text stringlengths 10 11k |
|---|
Tsiresy, izay tovolahy miaro, izay tovolahy |
Zoma 18 jolay 1969, iv lah 3962 fa nahoana no tsy hamely ise? Hoy aho. Misy tsy metimety angaha? Misy tsy metimety, hoy balesa, saingy tsy ny vatana no voa fa ny saina ka izany indrindra no tokony hamelezan’ise, hoy aho. Ary ataoko ity ise ihany no nanoro ahy fa ity no sady fanafodin’ny sorisory sy ny ahiahy no fampito... |
An’izay mivadika na tsy manatanteraka izany 21 fomba entina mandrindra ny fiarahamonina ka ahitana ny lalànan’ny atero ka alao . |
Natao-n iza nofo-nkena resi-nkazo tono-mbilany vadi n andriana vadindrasoa vava-ntana voa n anana volo n omby nataon iza nofon-kena resin-kazo tonom-bilany vadin andriana vadin-drasoa vavan-tana voan anana volon omby |
Na dia mpiompy akoho aza no iantsoana ireto olona nohadihadianay ireto dia misy amin’izy ireo no manana fivelomana sy asa aman-draharaha hafa atao ankoatra ny fiompiana, indrindra ireo mpiompy ny akoho gasy. Ny ankamaroan’ireto farany dia sady mamboly no miompy. Misy koa mpivarotra, mpanao taozavatra, mpampianatra |
Loharano sary nalain’ny mpikaroka tao antananambo ny volana apirily 2013 |
Misy akony eo amin’ny vahoaka izany. Ny ataon’ireo mahatsiaro tena ho tsy misy mpijery |
Présenté par rasoamampianina marie honorine |
Tendro telo mandrafitra ny telolafy haifampianarana araka ny efa voalaza tetsy ambony dia ahitana tendro telo ao anatin’izany telolafy haifampianaran’i jean houssaye izany. Samy manana ny asany avokoa ireo tendro ireo ao anatin’ny telolafy kanefa dia mifandray sy mifampiankina ny fiasany. |
Sary 14,15,16 ny foto-drafitrasa kilasimandry zazavavy ceres |
Alohan’ny nanehoan’ny mpanoratra ny tena toe-javatra iainan’ny mpandray anjara dia nofintininy aloha ny zava-mitranga amin’ny hoe tsy misy ohatra an’ity indray mitoraka ity. Misongadina eto ny epiphonème, araka izany. Ny epiphonème izay mamintina amin’ny fomba miaingitra dieny ety am-piandohana ny olana mianjady amin-d... |
Fanazavana nomen’i jasmin mpanarato mipetraka ao andavanio ankiakabe, telopolo taona, ny 14 may 2013 tamin’ny telo ora tolakandro. 14tahirin-kevitra momba ny kisarim-panajariana ny morontsiraka sy ny ranomasin’antongil. 15 fahavaratra aty afovoan-tany |
Rafaralahy-bemananjara, zefaniasy, enseignement des langues maternelles dans les écoles primaires à madagascar. Unesco, division des structures, coutumes, méthodes, et techniques de l’éducation. Paris, février 1983, 38p 8. Andrianintsilavo masoandro rakotoarimanana et al, l’éducation à madagascar. Repenser le système é... |
F’efa injao misefosefo sy hitako malefolefo |
Itantarana fiainana iray manontolo |
Ny tanjona ho an’ny ambaratonga fahatelo |
Sarotra ho an’ny vehivavy ny mitady asa ankehitriny satria maro ireo tsy mahay mamaky teny sy manoratra, indrindra fa ny vehivavy. Misy ny ray aman-dreny sasany, ny zanany lahy ihany no ampianariny fa ny zanaka vavy rehefa manambady dia manaraka ny vadiny ka tsy mampaninona na tsy mahay aza. Ny kolontsaina malagasy dia... |
Gesta dei per francos , hoy ny teny latinina hita tetsy sy teroa. Zahao koa ny piesy teatraly dramatika nosoratany taona 1912 izay drame mihitsy no lohatenin’ilay fety fankasitrahana hataon’ny mpianatra maintimolalin’ny mission noho ny fitsingerenan’ny taona faha 50 niorenan’ny fivavahana katolika teto madagasikara. Mi... |
