text stringlengths 10 11k |
|---|
Mipipy am-pandriana -myopathie -ondrana |
Ny anjara asan’ny teny eo amin’ny firenena fototra mana-firenena ny firenena ny teny. Porofon’izany, raha tiana hozanahana ny tany iray, dia ny teniny no potehina. Izany ihany koa no mahatonga ny mpanjanaka hamono sy hanimba tanteraka ny tenin’ny tany zanahany rehefa hanjanaka ilay firenena izy. Toy izany no nisy teto ... |
Manana ny lalànany sy ny fitsipika mifehy azy tahaka ny teny rehetra ny teny malagasy. Io lalàna io no mampiavaka ny teny tsirairay maneran-tany ka samy miezaka mampiseho azy ny tsirairay; mendrika hampahafantarina sy haseho ny maro tahaka izany koa ny fitsipiky ny teny malagasy. Ny lalàna mifehy ny fiovan ny endriteny... |
Noho izay fahateren ny fotoana izay ihany dia nohararaotina ny fotoana kely nananana mba hahazoana nihaona tamin ireo tomponandraikitry ny sekoly hanaovana fanadihadiana sy fifanakalozan-kevitra mifanaraka amin izay takin ny asa fikarohana. |
Rakibolana |
Francois mauriac dia nanambara fa zavatra efa nolalovako teo amin’ny fiainako no azoko foronina ato an-tsaiko. 19 manaporofo izany fa miditra ao amin’ny asa soratra ataony ny momba ny mpanoratra, ka na dia sarotra aza ny famantarana ny mpanoratra ny tdt, dia tsy azo dinihina misingana irery ny asa famoronana .20 manamp... |
Entanina ny malagasy hifankatia sy hiray hina satria izany no mahatafita sy mampirindra ny fiainam-piaraha-monina. Manasongadina izany ny ao amin’ny vakodraza? A hoe ry malagasy o ! Vondrona ambara takila15, andalana 8-9 ny firaisan-kina re ro hery izay misaraka ro very. |
Tak71-72 and.4 |
Assistante commerciale l’assistante commerciale travaille étroitement avec les chefs de file. Ses responsabilités sont d’effectuer les suivis des approvisionnements, la qualité de la production et les suivis de vente. |
Mitovy amin’izay hadihadian’i althabe g. 1969, oppression et libération dans l’imaginaire fivahiniana an’eritreritra ihany, amin’ny alalan’ny fihetsehan-tromba 269 zahao amboaran-tononkalo, tak.5-6 |
Tolotra no azo amehezana ny fomba nentin’i b nampita ny fahalalana momba ny lohahevitra, satria notononiny avy hatrany ny lesona, ary fanazavana no nanapatapahiny |
Ankoatra io, dia mamonjy any ambohimanandray ao amin’ny fiangonana katôlika ireo mpino katôlika. Araka izany, raha tsy mitandrina ny mpanao asa fampandrosoana sy ny fiangonana dia mety haningotra ny fomba amam-panao izany. Manamafy izany i r. P. A razafintsalama manao hoe amin’izany dia manjary fandrava riba tsy nahy n... |
Tsy takona afenina intsony ny fanatontoloana misy maneran-tany mondialisation globalization miparitaka maneran-tany ny fambolena moderne noho ny fahazoan ny fanatontoloana vahana. Misy ny fanentanana amin izany ataon ireo sokajin olona isan- karazany mba hampihatra ny fomba fambolena vaovao. Manomboka amin ny masom- 16... |
Izany fitsoky ny rivotry ny ala tsy be mpahalala izany alin-keliny mbola antoandro ka mampihandrohandro ity loharano mangalahala tsapao mamanala jereo fa manatona hamangivangy sy toa mila sangy satria tsy mba kaodin’ny sioky ny bala ny vorona an’ala jereo’ zato vohitra mitokotoko lazaina fisoko satria tsy mba vato na b... |
Maro samihafa ny fitaovana mety hampiasaina amin’ny fanoritsoritana, fa izay hosinganina manokana eto dia ny amin’ny teny mpandrindra na marqueur . |
