text
stringlengths
10
11k
Ny antithèse
En tant que pasteur, il a été frapper par la ressemblance, qu’il ne pouvait guère s’expliquer, entre le récit qu’il a recueilli, et l’histoire biblique d’adam et eve et de leurs fils ca n et abel. Il decouvre meme une similitude troublante entre l’invocation des trois noms de dieu dans les formules sakalava, et la doct...
Betsaka ny ezaka natao tamin’izao asa fikarohana izao, nefa mety maro ihany koa ny mbola azo ambara. Misy ihany koa ny tsy fahatomombanana amin’ity asa fikarohana ity. Kanefa heverinay fa izay voarakitra ato anatin’ity boky ity dia hanampy ny sokajina olona maro sy ny rafitra misahana ny asa fampandrosoana amin’ny famp...
Saika ny hasimpeo rehetra mihitsy, na zanapeo na renifeo, no iharan’ny fifamaliana amin’ny aotra. Indreto misy ohatra mihatra amin’ny zanapeo eo amin’ny vanin-teny voalohany abdi bodo, eneng neny, iblis bolisy, ikan hena, inang neny
Maota oktobra-desambr jolay- aogositra 150 000 ar 100 000
Ny sekoly miankina amin’ny fiangonana
Tsia antony
Toko i saholy rakotonanahary amin’ny maha olon- tsotra azy olombelona tahaka ny olombelona rehetra i saholy rakotonanahary. Manana ny fianakaviany izy, ny fiarahamonina samihafa namolavola azy, ary ny zava-nitranga nanamarika ny fiainany. Hojerena mifanesy àry mba hanehoana izany, ny loharano nipoirany, ny fiainany ami...
Na ny vavy na ny lahy ’ndreo mirohotra eny an-tsaha na kely na lehibe mikorana feno hehy
F l v f l v 6ème i 28 29 57 392 406 798 380 390 770 99,93 96,05 6ème ii 35 29 64 490 406 896 452 398 850 92,24 98,02 5ème i 22 25 47 308 350 658 293 318 611 95,12 90,85 5ème ii 16 28 44 224 392 616 214 370 584 95,53 94,38 4ème i 15 20 35 210 280 490 202 275 477 96,19 98,21 4ème ii 16 17 33 224 238 462 220 236 456 98,70...
Manana andraikitra lehibe eo amin’ny fitaizana sy fanabeazana ny olona amin’ny maha olona azy sy maha olom-piarahamonina azy ny serasera. I claude bruner dia milaza fa ny tsy fahombiazana eo amin’ny sehatry ny fampianarana sy ny tsy fisian’ny rinddra maty paika eo amin’ny fiarahamonina, dia mifamatotra akaiky amin’ny t...
Hahazoantsika manafangaro ny hanohanana sy ny havokisana, ny torimaso sy ny fahatsiarovana. 44 ny ratsy maloto resahana eto dia ny ratsy eo amin’ny lafiny finoana indrindra indrindra fa tsy ny ara-pahasalamana fotsiny ihany. Tsy fanao na fady ny olona ohatra ny asiana maloto. Avahan’ny olona tsara ohatra ny zinga fampi...
Tany amin’ny kilasimandry kosa izy talohan’io i robena rahateo kilasimandry. V. A. Tak212 .
Aleo, hono, mandao toy izay ilaozana; fa mankarary kokoa ny mitazana, tsy mihetsika, tavela an-toerana, noho ny tazanina, miherika, handeha lavitra. Mamoin ny dia ny mpandeha ka maivamaivana tokoa ny alahelony.295 aleo, hoe, mandao toy izay ilaozana? Eny tokoa! Mamoin ny dia ny mpandeha; manalefaka ny alahelony izany e...
Ras oary raha tsy mahavita dia antsoy ihany aho ! Izay fa lasa aho e !
