text stringlengths 10 11k |
|---|
Il s’agit de regrouper itérativement les individus, en commençant par le bas et en constituant progressivement un arbre ou dendrogramme qui est une représentation graphique des agrégations successives jusqu’à la réunion en une seule classe de tous les individus. Analyse factorielle discriminante afd |
Fehin’ny fizarana ii ny ta. Fa, dia niorina tao antsirabe ny 10 okitobira 1994. Fanohizana ny tekinikam-pambolena varim-bazaha tao antsampanimahazo antsirabe no nataony tamin’izany. Ny taona 2002 kosa no nampidirina tany amin’ny faritra alaotra io tetikasa io ka nifototra tamin’ny fanaovana ny voly rakotra izany. Azo l... |
Ny onjam-pahoriana, no sisa mbola andrasana, ambara-pahatonga eo ambaravaram-pasana. |
Ao anatin’ireny vahoaka be ireny dia tsikaritra ho nisongadina hatrany ny manan-katao, amin’ny firavaka sarobidy sy mikirantsana, toy ny sampilahy99, ny voahangy sampandralambo, ny voahangy mitoham-pandrana na voahangy mitoham-bolamena ary ny lambany mitari-joro tsy tehafin-dalitra. Angamba koa vodivoampelatanana monja... |
Ra mandriaka misy feo manontany, firy taona lasa izay, no nahazoana fahaleovantena nefa nitondrana ny mahamay? Toa tsy misy fiafarany, ilay lala-maizin-kitroka fa vao mainka mihalava, vokatry ny politika. Firifiry ireo mpitondra efa nodimandry teo amperin’asa ka nampiasa herin-tsandry? Ny mpitondra ankehitriny, moa ho ... |
Hatao didim-poitra hono mantsy rangahy fa izao vao tsaroana ifandirana mbamin’ny antsy ka mila hampiteny ny moana |
Ny idealy ambony loatra, tsy ahafahanao manoatra tsy mbola misy tetikady dia hibitaka sahady? |
R’ilay mpitarika tan’ady izay nilofika nandao. Hiaka tokana eo no miantso sanatria tsy maty ianao fa injao mipololotra avy ao anaty tratrako ao ; ary. , tsy hoe izaho ihany ho sanatriaviko eto izany ! Fa mbola betsaka ny vonona sahy handatsaka ny ràny raha toa ka izany no ahafaha-miavo-tena ho famongorana ny ziogan’iza... |
Ny ezaka mbola hatao anisan’ny ezaka mbola hatao ny fanohizana ny famoahana boky, ny fanavaozana ireo boky efa tapitra ; ohatra fahatsiarovana ny famoahana ny boky tena ilaina eo amin’ny fiainana andavanandro fanohizana ny famoahana sombin-tantara vaovao ; ny fampisehoana an-tsehatra izay hita fa isan’ny fomba iray mah... |
Tompo o ! Vahao ny gadra izay mangeja ny tany izay nanondrotra ireo vato mba ho rehany kanefa nifoterany, nezahiny finganina satriny ho azy irery ireo tara-kafanana mibaliaka ho an’ny rehetra ka ny kely an-tanan-tena raofiny avokoa |
Randrianarisoa zo francia |
Une lecture des poèmes fait apparaître une constante l’expression subtile des idées. Le locuteur ne formule pas directement son idée. Il utilise le sous-entendu et laisse le destinataire déduire de l’intention réelle de celui-ci. Et cet implicite de la déclaration prend plusieurs formes parmi les poèmes soumis à l’anal... |
Famaranana ankapobeny |
F8 fafana maneho ny salanisan’ny tsy fahafehezana ny teny frantsay hita taratra eo amin’ny lafiny voambolana sy ny tsipelin-teny |
