text stringlengths 10 11k |
|---|
Zava-dehibe ny fanajana an’io lalàna io satria izy no miantoka ny firoson’ny tantara mankany amin’ny fiafarany araka ny voalaza any amin’ny fepetra maha lahatsoratra. Ankoatra izay, ny fampiharana an’io lalàna io koa no entina mampiditra ny hira ventesin’ny mpisehatra indraindray ao amin’ny tantara tsangana. Iaraha-mah... |
Kisary 3 maneho ireo olana mianjady amin’ny mpandray anjara fototra ao amin’ny trosako ary ny vahaolna noraisiny. |
Ny tamberin-teny |
Vondrona ambara, tak 43 29 vondrona ambara, tak 79 30 vondrona ambara, tak 35 |
Testamenta vaovao, the gideons international, p. O. Box 140800 nashville lioka 10 34 miresaka ny amin’ilay samaritana tsara fanahy 234 tdt 2 2,16; 4 5; 5 13; 6 3 235 hamafisin’ny tdt 4 9 izany |
A, tf1, nahita angano 78 v. A, tf3, sarotra alamina 79 v. A, tn7, izay ilay izy 80 v. A, tn2, tsy misy pentina 81 v. A, tn4, tantaraina ka mora |
Koa satria moa, eto an-tanan-dehibe no misy ity sekoly ity, dia mipetraka eto avokoa ny mpianatra ary miara-mipetraka amin’ny ray aman-dreniny. Miasa ivelan’ny tokan-trano ny ankamaroan’ny ray aman-dreny satria raha araka ny fanadihadiana nataonay dia saika ny dimy ambivalopolo isan-jatony dia miasa am-bolana. Mahay ma... |
Fa tampoka loatra dia indro nanjary |
Gauthier r. A , la morale d’aristote, paris, puf,1963 rodis-lewis g. , la morale de descartes, paris, puf, 1961 vialatoux j. , la morale de kant, paris, puf,1966 zacs s. , la morale de spinoza, paris, puf, 1966 33 lethielleux p. , on appelle lois morales, les lois qui règlent notre conduite conformement à la volenté de... |
Tsy misy tsy namaly lesona vaovao fanabeazana ho olom- pirenena vanona ny tontolo tsy hita maso ho an’ny malagasy ny sivilizasiôna eo amin’ny lafiny teknôlôjia ny finday, ny aterineto kilasy voalohany tokony hisy ampahany manokana hiresahana mikasika ny ohabolana sy ny oha-pitenenana, ary fanazavana azy ny kahie lesona... |
Toa maneho ny fifehezana ny rano izany kanefa tsy nataon’olombelona fa voajanahary. |
Fotitra fotipotitra mamotipotitra mamotimotitra 142 fotoana fotompotoana mamotompotoana |
Sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy rantsam-piofanana ankapobeny haiolona |
Tsy an’olon-tokana ny asa fanabeazana, fa samy tomponandraikitra avokoa ny rehetra ireto no azo heverina fa loharano niteraka ny fahombiazan’ny fampianarana ny mpampianatra |
Famaritana ny kabary |
Etes vous satisfait de vos efforts ? Oui, jusqu’à maintenant, mais le trajet est encore loin pour l’association parce qu’on a encore beaucoup de chemins à parcourir c’est à dire en un mot que l’effort doit continuer. |
Ny zava-kendrena amin’ny dinika |
Isan’andro tsy mandingana dia ny anaranao no antsoiny toetra hafahafa anefa no mameno ny ao am-pony. |
Aza omena tsiny ny vato nanafintohina anao fa izy no mpanitsy ny lalana alehanao. |
Araka ny rakibolana nampiasaina avokoa, na rakibolana vahiny na rakibolana malagasy. Voalaza ao amin’ny pluridictionnaire fa ny fanabeazana dia fampianarana na fampahalalana ny fitsipi-piainana eo amin’ny fiarahamonina, ary koa fampivoarana ny toetra ara-batana, ara-pitondran-tena, ary ara-tsaina, izay mamolavola ny ol... |
Tsirinala 2008. |