Indreo fa avy misondrovaka manitsy antsika. E’ setriny f 2 |
Tsy ivalamparana ny amin’izay, fa ndeha hirosoana ny lohahevitra momba ny toaka. 3.1.2.2. Ny toaka |
Nanoratra tao amin’ny gazety fitarikandro, |
Ho an’ny malagasy dia zava-masina ny tany indrindra raha antoky ny fivelomana. Any amin’ny faritra amoron’i mania amin’ny tanàna iray antsoina hoe ankafobala ao fandriana, raha sendra misy fahafatesan’ny raim-pianakaviana, ny tany dia zaraina |
Mitovy taminrny teo aloha ihany ny fitondrana ny lesona. Nisongadina tato anatinrity vanim-potoana ity ny fitomboanrny fahantrana, ny firoboroboanrny asan-dahalo, ny fandaozana ny eny ambanivohitra, ny fahaverezanrny harem-pirenena. |
Tsetsatsetsa tsy aritra daholo izany, saingy tsy azo odian-tsy hita. Teny manan- danja iraisan’ireo vondrona ambara izay hokirakiraina amin’izao asa fikarohana izao mantsy ny teny hoe fitiavana , dia ny fitiavana eo amin’ny olombelona mankamin’ny olombelona izany. |
Memoire pour l’obtention du certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale capen |
Le vendrana ty! |
Loharano ny mpikaroka, andriamasinoro tohy miahy r, taona 2014 |
Aho-izy raha toa ka olona roa samy hafa ny mpiteny sy ny mpitatitra |
Ny lala-marina atoro, ialany bala, andosirany, ny azy ihany no ajoro fa ao no misy mba hidirany ! |
Momba ny fampitana fahalalana tokony harahina fampiharana ny fampitana ny fampianarana fanatrehana seho an-tsehatra teatra, fiantsana tononkalo, fitondrana ny mpianatra hiatrika seho fampirantiana manahirana ny mampita amin’ny mpianatra ankehitriny ny lohahevitra momba ny finoana ny hery tsy hita, indrindra ny andriama... |
Birao foibe fjkm, tsiambaratelon’ny tokantrano sambatra, antananarivo 1993, takila 48 |
Mifampihinana ny manta sy ny masaka aminy |
Rajaona, takelaka notsongainai, ambozontany fianarantsoa 1972, tak.13 |
Tena ilaina ihany koa ny fifaneraserana mivantana amin’ny mpamaky. Izany no mahatonga ireo mpikambana ao amin’ny faribolana sandratra hanao antsan-tononkalo ao amin’ny cgm isaky ny sabotsy fahaefatry ny volana. Amin’ny maha mpikambana azy ao, dia isan’ny antsaina ao ny tononkalon’i niry-solosoa. Ankoatra ireo, miezaka ... |
Ny lalantsaina socioconstructivisme |
Tsy afa-misaraka amin’ny literatiora ny a. P, satria misy mpanoratra, misy mpamaky ary indrindra izy asa vita amin’ny soratra misy endrika, mitondra fahalalana, araka ny voalaza ao amin’ny raki-bolana larousse43. |
Injany avy any lavitra any fa manako ny lamako toa miantso hilalao ka zovy moa ny tsy ho taitra sy hamaly hoe andao ! |
Anton’ny safidy avy amin’ny lohahevitra |
Ii- ny mpisolo tena mitampisaka amin’ny fampiasana ity sokajin-teny mpisolo tena ity no ahitana fitovizana betsaka ny teny malagasy sy ny teny swahili. |
Andriamalala, hetraketrka ii, tak 128 |
Loharano unesco, liste du patrimoine culturel immatériel une sauvegarde urgente, 2009, n 4 les techniques textiles traditionnelles des li filage , teinture , tissage et broderie? |
Mikasika ireo fomba amam-panao sy fisaina nentim-paharazana indray no resahin’andriamalala amin’ity ampahan-dahatsoratra ity ka ny tena asongadiny moa dia ny tsiny sy ny tody. Efa tsy miorim-paka sy tsy iainantsika intsony ireny noho ny fiovan’ny toe-tsaitsika. Heverintsika fa ny fisaina sy fanao vahiny no mariky ny fa... |
