text stringlengths 10 11k |
|---|
Dia ireo raiki- trosa taminy fa nampisamboriny vola na masom- boly aza, dia nandefa feo fa mba tokony ho dinihina ny aminy tezitra mafy ingahilehibe, any, hoy ilay mpiandry omby, fa ela ny ela ka misy sahy miady hevitra aminy. Ny ampitso dia nisy enin- dahy no tao amiko ary nanontany indray raha tahiny ka misy tany azo... |
Dox, folihala, t. 181 |
Kalitao akora ratsy antonony tsara voanjo 45 kg 45 kg 47 kg siramamy 30 kg 35 kg 37 kg sira vovony 200 g 200 g kobam-bary 12 kg 10 kg 10 kg koba mangahazo maina 6 kg 3 kg ravin-dongozy 1 3 kitapo 1 3 kitapo ny kalitaon’ny kobandravina amin’ny alalan’ny lanjan’ny fangaro ao aminy. Hita avy amin’ny fafana fa ny kobandrav... |
Sendra ianao tokony hamelona indray ve no hitaraina toy izany rado a! |
Nohavaozina , fitsipi-panoratana, itazoma ivotoeran’ny teny aman’arika momba ny zavatra sy olona malagasy , stelarim sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy , oniversiten’antananarivo. 39 tak rajaona, s. |
Teratany vahiny réunionais, tonga mangata-pitahiana ao amin’ny doanin’andranomatsatso fokontanin’i manjakamiadana . |
Na mifamparikitry na mifanalavitry mahasolo te a ôlo a amy kora a atao fô ny sitilô mety mahay tenin’ôlo jiaby arakaraka ny fampianara a azy hivôla a 25 satria kora a amin tsitilô tsy azahoan’ôlo gila 9 vôlam bôho 10 amin’ôlo tsy mahay mizaha azy sitilô? Gao o hely miavo o ndraiky e tsy ma eky ampivôlani ’ôlo o tsary n... |
Araka ireo voalaza ireo dia azo ambara fa nitana anjara toerana lehibe teo amin’ny literatiora malagasy ny fisian’ny trano printy takariva ; nampiroborobo ny literatiora malagasy izy. Ny famokarana literatioram-bahoaka no tena nanavanana azy, ary noezahina natao tamin’ny vidiny mirary izy ireo. Mba ho fitsinjovana ny s... |
Chantale haja a ! Haja â ! Haja ahoana tompoko ! Chantale avia aty anie ianao anaka ô ! Ambeno tsara ny akoho tsy hihinana ny varintsika ao an-tokontany a ! Ineny handeha haka kitay vetivety aty ambany andrefana. Chantale mihira imaitsoanala any am-pakana kitay oh ! Oh ! Mba nahazo misimisy ihany aho lahy ! Angamba vit... |
Monographie de district de manjakandriana, 2006 2007 , tak 22 |
Par ailleurs, dans cette nouvelle organisation qu’est la feffi, l’auteur précise qu’ entre les acceptions reçues du terme de coopération, la réflexion sociologique ne saurait négliger la plus générale. En ce sens, originaire, coopérer veut dire faire ensemble quelque chose, travailler en vue d’un même but, si joindre e... |
Andrianarivony d. Fitsipi-pitenenana ho an’ny rehetra, edition 1993 salohy, trano printy loterana |
Sedra atoratoraka any aloha izay azo hatoraka. Tena tsy misy mahavoa fa voasakany amin’ny sabatra. Rado sedra! Tsia! |
Ny fandresen-dahatra dia tsy maintsy miorina ao anaty seha-pitenenana voafaritra mazava ; izany indrindra no ampiasana voambolana iray sahan-kevitra miompana amin’izay hevitra tohanana na arodana. Ireny voambolana ireny no antsoina hoe voambolana manokana na koa voambolan-tsehatra. Manamarina izany, ohatra, ireo voambo... |