Ny firafitry ny tantara tarafina amin’ny mpandray anjara
Fizahan-takila drafitra takila
Maneho ny halavan’ny dinika nataon’ny mpitandrina sy ny mpandray ny fanasan’ny tompo rehetra, momba an-draivo sy ny hevitra tapaka tao anatin’izany ny fehezanteny lava eto.
Raha tamy ianao hanatona fa tia ny teny mba lazao dia teny marin-dia
Lalantsaina sy fomba fijery vitsivitsy no nosafidina ilafihan ny asa fikarohana mba tsy hivaona noraisina voalohany ny lalantsain i jakobson izay miresaka momba ny serasera ka eto dia ny serasera eo amin ny an-tsoratra no nampiasana izany amin ny maha asa an- tsoratra ny fanadihadiana lahatsoratra ; teo ihany koa ny fo...
Tody ie, tantara no noforonin’i michel andrianjafy fa mety misy toe-javatra tena marina mihitsy ao anatiny. Ary ny mikasika io fanalana ondrana io dia tena marina hoy ny mpampianatra malagasy anay. Hita ao amin’ny boky tantaran’ny andriana hono ny filazalazana io fombafomba io. Ravao ka tsy fanjakan’andriana intsony an...
Ny dindo napetraky ny famakiam-boky nataon’i ran e
Ny atao hoe fandrindrana ny fiainam pianakaviana sy ny hoe fandrindram- piterahana ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana dia karazana tetikasa iray nampidirin’ny fanjakana ao amin’ny fiaraha-monina mba ho fandaminana sy fampandrosoana ny fiainan’ny fianakaviana tsirairay sy ny fiainan’ny fiaraha- monina manontolo; iz...
Andininy 5 ny fiaraha-miombon’antoka ho amin’ny fampandrosoana ny sekoly dia ahitana ireto ratsa-mangaika ireto ny fivoriambe
Nandidy azy ireo mba hianatra lesona izy.
Araka ny fomba ny sakalava izay nentim-paharazana, dia manao joro izy. Ary izany joro ataony izany, dia misy ireto zavatra ireto emboka, lovia madio, ravina, zavatra aterina toy ny omby, akoho, sns. Io emboka io dia afo, ka atao amin-javatra avo tongotra, izay asiany vainafo ka ataony eo alohan ny zavatra ateriny. Ary ...
Fafana3 famintinana ireo tranga mikasika ny zana-peo sosona
Mitsara avoitrako ny vokatsoa aterak’ilay fanapahan-kevitra faharesen-dahatra firotsahana
Amin’ny maha ambany laharam-boninahitra azy noho rasela, dia tsy manan-jo sy fahefana hanome baiko ratovo. Vokatr’izany, tsy nanaiky handeha rasela. Ankoatra izay, rehefa nirahin’ilay lehibeny izy hiantso namana, dia nandà ankitsirano izao. Marihina fa azo ampifandraisina amin’ny fitsipiky ny kalitao ny lalànan’ny fila...
Ny endriky ny tononkalo nosoratany 69 3-1-1- ny endrika ankapobeny. 70 3-1-2- ny rima fampiasany. 83 3-1-3- ny mari-piatoana fampiasany. 89 3-2- ny voambolana fampiasany. 93 3-2-1- ny voambolana tsy dia fampiasa andavanandro. 93 3-2-2- ny voambolana eny anivon’nyfiarahamonina. 102 3-2-3- ny voambolana notovozina tao am...
Fanamarihana lahatsoratra nosoratan’ny mpanoratra iray sedera ravalison no nindramin’ny gazety hanalana voly ny mpamaky ; ahitana sary manaingo sy soratra voakaly, loko manome endrika miavaka ny takila. Eto dia misongadina ny fikaliana sy fanomezana endrika manokana ny hitan’ny maso mba hisa-
Filalaovany amin’ny fehezanteny amin’ny maha literatiora natao hanabeazana ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo, dia azo antoka fa niangaliana ny fomba fanoratra azy. Tsy ireo mpanoratra indray mantsy no hampiana-dratsy ireo olona ho beazina. Ireo fehezanteny ampiasain’ny mpanoratra dia efa maneho sahady ny mampiavaka ...
