url stringlengths 43 292 | title stringlengths 0 91 | author stringlengths 0 50 | content stringlengths 31 62.1k |
|---|---|---|---|
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fa-iza-moa-ianao- | FA IZA MOA IANAO ?... | Fredy Jaofera | FA IZA MOA IANAO ?...
Fa iza moa ianao no nanova ny fiainako
ka afa-nandrodana ireo mety fitarainako ?
Iza moa ianao fa na tiako sy tsy foy,
ranomaso foana no tonga sy mijoy ?
Fa iza moa ianao no nitondra ny alahelo
nafenina mangina tato am-po mamelovelo ?
Iza moa ianao fa ny taza-maso sy tsaroako,
tsy rediredy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hasiniony/ny-lasa | ny lasa... | HASINIONY | Hatrizay ny lasa . . .
Oviana moa ny tsiaro ?
No tsy nitondra ratra
Sy rofy miharoharo,
Toa mampanavinavy
Takaitram-pahatsiarovana
Manembana ny ho avy
Ka tonga mahatorovana.
Saingy io no trano bongo manetro-takariva
‘Zay hany aro oran’ny lalamben’ny velona
Hazo amoron-tevana madiva dia madiva…
Ny siokanao ry... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-indro-kely | NY INDRO KELY | Fredy Jaofera | NY INDRO KELY
Ny indro kely
‘zay namely
nanakana
ny lakana
tsy hisosa
dia ny fosa.
Ny indro kely
‘zay namely
no aloka
nitsatoka
ao anaty
ka soraty
fa mivay
toa tsy hay.
Ny indro kely
‘zay namely
no nampisento
ka dia ento
‘reo fotoana
nampisaona
fa tsy tiako,
fijaliako !... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rajaobelison-samuel/resaky-ny-foko | RESAKY NY FOKO | RAJAOBELISON Samüel | Ny androm-piainako e ka mitsimbalivaly
Hafa ny anio, hafa ny omaly,
Malefaka fitempo toa mamelovelo ?
izany no mitory : ao ny alahelo ?
Misy andro tsara feno hazavana ?
Izaho mively amponga doboka mafana,
Mitsinjaka ao anaty toa tsy mahatoetra
Manova ho falifaly ny endriko rehetra.
Izaho tsy hita maso anefa tia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/ho-an4ny-reny-rehetra | HO AN' NY RENY REHETRA | KIRIAH | Misy fofon-kasambarana
manentohento reko
mandrakotra 'lay reniko
rehefa iny aho midongy
mitaky ny tsy misy
mitady voa tsy hary
toa zaza " tsy manjary ".
tsy sanatria ditrako
irony kitakitako
fa mamiko eny manko
'lay reniko mikenona
mitaba sy mimenona
mitrerona am-pitiavana
dia mody mba masiaka
milaza tsy ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iaromalala/eny-mantsy | " ENY MANTSY!....." | IaroMalala | ENY MANTSY!
Mba satriko, eny mantsy!.....
hatory anilanao,
...Na androany fotsiny aza.
Tena sitrako raha sandriko!...
no mba hiondananao
...Toy ny hampatory zaza,
Saingy:
Ny tsy hanaiky izany?
"Ity elanelan-tany!". |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iaromalala/raha | " RAHA....." | IaroMalala | "RAHA...."
Malala a!,
Raha misy disadisa na esoeso an-teny dia,
ao ny tambitambiko.....
Tsy trerona na latsa fa ny "TIAKO" ombieny ombieny
no ezahiko harafitro.....
Ary,
Raha misy jery vilana na maso koa mangarika dia,
zahao ny topi-masoko.....
Tsy maso bongobongo na longim-pahatezerana
fa tsiky kely hafafiko... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/r.-miora/manirery | Manirery | R. Miora | Nitopy aho manodidina ahy
Toa tany hefitra sy ngazana
Hitraotra aho nefa tsy sahy
Tsy hisy handre akory na hahatazana
Ny anaranao no nataoko ho fanantenana
Ny endrikao no heveriko ho ilay rano manganahana
Kinanjo sary noforonin'ity nofoko an-tany mahana
Ary fo te hameno fahabangana
Namerina nitopy aho manodidin... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rajaobelison-samuel/ny-fonny-poety | Ny fon'ny poety | RAJAOBELISON Samüel | Mitsapa ny mahory, manasa ka manasa
Ny ratra samy hafa navadika ny rasa.
