url stringlengths 43 292 | title stringlengths 0 91 | author stringlengths 0 50 | content stringlengths 31 62.1k |
|---|---|---|---|
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/misy-foana-vavaka | MISY FOANA VAVAKA... | Fredy Jaofera | MISY FOANA VAVAKA !....
Misy foana vavaka
ataoko isan’andro
tsy hampihatakataka
ny Ray fa mitandro.
Misy foana vavaka
ataoko isa-maraina,
mety ho mangataka
fa saotra be lalaina.
Misy foana vavaka
ataoko eny ho eny
hisy soa miravaka
‘zay hita lavareny.
Misy foana vavaka
ataoko mangingina
ho firenena miava... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tojo-rta-avotra/ry-omaliko | Ry omaliko | Tojo Rta Avotra | Hono ho'aho ry omaly
Ry lasako fahiny
Nahoana no mitady
Hampitsoaka ny vahiny?
Nosoritanao ho sary
ireny andro faha-zaza
Toa navoaka sy nabary
ho hiraina amim-baza
Ry omaliko ô, nahoana
No haposaka eto foana
toy ny masoandro hohataona
Ireny rakitra aman-taona?
Zay niniako nafenina
Tamin'ny vovoky ny ela
T... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/izaho-sy-ny-zanako | Izaho sy ny zanako | raozigasy | isika roalahy , ilay miadiady kely, fa ianao maditra
rehefa voasazy, mampalahelo ahy, ireo maso mipitra
isika roalahy , ilay misangisangy, sy milalao « judo »
rehefa mianjera, dia mikakakaka, misafo ilay « bôbô »
isika roalahy, ilay mifampizara hanina, tsy miteny amin'i neny
mahay mifanakalo, dieny mbola kely, fit... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/foiko | FOIKO | fanasina7 | Foiko…
Omeko anao
Na an-kamorana na an-kasarotana
Na iza koa tsy faly, na iza koa hisompatra
Omeko anao daholo
Ny fitiavako rehetra
Ary tsy mba hasiako fetra.
Foiko…
Omeko anao
Na iza te-hibahana
Na iza te-hanakana
Na iza te-hangalatra
Omeko anao daholo
Ny foko manontolo
‘Zay vonona hikolo
Ny fifankatiav... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/mpanjakanny-alina | MPANJAKAN'NY ALINA | fanasina7 | Dia tonga indray ny hariva, hanomboka ny alina,
Fotoana fanjakan’ny embona sy hanina.
Ka ny embona « Mpanjaka », ny hanina no « vadiny »
Ary ny fandriana kosa no fonja igadran’izay voababony.
Koa rehefa injay fa tonga handrakotra ny maso
Ilay loko mainty monjany,
Dia miomana ianao fa tsy avelany,
Na ny ho avy na... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/aleo-aho-himpirina | ALEO AHO HIMPIRINA | fanasina7 | Manahirana ahy ny hiaina eto an-tany
Raha tsy eo ianao.
Nefa mino aho izao fa tsy maintsy ho to izany…
Tsy maintsy hifandao.
Izaho no ratsy vintana :
« Tsaraina ho mpamitaka,
Tsy misy mpankasitraka ! »
Izaho no tsy mpivavaka :
« Manana toetra miavaka,
Mangarom-biby an-davaka ! »
Efa tsinjoko amin’izao
Fa na ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tojo-rta-avotra/iny-fahanginany-iny | Iny fahanginany iny | Tojo Rta Avotra | Iny fahanginany iny
Mifono hevi-dalina
Tsy azonao takarina
Io no haminaniany
Ny diso sy ny marina
Tsy hainao ho fantarina.
Iny fahanginany iny
No mba hamangiany
'Lay tiany sy malalany
Any ambadika tsy tazany
Raha mila tsy ho tantiny
Ny antsoantso lavan'izato fo adalany
Ka aoka hianao tsy ho gaga
Raha foana... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tojo-rta-avotra/ny-lasantsika | Ny lasantsika | Tojo Rta Avotra | Ny lasantsika omaly
Tsy hiverina eto intsony
Na ny sento sy ny jaly
f'efa any ankoatry ny ony.
Ireo tsikitsiky
Sy ny teny maminao
Dia efa namikiviky
Nitsoaka sy nandao.
Ny vazivaziko aza dila
Nitsoaka koa ny safosafo
Efa levona sy kila
Nanjary kilalaon'afo.
Nefa kosa ny hamafa
Ireny tsiaro tsy ho vita
Dia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tojo-rta-avotra/tsy-nahiko | Tsy nahiko | Tojo Rta Avotra | Tsy nahiko ny hijery
Ny masonao mamiratra
Fa toa misy hery
Misintona ahy hitsopelatra
Tsy nahiko ny hibanjina
Ny tavanao mirana
Fa toa misy haingo miandrina
Mivonim-boahirana.
Tsy nahiko ny andinika
Ny tsangananao miorirana
Fa ny aiko efa am-bivitra
Ka naleoko nanongilana.
Tsy nahiko ny handositra
Sy niafi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tojo-rta-avotra/fa-aiza-moa-ianao | Fa aiza moa ianao? | Tojo Rta Avotra | Fa aiza moa hianao
No ela tsy nandalo
Efa hadino 'reo lalao
Sy sangy nifangaro?
Fa aiza moa hianao
No dia mamela ahy hangina
tsy mahara-baovao
Tsy mba nisy hiangotiana?
Nefa, hianao no mba namako
Nizarako ny alahelo
Mba hany nitarainako
Raha iny aho mamelovelo
Hianao no mba...
Tiako sy tia ahy
kanefa, dia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/ampy-ahy | AMPY AHY | fanasina7 | AMPY AHY
Tsy hampirafy aho, tsy hiodina
F’hitoetra aminao, hionona ;
Ho lany andro fotsiny, tsy hahita tombontsoa,
Sady ampy ahy ianao, nampahamatotra ny fo.
Anefa…tsy fiononako fe-fiononako
Fa tena olon-tokan’ny fitiavako ;
Ilay iafiana, ilay tsy atoriana,
Satry iondanana, satry iambozonana.
Ny hanakaiky anao... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tojo-rta-avotra/enga-anie | Enga anie... | Tojo Rta Avotra | Enga anie ny taona vao
Hitondra soa ho ahy sy hianao
Ka ho fifaliana hatrany
Ny andro sisa eto an-tany
Aoka anie ny hadisoana
Tsy ho adino fa tsaroana
Hanitsiana ny ho avy
Ka samy hahay hamindra, isika mianakavy.
