text stringlengths 10 11k |
|---|
Source réflexion personnelle |
Sondez les écritures, op. Cit. Takila 398 ce triple aspect est essentiel à saisir pour celui veut entrer dans le sens profond de ce délicieux petit livre de l’écriture 75 j. P sartre, qu’est ce que la littérature ? , editions gallimard, paris 1948, page 57 il faut que le lecteur invente tout dans un perpetuel dépasseme... |
Redevance de crédit bail banque |
Sanatry mananatry |
Filôzôfia malagasy, ny fanahy no olona imprimerie. Ambozontany fianarantsoa |
Ao anaty kitapo ary mora entina ihany koa ny boky. Mirefy 20.8 sm ny halavany, 13.3 sm ny sakany, ary 1.6 sm eo ho eo ny hateviny. Antonony ary mahaaro tsara ny boky ny hatevinrny fonony. D ny laharan-takila sy ny fanondroan-takila ny toerana misy ny laharan-takila dia eo ambany indrindra, ka eo afovoany. Miisa efatra ... |
Fandresen’ny fitiavana tsy mivadika 8 5-7 fihirana ny fiafaran’ny fisedrana. |
Universite d’antananarivo |
Indreto izahay analamanga tsy misompatra ary tsy azo somparana lahy e ! Eny roy e ! Mierinerina eo an-tampon’iarivo na tsy tiana ho hita aza tsy maintsy topaza-maso |
Raki-piainana, edena, 28p. |
Siméon rajaona17 no anisan’ny nandalina betsaka ity zava-kanto ity teo amin’ny sehatry ny asa soratra malagasy. Ny fandinihana ny fomba filazan-javatra nampiasan’ny mpanoratra no nanompanany ny fanadihadiana izay fototra niorenan’ny bokiny mitondra ny lohateny hoe ny zava-kanto vita amin’ny teny. Ao anatin’io sangan’as... |
Raha oharina amin’ny literatiora hafa mirakitra fitantarana toy ny sombin-tantara sy ny teatra kosa, ireto no mampitovy azy ny endrika anatiny ny firafiny ny tantara foronina, ny teatra sy ny sombin-tantara dia ahitana mpandray anjara, zavatra na toe-javatra tantaraina, fotoana isehoan’ny tantara. Misy foto-dresaka na ... |
Aminy, ny sahaza ny anarana hoe mpiara-monina tsongoin’ olom- bolo dia izay manan- karena , izay manontany ny ory, izay mahihitra ny kitapom- bolany. Isaky ny mba mitafa izy, ny hitanisa ny fijalian’ny mpiofy akondro vava no imasoany. Tahaka ny voatavo ireny tsy manam- bariraiventy ireny, hoy izy, tanora voatsongotsong... |
Fampitahana ny rango ao faratsiho amin’ny rango any amin’ny faritra hafa. |
Teo amin’ny lafiny ara-pitondrana |
Setra tovolahy tia setrasetra, tia gidragidra fa velona indray mamy olona tso-po, tsy manary amin ny sarotra, be fitiavana, be fandeferana. Rehitra hambom-po sy fa velona indray |
Fanabeazana ara-tsaina |
Mavesatra, eny mantsy izao mitambesatra aminao noho ny hetraky ny fiainana tsy mba misy fitarainana imolotrao na pitiny aza dia mitsinjo ireto zaza mba ho mandina ny soa izay no hany fantatrao tsy ho hadino velively rah’ny mamy apetrakao ianao, ’lay reny toa tantely ka ny ngidy mihavao tonga mamy sesilany gohinay hatra... |
Fanadihadiana lahatsoratra. Lahatsoratra 1 ny fanahy fandraisam-peo noraketina an-tsoratra ity lahatsoratra ity. Fandraisam-peo nataon-dramaroson solohery tamin-dramarolahy nanoratra ny boky tahirin’ny ntaolo , tamin’ny 15 avril 1989, tao ampangabe. Nasiana fanamboarana ny fehezan-teny mba tsy hisy teny miverimberina l... |
Ny andalana |
Rosnay j. , 1975, op cit, l’approche systémique englobe la totalité des éléments du système étudié, ainsi que leurs interactions et leurs interdépendances p.83 |
Ny fizotran’ny fampianarana tarafina amin’ny telozoron’ny haifampianarana |
Teny frantsay |
Ny fitiavana tanindrazana |
Aza minia mody adala ka diso dia mbola hikalo, fa raisin’izay mahalala ny marina tsy enti- mandalo! |