Tovana 7 fanontaniana ho an’ny mpianatra 2nde sy ny pl 8 i- mombamomba ny mpianatra 1- tsipiho eo ambany izay mifanaraka aminao lehilahy vehivavy vao nisondrotra mamerin-taona 2- aiza ianao no mipetraka eto antananarivo? 3- firy taona ianao amin’izao? 4- mandeha inona ianao rehefa mody? Tongotra sa fiara, hafa farito 5... |
Toa rano mizotra tsy mihambahamba maniry hitsotra fa lakana angamba |
Tsy hafa noho izany koa ny voalazan’i eliza freda amin’ity ohatra ity bitsihiko aminao, sak ai za, a |
Tamin’ny alalan’ny fomba filazan-javatra no nentin’ny mpanoratra naneho izany ny antithèse na fehezanteny mifanohi-kevitra no nentiny maneho izany. Maro ny endrika isehoan’ny antithèse ato. Ny antithèse mampifanatrika toe-javatra roa mifanipaka hita amin’ny hoe ry fahavaloko, etsy esoriko ny tsilo manindrona anao efa l... |
Iv.1 ny tandindona amin’ny teny malagasy |
Endrika sambatry ny fanantenana no tsikaritr’i andry teny aminy aml3 tak 121. |
Ny hevitra tiana habaribary eto mantsy dia ny firehetana anaty ara-pilana misy ao amin’i miaro. Te hanony ny fahafinaretan’ny nofony izy ka nangataka ny hanaovana izany tamin’ilay olon-tiany. Ny teny nampiasaina eto dia hoe hotazantsika satria noharina amin’ny voankazo ka ny fiotazana sy ny fihinanana azy ihany no ahaf... |
Lisitry ny kisary |
Fitenin-jatovo ny teny hoe revy entina ilazana ireo karazana rendrarendra maro isan-karazany fanaon’ny tanora, toy ny fisotroana sy ny famonjena ireo trano fandihizana maro isan-karazany. Entin’i victor hilazana ny fankafizany sy ny mbola hanohizany izany hatrany ny famerimberenana azy eto. |
Inspecteur raleza anefa efa marary koa, raha ireo taratasin’ny dokotera sy fanafody hitantsika tao an-tranony. Brigadier ie! Fa ny tena mahagaga ahy inspecteur dia ity fomba nahafatesany a! Inspecteur ka eo indrindra isika izao brigadier. Manohy mamaky fahatapahana sy fiongotana tampoka ireo lalan-drà rehetra mankamin’... |
Izay mampihorohoro vahoaka tsisy mpiaro? |
Herinandro faha 24 14 |
Croce, l’esthétique comme science de l’expression et linguistique générale, paris, 1904, p 69 cependant, l’instrument le plus util de la communication a bien été fourni aux orateurs à l’aide d’un message sensible. 285 nouveau petit le robert, dictionnaire de la langue française figure qui consiste à disposer plusieurs ... |
Foiko hanasoa an’ izao tontolo izao sy i madagasikara ny afon- javan- kanto soronana tsy miato . |
Araka izany, fiheverana efa lany andro ny fametrahana ny antrôpôlôjia ho siansan’ny fiarahamonina nentim-paharazana na ntaolo nambarantsika teo ambony fa izay manamarika ny olombelona no dinihina ato amin’ny antrôpôlôjia. Isan’ny mampiavaka ny olombelona amin’ny zavaboary hafa ny finoana amam-pivavahana. Ny sampana ira... |
Sary 1 rabenja solomon |
Araka ny angano andriamanitra aza raha nanao ny olona dia mbola namolavola feta fotaka tahaka ny endriny vao nanisy aina azy139. Satria ny zava-nisy hita na heno na niainan’ny mpanoratra no toy ny aina manetsika ny aingam-panahiny hanoratra dia mila mieritreritra izy ny hotantarainy tamin’iny zavatra iny. Mamantatra ih... |
Larousse dictionnaire du français contemporain. Imprimerie herissey evreux. France. Mars 1980. |