Ireo toetra ratsy tsapanao
Avelao sy hialao
Aleo hivalona ho tantara
Ario mihitsy fa tsy tsara
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tojo-rta-avotra/any-ho-any | Any ho any | Tojo Rta Avotra | Any ho any misy embona
Mila tsy aha-tafatombina
Fa manempotra toa entona
Sy maha-lasalasa amborona.
Any ho any misy tsiahy
Manangoly 'zany fony
Mamelovelo ny fanahy
Mivezivezy tsy mitony.
Any ho any koa misy
Feo te hikiaka mafy hoe
Tiako izy, saingy indrisy
Lavitra ny masoko e!
Any ho any misy fo
Mbola mia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/aleo-aho-hijinja | ALEO AHO HIJINJA | fanasina7 | Any ianao izay, tsy hita ho jinery,
Na dia mifanakaiky aza, dia mifanao fangala-piery
Noho ny hadalako miharo lakalakam-piainana.
Any ianao izay, mihafy sy miaritra :
Vono, latsa, eso…tsiny tsy voafaritra
Noho ny hetraketrako sy tsy fahampiam-pisainana.
Any ianao izay, migoka ny mangidy
Noho ny fitiavana ahy « s... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/fitia-misy-fetra | FITIA MISY FETRA | fanasina7 | Efa resy ka mangina,
Mipirimpirina fa sina,
Fa ianao
Ilay mba olon-tiana,
Sahy nadao,
Namadika ny dina.
Irony voadivoady
Nasesi-tambitamby :
Indrisy…vandy !
Irony safosafo
Narahin-dranomaso,
Nosaronanao ankaso !…
Ireny rehetra ireny :
Fitia tsy ho voatanisa…
No nahatonga ahy ho jemby,
Nanantena paradisa.... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/fa-tanteliko-ianao | FA TANTELIKO IANAO | fanasina7 | Hosokafako hidàna ny varavaran’ity foko
Mba hidiram-pifaliana
Sy taratr’hazavana, tsy miova, tsy miofo
Dia ny fitiavanao ry Tiana.
Hofoanako ao ny lasa
Izay mety hikobona alahelo
Tamin’ny tantarantsika.
Horavàko koa ny latsa
Izay nampanelohelo
Noho ny zava-bita.
Fa mba fetinao androany
Ka tsy tokony hisy ny ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/fitia-virijiny | FITIA VIRIJINY | fanasina7 | Fitia tsy novakiana
Ny fitiavako anao
Satria…sarotra torina
Ka voagadra tsotra izao.
Fitia…toa mankadiry
Ka sarotra lazaina ;
Mbola voatahiry…
Anefa, indrisy…tsy ilaina.
Tara loatra ny fotoana
Tokony hilazako azy,
Ka aleo mangina…zary moana
Toy ny olona voasazy.
Dia henatra sy tahotra
No nandratrako ito fo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tojo-rta-avotra/ny-teny-malagasy | Ny teny Malagasy | Tojo Rta Avotra | Ho raisiko ny peniko
Hanandratako ny teniko
Sao sanatria ho neniko
Raha ho koboniko sy hafeniko.
Fa io mantsy no mba lovako
Ka fefeko sy harovako
Ho koloiko sy hajaiko
Satria tiako sy lalaiko.
Ekeko tsara ny an'ny hafa
Kanto, lafatra aok'izany
Nefa ho dradraiko tsy an-ki-hafa
Fa ny tenin-drazako hafa iany.
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/dimy-taona | DIMY TAONA | fanasina7 | Tadidinao ve ?…dimy taona lasa izay,
Tantara tsy hay kosehina na anatinao na anatiko,
Nanomboha-niara-dia, k’izay vatsinao dia vatsiko !
Dimy taona aty aoriana, aiza ho aiza isika izao ?
Fitia mamatsy tena ve, sa fitia vatsian’olona ?
Fitia mitoetra tsara ve amin’ny ady sy ny tolona ?
Anontanio anie ny foko amiza... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/aza-ilaozana-aho | AZA ILAOZANA AHO | fanasina7 | Malala a !
Ampianaro aho hatoky ny fitiavanao ahy.
Ampio aho mba hino f’ianao tsy ho sahy
Hanitsakitsaka ny foko sy ny fitia ‘zay natolotro
Na sanatria, sanatria, nanao fitia teo imolotra.
Fa tsoriko aminao f’amizao fotoana izao
Dia matahotra aho…ny hilaozanao.
Koa ampianaro aho, ampio aho, tolory hery,
Ampaher... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/dina | DINA | fanasina7 | Tsy hay kosehina ato anaty
Fa voasokitra sy mafy
Azo antoka tsy ho faty
Ny fitiavako anao
Fa fitia madio tsisy tasy
Tsy nahitako zava-dratsy
Na am-bava na an-taratasy
Ny fitiavanao ahy.
Ireny jaly sy tomany
Fihafihana sesilany
Latsa, eso,…mavàny
Tsy hohadinoiko izany.
Ampy hamehezako ny tenako
Hifehezako n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miandry-berantoson/te-hitovy-aminao | Te hitovy aminao... | Mi'andry Berantoson | Te hitovy aminao....
Fantatro fa maro no tsy mba manana fanantenana
kivy tsy mahita intsony izay lalan-kombana
izay havana sy namana tsy hita hampahery
indrisy lava! toa fiainana tsy mety afa-pery
Mampalahelo tokoa ny mahita ny sasany
tsy hay intsony fa ny mizaha ny fako no lahasany
tsy maraina tsy hariva fa amp... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tojo-rta-avotra/naleoko | Naleoko | Tojo Rta Avotra | Naleoko nangina
tsy hamaly akory
ireo teny ratsinao
Nekeko ny ho sina
Na dia nanorisory
Ny hantsihantsinao
Naleoko niala mora
rehefa indro ianao toa tazako
Miaka-miakam-pofona
Toa mitady handrora
Sy hamelaka ny tavako
sa te hanongo sofina?
Naleoko namefy
ny foko tsy hitroatra
Mba tsy hanenenako
Naleoko n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tojo-rta-avotra/ity-noely-ity | Ity noely ity | Tojo Rta Avotra | Tompo ô!
Enga anie, ity noely ity
Mba hitondra ainga vao
Amin'ny fanompoana anao
Tsy ho noelin-drendrarendra
Tsy ho noelim-pandranitana
Tsy ho noely voky hatenda
Fa noely mpamitrana.
Tompo ô!