Ankoatra izany, mbola io tononkalo io ihany koa no nomena ny mpianatra tamin’ny fitsapana telovolana faharoa. Natolotra avy hatrany ny hevi-dehibe telo nanompanana ny fanadihadiana. Nanohana ireo hevitra ireo tamin’ny alalan’ny fikarohana zana-kevitra sy porofon-kevitra sisa no asa notakiana tamin’ny mpianatra. |
Nandova izany asa fanabeazana izany ireo ray aman-drenin i clarisse ratsifandrihamanana. Mpanakanto ihany koa izy ireo sady mpandaha- teny mahay no mpilalao an-tsehatra nikoizana. Niampita taminy ihany koa izany fahaizana izany rehefa nilona tao anatin ny kanto hatramin ny fahazazany izy. |
Isan’ny fivoriana |
Nafeninao izany nefa fantatro ihany. |
Ton 8 vetsovetsoko mamatonalina |
Fanabeazana eo anivon’ny fiarahamonina |
Tanjona lahy vavy fitambarany isan-jatony hahazo isa ambony 18 23 41 67,21 hahazo ny vontoatin-desona 12 8 20 32,78 loharano ny mpianatra kilasy voalohany 2q20 , tao amin’ny lycée technique et professionnel ampefiloha antananarivo, taom-pianarana 2018-2019 |
Fafana fampitahana |
Teoria efatra no ilafihan’ity asa fikarohana ity teoria momba ny haitenin-dahateny linguistique du discours i adam jean michel 1992 dia nandinika mikasika ny karazan-dahateny discours araka ny anjara asany sy ny tanjona kendrena aminy. Tsy mitovy araka izany ny lahatsoratra rehetra satria misy ny mitantara, ny mandresy... |
Ampiasaina ho amin’ny zava-dratsy araka izany ny fananana volabe sy na fahaizana amam-pahalalana. Ireo mpandray anjara sasany ao amin’ny tantara kosa, dia nanararaotra ny fananany toerana eo amin’ny fitondrana mba hanatanterahany ny sain-dratsiny. |
Les moyens de contraception doivent être disponible en quantité suffisante pour éviter les ruptures de stock d’où la nécessité des rapports régulier et précis. |
Na ny tava efa tola sy haraka sendra dinitra kely niraraka, miova volo rehefa tafaraka! 10- na ny aloka toa mangatsika, tsy tanteraky ny andro baliaka samy dindin-tany sariaka! |
Tableau 3 les cultures industrielles |
Alohan’ny hidirana amin’ny lohahevitra izay vontoatin’ny asa fikarohana dia tsara raha hovoaboasana ety am-piandohana aloha ny mikasika ny antrôpôlôjian’ny sekoly. Ilaina ny mahafantatra ny ankapobeny momba ity farany mba hahafahana miditra tsara ao amin’ny tontolon’ity asa fikarohana ity. Toe-javatra maromaro no hande... |
Tsy azo lavina fa ny lahatsoratra an-gazety dia azo lazaina fa lohahevitra izay sady azo anaovana fanadihadiana sy fandalinana maro karazana mety hahaliana tokoa, no azo andafihana fianarana sy fampianaran-javatra ihany koa. Ny olana anefa ho an’ny ankapoben’ny zaza malagasy, eny fa na ny olon-dehibe koa aza, dia ny ts... |
Laha-bato nandaharana na nandrafetana vato 2 najogne nampidirana ao anaty lavaka 3 nente namaky tane nentina nisantatra lay fasana 4 maota vao nisaranono |
Izaho sakaiza mba te ho sakaiza ho namana mamy hatraiza hatraiza tsy ho mpanampy na ho olon-kafa fa ho iray tampo miara-mitafa hifamatotra fo hifaningotra aina hiara-misangy rehefa mifaly hiara-tomany rehefa mijaly |
Ny fiovan’ny aina ho tsara na ratsy, manaraka ireo tontolo iainana sy tontolo any ankoatra, ireo no atao hoe fiainana manamafy izany i r. Bastide hoe ny fiainana dia tsy inona fa fahafahana miaina amin’ny toerana ety ivelany na koa manova izany 60 |
Andram- panazavana |
Mitondra fampandrosoana eo amin’ny lafiny toe-karena ihany koa ny taozavatra momba ny landy, ankoatra ny fiompiana azy. |
Fehiny naseho tamin’iny zana-pizarana iny fa mirakitra serasera ny tantara tsangana. Novahavahana tamin’izany ireo singa mandrafitra ny serasera araka ny fahitan’i jakobson azy. Nosinganina manokana ny hodidina satria tena ilaina izany amin’ny fandinihana ny hafatra. Nasian-teny ihany koa ny momba ny mpandefa sy ny mpa... |