Dada ô ô ô anarana tsy foiko, ny anaranao ry dada anarana koloiko fa anarana fibada raha sendra malahelo, ka mitomany dia tonga ny tambitambinao |
Fototra iray ampijoroana ny tononkalo ny andalana. Manana fahafahana tanteraka ny mpanoratra amin’ny fampiasana andalana fohy, na andalana lava, na andalana antonony, arakaraka ny fihetseham-pony sy ny vontoatin-kafatra tiany hisongadina. |
Miovaova ny fomba anehoany azy amin izany ao ireo tateriny feno, ao ny natao takona ila, ary misy ireo noforonina manokana. Voalazany fa misy antony ny nanovaovana ny endrika isehoan ireo ohabolana sy oha- pitenenana isan-karazany ireo, fa tsy nataotao fotsiny akory. Ny ohabolana na ny fomba fitenenana notaterina feno ... |
Certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale |
Inona no valiny? Aiza ny porofo? |
Ireo singa iantefan’ny fanoritsoritana ny mpandray anjara |
Azy 2-2 tetika hanairana ny sain’ny malagasy hiaro ny maha izy |
Fifandraisana amin’ny mpiasa raha toa ka mpitantana orinasa tsy tokony hanararaotra fahefana. Tsy mety ny manambony tena loatra, nefa ilaina ihany koa ny mametraka ny tena amin’ny toerana tokony ho izy. Tokony hahay hifanakalo hevitra amin’ny olona eo ambany fifehezana. Tokony hahay maneho hevitra sy hahay mandray ny h... |
Isany mampiavaka ny teny swahili amin’ny teny malagasy ny fananany mari- pirindrana miasa amin’ny mpamaritra sy ny anarana faritany. Tsy mananana mpanorita ny teny swahili, ananan’ny teny malagasy anefa izany ary tena manana ny lanjany lehibe ao anaty fehezanteny. |
Ny rima ny rima dia fitovian’ny feo manomboka eo amin’ny zana-peo farany isan’andalan’ny tononkalo. Amin’ny ankapobeny ny poezian’i haingo dia malala- drafitra. Tsy mba voafehin’ny rima izy. Rehefa mibosesika kosa ny aingam-panahiny, dia mipoitra eny antsefatsefany eny ny rima. Misy karazany roa ny laharam-pisehoan’ny ... |
Ny euphémisme ny euphémisme dia sarin-teny natao hanatsarana ny fomba filazan-javatra mba tsy handratra na hampangirifiry loatra ilay itenenana. Ohatra neny mariah a! Fantatrao tsara ny toetrako. Tsy haiko, fa tsy azoazoko izany itý tovolahy rija itý. 276 |
Amin’ny fototeny lavitra kosa, samy miseho ny fanova r sy t eo amin’ny endrika am- panovanana lavitra halavirana, halavitana. |
Ahoana no fahitanao ny taranja malagasy? |
Ny lalan-tsaina socio-linguistique izay mampiray mandrakariva ny teny sy ny fiarahamonina no iray amin’izany. Ampiharina eto io lalan-tsaina io mba handinihana bebe kokoa ny fiovam-piteny na arakaraky ny olona izany na arakaraky ny fiarahamonina. |
Tovo ka izay tenin’i chef ihany no atao e! Ka tsy zarako aza ve eto antananarivo foana e! Tina tovo a! Mba asio fiheverana bebe kokoa hatrany re ny momba anay mianaka e! Tovo eny aky cheri a! Hiezaka mafy aho hanao izay azoko hatao. |
Ambara-podiko any, fa any no hihaona na volana na taona in ny tanamasoandro, 29 febroary 1924 |
Rahajarizafy, opt, cit, p.31 |
Kisendrasendra |
Jolay 1979 ratsimaholy francinet |
Ny isan’ny mamerin-taona51 |
Fizarana faharoa ii.1. Toko voalohany ireo karazan-dahabolana tontosaina amin’ny fahafatesana misy ao ampiringalava. Manan-karena lahabolana ny faritr’ikongo araka ny ahitana azy ao ampiringalava. Izay no azo ilazàna azy amin’ny ankapobeny. Misy ny hiraina, misy ny tsotra tsy hiraina. Mampalahelo anefa fa ny sasany ami... |