Poule app 102 0 102 1,000 27,000 11,951 5,294 nbactifs app 102 0 102 1,000 10,000 4,245 2,056 enfsco app 102 0 102 1,000 8,000 3,745 1,698 lettrés app 102 0 102 2,000 9,000 5,392 1,618
Mandinika ireo lafin-javatra mampiavaka azy ao amin’ny asa sorany ny literatiora fahafahana ny zava-misy sy ny fironana nikotrika azy ny endriky ny literatiora
Jereo koa , ohatra ny aingi-piteny, fampiasa amin’ny andro iray araka ny famaritan’ cfrlr azy, amin’ny hoe manariva , izay toy ny firavaka na fanao fanamiana amin’ny andro lehibe amin’ny andro iray, hoy ihany izy. Endrika iray amin’izay antsoin’i cfrlr ho poezia ity nofakafakaina teto amin’ny andininy 3.2.3 ity, araka ...
Tombana fifaninanana hidirana taona voalohany. Tamin’ireo mpianatra 80 hiditra taona voalohany sampana f. T. G, dia 10 tamin’izy ireo no nahazo isa latsaky ny 10 20. Izany hoe 12,5 30 amin’ny mpianatra 80, kosa no nahazo isa mihoatra ny isa 15 20, zany hoe 37,5 raha jerena izany ireo vokatra ireo , dia azo ambara fa ts...
Ny mikoka razana
Natolony ho an’ny mpanoratra efa maty kosa, ohatra ny v. A lah 45 ton chant r. R raolison no nanolorany izany. Ao no nanehoan’i di ireo hetsika goavana vitan’ity mpanoratra ity, ary koa ny fahavononany hanohy ny ezaka nataony. Toy izao ny ampahany amin’izany reçois donc, o, cher maître ! Ces vers. Certes un peu bancals...
Tsy liana loatra amin’ny fampianarana atolotra ny 40 ny ankizy satria eo ny fiheverana fa tsy mitondra mankaiza izany. Mahaliana ny sasany kosa ny taranja frantsay sy anglisy ary asa marika noho ny faniriana hifanerasera amin’ny olona mampiasa teny vahiny. Voatery, noho izany, ny mpampianatra mitady ny hampahaliana ny ...
Mpikarama an’ady i andry. Fomba nampiasainy tamin’izany ny fandotoana an’i andry sy ny fanendrikendrehana azy ho anisan’ireo jiolahy mpamadika firenena. Noheverinay fa ny tsara indrindra dia ny ahafahan’ny olona izay, avy ao amin’ny sampana iandraiketako miditra ho isan’ny mpikarama an’ady. Nitady fahombiazana izahay a...
Ntsika wenu nareo wao
Ity lahatsoratra an-gazety nalaina tao amin’ny gazetiko, tamin’ny asabotsy 03 janoary 2004, lah. 1737 v. A. , t.135 ity indray dia manasongadina fa misy koa ny teny mpandrindra eo amin’ny lafiny habaka marqueurs spaciaux .
Rainibozaka vo vonjeo ra-gly a! Vonjeo aho fa sempotra ato anatiny ato e! Feo mikohoka ra-gly fa naninona i rainibozaka e?
Na dia teo aza araka izany ny fahatsiarovan’i nampoina ho mijaly , dia ampy hampisinda ny fanaintanany ny fanampian’ny olon-tiany azy. Ny anarana angoty hoe neny izay fomba fifampiantsoan’ny mpifankatia eto no nanondroan’ny mpanoratra ny olon-tiany mba hanehoany fa mahatsiaro fahasambarana izy noho fisian’ny olon-tiany...
Ohatran’ny nisy feon’olona nikiaka reko teo? Marina tsy miosy olona any izany i! Tena misy olona , ary tsy lavitra eto fa fantatro! Maninona aty ankodahoda aty sa namana mpivoaka hoatr’ahy no nahatratra olona? Andraso hoe jerena ha! Tena olona io tazako mijoro eo ambony fasana io , ary lehilahy izy izany! Namana vaovao...