Am-pitiavana tokoa satria manantena |
Raha mbola misy sedra sy tolona ka hiadiako mafy, tsy hiamboho adidy aho fa vonona ho an-taranaka aman-jafy.169 |
Setra inona ary izany afafiny amin’ny tarehhako izany eh? Marina raha tsy manjavona daholo izay jereko. Fanina aho mihodina ny lohako ratsimitahy hahaha! Miaiky ny herin-dratsimitahy amin’izay ialahy an? Ataovy veloma ary izao tontolo izao. Misy poa-basy . |
Intervention 5 ag de restitution social présentation des résultats de réunion restreinte sur le programme en matière d’hygiene et assainissement 4 |
Cette première partie a aussi permis de dégager que l’analyse financière constitue un ensemble d’outils permettant de diagnostiquer la situation économique et financière d’une entreprise. |
Diso fanantenana araka izany ny vahoaka manoloana ny fihetsik’ireo mpitondra. Toa izy ireo mihitsy aza no te hamotika ny ho avin’ny vahoaka; ka dia manao ankasomparana. Koa dia nanjavona hatramin’izay mba sombim-panantenana kely teo amin’ny vahoaka. Zovy no nambosika an-keriny ilay ampangon’amberivatry efa voavelatra h... |
Raha fehezina izany dia hita fa fitadiavana fahaleovantena ara-teo-karena no foto- kevitra ijoroan’ny gazety imongo vaovao ka hifantoka amin’ny zava-misy eto an- toerana dia ny tany izany araka ny filamatra napetrany dia ny hoe fahaleovantena- tany-fiadanana-fandriampahalemana-fivondronana |
Ie! Andao haingana fa mbola tsy tara e! Fa navelan’i bebeanareo ihany? An! Natory izy dia nitsoaka aho. Andao ary e! |
Centre d’etudes et de recherche langue et lettres francaises |
Misetra zava-tsarotra aho, trotraka sy vaky tratra toravandrovana tokoa, mbetika aza moa maratra 15 matetika aho no efa kivy ka mitady hamoifo; mbetika mitraka indray, vonombonona tokoa. |
Manasongadina |
Samy manana ny tanjona tiany hotratrarina ny tsirairay. Matoa anefa mampiasa fotoana ka tsy mikely soroka manovo fahalalana dia iraisan ny rehetra ny hoe te ho tafita na dia mbola any amin ny kilasy ambany aza ny mpianatra, dia efa ametrahan ny mpanabe fanontaniana momba izay asa tiany hatao rahatr izay ka ho tafita iz... |
Ira 09 12 1991 |
Ato anatin’ny fanahiko ny hira arivoarivo, fenofeno ny tsiahiko ê, ry hasin’iarivo ! |
Tsy maintsy noferana ihany vokatr’izany ny gazety nokirakiraina sy ny karazan-dahatsoratra nangonina. Ny tantara mitohy moa dia navela tanteraka mihitsy. Anisan’ny olana iray koa ny tsy fifandanjan’ny karazan-dahatsoratra nivoaka an-gazety. Betsaka manko ny gazety tsy hitanay intsony tany amin’ny tranomboky, raha ny ta... |
Ity toko voalohany ity dia misy andininy 11 izay sokajina telo ny sokajy voalohany dia mahakasika ny taratasy manamarina ny olona tsirairay, izany hoe tsy maintsy mazava ny taratasy maha olom-pirenena sy maha olo-marina. Ny tsy fanantaterahana izany dia handoavana lamandy 20 000 ar ka hatramin’ny 30 000 ar -andininy 1 ... |
Ny olona manam-panahy dia mijoro |
Tsy izahay akory no nanomboka ny fikarohana amin ity sehatra toekarena sy sôsialy ity fa efa nisy ireo mpialoha lalana ka nitrandraka ireo akora efa voaangona tamin alalan ny famakiana boky sy gazety no isan ny nataonay. Tsy àry ho voavidim-bola avokoa ny boky ilaina amin izany fa ny famakiana boky tamin ireo tranom-bo... |
Raha aseho ao anatin’ ny fafana ireo rehetra ireo dia toy izao fizarana lohateny toko ao anatiny takila misy azy i filan’ ny nofo 1 07-14 |
Rehefa hita fa mafy orina ny |
