text
stringlengths
10
11k
Hampivadia ko hampivadiako
Fa raha misy koa mangidy raha misy mahonena d’ireny ray sy reny efa mba nitrongy no tsy afaka mividy fa mby an-katerena
Araka io valin-teny io dia voalaza avokoa ny toe-batan-dratovo, ny toetra amam- pihetsiny, indrindra rehefa mahita na mandre ny anaran-dranivoaly. Fantatry ramira fa ireo no tena andrasan-dranivo aminy ka nomeny azy ary afa-po ity farany satria feno ny fahalalana tadiaviny. Any amin’ny fizarana 1-fisehoana ii kosa, dia...
Ny endrika ivelanrny boky antonona tsara ho anrny kilasy mampiasa azy ny boky. Hita izany na eo aminrny habeny, na eo aminrny lanjany. Tsotra, tsy dia be filirony, ary mahafinaritra ihany koa ny endriny. Azo lazaina, fa manaraka ny tokony ho izy satria hita ao ny anaranrny mpanoratra sy ny edisiôna namoaka ny boky, ny ...
Dokotera aiza ny zanakao vavy teo iny, ramatoa? Ravao fa angaha nisy inona, dokotera? Dokotera an- hanh! Mîsy zavatra saika hanontaniako azy ihany. Ravao asaiko ampidirina izy rehefà tonga eo, fa mbola lasa nampandre an-drainy. Fa ny zanako marary, manao ahoana? Dokotera efa manomboka mihatsara izy izao. Nakaton’ny dok...
Fanehoana ny toe-javatra tantaraina araka ny fizotran’ny fotoana ny fitantarana manaraka ny fizotran’ny fotoana no hanombohana izany. Toe-javatra tantaraina manaraka ny fizotran’ny fotoana
Sangisaigy manangisangy
Rajaona zava-kanto vita amin’ny teny, op cit, tak 51 217 va setrim-pitia , tak 13
Rembona rembondrembona rembonina
Volley 7ora 30 hariva- 8ora30 alina sabotsy sy alahady 12ora30 atoandro- 1ora 15 7 9 baolina lavalava
Razafimahefa 1984 santatr’asa fandinihana ny amin’ny hazary eo amin’ny riba malagasy. Maitrise es lettres. Université d’antanànarivo.
Manome lehilahy 1
Indraindray miakatra, indraindray midina ny tosi-drà satria ny fiainana koa miaka-midina ka raharaha!
Rajaona, op cit, tak 150.
Gazety zanaky ny fifohazana, tak 8, 5 janvier 1942
Ry raiko hadinoy ilay feoko nitaraina, olona aho ka tsontsa niteny toa an’iny. Ekeko tsara izao ka sahiko lazaina, ny hevitr’olombelona tsy afaka aman-tsiny.
Tsara ny mialoka amin’i jehovah
Tableau 9 installation définitive
Iii-ny lisitry ny fokontany misy ireo mpanjono ato amin’ny distrikan’i maroantsetra
Soso-kevitra ho fanatsarana ny fihariana aman-toe
Tsy nilaza 2
Seheno tena maizin-tsaina ianao ramatoa rasendra! Soa ihany fa tsy i moussa no nandray anao teto, fa izaho reniny! Angamba dia tsy haiko ny nanaovany anao teto! Dia efa vehivavy lehibe efa hanan-jafy ve ranona dia mbola tsy miova ihany a! Tsy hijaly ve amin’izany ny vinantovavy?
Fampanaovana asa an-terivozona
Tanindrazanas y firenena 15-19-20-22-23-27-58-63- 94-99 10 9,90
Ny namana dia olona niara-dava tamin’ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-kevitra 193 hoy rajemisa-raolison. Matetika, ny namana no itarainana, ary manavanana kokoa aza hizarana ny tsiambaratelo sy ny hadalana madinidinika.
