url stringlengths 43 292 | title stringlengths 0 91 | author stringlengths 0 50 | content stringlengths 31 62.1k |
|---|---|---|---|
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/lay-tananako | 'LAY TANANAKO | ANDRIAMASIMANANA Andry | ‘LAY TANANAKO
Ilay tananako iny tsarovako mazana
Aty an-tany lavitra aho, tena tsy tamana
Ny saiko toa manembona, ilay tananako iny
Ny foko tsy mitombina, mahatsiaro ny fahiny
Ny fahiniko va re ?? no ho tantaraiko anao
Tiko sady mamiko, tsy mba mankalao
Fa any GASIKARA, ilay firenena soa
No misy ‘lay tananako,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/zaridaina-ny-fitia | ZARIDAINA NY FITIA | ANDRIAMASIMANANA Andry | Ho entiko ianao ho eny an’habakabaka
Hitety ny tontolo, ataoko tena sambatra!
Ny fiarahantsika, ho lafatra sy miavaka
Hingaiko ny fanahy, tsy ho ety antany
Ataoko misavoana ho any andanitra any
Ny teo an-jaridaina somary nangatsiaka
nefa ny ora tamin'io roa ambiny folo
Tamin’izay fotoana izay, nangina ny tontolo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/skual/dia-gaga-ianao | DIA GAGA IANAO | Skual | Rehefa iny aho ka sorena
Noho ny adiadintsika
Lazainao fa tia tena
Sady loza raha hasiaka
Hoy ianao hoe ratsy saina
Tsy mahay manambitamby
Raha fitia no ampitahaina
Dia ny anao no manan’amby
Rehefa injay aho tonga saina
Ka miezaka, milofo
Ny mba hiova fomba fiaina
Tia dia manome porofo
Manambitamby foana
T... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hjravs/valifaty | VALIFATY | hjravs | VALIFATY
Mangina!!
Dia hangaina izy, tsy hahita atao
hisetra fahamenarana,
'reo teny fanesoana nianjady taminao
hitavandra fitsaharana
ka handraby sina!!
Mba mamalia faty :
Tora-tsiky kely, balan'ilay fo
vontom-pamelana.
ny sainy hiapanapana, hiafana eo tokoa
'zay sisan'hadalan'
Ilay babo, resy anaty!! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aina-nirina/diso-ve | DISO VE? | Aina Nirina | DISO VE ?
Diso ve ny tia
Raha diso fiantefa
Ny fo te-hifangia ?
Diso angamba… nefa…
Tsy fidiny anao
Ny ho kanto toy izao…
Tsy fidiny amin’ny foko
Ny hitia antsokosoko
Ny efa manan-tompo…
Fa satriko mba haka
Ny mbola tsisy faka,
Sy mbola tsy voafatotra
Kanefa tena matotra…
Nefa dia indrisy,
Izao ny zava-m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mah/araho-tsiky | Araho Tsiky | Mah | Ireo fijaliana sy fahorina izay misy
Ny aretina sy loza izay indrisy
Manimba ny fiainana, mapiditra Krizy
Araho Tsiky
Ny alahelo sy izay adiady
Sy ny fiainanao efa eo amoron-kady
Hivadika fifaliana ary ho foana ny tomany
Raha arahina tsiky izany |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aina-nirina/ilay-anjelikeliko | ILAY ANJELIKELIKO | Aina Nirina | ILAY ANJELIKELIKO
Aza mba manahy na dia kely akory,
Fa efa ianao no tiako.
Na inona mitranga na zava-mampahory,
Ianao no fifaliako.
Na lavitra aza ianao dia toy ny eo anilako
Ny tenanao tontolo.
Ny saiko sy ny tenako ary ny hirahirako :
Aminao daholo.
Rehefa eo ianao izay no hasambarako
Sy anton’ny fisiako.
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/cedarf/ny-alina-sisa | ny alina sisa | cedarf | Ny hiran’ny alina mamelovelo, toa mila hampisento,
Ka reko mavesatra mila ho vaky ny foko mitempo;
Fa lavitra tiana; taman-tsafosafo kanefa indrisy
Fa ny alina irery no vato hanamafy ny tsiky manify.
Toa lakana kely misedra onja mafy miantso any ho any,
Fa tratr’oram-baratra anivon’ny rano ka mila hitomany,
Ny f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rkt-erimady/meteza | Meteza.... | Rkt Erimady | Raha sendra fifaliana
Dia mitsikia ho ravo foana
Fa raha tojo fahoriana
Meteza mba hisaona
Raha tojo hasambarana
Sy feno haravoana
Ka ampoky ny fiadanana
Dia mitsikia ho ravo foana
Rehefa tonga ilay maraina
Ka hazava teo 'lay tany
Dia mitsikia ry velon'aina
Ka ampangino ny tomany
Fa raha tojo adi-tsaina
Sy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hjravs/aza-tomany-intsony | AZA TOMANY INTSONY!! | hjravs | Aza tomany intsony!
aok'izay ny sentosento
ny ranomaso ajanony
fandalovana ny eto,
dia meteza mba mitony
fa tsy vao ianao
no tojo tahak'izao:
efa nisy reny iray
'zay namoy ny sombiniany
nijafajafan'ny tomany,
ory sy nangahiahy,
fa 'lay tiany sy lalainy,
dia ilay tokana sy hany
tokiny rahatr'izay
zanaka mb... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rkt-erimady/madagasikara | Madagasikara | Rkt Erimady | Tiako ianao ry Gasikarako
Tanindrazana malalako
Tanindrazana tsy foiko
Sady tsy mba ho soloiko
Ianao 'lay tany mamiko
Ianao koa no andrianiko
Ianao ilay tsy hadinoiko
Fa nilatsahan'ny tavoniko
Teto aho mantsy no teraka
Eto koa aho no mipetraka
Ka rariny loatra raha mankasitraka
Ny fitiavako anao tsy asiako f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aina-nirina/feno-anao-ny-nofiko | FENO ANAO NY NOFIKO | Aina Nirina | FENO ANAO NY NOFIKO
…Dia nifanerasera teny ho eny isika,
Nifanojo hatrany, dia niara-nisariaka…
Dia nifankahalala sy nifananihany…
Ilay fifanojoana toa nitombo hatrany…
Injany fa tsy tantiko misisika tsy tana :
Manemitra ny fiainako tsy azoko ialana,
Toa rivotra iainako ilay tsikitsiky kely
Amin’ny laingo-tavan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/lasa-i-bavy-kely | LASA I BAVY KELY | ANDRIAMASIMANANA Andry | Fony teo ianao
niara-nikorana
feno fifaliana
feno fanajana
nilamina ny fiainana
nety izay natao
fifaliana foana
fony teo ianao
ravo izahay rehetra
tretrika ny fo
mamy ny mitoetra
tanilanao moa
ianao le zaza hendry
de nianatra tokoa
izay nataonao rehetra
tena soa tokoa
bika sy tarehy
nanananao ireny
fa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rkt-erimady/hatraiza | Hatraiza....???? | Rkt Erimady | Hatraiza
Ka mankaiza
Ny fetranao Rafialonana ?
