text
stringlengths
10
11k
Razafintsalama, s. J. Ny finoana sy ny fomba malagasy, p.3, 5,12 ; edisiona md paoly, antananarivo, 2004 p. A razafintsalama s. J dia mpahay olona malagasy. Nandinika sy nandalina ny fomba amam-panao sy ny finoana ao anatin’ny fiarahamonina malagasy. Nanoratra ny boky mitondra ny lohateny hoe ny finoana sy ny fomba mal...
Izany hoe, mpianatra mahalala ny toetra literera ao aminy, mahay mampiasa izany, mahavita mamorona karazana literatiora. Ny literatiora malagasy ny tantaran’ny literatiora malagasy
La motivation en contexte scolaire tanisain’i crahay , 1999 283
Zavona zavonjavona
L’amour à l’engagement
Ny rano sy ny ala.
C’est ce conseil qui a proposé aux églises luthériennes les statuts et les règlements intérieurs de l’imprimerie. La nms a reçu l’imprimerie de la ffma en 1949. C’est pourquoi la nms d’andohalo et la ffma de faravohitra ont y été transférées au nouveau local de l’imprimerie qui se trouve à antsahamanitra son siège soci...
Voamarika tamin’izany ny rango ka nahatonga anay hisafidy ity haitsikera ity. Ny rango mantsy dia tsy asan’olon-tokana, isan’ny mampiavaka azy koa dia tsy nomanina fa arakaraka ny zava-misy. Manana ny maha izy azy koa izy eo amin’ny fiarahamonina noho izy tsy afa misaraka amin’ny fomba amam-panao. Nozarainay ho fizaran...
Rajaona siméon, 2006, zava-kanto vita amin’ny teny, edisiona faharoa tak. 13. 44 rabenilaina roger bruno, 2001, ny teny sy ny fiteny malagasy tak.23 45 rajaona siéom op. Cit tak.120
Fomba fanao mbola manan-danja hita ao ankaraobato koa ny moletry eo amin’ny resaka fanambadiana no tena isehoanny ny moletry dia fifanarahana eo amin’ny lehilahy mpangata-bady sy ny ray aman-drenin-drazazavavy mandritra ny herintaona omby iray ka hatramin’ny dimy miampy ny vola izay ifanarahana ny moletry miverina kosa...
Sary 16 fitafy vita amin’ny landy loharano rakotomalala jocelyn
Tsy dia manavanana ny olona ny mamaky ny amboaram-pahendrena, noho ny toerana misy azy ao amin’ny gazety sarotra hita.1 hanasongadina ireo ventin-kevitra maneho ny tena maha-malagasy sy ireo fiheverana araka ny mpanoratra no nanosika anay hisafidy ny lohahevitra mbola vitsy ny famahavahana ny momba ny ohabolana sy ny o...
Iza indray no andrandraina ?
Ratany, tonombavaka , and 3, in vondrona ambara 2, tak.19
Mankalaza anao
Ny 1anana atao hoe bo ry, fo
Fandraisan’ny mponina sy ny fanatanterahany ilay tetikasa, andaniny, ary ny fihetsika asetriny ny faneriteren’ny toe-javatra samihafa sy ny fomba fiasan’ny mpitondra izany asa fampandrosoana izany, ankilany. Toy izao no filazan’i olivier de sardan izany fomba izany ny fomba fiasa dia mijery ny zava-madinika indrindra a...
Ireto avy ireo nahazo tombontsoa tamin’ireo ezaka nataon’ny mpandray anjara fototra rabeniomby sy ravolahanta raha vita soamantsara ny fanambadiana ireo izay akaiky azy roa kely ankoatra ireo ray amandrenin’ny roa tonta raha tsy vita ny fanambadiany rainimbeniomby sy ny vadiny rainivola sy ny vadiny mahaly sy ireo mpan...
Ny lovantsofina mifaningotra amin’ny tontolo iainana
Asa fikarohana mifototra amin ny lafiny sôsialim-bahoaka sy toekarena ny fikarohana tontosaina izao. Ny fambolena vaovao no miantoka ny fampitomboana ny toekarena. Misy vokany lehibe amin ny sôsialy ny fambolena vaovao izay ampiasaina amin ny voly rehetra misy. Ny fambolena vaovao misy manerana ny firenena dia zava-bao...