Dratsy; dia tetika iray enti-mampihavana ny mpiara-monina ihany koa ny fomba. Tetika enti-mampihavana, satria fomba iray ahafaha-manamafy orina ny firaisan-kina amin’ny alalan’ny ozona izay atao ao amin’ny vavaka ary midika karazana fifamatoram- pitokisana aloha voalohany; fa amin’ny alalan’ny sakafo ihany koa indrindr... |
Lehilahy ny ankamaroany. Angamba noho ny tantara maneho herisetra? |
Fanolorana 2 eva 3 fampidirana 5 fizaràna voalohany famaritana ny mpanondro 8 1.0 famaritana 9 1.1 ny mpamaritra manondro 12 1.2 ny mpisolo manondro 15 1.3 ny mpisolo toerana 18 1.4 ny mpanoritra manondro 19 1.5 ny mpanolotra manondro 22 fehiny 27 fizaràna faharoa firafitry ny mpanondro 28 2.0 famaritana 29 2.1 ny mpan... |
Ny teny hoe octoèque dia avy tamin’ny teny grika hoe octoèkhos , izay midika hoe feon-kira valo , izy ity dia anarana nomena ny boky izay mirakitra ny hira atao mandritra ny fotoam-pivavahana rehetra , araka ireo feon-kira valon’ny plain- chant hira tsotra tsy asiana zava-maneno tao amin’ny fiangonana grika. 64 ny octo... |
Fonagy, la vive voix, op. Cit. , tak.78 m la peur de rester seul. |
Aleony ’lay kotô detabla no andidiana an’i koto f’ireny presantabla ’zay no mba zest’i boto |
Mahafaly anay ny manolotra ireto asa soratra samihafa niasanay ireto ato amin’ity boky voalohany nomena ny anarana hoe vondrona ambara ity. Mba hahamora ny fikirakirana ny boky, dia nosokajianay araka ny karazana misy azy ireo asa soratra ireo ; tononkalo, sombin-tantara, tantara foronina, tantara fandefa amin’ny radio... |
Tsy nampiasaiko tamin’izany ny mpandray anjara hafa ho mpanampy na ho ravaka; fa nisongadina avy hatrany, tsy ilàna mpanatsafa |
Fanondroan-takila |
Dia mahazo ny vava hoe izahay no naha teo anao, rehefa azonao ny toerana dia odinao tsy hita izahay! Tokony ho to teny anefa ny tale. Tsy araky ny tale ihany koa ny manamarina ny fahatongavan’ireo mpampianatra ao am-pianarana, eny fa na dia misy kahie fanamarinam- pahatongavana mipetraka aza ao amin’ny sekoly. Ireo mpa... |
Tonom- bavaka akarina eo amin’ i jesoa kristy vato velona noho ny tilikambo vita |
Ny fampiasan’ny mpanoratra ireny ohabolana sy fomba fiteny ireny, dia mampahatsiahy ny mpamaky fa manankarena voambolana mifono fahendrena lalina navelan’ny ntaolo ny malagasy. Somary novàn’ny mpanoratra ny fomba filaza azy sy ny fomba fanehoany azy, mba hampiainany bebe kokoa ny mpamaky ilay hevitra tiany havoitra. As... |
Masculin féminin 2015-2016 1ère réunion 98 17 81 2ème réunion 59 9 50 3ème réunion 82 9 73 2016-2017 1ère réunion 67 7 60 2ème réunion 72 20 52 3ème réunion 60 7 53 2017-2018 1ère réunion 65 16 49 2ème réunion 73 18 55 3eme réunion |
Mpamokatra fandaharana no asa niandraiketan’i faralahy tao amin’ny televiziona malagasy. Izy no nikarakara manokana ny fandaharana ho an’ny mpanakanto tao. Izany no nahatonga ny fisandratan’ny tarika nônô. |
Kerbrat-orecchioni, op. Cit, tak.35 l’encodage opération que permet la compétence lexicale du locuteur, c’est-à-dire l’une des règles de correspondance sa sé qu’il a intériorisées. 9 r. Jakobson, op. Cit, tak. 214 la fonction dite expressive ou émotive, centrée sur le destinateur, vise à une expression directe de l’att... |
