text stringlengths 10 11k |
|---|
Mizara telo ny endriky ny tononkira karazana fanairana ny manodidina ny hira voalohany. Izany hoe misy ny fampilazana fa hanainga ny mpambely hazo. Atao any anaty ala mandritra ny fitadiavana loka a sy ny fahasahiranana amin’ny fikarakarana ny maty ny hira faharoa efa handeha hody ny mpambely hazo izay vao manao ny hir... |
Fitalahoana amin’ |
Ny fantin-kevitra écrémage ny kendrena dia ny hampihena ny isan’ny voambolana voavaky ao anatin’ny lahatsoratra kanefa tsy manova ny fahazoana ankapobeny ny lahatsoratra. Araka izany dia avahana ny hevitra manan-danja sy ny haingon-dahatsoratra. Ireto ny fepetra fototra iaingana amin’izany tadiavina ny hevi-dehibe na n... |
Antony efa nianarana hatramin’ ny kilasy faharoa ny literatiora ahitana taratra ny tantaran’i madagasikara mahafehy lohahevitra maromaro amin’ ny olombelona sy ny fifandraisany ahafantarana fa tena sarobidy ny aina ny fianarana ny olombelona sy ny fifandraisany ahaizana mifampitondra eo amin’ny samy olombelona mifampia... |
Ny mason-tsivana amin’ny fampiasana ny gazety ho fitaovam- pampianarana |
Samy nohosoran-dreniny menaka, ka tsy misy miamboho an’ialahy eto, hoy i mahaly nihantsikantsika toy ny akoholahy fantaka hiady. Lehilahy lehity tsy dikain-dehilahy! Raha baka mahay manorirana ialahy, ny aty mba kirongo tsy misy itsofohana! Nivanitikitika irery rabe nieritreritra fa mbola tsy afa-bela taminy ity sakaiz... |
Rehefa hiditra taona voalohany ao amin’ny sehatra fpi izay tena iompanan’ny asa fikarohana dia tsy misy ny fi faninanana ho an’ny taranja malagasy. Fa nandritra ny fampianarana kosa dia toy izao manaraka izao ny endrika ny tombana tao amin’ny taona faharoa. Nanomboka ny 07 sy ny 08 janoary 2015 ka hatramin’ny 18 sy ny ... |
Etes-vous prêt à participer au développement de votre epp? Vonona ve ianao handray anjara amin’ny fampandrosoana ny sekolinao ? A. Oui eny b. Non tsia |
Fanafohezan-teny |
Dia tao anaty nofy lavitry ny akaso tanaty fifaliana notobahan-dranomaso tontolo hafahafa miventy sy miravo no babonao ry teny ka niantso anao ho avo |
Ny toerana ivelomana |
O! Ray fody an’ala ô! A? Areo mpiventy a? Areo tsa mahalala ô! Aza simbana mpiventy aza simbana ny varinay faraha tsa misy ireny mangaihay |
Mankasitraka eram-po eran-tsaina an’ireo mpampianatra rehetra eto amin’ny sekoly, indrindra fa ny eto amin’ny sampana teny aman-tsoratra malagasy, izay tarihin- dramatoa rakotoson olivia. Tsy ho raraka an-tany, tompoko, ny soa natolotrareo. Tsy hainay ihany koa ny tsy hisaotra ireo iray tampo aminay, tsy nitarain-tana-... |
Sy fanitsiana ary ny torohevitra hanatsarana ny asa. Inoanay anefa fa mba misy kely azonay aroso amintsika ireo, ka atolotray ho entina manamafy ny fandalinana atao ety amin’ fizarana voalohany |
Cooperation suisse, genre et développement, une approche nigérienne, ed. Acd 2000, niamey, niger 1997 le mot genre désigne les programme femme niger relations entre les sexes mais aussi la façon dont, dans chaque société, s’organisent les notions de féminin et de masculin |
Tsy nisalasala naneso ilay mpitsara nilaza fa adala, hono ireo poeta kanefa raha mba fantany ny lalina efa takany dia angamba tsy nesoiny hoe izao sy izao ireny |
Tsy mazava ny anton’ny itehafana ny fahaizana maneho hevitra sa ny fiombonam-po amin’ny tarika. |
Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady61 , hoy ny voalaza amin’ny soratra masina. Ankehitriny anefa, dia hita fa misy fikorontanana samihafa eo anivon’ny fiarahamonina ao ny fikorontanan’ny tokantrano sy ny fiaraha-monina, ao ny tsy fisian’ny fandriampahalemana. Ny fikorontanan’ny tokantrano sy ny fiaraha-mo... |
Mihevera amin’ny malagasy ofisialy |
An-dra obe ho an’ny tovolahy tsy manefa ny adidiny. Efa misy mpanara-maso manokana ka raha matetitetika ny tsy fanaovany adidy dia andraisana fepetra hafa. 198 samy manao ny rahara ao an-tra obe ny tovovavy na ny vahiny na ny tompon- tany mahandro, manoto vary, mamahan’olona mandritra ny fiandrasam-paty avokoa no anaov... |
Manasa aho manasa hitolona nama mandrapahatody amin’ny fanantenana. |
Tovana 08 ny fampiharana ny masontsivan’i crahay sy i delhax ho fandinihana ny fitondrantenan’ny mpianatra ao an-dakilasy masontsivana fitondrantenan’ny mpianatra mpianatra tonga 35 a. Fandraisana i. 1. 35 anjara 2 35 |
Ministère du développement rural et de la réforme agraire. |
Ny fitahiana izany, dia fanabeazana, satria, fanoroana ny lalana marina heverina fa tsy hahalavo na hahasolafaka ny zanaka. Koa satria andriamanitra efa teo, talohan’ny namoronany izao tontolo izao, dia izy izany no mpanabe voalohany indrindra. Raha mikarakara antsika andriamanitra, mba hanitsiana antsika, dia porofo i... |
Inoako avy hatrany fa hihamafana indray ilay afom-pitolomana ; niotrika tam-pony ho fantany amin’izay ; fa mamy ny mitolona ! ! |
Ho anrny zana-taranja literatiora kosa, dia ireto avy ny lohahevitra dinihana ao ny tantaranrny literatiora malagasy vanim-potoana ankehitriny ny mpanoratra malagasy malaza jean joseph rabearivelo samuel ratany jasmina ratsimiseta ny asa soratra vakivakim-piainana, nosoratanriharilanto patrick andriamangatiana |
Amin’ny fitaterana tsy mivantana amin’ny alalan’ny fanovana ny mpamaritoetra ho anarana dia tsy hita miavaka intsony ireo endrika teo aloha satria mitovy daholo ny endrika azo avy amin’ny rafitra em-l sy l-em. Samy manjavona ny kianteny dia sy no izay nampiasaina. |
Fafana16 ny fatran’ny zezika ilaina sy ny velaran-tany ampiasana izany |
Rmp tak 170 nanavatsava iny araben’ny fahaleovan-tena iny ilay jiolahy efa nanomboka hiodina ho eny amin’iny lalana mankany isoraka iny ilay fiarakaretsaka izay i andry sy i nary vao nirotsaka tao anaty fiara iray hafa ary nanome baiko ilay mpamily niiakatra nankeny an-dohan’analakely dia nidina an’antsahabe ary nahazo... |
Ny literatiora am-bava |
Art-13 la technique employée la technique employée est la façon utilisée par chacun pour la réalisation de la course, elle doit être identique à tous les athlètes, que les arbitres devraient bien préciser au début de la rencontre. Par exemple l’autorisation de l’utilisation de l’aide du pied lors d’une course de vitess... |
Azonareo omena ve ny tanjona amin’izany? |
T40, t47, t50, t74 |
No misy ny tanteraka tsy hitantsika |
Tanjon’ny mpanoratra moa ny hahaleo tena eo amin’ny sehatry ny asa. Tsy nijanona tao amin’ny tvm izy, fa nanitatra ny fahalalany ka nanomboka niasa tena tao amin’ny trano printy takariva nanampy an-drainy ny taona 1975. Tetsy ankilan’izany, nahatsapa izy fa toa tsy misy kilalao vita malagasy ho an’ny zaza malagasy eto ... |
Ny tanjon’ny fifanarahana araka ny vanim-potoana. Anjaran’ny kômity kosa ny manao izay fomba tsara indrindra hampahomby ny fiarovana ary manara-maso ny fizotry ny asa mba hananany fivelarana lehibe kokoa. Ireo lisitry ny fandraisana mahomby ireo no ampiasain’ny fikambanam-be ifanakalozana traikefa ary zary fototry ny a... |
