text stringlengths 10 11k |
|---|
Harsoline raoeliarivelo 21 avril -24 septembre 1930 , tak.39 |
Vakiteny mafy, misy aina ataon’ny mpampianatra |
Maro ireo vahiny avy amin’ny faritra hafa mila ravinahitra monina ao ampitatsimo, samy manana ny fomba nahazatra azy avy any amin’ny toerana sy ny vondrona nisy azy; niray volo tamin’ny tompontany izy ireo ary samy nanatanteraka ny asa fambolem-bary ka lasa niray fomba amam-panao teo amin’ny fanatanterahana io asa io. ... |
Tsy hita 38- alarobia 23 jolay 1969, iv lah3966 tsaroako fa nila alkaola ny tenako, hanala ny faharerahako, kanefa tapitra ny tato an-trano, ary tsy sahiko ny haniraka indray an’i pendo, satria efa tsy tiany ny hisotroako nikohakohaka teto am-pandriana aho, mbetika nangatsiaka nangovitra, nabesitra nafana, tera-tsembok... |
Eo indrindra isika izao firifiry moa izay ny ray miaina vilana maola 25 matim-bola |
Sur le plan professionnel mises à part les acquisitions sur le plan personnel, ils y a aussi les acquisitions que nous avons eues sur le plan professionnel. 2.1 connaissance dans le domaine de la réinsertion sociale étant futur travailleur social et éducateur spécialisé, nous seront forcément confrontés à des situation... |
Fizarana ny mpianatra ho tarika nozaraina tarika 6 ny mpianatra izay samy nahitana mpianatra 7 na 8 avy. Ny tarika 1er -2ème-3ème nitrandraka ny ambaratonga telon’ny fananam-panahy teo amin’ny ntaolo. Ny tarika 4ème-5ème-6ème nitrandraka ny lanjan’ny fananam-panahy eo amin’ny fampivoarana. |
Mampita hafatra 1 mifampiankina sy mifameno 1 |
Jereo tovana 10 |
Tahirin-kevitra nampiasaina mpampianatra a mpampianatra e |
Ar 10.000ar hetra, haba, tamberim-bidy hajia vignette bisikileta -charrette -motocyclette 400ar 1.000ar 1.000ar haba, taxe billard et baby ticket tsena 5.000ar 500ar andro tamberim-bidy, ristourne akoho, vorona famarotana omby passeport 100ar iray 3.000 ar hofan-tanin’ny kaominina ristourne decortiquerie catégorie 1 -c... |
Amin ny zavatra na toe-javatra. Ity lalàna ity dia tena mifototra amin ny pragmatika, izany hoe mijery ny toe-javatra eny amin ny seha-pitenenana sady mihataka amin ny lalàn ny haiteny. Anisan ny manamafy an io fifandrohizan ny hevitra io koa ny fampiasana ny teny mpampifandray na teny savily izay manana ny anjara toer... |
Indemnités |
Dieran’iarivo takariva t-14, lah-691, 14 11 1947 |
Ts imanato tsy maintsy any amiko dia matory any ary miara-miainga daholo! Rainibozaka ny hariva izany dia efa any? |
Va tak 7 ; and 4-5 ; andl 19-21 218 va tak 64 ; and 2 ; andl 7-8 and 4 ; andl 15 219 va tak 42 |
Tsy misy tantara afaka miforona raha tsy apetraky ny mpanoratra eo amin ny toerana sy ny fiarahamonina ireny mpandray anjara ireny. Hoy i m. Zeraffa.56 mivelatra amin ny hababa sy fotoana tokoa ny tantara foronina. Maro karazana izy ireo ao amin ny boky ny zanako i sy ii. Aompana amin ny fanabeazana hatrany ny fandalin... |
Kilasy 6e 5e 4e 3e 1ere terminale lahy 6 4 2 1 0 0 vavy 5 7 9 4 3 3 totaly 11 11 11 5 3 3 |