Mivavaka mangina, mandrotsy sy manefy,
Mandoko sy mandambo, mandrefy ka mandrefy
Ny elanelam-betso sy tanjona mankany,
Aiza anefa izany ? tsy misy fiafarany,
Mampilalao ny hafa, manolo tsy mandray,
Ka mety ho fahoriana ny tambiny amin'izay,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/paska | PASKA | Fredy Jaofera | PASKA
Iandrandrana Famonjena,
antenaina ho Fandresena
‘zato Paska efa maro
mankalaza ka fantaro.
Iandrandrana Fiainam-bao,
n’aiza n’aiza ka anjakao ;
irariana ho Fahasoavana,
mbola be fifankatiavana.
Iandrandrana Fanavaozana
ao amintsika raha ilaozana
ny toetra adala nahavoa
na izay mba tsy nahasoa !...
Fi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/miziriziry | MIZIRIZIRY | Fredy Jaofera | MIZIRIZIRY
Miziriziry ihany
hipetraka hatrany,
na dia takatra aza
fa efa tsy sahaza
ny mbola hijanonana,
eny am-bovonana !
Miziriziry lava,
na efa tsy mazava
ny lalana nasaina
sy ‘zay nantenaina
hizoran’ny vahoaka
miala sy mitsoaka.
Miziriziry foana,
na olona efa noana
sy mponina efa leo
no re mamoaka f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miolapandry/ndehana-mahazo- | Ndehana mahazo !!! | Miolapandry | Ndehana mahazo !!
Aza mba miavon-tsy feno re ry vorona mpifidy hazo ipetrahana, fa ndrao mitady ny malemy rantsana heverina ho mora hosena ity ianao, ka ho sendra ny be tsilotsilo tsy azo itoerana. Ny safotofoton-drivotra anie, hono, mamafy vovoka manditsoka ary ny savorovoron-drano mandrava voly, ka toneo aloha ny fo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amn-arialy/honohono | Honohono | AMN (Arialy) | raha ny resaka mandeha dia izy no hoe fatratra
nefa tsy mba misy marina, ary izany efa fantatra
fa lazainy fa mitombina irony resaka tsy zary
dia izy no henoina, fa mahay sy be kabary
raha ny hono izay lazainy, tiany henoina ka ekena
raha ny tena tiany manko dia hoe toho an-kafetsena
ilay olona izay fohy no lazai... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miolapandry/vahatrinihoavy | Vahatrinihoavy.... | Miolapandry | Miala tsiny retsy, aza fondro indrindra
Raha toa aho ka handao, hilasy sy hifindra
Hitady toeran-kafa, mety hisy randram-bao,
Feno fahasambarana tsy toy ny anilanao.
Fa hay tsy niorim-paka sy tsy nahazo laka
tao anatin’ ny fonao, fa naloto sady sada,
ny fitia niriko hianohana !
Fa hay ka lakan-jahatra tsy nahata... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikalamako/aoka-itsy-ry-foko- | Aoka itsy ry foko ! | Ikalamako | Tepotepo-pitoniana
Tebitebim-panahiana
Ontanontam-pahatairana
Ketoketo-panaintainana
Dobodobo-pifaliana
Ontsaontsam-pahoriana
Sentosento-palahelovana
Entanentam-pahasambarana
Efonefon-kasosorana
Emponempom-patahorana
Setra, sedra, kiry, oitra
Nifaninana ombieny, zary nahaosa
Nefa aoka itsy anie ry foko !!!
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/tantarany | tantarany | raozigasy | Tantarany
Nantsoiny aho tamin’izay
Hoe misy resaka iray
Tiany hozaraina indray
Dia hoy izy tamiko
tiako ange sy mamiko
Ilay fitiavana nindramiko
Fa ny anay ka hafa
Na ny safo na ny tafa
Fitia tsy mampijafa
Fa ny anay ka tiako
Fa izay rehetra iriako
Tonga dia takiako
Fa ny anay fitia
Na halatra aza fy
Te... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rajaobelison-samuel/dada | DADA | RAJAOBELISON Samüel | DADA
Vao antsoina dia efa ampy
Ho aro sady vatolampy,
Anto-piainana rehetra
N'aiza n'aiza no mitoetra.
Sakafo, akanjo, fianarana
I Dada ho'aho no hanamparana,
Ny fitiavany tsy lany,
Safomorona hatrany.
Ny ankizy mbola manana azy
Be angoty vazivazy,
Midongy sady mila vaniny
Ireo tsy manana azy intsony
Ankon... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miolapandry/mahaleova-mahalasana- | Mahaleova mahalasana ! | Miolapandry | Aoka ho fantatrao, fa ianao lasana iny
Tsy iantsoako tody, na koa omena tsiny
Fa hoentina ambavaka, sy tena hotsofindrano
Hahita izay tadiavina, haharin-tokantrano.