Indraindray anefa dia mahaleo tena tanteraka ny feon-teny j eo amin’ny teny indonezianina ka azo heverina ho toy ny renifeo. Amin’izay fotoana izay, ity feon-teny miasa eo amin’ny voanteny indonezianina ity dia mety mifamaly amin’ny renifeo feno eo amin’ny voanteny malagasy. Ohatra amin’izany ireto voanteny mifamaly ir... |
Ii.1. Ny hevitra fonosin’ny laza masaka ampiasaina amin’ny olona |
Firaketana |
Ny fanoritsoritana toetra |
Fizarana faharoa ny fiheveran’ny mpanoratra ny fiainana sy ny fahafatesana |
Tsy fankalazana fe fankalazana fotsiny no atao amin’ny serana fa fombafomba ampidirana ny olona amin’ny tontolon’ny razana. Hitomboany hasina ka ahafahany manome fitahiana ho an’ny velona, indrindra ny zana-drazana ny serana fotoana iray anehoan’ny zana-drazana ny maha izy azy ny serana ary anehoany ny maha fototr’olon... |
Fiantraikan’ny fahafatesana, indrindra ireo izay mbola mandala ny fomban-drazana toy ny fisaonana. Io euphémisme io izany dia nanamaivamaivana ny fo aman-tsain’ny olona anatrehan’ny fahafatesana. Ka ny tena mandoko hasambarana dia ny fampiasana ny teny hoe afaka raha ny hoe maty no nandrasana. |
Ny sora-mandry no nentina naneho ny teny fampidirana rehetra mialoha ny asa soratra atolotry ny mpanoratra. Toy ny hita ao amin’ny takila faha 151 , manolotra ny tononkalo ny ombin-tsarety sy ny olona nampiasain’ny mpanoratra koa mba hanavahana izay teny noheveriny fa manan-danja na ilàna fanazavana manokana ny sora-ma... |
Tsia hoy isika fa hiaka hanan-dra-peo, tsy hisento na hilao, na ho manta hankaleo ny tsy fisiana tsy fananana sakafo, ny enti-miady, fitafiana fihafiana fa hioitra sy hiezaka hafampitantana hatrany ? Ireny tsetra sy tomany kosa, hofadiana sy hariana izay fidian’ny kanosa, na dia ho noana hitofezaka ka io hanoanana mian... |
Fifandraisan’ny mpandray anjara |
Vavaka nasandratry ny mpanandro iray nandritra ny hady fototra natrehinay maso eny andriamanitra be hasoavana sady be fitiavana. Namoha anay tamin’ny torimaso fialan-tsasatra ka nanome izao maraim-baovao izao indray ary dia nitantana sy nivimbina tamin’iny lalan-davitra izay nalehanay ankehitriny tompo o, dia mangata-b... |
Ka tsy tokony hanelingelina ny eritreritry ny olona mazava saina sy voataiza ara-tsiansa satria tsy inoany intsony izany tody izany noho izany, mihamitombo andro aman’alina ny ratsy sy ny tsy rariny. Marihina koa ny fisian’ny voambolana fampiasan’ny olona manana rafi-pisainana mirona mankany amin’ny siansa finoanoam-po... |
Dihy hiarahan’ny lehilahy sy vehivavy fanaon’ny |
Izany dia miseho amin’ny fifamalian-drafi-pehezan-teny mitovy vahana, mifanipa- kevitra. Izany hoe samy mandray ny valin’asany avy na ny tsara fanahy sy ny ratsy fanahy. |
Mpanoratra zandriny jean joseph rabearivelo, josephe honoré rabekoto na lys ber, samuel ratany na tanicus, elie raharolahy na harioley, jean narivony, alfred andrianaly na elisa freda, arthur razakarivony na rodlish, rafanoharana na bolespara, caleb razafimino. |
Ny famaliana ny filana ara-batana |
Fanalavana ny fanafohezan-teny i. Mm. Re. D introduction, materiel et methode; resultat, discussion ha hekitara sihanaka folo maka zato hab habitant km2 kilometatra tora-droa isan-jato l lahy v vavy instat institut national de statistique f. J. K. M fiangonan’i jesoa kristy eto madagasikara somalac societé malgache d’a... |