Ny fahalianana amin’ny zava-misy avoakan’ny haino aman-jery médias ny média dia tahaka ny fitaovana ara-tekinika samihafa, izay ahafahan’ny olona maneho ny fiheverany, na manao ahoana endriny na ny tanjony amin’izany 68. Azo tsoahana avy amin’io hevitra io, fa ny haino aman- jery no mamoaka ireo zava-misy maro loko mit... |
Ohatra2 ny sombin-tantara nosoratan’i gorgette ranivoarivelo gabrielle, no ndeha hakana ny ohatra manaraka. Ka ny resaka nifanaovan’i tojo tamin-dreniny no entina maneho an’izany tsy misy tonga any, ry tojo, na fiarakodia, na fiaran-dalam-by, na fiaramanidina aza a! Aza mirediredy eo fa mandreraka! -neny kosa. Izahay a... |
Ny fahavalonao namingana tsy hahatratrarana ny dingana, ny malalanao nisintaka, ny sakaiza koa namitaka, ny valisoa sy valin’asa 10 zary eso sady latsa, |
Dia havaozintsika izany any ampitan-drangolahy. |
Ny fehezanteny manontany dia fehezanteny ahitana singa manamarika ny fanontaniana toy ny hoe iza, inona, oviana, rahoviana, ahoana, manao ahoana. |
Aleo andeha fa tsisy bedy tsika kou tsy maka lagy lasa vinany mirediredy revy io ry bandy tohizo hatrany ha ha ha nahavita za le 05 par sendra namaky date 18juillet 2008 13 08 |
Ny mari- piatoana mibango teny na fehezanteny misy karazany roa izy dia ny fonon-teny sy ny farango sosona |
Ohatra 3 ny hita ao amin’ny asa maizina feno mialy a! Mangatsiaka ve ianao? Em rf l mialy eto anilanao ve aho hahare hatsiaka?150 |
Mpandray anjara |
Ny olana natrehina ny manao zavatra moa tsy mora, ary ny tenanay koa mbola zazavao eo amin’ny seha-pikarohana toy itony. Noho izany, maro ireo olana tsy maintsy nosetraina teo am-panatanterahana ny asa. Ny olana voalohany dia teo amin’ny fotoana nanaovana ny fanangonana. Araka ny efa voalaza teo aloha, dia nandeha nite... |
Zafy hono ho aho ry tsima ! Ahoana tsara anie no nahitanao an’i vololona tany antananarivo ? Tsima mila tsy ho fantatra ho a ! Haingo izao, haingo izao, aoka fotsiny. Zafy hein ! Dia ahoana ? Tsima tena manankarena be mihitsy ilay vadiny ilay zanany kely tsy hita hoe zanak’ambanivohitra. Zafy maditra izany raha zaza ho... |
Mpitarika andriamanatsilavo seth maître de conférences date de soutenance 22 février 2008 taona 2008 |
Article 3 le secrétaire général du ministère de l’enseignement secondaire et de l’education de base, le directeur de l’enseignement secondaire et les directeurs inter-régionaux de l’enseignement secondaire et de l’education de base sont chargés, chacun en ce qui le concerne, de l’exécution du présent arrêté qui sera en... |
Pré-acquis prérequis aptitude attribution pré-acquis ity voambolana ity, dia mahakasika manokana ny mpianatra hahafantarana ny fahalalana efa ananany alohan’ny fampianarana prérequis ity voambolana ity kosa, dia mahakasika manokana ny fizotran’ny fampianarana mba hahafantaran’ny mpampianatra izay tokony hampianariny ap... |
Sary 01 ireo distrika fito marihina amin’ny tarehimarika, miampy ireo faritra hafa manodidina. |
Effectifs 55 31 16 |
Tsikaritra araka izany fa ahitana fiovana ny fanatanterahana ny fanambadiana ao vakinankaratra. |