Loharano ny mpikaroka |
Miendrika resaka sy fitaterana avokoa ny ankabeazan’ny tononkalon’i tsirinala ny endrika resaka |
Tantsaha ny ankamaroan’ny mponina any andramasina amin’ny maha- kaominina ambanivohitra azy. Ny vokatry ny fambolena sy ny fiompiana no tena antoka iray mampivoatra ny toe-karen’ny kaominina sy ny fari-piainan’ny vahoaka. 3-1-2-1- ny vokatry ny fambolena |
Tsy mba fantatrao angaha, f’izy, hono, no vazaha? Voara endrika sy saha tsy mba menatra hitaha! |
Tsapa fa manodidina ny 100 ariary na 500 fmg ka hatramin’ny 150 ariary na 750 fmg eo ho eo avokoa ny vidin’ireo boky tantara foronina nosoratan’i faralahy tamin’ny taona 1978 ka hatramin’ny taona 1982. |
Miroborobo ny voly vary mba handresena ny mosary raha asa ta? Ana ro hambara ny zava-bita mihatsara. |
Ny fahitanay io olana noraiketin’i ran e tao amin’ny lahatsoratra famotopotoran- kevitra mahakasika ny tontolo iainana io no nanintona anay hisafidy ny lohahevitra hoe ny tontolo iainana tarafina ao amin’ny tononkalon’i ran e |
Ny fiheveran’ny olona ny rango |
Toy izay ny fomba fitrandrahana hevitra amin’ny laza adina ahitana fehezan-teny tsotra. Ahoana kosa indray amin’ny laza hevitra mirakitra fehezan- kevitra? |
Akademia malagasy misahana ny haikanto sy ny hailaza ary ny hairaha. 2005 rakibolana rakipahalalana. Antananarivo. |
Eo amin’ny fepetra ho azo ekena sy ho azo tanterahina ny tanjona iray dia ny hafonjany, ny lojikany, ny maha voafaritra tsara azy, ny maha azo tanterahina azy dia voahaja avokoa amin’ny ankamaroan’ny tanjona rehetra. Voaporofo teo amin’ny fafana teo aloha, rehefa natambatra ny isan’ireo tanjona ka naseho tamin’ny alala... |
Araka ny tenin’i evans-pritcahrd manao hoe tsy misy fiarahamonina tsisy finoana na dia manompo sampy sy devoly aza. Mbola karohina ny tenin ny mpandinika noho izany dia hojerena manaraka eto ny anjara asan ny fivavahana eo amin ny fiarahamonina |
Ny vola betsaka |
Eo amin’ny mpiara-mivavaka. |
Antony noho ny zava-misy iainana |
Ireo fikambanana miandraikitra ny fandrindram- piterahana eto madagaikara ary ireo mpanohana ara-bola sy ara- tekinika |
Hita araka izany, fa azo atao tsara ny mampifamatotra ny fampianarana ny taranja malagasy amin’ireo taranja hafa rehetra. Azo ambara ihany koa fa ny taranja malagasy no taranja mahafaobe ary afaka misandrahaka amin’ireo seha-pahalalana rehetra. Raha voafehin’ny mpmapianatra tsara ity taranja ity, ary hain’izy ireo ny m... |
Ny anarana avy amin’ny matoanteny ny matoanteny misy tovona miantomboka amin’ny m dia ahazoana anarana karazany telo amin’ny ankapobeny ny matoanteny maniry, ohatra, dia ahazoana ireto anarana ireto mpaniry mpanao ny hetsika , faniry fomba anatanterahana ny hetsika , faniriana ny hetsika mihitsy na ny toe-javatra anata... |
Io no ako izay miampita raha misy tra-manjo, tady kely tsy mba hita 40 nefa mampikambam-po ! |
Loharano ny mpikaroka, akany avoko faravohitra, octobra 2013. |
Fa ny nampihorona ny hodi-dohan’ireo miaramila sy tompon’andraikitra nanatrika ny namohana ireto kesika ireto dia ny taolana miavosa nameno ny kesika iray manontolo tak 181. |