Tsinjovy koa ny saina
Toa mihorohoro sy manahy
Mba tsy ho noely very maina
Fa ho sambatra am-panahy
Mba jereo 'reo ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/hanoratra-aho | HANORATRA AHO | fanasina7 | Hanoratra aho, hanoratra ho anao
Hanambara ny ato am-poko, sy izay rehetra mety ho loko
Lokon’ny fitiavako madio, navaozinao anio.
Hofafako irony lasa, nampitondra fahoriana
Havadiko ny rasa, hosoloiko fitsikiana
Fa tonga ianao nanokatra ny masoko
Nivàva ianao ka namaly izany antsoko
Hoe inty aho tia, mety ve ia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/hataokoa-izany | HATAOKOA IZANY | fanasina7 | Raha mbola misy hery kely ahafahako mivàza
Hiantso hoe miverena ianao…na dia lavitra aza :
Dia hataoko izany !
Na misy aza henatra olona noho ny hambo izay nazera
Raha izay no hifamerenana…hahasitrana ito tena :
Dia hataoko izany !
Na amy taonina aza ny eso, latsa sy teny maharary
Ka izay no hahafa-po anao…sy ha... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/je-taime-mitobaka | JE T'AIME MITOBAKA | fanasina7 | Raraka ny iviko, nangotika ny kiboko
Raha nandalovanao aho !
Nanjavona ny masoko, nipararetra ny akanjoko
Fa toy ny anjely ianao !
Voakaikitro ny molotro, nangovitra ny tongotro
Fa manja loatra ianao aky !
Niverina nitselatra, toy ny raozy vao mivelatra
Ity foko tia andry !
Lazaiko fat s afenina, fa efa tena ba... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/ataoko-ahoana- | ATAOKO AHOANA ? | fanasina7 | Ataoko ahoana e no hanadino
Na dia iray segondra monja
Ny soa rehetra vitanao ?
Ataoko ahoana koa no fino
Fa ity foko efa voafonja
Ao anatin’ny fonao
Dia mbola hanindao ?
Tsia, hoy aho…sanatria !
Ity foko ity…hitia :
…hitia anao doria ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/amen | AMEN | fanasina7 | Vao mitsipalotra ety amiko ‘lay masokelinao
Dia midoboka ny foko, fa babo tsotra izao
Ny fitsikinao moa ‘zay dia tena aoka ery
Fa mahatara avy hatrany ity foko efa tia.
Tsy andriko ny alahady handehanana any am-piangonana
Hitiliako anao indray, samy imaso, tsy an-takonana
Tsy hananako henatr’olona, na tahotra ny ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/sao-dia-poizina | SAO DIA POIZINA | fanasina7 | Sao dia poizina hamono,
Handrava sy hampikoro,
Ny fitiavana efa niorina
Aminao sy ‘lay olona
‘Ty fanirian’ny foko adala,
Te-hanohy ny tantara
‘Zay niainana fahiny,
Fony samy mpivahiny,
Fony samy nitahiry
‘Lay fitiavana nitsiry
« Tao am-po virjiny » !
Raha sanatria ka marina,
Handavo an-kady lalina
‘Ty fan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/...-farany | ... FARANY | fanasina7 | Tsy hanadino anao aho, na oviana na oviana
Fa mamy loatra tato am-poko,
Ny anaranao tsy foiko.
Tadidio fa any ho any,
Misy fo iray tomany,
Misy fo iray mijaly,
Misy fo iray marary…
…Satria tena tia, nankafy,…
…Nanantena anao doria !
Efa resy aho ka hangina…
…Tsy maitsy himpirina aho fa sina.
Diso làlana aho…... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/tiako | TIAKO | fanasina7 | Tiako mbola ho tsapa mafy :
‘Lay sainao tena vonona,
Sahy, tsy hilonolona,
Hiatrika ady, hirifiry,
Hiaraka amiko : hikiry.
Tiako mbola hiantefa amiko :
‘Lay banji-maso miangoty,
Mihanta, toa te-hioty
Fitia madio anatiko ato,
Hokoloina mba ho kanto.
Tiako ho vakiana indray :
Sora-tànanao milamina,
Mampandri-... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/mampitaintaina | Mampitaintaina | raozigasy | Tsy maintsy tonga any aminao, ity lalako androany
Ka hosedraiko avokoa , izay loza mety ho tamy
Ka na inona manambana, amin’ny lalana hodiaviko
Tsy misy hahasakana ahy, hamonjy anao ilay notiaviko
Raha mikija izany orana, ka mandifotra ny lalako
Dia hotriariko ny sisiny, ka any ireo rano no avalako
Raha mitoraka ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/lasam-borona | Lasam-borona | raozigasy | Nitsoaka tao am-ponjany hono, Ragisa sy Ragana
Nitsoaka koa Rakoho, nivoaka ny tanàna
Dia nifanenjehana, natao haza lambo
Ka dia tratra ihany, tsy afaka atambo
Dia teo am-pifatorana, am-piandrasana ny rariny,
Izy telo no mitafa, ny feony koa akariny
Mingosongoso teny, mimenon-tsy mitsahatra
Izao no fiainam-boron... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/ny-hanitrao | NY HANITRAO | fanasina7 | Eh ! …ny hanitrao ry Malala
Dia zary mahalasa adala ;
Fa ny tenanao rehetra :
Ny hoditra…etsetra,
Dia tena manitra daholo,
Ka satry foana ny hanimbolo
Ity oroko efa donto
S’Ity foko efa vonto
…ny fitiavana anao.
Ny ety ivelany aza izany,
F’angamba anaty tratranao any
Dia manentoento fatratra
Fofo-manitra sy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dotmg/ise-kay-maty-2 | Ise kay maty 2 | DotMG | Izaho anie rankizy, indrisy manirery
Fa lany ity ny atokona, ny lalana efa tery
Mantsy ilay fanahy tsy nahaleo ny hery
Ka tsinontsinona aho, nanjary olom-bery.
Ny zavatra mitranga, toa mahakamokamo
Tsy faly intsony any aho, fa tsy afaka hamohamo
Ireo mba nitokisako, toa dokotera mamo
K'hivadika finoana aho, hana... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amn-arialy/hirifiriko | Hirifiriko | AMN (Arialy) | Misy mangana ny tongotro, toa marary, manaintaina
tsy hitako ny hatao, ka mihiaka aho, mitaraina
iny i neny nanome, ilay ody izay hanampy
satria nilaza taminy aho, fa marary, tsy hatanty
nandeha teny ny andro, tsy nihafana ny aretina
toa tena naharary, misy manindry, toa poretina
andeha hamonjy ny mpitsabo ka hij... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/ampaherezo | AMPAHEREZO | fanasina7 | Nahoana no tsy hitomany
Raha toa ka ny havan-tsy foy
No indro nandao ny tany,
Lasana any, tsy ho hita intsony !