Rafi-pehezanteny fohy sady hentitra ihany koa no nentin-drabary naneho ny hafatrafatra farany tamin ireo vady aman-janany, mialohan ny hahafatesany. Taratra avy hatrany tamin izany ny harerahany eo am- pitenenana izany. Tak 18 maro tokoa. Misy ny asa. Niaiky izany i tsiresy. |
Contribution à l’étude de la personnalité de la jeune fille malgache |
Ankoatra izany, dia azo dinihina amin’ny ambaratongan-keviny ireny voambolana fampiasa mahazatra ireny, ka itrandrahana ireo teny rehetra |
Hany ka ratsy ny lalana, raha 12km miala ny sekoly ny trano nipetrahana. Nezahina anefa ny hahatongavana tany tamin’ny alalan’ny fandehanana an-tongotra satria aleo, hono, mahita toy izay itantarana. Nampananosarotra ihany koa ny fitadiavana tahirin-kevitra mahakasika ny fampianarana tekinika. Maro koa ny voambolana ts... |
Ny ronono raha mandroatra mihoatra morona izy dia ritra no iafarany ; vilany foana sisa no tratranao sondriana |
Ny toerana sy ny fomba fitrandrahana |
Ry arosy mianatsimo, ho aiza no hamonjy akany? Nahoana no mirimorimo ? Jereo ’ty foko toran-tany. Fa manan’olona andrandraina, kanefa koa tsy antenaina; izany foko mitaraina, dia toa hihafy toa hangaina. |
Vokatry ny tsy fahatakarana ny zavatra hitranga any aoriana, dia maro ny ray aman-dreny no mampihantahanta ny zanany amin’ny harenany. Tsy vitsy araka izany ireo tsy manana ny fahaleovan-tenany, fa miankina hatrany amin’ny manodidina azy. Tsy haharitra anefa, ny haren-dray aman-dreny na ny fiantran’ny havana. Izany no ... |
Ny fijerena ny fitsinjarana asa miankina amin’ny miralenta 21 b- ny fomba fiasa amin’ny cadre de harvard 21 1- ny lafiny toe-karena 21 2- ny fananahana 22 3- ny fiainam-piarahamonina amin’ny ankapobeny 22 d- ny fahafahan’ny olona mahazo sy mifehy ireo harin- karena sy ny tombon-tsoa 24 e- ireo singa manova ny fifandrai... |
Ny firafitry ny tantara |
Ny fiaimpiainan’ny mponina |
Safidina lohahevitra nandritra ny fiatrehana ny fizarana asa natao no nahatsapana fa lohahevitra maro no azo anompanana ny asa fikarohana. Na eo aza izany, izahay kosa dia nisafidy ny hikaroka momba ny anjara toeran ny am-bava eo amin ny fampianarana ny taranja malagasy kilasy faharoa, lisea andrianampoinimerina sabots... |
Les enquêtes nous ont révélé à l’unanimité l’importance du tableau de bord de la feffi dans la bonne gouvernance. Nous comprenons que cette satisfaction se résume en sa clarté, sa facilité, ses atouts et sa transparence. Par rapport au tableau de bord de l’école, certains affirment que celui de la feffi présente des at... |
Ny fahitany ny zava-misy sy nitranga teo amin’ny fiainany, dia tsy namela azy hangina na hitoetra fotsiny amin’izao fa handrakitra izany an-tsoratra. Ohatra ny fahafatesan’ireo ray ama-ndreniny sy ny zandriny fa mbola antony iray nanosika azy hanoratra ihany koa ny fandinihana ny zava-boaary, izay loharano hanovozan’ny... |
Mahatonga ny olona tsy hahavita ny andraikitra sahaniny, tsy mampipetraka ny olona amin’ny toerana tokony hisy azy. Manamafy izany i toky ao amin’ny ramose mpampianatra. Aoka mihitsy aloha hijanona ny lesona fa tena fanina aho, tena mila hiesona angamba aleoko miera mba hivoaka kely haka fitoniana etsy am-baravaran-kel... |