No manimba
Sy manazimba
Ny fihavanana
Izay ananana
Ka manjary
Toa manary
Havana aman-tsakaiza
Ka hoy aho hoe:Hatraiza ?
Hatraiza ihany
No manjary
Mahazo laka
Eto an-dapa
An-dapam-piraisankina
Nefa lasa gina
Noho ianao
Sy ny herinao Rafialonana
Teraka ny ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hjravs/tsy-kisendrasendra | TSY KISENDRASENDRA | hjravs | TSY KISENDRASENDRA!
Asa ianao raha mbola hiteny
hoe kisendrasendra ireny
'zaho sy ianao tafaray
t'anaty zotra anankiray
ny toerana iny efa tery
hany ianao ka voatery
tafaankina tan-tratrako,
nodiako mangana tsy fantatro!
Asa ianao raha mbola handa
hoe kisendrasendra angaha
'lay izaho sy ianao niara-nitsangan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/sambo-mpiady | SAMBO MPIADY | RFE Andria | SAMBO MPIADY…
Iny sambo izay nandao ity seranako iny
Rahoviana no hiverina aorian’ny fitodiany
Aman’andro maro, amam-bolana, aman-taona ?
Lasany any mantsy ny fo, fanahin’ito gaona
Mpandeha firifiry no hiondrana eny amboniny ?
Seranan’iza avy koa no mbola hiantsonany ?
Tsy azo nofefena tokoa ianao r’ilay samboko... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aina-nirina/anoka-fitia | ANOKA FITIA | Aina Nirina | ANOKA FITIA
Efa avy aho akia, maika ery hahita anao,
Mba hikolo ilay fitia izay mamony anatiko ao,
Sy hampangotraka indray ilay fitia am-ponao any :
Hiara-hiaina hafanana sy hiara-hianoka ny mamy.
Hampianoka anao anaty rotsy sy angola,
Ka ny hanitra fitia no hipololotra mora,
Mba hanenika anao hitsentsafanao ny ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/ilay-ramatoa | ILAY RAMATOA | ANDRIAMASIMANANA Andry | Tazako izy omaly
Nihazakaza-dava
Ny ranomasony io
Nijohy lalandava
Fa toa varimbariny
Sy somary fanina
Natsoina tsy niherika
Kanefa ny andro merika
variana ny tontolo
fa ilay ramatoa
toa nisarita-bolo
sy ringo-boron-damba
kanefa koa re
toy ny notapenam-bava
fa izy iny nie
de olo-nihaja be
tsara sitra-po... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/cedarf/ny-tenindrazanay | ny tenindrazanay | cedarf | Mivetso mangina ny tany mahantrako
Ny foko mahatsiaro ny harena eo aminy,
Raha mba ny saina ananany manko
No tonga miray: dia fandresena no valiny.
Saingy toa ady mirirotra foana
Ny fahantrana mandona toa henoim-potsiny
Ka satriko hanako fa zary toa moana
Ny fiadanana iriako aminy fa tsy ho nofiny.
‘Ty gasikara... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rajaonarimilyfelix-sonne/gasikarako | sendra | RAJAONARIMILY Felix | Raha sendra mahatsiaro aho
Mandefa ilay fisainako any Toa endrika manjombona
No hitanao amiko lalandava
Lazaiko aminao no nahatonga izany Dia alahelo sy tomany noho ny ianao
Hatrany ampiandohana sy ankehitriny ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hjravs/kopa-tanana | KOPA-TANANA | hjravs | HOFA-TANANA
'Reo orokoroka fanaony,
'njao mbola mandry imolotrao,
ny tratranao 'zay filalaony
mbola mangoritsina ao,
miretsidretsika any ho any,
mandrezatra "Aza manadino",
fa izy lasana androany,
no mafimafy tsy mampino.
Angamba tsy azy aloha ny tsiny
f'izy efa fantatrao
fa mpihavy nivahiny,
Ny vahiny dia ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rtm/tovovaviniarivo | Tovovavin'Iarivo. | RAKOTOMALALA Tanjona Mandimbison | Tovovavin'Iarivo no dia mampitamby,
Soa fa malomaloka...somambisamby...
Jerena ivelany toa fifaliana...
Raha hidirany anatiny toa fahoriana...!
Tovovavin'Iarivo no dia mampifila
Am-bava tsy mila...fa am-po taralila...
Manam-pitiavana fa mifidy saranga...
Laviny aloha raha tsy anatin'ny manga...!
Tovovavin'Iariv... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/sanganehana | SANGANEHANA | RFE Andria | SANGANEHANA
Papango nipaoka tsy misy
Lasa niery ny zanaka akoho
Tany foana no sisa vantanina
Voromahery nanantena haza
Nilaozan’ny zana-domohina
Hany hery nody any am-bohitra
Saka niremby totozy
Nanaovan’ilehio ankisitrika
Nangaina nilalao rambo
Zaza nandeha nilalao
Nanantena hahita namana
Nilalao vovoka ir... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/tsiaro | TSIARO | ikaloyna | Najarinao lavenona
ireo sombin-tsoratsorany
hany sisa rakiny
Dia nofoananao koa
ireo mba sarintsariny
tanaty farahafany
Fantatrao anefa
fa tsy hainao novonoina
ny fahatsiarovana azy :
teny Ambohitsorohitra
nihazo Ambohipotsy
nipaka teny Anosy
Fa mbola hovelominy
anaty tononkirany
ireo vetsonao fahiny,
ma... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rkt-erimady/adala-ve-aho | Adala ve aho...??? | Rkt Erimady | Adala ve ny tena
Fa manoratra ho an'ny maty?