Raha ity sarimihetsika ity kosa, dia mahafehy tsara ny kolontsaina malagasy. Tsy mbola zakan’ny sain’ny malagasy mantsy ny mifanoroka eny imasom-bahoaka. Tsy ahitana izany mihitsy ato. Araka izany, tsy manara-drenirano ireo sary mihetsika any ivelany izy ity fa mampiseho tsara ny maha malagasy, na dia ahitana taratra n...
Izany dia midika fa foana ny lalàna maha zanatany an’ i madagasikara. Nanaovan’ny frantsay fanambarana izany ny 14 oktobra 1958 2.1.2.2-teo amin’ny lafiny toe- karena noho ny ady lehibe faharoa izay natrehan’i frantsa dia sahirana izy. Fa ankoatra ny vatan-dehilahy malagasy nalefa tany mba hanampy azy amin’ny ady dia n...
Any ivelany maorisy
Viviane rasolo, op. Cit, 88
Ohatra anarana koto kotokoto vato vatovato trano tranotrano ny mpamari-toetra mitovy ny lalàna na amin ny mpamari-toetra na amin ny matoanteny. Matetika amin ny teny malagasy na atao endrika am-panovonana izany na am- panovanana dia mitovy hatrany ny lalàna. Ny feo dia izay voatonona mafy ny zanapeo misy ny tsindry. Ny...
Tsy ny haneho ny anarana lovan’ny teny malagasy avy amin’ny teny swahili anefa no tanjonay ato amin’ity fizarana voalohany ity fa ny hijery ny mombamomba ny anarana amin’ny ankapobeny.
Eo ! Mihodina ! ! 10 ovao ny tantara ! Afa-miova ho fotsy ny mainty! Oh! Tsy maintsy terena! Sa ianao vonona hiafy ho tery? 15 aza miteny amin’olon-tsy hendry; aza mamaly ’zay tenin’adala!
Fanazavana ny kisary iharilanto patrick andriamangatiana no mpandefa ny hafatra, satria izy no nanoratra ny vakivakim-piainana sy ny onjam-pilafila. Ny pandray ny hafatra kosa dia ny mpamaky. Ny boky no fantsona nentin’ny mpanoratra nampita ny hafatra. Ary ny zava- mitranga tiana hampahafantarina ao dia ny olana mianja...
Ny fo samy tia tsy maintsy hiray hifamingo-paka ho mandrankizay avela ny rano maria tsy hitony sy ireo izay tsy tia hamela lonjony tsy mampaninona izany tsy akory rehefa ny tiana no miaraka ory
Fizarana 45 alahahady, 14 ôkôbra 2007; lah 3540 ny fidradradradran’ny feom-behivavy iray nanakoako tao anaty ala no nampifoha tanteraka ny finoan’i ndretsa! Tena izy marina! Hoy ny teny voaloaky ny vavany. Niverina tampoka ny herin’i ndretsa iray manontolo! Niala haingana tao amin’ilay toerana niafenany izy ka nihazaka...
Fanatsarana ny fanabeazana any an-tsekoly.
Ny talenta voajanahary.
Salohy, 334 pejy
Mbola manamafy izany ny hita ao amin’ny ohabolana 16 1 ny fikasan’ny fo fa ny famalian’ny lela no amin’ny olombelona dia avy amin’i jehovah.
Frédéric randriamamonjy, tantaran’i madagasikara 1895 2002, tpflm, antananarivo 2006, tak 189
Ny fifandraisan’ny mpampianatra sy ny mpianatra
Ary anefa koa, moa ve tsy ilay fanahim- batosoa tsy mivoso- dratsy manao an- dolompo na mamery zo ny zanaka adalany satria tsy mbola tsinona tsy very tsy ho malalany?
Ny haihodidina miresaka ireo lafin-javatra isan-karazany, miditra an- tsehatra ao anaty serasera ity karazana hairaha iray ity. Manambara i charaudeau 2000 6 23 fa ny haihodidina dia mitaona ny mpiteny handrafitra ny lahateniny mifanaraka amin’ny tsanganan’ny olona itenenana, ny tanjona sy ny lanjan’ny serasera atao ar...
Par ailleurs, il serait plus pratique de tenir manuellement ces échéanciers fournisseurs. Ces échéanciers permettraient au responsable de faciliter son planning de règlement fournisseurs.