Ny anjely dia anarana natao hiantsoana ny irak’andriamanitra izay manana endrik’olombelona. Tsy misy anefa olombelona sahy mijoro ho nahita maso izany anjely izany mandraka ankehitriny fa ny voalaza amin’ny baiboly no inoan’ny maro. Raha araka ny tantara, ny anjely dia olona tsara tarehy fatratra, tsy mba manan-kilema ...
Izahay hiantso anao, andriamanitra! Ka henoy ny fivavaka in2 ataona aminao.
Manana ny anjara toerany lehibe ny fandinihana ny anarana satria ny anarana na ny voan-teny dia afaka milaza hevitra anankiray na ao anaty fehezan- teny na tsy ao anaty fehezan-teny.
Fanoritsoritana bika aman endriky ny olona, ny toe-batana prosographie
Journal des évènements socio-pôlitiques à madagascar une selection d’articles de décembre 2008 à mars 2009, op cit , flash infos, 27 janvier 2009 91 midi madagasikara, lah 7747, 31 janoary 2009 92 gazety lakroan’i madagasikara, lah 3608, 15 febroary 2009, tak 3.
Mpisolo manondro deikitika amin’ny teny malagasy arakaraka fahamaroan’ny zavatra tondroiny manondro zavatra tokana io itsy ito iny manondro zavatra maro ireo ireto iretsy ireroa manondro andian-javatra iray karazana irony itony irerony izaroa manondro andian-javatra tokana na maro izato izarý izatony izarony
Mise en valeur d’un bien par le travail productif, en vue d’un profit ex, l’exploitation d’une terre agricole 2. Agriculture ensemble des terres agricoles cultivées et administrées par une personne physique ou morale. Synonyme ferme2 ex, exploitation agricole diriger une exploitation de 100 hectares 3. Economie unité d...
Randrano tsara 04
Inona moa izany tody izany?
Créée en avril 2005, elle est composée de vingtaine de membres. Son siège est fixé dans la région vatovavy fitovinany, commune de kianjavato mananjary. Cette association est régie par l’ordonnance n 60-133 du 03 octobre 1960, modifiée par l’ordonnance n 75017 du 13 août 1975 portant régime général des associations. Kol...
Toy izao manaraka izao ny dingana nolalovany sy ny andraikitra notanany tato amin’ity fikambanan’ny poety sy mpanoratra malagasy ity.
Ity arikaroka ity dia ahafantarana ny antony mbola anomezan-danja hatrany ny lanonam-pamadihana mba ho fialana amin’ny toe-tsaina tia mitsikera sy manakiana befahatany fa tsy manao fandalinana kely akory.
Nety nataony koa ity lohateny antonony ity. Hita izany amin’ny lohatenin’ny tononkalony manao hoe aok’izay , in v. A, tak. 68; renao ve? , in v. 85; tsy mety , in v. A, tak.89. Maharay hevitra avy hatrany ny mpamaky raha vao mamaky ireo lohateny ireo. Ohatra, raha miteny ny mpanoratra hoe aok’izay sy ny hoe tsy mety , ...
Ny fiarovana ny teny malagasy, dia ilana ezaka dieny izao, hoy izy, mba tsy hahapotika azy. Mety hisy ny olana samihafa, kanefa, zava-dehibe ny asa toy izany, ka tokony hatao indrindra. Tsy tokony ho kivy amin’izay sakana, fa tohizan’ny ankehitriny hatrany ny efa vitan’ny teo aloha, ary arahin’ny taranaka any aoriana i...
Ny sokajin’ireo afana omby atao an-kamehana ireo fanafanana omby atao amin’ny fotoana tsy voafaritra mialoha, izany hoe, miankina amin’ny toe-java-miseho no tondroinay eto hoe an-kamehana avy amin’ny teny hoe maika toy izao no azo anasokajiana azy ireo amin’izany ekena aloha ny maha riba miendrika fidiovana purificatio...