Amin’ny ankapobeny ny tononkalon’i faniry vatosoa, miseho amin’ny lohateny mazava, izany hoe saika ahitana lohateny avokoa ny tononkalony. Nefa na dia samy misy lohateny aza ny tononkalo, dia mbola azo sokajiana maro ny lohateny ao ao ny lohateny miendrika fehezan-teny, anarana, miendrika fanontaniana, fehezan-teny man... |
Lycée ambohimanambola raha hiverenana ny fizarana lehibe voalohany dia hita ao fa misy elanelany lavitra ireo fokontany ao amin’ny kaominina ambohimanambola noho izany tsy maintsy mandeha an-tongotra eo amin’ny 3 km na mahery eo isanandro ny mpianatra rehefa mianatra, tsy misy ny fiara azo andehanana amin’izany. Vokatr... |
S i t r a k a i n d r i n d r a t o m p o k o ! |
Laharana kisary takila 1 ny firafitry ny fokontany ao anaty kaominina andranovorivato 15 2 ireo tanàna itrangana fanafihana matetika 50 3 ny voka-panadinana bepc teo anivon’ny kolejy saint michel 111 |
Ny renifeo z |
Rangotra folo vondrona ambara takila 117 108 rajaona s , ny zava-kanto v ita amin’ny teny, edd- ambozontany fianarantsoa, 1993, tak 14 |
Amin’ny ankapobeny anefa ireny dia tsy dia hain’ny olona fa vitsivitsy ihany no afaka mamaky azy. Izany hoe ireo izay nianatra ihany. Ary ireo izay liana ny amin’ny fahamarinana dia maniry mafy ho an’ireo vahoaka madinika mba hahafahan’izy ireo mandinika ny soratra masina amin’ny fiteniny. Ka dia nisy nihevitra fa atao... |
Angamba mety ho azo atao ihany ny tsy mijery ireo lafiny roa tsy dia tomombana voalaza tetsy ambony ireo, fa ity lafiny iray ity kosa dia tsy azo leferina. Ny tsapa mantsy dia toa napetrapetraka any amin’izay tiana hametrahana azy fotsiny ny sary, fa tsy noheverina velively izay lohahevitra mifanaraka aminy. Ohatra mar... |
Harena sarobidy ho an’ireo taranako ny fomba sy fiteny, hany mba fananako, harena sarobidiko ahy samirery, ka hotehiriziko mba tsy hisy very. |
Ka hatramin’izao, ao amin’ny lycée andoharanofotsy, nampianatra ny taranja malagasy. |
Febvre l , combats pour l’histoire, ed. Armand colin, col. Economie, sociétés civilisations, boulevard saint michel paris, 1953, p.275 histoire, science de l’homme, ne l’oublions jamais. Sciences des changements perpétuels des sociétés humaines, de leur perpétuel et nécessaire réajustement à des conditions neuves d’exi... |
Ny tsy manan’any kraisty , aminy androny, ny maso no apitrapitr’ ho ory indrindra. |
Mahery nefa azon’ny olona fehezina |
Misy amin’ireo fehezan-teny nandrafetana ny lahatsoratra no hita fa lava loatra. I f richaudeau anefa dia milaza , fa tsy tsara ny fehezan-teny lava, tahaka ny fanaon’i alphonse de lamartine tamin’ny taon-jato faha sivy ambin’ny folo. Sady lava mantsy izany no saro-pirafitra , ary ny enti-milaza dia any amin’ny fiafara... |
Maningana amin’izany ny fototeny takotra takofana, takofy ; tototra totofana, totofy izay fanova f no miseho eo amin’ny endrika am-panovanana kanefa ahitana renifeo mikatona t ao amin’ny toeran’ny x0. Ireo fototeny mitsaikona ahitana renifeo m ao amin’ny toeran’ny x0 fanova r no miseho eo amin’ny endrika am-panovanan’n... |
Mpampianatra tantara sy jeografia 08 |