Raisina ohatra ny tononkalo solomaso mainty v a tak 25. |
Tsy mateza hitokina tony andro, ry tanora, tsy ho ela dia hakiana ka hangidy na hatsora |
Mihevitra ireo mpamolavola ny fandaharam-pianarana fa rehefa vita ny fanolorana ny fandaharam-pianarana, dia hatreo ny adidiny. Toa hadinony ireo tahirin-kevitra hampiasaina amin’ny fanatanterahana ny fampianarana natolony. Hita any amin’ny sekoly maro, indrindra fa ireo sekoly miorina any ambanivohitra izany. Eny fa n... |
Ireo sipa jefijefy mahavatra mihoa-pefy ngah’be sola moa tale jamban’ilay saosy be! Andn, 1, 2, 3 143 |
Mihainoa , ny mifona aminao. |
Ohatra pipi; coco; papa, maman, tata, dada, kiki, caca, quéquette, zizi, cucul, panpan ; ireo endrika ireo dia samy ahitana fiverenana vanin-teny avokoa. Hita amin ny teny frantsay |
Nefa kosa, nefa kosa, ireto ihany no tsarovy ny olo-mahavita soa tsy mba maty fa matory. 279 |
Eo amin’ny sehatra anatanterahana ny fampianarana sy fianarana dia misy hatrany ny fifanarahana ataon’ny mpianatra sy ny mpampianatra momba ny asa atao. Izany dia mifototra amin’ny fifanekena eo amin’ny zavatra andrasan’ny mpianatra amin’ny mpampianatra na izay andrasan’ny mpampianatra amin’ny mpianatra miankina amin’n... |
Fiheveran’ny malagasy |
Tambana am-piterahana |
Tolorana fankasitrahana sy fankatelemana feno andriamatoatoa randriamahazo jean claude tsy nikely soroka nitsara ny asanay ka nanaiky ho mpitsara izao fanohanana ampahibemaso ny asa fikarohana izao. Ho zava-poana ihany mantsy izay nisasarana raha tsy nisy fitiavana sy finiavana lehibe avy taminao. Ny andon’ny lanitra a... |
Hoy ity mpandinika iray tsy ilain’ny olona mahantra ny literatiora |
Amin’ny fitady |
Misy fasanao ry foko, ry nandao ny trano lay, ka ny trano lay, fisoko, tsy anao mandrakizay, io no fasan-drangolahy, fasan-tany filevenana. Fasan-kafa kosa ny ahy, toy ny tranonao fonenana. |
Toy izao ny mombamomba ny tanànan’ampitatsimo |
Fitrandrahana ny antrôpôlôjia mandalina fiarahamonina, fanabeazana hatrany amin’ny antrôpôlôjian’ny sekoly raha tsiahivina izay noresahina teo aloha dia mivelatra amin’ny sehatra maro ny antrôpôlôjia mandalina fiarahamonina. Anisan’ny sehatra iray ao anatin’izany ny antrôpôlôjia mandalina ny fanabeazana. Mbola misandra... |
Ny fototeny mitsaikona amin ny ankapobeny dia fototeny manana fara vaniteny-ka, tra, na. Tsy ny teny rehetra mivany telo no atao hoe fototeny mitsaikona fa izay any amin ny vaniny fahatelo avy any an-kavanana no misy ny tsindrim-peo sady miafara amin ny vaninteny -ka, tra, na15. Ny faranteny -ka, tra, na dia manana ny ... |
Ny fandokoana ny halemen’ny olombelona amin’ireo karazan-tsarin-teny 186 3.3.2.1. Ny halemen’ny olombelona lokoin’ny litote 186 3.3.2.2. Ny antanaclase mikalo ny fahalemen’ny olombelona 188 3.3.2.3. Ny fanovana endri-javatra mandoko ny fahalemen’ny olombelona 188 3.3.2.4. Ny fahalemen’ny olombelona kaloin’ny parallélis... |
Comprendre consolidation du foyer |
Mpampianatra dada ianao ry neny neny dada ranivoharimalala lovasoa fleurette |
Présenté par nomeniavo priscilla razafimoria encadreur suzette malalatianaratiaray maître de conférences date de soutenance 09 mars 2016 |