Mizara roa ny anatra miseho amin’ireny ohabolana ireny ka ao ny anatra aroso mialoha mba hisorohana ilay toe-javatra tsy eken’ny fiaraha monina hipoitra. Aro fanina no ilazana izany, dia aro fanina mba tsy hampianjera any amin’ilay lavaka sy hady lalina sy mangitsokitsoka. Ao ihany koa ny anatra miseho aorian’ilay toe-... |
Efitra isa trano fatorian’ny beazina 4 trano fisakafoanana 1 trano fianarana 2 trano fidiovana 5 trano fanaovana maloto 5 loharano akany avoko, taona 2013. |
Ny fiheverana ny tononkira dia tononkira tsy misy asa fikarohana lazaina ho tena vaovao tanteraka, fa tsy maintsy misy efa nilaza momba izany. Ny fahitana ny olana na fahasarotana ary indrindra ny fisian’ny zava-miafina tsy voafongatra no miteraka ny asa fikarohana. Isan’izany ny fandinihana ny tdt izay ataonay ka hase... |
Ny distrikan’i moramanga no tena manana tombony noho ny elanelana saika latsaky ny 1km avokoa ; avy eo ny distrikan’amparafaravola izay mahatratra 95 ny kaominina. |
Eto kosa indray dia tamberim-boan-teny an-dohan’andininy mifanesy. Ny voan-teny hoe ineny no miverina eto. Entina hanasongadinana ny lanjan’ny reny, ary mandoko ny fihetseham-po izay manambara fa loharanon’ny fiainana izy. Ny fampitamberenana dia natao hanatranterana hevitra. Tsy nataony ho ambanin-javatra anefa ireo n... |
Maro ireo mpandinika no nahatsapa fa mpanakorontana ny fahafatesana. Isany nilaza izany razafintsalama adolphe amin’ny hoe ny fahafatesana dia midika ihany koa hoe misy lamin-javatra voakorontana. Anisan’izany, ohatra, ny fiarahamonina sy ny momba azy. 194 korontanin’ny fahafatesana, araka izany, ny fiainan’ny isam-bat... |
Tak takila |
Fafana maneho ny fanafoanana ny teny sasany 50 |
Ny fampiasana manokana ny mpisolo toerana |
Isan’ny mpianatra isan’ny mpampianatra ecole menagere ecar 1 68 2 atelier sergio ecar 1 44 3 coupe et couture nirina 1 39 2 coupe et couture meva 1 51 2 |
Les partenaires financiers |
Aman-dreniny izy ary natopatopan’ny onjampiainana dia tany no nila vonjy. Tsy nanana famonjena natolotra an’i sahondra anefa ireo noho ny fenitra kristiana izay narahany, fa nampitombo ny fahoriany aza no nataony. Fihevitry ny fiarahamonina araka izany, dia olona maloto i sahondra, olona ivelan’ny vala, manamarina izan... |
Raharimanga, ny avana ramanantoanina et l’identité naionale, thèse de doctorat 3ème cycle, institut national des langues et civilisations orientales, paris, 1987, p. 9 la vie d’un écrvain est inséparable de son uvre. 6 taterin’i a chassang et senniger, les textes littéraires généraux, collection h. U , classique hachet... |
Ovo-drafia atin’ny rafia mbola malemy izay mifanaraka amin’ny vololony alaina atao laoka olobe olo-maventy , olon- dehibe, raiamandreny; olon-tsotra saingy manana andraikitra amin’ny fiahiana ny vondrona olona iadidiany laidama, tangalamena, zokiolona rata a tany lemaka raty ravin-javamaniry efa maina ka mora mirehitra... |
Que problem1 vartics relevant moins, |
Tsy misy fotony ty! |
Bema sarimbavy ahoana? Aiza izay sarimbavy eo? |