Ireo andinina tononkalo ireo dia nalainy tao amin’ny andinin-tsoratra masina anankiroa samy hafa. Ny voalohany dia tao amin’ny bokin’ny mpanao salamo 39 9, manao hoe nangina aho ka tsy niloa-bava, fa ianao no nanao izao 203 ny faharoa kosa dia tao amin’ny bokin’i joba 1 21b, manao hoe |
Azafady any aho ry ray aman-dreny aza tsiny anie aho ry zoky sy ry zandry ny tantara hoentinay de tantaram-pandrosoana koa milamina makà toerana |
Ankoatra izany dia anisany nitaiza azy hankafy ny maha-malagasy ny bokin’i idealisoa. Manan-talenta eo amin’ny sehatry ny mozika ihany koa ny lehilahy. Teo amin’ny faharoa ambin’ny folo taonany, dia efa nahay nitendry gitara izy, sady tia mihira ihany koa. Toy izao indrindra no anehoan’izany ao amin’ny ny hirako miavak... |
Raha sendra hirifirin’ny andro mamanala ka vonona hitroatra fa mbola tsy afa-miala; dia ’zao tsarovy foana tsy hisy ’zay ririnina 15 ka hoe tsy hodimbiasin’ny tani-dohataona. |
Fizarana fahatelo ny vahaolana ahatongavana amin’ny fahazoana ny fampianarana |
Mpitan-tsoratra iray |
Dila ny fotoana nipetraham-poana fa any ambanivolo misy herin-tsandry 20 hanova ny tontolo tsy an-kiandriandry |
Pour déterminer le taux de la marge sur coût variable, nous allons procéder à la présentation du tableau du résultat par variabilité ci-après 1. Chiffre d’affaires 2. Coûts variables |
Ravaomalala, heriniaina eliane |
Dia mody mifanoroka manafina ny teti-dratsy ny ao am-po kanefa voroka 20 mamolavola valifaty. |
Andriamalala, hetraketraka15, tranom-pirintim-pirenena antananarivo, 1996. |
Tsy itovian’ ny tononkalo amin’ny asa soratra hafa ny fananany bika aman’endrika miavaka. Anisan’izany ny fisian’ny andininy sy andalana ary ny rima. Hohadihadiana eto ambany ny endrika ivelan’ny tononkalo. Ny endriky ny lohateny, ny firafitry ny andalana sy ny andininy, ary ny rima ampiasaina no hojerena amin’izany. 3... |
Rakoto ignace , l’esclavage à madagascar. Aspects historiques et résurgences contemporaines. Actes du colloque international sur l’esclavage, antananarivo 24-25 septembre 1996, institut de civilisation musée d’art et d’archéologie, 1997, antananarivo |
Eto ny fanontaniana tsy mila valiny dia nentin’ny mpanoratra ilazana amin’ny olona, fa, izy rehefa misaraka amin’ny olona iray amin’ny sehatry ny fitiavana, dia tsy miverina intsony na inona na inona fihetsik’ilay olona manambitamby azy. |
Tiako dia tiako’ty boky ity izay nianarako ny a, b, d! Matoa aho afa-misondrotra hatrany ity boky ity re no anton’izany!93 |
Fragonard m. M , littérature, arts et savoirs , in précis d’histoire de la littérature française, 9è édition revue, didier, paris 1987, p 85 mouvements internationaux, qui s’expriment dans toutes les branches artistiques |
Ny mpanefa sorona ny olona mangataka ny anaovana sorona no antsoina hoe mpanefa sorona na tompon ny sorona. Tsy olom-bitsy ny mpagataka ny sorona fa mety ho olona maro na fianakaviana iray manontolo. Ny lohavohitra no miangavy sy mangataka ho azy ireo. Anjaran ny mpanefa sorona kosa ny manaraka ny fepetra sy toro-marin... |