Dia hoe:tsisy fahendrena
Mandanilany taratasy
Adala ve ny tena
Raha mitsiahy ilay tadidy
Ka handeha hosena
Ilay raki-tsarobidy
Sarobidy ny tantarako
sy iny havako iny
Ka alao baraka ny anarako
Sanatria... tsisy tsiny
Aleo ho adalako
sy ho fahafaham-barakako
Eny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/fisaorana | FISAORANA | ANDRIAMASIMANANA Andry | FISAORANA
Misaotra anao aho ry raiko tsy toha
Ilay tena tiako sy maminy fo
Fisaorana feno no atolotro ho anao
Fa ny fiainako ho anao, eny ho anao
Fisaorana feno, tena amin’ny fo
R’ilay andriamanitra raiko tsitoha
Ny fitiavanao no naha toy izao
Ka isaorako anao izao anio izao
Ianao no anankinako ny fiainako ho ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/lasa-ilay-malala | LASA ILAY MALALA | ANDRIAMASIMANANA Andry | Vahotra ny tanako, gina aho sady sina
Fa androany vao maraina….
Be no nitaraina, fa lasa ilay malala
Tsy hay hoe, ho aiza angaha
Banga ilay toerana tsy ho eo intsony izy
Nefa izao no teniko aza mora kivy
fa ny tompo lehibe no naha toy izao
mionona re!! isika rehetra izao
fa fiadanambe no iainany any ho any
ho... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/impiry- | IMPIRY ? | Fredy Jaofera | IMPIRY ?
Impiry moa ny maso no nitopy taminao ?
Impiry moa ny fo no nilaza hoe : Andao ?
Fa tsy ampy hery ihany hifanatrehantsika
matoa tsy re nivolana ireo toky tsara bika.
Impiry moa ny saina no tonga tany foana ?
Impiry moa isika no indro lava tafahaona ?
Fa tsy ampy feo ihany hitondra fandresena
matoa tsy m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/orana | ORANA | ikaloyna | ORANA
Orana mandrotsy
ny mafy fanorenana
sy tsara bodofotsy :
mandry fahalemana
Fa oran-tebitebin'
ny ory sy mahantra :
sahirana mieby
ny riaka tsy mpiantra.
Dia ora-mahamanina
ny saraka ny tiana.
Ny fo no valalanina
fa izy tsy mangina |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/nofinofy-ihany | NOFINOFY IHANY | ikaloyna | ... Dia indro ianao toa tazako : nanoroka ny tavako,
namafa ny tomaniko, namihina ny tratrako.
Kanefa hay tsy izy fa nofinofy ihany
ny hiranao vinakiko no nahatonga izany ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/hiranny-fanantenana | HIRAN'NY FANANTENANA | ikaloyna | HIRAN'NY FANANTENANA
Tsy ny masoandro mody ery andrefana no tazako
fa ny volana mitranga avy ery atsinanana,
Tsy ny kopakopa-tanan'ny tompontany mandao no valiako fa ny arahaban'ny vahiny tonga miantrano.
Tsy ny tebitebin'ny ilaozana ery an-kodimirana no hiraiko fa ny tanjon'ny mpiremby hahazo haza.
Tsy ny fitaint... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/fitiavana-mahery | FITIAVANA MAHERY | ANDRIAMASIMANANA Andry | Injao midona lavitra any
Toa tsy fanta-piaviana
Injay manenika ny tany
Ny fitiavana tsy hangina
Fa any ho any ho any kosa
Toa misy olona mia-osa
Fa toa resy izy zay
Fo sy saina sy fanahy
Fa io fitiavana io ihany
No nahatonga izany
Mety handresy ny mahery
Ny aina kely mety ho very
Tena lanaka ny saina
Orior... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/ezaka | EZAKA | ikaloyna | Angamba izay nafafinao : maro maty maso
Fa meteza indray hanosoka fa aza matin-kenamaso
na koa mijanojanona
hanolo ireo tsy vanona
Raha ho avy ny tafiotra hisompatra, handrodana
izay kely mba voatsangana
dia aza malo-tava,
sikino ny herim-po hananganana ny rava
Eny an-dalana eny hisy ny fiakarana
mandreraka, m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/tsy-mety-tsy-ho-tia | TSY METY TSY HO TIA | ikaloyna | Mahantra tenin-tsaona ho enti-manambara
ny ritsoky ny fo voaratran'ny tantara
tsy misy mpahalala
ny molotro mangovitra.
Matsora ranomainty ho entina manoratra
ny jaly sy ny fery, ny fatotra mangia
mandrazona tsy mialan'
ny foko rovitrovidra, torovana sy ana,
finandrika am-paroratra
miady samirery, tsy mety tsy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ihafatra/indrisy-manko | ,,,INDRISY MANKO!! | ihafatra | Indreny rahona misosa
Miara-mamindra toa tsy hifandao
Izato eritreritro miavosa,
Embonembona,tsiaro anao.
Fa nitamberina indray,
Ilay ora fahaizay
Teo anilan'ireo tiana
Vetsovetso,nahaliana!
Fa natelinao ry tany,
Ireny hafaliana ireny
Ka zary sento sy tomany,
Ny mitadidy an'i neny!
Indrisy manko ry tontolo
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/misy-ahy-anao | MISY "AHY ANAO" | ikaloyna | Misy hery toa tsy haiko
misintona. mibaiko
ny masontsika hitazana
iry tara-penomanana.
... Fa misy " ahy anao "
anaty volana ao. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rtm/faniriako | Faniriako. | RAKOTOMALALA Tanjona Mandimbison | Ny fo izay atolotro,
mangetaheta an-dry
Maniry ny mba hisotro,
ny maminao...fitia...!
Ny androm-pijaliana,
Raha ekenao ny fitia...
Ho fararanom-pifaliana,
Satria mamy ianao aky!
Ny fo izay miangavy,
Raha eo anilanao,
Angamba ravehivavy,
Ho safononoky ny maminao...