Di’ aleo hivalona any ny omaly sy ny lasa,
Ataovy toy ny nofy ny zava-nokinasa.
Aza arahin-tsento ny tsy efa sy tsy vita
F’aleo hifarana eto ny momb... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amn-arialy/maka-aina-aloha | Maka aina aloha | AMN (Arialy) | Makamaka aina aloha fa tsy hay izay miandry
tena mila maka hery sao ho torovana ny sandry
raha ny tiana ho vita mantsy toa tsy ary voatanisa
satria ny herim-batana indraindray toa mila-kisa
makamaka aina aloha sao ho torovana ny aina
aleo milamina mihitsy fa ilaina koa ny saina
raha irony zava-misy izay miseho an... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amn-arialy/maso-yeux-revolver-_ | Maso | AMN (Arialy) | raha ilay masoko mitsiky no lazainy fa hoe babo
no nandefasany ilay hafatra, tsy nasiany hambo
dia diso ilay fijeriny fa ny saiko any an-kafa
satria arahaba no nasetriko ilay fijeriny hafahafa
raha ilay masokeliko io no lazainy fa hoe tsara
dia ho tsoriko azy koa fa na soa aza tsy anjara
fa efa maso misy tompo na... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsikel/diam-beloma | Diam-beloma | Tsi'kel | Raha navela teo ilay tantara
Tsy tapitra akory fa nofaranana.
Fa hoy ianao hoe tsy anjara
Mafy tamiko ny fisarahana.
Tsy namaly fa voatery,
nanaiky ny hafatra navelanao
Ireo hafaliana taloha lasa fery,
Izay inoko fa tsy nandalo tao am-ponao.
Ny latsak'orana no reko,
nandena izato aina mijaly.
Ny rivotra sy at... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/adala-hono | ADALA | KIRIAH | Henoko ny fosan ' ny MASOANDRO nitantara
Haninkeheo maraina
tamin ' ny rivotra nifofo
fa isika (hono) adala
adala tsy ampy saina ,
niray tsikombakomba tamim-bolana sy kintana
dia lasana nirifatra
nitety ny abakabaka
Tsy vizan ' hazakazaka,
nirediredy foana
nihira sy nihanjaka...
Ny zavatra tsy fantany :
Isi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jo-rasamuel/tinapaka | Tinapaka | Joé Rasamuel | Angamba raha notohizana
Maty aho fa tsy mba vizana
Angamba raha mbola natohy
Mety hatramin'ny aina no nafoy
Ka hisaorako ilay Ray ao ambony ao
Nanome ahy hery hanadino anao
Ka hisaorako ilay Tsitoha
Nampanan-tena fa ny fitia mbola hifoha |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rivoarinjato/ny-sida | ny SIDA | rivoarinjato | ny SIDA
Aretiman-doza ny SIDA
Ka mety ho voa na ramatoa na rangahy
Na ny ankizy na ny vazaha
Na ny anabavy na ny rahalahy
Efa ela izay ao mba nieritreritra
Fa irony mpivarotena ve tsy mba mieritreritra e?
Ny vatany atakalo vola
Aiza moa ny SIDA no tsy hisosa mora?
Anatra farany ity ry zareo
Mba mifanajà ihan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rivoarinjato/miezaka-aho | Miezaka aho… | rivoarinjato | Miezaka aho...
Mifoha maraina aho
Miezaka ny ho faly
Kanefa ao anatiko aho
Maratra sy mijaly
Mandritra ny tontolo andro
Mandra-pilentiky ny masoandro
Tsiky hatrany no hatolotro
Mba hitafy ireto molotro
Nony tonga anefa ny alina
Dia indro fa mivarina
Mifokofoko mitomany
Satria efa tsisy mpanontany
Satriko a... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/harylovah/aiza | Aiza? | harylovah | ...Dia hoy aho tamin'ny fiainako hoe:
Zotra mankaiza no tianao haleha?
Tanjona aiza no azo tratrarina?