Ny karazan-teny maneho toetra ratsy fahita amin’ny olombelona mari-drefy andrefesana ny filaminana misy eo anivon’ny fiarahamonina ny toetra enti- miainan’ny olona tsirairay. Azo heverina ho misy fitovitoviana anefa ireo toetra eo anivon’ny samy mpiara-miaina ireo. Avy amin’izany no hananganana ny volavolan-kevitra sy ... |
Aretin ’ny taovam-pisefoana na ira 38306 26543s tazo mahery 8682 7890 aretin-kibo 6333 5299 aretin’ny nify 3288 2549 tsy fahampian-danjan’ny zaza teraka 1701 1612 |
Fihavanana 215 raha nanoratra ho an’ny misionera vazaha hiasa eto madagasikara, i cfrlr ka nampahafantatra azy ny toetsain’ny malagasy, indrindra ny hova, dia navohitrany ireto toetra telony ireto toetsaina tia karokaroka, toetsaina mailo, mitsinjo lavitra sy malina ary mahita ny ankapoben-javatra. Eo amin’ny fiainana,... |
Ny fandraisana andraikitra |
Rajaona, op cit, tak 67 245 er marina’h, very hasina, in rm, tak 42-43 246 er marina’h, tsy takatra ho sainina, in vaf, tak 21 |
Toy izay raha fintinina fohy ny mikasika ny tantaran’ny faribolana sandratra nanatontosa ny tsangan-tononkalo niaraka tamin’ny s. T. K37 ankadifotsy koa izy tamin’ny taona 1994. Nitondra ny lohateny hoe kristy sy ny fiainan-tsy hita izany. |
Ny odin’ny hira hiraina. Fa ny hira, karazana miora, manaritra izay noratraina. |
Pour ampliation conforme antananarivo, le 26 septembre 2002 le secretaire general du gouvernement, signé rakotonirina daniel |
Teny fanolorana ny boky rotsirotsy |
Ny mpanoratra |
Catherine, reuter, 2012 azo atao ihany koa izany ny mampanao asa iraisana ny mpianatra, miainga amin’ny asan-tsokajy. Ny fampianarana miorina amin’ny asan- tsokajy mantsy dia fiezahana manatsara ny fanabeazana amin’ny alalan’ny 1 fifandraisan’ny daholobe eo amin’ny fifanakalozan’ny samy mpianatra, 2 fifampikasohana miv... |
Ii.1.2 ny fahakambotiana |
Ry natiora, ampianaro hifamela ny olombelona fa moa tsy aminao no |
Isan’izany ny boky rotsirotsy nasehony tamin’ny alalan’io boky io fa ahavitana zava-kanto tsara ny teny malagasy ary azo ampiasaina amin’ny fampianarana fa tsy ny teny frantsay foana no ianarana sy imasoana ny hahaizan’ny zaza malagasy azy. Nanana hambom-po mitory fitiavan-tanindrazana ratsimba georges ka niezaka namoa... |
Ezaka maro no nataon’ireo avarapianarana hampibaribariana ny maha- firenena an’i madagasikara, nanoloana ny fanosihosena ny fiandrianam-pirenena. Ny fananan’ny firenena malagasy teny sy tantara ary fomba amam-panao no nohindrahindraina hanoherana ny fanimbazimbana nahazo ny firenena. |
Ary andraso aho andeha hiditra hivavaka ato anatin’ity la cheplle ny hôpitaly ity. Hivavaka ho an’i zanak’i holy, ho tanteraka soa aman-tsara ny fandidiana ka ho avotra soa aman-tsara ny ainy! Andriamanitra ô! Mbola mamerina ny fifonako eto anatrehanao aho. Tamin’ireo zavatra tsy nety rehetra nataoko. Efa nanome toky a... |
Raha mikatsa-pahafahana ireo tany nozanahana nandevozina hatrizay mbola ady mahamay |
Kokoa ny lesona |
Ivelany fotsiny tenue , fa tena ny toetra sy ny zavatra atao sy iainana mihitsy. 9 nahazoany fianarana sy lesona be dia be tokoa ny niainany tao amin’ny tontolon’ny skotisma, satria samy nahazo ny tsara sahaza azy avy ny saina sy ny fanahy ary ny vatana. Nanaovany ezaka mafimafy kokoa moa ny teo amin’ny fampivelaran-ts... |
Ny solaitrabe |