Ampatra amparina valampatra fivalamparana. Ireo fototeny mitsaikona ahitana renifeo nt ao amin’ny toeran’ny x1 amin’ireo fototeny mitsaikona ahitana renifeo mikatona nt ao amin’ny toeran’ny x1, fanova r no mifanolo amin’ny faran-tenytr? Rehefa iharan’ny fanovanana izany. Ireto avy izany fantatra fantarina santatra sant... |
Eo amin’ny lafiny toe-karena |
Fizarana fahatelo tolo-kevitra ho fampianarana ny taranja malagasy sy ny teny malagasy |
Teo am-piresahana indrindra ny hain-trano ireo no tonga i nininisoa v. A. Tak. 142 ohatra 9 raha mbola nandeha nisasa sy nampirina akanjo ho entina i soa, dia nitaona an’i nininisoa mba hiara-mandeha amin-janany koa i nininivahiny 154 ao amin’ny ohatra 1, 2, 4, 5, 6 dia ny mpampiankina fa no nampiasaina. Ao amin’ny oha... |
Sedra izany no izy ry haimah, mahità izay lehilahy hanambady anao fa izaho |
Ankazondandy soavinandriana |
L’etat. V. A lah 44 andl 4 |
Raha toa dia kasy loatra tezerako tokoany ; ny foko izay sendaotra 20 ataoko fa tsaroany ! |
Fahaiza-miserasera. Tsapa anefa fa vitsy ny sehatra mamolavola ny mpianatra amin’ny fahafolahana ny serasera na any am-tsekoly na eo anivon’ny fiarahamonina. |
Fitiavan-dradavida sy ramavo an-drabary sy razay ny nandefasany an i sahondra tany marovoay mba hampitony ny eritreriny. Hanafaka ny henatr izy mivady eo amin ny fiarahamonina koa izany. |
Fafana 3 fafana maneho ny fampianarana amin’ny sekolim-panjakana 16 |
Fisaorana sy fankatelemana no atolotray ireo mpanabe rehetra, izay namolavola anay |
Ts imanata aleo lesy ho gorobaka ary a! Sady hanagorobaka fasana mihitsy koa anie ny tanjona e! Mety tsara io! |
Tsy avelany hangi y tsy hoisy 2 raha vola i y ny ta a a mita a azy koa ataony fôrise 3 halaka taratasy hanorata a ny raha jiaby kora i y |
Ny fivavahana mikasika ny finoana kirisitianina dia azo lazaina ho maro kirisitianina ny mponina ao ambohimahavelona satria eo ho eo amin’ny 50 ny mponina no kristianina. Amin’izao fotoana izao noho ny fiparitaky ny fiangonana maro dia efa ahitanafiangonana maromaro ny ao an-toerana izay samy mino an’andriamanitra toka... |
Manodidina azy no vao mainka nampitombo ny fahafantarany ny zava-misy samihafa hita taratra eny amin ny fiaraha-monina. A-2 ny fotoanan’ny mpamaky ny vanim-potoanan ny mpamaky no jerena eto. Tsy maintsy miandry mpamaky mantsy ny asasoratra iray. Mandringa ny famoronan ny mpanoratra, raha tsy misy mpamaky ny asasoratra ... |
Izany dia hiteraka mpankafy sy sehatra maromaro sy bebe kokoa hatrany, ka hamerina lamina eo anivon’ny fiarahamonina, tsy ho sakana ho amin’ny fampandrosoana ny toe-karena, araka ny fanazavana tetsy alohaloha. Fa ho fanoitra kosa aza ho amin’izany fankanesana amin’ny tsaratsara kokoa hatrany izany. |
Tsy ny gazety ihany anefa no nahitana ny sangan’asany, fa tao koa ny haino aman-jery toy ny tvm30, rnm31, rtv32, rfv33, |
Tamba-tsoatoavina fomba fifandraisana vokatra |
Olona noho izany ny finoana ny zanahary, ny razana, ny natiora ka tsy azo hozongozonina. Mitahiry sy mirakitra ny soatoavina sy ny fahendrena malagasy izany ka sady ain ny fiarahamonina no mamelo-maso ny vako-manitra nentin-drazana malagasy. Manoloana ny fahasarotan ny fiainana sy ny fidiran ny riba vahiny ary ny fijor... |