Kisary 12 ny fiainan’i bako hatramin’ny nahitany an’i fetra |
Ireo asa fikarohana efa nisy nanao |
Ny fiainam-pitiavana |
Ora-6ora pc tppa ang tppa |
Fizarana voalohany famaritana ara-tantara sy ara-toerana ary ara-tsosialy an’ ambohimahavelona |
Ny drafitra itondrana ny asa àry, amin’ity fizarana fahatelo ity dia hiompana amin’ireo tarakevitra telo lehibe novoizin’ny literatiora tamin’ny vanim-potoana nahaterahan’ny soratra sy ny fivavahana kristianina 1820-1861 ireto avy ireo zana- pizarana ireo ny fanovan-javatra nenti-nandoko ny tarakevitra ny fahalemen’olo... |
Mba ho salama tsara anie ianao! |
Toko faharoa fanoritsoritana ny fiaimpiainan’ny olona sy ny zava-misy ao ampiringalava ilaina fantarina ny zavatra iainan’ny olona raha hanao fanadihadiana zava-misy amin’ny fiarahamonina iray. Mila fantarina ny amin’ny lafin’ny rehetra toy ny farim- piainany, ny fahasalamany, ny asa aman-draharahany, ny fomba amam-pan... |
Hojerena tsirairay eto ambany ny mahakasika izany. |
Fananarana ny olona mba hahay mandanjalanja ny fihetsika atao amin’ny havana, ny fihavanana na ny fifankatiavana dia ilaina ho maharitra eo amin’ny mpihavana, na an-karatsiana na am-pifaliana izany, koa dia raràn’ny ntaolo ny fihavanana mihatsaravelatsihy, izany hoe mody tia am-boalohany fotsiny, tsy maharitra fa manda... |
Ny mpamari-toetra hosinganina amin’ireo marobe ampiasain’ny mpanoratra ireto voambolana manaraka ireto tandalerina , torovana , latsa-damba , hotohoto , makiana ny tononkalo adala 71 , andalana faha -3 no ahitana ny hoe tandalerina ny akanjo tandalerina marihina mialoha fa somary efa niova ihany ny fampiasana ity teny ... |
Hita ihany koa fa sarotim-boninahitra ihany izy amin’ny fangatahany fampakarana malaza amin-drasela, satria izany no mendrika azy afa-tsy izany, hihaona amin-drasela aho, ary hampahafantatra azy fa vavitokan ny komandy ianao, ka mendrika fampakarana malaza . |
Andraikitra makadiry izany irin’ny mpanoratra hosahanin’ny tononkalony izany hitondra hafanana sy hazavana ho an’izay mandray azy. Ary izany no anitsiany izay mety ho fiheveran- diso momba ny atao hoe soratra . |
Aro mihifikifi-doha naninona moa raha mitsoaka mihitsy ianareo ho haingana, dia natao tsy fantatray e? |
Mpampianatra manana fahaiza-manao un professionel de technicien ny mpampianatra rehetra, indrindra ny mpampianatra eny amin’ny fampianarana tekinika, dia tokony ho lohalaharana amin’ny fananana fahaiza-manao. Tsy tokony hijanonana fotsiny amin’ny fahafehezana ny taranja ampianariny ny mpampianatra fa ilaina ny fananana... |
Ny hofantranonao |
Famintinana ny fizarana faharoa |
Ny olona izay miasa ny olona dia hampiana f f3 f1 f1 f3 f nofoanana ny ny olona ao amin’ny f1. |
Ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany ; izany hoe ilaina ny fahaizana mitondra tena eny anivon’ny fiarahamonina. Raha fehezina izany, dia ireo hetsika ataon’ny fiarahamonina matetika, no asehon’ireny fombam-pitenenana ireny, afaka manitsy ny tsirairay ny ohabolana ary fandresen-dahatra avy aminy no tena ilaina... |
Filalaovana amin’ny mari-pijanonan-tsoratra |
