text
stringlengths
10
11k
De plus, de par cette ancienneté, elle connaît tous les secrets de l’imprimerie. Ainsi, si nous voulons nous familiariser avec les travaux d’imprimerie, autant se familiariser avec celle qui en a de l’expérience. En outre, la tpflm a toujours gardé son originalité en pratiquant encore l’impression traditionnelle, une i...
Zany diavolana any, tena soa manganohano toy ny perla avy nandro, tao anaty onjan-drano, kitan-kely an’alin-kisa no indreny milomano ny mozika mampandihy, dia ny feon-kitanotano
Zay tsy mahay manindry s ai na
Fizarana 40 alahahady, 28 marsa 2010; lah 3664 nanomboka tezitra tanteraka tamin-drahary izy dimy mianadahy! Tsy nampoizin’izy ireo velively hoe rakoto no mba niantefan’ny safidin-drahary! Rahary ilay vehivavy notsiriritin’ny lehilahy maro hatramin’izay kanefa tsy mba latsa-damba tamin’ireny! Ilay noheverin’izy ireo ho...
Nipololotra tsy nasaina teo amin ny molony ireo tononkalo miakatra ho fofo-manitry ny fanati-pisaorana mipaka vao maraina any an-tsofin andriamanitra, ary toy ny tsanta tsara indrindra. 191 toa miangatra andriamanitra araka ny fihevitr i sahondra. Misy tiany ary misy tsy tiany ny olona. Hoy izy tamin ireo ray aman-dren...
Ny anjara asa fampahafantarana ny hafatra na fanehoan-java-misy amin’ny fomba tony sy tsotra fonction référentielle , ny anjara asa fanazavana ny fampiasana ny teny fonction métalinguistique
Dinika nifanaovana tamin’i d. H. Ralaiariamanana, tamin’ny 21-02-05
Amin’ny voalohany dia anontaniana aloha raha efa nanoratra na tsia ilay olona maniry ny hiditra ho mpikambana. Manaraka izany dia asaina mifantina ny asa soratra mahafa-po azy amin’izay vitany izy, raha toa efa nanoratra. Efa misy karazana vaomiera mandinika izany asa soratra izany. Anjaran’io vaomiera io ny manao fana...
Nianatra momba ny toekarena teny ankatso i tsiresy, ary nianatra momba ny lalàna kosa i mamy namany. Nifaningo-po tanteraka izy roalahy ireo. Nitrandraka ny talenta nananany izy ireo, ary nataony ho loharanom- bola izany. Toko i lasa mpitendry tao amina trano fisakafoanana iray i tsiresy sy i mamy. Toko ii nihatsara ny...
Mdrm mouvement démocratique pour la rénovation malgache mei ministère de l’economie et de l’industrie men ministère de l’education nationale
Dimby-arisoa in ny gazetiko. 14 novambra 1998
Draharaha famahavahana ny amin’ny fitomboan’ny tahiry noho ny tsijo lavitra petra-bola ifanekena, loharanon-karena
Destinataire dina felana
Ambaratonga
Abstract madagascar is an agricultural country with 80 of its population evolving in this sector. Moreover, the perpetuation of political crises in the country has been far from beneficial to anyone. The situation of each household has worsened. The project soritr’asa fampandrosoananysynodam- paritany nosivolo sofa spn...
Toy izao hita amin’ny kisary izao ny zotram-piainan-drazanajaza.
Rajo tovolahy efa mamerin-taona ao amin’ny kilasy famaranana madama vola mpampianatra ny taranja siansa ao amin’ny sekolin’i rajo, ary nifankatia taminy faly vadin’i madama vola tantely mpiara-mianatra amin’i rajo
Fa nitobaka ny sininy teny an-dohan’i zavavy lena ilay akanjom-birijininy fa vao mainka nisy azy ny hakanto’ito vatany nifetafeta izao ny lamba nisy faritra navahany ny foko tsy nihambahamba nidoboka sy hendratrendratra nefa vatrany tsy nafenina teo aho menamenatra nefa koa tsy nanenina tiako aza ho doria ho kotsakotsa...
Fandresen-dahatra ataon’ireo olona tena miziriziry tsy hampiana-jaza, amin’izay olona mampirisika azy hanao izany ary lasa safidin-teny na eson-teny araka ny ahalalan’ny any amin’ny faritra hafa azy.
Andram- pamaritana ny mpitondra
Tsy mahagaga raha hita soritra amin’ireny asa soratra ireny ny voambolana fampiasan’ny olona eny anivon’ny fiarahamonina eo amin’ny fifandraisana sy ny fifaneraserana.