Ritra ridritra ritina |
Ny tranga eo amin’ny filingirana sy angitrangirina ohatra 11d dia ara-dalana eo amin’ny mpihazaka fari-panononana sy ny fikentsona, raha tsy azo tombanana izany eo amin’ny mpihazaka fisokatra sy figoboka. Ahitana renifeo ng arahin’ny zana-peo aloha i ireo fototeny ireo ao amin’ny toeran’ny x1 sy x1 ; andrasana araka iz... |
Mpampianatra |
Wa- wangu wako wake wetu wenu wao manondro zava-maniry tokana m- mwangu ko mwako |
Présenté par zonafindra arintsoa annie directeur de recherche dr rasoloarivony theis enseignant-chercheure à l’université |
Dikan-teny malalaka nataonay araka ny nambaran’i tardif, 1992 l’enseignant s’interroge sur d’une part, sur la pertinence des activités au regard des connaissances antérieures et des objectifs des curricula, et d’autre part, sur les exigences des tâches demandées à l’élève p.304 4dikan-teny malalaka nataonay araka ny na... |
Randriamananjara razafindrakoto no mpamboly vary nahazo voalohany tato amin’ny faritanin’antananarivo tamin’ilay fifaninanana fambolem-bary nampanaovin’ ny fitondrana tamin’iny taona iny. Avy ao antanambao i, ankadinondry sakay izy. 14,900t no vokatra azony tamin’ny tanimbary 1 ha. Dimy izy ireo no nifaninana tamin’iza... |
Famintinana ny fizarana voalohany |
Ny epiphore 443 no nandokoan’i samuel ratany izany fitalahoany amin’ny zavaboaary hafa izany. Hita izany amin’ny hoe |
Le mama e e e e e e e e e le mama e avy tamaromitety ka hody izaho |
Faisant partie intégrante de la la déclaration universelle des droits de l’homme , les sports et loisirs figurent parmi les besoins fondamentaux de tout homme tiennent une place importante dans les activités courantes de la population ; surtout les jeunes qui sont largement majoritaires, donc le sport est un besoin ind... |
Volana jan feb mar apr mey jon jol aog sept okt nov des tot isa 23 20 30 20 23 29 24 29 27 27 25 16 283 |
Ny fitaomana ny mahantra sy ny manana tsy hifampiolonolona manoloana ny tsy fitovian-tsaranga, taomin i lyra hahay hiray hina sy hifanampy ny mpiara-belona aminy mba hanafoanana ny fahantrana. Lafin-javatra roa no haseho ato amin ity zana-pizarana ity ny firaisankina, ny fifanampiana. |
Asandrato re ny loha, dia sokafy koa ny vava, ka ny avo ray tsitoha no isaory lalandava. |
Lahatsoratra mampahalala 1- inona no ampahalalaina eto ? 2- diniho ny fomba entina manatanteraka izany |
Kolontsaina, tontolo iainana antony mampihanaka azy fepetra tsara raisina hisorohana ny fitarany sy hampihenana ny voka-dratsy aterany -fitsidihana toerana na toby fanarenana -fihainoana vavolombelona |
Kinanjo, tsy ela ry lahy izay nampanahy nisinda sahady satria nisosa ny dia! |
Solofo josé 21 oktobra 1995 |
Araka izany, ny zavatra tsy tokony hatao rehefa hanadihady lahatsoratra dia ny mamaly fotsiny ny fanontaniana raha fanadihadiana tarihina ny asa atao sy ny manadihady mivantana ny lahatsoratra avy hatrany fa tsy mijery ny fanontaniana. |
Ny fararano maro ny asa tanterahina amin’ny fararano, mafy izany nefa maha-miramirana ny tantsaha ny manatanteraka azy satria handray ny vokatra izay efa nisasarana am-bolana maro. Miroso amin’ny fijinjana manomboka eo amin’ny volana may rehefa heverina ho matoy tsara ny voam-bary. Voalohany amin’izany ny fandidiana ny... |