Ny fahasalamana no voalohan-karena misy karazany roa ny fitsaboana arahin’ny olona rehefa marary izy dia ny fitsaboana nentim-paharazana sy ny fitsaboana môderina izany. Tsy eo amin’ny fitsaboana ny aretina ihany fa ny fiterahana ihany koa dia mbola ahatarafana izany, indrindra fa ny any amin’ny tontolo ambanivohitra. ...
Na ny singan-tsokovo-tsy levom-bavony
Ramandimbilahatra m 2000
Dia 2.4.2. Ny firafitry ny fikambanana mtem na eo amin ny mem na eo amin ny tem dia misy ambaratongana rafitra telo,
Andry andraina, mitaraina ny tany, tak 217 218 225esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 29 226esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 76
Ny mpino kristianina malagasy, raha ireo no dinihina, dia mihevitra fa manan-tsafidy amin’ny olombelona nohariny andriamanitra. Isan’ny tompon-teny farany amin’ny fanomezana aina, na famerana izany, amin’ny fotoana ilàny azy izy. Araka izany dia anjaran’ny zanak’olombelona ny mampionon-tena, raha tonga ny fotoana andao...
Mila malina ety, fa misy namana hafahafa. Vonona hitsoka sofina, ary koa hanontsam-bava. Kendry tohana hambabo, hitaingenana kifafa. Ka ny namana eo halavo, raha sendra basivava ady marina no ety, r’ilay nahary tomponay ô. Fiaraha-monin’olon-dia, no amparina aminay! Ny mahery dia mahery, ka maneho ny fahefana. Mampamoy...
Ato amin ny kilasy faharoa no tokony hahafolaka tsara ny teknika fototra ilaina amin ny fitrandrahana hevitra ao amin ny lahatsoratra sy na lahabolana voasoratra na tsy voasoratra ny mpianatra fanadihadiana sy famintinana lahatsoratra na lahabolana voasoratra, fandrindrana sy firaketana an-tsoratra na fanaovana tatitra...
Kisary 7 ny fizotran’ny fiainan-drobena eo amin’ny lafiny asa
Ny fanovana anarana isehoan’ny toerana misolo toerana ny mponina ao anatin’ ny fandriam-pahalemana
Ray aman-dreny
Botsaiky, vavaka spesialy, 02 aprily 2009, ton 127, tak 133, boky i 117 ed andriamalala, fofombadiko, librairie mixte, dec 2007, 222 tak, tak 201
Ii. Gazety sy rakibolana
Ny fahasalamana no voalohan-karena hoy ny fomba fiteny. Araka izany, manana ny anjara toerany lehibe indrindra eo amin’ny fampandrosoana ity lafiny ity. Raha ny ao amin’ny kaominina ambanivohitra mahitsy manokana no resahina, ahitana tobim-pahasalamana vitsivitsy ao an-toerana. Manana csbii miisa 2 ity kaominina ity ar...
Zanapeo misokatra 23
Sary 07 rary miteny
Le cadre institutionnel de pilotage
Misy mantsy ny mihevitra fa ny mpanoratr dia olona adala, very saina, tsy mitomona amin’ny tany, tsy olon’ny fiarahamonina, very fanahy mbola velona, olona mpanonofy. Mba hanalana ny olona amin’izany fiheverana izany, asongadin’ny mpanoratra ny hakanton’ny zava-bitany sy ny lanjany. Ahitana ny marina sy asa soratra. Ao...
Le type 1 est considéré comme le groupe des ménages vulnérables. Ce type comprend les exploitants qui n’arrivent pas à subvenir à leur besoin en riz c’est-à-dire que la production est insuffisante pour le nombre de bouche à nourrir. La production de riz par année et en
Gerard albert 1992, littératures en langues africaines. Mentha, 59p.