Mbola synecdoque tahaka ny teo ihany no hita eto. Izany hoe ny molotra sy ny vava eto dia singa iray entina milaza ny teny lazainy. Izany dia mba hanehoana fa ny teny izay lazain’ny olo-marina dia mitondra soa ho an’izay mihaino azy mandrakariva. Fa ny ratsy fanahy kosa dia miteny zavatra ratsy, satria tsy ao anatin’ny... |
Sombitsombin-karavoana niantsampazako, tanjona mba nantenaina sy efa tazako, nolevoninao ra safotry ny onja ny hany sisa mba tavela tsiahy monja. |
Tsy fantatra marina ny zavatra izay a ambo na tsy ambony eto, na olona na tsy olona. Raha atao feno io fehezanteny io dia azo ampiasana ny anarana mahafao-be hoe ny zavatra eo alohan’ny teny izay. Dia izao no azo ny zavatra izay izay tsy a ambo dia tsy lehilahy. Amin’ny tranga tahaka izao dia anjaran’ny mpihaino ny mam... |
Fahamafisan’ny fifankatiavan-drandria sy ramavo |
Dikan-teny malalaka, nalaina tao amin’ny les quatre piliers de l’éducation in l’éducation, un trésor est caché dedans, unesco, 1996, tak.91 |
Ny mpanoratra eric ravalisoa no nosafidinay amin’izao asa fikarohana izao. Asa soratra maro no novokariny. Tsy ny boky rehetra nosoratany akory no hotrandrahanay amin’ity fikarohana ity fa ny tantara foronina nosoratany faharoa ihany. Noferana amin’ny famakafakana ny fa velona indray ny asa. Hofakafakaina ato avokoa ny... |
Zinga zingazinga zinganina |
Ny renifeo t indonezianina dia mifamaly amin’ny renifeo nt malagasy. Ohatra tatang tantana |
Ny ankizy sy ny tanora amin’ny maha mpanabe an’i sefrera raphael louis rafiringa dia hita ombieny ombieny ao amin’ny asa sorany ny momba ny ankizy sy ny tanora 1- zahao ohatra ny hiran’ny zaza avy any atsinanana 274 2- hiran’ny zazakely mianadahy babo tany avaratra 275 3- hiran’izy mirahalahy zanak’andrianady, nariana ... |
Departement de la formation initiale litteraire cer langue et lettres malgaches |
Ny tarakevitry ny fahafatesana araka ny ahitana azy ao amin’ny tononkalon’i eliza freda sy i samuel ratany no hojerena sy hofakafakaina amin’izao asa fikarohana izao. Betsaka ireo lafin-javatra ventesin’ny mpanoratra, kanefa, tsapanay fa anisan’ny mateti-piherina sy mavesa-danja tamin’ireny io lohahevitra iompanan’ny a... |
Ratsimandresisoa voaraharinoro |
Malagasy swahili maanjan i i, e i, e e e e a a a u i, o, u a, e |
Laolao mandaolao mandaondao 129 lavenona mandavenona |
Dormnut hrancard , kcaiss c i mbl; cf. Lavany ambany e eklima pnclunw fr. |
Toy izao aseho antsary eto ambany izao ireo fitaovana rehetra voazava teo ambony. Marihana fa ireto saripika manaraka rehetra ireto dia nalain’ny tenanay tany an-toerana avokoa. Saripika 1 fitaovana ampiasaina |
Puis, immobile et froid, comme le cap des brumes qui sert de sentinelle au détroit magellan, sombre comme ces rocs au front chargé drécumes, ces pics noirs dont chacun porte un deuil castillan, il ouvre une bouteille et la choisit très forte, tandis que son vaisseau que le courant empote tourne en un cercle étroit comm... |
Ny famakiana lahatsoratra kosa dia tsy nisy mpianatra nandray anjara. Ny anton’izany moa dia ny mpampianatra ihany no nandray an-tanana ny famakiana lahatsoratra. Ny fahateren’ny fotoana no anton’izany araka ny fanambaran’ny mpampianatra |
Injay ny feony re niavaka tamin-tsanta sy antema tao ankoatry ny habakabaka ao edena na salema |
Nentin’izy ireo tao an-dain’i hitady azy |