Nahoana no tsy hitanondrika
Raha iharam-boina ety ?
Tsy afa-mitraka…milofika,
Raha vita ny anjara fandalovana ety !
Ampaherezo, aza avela ho irery !
Ampionony ry Ray Mahery !
Fa raha tsy Ianao, tsy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/panarato/fitia-vaovao | Fitia vaovao | Panarato | Ity ny taona vaovao
Hirariana ainga vao
Hikaloana ny fitia
Izaho sy ianao hiara-dia
Eny tonga ny fotoana
Isika roa ho tafahaona
Efa ela izaho no niandry
Silam-panahy halaina vady
Babonao tokoa ny foko
Ry voninkazo tsara loko
Ho lohataona lalandava
Ny alaheloko hisava
Fitia maditra sy tsy ferana
Lavitry ny ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/satriko-akia- | Satriko akia … | raozigasy | Satriko akia, ity valihako ity mba lalaovindriako
Dia hangorintsina ny tadiny, hangovitra ny tohany, amin’ny tanandriako
Izay no firariako
Satriko akia, ity sodiko ity, mba tsotsofindriako
Dia hihovitra madinika, ny any anatiny any, amin’ny sefondriako
Ka hokafiriako
Satriko akia, ity fararako ity, mba siahandria... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/nandresy-aho | NANDRESY AHO | fanasina7 | Raha nandresy aho, dia tsy noho ny heriko ;
Fa tao Jesoa, nanasitrana ny feriko !
Notantanany ny tànako, nalaminy ny làlako,
Dia mirana ny tavako, fa novaliany ny vavako.
Ny ranomaso izay nijohy : fifaliana no nasolony !
Ny ankaso izay nandrohy : fandresena no natolony !
Tsy izaho loatra no niady, fa tao Jesoa Il... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mpanazary/tamberim-pitia | TAMBERIM-PITIA | MPANAZARY | Ny maraina vao nifoha,
Dia ianao no tao an-doha
Nahatsiaro ny taloha
Ireo fiarahan-tsika roa
Toa lafatra tokoa
Tsy nisy sakantsakana
Na vato iray nanakana
Na onjan-dranon-dakana
Na tohitohy vakana
Na bilokin'ny kankana
Fa nilamina aok'zany
Lavitra tomany
Nifankatia hatrany
Maro mankamamy
Na vizana aza eo ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/manainga-anao | MANAINGA ANAO | fanasina7 | Fa dia nahoana loatra moa e
No nahatonga anao ho toy izao ?!
Mivarilavo amin’ny filàn’ny nofo
Sy ny fandikana ny didin’ny Tompo!
Moa ve mba efa fantatrao
Fa hoentina hotsaraina ianao,
Sady efa akaiky ny andro fitsarana,
Hifarana tsy ho ela ny tantara!
Fa inona loatra moa e
No mbola mahatamana anao? !
Moa ny h... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanasina7/omeko-fahafahana | OMEKO FAHAFAHANA | fanasina7 | Omeko fahafahana
Ny foko sy fitiavako
Mb’hitia anao rahavako.
Omeko fahafahana
Hitia tsy hihambahamba,
Tsy hanao intsony angamba !
Omeko fahafahana
Tsy hisalasala
Handray anao « am-bala » !
Fa feno taona ianao :
Manan-jo sy afa-tsaona,
Afaka mifidy sy mandidy
Izay heverinao ho safidy,
Sy koa zava-tsarobidy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/inona-no-masaka- | Inona no masaka ? | raozigasy | Inona ary no sakafo, amin’ity krismasy ?
Sa inona no lokom-pety, miandry antsika Malagasy ?
Savovon-doto, vohi-pako,
Lali-manga re manako
Tanàna rako-joridira
Voalavo mandihy sy mihira
No ireo indray mirantiranty
Amin’izao taon-jato izao
Mampiaiky volana anao
Hogahoga politika
Embouteillage mampivika
Endaka ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/thina/tsy-ianao-no-tiako | TSY IANAO NO TIAKO | THINA | TSY IANAO NO TIAKO
Izaho lay nankafy
Nankamamy tsotr’izao
Naneho ny foko hoe tia
Dia tsoriko aminao
Fa tsy ianao aloha no tiako
Fa ny fitiavanao no mamiko
Tanterakao ny faniriko
Izay no fahasambarana amiko
Resin-tsento aho omaly
Dia somokotra ianao
Nampitsiky, nampifaly
Izany fo anatiko ao
Voafafanao tokoa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriniaina1/na-nisy-na-misy-na-hisy | NA NISY NA MISY NA HISY...! | ANDRINIAINA1 | NA NISY, NA MISY NA HISY...!
Na nisy aza ireo andro lasa;
tsy naha to izay nokinasa:
Dia mbola matoky sy manantena;
fa mbola misy foana ny famonjena.
Na nisy aza ireo zava-natao;
tsy tontosa teo amin ny fiainanao:
Dia mbola miezaha hatrany;
fa tsy maitsy ho azonao ny mamy.
Na misy aza ireo ady maro;
olana sy ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/lohan-ampondra | Lohan’ ampondra | raozigasy | maraina indray ny andro dia iny ikala Tine
kingakinga dia, tsy mahazo kamo tsinona
mitondra ny kovetany, sy ilay sobikan-damba
handeha amoron-drano, hiasa hanasa lamba
na vao mangirana aza, iny vodilanitra iny
tsy maintsy miainga izy, vao mipaika ny amin’ny dimy
tsy maintsy hiasa indray, handoavana ny omaly
ny a... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/hay-va-re- | Hay va re !! | raozigasy | Jereo ange ilay bandy, tsy endrika tsy bika,
Tsy mazava mihitsy hoe ahoana re no fika
Fa miova vehivavy isaky ny henemana
Mahavaky vava, mahalatsa-pitenenana
Jereo ange eny aminy, tsy hoe vola na harena
Na fiara lafovidy, na rava-bolamena
Kanefa dia mireha, fa miova tsy mitsahatra
Ireo vehivavy iarahany, moa va ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/mampihomehy | Mampihomehy | raozigasy | Atolotro ilay olona nisamboaravoarabe namaky ilay tononkaloko hoe “deuxieme tour”
Mampihomehy ahy ianao, nefa isaorako ihany koa,
amin’izato tevateva, mafana vay izato fo
raha toa ianao namaky tsara, tam-po tony sy nilamina
dia ho takatrao angamba, fa ny ahy tsy misy zavatra nomanina
fa ny fijeriko no asehoko, tsy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/tsara-be-ialahy- | Tsara be ialahy !!! | raozigasy | Io ravehivavy, sahirana mitady
Izay jaika tsara, sy loko hoe miady
Amin’ny tafy anio, fa andro lehibe
Ka mila miova kely, fa sao dia mampihomehy
Io ravehivavy, sahirana mifidy
Izay raitra miavaka, dia manokatra manidy
“commode”, “penderie”, “placard” sy “armoire”
Dia tsy azo adalaina, sao mahazo ny kafara
Io ra... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriniaina1/jery-todika-ny-lasa | JERY TODIKA NY LASA! | ANDRINIAINA1 | JERY TODIKA!!