Manevateva ny anarany
Perestroika restruction de la société civil soviétique dans le sens de la libération. , dictionnaire hachette , ed. Illustrée 2003
Ny loko ao amin’ny lesona momba ny lohahevitra
Alavolon-jaza bozaka no iantsoana ny volon’ny zaza raha vao teraka izy. Izay volo mitsiry aorian’ny fanalana iny bozaka iny no atao hoe volo noho izany dia tsy mbola volo akory izay avy any an-kibon-drenin’ilay zaza. Antony tsy maintsy hanalana izany ny maha tontolo vaovao ny tontolo ety ivelany. Ampidirina ho isan’ny ...
Anisan’ny mampiavaka an’i jo andrianasolo koa ny fivantambatanana mamotsipotsitra ny toetran’ny olona akaiky azy na ny manodidina azy, ao anatin’ny tononkalony. Azo atoko ho roa lehibe izany famotsipotsirana ataony izany ny famotsipotsirana ireo toetra tsy mandriky ny zray aman-dreny; ny famaliana bantsilana ny toetry ...
Departement de la formation initiale cer lettres malgaches
Ny fivoarana ny fivoarana dia avy amin’ny fototeny hoe voatra f-i-voatra-ana raha tovonana tsirin-teny tovona mi- io fototeny io dia hahazoana ny matoanteny mivoatra izay midika hoe mihatsara. Ny fivoarana izany dia fihatsaran-javatra iray. Misy olona manatsara azy anefa matoa ny zavatra iray mihatsara. Amin’izany dia ...
Sokajy n ato amin’ity sokajy ity no ahitana anarana swahili betsaka indrindra. Tsy misy tovona ny anarana amin’ny sokajy n ny mari-pirindrana miasa amin’ny sokajin-teny mirafitra amin’ny anarana no ahafantarana ny sokajy. Ny fandinihana ireo mari- pirindrana ireo no nahatonga ny fanasokajiana ny anarana ao anatin’ny so...
Olona roa samy manana feo miavaka tsara eto no manao fampiaraham- peo. Raha samy vehivavy izy ireo, dia mety ho feo voalohany sy feo faharoa no re. Raha lehilahy sy vehivavy kosa dia mety ho feo voalohany sy feo fahatelo no re, na beso no tazonin’ny lehilahy. Raha samy lehilahy indray, dia mety ho feo voalohany sy feo ...
Amin ny ankapobeny, dia avy amin ny toetry ny feo avoakan ireny biby ireny ny matoanteny ilazana azy rehefa mamoaka feo izy. Ny saka, ohatra, dia ambara hoe minaonaona , satria ny feo avoakany dia miao lazaina hoe mivovo kosa ny alika, satria ny feo avoakany dia o misy anaram-borona iray antsoina hoe taotaokafa noho iz...
Ireo mpitendry sy mpamoron-kira
Samy ahitana ny fotsy avokoa na ny eo amin’ny sisiny havia sy havanana, na eny amin’ny faritra ambony sy ambany amin’ny takila. Tsy mitondra fahalalana akory izany, hoy i françois richaudeau, kanefa manana ny anjara asany tokoa fiarovana ny soratra mba tsy ho tapaka fotsy amin’ny sisiny efatra ; manamora ny fanombohan’...
Aoka tsy homena tsiny ’lay fitiavana mitsiry fa ny tsirony tsy lany fa ianao no efa lony ny hamamamiany vao tsy lefy no nilaozanao nilefa
A2-fototeny mingadona
Erny p , ethnologie d l’éducation, 1991, pp 170 190 28. Op. Cit 27, p 172
Ny fanaovana fisamboram-bola
Ny fomba nanatanterahana ny asa
Tsy mahavita tena ny olombelona. Mila ny hafa mandrakariva. Ny fanahy no isan’ny mandrindra ny fifandraisana amin’izany. Azo sokajiana roa ny fiheveran’ny ntaolo ny fanahy, taratra ao anatin’ny lahabolana kabary am-pianakaviana haja sy voninahitra
Vondrona ambara tak. 17
Tsy ho ekena velively, ny handroban’ireo ny tany; fa n’iza n’iza no hamely, mitsangana ka tohany! Tanindrazana ianteherana, tsy mba azo andeferana.
Encyclopédia universalis, france sa, vol 15, av 1978 pour certains, il y aura style quand dans l’énoncé, il y aura écart par rapport à la norme
Noho ny fahateren’ny tany volen’ny tantsaha sy ny tsy fahafehezany ny teknikam-pambolena dia voatery manao asa hafa izy ireo hamenoana ny banga. Kely mantsy ny vokatra nefa ny vady aman-janaka tsy maintsy mihinana, ny ankizy mila ampianarina. Maro ny vadin’asa ataon’izy ireo anampiana ny fiompiana sy ny fambolena. Sant...