Anisan’ny fepetra takina amin’ny boky iray ny fisian’ny fizahan-takila any amin’ny faran’ny boky, na any amin’ny fanombohana. Araka ny fahazaran’ny firenena misy ny mpanoratra ny boky no anaovany izany any amin’ny farany, na any amin’ny fanombohany. Any amin’ny faran’ny boky no ahitana ny fizahan-takila, amin’ny ankapo...
Ampahany amin’ny lahatsoratra ihany ireo, fa mbola azo hatevenina tsara. Mbola azo atao ihany koa ny manao fikarohana any amin’ireo tahirin-kevitra maro samihafa hanampiana ny lahatsoratra trandrahina ao amin’ny kilasy famaranana.
Azafady kely hoe! Hoy izy, sady noraisiny ireo valiha. Nodinihiny tsara ny anankiray. Nolanjalanjainy avy eo, toy ny hoe hatorany. Dia niverenany nodinihina indray. Farany, nahontsany, nahontsahontsany, natontony mafy teo amin ny latabatra sao hosimbainao eo ity valihako! Hoy aho tezitra. Tsy reny akory ny teniko; feon...
Ka ilay ray izay naka anao f’izay tokoa no sitrapony hitsinjo ireo malalanao sy hampionona ny fony.
Phase d’apprentissage casa2 cette phase est appelée également phase pré rurale pendant laquelle ces familles doivent apprendre comment vivre en milieu rural tant du point de vue économique que sociale. Cette phase est marquée par l’apprentissage des techniques de vie en milieu rural surtout au niveau de l’adaptation à ...
Renty rentirenty mandrentirenty
Ny sakaiza tiana manatanteraka ny atero ka alao tao amin ny famadihana f4 98 31 ny vato fehizoro maneho ny fifanaraham-piaraha-miasan ny fokontany sy ny tetikasa fampidirana rano fisotro madio 135
Ka ny saina savolaina dia finaritra miaina mankafy ny hiranao
Eo am-paran-teny. 3 t t mayat maty, maut maty, wafat faty
Ao koa ny fanitsiana ny toetran’ny tanora mba tsy hiaina amin’ny tendrom-po tsy mba namana fa manjary mahavita mamono olona, toy ny nataon’i kaina nahavita
Isaoranay ny anaranao, jehovah tompo ô! Nanolotra mba ho anay ’reo ray sy reninay nampianatra ’lay jesoa tia sakaizanay ankizy, nitondra famonjena ho an’ny olona, dia fiainana tsy mety lo fa manadrakizay tahiona re izy ireo jehovah tompo ô! Ny zanaka aman-jafiny, tahio avokoa ny heriny mba hampodio tahaka ny taloha! Ny...
Danàka dananàka fijery maharitra ka sady misokatra ny vava no misonandrana ny loha amin izany.
Cisco 2nde 1ère a 1ère c 1ère d term a term c term d ftmr
Matokia fa izy tompo tsy hamela anao ho irery! Ao anaty rotoroto, izy mbola hanafy hery!
Kisary maneho ny an-tanan-tohatry ny ezaka atao mitory fanantenana
Karazan-tsakafo azo avy amin’ny zava-maniry toy ny anantsonga, anamadinika, ravintoto, voanjobory, sakay, ary nanomboka tamin’io 2002 io ihany koa ny nisian’ny koba tao amin’ny bongou.
Ao amin ny acdb toy ny famelomana aina ny fiangonana, ny lovam-pampianarana momba ny fivavahana, ny fiainam-bavaka. Mandray anjara koa ireo tanora rehefa omen ny paroasy andraikitra amin ny fanentanana lamesa na vavaka iarahan ny apv sy ny fikambanana masina35, ohatra skoty, ikvk36, tmh37, mpiservy lamesa.