Fototra niaingan’ity asa fikarohana ity ny fiheverana fa misy vakoka miafina anaty tanàn-dehibe. Isan’ny mason-tsivana mipetraka avy hatrany, raha miainga amin’ny famaritana ny vakoka, ny endrika fitehirizana azy, na ivelany na amin’ny hevitra ilafihany. Rehefa natao ny fidinana ifotony dia tsikaritra fa efa miova endr... |
Ny tombana am-bava fanao alohan’ny hanombohana ny fampianarana, dia ny famerenana ny lesona vita tamin’ny farany, ka misy ifandraisany amin’ilay lesona vaovao mandritra ny fotoana voafetra 10 ka hatramin’ny 15 minitra eo ho eo , amin’ny alalan’ny fametrahana fanontaniana amin’ny mpianatra. Fanontaniana ahafahana misiko... |
Fotoam-pivavahana amin’ny fomba amam-panao toy ny fanambadiana sy ny fahafatesana, indrindra amin’ny asa vary. Maro ireo milaza ho kristianina mino an’andriamanitra ray saingy tsy manadino velively ny fomban-drazana ary manatanteraka izany sy ny fombafomba miaraka aminy amin’ny fotoana ilana azy. Maro ireo olona miditr... |
Pasitera toa tsy mahatsiaro tena? |
Mirakitra izany ity ampahan-tononkalo ity, milaza hoe ity ianao dia tsy hifoha dia ho ao mandavan-taona! Hifangaro taolan-doha, |
Efa samy nandre ny teny hoe mitsikera ve ianareo? V eny f ahoana no fahazoanareo tsirairay avy izany? Manomeza ohatra, mba hampazava azy. V manaratsy, manakiana ohatra aza faly mitsikera izay lazaiko fotsiny izany hoe, aza faly manakiana na manaratsy fotsiny. F inona izany no takina rehefa mitsikera hevitra? V mijery n... |
Harin’aivo santamalala gilberto |
Tsy azo atao tsinontsinona ny mpamaky satria ny fisian’ny mpamaky no loharano miteraka ny famoronana95 hoy i robert escarpit. Ny fotoana andraisan’ny mpamaky ny asa soratra no resahana amin’izany. Raha ny taona 1995 no nanoratana ny boky onjam-pilafila, ny taona 2001 kosa vao nivoaka ho azon’ny besinimaro vakina teo an... |
Nezahana naseho tato anatinrity fizarana faharoa ity ny fomba famolavolana boky fampianarana. Ny boky nosoratanri f. Richaudeau sy i r. Seguin no boky fototra ilafihanrny asa fikarohana. Novelabelarina tao ny famaritana sy ny tanjonrny boky fampianarana ary ny anjara asa tanany. Mba hahatomombana tsara ny famolavolana ... |
Any amin’ireo tobim-pahasalamana samihafa no ahitana ny fanabeazana ny mponina eo amin’ny sehatry ny fahasalamana. Maro ireo mpiasan’ny fahasalamana miandraikitra izany. Misy ny médecin inspecteur, ny dokotera, ny mpitsabo mpanampy maromaro ary ny mpampivelona iray isaky ny kaominina ao amin’ny disitrikan’i fandriana. ... |
Ahoana no hahalalana ny tena tolona sy ny tena mpitolona? |
Momba ny kanto ao amin’ny literatiora ny valiny |
Avant d’effectuer une analyse des problèmes liés à la gestion de la trésorerie de la tpflm, nous pensons qu’il est nécessaire de présenter en premier lieu cette société, de mettre en exergue sa spécificité, sa vocation, son mode d’organisation, ceci afin de pouvoir délimiter les actions que nous pourrions proposer. En ... |
Teny frantsay |