L’éducation, un trésor est caché dedans, rapport à l’unesco de la mission internationale sur l’éducation pour le vingt et unième siècle, présidée par jacques delors, 1996, p 21
Va tak 147 ; and 2 ; andl 8 10 191 va tak 150 192 va tak 20 193 va tak 150 ; and 2 ; andl 9 10
Fetran’ny asa nisedra olana samihafa izay tsy noraisinay ho sakana izahay teo am- panatontosana ny asa ka tsapanay fa tsy feno ny fahalalana narosonay. Voafetra ihany koa ny fotoana teo anatrehanay ka ampahany amin’ny lafin-javatra azo dinihina ihany no vitanay, ny lafiny an-tsoratra no tena voatsindry betsaka kokoa na...
La durée de recouvrement des créances est de 60 jours et le délai de règlement des dettes fournisseurs est de 146 jours.
Ny boky no anisan’ny fitaovana tsy afa-misaraka amin’ny mpianatra. Manomboka any amin’ny ambaratonga fototra, ka hatrany amin’ny ambaratonga ambony, dia hita eny foana izy. Fitaovam-pifandraisana ihany koa ny boky, satria tsy mifandray am-bava fotsiny ny olombelona fa mifandray an-tsoratra koa, toy ny fanoratana tarata...
Plan communal de développement r. N route nationale c. D. C comité de développement communal csb ii centre de santé de base niveau 2 f. F. K. M fiombonan’ny fiangonana kirisitianina malagasy e. A. R egilizy katôlika rômana f. L. M fiangonana loterana malagasy f. J. M fiangonan’i jesoa kristy eto madagasikara c. E. G co...
Ny fiainan’i niry-solosoa amin’ny maha mpanoratra azy no hojerena eto amin’ity toko ity. Lafin-javatra telo no iompanan’ny fanadihadiana. Voalohany, ireo antony samihafa nahatonga azy hanoratra, manaraka izany no hijerena ny solona anarana entiny sy ny fikambanana misy azy eo amin’ny sehatry ny literatiora, ary amin’ny...
Tojo olana ireo tekinisianina. Voatery nandany fotoana betsaka tamin’ny fanaovana andrana izy ireo, mba hahalalan’ny tantsaha tsara azy. Noho ny fahalalan’ny tantsaha sasany somary voafetra ihany. Manamafy izany ny voalazan’i dupre hoe ny olana eo amin’ny tantsaha dia ny tsy fahafolahana ny lafiny tekinika.102 na izany...
Mitaky firotsahana an-tsehatra sy fijerena ny zava-misy any an-toerana ny asa fikarohana toy izao. Ezaka hanatsarana ny fanabeazana ny zazavavy ao ambohimahazo, fivondronana manandriana, faritra amoron’i mania no ifotorana. Araka izany dia haseho ato amin’ity fizarana voalohany ity ny fanoritsoritana ny toerana nanaova...
Ben j, kirihitra, tak 27, va tak 143
Zoma 02 martsa 2012 8.50-9.30
Sahamandresy 1 tsy misokatra
Définition sur les sans-abri il n’existe pas une définition unanimement admise des sans-abri ce sont des termes techniques et pour pouvoir établir un essai de définition, il faut recourir aux caractéristiques générales des familles sans-abri.
Endrika ankapoben’ny tantara nofintinina 3 daty lohateny mpandray anjara toerana nisehoany tara-kevitra lehibe
Halaka helihely karaha tsy ha aja halaka g dag da karaha tsy hamaitry avilay tsy ha aja toy izay tsy hametry
Ny fepetra andraisana ireo mpianatra ho kilasimandry
Riso lalason, arana tak 11, va tak 25 62 hery rakotoarijaona, tsy misy lohateny , va tak 26 63 zo maminirina, tontolo isainana, op. Cit tak 47, va tak 24
Fafana 27 ny fahavitrihan’ny mpianatra miady hevitra
Renoka renodrenoka
Mff ! Mifona aho fa tsy hamerina intsony ry bebe hary an! Mifona mifona inona e? Mitady ka! Aok’izay re tompoko fa marary izy e
Loharanon-kevitra andriamatoa betsara filoha mpitantana ny fikambanana tantsaha fanantenana , 2008 araka ny hita eo amin’ny fafana dia tsy nitsaha-nitombo ny tantsaha nirotsaka ho mpikambana hiara-kiasa amin’ny ta. Fa tao anatin’ny 5 taona nifanesy. Araka ny fanambaran’ireo tekinisianina, noho ny fahatsaran’ny vokatra ...