Karazam-boninkazo dia ny dingadingana , hazo tsy dia lehibe loatra, fanao fanafody mampijanona ran’orona izy io ary mamelana mavo. Maitso ny raviny ary midoroboka mahafatifaty izy raha tsy mbola mamelana. Tsy hita intsony ny raviny maitso, rehefa rakotra felana mavo.
Doanin-tsakalava toerana izay heverin’ny olona ho masina
Alohan ny anaovana lesona
Fisaka fisapisaka fisahina
Mme berthe 11 04 13 10ora-11 maraina antanambao maroantsetra
Mamony tsiro tsy ho ritra ianao no alitara masina hosorako ilo manitra hidiovako fanahy hidiovako nofo 10 hidiovako fo eto aho manesy tsetra hetrako aminao
Ny fanabeazana azo tsoahana amin’ny toerana ao amin’ny tantara
Fanaovana famelaberan-kevitra arahina ady hevitra ny famelabelaran-kevitra arahina ady hevitra dia fampiharana ny serasera ifanaovan’ny olona maro. Noho izany dia samy mitana ny toeran’ny mpiteny sy ny itenenana ny mpianatra tsirairay ary ny mpampianatra no mpanelanelana. Mitovy amin’ny dingana arahina rehefa amanao fa...
Ny zavatra ampianarina miovaova isan-taona ny zavatra ampianarina ao amin ny mem fa ny tantaran ny fikambanana no tsy maintsy misy hatrany. Atao mifanaraka amin ny zava-misy ankehitriny sy ireo takin ny ambaratonga sy talenta ny sahanasa atao. Ankoatra ny fampianarana soratra masina ao amin ny ja dia misy ny atao hoe a...
Noho izany ireo zavatra ireo dia manimba ny nofon-tany anirian’ny ala ary mampilefa sy mahafaty ireo biby rehetra miriaria eny amin’ny ala, eny fa na dia ny any anaty lavabato satria any anaty ala matetika no ahitana ireny lavabato ireny. Tsy mivaona amin’izany i j. Coudray sy i m. L bouguerra78 raha nilaza hoe la dest...
Itokiako feno fa amin’ny fiainana, ho fanilontsika hambomba ny fisainana sy fo amam-panahy ny dinan’olon-droa antsika hatramin’izao.
Loharanon-kevitra randriamanantsoa solonirina hantalifà, 2014
Mifanipaka tanteraka. Famaritan’ny mpanoratra vitsivitsy ihany anefa no notsongainay. Omena mifanesy manaraka ny famaritan’ireo mpanoratra vahiny, araka ny hita ao amin’ireo rakibolana ary farany, araka ny famaritan’ireo mpanoratra malagasy.
Ny fiainan’ny ray aman-dreniny antoka iray mahatonga ny fianaran’ny mpianatra hahomby ny toerana misy ny ray aman-dreny. Manana adidy ny ray aman-dreny, satria tsy ankinina amin’ny mpanabe irery ny asa fanabeazana, fa miankina aminy ihany koa. Lafin- javatra roa no tsara ho fantatra amin’izany, dia ny asa fivelomany sy...
Fanehoana ny fisian’ny lamina sy rafitra napetraka mba hampirindra ny fiainam-piarahamonina 0hatra aza mitsako alohan’ny vazana
Tsy aleonao manarina
Adala sitrana nosoratan’i arikaomisa randria
Cuq, j p. , et i. Gruca. 2002. Cours de didactique du français langue étrangère et seconde. Grenoble presses universitaires de grenoble.
Ny volana, dia atao hoe asombola
Ka hivonona hifandramatra hanjarianao ho filamatra.
Ny tsikalakalam-bola no nomentsika hitola malagasy tia angola manantena tsy ho tola!
Fahantrana ? Vitao aloha ny asa fa tsy lahatra io akory mahandrasa ! Mahandrasa ! Tampi- maso hampitony .
Ohatra rehefa manazava lesona, dia tsy maintsy eny amin’ny toerana izay ahitan’ny mpinatra rehetra ny vava izay miteny eny aloha.