Nasongadina tao amin’io fizarana io ireo sehatra samihafa ivelaran’ny fitiavana, araka ny hita ao amin’ny amboaran-tononkalo dia nosoratan’i niry-solosoa. Navoitra tamin’izany fa sehatra telo no ivelaran’ny fitiavana araka ny hita tao. Voalohany, ny fitiavana eo anivon’ny fiarahamonina, izay nahitana ny ankohonana , iz...
Sary 20 mpanoratra randriamiadanarivo
Mangaline 30 taona v
Laplantine f , clefs pour l’anthropologie, seghers, paris, 1987, p.77 avec malinowski, l’anthropologie devient une science de l’altérité qui tourne le dos à l’entreprise évolutionniste, de reconstitution des origines de la civilisation et se consacre à l’étude logique, particulière, caractéristiques de chaque culture.
Literatiora ny avana r. Asa sorany 09-13
Ny tahan’ny mpianatra sahanin’ny mpampianatra iray eto madagasikara tsara ny milaza fa na eran-tany aza dia samy manana ny tahan’ny mpianatra sahanin’ny mpampianatra iray fa miovaova isaky ny firenena. Raha ny vokatra nomen’ny banky maondialy taona 2013, ohatra any etazonia dia 12, any frantsa dia 18, any gresy dia 9, ...
Laharana vontoatiny takila tovana 1 fandaharam-pianaran’ny taranja malagasy, fampianarana tekinika sy fanofanana araka asa i tovana 2 tanjom-pampianarana, taranja malagasy ii tovana 3 ireo lohatenin-desona ampianarina ao amin’ny kilasy famaranana, sokajy a iii tovana 4 santionany amin’ny valin’ny rijam-panontaniana ho ...
Ny fandravahana voninkazo rehefa noravahana ny faty dia nihafoana tsikelikely fiheverana ny faty ho zava-dratsy, ka na ny mpamangy dia nanjary nihaingo rehefa mamangy fahoriana. Izany hoe potika tanteraka ny bako mifehy ny mponina mahakasika ny fitafiana tokony hatao rehefa hamonjy fahoriana fitondrana faty amina vata ...
Lisitry ny dikan-teny
Misy sakramenta 7 fito ny sakramenta ny roa ny sakramenta ny sakrament a farafahakeliny ato, izany hoe, amin ny ôrtôdôksa izay rehetra batemy, konfirmasiona, eokaristia, fanamasinana, ny ny batisa sy fanasan ny tompo
Fenesi a n voan’ny hazo mfenesi finesy 97 ficha m. Miafina, mivony fitsaka 98 fito a. Jereo ufito 100 fuka m. Mamoaka setroka foka mitsentsitra zavatra mamoaka setroka 101 fulani a. N ilazana olona na zavatra tsy fantatra anarana na tsy tia hotononina anarana folany avaratra 102 fundi a. Ma- olona manam-pahaizana manok...
Nezahinay nampahafantarina teo ny antontam-baovao lafiny-jeogirafikan’ny kaominina ankaraobato fa aroso eto ambany kosa ny momba ny mponina .
Anaran’izy ireny mba ho fanajana ny fangatahany. Teo amin’ny fakana ny asa soratra kosa, dia nanatona ireo foiben’ny fikambanan’ny mpanoratra nisy izahay, ary koa nanatona mivantana ireo mpanoratra efa fantatray, ka izy ireny no nanoro anay mpanoratra maro samihafa. Tsara ny manamarika, fa ny asa soratra noraisinay dia...
Na vehivavy
Mametraha kely.
Il peut s’agir de minorités sociales populations pauvres ou ouvrier , raciales noirs ou asiatiques les femmes filles en tant que minorité dans un milieu masculin ou comparées aux hommes garçons en matière de performances ainsi que des enfants présentant un handicap à l’intégration dans la sociéte
Ny teny ankolaka toy itony. Ny fananana ny teny mantsy no anisan’ny maneho ny maha izy azy ny firenena iray.
Eto amin’ny ecole normale supérieure antananarivo koa, dia mbola vitsy ny nanao fikarohana momba ny karazan-dahateny kristianina , amin’ny maha-zava-kanto vita amin’ny teny azy. Mbola rabarioely lala no fantatray fa nirotsaka tamin’izany, araka ny lohatenim-pikarohany manao hoe ny fomba filazan-javatra ao amin’ny hiram...