Eto amin’ ity tononkalony ity ny eja dia nampiasa ny anaphore ny hevitra tiany hantitranterina no naverimberina ao amin’ny tononkalo. Raha ny hevitra tiany hampitaina ao
Hita taratra ny fahamarinan’ireo toe-javatra voalaza teo aloha ireo nandritra ny firotsahana an-tsehatra tany amin’ireo sekoly tekinika nanaovana ny fanadihadiana. Toy izao manaraka izao ny momba izany mpampianatra 2 tamin’ireo 5 nojerena manokana no hita fa tsara fifandraisna tamin’ny mpianatra. Ny vokatra azo ihany k...
Malazany. Rehefa afa-po tamin’ny fandinihina an’i zaodahiny teo izy vao tapa- kevitra ny hamoha azy.
Lazao ahy, ry sombiniaiko lazao ahy dia tantaraiko mba farito am-piniavana izay antsoina hoe fitiavana ! Toy ny olona finaritra hitady izany faran-danitra ’zay mitady mba hamaritra ’lay fitiavana haharitra ? Satria tsy azonao faritana izay fitiavana hatrizao dia tsy azoko soritana ’zay itiavako anao !
Maro ny fiheveran’ny olona mikasika ny fiangonana ankoatra ny maha-trano fivavahana azy. Ao no toeram-panabeazana ny fanahy, dia ilay fanahy araka ny fiheverana kristianina. Ny fiangonana dia rafitra iray mijoro eo anivon’ny firenena ary misy sampana maromaro ao anatiny isan’ireny ny skoto. Mbola mizara ho sokajy samy ...
Nihoraka sady nihorikori ka indray ry kotomanga sy ny tariny mbola hafa ragova hoy ny adala -meteza handroso fa efa vazaha ny tany , hoy kosa rainivelo. 6 ilay voninkazo madera feno dimy ambiny roapolo taona indrindra aho, raha nanomboka nandray ny raharahako tao angavon’i vonizongo. Zokiko telo taona ravalo. Taorian’n...
Doda tena mahamay be mihitsy
Famintinana ny tantara vehivavy kamboty i anja. I haja no anaran’ny vadiny, ary manan-janaka vavy antsoina hoe lova izy roa. Herintaona i lova no nandao ny tokantranony i haja, ka nilaza fa hiasa any antsiraka. Ny voalohandohany ihany izy no nandefa fanampiana ho an’ireo vady aman-janany, fa tato aoriana dia tsy niraha...
Ny fambolena
Ny zanapeo a indonezianina dia mifamaly amin’ny zanapeo a malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny voalohany na an-dohan-teny sy eo amin’ny vanin-teny faharoa na amin’ny faran-teny. Ohatra eo amin’ny vanin-teny voalohany na an-dohan-teny 1 a a a a- abu avo, ada ary, anak anaka, asah asa, bakul bakoly, ca...
Raivo an, an, aoka re tompoko ô! Aza vonoinao izany izy. Dadabe tsy foiko iny.
Manantitrantitra ny eja fa sarotra taminy ny nanadino ilay olon-tiany. Toa tsy mety mino mantsy ny sainy hoe tena tsy hahatsiaro ny ankaniny intsony ilay vady andefimandriny. Na dia efa izany mihitsy azan y zava-misy tamin’ny fotoana nanoratany ity taononkalo ity. Tsapany mantsy fa arakaraky ny hiezahany hanadino ka ha...
