text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny fampiasana ny tsirin-teny sara-droa ha ana na faha ana dia afaka mamadika ny mpamari-toetra ho lasa anarana maneho toetra ananana. Ohatra tanora ha-tanora-ana hatanorana, adala faha-adala-ana fahadalana, kanosa ha-kanosa-ana hakanosana |
Ohatra tononkalo iray nosoratan’i victor hugo nampitondrainy ny lohateny hoe je travaille 82 izay ilazany amin’ny namany fa ny fandraisany ny taratasy sy ny |
Araka io ampahan-tononkalo io dia hita taratra ao ny tamberim-boan-teny an- dohan’andalana mifanesy. Mandoko ny fihetseham-po tsy hay tohaina noho ny fitiavan-janaka izany eto. |
Ny sekoly sy ny ray aman-dreny |
Ahitana sokajy roa ny mpampianatra miasa ao amin’ny lisea mahitsy. Ao ireo mpampianatra mpiasam-panjakana ary ao ihany koa ireo mpampianatra karamain’ny ray aman-drenin’ny mpianatra antsoina hoe mpampianatra fram. Mitovy ny asa iandraiketan’ireo mpampianatra ireo eo anivon’ity sekoly ity sy ny ora iasany na dia tsy mit... |
Raha vao miresaka fifandraisana dia ny lafiny serasera no tonga ao an- tsaina voalohany. Raha eo amin’ny sehatry ny fampianarana dia azo ambara fa tokony ho olon’ny serasera ny mpampianatra. Azony atao ny mifandray mivantana na ankolaka amin’ny mpianatra amin’ny alalan’ny teny, ny fihetsika ary ny fomba samihafa. Azo l... |
Fampandrosoana ny fiarahamonina misy azy, |
Usaid us agency for development madagascar |
Ff1, tak. Xvii, andl 30-37 139 ihava, raim-pianakaviana monina ao ampiringalava, 54 taona |
Haifampianarana ny fanabeazana momba ny tontolo iainana ao amin’ny taranja malagasy |
Tontolo feno anao |
Sary 18 vehivavy antemoro mankalazana ny fetin’ny vehivavy valo martsa 2015 |
Rado fa mbola tsy ampy anao ve ny nandavako ny ho any e? Ianao no te hipingapinga ka eo vao mandraingiraingy eo. |
Rankehitriny fa ny taloha moa tsy nisy nalaza ratsy sahala amin’alasora mpangalatra akoho sa tsy nisy niatahana hariva sahala amin’ambohitrarahaba be mpamosavy? Ririnin- dasa tsy tsaroana ny anao raondriana ka ny taho-katsaka fahiny lazainao fa vintsy fahizay. Fa angaha raha fongarina ny tantara tsy nanam-pahalemena sy... |
Inty aho, io ianao fa izy no tsy fantatro. |
Noresahina tato amin’ity toko ity ny fetram-pahombiazan’ny tetikasa fandrindram-piterahana, ary ireo soso-kevitra vitsivitsy ho famahana ny olana. Hita tamin’izany fa tsy mahavahy tanteraka ny olan’ny fahantrana eto madagasikara ny fandrindram-piterahana raha toa ka tsy mbola manana fidiram- bola maharitra sy azo antok... |
Tsy lakolosim-paty no henoko fa anjombon’ny mpiantafika fambara loza mitatao ho anao mikatsa-pahafahana ao anaty filaminana |
Ny tanindrazany terak’andriamasinavalona avy eto antananarivo ny rainy. Taty aoriana dia nisy ampahany tamin’ireo razany nifindra monina tany alatsinainy-ambazaha, faritra analamanga. Tao ireo lasa tany ambohimandry, faritra itasy. Ary tao koa ireo nisafidy ny nijanona teto antananarivo-renivohitra. Ankoatra izany, dia... |
Matetika dia mitovitovy ny olana mpitranga amin’ny fanatontosana asa fikarohana toy izao. Ny olana ara-bola no tena goavana amin’ireny, eo koa anefa ny olana ara- pitaovana sy ny olana ara-potoana. Samy nosetrainay avokoa ireo olana ireo |