Ny serasera mahazatra ny olona andavanandro ny serasera am-bava no tena mahazatra ny olona eo amin’ny fiainana andavanandro. Na izany aza anefa dia manjaka ihany koa ny serasera an-tsoratra toy ny fandefasana mailaka sy ny hafatra amin’ny finday, ny fanoratana taratasy, ny serasera an-gazety sy ny peta-drindrina. Misy ...
Eo aloha ny maha fiangonam-pifohazana azy. Maro mantsy ny olona tonga mamonjy izany na ao amin ny fiangonana na any amin ny toby 238. Amin ireny famonjena asam-pifohazana na asa fampaherezana ireny dia maro ny olona nahazo fahasoavana, ohatra, sitrana, tafita tsy mahagaga izany satria tranga miseho amin izao vanim-poto...
Mbola hitondrana antsika 164
Randria sakafo, dia akanjo, dia bodofotsy ho an’ny isa- pianakaviana. Koto sakafo ve rangahy dia zaraina?
Manaitra ny maso avy hatrany, araka ny kisary, fa vitsy mihitsy ny lehilahy tonga mivory, misy aza moa tsy misy mihitsy. Raha atambatra ny lehilahy rehetra dia miisa 18 hatramin’ny fanombohan’ny fivoriana ka hatrany amin’ny farany. Miharihary kosa ny fahamaroan’ny vehivavy raha mitaha amin’ny lehilahy, satria miisa 54 ...
Vila ka , soratana vila ka , ’vela , soratana vela, ’vala , soratana vala, ’vula , soratana vola,
Acte 6 ralisy efa salama , navela eny an-tsaha feom-boronkely ralisy navela a ! Aleo vitaiko ity tondrak’anana kely ity fa ndehana aloha ianao manasa ireto anana ireto hataontsika laoka hariva navela manaiky hay ! Ento aty ary sasaiko atsy amin’ ny dobo ambany atsy e. Avy eo navela ka tsy andeha hody amin’izay isika ? ...
Tao amin’ny fizarana fahatelo farany no nandalinana ny fanovan-javatra nampiasain’ny maintimolaly. Nezahina novahavahana tamin’izany ny fomba nilazan’ny mpanoratra ny tarakevitry ny literatiora tamin’ny vanim-potoana 1820-1895. Ny niaingana dia ny fomba nandokoana ny fahalemen’ny olombelona sy ny fiainana an-tany. Avy ...
Manombana ny anjara toerana tokony homena ireo endri-pifandraisana ireo manoloana ny zava-misy ankehitriny
Ny fanatsarana ny asa efa fanome ny mpianatra
Misy koa ireo tononkalon’i jo andrianasolo izay anehoany ny heviny manokana ny amin’ny toetran’ny olona manodidina azy. Ny gazety boky notre librairie izay manao ny famahavahana ny haitsikera ara-tantara sy ara-parahatoka amin’ny literatiora afirikanina moa dia milaza fa ny literatiora no fitaovana mahomby ahazoan’ny m...
Tamin’ny 26 jona 1945 no nijoroan’io fikambanana iraisam-pirenena io. Fikambanana najoron’ny firenena mpandresy, dia i frantsa, i italia ary i angletera , mba hitazonana ny fandriampahalemana eran-tany tsy ho voatohintohina intsony. Eo koa ny hanatsarana ny fifandraisana iraisam-pirenena sy ny hanajana ny zon’olombelon...
Loharano mônografia kaomininaly kaominina ampitatsimo ny iraika ambin’ny enimpolo isanjaton’ny mponina dia latsaky ny valo ambiny folo taona avokoa, miankina amin’ny fanabeazana azy ireo izany ny fandrosoan’ny tanàna.0,7 ny taham-pahaterahana ary 0,02 ny taham-pahafatesana. Halavirana miala an’ambatondrazaka 5,2 km hal...
Ao amin’ny va dia efa maty ravelo vao natombok’i andry ny fanadihadiana, na dia efa fantatr’ingahy ravelo dieny mialoha aza fa misy mifofo ny ainy. Ao amin’ny vh dia efa maty tany paris rakamisy vao niainga teto madagasikara i andry.
Tetika karazany enina no nampiasain’i b nentina nanazava lesona nandritra ny seho natrehina tao amin’ny kilasy voalohany l. Indreto avy izany fanazavan-desona tamin’ny alalan’ny ohatra ohatra telo no noraisiny nentiny nanazava ny hoe fananan-kasina ;
Mpanampy manambara didy jadona, fanamparam- pahefana, fanjakazakana niharan’ny tsindry hazolena tanteraka ny malagasy.
