text stringlengths 10 11k |
|---|
La théorie littéraire. Editions du seuil. Paris vies j. Nalisoa ravalitera poetan’ny fitiavana. Mémoire de capen. Antananarivo elie raharolahy poeta rômantika. Antananarivo dictionnaire malgache-française. Edition maritime et outre-mer. Paris |
Ny fototra ankapobeny mampijoro ny faribolana sandratra |
Aogositra vakansa amboasary-gare |
Rado tsy nety izy, sady fanalana azy koa ny anay, ka handeha sa tsia e? |
Tak 190 nipararetra i raozy nilaza izany. Tena nino tanteraka fa mpamosavy na vazimba i eva rafieldmond . |
Ho an-drazay sy fangatahako, tsia, hoy ingahy |
Ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ ny fifamaritan’ ny oharina sy ny anoharana ny takila ny fehezanteny nangalana azy ny oharina ny anoharana ny toetra iraisany 10 efa niandry ahy tao ramily sy ny vava basiny! Vava basy samy maneno, afaka mamono, azo tandremana tsy hipoaka 29 samy nanirery ka nitady hafanam- pitiav... |
Ii- ny dinan’i melaky tsy mimpoly tarihin’i foara |
Manao ny joro sy mitarika ny raharaha rehetra mikasika ny fifandraisana amin’ny hery tsy hita maso ny laidama raha izany no iafaran’ny malo. Ankoatra ny malo an-drazana, isaky ny misy joro ataon’ny iray tobin-drazana dia tanterahiny izany. Any aminy, ohatra, ny fanalahidin’ny fasana. Lazaina hoe mpiambin-jiny izy, satr... |
Fournitures scolaires pour garantir la même traitement pour tous. Elles ont le même mérite de réussir après avoir sejourné à akany avoko faravohitra. |
Ny zava-kendrena tamin ny fampijoroana azy |
Le 21 novembre 1826, après l’agrément par l’etat malagasy, mr. Charles, houeden, spécialiste en imprimerie a été envoyé à madagascar par le siège de lms à londres. Il a été arrivé avec des machines pour impression. Dommage, mr. Charles n’a pas pu suivre, il est atteint par le paludisme après un mois de son arrivé. Aprè... |
Ouvrages generaux |
Misy fomba vaovao noforonin’ny manam-pahaizana hanondroana anaran-teny eo amin’ny teny malagasy. Ampisaina amin’izany ny voanteny hoe teny, ampiana ny mpamari-toetra manondro ny mponina mampiasa ilay teny. Ohatra teny frantsay, teny bantu, teny arabo, teny angilisy. Fampiasa amin’ny fomba moderina ihany koa ny voanteny... |
Raha dinihina indray ireo toerana rehetra hita ao amin’ireo tantara foronina ireo dia teto andrenivohitra no tena nivelatra ny tantara. Ary izay tena itoviany dia ny |
Zava-dehibe eo amin’ny fiainan’ny zanak’olombelona ny fanabeazana sy ny fampianarana ary tsy afa-misaraka amin’izany izy, noho izy miaina sy mivelona |
Razafimahatratra noro, 2002, tak. 15 |
Ny fahalalana mbola araka ny famaritan’i jean houssaye 2000 ihany, ny fahalalana dia miafina ao amin’ny vontoatin’ny fiofanana ny fahalalana ny taranja sy ny fandaharam-pianarana izay ampianarina. 19. Noho izany, ny fandaharam-pianarana irery ihany no fototra iaingana ary arahana. Miainga avy ao ny famolavolana ny vont... |
Beaujard p 2001. Mythe et société à madagascar, collection répertoire de madagascar et l’océan indien, edition harmattan, paris. 606 p. Guissard l. 1969. Littérature et pensée chrétienne, casterman, paris. 231 p. |
Izany no fanaovam-belomanrny fokonolona tao ankazotsara ny sefo distrikany. Hita ho tohina mihitsy ny fon’ingahy sefo distrika raha namaly sy nisaotra ny fokonolona izy. Ireto 470- hoy izy, misy vaovao anankiroa ambarako ho solon’ny fahatsiarovana mba hapetrako 1- hofoanana rnanomboka atsy ho atsy ny travail forcé na n... |
Tsy mateza fa mandalo, tony hehy sendra hita, po’to’izay dia voatakalo, ranomaso tsy mba ritra. |