Ohatra atero eroa sobiky toy. |
Matokia ry andriana tokako tsy handraraka ny ilo efa mby an-dohanao ity avoko dia mahantra asandratrao mbony ity ! |
Fiarahamonina mihitsy no manao fitaovana ny savika ho amin ny potitika na zavatra hafa mba hitadiavana tombotsoa manokana. Izany no mahavelona ahiahy fa atahorana ho very ny hasin ny savika izay azo lazaina fa isan ny fomba malagasy iray azo anatsarana ny fiainan ny tanora manoloana ny fanatontoloana. Tsy ny savika iha... |
Araka izany dia famaritana tsy azo itompoan-teny fantatra loatra, fa mety ho tsy feno na tsy ampy mihitsy aza angamba no holazainay eto. |
Loharano nanovozan-kevitra |
Raha sendra azon-tory aza atao manorisory tsy ampy tory tany an-trano fa nisondrotra ny rano |
Ii.4.2. Lafiny fifehezanteny |
Raiki-pohy m e s a1 e st am a2 sat1 e st a0 |
Ny lalan-tsaina miompana amin’ny fahaiza-mandresy lahatra araka ny fomba fijerin’i ruth amossy2 ity mpandinika ity dia mametraka fa tsy ny teny ihany no dinihina amin’ny lahateny mandresy lahatra fa eo ihany koa ireo paikady samihafa mamorona ny lahateny. Mametraka ny fepetran’ny famokarana lahateny mandresy lahatra it... |
Formation du personnel comptable |
Fiainana andavanandro |
Hitantsika teo àry ny famaritan’i sefrera rapha l louis rafiringa ny literatiora malagasy izay nananganany lamin-kevitra ho torolalana ho an’izay te hanoratra sy ho fanazavana ny foto-kevitra nijoroany tamin’ny fifikirana amin’ny poezia nentin- drazana mifamatotra amin’ny fanahin’ny teny malagasy, miainga amin’ny fomba... |
Rehefa vita ny fampandroana dia entina amin’ny tsihy madio any amin’ny trano hiandrasana azy ny faty. Aorian’izany dia fatorana ny faty mba hampahitsy azy tsara. Miisa telo ny fatotra atao eto ny iray manambatra ny ankiben-tongotra, ny manaraka eo amin’ny lohalika ary ny farany dia ny hamama48 eo amin’ny vava. Tsara ho... |
Mpanjaka tsy voafetra |
Vhl nandeha nialokaloka tao amin’ i voahangy anabaviny izy ol nanaovan-dramily zaodahiny toetra tsy zaka izy vhl niala tao |
Amin’ny fiainana sy amin’izay hatao rehetra. Tsy mampahazo aina azy izany satria tsy afaka miaina malalaka izy ka aleony mandala ny nentin-drazana ihany. Misy koa ny zavatra tandremana sy fadina amin’ny fivavahan-drazana fa tsy dia maro be tahaka ny amin’ny fivavahana kristianina. |
Ny hany olana dia ny tsy fahazoana alalana hiara-kipetraka amin’ireo kilasimandry zazavavy. Izany mantsy no fepetra apetraky ny ceres ; raha zazalahy dia tsy mahazo mivezivezy ao amin’ny kilasimandry zazavavy ao, eny fa na dia ny tomponandraikitra voalohan’ny ceres aza raha lehilahy izy izany toe-javatra izany dia tsy ... |
Nitsoka malefaka, ka indro nisalobolobona lamba sahady. Samy varimbariana eo mijery ireo kilonga nifalihavanja teo anoloany ireo mantsy no lova sy hareny ! Ireo no ho solofo dimbin’ny ala, kolokolo dimbin’ny vary atsy aoriana ! Iretsy izao ry anona ankizin’ny etsy andafy atsimo. Ary irery mitangorongorona serintseriny ... |