Fehin’ny toko ii naseho nandritra itý toko faharoa itý ny filalaovan’ny mpanoratra amin’ny fehezanteny sy ny mari-piatoana izay misy ifandraisany amin’ny fitiavana, na eo amin’ny mpifankatia izany, na eo amin’ny mpianaka, na eo amin’ny mpinamana. Tao amin’ny filalaovany tamin’ny fehezanteny no nilazana ireo endri-pehez... |
Ii. Boky sy tahirin-kevitra mpanoratra malagasy |
Fihetseham-po sy ny hevitra raketin’ireny. Mampiavaka azy manokana ny fampiarahany ireo fingadona samihafa ao anatin’ny tononkalo iray. Misy antony avokoa ny fanehoany ireny endrika ivelany ireny. Ny nahatonga ny halavan’ny lohateny, ny endriky ny andalana sy ny andininy, ary ny fingadona nampiasainy tamin’ny andian-te... |
No indro he mandrombaka ilay endrika am-bika sy fisainantsika |
Formation professionnelle qualifiante en secrétariat 13 accords de coopération franco-malgache signés en avril-juin 1960 |
Suberville, op cit, p157 le rythme résulte à la fois de l’harmonie des mots et de la mesure de la phrase |
Kondrana ty! |
Promotion varatra |
Fa ilay hambo maha olona, tsy diso toerana, no injao niredareda sy nivay ka nanosika azy handao. V. A, tak.50 and 1 ny niredareda sy nivay dia toetran’ny anoharana. Fanovana endri-javatra tokan-tsoritra no hita eto, satria samy seha-kevitra iray dia ny hafanana no misy ireo teny ireo. Ankilany, hita maso, manana loko m... |
Ny atelier no anisan’ny mampiavaka ny sekoly tekinika amin’ny sekoly fianarana ankapobeny. Ahitana milina sy fitaovana samihafa ao amin’ireo atelier ireo. Ny vy no tena mibahan-toerana ao amin’ireo atelier ireo. Ho an’ireo mianatra manokana momba ny fikarakarana fiarakodia mécanique auto dia ahitana môtera sy kojakoja ... |
Io andininy io no anombohany ny tononkalo. Io no mamintina amin’ny fomba somary miaingitra ny famelabelarana ny tantara. Raha vao avy nanompy maso io andininy io ny mpamaky dia efa mahazo an-tsaina ny vontoatin-dresaka manaraka. |
Saha navelo maninanivo 12 7,5 |
Ny atao hoe fiparitahan’ny singa dia ny fahitana na fiverenan’ny endrik’ireo singa nifantenana lahatsoratra iray any amin’ny lahatsoratra hafa. Mety hiverina manontolo ara- bakiteny , ohatra, ny voambolana iray any amin’ny lahatsorattra hafa nefa koa mety ho fiverenana miova endrika no mitranga ka ny seha-kevitra misy ... |
Araka izany, miteraka famoizam-po sy alahelo lalina, indrindra hoan’ilay nilaozana, ny faharavan’ny fitiavana. |
Ny fampandrian-tany |
Le studio proprement dit, don’t la prémière qualité recherché est une bonne acoustique, on y capte le son à enregistrer avec des micros |
Matetika no nahatsapako teny amin’ny endrikao ny tsiambaratelo ka nafeninao, tsikaritro izany kanefa niniako mihitsy ny nangina satria na ho ela na ho haingana ny marina tsy mba ho sina |
Nohazavaina teo àry ireo fepetra entin’i r. Funnegan mamaritra ny lahateny iray. Raha ampiharina amin’ny hira gasy izany, dia hita miavaka tsara ny dingana roa voalohany. Manjavozavo kosa ny fampitana noho ireto antony manaraka ireto. Voalohany, toa tsy natao hampitaina amin’ny taranaka mifandimby ny tononkira iray, sa... |
Dans la vie quotidienne les femmes ont accès à la terre sans pour autant en avoir le contrôle la plupart des ménages de cette zone ne vit pas de l’agriculture. Leurs terres se trouvent un peu plus loin de la ville. Ces terres appartiennent en général aux hommes chef de famille et toutes les décisions relatives à leur u... |