Famintinana raha hita teo aloha fa mitera-bokatsoa ara-toe-karena sy ara-piaraha-monina ary ihany koa ara-kolontsaina ny fanatanterahana ny mamahoaka, dia hita teo kosa anefa fa misetra olana ny fanatanterahana azy io. Ny lafiny voalohany miteraka olana dia ny momba ny toe-bola hoenti- manatanteraka ny mamahoaka. Raha ...
Araka ny efa nambaranay tany aloha, dia tokony hifana ny vehivavy avy niteraka. Efa tsy vitsy koa anefa ny vehivavy no tsy mijanona firy ao am-pandriana amin’izao fotoana izao rehefa avy miteraka. Mnamafy izany ny voalaza ao amin’ny tak 53, op manao hoe tsy nifana ibako na dia nangatsika aza ny andro! Tsy nikobona izy.
Ambohimanjaka manakasikely
Izay ny zava-misy manodidina ity sekoly ltp ampasampito ity raha fintinina. Tsapa araka izany fa tsy mitoka- monina ity sekoly ity. Ary saika hita eny avokoa ireo zavatra ilain’ny mponina amin’ny fiainana andavanandro. Tsy dia misy fahasarotana firy ihany koa ny famonjena ny toerana misy ny sekoly satria azo lazaina fa...
Rabenja solomon. Boky ii. 161 tak. Mémoire de capen. Antananarivo
Dia hiraondraona zava-tsy misy tsy misy noho izy misy loatra toy ny nofy.
La présence du service contrôle de gestion au sein de la sala favorise l’amélioration de la mission de l’auditeur interne. Le contrôleur de gestion, après son analyse, peut indiquer à l’auditeur interne les activités à risque du centre de santé. L’indication de zones à risque facilite l’intervention et l’investigation ...
Maintso ny zava-maniry satria avy ny orana.
Tovana takela-panomanan-desona
Fa ny vavan’ny adala mitady fahendrena
Ffjt fmta fiangonana malagasy tranozozoro antranobiriky fram instat institut national de la statistique kg kilogramme ml millilitre m mètre pk point kilométrique rn route nationale t tonnes c degré celsus
Eo no fotoanan’ny fisafidianana mahaiza mifidy ny ventiny ho tanana fantaro ny akorany.
Ny filazam-potoana ankehitriny izay hita ato amin’ny ohatra amin’ny teny misy, mipaoka dia maneho ny ankehitrinin’ny mpitantara izay tsy tokony hampifangaroina amin’ny ho avy eo amin’ny olona tantaraina. Raha natao mitodika amin’ny ho avy mantsy ireo teny ireo dia lasa manana hevitra hafa tsy araka ny tantara tiana ham...
Seho 3 fy-sitraka-valo-njaka-lie-feno-naranja
Feno aiza indry no miala?
Ny sekoly miara-miasa amin’ny ceres
Zavatra sarobidy hafa no mampaharitra azy. Mety hahafa-po eo no ho eo fotsiny ireny, mety koa ho fandrika sy fanomezana hena-maso, ka ny tahotra no betsaka, fa ilay tena fitiavana tsy dia mitombina akory. Hany rehefa ritra ny vola sy ny harena dia ho rava koa ny fitiavana. Toy izao ny filazany azy amin’ny fitia mifamal...
Eny manaiky aho mariazy manatanteraka
Ny verindroa ara-boambolana dia verindroa efa hatrany amin ilay niforonan ny teny dia ny niandohany na ny fakanteny inc mihitsy no efa manana endrika verindroa. Ny anarana no tena ahitana azy betsaka indrindra amin ny teny malagasy.
Vakim-baratra ty!
Mme mariette, service des statistiques men, juillet 2015
Toy izany sy toy izany ny toetran’ireo mpandray anjara. Ndeha hovahavahana farany ny momba ny fari-piainany.