Toetoetry ny roa tonta. Amin’ny ankapobeny ny lehilahy dia mampiasa kokoa ny atidoha ankavia izay mirona kokoa amin’ny fampiasana ny lôjika. Ny vehivavy kosa dia havanana kokoa amin’ny fampiasana ny atidoha ankavanana izay mifandraika amin’ny fihetsehampo. Izany tsy fitoviana izany dia harena enti-manatsara ny asa atao... |
Fotoana mba hanaporofoana ny fahamarinan’ny hevitra amin’ny mpamaky ny tantara dia hapetraka amin’ny fotoana tokony hisehoany ny fizotry ny tantara. Amin’izay, maharesy lahatra ny mpamaky ny zavatra tantaraina satria mora aminy ny haminany izay zava-miseho sy hanamarina izany ho toy ny zava-misy marina. Misokajy roa ny... |
Ny sori-tsarin’ny fanoratana ny tiana hambara amin’ny hoe sori-tsarin’ny fanoratana , dia izay endrika ivelany nanehoan’ny mpanoratra ny andalana sy ny andininy ao amin’ny asa soratra. Mifanandrify amin’izay nambaran’i weber fa ny sori-tsarin’ny fanoratana, dia ilay endrika anehoan’ny mpanoratra ny tononkalo iray eo am... |
Ity no fotoanan’ny mpanoratra. Zava-nisy teo anelenelan’ny taona 1944-1948 no resahin’ny tantara foronina ramose, izany hoe tamin’ny fanjanahan-tany. Valo ambin’ny folo taona ny mpanoratra tamin’izany fotoana izany ka azo lazaina ho vavolombelon’ny tantara satria efa niaina sy nanatri-maso ny tena zava-nisy. Hoy i well... |
Ambatondrazaka 2742 loharano dre alaotra mangoro monographie régionale alaotra mangoro, année 2010. |
Fametrahana ambaratonga hiérachisation eo amin’ny hevitra tiana hampitaina mba hipoiran’izay laharam-pahamehana tsy maintsy harahina. Io paika io no hamaritra ny hevitra tsy maintsy haroso voalohany. Ahafahana miroso mankany amin’ny lohateny titre sy ny satroka chapeau koa izay lalantsaina izay, ary indrindra mankany a... |
Fiarahabana |
La fin de sa mission, l’auditeur externe présente à la direction générale toutes les recommandations nécessaires devant les anomalies décelées au niveau du système de contrôle interne et du système comptable. La direction générale prend les mesures nécessaires pour la correction de ces anomalies. Elle sensibilise tous ... |
Eto andrenivohitra eto, arivorivo ny mpianjaika sy mpijoro takariva eny an-tsisin-dalana eny mpiasa tena mpaninjara miandry sisam-badin’olona, ambinambina fitia. Dia mihantsy ireo mpividy mody mba miserana eny kanjo koa mba liana ihany. Ny ravim-bolan’ny mpanjifa no entiny miahy tena antoky ny fivelomany. |
Raha fintinina, tsy tokony hionona fotsiny amin’izay atao any am-pianarana ny mpianatra, fa tsy maintsy manao ezaka hafa. Anisan’izany ny fifaneraserana amin’ny haino aman-jery. Ireny no fitaovana manaparitaka ny hevitra avy ao anatin’ny fiarahamonina. Eo koa ny vaky boky. Manome fanampim-pahalalana ihany koa ireny. Ar... |
Samihafa mifanelanelana no mividy ny koba ary mety ho koba tsy lany indray andro aza no mbola amidy amin’ny andro manaraka. Ny tavan-koba 213 dia mihahy amin’ny hainandro ary mety ipetahan’ny loto ka tsy mahasarika ny mpividy sasany, ary tokony asiam-pijerena manokana. Raha oharina amin’ny fivarotana koba hita ao an-dr... |
Ankapobeny momba ny tarika |
Famaritana |
Fanontaniana natao tamin’ny tompon’andraikitry ny kaominina |
Section 1 mise en place d’un système de contrôle interne adéquat |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.