De rosnay, le microscope, vers une vision globale, edition seuil, paris, 1975, tak 91 un système est un ensemble d’éléments en interaction dynamique, organisé en fonction d’un but |
Dia tononiko eto izany ary averiko ombieny tsy olon-kafa akory izay fa idada sy ineny. |
Eo am-panombohana sady tsy mafana tonga amin’ny tsotsori- dia mbola milamina no tsy mangatsiaka mamba hisarahana sy mandeha tsara noho ny disadisa i lala sy i lisy ny fifandraisan’ireo |
Bourneuf r et ouelet r l univers du roman, 4e édition, vendôme, janvier 1985 puf |
Mamiko hiran’i bodo |
Fampahafantarana jeôgirafika sy ny fokontany ao aminy |
Er marina’h, miteny ny moana, inrm, tak 66 190er marina’h, aiza ny hambom-po? , in rm, tak26-27 |
Rakotosoa jean gabin takariva t-26, lah-1995, 21 03 1958 |
Lava- drano, fanasana tanana trano fianarana voalohany |
Tsy miasa ny sabany na dia maranitra |
Tntercecam |
Ton.52, tak 58 |
Lesona vaovao rehefa manao lesona vaovao dia tsy avy hatrany akory dia atolotra ny lesona fa miainga amin’ny lahatsoratra na tenina mpandinika hatrany izany hoe miainga amin’ny zavatra hita maso, azo tsapain-tanana, azo kirakiraina mandalo amin’ny elanelam-panahy ary farany mahatratra ny fahalalana izay sainina. Seho 1... |
Ry hazo mafy taho fialofana hatrizao akany samihafa mihantonkantona ao tsy takatry ny sasany ny tarigetranao |
Fikarohan- kevitra ataon’ny mpianatra ora 25 min |
Source enquêtes effectuées par ong lalana, année 2003. |
Razandry ô! Ireo manofa lamba ny havantsika miandry eo andrefan-tanana ny lalan-tsika efa madiva ihany koa herezo, herezo razandriko izany. V. Lah .10 raha izay ary no fomba fanehoam-pitiavana eo amin’ny samy zanaka, ka nanasongadinan’ny mpanoratra ny fitiavan-jandry tao aminy, manao ahoana kosa ny fitiavana asehon’ny ... |
Ny tiana zareo tsy mba ratsy, fa mamin ny fo sy ny saina, ny tsy tiana matetika mantsy na tsara aza, ankahalaina |
Ny resaka tontolo iainana ankoatra ny fambolena voaroihazo iva ravina sy avo ravina atao sakafon-dandy kely, dia misahana fambolena hazo maro karazana ny kaoperativa, toy ny fambolena ny amberivatry cajanus indicus , ny tapia uacapa bojeri , ny tsitoavina dodonae madagascariensis radlekofer , ny dingadingana psiadia al... |
Vahaolana tsotra no atolony dia ny miaina amin’ny fitiavana hatrany hatrany. Ny manova ny tsy mety teo aloha ka mibanjina fiainana hafa indray mifandrindra amin’ny fomba fijery malagasy izany raha tarafina amin’ny fomba fiteny hoe indray mandeha ve no manta vary dia handevin-tsotrobe ? Tsy kivy ny malagasy manoloana ny... |
Manoloana ny fanangonana tahirin-kevitra araka ny zavatra tsapa sy hita teny an-toerana dia zara raha misy ny atontan-kevitra na ny tahirin-kevitra. Koa satria efa maro ny taranaka no liana amin’ny asa fikarohana, koa tokony ezahina noho izany ny hanokanana sy hitahirizana amin’ny toerana iray ireo tahirin- kevitra mah... |
Ny fanabeazana sy ny tantara an’onjam-peo |
Fandaharam-potoana |
Dady dadhi, bazary bazr, mizàna mizn, dokany dkan ; avy amin’ny teny karana sanskrit sasatra shastra, sisa çeça, karama karma, asa ayasa |
Eny amin’ny doany fanadiovana ny manodidina ny doany raha ilaina izany. |
Ny endritany |
Boeny 1516 91936 4461 15289 3770 bongolava 50 74631 |