Ny hitsitokotokon’ny loha, hono, hitsitokotokon’ny hevitra. Koa toy izao àry ny hevitr’i hajaina manoloana ny zava-misy eo amin’ny fiarahamonina ankehitriny. Marihana fa ny ankehitriny resahina eto dia ny taona sivifolo 1990 ka hatramin’izao fotoana izao. Azo zaraina ho roa miavaka tsara ny heviny momba ny fiarahamonin... |
Eluerd r pour aborder la linguistique. 7è édition. |
Tsy tia tena |
Gazety , takilakanto laha 01 , nivoaka ny alatsinainy faha 10 mey 2004 69 g gurvicth auccune communication ne peut avoir lieu sans auccune fusion |
Toriko fitiavana, kanefa dia badenin’ny teninao fandavana |
Ny fizarana voalohany no nanazavana ny fironan-tsaina rômantika eo amin’ny sehatry ny literatiora. Nojerena tamin’izany ny fototra ijoroany, ny loharano niteraka azy ary ny fisehony tany ivelany sy teto madagasikara. |
Sous la direction de madame razaiarisoa marie olga |
Ny teboka roa amin’ny ankapobeny ny teboka roa dia mari-pijanonan-tsoratra fampiasa eo alohan’ny fitanisan-javatra; na alohan’ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha na raha mamerina teinin’olona .169 |
Fitanisana manao an-tanan-tohatra, izay maneho ny hamehan i tsiresy sy i mamy raha hody hikarakara ny sakafon-drabary rain i tsiresy, izay marary any amin ny hopitaly izy ireo sady savaina hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia. Noharonin ilay mpiandry varavarana ny paosiko isan-karazany. Notsapatsapainy ny vatak... |
Oui ! Hurlèrent les voix. P278. Il a donc provoqué une exaltation très forte, associée à une sorte d’admiration une acclamation roulait jusqu ’à lui du fond de la foret bref, ce roman est très riche. Par sa force de description, zola propose dans son texte un tempérament lyrique, etienne apparaît comme un héros, un pro... |
Amonosana dia azo ampiasaina avokoa. Izany rehetra izany dia mampihena ny hasin’ny maty, satria tsy misy zavatra tena mampisongadina, na sy na anavahana azy intsony. Vokatr’izany dia tsy mirakitra hevitra ara-tandindona ny fitaovana ampiasaina, fa mijanona ho amin’ny ara-bakiteny. Mihena, araka izany, ny hasin’ny fomba... |
Fizarana voalohany ny fiainan-dratsimba georges amin’ny maha-olon-tsotra azy sy ny maha-mpanoratra mpanabe azy |
Misy fihamafisan-kevitra maneho ny toe-tsain’ny mpanoratra tsy tia fahakivana eo am-panaovan-tsoa izany, araka izay fonosin’ny teny roa hoe reraka sy trotraka. Raha ny sandany dia mafy kokoa ny trotraka. Tsy hahavita inona intsony ny olona toy izany fa ny reraka mbola afaka manantanteraka asa, raha ny zavatra miseho am... |
Fanondroan-takila |
Ny fampiharana |
Aza zatra ny manao ny derainay ianao nefa tsy mbola mirodana ny lampihazo nandihizana dia milaza fa teny diso tsy mba kabary. |
Teo amin’ny vontoatiny na eo aza ny paika samihafa ampiasaina rehefa mampianatra, dia tokony homena lanja ihany koa ny vontoatin-desona, satria iny no tsy afa-misaraka amin’ny mpianatra mandritra ny taom-pianarana. Ny teny mandalo, fa ny soratra mitoetra , hoy ny fitenenana malaza; noho izany, tsy azo atao ambanin-java... |
Misongadina tsara eto ny fiavahana amin’ny anjara toerana mandritra ny fivavahana, izay mahakasika indrindra ity asa fikarohana ity. Mipetraka eny aloha manakaiky ny mpisorona ny lehilahy ary aoriany manakaiky ny toeran’ny mpanota izany hoe ireo tsy jody ny vehivavy. Raha ireo no dinihina, dia tsapa fa misy miralenta k... |