Ireo fampiharana natao ireo dia mifantoka amin’ny fandrasana teny sy had ny l. Azo lazaina izany fa fikirakirana teny sy fehezanteny no atao eto. Amin’ny ankapobeny, ny fampianarana ny haiteny ao amin’ny taona faharoa dia mifantoka amin’ireo hatrany. Io endrika fampiharana io moa dia endrika efa mahazatra ny mpampianat...
Notre formation sur les points clés du développement, antananarivo, febroary 1999.
Ny mpampianatra ambany fari-pahaizana sy zazavao amin’ny fampianarana raha mitaha amin’ireo efa manana traikefa sy ambony fari-pahaizana. Azo fehezina ihany koa, fa miteraka tsy fahombiazana eo amin’ny fampianarana ny tsy fahampiam-pahalalana eo amin’ny mpampianatra vokatry ny tsy fanaovana fiofanana, ny tsy fisian’ny ...
Faritry ny ampovoan-tany, sarety foko betsileo, imerina, bezanozano.
Teny fisaorana
Raha mbola tsy àry akory ny vatanao malia, no efa niantso anao ny sary sy ny hira. Manakoako loatra ny fiainanao satria, ihaonan’ny mahery , akaiky sy andakira .24 ho an’i hajaina, dia nolovainy avy tamin’ny raibeny avy amin’ny rainy ny talenta ananany. Randrianasolo raibeny mantsy, ankoatra ny maha mpitandrina azy, di...
Kolontsaina efa nolovaina tamin ireo raiamandreny tany aloha ny fampianarana sy fitaizana ny ankizy dieny mbola kely hanana fahazarana amin ny fanaovana asa tanana. Na lahy na vavy samy novolavolaina ho amin izany mba hahafahany sahady miatrika ny fiainany sy mitsinjo ny ho aviny. Ny taozavatra
Nanolotra ramatoa olga raparany lohateny tantaran’ny literatiora malagasy vanim-potoana ankehitriny
Kisary maneho ny an-tanan-tohatry ny fisehoan’ny fahoriana 256 6 kisary maneho ny fomba fampiasan’ny mpanoratra ny teny savily fampifanoheran-kevitra kanjo
Tena voafintina ny ventin-kevitra tiana hambara eto, dia ny fanazaran’i tina ny zanany hianatra na dia tsy mbola nalefa any an- tsekoly aza izy. Avy hatrany dia mazava ny hevitra fohy, kanefa mafonja. Voafehy ao anatin’ny teny vitsy ny hevitra tiana hampitaina, ary tonga dia mivantana.
Mpanoratra boky niaraka nanoratra boky tamin-drainy talaky mandeha t3 ; isambilo t4 ; mazava atsinanana t5 , 1978 ; gasikarako t6 , 1989 ; gasikarako t7 , 1991.
Vola tsy fidiny hono no nandehanany, naharay taratasy avy tamin’ireo ray aman-dreniny izy nilaza fa misy asa ho azy any frantsa. Efa vita moa ny fianarany dia mbola nijanojanona teto izy. Tsy te hanome alahelo ny renin’i haimah izy dia lasa, ary tsy nieritreritra ny hiverina taty. Rehefa tonga tany hono izy dia afaka n...
Andriamalala, ny fanagasiana, librairie mixte analakely, antananarivo, 1974, tak 09 101 op. Cit, tak 13
Ao ny sary maneho ny zava-maneno malagasy, toy ny sodina oh sarina tovovavy anankiroa mitsoka sodina, t. 64
Mamorona tononkalo iray kanto miankina amin’ny safidy ny lohahevitra
Jaovelo-dzao r , op, cit, p.268
Ratany, tonombavaka , and.3, in vondrona ambara 2, tak.19
Feeling préventif féminin gratuit
Riviera c. , 1995, introduction à l’anthropologie, editions hachette, paris, tak. 20. Le propre de l observation participante est le mimétisme, faire comme les autres, faire oublier le plus possible sa différence partager la vie quotidienne de l observé, ses travaux, ses bavardages, ses fêtes.
Fikasana !