Ho ravo ny fanahy,
Raha tsy mba lavinao
T... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/iny-zaza-iny | INY ZAZA INY | ikaloyna | INY ZAZA INY
Iny zaza iny ...
toa anao ihany :
tsy nateraka hijaly ;
mba te hikarama tsara
sy hanana fiara
ary trano mijoala,
dia rehefa lehibe
hanambady manja be.
Saingy izay anjarany ?
- takona, tsy tazany.
Maika fa 'reo zony ?
- tsy sitrahany akory. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/ny-malalako | NY MALALAKO | ikaloyna | NY MALALAKO
Izy no andevenako
ny ratra izay afeniko
mamolivoly aina
kanefa tiako hiraina
Izy no iantefan'
ny hafaliako rehetra
rehefa injay tafita
' lay laka niaraha-nita
Izy no amafazako
ny ranomaso latsako
nijojo mandrak'alina
tsy sitrako fantarina
Izy no mahalala
' reo nofiko adala
' lay itsikiako ire... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/aoka | AOKA | ikaloyna | AOKA
Aoka ho takona amiko
ny momba anao tsy fantatro
fa ampy hisambarako
ny sarinao natambatro
nalaiko anaty hira.
Aoka ho takona amiko
izay mety ho fahelemena
ekeko ho zava-miafiko
iniako tsy ho jerena.
Ry Nofiko sy Vina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/ny-hiranao-ry-namako | NY HIRANAO RY NAMAKO | ikaloyna | NY HIRANAO RY NAMAKO
Ny hiranao ry namako
ry namako tsy fantatro
ako toa manaitra
ny vinaniko matory
hanembona ny any
mamoha sahisahy
ny hidin'ny tsiahy
mamindra koa ny takona
ho tonga taza-maso
Ny hiranao ry namako
ry namako tsy fantatro
nanofahofa tanana
indray misandratr'andro
bitsika hafa loatra
mito... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/safo-siaka/fafako-isa-maraina | FAFAKO ISA-MARAINA | Safo siaka | Tsy handainga aho f'efa nisy tovovavy maromaro
Talohanao notiaviko
Dia nisy koa niserana, nikiry na nandalo,
Nitia ahy fa nolaviko.
Matoa aho niara-dalana
Sy nisafidy ireny mba ho tiako tsara faritra
Dia nianoka hasambarana,
Niaina koa fitiavana sy mamy tiako haharitra.
Angamba mbola tsy haiko izany dikan-teny ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/-7677 | ???? | ikaloyna | Iza no hikosoka
ny topimasonao
manintona, tsy foiko,
tsy afaka ato an-tsaiko
rehefa tsinam-bolana ?
Rahoviana vao hadinoko
ny kalokalonao
niritsoka fitiavana
nambabo zany foko
raha diva ho diavolana ?
Aiza no andosirako
ny alokao voarakitro
mitantana ny tanako,
manjohy izany diako
anaty maizim-bolana ?
N... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/izaho-sa-izy- | IZAHO sa IZY ? | KIRIAH | Io ianao :
Manara-maso fotsiny zay fihetsiky ny sorony
Misambotra ny hanitry ny fihifiky ny volony
Dia makamaka sary ny dolan 'itsy vatany ( Anaty ankanjo anatiny )
Aoka sao dia matiny e !
Ho Babo sy maratrany lay kiry manantena
( Mihombo anatinao )
K' ilaozy dieny zao! , Dia aoka hijanona any
Reo sary mahasamb... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/martsa | MARTSA | RFE Andria | MARTSA
Ginagina
Toa sina
Izato peniko
-Sao neniko-
Ravarava
Tsy misava
Izany ainga
Fa tsy lainga
Toa miato
Misahato
Ny takilako
Eto anilako
Nefa ny olana
Ity volana
Dia natokana
Manokana
Ho an’ny kanto
Soa, milanto :
Tononkalo
Tsy atakalo
Fa haren’
Ny firenena…
Ry tanindrazako
Tenindrazako
Eo f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/safo-siaka/fiainana | FIAINANA | Safo siaka | Ny fiainana anefa miroso mankany,
Mizotra mizotra amin'izay hitodiany,
Mifangaroharo ny ngidy sy mamy,
Toavina foana amin-javatra tiany.
Mbetika mirana ianao, falifaly
Fa sendra ny zavatra ela nirina;
Tampoka indray tambesaran'ny jaly,
Mamoy 'zay tsy foy mba nokajikajina.
Ny fiainana anefa tsy miandry na miato,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/aza | AZA | ikaloyna | AZA
Aza manontany ny anton'ny anarako
ilay niantso anao.
Aza (koa) zohina ny lalako irery
ilay tsy nisy anao.
Aza mety hameno ireo tebo-teloko
tsy vitako tohizana.
Aza dia avadika ny pejin'ny tsiaro
niniako nokombonina
Fa tsy azonao refesina ny lanjan'ny hoe " tia "
matetika fameriko. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/gaga | GAGA | ikaloyna | GAGA
Gaga anao aho ry peniko maditra
tia korisarisa.
Fa ts'isy izay mijery.
Gaga anao aho ry foko be kiry
toa tsy mety kivy,
tsy manaiky resy.
Gaga anao aho ry tanako tsy sasatra
manafy ny mahantra.
Tsy mety mba ho " hendry " . |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/ombay-mitady | OMBAY MITADY | Teboka Telo | OMBAY MITADY E
Mba mamiko toy ny tantely
Lay sipako kely taloha?
Fa toy ny taranak'anjely
Na avy afara io na avy ao aloha!
Io lay sipa nipoiran'ny aiko
Namita lay dom-paniriana.
Nanadala ny foko sy saiko
Handitsaka tao am-pandriana
Saingy, indrisy, tsy hitako intsony!
Fa roso, dia lasa nandao.
Tsisy ady na k... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/safo-siaka/aza-hitako | AZA HITAKO | Safo siaka | Tsy sakako toherina
Ny vezivezin-tsaiko
Mirenireny lava
Any anilanao tsy hainy.
Ny masoko aza koa
Vao sendra mba mikipy
Dia sarinao mitsiky
No hitako anoloana.
Asa re nahoana?