Nanomboka nampianatra iharilanto patrick andriamangatiana rehefa nahazo ny mari-pahaizana licence ès-lettres teny ankatso ny taranja literera no tena manavanana azy, tahaka ny filôzôfia sy ny frantsay ary ny malagasy. Niasa tao amin’ny lycée moramanga sy collège privé maranatha izy, tamin’ny 1979 ka hatramin’ny 1987. S... |
Gazety sy revio fampitaha. Lah. 38. 1967 fanasina. 539. 15 febroary 1963 ny fanantenana. Lah.2. Aogositra 1546 ny fandrosoam-baovao. Martsa 1932 ny tanamasoandro. 822, janoary 1931 population, volume 13, 1958 |
Efa nisy tanjona teo amin’izy roa mariazy nokasaina , tsy vitan’ny hoe, misy tanjona fotsiny fa samy nilokaloka ny tsirairay hoe varomaty nolazaina , saingy tsy maha-tohitra ny herin’ny fahafatesana ireny vinavina ireny. Vokatr’izany, fahoriana tsy roa aman-tany no nahazo azy, hany ka niantso ny fahafatesana ihany koa ... |
Presentation de la carte graphique de manjakandriana |
Ran e 1997 firaketana ran e |
Destinateur |
Imbetsaka aho no efa niteny tamin’i nenibe hary fa tsy haiko ho’aho ity zaitra ity. Ny mitendry zava-maneno sy ny mihira no tena haiko sady tiako. Ajanoko ity rangahy a. Andeha hoentiko ataon’i miora toy ny teo aloha! Andraso hoe. |
Tsy ny tsy rariny ataon’ny mpitondra ihany no zava-misy eto anivon’ny firenena ahariharin’ny mpanoratra, fa ao ihany koa ny faharavan’ny harem- pirenena. Ny momba izany indray no hovahavahana manaraka. |
Omaly moa hoy iaho no nahalefy an’azy. Laha vita ny fombafomba avy dje natao ny fehe a. Nizarazaraina ny iraka ny sa any nekandrefa, ny sa any nekandrefa, ny sa any etsina a na , ny sa any norika enansimo, ary 115 ny avy taminareo te y ny nirahina ne avaratra. Siary taitry nareo nahe o ny filazana fa nampamoeziny i oan... |
Sandh. A’l’ra , s rnt. I it1nn tk jcuncs 6crivainset poetcs rnalgaches |
Eny tsia tsy azo tiliana ny mamantatra eny -mamantatra ny vontoatin-kevitra fonosin’ny lahatsoratra eny eny tsia tsy azo tiliana ny mamantatra -mifidy ny voambolana mifanitsy amin’ny tian-kambara -manao sivana ireo akora ilain’ny asa takina aminy eny |
Randriamiadanarivo, 1995 |
Mbola asehony amin’ny andalana antonony ny fitaomana ny olona hanaja ireo zavatra manan-danja mampiseho ny maha-malagasy. Hoy ny fampisehoan’i faniry vatosoa izany ao amin’ny ndeha haverina nde ha ha ve ri na ho ka loi na 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 ao a n-tsa i n’ny ga sy i ndra y 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 i lay e fa no ha ma vo ... |
Manjombonjombona ny tany toa malahelo, toa tomany ny ravinkazo efa maina voatsokan-drivotra maraina, 5- indreo mihintsana dia lasa; ho aiza, hono, moa? Asa! Ny taho sisa tsy mitafy, midridridridry voa mafy, miolanolana o! Indrisy! 10- mitady vonjy fa tsy misy! Indreo ny sasany hampiasaina nazerazera, nokapaina. Miboba ... |
Nitombo ny vokatra miakatra, ary nahatody taona izany. Nomarihiny moa fa mahatratra fianakaviana 80 eo ireo tantsaha miisa 119 ao anatin’ny fikambanana fanantenana, satria misy ny mpianaka sy mpivady. Toy izao kosa ny habetsaky ny vokatra miakatra amin’ny fanaovana ny voly rakotra. |