Hoy rajoelisolo, raha nilaza momba izany misy banga lehibe eo amin’ny fiainam-pirenena malagasy, dia ny tsy fahalalan’ny vahoakany ny olomangan’ny fireneny. Voa ny firenena izay tsy mahalala ny maherifony. Ataony fa zéro izy. Tonga tsy matoky tena ny vahoaka ao aminy, fa miandry olona hafa hamonjy azy lalandava. Ny han...
Tovo ny andro ity efa alina, tena tsy mitombina mihitsy ianao.
Matoa tsy mety mihotsaka, maitso mavamavana efa tsara fototra, matevina sy mazana.
Tandra vadi-koditry ny vakodraza? A ny amponga. Ny asany dia fitazomana ny ban- kira tsy hiova hiadana. Arahina tehaka izany indraindray. Lasa fitaovana mahakanto ny vakodraza? A izy ary natao hanairana ny mpijery ihany koa. Fitaovana vita amin’ny hazo
Ny tany ambolena tsara ny voly katsaka dia mitaky tany lonaka tsara, lali-nofotra tsara ahitana an ireo tsiron ny tany rehetra ilain ny voly. Ny tany safidiana hovolena dia tany azo voraborahina tsara ka hahazoan ny rivotra miditra ary mora mitsika ny rano aminy. Ka toy ireto manaraka ireto ny karazan ny tany tokony ho...
Tribune valiha , izy moa no iza ? , 30 jolay 2004 tovana
Voalaza tao amin’ny zana-pizarana 1.3.2 ny manavaka ny renifeo sy ny zana- peo. Afaka miantomboka, manelanelana ary mamarana ny zana-peo, fa ny renifeo dia tsy afaka mamarana raha afaka miantomboka sy manelanelana. Misy karazany roa ny zana-peo ny zana-peo ao amin’ny fiteny bl av, dia ny zana-peo tsotra sy ny zana-peo ...
Marihina fa ankoatry ny tavy fisotroana rano sy ny tavin-tsakafo dia ahitana tavy iray hafa ihany koa ao anatin’ny tranon’akoho. Io tavy io dia asiana fasika sy lavenona mifangaro, miampy k-othrine. Manampy amin’ny fandevonan’ny akoho sakafo ny fasika, ary ireo fangaro hafa kosa dia mamono ny bibikely amin’ny akoho.
Ny soratra misy karazany telo amin’ny ankapobeny ny soratra fampiasa raha ny endriny na ny habeny no jerena dia ny sora- mandry, ny sora- matavy, ny sora- mahia.
Ny fizotran’ny lesona
Ny fahendrena navelan’ny ntaolo dia milaza fa ny tonga tsy miarahaba hono naman’ny tezitra ary ny mandeha tsy manao veloma naman’ny sosotra. Misongadinaao amin’ny vakodraza? A izany satria tsy hadinon’ny mpanao vakodraza? A ny mametra- beloma ny olona tonga nanatrika rehefa hifarana ny fampisehoana ataon’ny tarika iray...
Nielina, naseran’ny embona nandalo ny ela-pahatsiarovany dia zary vonton-tsento sy indrindra koa nimalo ny saina efa torovany.
Feno ny iray volana niasana. Miandry ny fandraisana karama eo amin’ny
Haingo 1994
Ny firafitry ny tantara foronina amin’ny ankapobeny lafin-javatra telo no mamaritra ny tantara foronina amin’ny ankapobeny dia ny toe- javatra iandohana, ny toe-javatra manova ary ny toe-javatra iafarana. Indro hodinihina mifanesy ireo.
Vokatra azo ambara ho ratsy ny vokatra teo, satria ny roa tamin’izy telo dia tsy nahita ny valim-panontaniana marina. Mbola nisy ny fomba fiheveran’ny mpandinika hafa fa tsy nanaovany tombana intsony izany, toy ny fiheveran-dravelojaona.
Ny fifanovan’ny zana-peo
Zay mba toeran-kitodiana toa tsy hisy ! 276
Rehefa fantatry ny sarambabem-bahoaka ny zony, dia tsy niahotra intsony izy nitaky an’izany. Leo toky fitaka nataon’ny fitondrana ihany koa izy. Tofoky ny fanaovana tsinontsinona azy, ka niara-naneho ny hatezerany. Noho izany, vahoaka tapa-kevitra, vonona sy sahy hiaro ny tombon-tsoany sy hanarina ny fireneny izay lats...