Sarinteny ahitana fehezanteny roa na mihoatra mifanesy ka mifamaly avokoa ny vanim-pehezanteny rehetra ny parallèlisme. Ohatra natao ny fehena, navadika ny prôgrama, nampandrenesana ny fenakavena 303 mitovy ny rafi-pehezanteny eto, satria, mitovy ny anjara asany. Natao ny fehena, navadika ny prôgrama, nampandrenesana n...
Tsy manana sokajin’anarana toy ny teny swahili ny teny malagasy; na dia izany aza, dia hita amin’ny anarana amin’ny teny malagasy ny tandindon’ny sokajin’anarana eo amin’ny teny bantu, araka ny fampitahana atao amin’ny anarana eo amin’ny teny roa tonta. Ny fanehoana ny endriky ny anarana eo amin’ny teny malagasy mifand...
Famintinana ny toko fahatelo
Fihetsika izay nijery an’i navalona tamin’ny zavatra nataony no lazaina ho nandinika azy. Fomba filazan-javatra mihoatra noho izay tena izy no nampiasaina eto. Mandinika izay midika ho tsy miala mihitsy ny maso fa mijery foana na mijery mandritra ny fotoana maharitra ela no nataon-drandimby. Mba ho fampitahana ireo toe...
Fafana16 ny matoantenin ny fototeny mitsatoka
Un questionnaire ou un guide d’entretien ne sont que les supports de l’information collectée, qui sera ensuite transformée. Pour pouvoir comparer les réponses des différents enquêtés, le questionnaire ou le guide d’entretien doivent être standardisés. La préparation de ces outils comporte différentes détermination des ...
Ran e 1987 kirimba tak -33
Ny fanamasinana ho pretra dia ao anatin’ny sakramentan’ny fandraharahana masina. Hojerena fohy manaraka eto ambany ny mahakasika ireo pretra ôrtôdôksa ireo satria dia anisan’ny mampiavaka azy amin’ny finoana hafa izy io. Fanamarihana momba ny pretra ôrtôdôksa
Gilbert de mareschal evaluation de contrôle interne d’une entreprise , edition fouchier, année 2003, 200 pages 31 gilbert de mareschal evaluation de contrôle interne d’une entreprise , edition fouchier, année 2003, 200 pages
Ny tarika mpanao hira gasy
Richaudeau , conception et production des manuels scolaires, unesco,1979, tak 183, les auteurs à trouver doivent naturellement connaître à fond la discipline traitée dans l’ouvrage. 6 r seguin , in op cit, tak 7, les commission des manuels peuvent prendre les decisions concernant l’elaboration des manuels objectifs des...
Ny tontolo hita maso ny antsoina hoe tontolo hita maso dia tontolo ifaneraseran’ny olombelona sy ny zava-boary hafa rehetra araka ny famaritan’i tsiatoro azy tamin’ny asa fikarohana izay nataony66.
Sehatra iray maneho ny maha izy azy ny faritra iray ny fomba amam-panao taratra ao aminy. Tsy hafa noho ny hafa rehetra akory ny faritra imamo fa dia manana ny mampiavaka azy. Ireto ary ny vitsivitsy azo asongadina eto i.8.1. Ny joro oraka
Ins pecteur raham pits o ihany
Manda afo, no arony, finoana no ampingany vavaka no fofon’ainy odiaina no tanany.
Ny kisatra dia ireo raiamandreny azo lazaina fa efa antitra ihany koa, nahavita be teo amin’ny tanàna. Manodidina ny 80 ka hatramin’ny 90 taona ka tsy mahavita ny raharaha rehetra eo an-tanàna intsony, mety noho ny fahavozoana faharerahana izany na mety noho ny aretina mahazo azy. Raha tsorina dia mitovy amin’ny hoe mi...
Ny kolontsaina malagasy toa mitampifipify; ny haisoratra vokarina ihany koa dia mihamanify; ny mpanoratra dia tsy mbola afaka ho matihanina fa saro-doatra ny ahitana ny hotinafy sy hohanina!
Tsy misy akory namana hiarahana manainga mamikivik’irery handeha hamadi-bainga.
Aro nenibe a rehefa nandinika aho dia tena nanam- pahadisoana koa izahay. Ny fiarovanay ny henatra olona sy ny voninahitra maha zatovo manan-tsaina hatrany no tao an-dohanay fa tsy mba namela na dia kely akory aza ny fikasanareo raha tianay ianareo dia porofoinay amin’ny fanajana izany, raha miseho ho mpivavaka izahay ...