitadyfahamarinana nosaikanakako sora-mamyho anao ry tanindrazako malala fatsynahita aho. |
Va fasana ny foko , tak 88 214 s rajaona, zava-kanto vita amin’ny teny, op cit, tak 29 215 va zazavavin’ny alina , tak 12 |
Raison sociale du fournisseur représentant habilité facture pro forma n date références de la demande de facture pro forma raison sociale de l’acheteur |
Ny fomba fanatanterahany ireny 073 ii- ny tanjona amin’ny fanatanterahana ireny 074 iii- ny toerana sy ny fotoana ary ny fomba andrafetana azy ireny 074 ny sakafo ara-pahasalamana tokony hohanin’ny olona i- ny filan’ny vatan’olombelona 075 ii- ny mombamomba ny vatan’olombelona 078 iii- ahoana àry no ahalalana fa mifand... |
Alarobia 03 marsa 1971, iv lah 4449 hay va re be zava- tsoa toy izany ao amin’ ity akanin’ ny firahalahiana ity è! 14 saingona ka gisitra sekolim- pirenena tsy nisy afa- tsy kilasy voalohany no niadidian dravalo. Voatery nanome fampianarana maimaimpoana ireo zanaky ny tantsaha tratry ny fe taona izy, ka tao an tranony ... |
Toy ny mahazatra dia famaritana roa hatrany no hiaingana. |
Varotra izay miala ny tanàna fa hoentina any an-tanàn-dehibe izay misy ny tsena lehibe. |
Tovana 1 fitsinjarana asa taona voalohany |
Iii- ny fomba fiasany iii-1- ny zavatra ataony ny creni dia manome ronono ny zaza latsaky ny 24 volana tsy ampy lanja miohatra ny habeny na ny taonany. Tsy mifidy olona izy amin’izany fa izay rehetra mahafeno io fepetra io ka tonga ao aminy dia raisiny an-tanan-droa daholo. Matetika anefa dia ny mpampivelona, na ny mpi... |
A2 afaka mampiasa voambolana sy -manao sivana ireo akora ilain’ny asa takina aminy fehezanteny fohy amin’ny sehatra mifintina kokoa -miala amin’ny fanehoan-kevitra poakaty |
Efi torendrika 118 2 26 4 |
Ny tsaran’ny razantsika ny firaisankina mantsy no kofehy tsara vona, tamin-java nahafaly na ny voina izay nidona ; sanatria tsy novahana mba ho fasika hiraraka , fa tsy vatolampy intsony izay niray ka tafasaraka. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.