Rado, zo, janoary 1976, tak 87 |
Ny ohabolana sy fomba fitenenana natao takona ila takila 09 ila tsy hahalala voky ileidala izany! Hoy ny fikomikominy. Dia napetrako moramora ny sotroko. Mody hendry ileidala izao! Avy amin’ ny hoe ny hendry no mody voky, fa ny adala manesika ihany takila 18 na dia niezaka aza n y saiko hanary dia ny kiboko tamin’ ny f... |
That the reason why this dissertation was given the title ny m ampangitakitaka ao am in’ny tantara an’onjam -peo nosoratan- drazanabary voahangilalao joséphine. This work is divided into three big parts first of all, we are going to talk about the writer lived before writing serials; afterwards follows the big point of... |
Ny ratsy efa tiako, tsy tahotro tsy henatro; fa zava-bao no hitako, te hijery izany aho. |
Nanafatra ahy ianao hitondra safosafo arahin-teny mamy fa teny soa sakafo niriotra mafy aho raha vao nandre izany kanefa re indrisy sasa-poana ihany |
Resinao ny saiko sy ny fitiavako. |
Larousse, dictionnaire, des noms communs, des 1992 noms propres, nouvelles édition. |
Nifantina fatratra koa ireo voambolana ao amin’ny sokajin-teny anarana, na anarana iombonana izany, na anaran-tsamirery heveriny fa mahalaza tsarany tiany hambara ny mpanoratra. Ahoana indray ny momba izany? |
Tsinjonao ve’zato lanitra matsora izaho sy iana ilay salanitra tanora eo anivon’ny voary falifaly ankehitriny dia marary jalijaly tsiarotsiaro savolaina mampifendro no mirotsaka ao an-tsaina tapa-tendro tendro mampitohy’lay nofy tena mamy indro nofy rofirofy sisa tamy tonga handaka sy haneso ny efa resy avo vava sy mib... |
Rodony izao ny hira ataovy ody sento he lasana an-dakira kanefa tazako eto |
Toetra mivoatra karazan-teny maneho toetra mivoatra isany laharan-tononkalo ahitana azy isany ny lafim-pianarana 7 t62, 63, t72, 73, t82, t87, t89, t18 6 fahaizana 14 t11, t40, t48, t37, t72, 73, t47, t74, 75, 11 |
Eny ho’aho! Mba be ihany ny olona voan’ny tazo hitako! Na dia tazo mahery be aza ve? Manoatra noho ny zaza mifanintona! Hoatr’ireny olona voan’ny androbe ireny! Zany ve? |
Na azo lazaina ho fohifohy ihany aza ny fotoana tsy maintsy hanatontosana ny boky mirakitra ny asa fikarohana, izay am-bolana vitsy teo fotsiny, dia tsy maintsy nezahina notratrarina izany satria izay natomboka dia tokony hofaranana mba tsy ho very maina ny ezaka natao. |
Ancient society. Ed l. A. White. Cambridge mass. |
Raheliharimalala c. 1996 |
Hery tsy hita lalàna lalàna |
Ny asan-tarika dia fomba fampianarana natao hanorenanana fahalalana ao amin’ny mpianatra roa na telo ao anaty vondrona iray ka mitaky firaisan-kina sy fiaraha-mientana eo amin’ny samy iray tarika ny fikarohana na fanorenana izany fahalalana izany. Manamarina izany i p. Meirieu 1983 manao hoe mitondra na mitarika ny mpi... |
Eny an-tenantenan’ny renihira kosa no ahitana ny kabary manelanelana. Fitantarana toe-javatra hitany na angano mifandray amin’ny votoatin-kira no ataon’ny mpikabary amin’izany ary faranany amin’ny fitsofan-drano na anatra foana ny lahateniny. Toy izao ny lahateny nataon’ny mpikabarin-dramilison manara-maso aho eto, mij... |
Fa manomboka ny kandra b |
Nanapatapaka fianarana ianao dia nila vaniny tamiko, dia tsy hita intsony fa taiza ? Narary kanefa tsy misy aretina tsy sitran’ny fotoana ! Na sarotra aza ny fery hanolatra ihany. Nekeko ho marina izany ary sitrana aho. Ankehitriny toa fanafody tsara no nanala ilay holatra vokatry ny ratra, izany no ahatsapan’ny foko m... |