Amin’ny sokajy faharoa kosa dia sady ahitana ny fitsaran’ny mpanao ny hetsika ho tsara na ratsy no ahitana taratra ihany koa ny fanombanan’ny mpiteny ho marina na diso na mampisalasala ny ambarany. Tafiditra ao anatin’ity sokajy ity ny matoanteny toy ny hoe mikasa, mikendry, miaiky, mankasitraka, manaiky, manohitra, ma... |
Id, union européenne, tak 2 le secteur agricole est peu performant et le niveau de pauvreté rurale est structurellement très élevé, au-dessus de 70 depuis plus de 20 ans. En 2010, le taux de pauvreté rurale a grimpé à 82,2 contre 73,5 en 2005 , du fait notamment de la crise politique qui affecte le pays depuis 2009. |
Masoandro mody no misosa, |
Ny soratra mahazatra dia ny soratra mahitsy ka ny bikan-tsoratra fampiasa dia jeanson, futura, franklin gothec, bembo, garamond, goudy, century, caslon, times, basker ville. Raha hanao teny na andian-teny tiana hisongadina dia atao italique, majuscule, gras, encercler, en couleur, ohatra. |
Tanjona manokana |
Ainsi, nous avons les indices de gestion tels le seuil de rentabilité, le point mort, la marge de sécurité et l’indice de sécurité. Pour cela, il est nécessaire de dresser le tableau par variabilité des charges qui se présente ainsi tableau par variabilité |
Fanompoana tanindrazana io hianao mijihina io, mba tsarovy, tadidio, nisy anie fadiranovana saingy iniana tsy tsaroana; |
Koa matoa aho tsy very dia ; dia satrtia noho ianao eny, noho ianao ry taniko teny tiako toy ny reniko sendra lavo ka hereniko hosoaviko, ho toaviko, tsy ho ambava ihany sanatria anie izany fa fitia ankasitrahiko fa fitia tena teliko tiako indrindra ianao ry teniko ka hasandratro amin’ny avo satria zary firenena ny ten... |
Antsirabe andraikiba, tritriva, ivohitra, ambohimanatrika, anjamana, antsampanimahazo antananarivo mahamasina, anosy, |
Asehony aloha ny mbola maha voazanaka ny malagasy. Ambarany fa miharatsy hatrany ny fiaraha-miain ny samy malagasy. Ary ampahafantariny fa ny firaisankina ihany no ahafahana miala amin ny gejan ny frantsay. |
Toy izay àry no azo ambara ny amin’ireo fomba hampitsaharana ny tomany natolotry ny r. Fidimanantsoa. Ny fanontaniana mipetraka indray, dia ny hoe inona avy ireo paika arahina mba tsy hijaliana eo amin’ny lafiny fitiavana? Izany fanontaniana iznay no ezahina hovaliana. |
Tsy araky ny malagasy anefa ny fihazakazahan’ny tekinôlôjia izay mihavao hatrany. Raha misy fahasimbana ohatra ny fitaovana iray, dia any ivelany ny piesy no hafarana. Mbola endrika isehoan’ny fiankinan-doha ara-toe-karena ihany koa izany. Misintona ny mason-tsain’ny rehetra i botsaiky amin’ity tononkalony mitondra ny ... |
Famintinana ny fizarana voalohany |
Dikan-teny malalaka nataonay araka ny hita tao amin’ny tranokala autresdossiers le travail personnel permet aux élèves de d’ vérifier sa compréhension s’entrainer pour renforcer les acquis consulter le 14 novembre 2020 89 dikan-teny malalaka nataonay araka ny hita tao amin’ny tranokalaka définition du- brainstorming co... |
No ao an-dohanao, ry poeta mpitsikera sady mpaminany! |
Namboarin’i d moa io valin-tenin’ny mpianatra laharana faharoa io; ka toy izao no nasainy nosoratana hasina toetra ambony na hery anaty mampiavaka ny zavatra na olona amin’ny hafa; ohatra hasin’andriana. F famaritana ara-bakiteny fahadimy |
Ao ny fasanao lalaiko, tsisy nofo lo ho raraka, 10 miara-belona amin’ny aiko, miara-maty tsy misaraka, ao ny endrikao homehy, tsisy nanongoina akory tsy gehezina kofehy, fa tsy maty fa matory. |