Taona maro izay no lasa!
Maro be ireo zavatra nokinasa:
tao ireo tanteraka;
teo koa ireo nandreraka.
Ka nahatrotraka indraindray
nahaosa ny fanahy...
Taona maro izay no nifandimby!
Maro be ireo sedra sy adidy:
tao ireo mba kely vita;
teo koa ireo tsy hita:
tsy hay akory izay nanaovana azy
ka n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/zay-ilay-fika | Zay ilay fika | raozigasy | Zay ilay fika ho an’izay tsy kopy
Hoe resaky ny olona te hiseho ho top
Mody hoe ndeha iandrandrao ny lanitra
Dia iny ianao fa tsy hahatazana ny lalitra
Zay ilay fika sao tsy maha kobo
Hoe zarao ny bononoka, zarao ny habobo
Mody hoe omeo ny tolaka afo-manga
Dia tsy hahita intsony ireto lali-manga
Zay ilay fika s... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/sambatra | Sambatra | raozigasy | Io ilay zaza mamerina hira, mifantoka mafy, manao tsianjery
Raha vao tsy tadidy, dia midongidongy, na koa misafoaka, mingonona irery
Ny feo amin’izay feno badabada, mikajy mafy ilay voambolan-tsy ho diso
Ny fihetsiketsika mahate hanongo, miedinedina ery ilay masiso
Io koa ilay reniny manao baiko moana, manarak’efa ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/alahelon-kanina | Alahelon-kanina | raozigasy | Izay ve ilay alahelon-kanina, sa hoe alahelo inona
Dia ho gaga angamba ianao, hoe malahelo fa maninona ?
Fa nampalahelo ahy daholo, ireo biby amam-borona
Ireo toaka sy fisotro lany, izay tena nampi-tourne
Ireo dihy sy fety tsy voafehy, sy koranam-pianakavy
Ilay tsy hifohazana rahampitso, hanaovam-pika hoe manavy
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriniaina1/tiako-mamiko-andriamanitro-ny-tompo-satria | TIAKO, MAMIKO, ANDRIAMANITRO: NY TOMPO SATRIA!... | ANDRINIAINA1 | TIAKO, MAMIKO, ANDRIAMANITRO: NY TOMPO SATRIA!
Tiako ny Tompo satria!
Be famindram-po sy fitia.
Miahy ahy lalandava;
amin izay rehetra mitranga.
Inoako ny Tompo satria!
Be famindram-po sy fitia.
Inoako fa miaraka amiko foana;
Na oviana koa fotoana.
Antenaiko ny Tompo satria!
Be famindram-po sy fitia.
Izy no ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/ry-dadabenoely | Ry Dadabenoely | raozigasy | Ry Dadabenoely mpitondra fifaliana,
Aza ireo faly intsony re no ampifaliana,
iangaviako ianao, mba hanao zara vilana
any amin’ ireo sahirana, indray re mba mihilana
Mba zarao ho azy ireo, ireo toba-kilalao,
fa ny azy mantsy anie, tsy mahazo vaovao
Fa ny omaly ihany no mody ovaina loko,
ireo sisa kely tao no nave... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/ray-o- | Ray o ! | raozigasy | Nivavaka aho androany, tany an-tranonao
Kanefa haiko fa tsy ampy, ireo vavaka natao
Ka indro averiko eto, izany fangatahako
Ataoko an-drimarima, ho an’ireo rahalahiko
Ny rima tiako asandratra amin’ity krismasy
Dia tsy ho ahy sy anay intsony,fa ho an’ny Malagasy
Ireo any an-tanindrazana, mitady fitoniana
Miandran... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/toa-naleoko-ihany | Toa naleoko ihany | raozigasy | Toa naleoko ihany,
niaina tsiriritra, sarotra takarina
Toa naleoko ihany,
fony ilay ianao, sarotra fantarina
Toa naleoko ihany,
fony ilay fitiavana, tsy hita nosantarina
Toa naleoko ihany,
ireo mamy tamin’izany, tsotra nefa marina
Fa anio tsy izany,
fa be ny ditranao, ianao tsy laitra anarina
Fa anio tsy izan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/dia-maninona | Dia maninona | raozigasy | Dia maninona izao, ity tora-bola hoe afon-danitra
Raha hanadiovana tanàna, ny firenena ho manimanitra
Dia maninona izao ity tora-bola hoe afo-manga
Raha handraofana ireo fako, sy handroahan-dali-manga
Tsy ilay fety no tsy tiako, f’izato repoblikany
Mihaingo ambon’ny tsikoko, mantsy izato politikany
Odiana tsy hit... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriniaina1/mirary-soa-2-bonne-annee-2014 | MIRARY SOA 2! "BONNE ANNEE 2014!" | ANDRINIAINA1 | MIRARY SOA!
Mirary soa aho ho anao!
Ho an'ny taona rehetra vaovao:
Mba ho lava andro iainana;
Ka hilamina fiainana.
Ho feno fahasalamana;
Ho feno fahazavana.
Mirary soa aho ho anao!
Ho an ireo andro mbola hiainanao:
Mba handresy lalandava;
N'inoninona hitranga.
Ho tody soa fa tsy ho rendrika;
Ka hahazo ny t... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-niova | TSY NIOVA | Fredy Jaofera | TSY NIOVA
Tsy niova aho akory
fa mbola ito mitory
ny fitiavako anao,
tsy mety mandao.
Tsy niova aho akory
fa mainka mamory
‘reny taona tsy foy,
na hoe : Hadinoy !
Tsy niova aho akory
fa raha tsy matory
dia manoratra lava
ny voady efa rava.