Sartre , qu’ est ce que la littérature ? , ed. Gallimad, col idées, 1948, p54 il n’ est pas vrai qu’ on écrire pour soi-même. 27 www. Tononkalomalagasy. Unablog. Fr clarisse ratsifandrihamanana |
Dia ireo adi-rima fanaon’ny bandro |
Ii-3-1. Ny sarin-teny miorina amin’ny tamberina. Misy karazany maromaro ireo sarin-teny hojerena eto dia ny anaphore ny épiphore ny anadiplose ny inclusion |
Lancrand o , guides des oiseaux de madagascar espèce active et peu farouche, que l’on rencontre le plus suvent en groupe monospécifique assez lâche , tak 336 |
Ny sakaiza ry mpijery, misy tena galifantsy; mody maty toa jorery, kanjo holoka sy ratsy. |
Ny hoe malemy eto, araka ny fanazavana natsidika tao amin’ny i.2.1 dia filaminana ho an’ny rehetra. Mitovy ny dikany amin’ny hoe tsy mahia a na tsy mahery ny zavatra midika korontana no mahia a na mahery. Ny filaminana katsahina eto dia filaminana mahafaoka ny fiarahamonina manontolo, indrindra mandritra ny lanonana. I... |
Tantely amam-bahona ny fiainana, io no mahalaza ireo trangan-javatra mifamahofaho eo amin’ny fiainan’ny olombelona. Hoy i ny avana ramanantoanina tsarovy fa fihodinkodinana no didy mitondra ny tany fiakarana no sady fidinana korontana ambony sy ambany 27 |
Ny zava-nisy nanamarika ny fijoroan’ny faribolana sandratra tarafina ao amin’ny tononkalo |
Fanovana ny toe-tsaina manoloana ny taranja malagasy |
Famintinana miteraka voka-tsoa ho an’ny mponin’i vakinankaratra, sy ny firenena malagasy manontolo ny fanatanterahana ny mamahoaka. Hita taratra izany raha ny lafiny toe-karena no resahana. Ny fizahan-tany izay isan’ny seha-pihariana mampiditra vola vahiny betsaka ho an’ny faritra sy ny firenena dia nihaniroborobo nano... |
Repoblikan’i madagasikara tanindrazana fahafahana fandrosoana |
Haseho manaraka eto ireo karazana fomba an-kafaliana any vohipeno ka tsy ny fomba no hohazavaina amin’ny antsipirihany fa ny rary hita mandritra ny fomba rehetra no hasian- dresaka betsaka. Amin’ny fiboahana ny tovovavy ampakarina dia tsy maintsy manao satroka tohitra, misakelika harona paikila misy hao-sira sy ondriky... |
Ho fiorenam-pahamarinana e dia vatolampy tsy hikoro d sy andry azo ifikirana. E raveloarisoa madeleine |
Mandry amin’ny anabaviny ty! |
Fafana 29 ny fizotran’ny asa isan-tarika marihina fa misy ny fandrindrana an-tsoratra eo anivon’ny tarika tsitairay mandritra ny fifanakalozan-kevitra ifanaovany misy ihany koa ny fandrindrana an-tsoratra ny hevitra vita famakafakana. Ny mpitan-tsoratra isan-tsokajy sy ny mpampianatra no miara-mifarimbona amin’izany ma... |
Lazaina fa mpandray anjara ravaka ny olona iray raha toa ka tsy maharitra eo amin’ny fitantarana izy fa ampahany ihany no andraisany anjara. Mazàna izy ireo dia mihelina fotsiny fa tsy maharitra. Manome aina ilay votoatiny no tanjona aminy. Maro ireo zazavavy sy vehivavy mpandray anjara ao anatin’ny boky i. D. F. Domoh... |
T5 ise ity mikitoatoa foana, tanindrazana hovelomi-maso ry ise ty tsy azo anaovana rainazy a ! I’-j se sa |
Madinidinika anie ale tolan’a ana e miavo koza anie ale ny tsy mana a e mandinindinika ny tsy fana ana arô zaho ambohima a arô misy anay e e izany andrika ale ka mampalahelo ny tsy mana a e |
Mitaraina ny tany, , tak 56 16mitaraina ny tany, tak 65 |
Eto, mantsy, indrisy no tetezana mampita, sady kizo tokan’ilay fiainana tsy hita! Eto re no gara faradoboky ny fetra! Eto no andaozanao ny zavatra rehetra |