Fa minitra vitsy monja
No sendra nihaonantsika
Dia io nilavo lefona
Fa babonao ny foko.
Ononiko tsy satry,
Hagamoiko tsy hidoboka
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rtm/endrika-niserana | Endrika niserana | RAKOTOMALALA Tanjona Mandimbison | Ry endrika niserana teo imasoko rehetra,
Tiako loatra re ianareo,ka sahirana ny foko!
Raha ho tiaviko daholo,ny fitia ka misy fetra,
Ka tsy mety ho'aho,fa fitia toa maro loko!
...Dia hotiaviko ary ianao ry Lisy
Ataoko aiza anefa i Violety?
Raha hotiaviko daholo,indrisy!
Izany saiko anie tsy mety!
Raha hosafidik... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/mifampitantana | MIFAMPITANTANA | ikaloyna | MIFAMPITANTANA
Atao ho mpanadala sy mpirediredy lainga,
Lazaina ho mpanonofy sy mpandreby ny vahoaka ;
angamba ianao mazana
ka mety hitovy isika.
Satria sahy milaza, sahy mijoro ka manainga
ny kanosa mba handroso fa tsy ho lohan'ny mpitsoaka
ka hamaky ny hafanana,
hisedra ny hatsiaka,
hananika ny havoana,
hil... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/adalo-2015 | ADALO 2015 | ikaloyna | Rahona milondolondo,
manafina masoandro
hamafa ny tomanin'ny tontolo toa torovana,
ana, vonton-drano,
konka, bobongolo.
Ny hirako ihany koa :
indro farimparina,
tsy sahy hanara-dia
ny Valiha mitaraina ;
efa ho hefarana
anatin'ny Adalo
(angamba mbola hitohy).
Mosarena loko
'ty fafako mangotana,
feno loko m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/sisa | SISA... | ikaloyna | SISA
Hira no mba sisa
entiko misidina
hihoatra izato rahona
fa tapaka ny elatro.
Indrisy sentosento
no indro mampiampita
ny hafatra tsy hefako.
Fa izy tsy ho hitako ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/misy-loharano-ritra | MISY LOHARANO RITRA | ikaloyna | MISY LOHARANO RITRA
Misy loharano ritra,
misy fantsakana rava
tokony hampipitrapitra,
tokony hahamalo-tava
eny Andafinketaheta
Nefa tsy nahoan'ny maro.
O ! izany ny nitomany
sy nisento samirery
nalahelo noho izany
nahatsiaro ho very hery
bobo-dranomason-tsetra
sy toloko nifangaro.
Kanjo indrisy menatra aho... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/safo-siaka/hamoy | HAMOY | Safo siaka | Tsy mety lefy anatiko
Ny fy nifanolorana,
Ny angola nikambanana,
Ny kalo nifandraisana.
Vao mainka mibosesika
Ny embona efa ferana.
Ngoly anao ny foko
Saingy efa fanamby
Nataoko hotanterahiny
Ny hamoy anao tsy anjarany! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/taratasy-ho-ani-fanomezana | TARATASY HO AN'I FANOMEZANA | ikaloyna | TARATASY HO AN'I FANOMEZANA
Noririfan'ny ririnina ho tankina ry Fano
' lay hany sisa voninkazo tetsy an-tokontanintsika
izay notantaraiko anao tamin'ny taratasy farany.
Ka nony tsapako ary ny fanetoky ny hatsiaka
dia nanjary fahazarako, eny tonga fomba haiko
ny nanombina ny anjara rano fatra isan'andro ho ahy
mb... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/nofy | NOFY | ikaloyna | NOFY
Tsy haiko hoe entin'inona aho
fa voabaikonao ny foko hihira sy hikalo
na iza ianao na iza.
Tokana no fantatro
(Ny sarinao tsy hitako,
ny feonao tsy reko).
Fa sary iray no injao
anaty tsiaroko ao : i Nofy .
Ka i Nofy ve? Tsy haiko 'ty aloka miafina
manaitra ahy matory,
tsy mihambahamba akory
fa avy dia ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/tony-nefa-te | TONY NEFA TE... | ikaloyna | TONY NEFA TE
Avelako handeha
ho lavitra, ho dify,
satriko tsy ho hita,
satriko tsy ho re.
Kanefa dia banjiniko
amin'ny maso tsy mipy,
tsy misy mahalala,
hoe mbola mankafy,
mbola tena adala,
mikiry mba hamoy,
kanefa dia maniry
topy mifanojo
ho fo mifanandrify,
mitepo zava-tokana
tsy misy mahafantatra.
Di... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/isika-tsisy-izaho | ISIKA TS'ISY "IZAHO" | ikaloyna | Vony tsisy taho,
Kalo tsisy vazo,
Fitia tsy misy Haja :
Ilay isika tsisy " izaho ". |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/poeta | POETA | ikaloyna | POETA
Fa iza moa ialahy r'ilay poeta
sahy manentana vahoaka
sady basivava
nefa eny an-dalana aza
tsy misy miarahaba
fa tsy olona malaza !
Raha migadra ialahy anie
ts'isy hitaky hoe "avoahy e ! "
fa ialahy tsy mpanao gazety
ka hiantso ny " presse "
... fa mpirediredy
sa ny mpamaky boky
na ny "amis facebook ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tahirinjanahary/aoka-ianao | Aoka Ianao | tahirinjanahary | Aoka ianao tsy hievintena ho very
Raha mahatsiaro tana ho irery
Aoka Ianao tsy hamoy foa
Na toa inona manjoa
Aoka inao tsy ho ory
Raha nisarah'olotiana
Aoka ianao ho tony
Eo anivom-pahoriana
Aoka ianao tsy ho kivy
Manefa ny adidy
Aoka ianao tsy hitomany
F'ady ny eto an-tany
Aoka ianao tsy halaina
Raha hif... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/cedarf/tsiahy | tsiahy | cedarf | Midoboka mora mamaky fanahy,
Ny hiran’ny sentoko mamelovelo;
Mitraotra ny lasa, miverina indray,
Miverina an-tsaina toa sarin’avelo.
Mamakivaky ny masom-panahy
Ireo sary efa raiki-tapisaka an-tsaiko,
Lasa mivonto ao anaty toa vay,
Ka mila haningotra hatramin’ny aiko.