Tsy niova aho akory
fa raha vao oriory
dia miverina foana
ny ora... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/fanjanahana | Fanjanahana | raozigasy | Ekeko mihitsy isika, hoe mahaleo-tena
Noho ilay Sonia sy fahaleovana nomena,
Ka afaka ny ziogan’ny fanjanahan-tany
Dia tantara sisa no mamintina izany
Kanefa raha ny anio, Toa resaka Sonia
Io fahaleovana io , Takalon’abidia
Fa Fanjanahana vaovao, Fanjanahan-tsaina
No efa toa natao, amin-java-tsy ilaina
Fanjanah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/rahoviana | Rahoviana | raozigasy | Tazako am-pahitalavitra, ireo noely eran-tany
izay miseho rehetra an-tsary, dia toa tena tsara be izany
tena noely ny noeliny, fa tsy hoe kipeta-toko
tena miavaka ny ravaka, misongadina ny loko
dia lasa teo ny saiko, nitodika tan-tanindrazana
ny noely any ve izao, tsy tena mbola mazamazana
ny fahalemana tsy misy,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dotmg/when-the-rain-begins-to-fall | When the rain begins to fall. | DotMG | Jereo e ny fasika fa mikorisa
Indreo tsy voasakan'ireo rantsanao
Dia toy izany koa ny androm-piainana sisa
Toa maika sy dodona ery hanindao.
Aza manahy e f'izaho eto foana
Mandrakizay aho dia namana tia
K'izao hasambarana iarahana etoana
Ho fiainana mandrakizay io satria:
Raha vao manomboka hirotsaka ny orana
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/alfantomas/mpanenjika | mpanenjika | alfantomas | vaka lahy ny saiko
nandinika ny zava-misy
ka niainga ny eritreritra
angamba ireny 'zany hoe mpanenjika
fa ny tenanao no ankahalainy
ny ataonao no tsikerainy
dia miasa mafy ny sainy
hoe inona indray no ho lazainy?
voa maika vaka ihany ny saiko
mandika ny ataony
fa ny fiainany tsy ahoany
ny an'ny hafa no idira... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/andao-atambatra-hono-ny-hery | Andao atambatra hono ny hery | raozigasy | Andao atambatra hono ny hery
Amin’izay tsy mandeha irery
Hiatrika « deuxieme tour »
Tsy hangovitra, tsy hihorohoro
Dia ireo daholo fa tonga nivory
Ireo olona efa nifampitory
Ireo efa nifanompa imaso
Ireo fikambana-malaso
Dia nijoro koa ny etsy andaniny
Namboariny be ny planiny
Hanao kajikajy tsotra
Andao hia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tojo-rta-avotra/maninolon-tsy-manina | Manin'olon-tsy manina | Tojo Rta Avotra | Indrisy ho'aho ry vintana
mba miangatra hianao
fa...mijery mitongilana
ka tsy mihaino akory, ny sento sy talaho...
Eny, any'zay'lay tiko
Misonenika tanteraka, eny an-tsandrin'olo n-kafa
ka tsy mahalala akory'zato fahoriako
Fa ampom-pahasamba rana, toa ravoravo foana, sy mitsiky lalan-dava...
Fa izaho kosa...
T... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fitiavana/izy | Izy | fitiavana | Izy
Izy ilay tovo , notiavinao mangina
Naka toerana , lehibe ao an-tsainao ao
Izy , fototry ny adiady sy ny fahoriana
Nanery ahy handao , eny ...handao anao !!
Izy ilay nandrava voadin-tsika roa
Mihindrana izy hoy ianao fa tsy tompony akory
Izy , norobainy ,nangalariny avokoa
Ny fahasambaran-tsika , fitiavant... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dayaz/raha-iray-no-very-folo-misolo | RAHA IRAY NO VERY, FOLO MISOLO | Dayaz | Androany ianao nialany,
aza mba mitomany,
fa raha mbola eto antany,
ny olon-tiana tsy ho lany.
Raha toa ianao tsy tiana,
aza mamono tena,
fa peratra varahana,
soloy volamena,
Angomana io marary,
fa aza ato hampijaly,
vady hanadala,
avelao handeha.
Lamba azo soloana,
loto mba sasana,
Akanga tsy tamana,
av... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/ireo-indray-ee | Ireo indray ee | raozigasy | Ireo indray mitandahatra, lisi-kandida
Solombavambahoaka, hisolo anao sy ahy
Hisolovava inona ? hihinana ny varinay ?
Sa hikepoka ny volam-panjakana indray ?
Dia horaikitra indray, ny fanaovana “je suis”
Ny hoe izaho fidiana dia tsy hisy « 4 Mi »
Izaho irery ihany, no mitsinjo ny madinika
Izaho fidiana an-jamban... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikalamako/isaorako-ny-fiainana | Isaorako ny fiainana. | Ikalamako | [dikan-teny malalak'ilay hiran'i Violeta Parra hoe "Gracias a la vida"]
Isaorako ny fiainana
Nanome ahy zava-maro.
Ao ny masoko ankiroa
Rehefa iny mba ahiratro,
Mahatsinjo tsisy laro
Ny mainty miavaka amin’ny fotsy,
Ary eny an’habaka avo
Io mamiratra toa kintana,
Eo anivon’ny rehetra,
Izy, ilay tiaviko.
Isao... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/izaho-hono-tsotrabe | Izaho hono tsotrabe | raozigasy | Izaho hono tsotrabe, tsy mahay izay politika
Ka azo hoe fetsifetsena, amin’ireo fikafika
Diso hono ny fihevitro, raha toa manao kajy an-kandrina
Dia lazaina aho hoe mangina, sy hilamina hitandrina
Kanefa ange ilay fikajiko, matematika tsotsotra
Ireo vola izay nafafy natambatambatro an-jotra
Hoe raha toa ireo kand... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/cedarf/tanna-haolo | tanàna haolo | cedarf | Haolo manko ilay tanànako,very tompo ka mangina;
Voronkely tsisy tsiny,very reny fitosiana,
Very saina sy tomany aho,velo_tsento nefa indrisy,
Tsy haiko asolo sandry manko ny herintsaiko zary tsisy.