Ohatra 15 20, |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale litteraire centre d’etude et de recherche langue et lettres malgaches |
Ho anao ry fireneko mba hisandratanao! Ho anao ry fireneko 123 |
Section 1 formation de technicien |
Loharano monographie du district andramasina 2005 |
Tah-viet littérature populaire et identité nationale, expériences vietnamiennes, edition en langue etrangères. Hanoi, 1982, 56 p les études de la littérature populaire sont doublement importantes elles contribuent à la fois au recouvrement de l’identité réelle et à l’édification de la culture nationale et socialiste |
Haingo 1992 |
Ecole établissement dans lequel est donné un enseignement collectif |
Bitsihiko aminao, ry miaina, mifankatiava fa izany, no odin-tsento, tanja-tsaina, raha mbola ety mandia ny tany! |
Lisitry ny sary |
Re ny rariny kô ny hitsiny de tokony tsa hiresaka koa ny tai ako satria zato taona latsaky ny tsy ampy, ’zay de izay de apy ho saotranareo, de mba hatam-belo a hôtra ahy nefa na izany a de isaorana andriama itra ray sy zanaka sy ny fanahy masina, fa izy no nandatolato ny fiai ana nitahy atsika 05 mianakaby na nyna ny a... |
Fanantenana! Bibin-tsaonjo ny olombelona ka ny fahafatesany no iofon’ny aina faharoa ho tonga lolo! Misy aina faharoa tohin’ity aina voalohany mora levona ity. Aina faharoa mitoetra ao amin’ny toerana faharoa, toerana tsy manam-paharoa! 133 nanaiky tanteraka ny anjara sy ny lahatra voatendry ho azy ny mpanoratra, na ts... |
Fatory io alika io. |
Ny sehatry ny fitiavan’olon-droa |
Internet , |
Tsofina rano ihany koa ny tompon-draharaha izay mbola hitondra ny olona any amin’ny toerana itodiana mba ho tonga soa aman-tsara any . |
Ny endrika ivelan’ny tononkira dia tononkira ny stylistique dia manasongadina ny endrika sy ny hevitra takona ao anatin’ireny endrika ireny. Eto àry, dia aseho ireo endrika mora hitan’ny maso sy manavaka ny tdt. |
Ka mahatonga ny olona hanontany re hatrany ombieny ombieny ny hoe, atao inona ireny? Mirongatra ny vaky fasana ny taolam-paty indrisy lasana ny an’i dada, ny an’i neny fa atao inona ireny? Andn 1, 3 167 |
Fetran’ny asa |
Dia samy rafitra mivavaka sy manandratra ny am-pony korontana tsy hay manavaka tsy hay renesina intsony no tonga an-tsofin’i nahary! Rariny izy rah’tsy hamaly! Na salama, na marary na ny ory, na ny faly, mimenomenona daholo, miady sisiny ho lohany mandodona manery aza, ary efa sahy mandahatra ny valim-bavaka tadiaviny ... |
Maro amin’izao fotoana izao ny horonan-tsarimihetsika izay mampiseho toe- javatra tsy iainan’ny olona andavanandro. Indraindray aza dia zavatra tsy takatry ny saina mihitsy no ambarany. Rehefa tian’ny olona izy ireny dia ho fantany ny tiana hambara ao ka mitombo ny fahalalany. Izany hoe, mampafantatra ny tsy fantatry n... |
Fandraisany anjara ary fikirizany amin’ny asa iray57 tardif, 1992 91 ampifandraisina amin’ny zavatra iainany hatrany ny fampianarana rehetra izay atao. Ohatra amin’izany, rehefa hampianatra haiteny dia izay voambolana fampiasan’ireo mpianatra ireo any amin’ny sehatry ny varotra no kirakiraina. Ny mpampianatra dia mila ... |