Fitaovana ampitan-desona lahatsora- tra sy boky lahatsora- tra sy boky gazety sy boky ampy ve ny 70 ora anaovana ny tsangan- kevira aoamin’ny kilasy voalohany.
Ity karazam-boky fampianarana ity indray, dia ahitana ireo karazana fahalalana , ka azo atao ny mampiasa izany ho tohan-kevitra amin’izay ilàna azy, na koa haka izany hoentina hanaovana fampitahan-kevitra tsy ahitana ireo torolalana amin’ny fampianarana kosa izy ; tsy mahafeno ihany koa ireo tsikera farany kely indrind...
Tamin-dr a- il. ’ j ji.9 n sh ;2. ; ? , , ’-.
Morris g. Watkins l. 1990 rakibolana malagasy. Editions ambozontany fianarantsoa. P.154.
Eto mahazoarivo izao misy, any iharana sy sahamadio ary ny kaominina manodidina dia ahitana avokoa fa ny tena malaza amin izao fotoana izao di any ao amin ny somacodis ambositra. 2- inona no fantatrao momba ny kianja filalaovana savika?
Fitaovan-tserasera isan’ny goavana tokoa ny haino aman-jery, ary maro dia maro tokoa ny vokatra aterany, arakaraka ny mety ho fampiasana azy. Azo sokajiana ho roa lehibe izany.
Raolison r. R. , 2006
Misy koa ny mpampianatra mamoaka teny mety handratra ny mpianatra, toy ny hoe dondrom-belona, vendrana 112 manimba ny sain’ny mpianatra izany.
Fafana faha-03 ny zana-peo sosona
Hanitra ity , hoy ny feony matoky no sady nalàny ’lay lamban’ny aizina ! Ny namany loky raha nahita izany raha jamba ny jamba tsy satriny akory, ny sainy no sisa entiny hitsinjo ’lay lovan’ny ory dia ny paradisa
Valeur significative ou informative 2 valeur explicative
Mifanova amin’ny renifeo malagasy b ny renifeo swahili b eo amin’ny vanin-teny mialoha ny tsindry. Ohatra baria baharia baraka baràka bahili bahili bakuli bakuli barua kibaroa
Fehezan-teny mifamaly rafitra, mitovy vahana, mandravon-kevitra no hita ao amin’ny fahamarinana v. Alah. 68 ho inonao moa no hanana ho inonao fiara maro trano maro valo zoro, mahatsiriritra ny hafa, azonao ireharehana, hisekoana, hitrifatrifana, rah’toa ka alahelon’olona rah’toa ka tsiny no arabe no mba vato fanorenany...
Navalona, tak. 19- 21
Le petit larousse illustré. Librairie larousse. Paris.
Hikitikitika an’io ady tany io. Finy sarotra manko ny mizak’olo; izy koa mba miady ny ho an’azy. Laha avy ary ny volana aprily dilatra teo i y dje nivaly ny 10 aditanin-dreo. Namôka didy ny fitsarana fa andreo madiodio ny tany. Ndre zay tsy na eky ho resy mandy ny andaniny. Ny ankilany moa avy dje niasa tamin’ny tany. ...
Ran e 1982 tontolo isainana tak 12
Ste rarijaona ets chapin soam maronjana kobama textile- service informatique manufacture de tabac fabrique de boissons gazeuses eau minérale lait concentré sucré, en poudre, farine lactée tabac à chiquer tabac à chiquer huilerie, tourteaux, fromagerie, jus de fruit naturel, lait uht ebénisterie, menuiserie construction...
Rajaona , takelaka notsongoinaii, op-cit, tak23
Difficulté d’accès aux crédits pour la création d’entreprises le problème de financement est un problème commun à tout le secteur informel et freine considérablement les efforts de création d’entreprises et donc d’emplois. Les artisans n’en sont pas épargnés. Les entretiens avec les personnes ressources et les enquêtes...
Tsongoinolombolo, olomanga
Manana hevitra ifandraisany ireto teny ireto noho izy samy ahitana ny endrika kotika daholo.
Ny fo samy tia tsy maintsy hiray hifamingom-paka ho mandrakizay avela ny rano maria tsy hitony sy ireo tsy tia hamela lonjony tsy mampaninona izany tsy akory rahefa ny tiana no miaraka ory
Fafana 15 ny asan’ny ray aman-drenin’ireo mpianatra
Hery ny aina, ny iray ampahatelony, tak 2, va tak 105
Azo raisina ao anatin’izany ihany koa antananarivo toamasina