Ny rohy mampifandray ny lahatsoratra enti-mampianatra dia fototra mampivaingana sy mampikaona ny fampianarana natao. Ny fomba fijerin’i mackey 1972 sy laforge 1972 mikasika ny fampianarana teny no ampiasaina raha handinika ny fifandraisana eo amin’ny lahatsoratra. Lafin-javatra roa no kendrena dia ny hahazoan’ny mpiana... |
Ny tranon-dramosen’i besalampy dia izay ilaina tokoa no fanaka ao an-tranony ary kesika ampifanongoavina ny ankamaroany. Tsy mba miainga ambony vanona akory ny lavarangana miditra ao fa dia mitsatoka amin’ny tany amin’izao. V. A. Tak59 |
Soutenance 24 juin 2015 |
Ao ny momba antsika irery; nefa koa ny manodidina toa manasa antsika hijery ho ety an-tany. Tsy hanidina ! |
Fisantarana ny asa fikarohana mikasika ny fomba filazan-javatra ao amin’ny lahabolana moa ity asa ity. Koa sahinay ny milaza fa misy ihany ny fitavozavozana teo am-panatontosana ny asa. Nefa na izany aza nampitombo ny fahalalana nanananay, mikasika ny akora nodinihina sy ny stylistique izay efa hita tany an-tsekoly, ny... |
Ny fianarana nodiaviny |
Nefa ianao tsy nanadino, tsy manolo ny niaviana, 10 mankamamy izany mody, ho tafaray ny tia sy tiana; ho tsimbotry tsy hifandao, tsy hifanary tonga adrisa. |
Anarana mangahazo any beandrarezona |
Hanitra nentin-drazana, impimerie volamahitsy amparibe tananarive, 44p rahajarizafy a 2004 |
Ny teo anelanelan’ny taona 1922-1929 |
Tsy maintsy lalovana |
Ahoana moa no hamelako an’izao fotsiny ato? Efa manao vy very ny aiko ihany aho. Hongotako tsirairay ireto! Mm ary vehivavy izy izany a! Mbola io ny volony tàna ivoho. Angamba razambe ’ty satria eto amin’ny farany ambony atsinanana. Ary vadiny izany ilay teto akaikiny , notatahako lamba sy nalaiko taolan-doha teo satri... |
Famintinana ny fizarana fahatelo |
Ny finoana raha ny resaka finoana ao andranovolo atsinanana dia mitovy amin’ny mponin’ny antemoro rehetra satria dia miaina amin’ny finoana nentim-paharazana efa voalaza any amin’ny mponin’ny distrikan’i vohipeno izy ary manaraka ny fobam-pivavahana |
Fonds de roulement de la tpflm trano printy fiangonana loterana malagasy |
Azafady ratovo, aoka ho tanako ny fibaikoana fa adiddiko izany. Tsy miady voninahitra aho, fa ny maha lehibe ny lehibe dia ny mirotsaka eo amin’ny ady sarotra indrindra. Mandehana tairo ny namantsika fa raha tsy izany, indray maty eto isika roalahy. J’-k se sa |
Hafatra mikendry ny hahaizan’ny mpianatra mampihatra izay omena azy amin’ny sehatra sy ny fotoana ary ny toerana tokony hanehoana izany. |
Ny voambolana ampiasain’i eric ravalisoa ao amin’ny fa velona indray lafin-javatra roa no azo resahina amin izany, dia ny loharano nanovozana ireo voambolana, ary ny fomba fampiasany ireo voambolana samihafa, ka mahatonga ilay teny hanana endrika mihataka amin ny mahazatra sy ny fahita andavanandro. |
Masoandro mody e! Ka samy, mibanjin-kintana ho tamy mihaingo sady toa manamy toa hanambara teny mamy |
Itony koa ny fanaon’ny betsileo andrefana toraho iraka fianarantsoa, tanala e! Tanala e! |
Moa mba misy boky firy no efa hitanao voadika ka nanandratra ho avo izany tenin-drazantsika ? 35- ny baiboly irery ihany sy ny fenitra katsahiny io no diplaoma ambony zary satro-boninahiny ! |
Nifanao fotoana tamin-drasendra lehiben’ny jiolahy teny soarano i andry. Ahitana izany ao amin’ny va tak 113 vao nigadona ny tamin’ny efatra hariva dia efa nijorojoro teny akaikin’ny zaridain’i soarano i andry toerana eto an-tampo-tanàna avokoa ireo. Tsy mahagaga raha fantatry ny mpanoratra tsara ireo satria mponina et... |