Ny dinan’i melaky tsy mimpoly dia ahitana andian-teny telo dina, melaky, tsy mimpoly. Dina , dia fifanarahan’ny fokonolona amin’izay fitsipi-pifehezana ao anaty faritra iray na fiarahamonina voafetra. Melaky dia faritra iray ao anatin’ny faritanin’i mahajanga, ao ampovoany andrefan’i madagasikara no misy azy. Ireto ny ... |
Fampiharana ny lahateny mandresy lahatra ny fandresen-dahatra no heverina ho manahirana indrindra raha mihoatra amin’ny lahateny rehetra voatanisa teo ambony satria ny tanjona dia ny hampanaiky ny olona hitenenana ny hevitry ny teny. Raha tiana ny hanao fandresen-dahatra mahomby dia tokony omena lanja ny maha izy azy n... |
Programmes scolaires, op cit, p 25 |
Ny firafitry ny dinika |
Izany indrindra, ry sakaiza ! Ny tsiahy dia zava-poana tsy ahavitana izay atao jereo parisy manoloana vonombonona hampifaly sy hanary dia anao ! |
Memoire de fin d’etude pour l’obtention |
Zana ny ekipa. Isan’ny fahadisoana lehibe vitan’ny miaramila mantsy, ny tsy nisian’ny tanora nandimby an-dry lucien sy ry fibata, raha tsy efa taona maromaro taty aoriana. Ho an’ny sokajy vehivavy divizionina voalohany kosa dia mandritra ity andro fahatelo ity vao hiditra an-tsehatra ny ekipa tompondakan’antananarivo 2... |
Na tototra atsanga aza ny lohasaha na kila ny havoana ’zay maha-te-hizaha na ritra ny ony fa maina ny tany ny rano-soa miboika hatrany |
Ny zanako i sy ii ny fizarana voalohany no hampahafantarana ireo hery namolavola an i clarisse ratsifandrihamanana ho mpanabe. Ho hita amin izany ny fiainana nolalovany, i clarisse ratsifandrihamanana, olon ny soratra, ary ireo tara-kevitra ankapobeny voiziny ao amin ny asa sorany, izay mifaningotra amin ny fanabeazana... |
Zk1 ny valin’ny soa atao |
Antananarivo |
Naseho tamin’iny andininy iny ny fomba filazan-javatra nentina namarana ny tantara. Paika roa no nampiasain’ny mpiventy ny filalaovana amin’ny épiphonème sy ny filalaovana amin’ny ohabolana nasiam-panamboarana. Iry voalohany moa dia mikendry ny hampisaintsaina ny mpihaino mba hanatsarany ny fomba itondrany fiainana. Il... |
Ny kilasy voalohany no miantoka 1 |
Vehivavy efa nahazo taona. Eo ho eo amin’ny 80 ka hatramin’ny 90 taona izy ireo. Tsy dia manana anjara asa loatra intsony izy ireo fa filana hevitra, fanontaniana izay fombafombam-behivavy eo amin’ny tanàna ka tsy tadidy. |
Tsy namaly 1 |
Ny lohateny miendrika fanontaniana ny lohateny miendrika fanontaniana dia entin’ny mpanoratra eto hanairana ny sain’ny mpamaky handinika ny zava-misy. Ohatra hatraiza ? Fanontaniana ataon’ny mpanoratra amin’ny vahoaka sy ny mpamaky ary ny mpitondra ny amin’ny tokony ho fetran’ireo toe-javatra misy eo amin’ny fitondrana... |
Raha eny tohizo ny famaliana ny fanontaniana raha tsia mifindrà amin’ny fanontaniana 18 miara-miasa amin’ny fikambanana na sampan asa hafa ve ny fikambananareo? ? Eny ? Tsia 19 efa nanao fandaharana na novoizina tao amin’ny ratia ve ny fikambananareo? Tsia 20 efa nandre fandaharana mampahafantatra fikambanana hafa tao ... |
Ny métaphore mandoko fahotana manenika ny fon’ny olon-drehetra |
Dia avoko 70 |
Voambolana roa afangaron’ny olona matetika ny hoe sexe entina milaza ny maha lehilahy sy ny maha vehivavy amin’ny lafiny taova; ary ny genre na miralenta. Samy manana ny hevitra raiketiny avy izy ireo, na izany aza anefa ao koa ny iraisany. 1-1-1-1- ny fahasamihafany |