Inona ny hetsika nisongadina mba hanandratana ny maha izy azy an’i madagasikara? 1.4. Ara-kolontsaina -1929-1939 nanomboka ny fandalinana ny teny malagasy sy ny fanandratana ny maha firenena an’i madagasikara. Manana ny teniny 1935 fahazato taonan’ny nandikana ny baiboly amin’ny teny malagasy -1938 nivoaka ny baiboly k... |
Any ambanivohitra misy ny ray aman- drenin’i fetra |
Mpandray anjara |
Havoana lehiben’ambohitranandriana vohitra misy ny doany malaza any amin’iny faritra iny ny lohasaha tery manelanelana ny havoana sy ny lemaka manamorona ny tatatr’imady ihany no tena azo volena izay mbola bahanan’ny arabe sy lalam-by manaraka azy ihany aza. Manjakandriana tazanina lohasaha azo volena vary avy eny ambo... |
Ary tsy ho ahy ihany no itazomako ireny f’ireo zanako dia samy 20 handray izany ka hiteny fahafatesana tsy misy tsapanay tokoa izao solon- tsento sy indrisy ’reo torolala-vitanao. |
Section i les composantes du programme les missions du projet asa soa comprennent des activités suivantes ? Activités d’information, sensibilisation et communication sur la préservation de la route, amélioration de la sécurité routière, prévention à la propagation des ist et du vih sida et projet d’amélioration des équ... |
Fifampifehezana tsy misy ambony sy ambany, tsy misy lehibe sy kely, mitovy lenta avokoa ny mpikambana rehetra. Na izany aza dia manaja fatratra ny fizokiana izy ireo. Tsy misy ihany koa ny lalàna mifehy toy ny fahita any amin’ny fikambanana hafa, malalaka amin’ny lafiny rehetra ny tsirairay. Tsy misy ihany koa ny teny ... |
Sary 17 sarin’ny trano misy ny orinasa scoop digital |
No taratra mamiratra kanefa manambara fa isika roa, mifankatia tokoa ! |
Lisitry ny fafana fafana 1 ny rotsakorana pluie mm, maripana température c, 2013 19 fafana 2 ny rotsakorana mm, maripana c. 2014 19 fafana 3 ny fokontany sy ny mpitantana azy ankehitriny 20 fafana 4 ny mponina isam-pokontany ao amin’ny kaominina ambanivohitra andramasina, 2010 25 fafana 5 ny taham-pitombon’ny mponina 2... |
Sady milaza ny fomba amam-panaon ny mponina ao marovoay io lahatsoratra io no mampahafantatra ihany koa ny fivoarany hatramin ny nidiran ny fivavahana kristianina. |
Ny fahazoana ny karazana akora nokarohina ireto no ahafahana miteny fa azo amin’ny ampahany betsaka ny akora notrandrahina hita taratra tao anatin’ny tahiry ireo seho rehetra notakin’ny lalantsaina, vita ny fampifandraisana ireo singa rehetra azo mba hitondra mankany amin’ny vokatra nandrasana, mbola azo atao ny miveri... |
Ny tontolo iainanao? Dia ilay maneho ny misy anaty tsy fisiana dia ilay mikatsaka ny rindra anaty habibiana dia ilay misotro loza hiteraka hafaliana dia ilay manantena volana namafa fahoriana dia ilay miandrandra mana nanaiso-pijaliana ny tontolo iainantsika? Tontolo anofy angamba kanefa ho tanteraka raha toa isika mie... |
Impiry moa ny olana nanjo ? Impiry koa ny adiadintsika roa ianao tezitra avo feo ; izaho nirintona ary avy eo, |
Mifanindran-dàlana amin’ny finoana amam-pivavahana nentin-drazana ny fivavahana kristianina. Efa maro ireo karazan’antokom-pivavahana arahin’ny mponina ankehitriny ny ekar sy ny fjkm no fiangonana nijoro voalohany teo anivon’ny distrika. Taty aoriana dia maro koa ireo resy lahatra ka nanaraka ny fpvm, jesosy mamonjy, v... |
Alimentation la naissance les animaux la vie en général le mariage. |
Eo amin’ny fiainan’ny zanak’olombelona dia mifandimby hatrany ny zavatra tsara sy ny ratsy, ny masoandro sy ny aloka, ny fifaliana sy ny fahoriana, ny fahalemena sy ny fahatanjahana, ny fahasalamana sy ny aretina, ny fananan-karena sy ny fahantrana ny fahitan’i solomona izany indrindra no nahatonga azy handresy lahatra... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.