Fehiny hitantsika amin’izany fa noraisin’ny mpanoratra amin’ny fo tokoa ny famoronana ny poésie amin’ny endriny vaovao satria noheveriny ho tena asa mihitsy ary anaram-boninahitra tokoa ny hoe poètes. Ho an’ny mpandinika sasany, ny vanim-potoana nisehoan’izany fivoaran’ny poezia amin’izany endriny izany moa no lazainy ... |
Toeram-pampianarana ambony momba ny teny aman-tsoratra sy ny siansa maha olona |
Graphe n 6 réunions extraordinaires dans l’epp anosy avaratra |
Te hifoha ny alina fa be ireo manonofy ny ezaky ny hafa ; fa be ireo tia ny haizina ho lapa firiariavany mandavan’ny fisiany |
Fizarana iii ambaratongam-pitantanana and. 10 toy izaony ambaratongam-pitantanan’ny fikambanana 1. Ny fivoriam-be ag 2. Ny komity mpitantana ca 3. Ny fivoriam-paritra ag régionale 4. Ny komity mpitantana isam-paritra ca regional ary ny komity mpanara-maso ktm , izay rafitra ivelany mpanolotsaina ary mpanaramaso and. 11... |
Partie sud betsileo septentrional dans la partie de fandriana, imerina imady et ambositra ici, les surfaces ont un caractère inachevé et on note un rajeunissement vigoureux du relief les sols ferrallitiques pénévolués prédominent, ce sont des sols moyennement désaturés sur les reliefs résiduels et des sols fortement dé... |
Lavitra indrindra elanelana tsy voafaritra |
Elie fanahy ny rivotra nitsoka noentinao tantsoratra fanahy nisononoka nisidina toa moratra ilay fanahy toa mpiainga mpandrafitra ny ranitra nisidina dia nianga an’ habakaban-danitra fa fe ankehitriny niofo ilay fanahy dia gina tsisy tsiny lay revy sahisahy ny fanahinao elie nandao ilay akorany ny fon’ny mpakafy nitazo... |
Tia tanindrazana |
Lanja amin’ny taonina isan’ny ankohonana nanaovana fanadihadiana salanisa isan-jato 0 1 8 11 1 2 10 14 2 3 15 7 3 4 27 38 4 5 8 11 5 6 5 7 6 no ho mihoatra 7 10 fitambarany 70 100 |
Chapitre 2 les objectifs globaux et les indicateurs du projet nous entamerons dans un premier temps les objectifs que le programme s’est fixé, pour ensuite voir les différents indicateurs qui pourront nous donner un aperçu sur le budget investi. |
Mpandinika nahafantatra ny ivon’ny zavaboaary tokoa randriambelonaharisoa. Tsapany fa ny isam-batan’olona no ifotoran’izao tonotolo izao. Noho izany dia hevitra maro no avoakany avy amin’ny a. P. Nezahina hovakiana amin’ny alalan’ireny sarin-teny ireny àry ny angolam-pihetseham-po ao anatin’ny a. P tsirairay. |
Mifeomozika sy mikarantsana ny teny malagasy ka tsy natao ho azy ny rima. |
Fikambanana mpanampy ong misy firy ny ong fikambanana tsy miankina amin’ny fanjakana na og sampan-drahaharaha ara-panjakana efa niasa teto an-tanàna? |
Daty lohateny mpandray anjara toerana nisehoany fotoana nisehoany tara-kevitra lehibe 2 0 0 9 nalevim- belona fototra falihery mpanampy ralinina, seheno, ranjalahy, misarivo ravaka nilaina, fokonolona sy ny sefo fokontany ary ny lefiny tao ampamoizana, dokotera, ranjatohery, kalavavy, tovohery, gerard, barivelo, fianak... |
Régis rajemisa raolison, tononkalo sy lahatsoratra , laharana faha 6 |
Ny mpino izay manatanteraka ny voalazan’ny mpitarika no miteraka ny rijan-kevitra samihafa entin’ny tsirairay miaina12 ireo no nasehon’i riviere raha nitatitra ny fahitan’i bourdieu ireo singa mamaritra ny fivavahana. Ireo singa roa ireo dia nosafidiana manokana noho izy, misy ifandraisany betsaka ato anatin ny asa fik... |
Ry vintana |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.