Sary ihany anefa, ary sary efa lasa,
Sary i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/sova-momba-ny-facebook | SOVA MOMBA NY " FACEBOOK" | ikaloyna | SOVA MOMBA NY " FACEBOOK "
Vaky ny sôva momba ny " facebook " :
Tekinikam-bazaha avy tany ho any.
Mpampita vaovao maneran-tany.
Hafainganam-pandeha ts'isy ohatr'izany.
Ny hafatra anatiny tsy mety lany.
Tsy mifidy na an-trano na eny an-dalana.
Na solosaina na finday atao an-tanana.
Na sary na soratra hita ao dah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ihafatra/saino | SAINO | ihafatra | Saino kely ny tontolo
Izay rakotra hafaliana
Feno angatra sy lolo
Maro sento,fijaliana
Fantatrao ve ny fisiana?
Hainao ny famaliana!
Saino ireo andron'ny maraina
Ilay hakantony mazava
Saino aza miala maina
Ilay hasoany tsy rava
Neninao ve izao?
Ilay endriny efa aolo?
Ilay endrika sariaka
Efa osa mangatsika... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/baraingo-valo/tiany | Tiany | Baraingo Valo | Tena tiany ianao
tsy lainga akory izany
ary tsy misy mihoatra anao
ny tiany indrindra eto an-tany...
Efa ianao no hany tokana nianjadian'ny fitiavany
niriany manonkana ho namana sy havany
rehefa manirery izy na lalovam-pahoriana
na sendra mila hery hitondra fitoniana
dia ianao no tiany hantsoina, hanokatra ny f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/embona-tomarataratra | EMBONA TOMARATARATRA | RFE Andria | EMBONA TOMARATARATRA
Kotroka manao don-davitra
Manako hatrany anatiko any
Midobodoboka mafonja
Mivimbina embonembona
Rivo-mafy fisafoaka
Mangatsiaka mamanala
Mampisafoto ny ao am-po
Itamberenam-betsovetso
Jombon-drahona mavàny
Manamaizina ny habaka
Ny tontolo androko avy
No manjary vasavasa… |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ihafatra/ny-omaly | NY OMALY | ihafatra | erikerika manify
volon'andro toa izao,
ny omaly nolalovana
ka nitahiry fahatsiarovana
iny izaho sy ianao
ravoravo miara-dia
nalaina hifandao
satria samy tia
fa ankehitriny anefa ny
elanelan-tany
no nampisaraka ahy sy ianao
dia mivetso hatrany hatrany
no sisa azoko atao
satria mbola tiako ianao |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/neny- | NENY ! | RFE Andria | NENY !
Neny!
Mitanondrika ombieny
Toa olona manjeny
Izao ity zanakao ity
Ary izany ve, satria
Mikaroka FITIAVANA izy
Hitoviany amin'ny ankizy
Kanjo,
Fahadisoam-panantenana
Indraindray fankahalana
No tojo azy tamin'ireny...
Neny!
Nahoana ianao no tsy miteny?
Sa ianao koa tsy tia
Ity zanakao ity?
Tsia!
T... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/cedarf/ny-nahitako-anao | ny nahitako anao | cedarf | Nidoboka nila nandoaka ny tratrako, ny foko mitempo fitia aminao,
Eh! Taona no niodina vao tafatafa, kanefa ny foko eto hatramin’izao
Dia toy ny kintana anatin’ny alina, hita mamiratra toa manirery,
Velona anaty fitia manankery.
Ny volana tsinana, ririni-mangoly, fanalàn-tsorisory,
Ny foko mivetso fitia ao anatin... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikaloyna/holatro | HOLATRO | ikaloyna | HOLATRO
Ianao ilay fijaliako
nandrava ny omaliko ;
kanefa ifaliako
fa hanangana ny ho aviko
Rahon'ny tantarako
nanaloka ny diako
tompon'ny anarako
sy tanjon'ny fisiako
Fery nihodivirako
fa fanainga ioirako ;
Mangidy nefa mamiko
fa odin'ny tomaniko
ny holatry ny lasako ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ragasy/tovovavin-iarivo | Tovovavin' Iarivo | Ragasy | Tovovavy bôgôsy
Saingy mpandoaka paosy
Azo atao ihany hoe mpisam
Halaviro mihitsy kah! Aleo milam!
Mandeha mitopa-bolo
Aoka etsy! hoy ry ingahy Rasolo
Aza mitondra ahy amin'ny fakam-panahy.
He! He! He! Hoy ity tovovavy fa angaha tsy sahy!?
Aleo mihitsy aloha zokin'ny any aoriana
Hoy ingahy Rasolo etsy sady var... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-ami-emile/tra-boina | Tra-boina! | Ny ami emile | Ireo rehetra ireo
mijaly mitoreo
mila vonjy dieny izao
ka aza avelanao ho lao
meteza enao handre
ireo eny an'arabe! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/tenin-dreny | TENIN-DRENY | RFE Andria | TENIN-DRENY
Teny
Tiako hasandratra ombieny
Lova avy amin-dRay sy Reny
Fampiasako eny rehetra eny
Rehefa injay hinenineny
Sy hilaza ny ao am-po
Tsy mba manam-paharoa !
Ekeko
Nampiasaiko sy efa reko
Eto anivon’ny fireneko
Misy teny vahiny hafa
Mahasoa rehefa hitafa
Fa mbola miavaka amin’ireny
Ny teniko : ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tondradrano | TONDRADRANO | Fredy Jaofera | TONDRADRANO
Rano daholo ity hitan'ny maso,
mampanontany sao efa an-kaso,
sarotra inoana ka hatramin'izao,
ontsa ny fo raha ambarako anao.
Very fanahy ireo tonga traboina,
tsy mahita izay iza no antsoina ;
tsy mahalala izay aiza hatoriana
fa lahatra ratsy tonga fahoriana.
Rano daholo ny lalan-kaleha,
mila hana... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ihafatra/rano | RANO,,,, | ihafatra | Fony aho vaotonga
Teto an-tany
Dia nikika nitomany
Ny ranomaso no nikorisa
Rehefa tsaroana ilay adrisa sara-tiana
Ka tomany mangina
Iazaina ihany koa
Fa ny rano dia soa
Mamelona,mandio
Kanefa dia hitsio
Fa mamono koa izy io!