Tsy ireo ihany akory no nahomby, raha ny teo amin’ny lafiny fampiharana, fa mbola eo ihany koa ny fomba fiasa narahina. Fanaon’ny mpampianatra natrehina ny manome fotoana hanaovan’ny mpianatra ny asa nomena, mialohan’ny fanitsiana. Mitarika ny mpianatra hikaroka izany, ary mahatonga azy tsy hiandry tolorana fotsiny, fa... |
Tsy nahavita irery ny boky ny mpanoratra, fa nisy ny mpiara-miasa taminy. Niaraka nanatontosa taminy ny trano printy ambozontany ao analamahitsy, ary niara-niasa hatrany ny roa tonta. Samy nanatanteraka ny anjara asany anefa izy ireo tamin’ny fanaovana ny boky. Samy nanao ny andraikiny koa ny tsirairay, matoa tafavoaka... |
Ny mamahana olona ny zava-misy tamin ny famadihana f1, f4 dia ny vakim-paritra mpiray kibon omby misy ny tompon-draharaha ihany no namahana olona nanatanteraka ny adidy atero ka alao ny vakim-paritra mpiray kibon omby hafa kosa no nanotrona ny famongarana. Araka izany, tsapa fa mifanohana tokoa ireo mpiray kibon omby a... |
Fizarana faharoa ny parallelisme sy ny fanabeazana ao amin’ny ohabolana |
Culturalisme antsoina hoe école de la personnalité de base na ny fironantsainan’ny toe-tsaina amam-panahy fototra ny fironantsaina culturaliste dia fomba fandinika fiarahamonina iray nahazo vahana nanomboka ny taona 1920 tany ho any, tany amerika. |
Fampiharana fanadihadiana asa soratra no fampiharana natao tamin’ny mpianatra tamin’ny fiafaran’ny seho no nanomezana ny tononkalo. Napetraka tamin’ny mpianatra iray ny boky lovako kilasy famaranana. Nasaina nataon’izy ireo tany an- trano ny tononkalon’i régis rajemisa raolison mitondra ny lohateny hoe ilay nosindrazan... |
Isan’ny sarintany 4 isan’ny sary pika 7 isan’ny fafana 24 mpitarika razana jato louis de gonzague maître de conférences |
Novelabelarina tato amin’ity toko fahefatra ity ny vokatra nentin’ny fandrindram-piterahana tao amin’ny kaominina vodiriana. Hita tamin’izany fa nitera-bokatsoa maro ho an’ny mponina, teo amin’ny lafiny samihafa ny fandrindram-piterahana. Teo amin’ny sehatry ny fahasalamana, ohatra, dia nihavitsy ny taham-pahafatesan’n... |
Andraikitry ny poeta àry ny mampahafantatra izany araka ny ambaran’ i claude randrianantenaina. Hita izany amin’ity tononalony ity hoe poeta , tontolo isainana, tak. 28 izy ilay variana somary toa sondriana mandinika mijery, ny fiainanao rehetra tsy tsapanao akory, tsy misy izay miery |
Ohatra 2 ilay ohatra voalaza etsy aloha, 300 ilay valintenin’i jesoa kristy ho an’ny farizianina izay namoina azy hoe mety ve ny mandoa hetra ho an’i césar sa tsia? Hoy aloha i jesoa nanondro ny sary sy ny soratra ao amin’ny vola fandoa hetra sarin’ iza io sy soratra milaza an’iza? An’i césar, hoy kosa ireo. Dia nasian... |
Ny dinidinika tsy nionona fotsiny tamin ny tahirin-kevitra nisy anefa ny tenanay, fa nanatona mivantana tany amin ny toeram-ponenan atoa ny ony rakotobe- andriamaro, mpitandrina, izay zanany lahimatoa, mba hangataka aminy ny hahazo hanao asa fikarohana mifototra amin ny asa soratry ny rainy, ary koa hiangavy fiaraha-mi... |
Eny tompoko. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.