Haolo manko ilay tanànako,tsisy anao mandalo intsony,
Rava sahady ny hatsaran ny fahinintsika irony,
Haolo manko ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/skual/antema | ANTEMA | Skual | ANTEMA
Fialan-tsasatra tamin’izay
Ka niala sasatra tokoa
Ho an’ny Nosy be indray
Handeha hamangy an-dry totoa
Hafaliana ny an’ny zandry
Ny an’ny zoky koa tsy tana
Samy efa mandrimandry
Miandry ny ora hiaingana
Saingy izaho miteny kosa
Tsy nahitana tsiky firy
Malaindaina, osaosa
Tsy te handao an’I Faniry
I ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miandry-berantoson/ndao-hiara-hientana-e | 'Ndao hiara-hientana e! | Mi'andry Berantoson | Raha ny asa soratra no ilaina
Dia hazoto aho , tsy mba halaina
Vonona aho , haneho ny kantotsika
Tena hilaza ny marina fa tsy hoe be tatasika
Ny zavatra omena dia tena misy marina
Maneho ny zava-misy, izay saro-pantarina
Na izaho manoratra aza dia tena variana
Hay ve zava-bitako mba misy mahaliana!!
Mba lasa ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amn-arialy/reny-ve | Reny hono | AMN (Arialy) | Misy reny any ho any tsy miteny
misy reny tsy niaro ilay nekeny
reny tia nefa namela ilay ainy
fa hoe ny mitaiza tsy mba hainy
misy reny miseho fa tia anefa
ilay zaza izay nafitra no nanefa
raha nitaraina tsy nohenoiny
fa hoe tiany loatra ka nafoiny
misy reny tsy mba azo ny hoe tiany
tsy mitaiza nefa ny tafita... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fitiavana/rehefa-tia- | Rehefa tia ... | fitiavana | Rehefa tia , maivamaivana ny vantana
Mazava tsy malama izany lalana
Matanjaka sy kinga izany saina
Sarika ,hirahira ny maraina !
Rehefa tia , tsara akanjo ,manimanitra
Tsy mba misy rahona ny lanitra
Tia manolotra fa tsy mandray
Sahisahy tsy matahotra ny ho may!
Rehefa tia tsikitsiky aok'izany
Efa hadino izany ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miandry-berantoson/ny-fahanginako | Ny fahanginako | Mi'andry Berantoson | Ny fahanginako ve no midika ho faharesena?
Angamba kosa diso hevitra raha izay no jerena;
Eny , nangiana aho, mba namisavisa ny omaly;
ny mety ho tohiny .... tsy haiko ny hamaly,;
Mba nahatsiaro kely dia lasa vinany
Fa zany akory tsy midika hoe resy aho androany;
Zaho mino fa mbola hisy fiovana
Dia ireo olana mi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dotmg/noely-famonjena | Noely famonjena. | DotMG | Raha hoe ny noely
No mbola heverinao fa fetin-jazakely
Hambarako aminao :
Tsy izany velively!
Ny ankizy ireny indrindra
No mbola tsara jery sy marina famindra
Mahitsy sy milamina
Milanto sy mirindra.
Ny fony tsisy fitaka
Ny saina sy eritreriny tsy mba misavoritaka
Matanjaka finoana
Tsy mba mangitakitaka.
Ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-r.-fidimanantsoa/046-dihy | 046 | Ny R. FIDIMANANTSOA | Anatin’ny vinaniny:
Manakatra ny laniny
ny ainga fisomediky
ny rindran-totorebika
D’injay ny sefosefon’
ny vatany marefo
fa tojo indray ny lakan’
ny haravoan-tsy zakany
Voadona angaha ny ratrany
ka tiany hiala an-keriny
‘lay tosika eo an-tratrany !
Nefa hay moa io tsy sarany
mihitsy. Ôh ! naveriny
ho TONGA... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/sitraka-enti-matory | Sitraka enti-matory | raozigasy | Sitraka enti-matory, hovaliana raha mahatsiaro
Saotra tsy lany hamamiana, sy telina no atambatra ho laro
Atao fehezam-pisaorana, sy amboaram-pankasitrahana
Ho anareo tonga nanome voninahitra, ilay hetsika sy seho niarahana
Tsy omena tsiny koa anefa , ireo namana naniry ny ho avy
Ny fotoam-bita iaraha-mahalala, tsy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/zara-kanto | Zara kanto | raozigasy | Hosokafana ny vata
Dia hozaraina sy hatata
Ho setrin-jo ho setrin-tsata
Ireo ainga mba binata
Tsy taka-bola sy parata
Hirahiraina hokaloina
Hankalazaina, sy henoina
Hampiana angola , hanaingoina
Ireo langon-drima koa vetsoina
Dia Ireo mpaka fy antsoina
Hovoriana ireo poeta
Ny teniny no solom-peta
Ampinga hi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-r.-fidimanantsoa/hoe-tsotra-be | HOE "TSOTRA BE" | Ny R. FIDIMANANTSOA | Hoe, tsotra be angaha ny soratro !
Amin’ny adi-rima enjehiny !
Sy ny hevitra kotrehiny ;
Ho inoko ‘zay fitsarana
F(a) hakorisako ny penina
Hahalaza am-pikajiana izay kinasako hotenenina !
Hoe, tsotra be angaha ny tonony :
Amin-teny mahazatra,
tsy mandóna ny ao an-tratra !
‘Zany ve hiasako loha
tsy hanoratako ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriniaina1/rehefa-misy | REHEFA MISY...! | ANDRINIAINA1 | REHEFA MISY!
Rehefa misy ny olana;
De tokony hisy koa ny vahaolana
ka na ho maro ny adidy;
dia miezaka foana tsy ho kivy.
Raha mbola fiainana koa ny fiainana;
De ny sedra tsy maitsy iainana.
ka na tsy hisy hafanana sy hazavana
dia tsy azo ariana ny fanantenana.
Ny ho tody sy tafita hatrany;
no atao tarigetra ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/voady/izato-hakantonao | Izato hakantonao | Randja | Izato endrikao sariaka miramirana aok'izany
toy ny masoandro mibaliaka vao maraina
ireo tsikinao tsy fahita, marevaka tsy lany
dia andro hianteherana, hafanana handrandraina
Izato famindranao misongadina, somary midoladola
no nisintona ny masoko, nanaitra ny ao am-po
ireny fiteninao miangoty, somary miangolangol... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriniaina1/vavaka | VAVAKA! | ANDRINIAINA1 | VAVAKA!
Vavaka.
Ray o, isaorana ianao!
Amin ny zavatra rehetra:
Izay vita sy mbola hatao,
Ary koa ny fahasoavana tsisy fetra.
Ray o, Deraina ny anaranao!
Omena voninahitra:
Fa lehibe tokoa ny fitiavanao;
Tsy mivadika, maharitra.
Ifonanay Aminao:
Ireo fahotanay rehetra;
Ka angatahinay aminao:
Ny Fitiavana h... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriniaina1/raha-mbola-misy | RAHA MBOLA MISY! | ANDRINIAINA1 | RAHA MBOLA MISY!