Ry jesoa kristy tompon’ny fiononanaô! Mangataka aminao aho ho an’ireo izay mitomany amin’izao ora izao, na iza na iza, ary na aiza na aiza no mitoetra. Ny fanahy masina anie hampahalala azy ireny sy hampiaiky azy, fa misy toerana anankiray azo itomaniana amim- panantenana ety ambonin’ny tany, dia ao amin’ny tempolin’an... |
Malzac r. P. Dictionnaire français- malgache, edition ambozontany analamahitsy, 2003 |
Randriamanohisoa gabriel mpiambina csb ii |
Tsofin’ny rivotra. Satria tsofin’ny rivotra izy ka lasa sal 103 fahatsiarovana an’itomp. Désiré rakotoarivelo maty nitsabo pesta . |
Siméon rajaona, 1972, op. Cit, tak. 85 ces élément n’ont entre eux aucun contact fonctionnel ils sont, certes, en contact syntactique ; mais ce contact ne crée entre eux aucun lien syntaxique n’ayant entre eux aucun rapport de subordination, ils sont indépendants les uns des autres. Ce sont les compléments primaires de... |
Olana avy amin’ny mpianatra |
Ramampiandra lp enquête étnologique sur le terrain à alasora et andranoro.1968. |
Fahasahiranana noho ny tsy fananana fitaovana nampiasaina tsy afaka nampiasa fitaovana ankoatra ny fakan-tsary sy taratasy ary penina izahay. |
Ny sarinteny mba hifantenana tsara ny voambolana ampiasaina dia ambaran’ny mpandinika maro, fa ny fampiasana ny fomba fiteny mihataka amin’ny andavanandro no anisan’ny manome endrika ny lahatsoratra, ka mahakanto azy, izany hoe, ny fisian’ny sarinteny. Hoy i wellek sy i warren mba hampifantoka tsara ny mpamaky amin’ny ... |
Universite d’antananarivo école normale superieure |
Tina miteny irery dia ho firy volana vao ho tonga i tovo e! Hangingina irery ato aho izany mandritra izany. Soa ihany fa mba misy ireto radio sy telé ireto. Fa ny hipetraka irery izao no hahasorena. Inona re no ataoko e! Miato kely hitako ny hevitra tena izay no ’ndeha ataoko, sady efa manavanana ahy koa ny mivarotra e... |
Entin-drivotra mandrotsy, |
Tamin’ny taona 1936 izy no nanomboka nanoratra. Ilay sorona mahagaga no tantara noforoniny voalohany. Maro karazana ny asa soratra nosoratany, toy ny angano, ny tononkalo, ny hatsikana, ny sombin-tantara sns. Ny sombin-tantara no tena nampalaza azy ary koa maro an’isa tamin’ireo sangan’asany. Miisa enimpolo mahery any ... |
Araka ny fandinihana momba ny boky tany amin ny fizarana 2. 2. 2, dia mahatety vanim-potoana ny tantara. Ny mpanoratra mantsy dia heverina fa olom-boahosotra, ary mahalala ny zavatra rehetra, na ny lasa, na ny ho avy, na ny fantatra, na ny tsy fantatra. Hoy i randja zanamihoatra raha mbola tsy ary akory ny vatanao mali... |
Manadino dia mamono ny eritreritra ho very, miala an-kitsirano tsy miverina eny intsony, dia mikosoka ny lasa na mitsabo ’zany fery vao mizotra moramora hanalavitra ’lay fony |
Jobo jaketra, ravahan’ny |
Andikana ny boîte de nuit |
Richaudeau , op cit , tak 145 nous nous laissons tenter de temps en temps par l’écriture de phrase assez longues , à ne pas imiter l’écrivain du xixéme siècle alphonse de lamartine, dont certaines phrases étaient si longues et si complexes dans leur structure que le verbe-en fin de phrase-ne s’accorde pas avec le sujet |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.