Observations obs. Avec données manquantes obs. Sans données manquantes |
Sary kamory mitaiza tatamo o! Manganohano |
Ireo sokajin’akora notrandrahina haseho amin’ny fanehoana ny sokajin’akora voaangona ireo tranga hita teny an-tsehatra, ny teny sy fihetsika voamarika ary ny fitaterana ny fiheveran’ny sokajin’olona ny ambalavelona. |
Raha atao indray mitopy maso izay rehetra novahavahana tamin’ity boky ity dia azo aseho an-tsary amin’ny fomba mifintina tahaka izao ny fizotran’ny serasera mandresy lahatra 201 |
Ataovy tsara fantina ny boky vakina |
Taria mampahalala no nodinihina teo. Famahavahana taria manazava indray no irosoana amin’ny zana-pizarana manaraka. 2.2.2.3. Ny taria manazava |
Hetsik’ireo mpandray anjara ho amin’ny fampiroboroboana ny fiompiana ny akoho manatodilava ao mahitsy 3 tan-tsoroka amin’ny fampiroboroboana ny fiompiana akoho gasy amin’ny henan’ny akoho fakana nofo 4 fampiroboroboana ny fiompiana akoho ho tan-tsoroka amin’ny fampihenana ny fahantrana eto amin’ny faritra analamanga 5 |
Loharano ny mpikaroka |
Misy noely sambatra mamonto tsikitsiky ny molo-jazakely vao mianatra misantatra mankafy ny fiainana ; |
Any am-piangonana |
Telovolana |
Ny olona vorina |
Miverina matetika eto fa ady sy tolona ny fiainana, ilaina ny fandraisana andraikitry ny tsirairay mba handresena izany ady izany. Tsy mora anefa ny miatrika azy, mila vononina hatrany ny saina satria io no ampinga hoenti-miady voalohany indrindra. Tsy misy fitaovam-piadiana ampiasaina izay mety hiteraka vono na ratra ... |
Hita amin’izao fa tia tena rafetrarivo hany ka lasa nanavakava-bolon-koditra. Mbola manamafy izany voalaza izany rahaingo ao amin’ny avotry ny rafy nanandran- tena ho voro- mahery aho nony lasa goverinera madinika e! Izany izaho lanjain’ny borizano mamakivaky ny tsena rehefa mingadona ny talata. Ny setro-tsigarako mipo... |
Ny asa tanana matetika dia asa iray fahita eny amin’ny tontolo ambanivohitra ny asa tanana. Asa hafa entina manampy ny asa fivelomana izy ireny ary anisan’ny mampidi-bola ihany koa. |
Fiarahana nifanekena teo amin ny lahy sy vavy. Azo atao ny fisaraham- panambadiana |
Mpikambana araka ny resadresaka nifanaovanay tamin’ny ampahany tamin’ireo mpikambana nanao ity fampisamborana vonjy taitra ity dia noho ny aretina no antony nanaovany ity fampisamborana ity mba hividianany fanafody. Mahatsapa ho afa-pahasahiranana izy ireo amin’izany, kanefa voatery miasa mafy mba hahafahana manao ny f... |
Fafana 15 ny tombom-barotry ny mpiompy akoho manatodilava azo avy amin’ny akoho miisa arivo nanalana ny fandaniana rehetra |
Milaza zavatra ki- tokana ki- vi- maro vi- n |
Sartre j. P. 1964 les mots, paris, gallimard |
Anjara asan’ny hain-teny telo no anjara asan’ny hain-teny ambara eto dia fanehoan-kevitra ny hain-teny fanehoan-kevitra tsy mandratra kanefa mampieritreritra sy mahatonga saina. Aseho amin’ny endrika kanto ka ilaina eo amin’ny seha-piainana rehetra izy kolontsaina, fiaraha-monina, moraly, toe-karena, teti-pitondrana, a... |
Ny ambiroa dia miriaria any amin’ny tontolo tsy hita maso aorian’ny fahafatesana. Araka izany, ny fanahy miseho amin’ny endrika ambiroa no miriaria any amin’ny tontolo tsy hita maso aorian’ny fahafatesana. Ity endrika nolazaina farany mahakasika ny fanahy ity no misongadina ao amin’ny fomba fanafanana omby. Mbola miseh... |