Fomba fisainana amam-piheverana iombonana |
Asiniony 1998 |
Teny fampidirana 1 0.1. Anton’ny safidy 1 0.1.1. Ny vanim- potoana 2 0.1.2. Ny lohahevitra 3 0.1.3. Ny mpanoratra 4 0.2. Ny zava-kendrena 5 0.3. Ny fomba nanatanterahana ny asa 5 0.4. Ny haitsikera nampiasaina 6 0.5. Ny fetran’ny asa 7 0.6. Dingana arahina 8 fizarana voalohany ny fifandraisan’ny mpanoratra amin’ny asa ... |
Tsoa-kevitra raha fehezina izany, azo ambara fa fepetra voalohany mampahomby ny fampianarana ny fananana fitaovana enti-mampianatra mifandray tendro amin’ny tanjona kendren’ny fampianarana, ka anisany mamaly izany ny lahatsoratra fanadihadiana an-gazety. Mila malina hatrany, eo anatrehan’izany, na ny ray aman-dreny na ... |
Hafa 2 2,15 |
Atamberin’ny mpiteny indray eto ny hoe hanimbana ny fampitamberenana ny hanimbana eto dia midika ho fanamafisan-kevitra. Ilay hevitra tiany hamafisina dia ny hoe tena mpamotika ny efa natolotry ny zanahary ho ampy azy ny olombelona. Raha manondro ny olombelona ny mpiteny dia mampiasa ny mpisolo tena laharana voalohany,... |
Mibaribary koa ny fitomboan’ny mpiasa miaina ao anatin’ny fahantrana nihoatra ny 67,7 izy ireo tamin’ny taona 2008. Ny 68,9 amin’ireo no lehilahy, ary 66,5 ny vehivavy. Vao mainka nitombo 78,9 izany ny taona 2009, ka 80,1 ny lehilahy ary 77,6 ny vehivavy. Mbola niakatra hatrany amin’ny 79,9 izany tamin’io taona io ihan... |
Voan-teny telo ny fary lehiroa no mitamberina an-dohan’andalana mifanesy. Maneho ny fandresen-dahatra ataon’ i ran e amin’ny mpiara-belona aminy maneho ny tsy fahalavorarian’ny fiainan’ny zanak’olombelona eto an-tany izay toy ny fary na tsara aza dia misy tonony. Na mamy aza dia misy faikany tontolo iainana tsy tongala... |
Azy amin’ny entakely io karavasy ; efa omby tsy manjary ilay baka ratsy ’ty ’zay no entina ka mi izany no soratra hita eo ambaniny ; ny |
Pasitora ramino paul sy ramatoa fara andriamanjato, fantatra amin’ny anarana skoto hoe railovy, toe-tsaina skoto, tak 1 |
Ny fikirakiran’ny mpianatra ny fanadihadiana an-gazety ihany koa, ankoatra izay voatanisa rehetra izay, dia mitondra azy amin’ny fahaizana mamoaka ny rindra ao amin’ny lahatsoratra iray izay hadihadiny. Endrika iray isehoan’izany ny fahaizany manavaka ireo karazan-dahateny mety ho hita taratra ao anatin’ny lahatsoratra... |
Tsy vitan’ny fiomanana sy ny fanangonana fitaovana fotsiny ihany ny fiompiana ny akoho fa tena misy tokoa ny fikarakarana tsy maintsy atao amin’izy ireny. Tsy mitovy hatrany izany ho an’ny fiompiana akoho gasy sy ny fiompiana akoho manatodilava. |
And, when was the result published? |
Ry fiadanan-tsoa, andronao ka mikoroa. Nomena anao ny laka ka meteza re hanjaka ! |
Fepetra iray maha sekoly ny sekoly ny fisian’ny mpandraharaha sy ny mpampianatra ary ny mpianatra. Noho izany dia tsy azo dinganina ny momba azy ireo raha ny resaka fampianarana no asian-teny. Atolotra misesy eto àry ny momba azy ireo. 1. 2. 3. 1 ny mpandraharaha |
Ity ilay lobaka nanaovako 95 aoka re. 96 isika mianaka. 97 jo miresaka amin’ny tenany. 98 mahaiza mamindra razanako izany. 99 aleoko. 100 mangina. 101 ny fiangonana amin’izao. 102 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.