Kerbrat-orecchioni, 2002, tak.40 nous parlons de référence absolue dans la mesure où, pour dénommer x, il suffit de prendre en considération cet objet x, sans l’apport d’aucune formation annexe 180 kerbrat-orecchioni, op. Cit. , tak.41 le signifiant s ur n’est pas attaché de manière absolue à l’objet x puisque ce même ... |
Dia tapitra, hono, ny anjarako fotoako. Nivoaka aho, hono, fa tongan y fetra, ka ny alina sy andro no teo anoloako, nipaoka ahy tsy mba namela hitoetra. |
Talata volonondry ny fkt talata volonondry dia iray amin’ireo fkt ao anatin’ny kaominina talata volonondry. Sary 04 ny fkt talata volonondry m. R. Tantely, aprily 2015 |
Hitsaka hitsakitsaka manitsakitsaka manitsanitsaka 231 hitsy hitsihitsy manitsihitsy manitsinitsy 232 hitsoka hitsokitsoka mangitsokitsoka mangitsongitsoka 233 hivoka hivokivoka manivokivoka |
Olana ateraky ny tsy fanomezana lanja ny tanjom- pampianarana na eo aza ireo fehin-kevitra tsara rafitra ao amin’ny fandaharam-pianarana, raha tsy heverina ho zava-dehibe ny tanjona dia mandringa ny fampianarana. Voalohany, raha tsy omena lanja ny tanjona apetraky ny fandaharam-pianarana dia midika fa tsy heverina ho z... |
Raolison, rakibolana malagasy, ambozontany, fianarantsoa, 1982, tak 467. |
Birikin’ny ny tena amin’ny fandalinana ny fombafomba misy amin’ny toerana niaviana ka ho an’ny taranaka any aoriana. |
Ton. 99 anao ny fahaleovantena |
Section 1 lacunes au niveau de l’administration du personnel |
Mijanona tampoka ny mozika, miteny i moussa. |
Matoky azy izy rehefa tonga amin ny tanjona iriany |
Asa ohatra |
Hiaraka an-dalan-kizorana, 10- hizara ny tsiky satria na erika mantsy na orana, iray ny sarotrom-pitia ! 17,03.55 |
Ny toerana sy faritra efa noteteziny |
Ff2, tak. Xxiv, andl 55-65 |
Wellek r. Warren a. La théorie littéraire. Editions du seuil. Collection poétique. Paris. 198 la littérature présente la vie, et la vie est dans une très large mesure, une réalité sociale p |
Amboatavo 3 |
Miara, inspiraka ririnina, 05 aogositra 2006, ton 15, tak 21, boky i 147 miara, mpiondana, 21 jona 2007, ton 59, tak 65, boky i |
Akondro 17 4 |
Noho izany, mety ary tena ilaina ny fanarahana akaiky ny fahazazan’ny mpanoratra satria araka ny efa fantatsika fa ny lafika tokana dia zava-nitranga na toe-javatra iray niainana fahazaza amin’ny heviny malalaka , izay mety hiseho tsy tsaroana akory amin’ny ankapobeny ao anaty asa soratra iray, na fitambarana asa sorat... |
Tak 92-93, ii 12 ny fahafatesan’i fikarakaran’ireo ray fandaozan’i sahondra fiverenan’i bakoly sy ny aman-drenin’i sahondra ny fonenany tsy foiny sahondra tao nahatongavan’ireo ray azy sy ary fiverenany teo amin’ny ray aman-dreniny tao nanambatambazany azy amin’ireo ray aman- aman-dreniny. Mojanga. Hiverina indray. Dre... |
Ny fizarana fahatelo farany no hanasongadinana ireo lanja amam-pomba fiheverana samihafa raketin’ny fomba. Hasongadina amin’izany ny fomba fiheverana ny fiarahamonina. Hohalalinina ihany koa ireo fomba amam-piheverana samihafa mahakasika ny finoana aman-kolontsaina. Ary amin’ny farany kosa, dia hotrandrahina ireo lanja... |
Tovana vi formules hydrauliques ireto ireo raikipohy formule hitanay tanaty eterneto rehefa namadibadika momba ny hydroélectrique izahay. Nampiasainay izany hahafahana mamantatra ny puissance hydraulique izay ananan’ny rianaratr’i sahambo. |
Amin’ ny anarana |
Iry masoandro manazava koa dieny misy ny fotoana manaova soa mifankatiava! |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.