Fanadihadiana ny mpianatra, janoary 2019. |
Seheno tsy mahatapaka irery izany isika sy ianao, ka maninona moa raha isika telo, izaho sy ianao ary i madama vadinao no miaraka miresaka dia ho hita eo izay hatao. |
Manadihady io fiarahamonina io no ampiasaina. Avy amin’izany no hahalalan’ny mpianatra ny kolontsainy izay heveriny ho marina, ny finoana arahiny, ny fomba amam-panaony. Ny fampiasana lahatsoratra mifototra amin’ny tontolo manodidina sy iainana ihany no fototra mampijoro sy ahafahana manatsarana ny fampianarana. Avy am... |
Frédéric randriamamonjy, histoire de madagascar 1895 2002, tpflm, tananarive, 2009 elle était organisée par les pays vainqueurs, sous la direction des cinq grands pays suivants les etats-unis d’amérique, la grande bretagne, la france, l’union soviétique et la chine , tak 150 |
Kokoa eto ilay mpiteny taratra ao anatin’ny mpisolo tena manondro fananana laharana voalohany ahy. Io voambolana hoe ahy io dia manondro olona iantefan’ny hetsika izany hoe mpandray anjara fototra; olona tokana no taratra ao anatin’ny hoe ahy. Araka izany manondro mpandray anjara manana fananana io. Izany fananana izan... |
Sady manoritsoritra an’isalo ity lahateny ity no doka momba ny zahatany ihany koa. Amin’ny alalan’ny fanoritsoritana no entin’ny mpiteny mampahalala ny mpizahatany ny mombamomba an’isalo sy ny zava-misy any an-toerana. Asehon’ny mpiteny sy ampahafantariny amin’ny itenenana amin’ny alalan’ny fitanisana miraraka ompana i... |
Dictionnaire général. Indonésien-français, association archipel, paris 934 t |
Lay fofom-pitia aminao |
Présenté par andrianaivosata dera nirina |
Ny herinaratra |
Anisan’ny mampitombo sy mampivelatra ny fahalalana mety ho azon’ny mpianatra ny fisian’ny fanontaniana samy hafa karazana. Koa ilaina ny fampifangaroana izany. Tokony hokendrena ao na ny hahaizan’ny mpianatra manakatra hevitra , na ny fahaizana manadihady , na ny fahaizana mandanjalanja sy mamakafaka , ary indrindra fa... |
Soa ity amiko indray ny fanalahidy e. Misy taratasy avy aminy ity miaraka 1055- mifandrombaka misambotra ilay taratasy eny an-tanan’i soa izy rehetra miala ianareo e sady manokatra ilay taratasy ary mamaky ao fa hovakiko mafy e any randria sy izy telo dahy. Tsenao fa ho avy amin’ny alahady alina izao. Amin’ny 8.30 alin... |
Tsia 47 59,49 |
Ny fahatarana sy ny tsy fahatongavana |
Kevitra isan-karazany mandrakariva. Sady manitatra ny fahalalana ananany izany, no hampirisika azy hanomana isanandro isanandro ny lesona. Hahazo tombony amin’izany ny mpianatra. 3112-akony eo amin’ny mpianatra ho an’ny mpianatra indray, dia ho liana izy raha mifototra amin’ny zava- misy iainany, hitany manodidina azy ... |
Ny fe hezanteny lava |
Tolo-kevitra sy soso-kevitra amin’ny fanatanterahana ny asa tiana horesahina amin’izany ny fomba nandaminana ny fiaraha-miasa teo amin’ny ta. Fa sy ny tantsaha. Mba hahafahana manatsara io fanatanterahana ny asa io dia tokony hatomboka eo amin’ny fanofanana ka hatramin’ny fampiharana izany fanatsarana atao izany. Ohatr... |