Raha mbola hisy ny maraina
De aza kivy na malaina
Fa miezaha hatrany
Hikatsaka ny soa sy ny mamy
Raha mbola misy koa ny mazava
De atsikio foana ny tava
Ary mahereza lalandava
Ninoninona mitranga
Raha mbola misy ny fanantenana
De aza variana mihanahana
Fa araraoty ny fotoana
Hanatsarana izay... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/bangotokana/tsy-misy-lohan-teny | Tsy misy lohan-teny | BANGOTOKANA | O ry lasako iny e ! Moa va ianao hiverina
Hanitsy ireo fahiny, Ilay naha kivy nampanenina
Ilay noheverina ho kanto, ilay nibitahako sahady
Nefa indrisy , kinanjo, nitondra jaly tsy resin’ady
Niontana aok’izany, izany fony , teo am-boalohany
F’izay vao ho tojo mamy, ireo ihany no tao an-dohany
Nefa tampoka , i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriniaina1/arovy-hajao-koloy-ny-tontolo-iainana | AROVY, HAJAO, KOLOY: NY TONTOLO IAINANA!! | ANDRINIAINA1 | AROVY, HAJAO, KOLOY: NY TONTOLO IAINANA!!
Mba ATSAHARO re tompoko ny "DORO-TANETY"!
Fa tsy hitondra soa ary tena TSY METY.
Satria manimba tontolo, mamotika tanindrazana.
ka mahatonga mosary sy tany ngazana.
Ry "olom-boafidy", "mpitondra fanjakana"!
I Gasikara ve sanatria tany tsy misy "lalàna".
Fa toa laozanareo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/efa-ela | Efa ela | raozigasy | Efa ela ange no niainga taminao ilay fanahy
Fa izao vao tapa-jahatra, ka niboraka tsy nahy
Efa ela ange ireo maso, taminao no nipendrana
Fa ilay zo adaladala, nikomy tan-tsiky vendrana
Efa ela ange ilay feo, taminao no te hiteny
F’ilay gejam-panajana, namehy mafy tamin’ireny
Efa ela ange ilay vava, taminao niteny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-tahaka-izany- | TSY TAHAKA IZANY ! | Fredy Jaofera | TSY TAHAKA IZANY
Tsy tahaka izany ianao
fony trotraka ny saiko
fa teny foana toa nanao
‘zay hanimba ‘tony aiko.
Tsy tahaka izany ianao
fony resy ny fanahiko
fa tsy nety ny hilalao
na azo hoe narahiko.
Tsy tahaka izany ianao
fony rava ny hafaliako
fa nahakivy tsotr’izao
sy nirary ny hijaliako !
Tsy tahaka i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/izahay-havany | Izahay havany | raozigasy | Maninona anefa moa, izahay aty dilam-bato
Raha avela koa hifidy ka handatsaka ny vato
Efa ela ange no niandry, sy nanipitsipi-teny
Fa toa nodiana fanina sy tsy hita foana ireny
Maninona anefa moa, ireo Malagasy marobe
Manerana ny vazan-tany , an-kontinanta mandehandeha
Raha omena zo mitovy, amin’ny any an-tanindr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/talentanny-sasany | TALENTAN'NY SASANY | Fredy Jaofera | TALENTAN’NY SASANY !
Talentan’ny sasany
ny tia fosafosa ;
manao ho lahasany
ka halako kosa.
Talentan’ny sasany
ny manambany,
ka efa ho an-tsasany
‘zay hatsarany.
Talentan’ny sasany
‘tony fialonana
mamoaka ny lasany
saro-takonana.
Talentan’ny sasany,
henatra lava,
misy ny andrasany
ka be vava ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/panarato/any-lavitra-any | Any lavitra any | Panarato | Rediredy, sangisangy
No ho entiko mamangy
Anao any lavitra any
Handresy ny elan’elan-tany
Ny sain-tsika hifandray
Hifanaraka hatrany
Ho doria mandrakizay
Hasambarana tsy lany
Eny babonao ny foko
Arahin-tseto sy toloko
Fitiavana tsy miova loko
Ianao vilany izaho toko
Mangetaheta omeko rano
Sepotra omeko riv... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriniaina1/fiainana | FIAINANA | ANDRINIAINA1 | FIAINANA!
Rotoroto lava
Alahelo tsy hisava
Olana maro
No indray mifangaro
Ny hafa koa amin zany
Manome lagy avy hatrany
Tsy hanampy anao akory
Fa hanome sorisory
Tsy manome vahaolana
Hamahana ny olana
Mandalo hany anefa izany
Ka tsy asina sento na tomany
Satria ny hiezaka hatao foana
Na inona koa fotoana
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-r.-fidimanantsoa/tsiaro-fitia | TSIARO FITIA | Ny R. FIDIMANANTSOA | Tamin’iny alina iny ; diavola-nangoratsaka !
Teo ny ankizy, nilalao ;
Feno hatreo am-pamoloana, ka hatreny an-tanin-katsaka ;
Teny koa izaho sy ianao.
Nitsipelatra aok’izany ny hazavana manodoka ;
Nampisedika haravoana ;
Saika hahaloaka ny alina am-panenjika, a-rabóka ;
‘Zany ve tsy ho tsaroana !
Tetsy am-potot... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-ranomaso | NY RANOMASO | Fredy Jaofera | NY RANOMASO
Oram-baratra
avy ao anaty
ny ranomaso,
misy zavatra
toa tsy tanty
sy be an-kaso. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/harylovah/rehefa-ny...fitiavana | REHEFA NY...FITIAVANA | harylovah | Rehefa ny finoana
no vahatra ifaharan'ny saina mbola miady
Na inona midona
Mizotra tsy mba ketraka ny fon'izay mitady
Rehefa ny antenaina
no fatotra mamatotra ny zotonao mikiry
'Zay zavatra ilaina
dia ho azonao trandrahana na firy io na firy
Rehefa ny fitiavana
no tosika manosika amin'zay atao rehetra
dia n'i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miandry-berantoson/tapitra-androany | Tapitra androany | Mi'andry Berantoson | Tapitra androany
fotoana fohy monja no nanginako
fotoana zay noheveriko tsy hisy
kanjo nisy akony teo amin'ny fiainako
lay sento, tao anatin'ny ora vitsy
Niezaka ihany aho ny handresy
handresy izany fahasosorana izany
saingy indrisy fa ny an'ny sasany efa tsara tefy
Manao izay higafiana anao hatrany
Maro tamin... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.