Dia jerena ankehitriny
Fa rano etsy sy eroa
Ka tadidy ny fahiny
Ilay safo-drano n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ari/vavako-ho-anny-tanindrazako | VAVAKO HO AN'NY TANINDRAZAKO | Ari Ira | Ry Rainay any an-danitra!!!!!!
Inoako marimarina fa tsy sitrakao,
ny mandinika izao
loza maro be
sy fahoriana be
mianjady, mitatao
aminay izao
fa misy antony ao.
Tsy sitrakao velively
ny mitazana, mijery
anay vahoaka Malagasy
hangaina sy hangasihasy
hiharan-doza be toy izao
fa tena misy antony ao
O ry Rai... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dotmg/miarahaba-anilay-tafiditra | Miarahaba an'ilay tafiditra | DotMG | Ho anao izay vao tafiditra, ianao izay vaovao
Hoy aho sy Sylvia hoe "Arahabaina indrindra"
Kanefa etsy kely, ito hafatro ho anao
Vakio re ity fitsipika, hahaizanao mamindra.
Izahay ireto mantsy, miseho sarotindrotiny
Mitaky ny hanajana ny Teny Malagasy
Ho teny tena feno, fa tsy izay potipotiny...
Voarara noho iz... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/zanahary-o-tahio | ZANAHARY O! TAHIO... | RFE Andria | ZANAHARY O! TAHIO...
Onena anao ny foko ry Iarivoko malala
Onena anao izay jihitry ny rano mamanala :
I Sisaony efa vaky ary Ikopa atahorana
Nefa mbola avy foana, tsy mitsahatra ny orana...
Andriamanitra ô! mitodika Aminao : tsinjovy !
Ahinjiro re ny sandry : ireo havanay arovy !
Fa anaty ady mahamay ka tsy afa-... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-avo-rakoto/arahaba | ARAHABA | Ny Avo Rakoto | ARAHABA
Arahaba ry tompokolahy
Arahaba ry tompokovavy
Arahaba re ry lahy
Arahaba re rohy
Arahabaina ry ambany lanitra
Arahabaina ho samy salanitra
Arahaba e,arahaba
Arahaba ry havan-drehetra
Arahaba ho antsika rehetra
Arahabaina ry avy ao Atsimo
Arahabaina ry avy ao avaratra
Arahaban-tsy manadino
Arahabain... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aryvelonaayva/-7644 | !!! | arYVelona(AYVA) | efa sambatra izy
tsy ahare intsony
reo kalonao omaly
efa sambatra izy
efa niavaka izy
nanary ny omaly
nanadino ny androany
f efa sambatra izy
dia faly, nitsiky, nitokelaka mhts
fa ny hasambarany hono
safononoka tanteraka
dia hoe sambatra izy
sambatra!!!!
teny fehy teny ho ahy
fa ny azy roa kosa
tsy teny ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ari/tiako-loatra-ianao | Tiako loatra ianao | Ari Ira | Tsy efa nolazaiko anao impiry
moa ilay teny hoe tiako ianao?
Moa tsy efa leo ny sofinao?
Raha mba voan-javatra maniry
izany teny izany angamba
efa be toa baobaba....
Tsy efa nobitsihiko impiry
teo am-poto-tsofinao
moa ilay teny hoe tiako ianao?
" ngeza loatra makadiry"
hoy ny hirahiranao
mamaly ilay tam-poko... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ihafatra/ho-tsiahy | Ho tsiahy | ihafatra | Taona maro lasa
No niainanao ry nofo
Zava-maro ireo voakasa
Ka ho zary vy nihofo
Tantara maro no navalonao ry minitra
Na fahendrena,na hakivina,eny fa na ny ditra
Dia nasainao difina
Eny fa na ny oran'ireo tiana
Vitanao ny namalina ireny
Fa raha ny tantaran'ireo lasa
Ho vinaky ka ho jery
Ho voatahiry tsy ho ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/malala | MALALA... | RFE Andria | Niangaviana aho androany mba hamoaka an-tononkalo
Izato fihetseham-pony, ary koa ny fanaintainany
Fa tsy efany intsony noho ny endriny mimalo
Ny hanafina ao anatiny izany hiakam-pitarainany…
MALALA …
Malala an!
Tapa-kevitra aho anio tsy handrotsa-dranomaso
Na dia rava ilay fitia, nosomparan’ny ankaso.
Nefa, aok... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miandry-berantoson/tsy-manadino | Tsy manadino | Mi'andry Berantoson | Angamba tsy ho vitako ny hanadino
Ilay finamanana mamy sy tena tsara
Tiako loatra mantsy ka sarotra hadino
Ilay hakanto ho tsaroana hatrany hafara
Any indray andro tsy maintsy hifandao
hisara-toerana raha ny marina kokoa
ka tononkalo sisa apetrako aminao
Fa ireny tsara ho raketiko ao am-po
mbola tsy afaka ao an... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miandry-berantoson/tia | TIA | Mi'andry Berantoson | Aleoko mitia anao mangiana
Satria fantatro fa tsy ho ahy ianao
Aleo hadaboko any koa lay faniriana
Dia hitodika hijery zava-baovao....
Mafy izany tia nefa tsy rarahiana
Zao angamba lay hoe izay tia adala!
Nofy sisa ka entiko mangiana
ny Hitia anao, dia ianao ilay malala....
Sarotra ho ahy ny hanadino lay endrik... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ihafatra/diam-penina | diam-penina | ihafatra | Raha misandratra ny andro
Ka mipotra ny masoandro
Dia mitara-pazavana
Mba hanilo ny tanana
Kanefa mbola hody izy
Hanamaloka ny tany
Aza atao ahakivy
Fa misy fetra ny hatsarany
Fa izaho kosa
Noterena mba anoratra
Handrakitra tsiaro
Anisy diam-penina
Anaposaka indray
'lay akanton'ny soratra
Ho anao izay mam... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/andronao | ANDRONAO | Fredy Jaofera | ANDRONAO
Andronao anio,
ry tenindrazako,
ka manan-kasina amiko ;
'zao re no tadidio,
ny fahombiazako,
ao aminao no tena mamiko.