Miainga avy amin’ny fiheverana itambarana, mivoaka avy any anatin’ireo vondron’olona ifotony ny fisandratan’ny singa iray ho vakoka. Dingana voalohany lalovan’ny vakoka amin’izany ny maha lasa fananana iombonana azy eny ifotony. Io fiovàn’ny singa iray ho lasa fananana iombonana io no ambaran’i m. Rautenberg anatin’ny ... |
Endrika iray isehoan’ny fandeferana ny fahaiza-mangina amin’ny zavatra rehetra miseho. Tsy fahanginana mitory fahalemena tsy akory fa fisorohana ny korontana mety hiseho. Araka ny nambaran’ny mpanoratra ihany manao hoe. |
Mangina ry noro a! Na dia hitia anao aza ange aho, efa vita voady teo anatrehan’ny tany sy ny lanitra e! Fahotako raha hamadika ny toky efa nomeko aho, ary indrindra mpirahavavy ianareo sy niry, hoy izy natahotra mafy sady tsy nahabanjina ny endrik’i noro. Hita ho resy ny lehilahy, nafeniny izany, ny perany no nosafosa... |
Ambanifahitra |
Tsy toerana natao hanovozan’ny mpianatra fahaizana amam-pahalalana hiatrehana fanadinana sy hahazoana diplaoma fotsiny ny sekoly. Natao indrindra koa izy hikarohana sy hanome izay hoenti- manana rehetra ilain’ny mpianatra hahafahany miatrika ny fiainana amin’ny lafiny rehetra. Izany no fanamby tian’ity fandaharam-panab... |
Toy izany sy toy izany ny momba ireo mpandray anjara tao amin’ny tantara foronina sy ny hevitra azo notakarina avy tamin’ny fomba nanoritsoritan’ny mpanoratra azy ireo. Ndeha hojerena indray ny fomba nifidianany sy nandokoany ny habaka. 3.2.1.2. Ny habaka |
Existe -il un à payer ? |
Ny raibe sy reniben’i jo andrianasolo niteraka ny rainy dia samy avy amin’ny faritra vakinankaratra iny avokoa. Ao sahatsiho atsinanana, antsirabe no misy ny fasana ilevenan’izy ireo, ary dia mbola any koa aza no heveriny fa hilevenan’ireto taranaka aoriana. Ny reniny indray dia avy any amin’ny faritra imamo iny no mis... |
Mampita fahalalana ihany |
Ny fiheveran ny olona ny anjara no foto-kevitra ijoroan io lahatsoratra io. Hovahavahana amin ny lohahevitra lehibe telo izany voalohany, ny antony inoan ny olona ny fisian ny anjara ratsy, faharoa, ny vokatr io finoana io, ny fahatelo kosa no hanazavana fa ny anjara tsara dia vokatry ny fiezahan ny tsirairay ihany i. ... |
Entimody voafaritry ny toetra hendry ny hendry dia mpamaritra toetran’ny olona irery ihany fa tsy toetram-biby velively ; toetran’olona izay midika ho toetra tsara, toetra mendrika, tsara fanahy ny mifanohitra amin’ny hendry dia adala , maditra ny fahendrena, araka izany, dia anarana enti-manondro fombafomba amam-pihet... |
Olivier de sardan, george balandier 238 g. Winter in l’anthropologie économique et le dévelopement |
Miora has ina mija |
Sahala amin’ny faritra rehetra, manana ny anjara asa sahaniny ny mponina ao an- toerana eo amin’ny lafiny sosialy, toe-karena, politika. Tsy afa-misaraka amin’ny olombelona andavanandro mantsy ny mpiara-belona sy ny fiarahamonina ary ny foto-pivelomana ny isam- batan’olona. Araka izany, mifamatotra amin’ny tontolo iain... |
Ny lanjany tsy milaza mivantana fa manosika ny olona hamantatra ny tian- kambarany. Matetika very ny mpihaino, satria, tsy ampoizina ny tian-kambarany. Tsy mivantana mantsy fa miolaka amin’ny ohatrohatra sy ny sarin-teny 295 métaphore296 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.