Azo sokajina enina ireo singa iantefan’ny fanoritsoritana mamaritra ny habaka dia ny fomba fiteny, ny biby, ny zava-maniry, ireo fitaovana sy nahandro isan-karazany ary ireo toerana sy kolontsaina |
Tsy mandritra ny taom-pianarana ny ’’cantine scolaire’’, fa misy fotoanany ihany. Ao anatin’ny vanim-potoana ’’maitso ahitra’’ no anaovana azy io, mandritra ny 60 andro roa volana eo ho eo ary mihinam-bary sy laoka ny mpianatra amin’io. Araka ny nambaran’andriamatoa jacot, dia manomboka ny volana novambra ny ’’cantine ... |
Remerciements 2 sommaire 3 introduction générale 5 première partie valeur argumentative et esthétique 13 chapitre i poésie et argumentation 15 i.1.1. Les subtilités de la conversation 15 i.1.2. Intentions à peine voilées 17 i.1.3. Les parallélismes 19 chapitre ii les interrogations et les maximes 22 i.2.1. La valeur rh... |
Sao mijery ila anefa, ny maso indray no andrandrao mibaliaka ny masoandro izay ao, ambony loha ao. Tsy hita izy rehefa alina, fa tazano raha maraina eny, indro fa mimpongatra sady tena manan’aina |
Vady amboarina tsy afaka miaraka amin ny mpampiankin-teny na satria tsy mifampiankina ary tsy tokony hisy tsipi-panohizana. Ary ny vadi-alanondrana dia zanakolonamirahalahy sy zanakolonamirahavavy sy zafimpirahavavy, izany no vadi-alanondrana vadi- amboarina alana ondrana. Ary ny vady alana ondrana dia zanak olom- pira... |
Miova ihany koa ny endriky ny fasam-bato |
Ny ala sy ny rano |
Mba hampifantsika tsara ny vontoatim-pampianarana ao amin’ny mpianatra dia tokony hamaky ny kahie lesona izy any an-tokantrano, ka hanakatra sy hitadidy ny vontoatin’ny zavatra nianarana. Eo amin’ny fikirakirana ny lesona vita ihany koa no ahafahany mijery izay ilana fanazavana fanampiny avy amin’ny mpampianatra. Isaky... |
Ampahafantarin’i ran e ny mpankafy ihany koa fa ny tontolo iainan’ny sarangan’ny vahoaka madinika dia toa zary lasitra mamaritra ny zotram-piainan’ny taranany. Tsy mety hahatakatra ny tontolon’ny rindrina fa raikitra eo amin’ny tontolon’ny tokonana hatrany araka ny hita taratra ao amin’ny v a tak 24 fa maninona ho’aho ... |
Razafindrahaniraka d 2007 |
Rahalanareokoadlarwo amin’iif raharaha an ’. Ianan-dehibe av |
Fahaizan’ny mpanoratra manome aina ny hevitra ary ny sary ny teny ampiasainy, mihoatra noho ny fahatsapana ny fahatakarana azy andavanandro ny literatiora. 41 tsy namaritra mazava momba ny literatiora ratsimaholy francinet, fa ny asa soratra novokariny kosa dia maneho tanteraka ny voalazan’ireo famaritana ireo. Sady ma... |
Aza maika fa andraso, tsy misy izay mikoso-maso; |
Notovonan’i eric ravalisoa ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafiana toetry ny anoharana ny oharina izany hoenti-mandoko izany fihatseham-pon’i miaro izany. Ny fitiavana eto no aharina amin’ny afo, izay tsy hita ao anaty fehezanteny, fa ny toetrany iray hoe niredaka no natafy ny oharina. Oharina amin’ny afo e... |
Ix-1-ny sakafo amin’ny lohataona fantatra fa amin’ny lohataona dia mibaliaka ny masoandro ary mafana be ny andro ; koa na mitovy aza ny asa ataon’ny olona iray amin’ny andro mangatsiaka sy andro mafana dia mihena kokoa ny fandaniana hery amin’ny lohataona. Ny ady amin’ny hatsiaka no andaniana hery bebe kokoa amin’ny ri... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.