Andronao anio,
ry tenindrazako,
ka reharehako aok'izany ;
indro re diniho
ny hazakazako
fa ho anao foana hatrany.
Andronao anio,
ry tenindrazako,
ka amboniko fatratra
tsy mba s... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miandry-berantoson/mbola-lavitra | mbola lavitra | Mi'andry Berantoson | NY lalana mbola diaviko
Mbola lavitra ny lalana ombàna
Sarotra ny hamaritra ilay tanjona
Handalovan'ady mantsy mazàna
Mbola betsaka ny zavatra mitazona
Ny faniriako?
Tsy haiko aloha hatreto na ho tody na ho tsia
Fa mandreraka ny saina ny mandinika izany
Fiainana moa tsy hita fa hiaretana izy ity
Mino aho fa mb... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rmo/hiandry-anao | Hiandry anao | RMO | Tena nalahelo aho
Raha naheno androany
Fa hoe vita hoy ianao
Ny fiarahatsika mamy
Indrisy,sento sisa
No hany tavela teo
Ka tomany an'alinkisa
No zary mampitoreo
Toa tsaroako avokoa
Ireo lasatsika omaly
Ianao niteny tamin'ny fo
Fa tsy tianao aho hijaly
Nefa izao adinonao
Zany teninao izany
Ka dia lasa vita... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotojean/sambatra | SAMBATRA | Rakotojean | #SAMBATRA#
Ny akompahasambarako,
Dia ny eo anilanao,
'Zay nokoloiko sy nisasarako,
Hatrizay ka hatramizao.
Tsy mba ataoko ho very maina,
'Lay fitia zay nokoloiko,
Ary tsy mba hiova loko,
Ka matoky ry sombiniaina.
Ka hiaraka ary isika,
Mba hitambatra ho iray,
Ka ho soa anie ny dian tsika,
Anio ka ho mandraki... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/cedarf/rehefa-tia-ny-fo | Rehefa tia ny fo | cedarf | Lazaiko anao ny fo, raha misy tiany manko
henonao midoboka, malefaka fanako;
maniraka fisainana hitety vazan-tany
hibanjina ny tiany eo ankianjan'ny vinany.
saina lasa izany!
no misy anao anatin'ny hariva mahamanina.
Indro ilay masoandro midify mody fanina,
tsy te hitondra hafatra ho an'ny tiany any
ka eo an-d... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/cedarf/iny-ranomasina-iny | iny ranomasina iny | cedarf | Feon'ala izay miritsoka any andranomasina any
No reko toa tomany ato ampoto-tsofoko ato
Toa mandritso-moramora ny foko manontany,
Aiza loatra izany fa tiako mba tsy hiato.
Izany ritsok'ala izany no mandefa ny vinaniko
Hibanjina olontiana any ankodaoda any
Mitondra vetsovetso ka hany mba tomaniko
Ny hitia anao ha... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miandry-berantoson/aleo-...-toy-izay | Aleo ... toy izay... | Mi'andry Berantoson | Aleo.... Toy izay...
Aleo tsara amin'ny faharatsiana
Toy izay ratsy amin'ny fahatsarana
Aleo miezaka mampiseho hafaliana
Toy izay moto-dava tena higagàna
Aleo mianatra mba ahazo fahalalana
Toy izay vendrana mora ambakaina,
Aleo olom-banona manara-dalàna
Toy izay olona tsy mahay miaina
Aleo tso-piaina mahita fa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/djaw/tsy-ho-lefy | Tsy ho lefy | Djaw | Maro ny efa hita, tsy vitsy ny efa niainana ;
Nosotroina ny tantely, nigohana koa ny vahona ;
Nefa izany dia tsy nataoko hampihemotra,
Ny mitia dia tsy misy niteny ho mora na ho sarotra.
Marina fa ny lafatra tsy ho hita na oviana na oviana,
Fa izaho kosa tsy hiala anao na oviana na oviana ;
Ary ilay fitia izay na... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tahirinjanahary/voaheloka | Voaheloka | tahirinjanahary | Nahoana no hoe hadisoako
Raha toa izao tia anao
Meloka ve ity foko
Raha toa nitempo fitia taminao
Satria hono tsy natao hiara-dalana
Ny ory sy ny manana
Ny fitiavana hono tsy fanana
Fa ny harena eo an-tanana
Voaheloka ilay fitia
Voaheloka ho faty
Madory ho doria
Nalevina tsy misy vata-paty
Zava-poana hono n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/diam-penina | DIAM-PENINA | RFE Andria | DIAM-PENINA
Aoka letsy tsy hafenina
Irony diam-penina
Fa hanasoana vahoaka
Mbola ambany fangejan’ny mpanambaka misafoaka
Eny, aoka harangaranga
Toy ny faneva entin’olo-manga
Ny asa soratsika
Fa aza avela hisy hipiaka
Koa avia ambarao
Eny avia, tantarao
Izany tolona ataon’ireo vahoaka hoe madinika
Izay mivoa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mbola-tsy-fantatra/alina | alina | Mbola tsy fantatra | dia nikorisa ny ora,
ka nampody ny masoandro,
injay feo kely feno akora,
no nampiandroandro,
ka nirotsaka ny alina,
anembonana olo-maro,
ho tsiaro zava-dalina,
sentosento mifangaro |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/fanina | FANINA | RFE Andria | FANINA
Andeha mba tazano
Fa toa nahazo angano
Ity zatovo iray :
Jereo toa miolomay
Mirintona, tomany
Ny jeriny any ho any…
Io maraina androany
Ilay tiany eto an-tany
Nandefa ny someso
Nilaza toa naneso :
Tapaka tarangana
Ny fitia natsangana
Ka tsy tia intsony
Fa leo koa ny fony…
Dia iny ilay zatovo
Tsy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tahirinjanahary/hivavaka-aho | Hivavaka aho | tahirinjanahary | Hivavaka aho
Hivavaka ho anao
Mba hananao ny soa
Sy hahay mamindra fo
Hivavaka aho
Hivavaka ho anao
Mba hahatonganao ho mpanolon-tanana
Hoan'ireo olona tsy manana
Hivavaka aho
Hivavaka ho anao
Mba hiverenanao indray
Ao amin'izy Ray |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.