Ity angano ity kosa dia miresaka indrindra mikasika ny fifandirana vokatry ny fieboeboana sy ny fifampialonana. Asehon’ny angano anefa, fa eo amin’ny fiainana dia tsy dia ilaina loatra izany, satria misy hatrany ny lehibe noho ny tena, ary samy manana ny maha izy azy ny zavatra rehetra. Ohatra5 ny masoandro sy ny zavon... |
Ilaina amin’ity asa fikarohana ity ny mikaroka ny fiainam-pahazazany. Miankina amin’io koa mantsy ny asa famoronany. |
Ny fahaizana mandinika 9- 12- 18- 27- 48- 71- métaphore-antithèse-polyptote- ny efa misy 72- 79- 129- 204 parallélisme-alliance de mots-litote- |
Razafindravony, hafatra fampandrosoana tarafina ao amin’ny hiran-dry sareraka, mémoire de maîtrise, toliara, 1996, p 47. 30 r. R raolison, op. Cit, tak 69. |
Ka zary fanaovana fanandramana ny mpianatra malagasy. Tamin’ny repoblika voalohany nentin’andriamatoa filoha philbert tsiranana, ohatra, dia ny pédagogie par objectif ppo no nampiasaina. Taty aoriana kosa, tamin’ny andron’andriamatoa filoha marc ravalomanana , dia nisy ny approche par compétence apc ary novana ho appro... |
Ny fanovana endri-javatra na métaphore sarin-teny ampifanatrehana ny oharina sy ny anoharana, ka tsy ahitana kian-teny enti-manohatra. Misarika ny mpamaky hanakatra izay tiana hambara ny fanovana endri-javatra. |
Ajanoko ny teny, fa ampy izay ry neny! Ka dia veloma ihany |
Ohatra raha te haneho toerana iray ny mpanoratra dia lahateny manoritsoritra no safidiany ary mampiasa mpamaritoetra maro izy mba hahazoan’ny mpamaky sary an-tsaina. |
Clairon françois, mpanjakan’andranovolo atsinanana |
Foronina sy ny tantara tsangana ny tsy fahafahan’ny fitiavana sy ny fanambadiana miara-dalana no asehon’ny fisarahan’i lala sy i lisy ao amin’ny fofombadiko nosoratan’i e. D. Andriamalala. Ny teny filamatra isarihana ny olona hividy sy hampiasa ny entana atolony no amehezan’ny mpamorona doka varotra ny asa novokariny. ... |
Ho an’i volana |
Faralahy mazotoa ralimanja ? Sao manko manaiky tsy sazoka fotsiny ? Ralimanja mazoto aho izaho koa ange liana te hahalala ny tena marina e ! Faralahy hay ve ; vitao ary ny voly ananao, dia ho ao an’alan’ambohimahavelona isika e ! |
Toy izao kosa no hita ao amin ny efitry ny boky efitra lehibe malalaka ahitana ny karazam- boky ilaina isan-taranja. Efa voasokajy araka ny karazany izy ireo. Misy ny latabatra natao ho an ny mpamaky, seza maromaro no manampy izany. Ankoatra ity efitra ity dia tsara resahina ihany koa ny efitry ny fanandramana na ny la... |
Ka ny tanjona niriny, ary koa ireo olon-tiany dia indro fa nafoiny hatreo sy nilaozany avy eo. Fa lasa izy nanasoa ilay fitia kitoatoa ! Rehefa nandao azy ilay andefimandriny vao nahatsapa ny maha-hosoka ireo tambitamby sy safosafo sy horokoroka natolotra azy ny eja. |
Tamin’ny fanadihadiana ny mikasika ny andalana antonony no nahitana fa mifanentana amin’ny zavatra manesika ao am-pon’ny mpanoratra ny fampiasany ity karazan’andalana faharoa ity. Hojerena manaraka kosa ny momba ny andalana lava. |
Ny riba randriamarolaza louis paul dia manambara fa ny fianarana ny riba malagasy dia mijery ireto ny fifandraisan’ny malagasy amin’ny tontolo manodidina azy ny vohon-tany, ny zava-maniry, ny biby, ny harena an-kibon’ny tany, ny karazana vy sy metaly, , ny |
Midika izany hoe mandray azy ho vadiko ara-dalàna aho. Io eny io dia tononina mandritra ny seremonia acte performatif ny fanononana ity teny ity eto dia tsy midika ho fitanisana na fampahafantarana fotsiny fa hoe misy ny fitiavana na koa |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.