Ny lala-mareva-tsy miolaka ve,
sa...any amin'ny sarotra aleha, nefa marina?... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anjarivo-ronsard/ianao-irery-ihany | IANAO IRERY IHANY | ANJARIVO Ronsard | Mbola manantena anao
'lay olon-dasanao fahiny
Mbola ny "anaranao"
No famaritany ny "tiany"
Mbola tiany loatra ianao
Ao am-pony sy lalainy
Mbola ny eo akaikinao
No ampitony ny adi-tsainy
Efa be no nandondona
teo am-bavahadi-pony
Fa nodiany tsy tsaroana
Ireo fitiavana nikomy
Efa be no mba nikasa
handimby toe... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rivoarinjato/anjely-milay | Anjely Milay… | rivoarinjato | Anjely Milay…
Mamiko sy teliko
Tiako sy lalaiko
Mendrika ny ho hajaiko
Sanatria ho ratraiko
Silaka fanahy
Manala ny ahiahy
Ody aretina rehetra
Singa iray tsy misy fetra
Tokana, tsisy mpanana
Sady koa malala-tanana
Manam-bika aman’endrika
Tena atao hoe olo-mendrika
malemy fanahy, tso-po
tsy mba atao hoe ma... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anjarivo-ronsard/fanantenana | FANANTENANA | ANJARIVO Ronsard | Avelao ivalona any
Ny senton'ny omaly
Ny ampitso no ifalio
Tomaratra aok'izany
Aza mihato manantena
Raha mbola velon'aina
Minoa fa hody ventiny
ny rano natsakaina
Itsikio ny fiainanao
sy ny raho-mitatao
Mitozoa fa tsy mandao
Ny Andriamanitrao.
Aza mora mitorevaka
Na malaky mitofezaka
Fa ny lanitra mahita
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/hafatra | HAFATRA | KIRIAH | ...Tsaroany tsara aky
FA nisy koa fotoana nikotrehany fitia
tanaty fony tao
tsy reraka nanjohy sy nanara-maso anao
niari-tory impiry ilay fitiavany iny ?
naniry sy nikiry ny hianoko ny ampoka
kanefa tampotampoka
nisy iray nandalo nipaoka tsy nimalo
'lay nokoloiny ho anao
ka aoka angaha ny fony tsy horatrainao ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rivoarinjato/mbola-tia-anao | Mbola tia anao... | rivoarinjato | Mbola tia anao…
Maizina ny tany satria nilaozanao
Maloka ny andro satria tsy eo ianao
Mangina ny mozika sasa-miandry anao
Marary ny foko noratrainao
Henoko manako ny tsy fitiavanao
Injao mandatsa ahy ilay salovanao
Tazako avy ety ny fianjonanao
Menatra aho kanefa te hanantona anao
miondrika aho, mitodika ianao... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hasiniony/teninny-hafa | Tenin'ny hafa | HASINIONY | Dia indro ianao fa sahy manitsaka ny taniko
Dia vitanao hosena ny lova tena mamiko
Dia tonga andevonao ireo olomanganay
Dia efa nanadino ny maharanoray:
ny tenim-pireneko; fa tsy mba honohono
sodokan’haitraitra, manimba sy mamono
ny abidin’i Nosy, ‘zay lafatra sy tsara…
moa hoverezinao ny zon’i gasikara?
Na ia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dano/ho-tonga-ny-andro-ka-hifarana | Ho tonga ny andro ka hifarana | dano | Hatanorako izay mandalo
Indray andro any aho ahatsiaro
Homanina ilay atsaranao
Hiaina rivo-baovao..
Hatanorana izay tsy ferana
Any andro ianao hiserana
Handao azy tsy ipody tsony
Ho goama anao izato fony..
Hatanorako amamiana
Ho avy ny andro ka hangina
Hilaozanao irery eto
Ka ahatsiaro hisentosento..
Hatan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/maninona-a- | MANINONA A ? | KIRIAH | Mikorotandrotana
ny saina amam-panahiny
kanefa toa tsy hainy
- maninona mihitsy?
dia io miampifipify
ny faniriana ananany
hilaza izay tantarany
miafin-tsy voazavany
mirafi-tsy voalazany
mihidy mbamin ' ny vazany.
Mikaroka ny lafatra
mba hampitàny ny hafatra
sy hahalalàn ' ny maro
lay ainga mifangaro
anaty... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsilaitra/naratrako | Naratrako | Tsilaitra | Indrisy tratrako nisavilivily nanaraka tamboho
Ka naratrako rehefa mba nikiry niseho mafy loha
Dia naolako ho folaka ny tanany anakiroa
Nanjary feno ra ny ahimaitso zay nitoerany
Tsy afaka nanda fa nivoraka ny lelany
Naratrako 'lay maizina hoy ny tany ivelany
Indrisy tratrako nitsoaka ny dinan'ny fitia
Nifanaova... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anjarivo-ronsard/tsy-tia-fa-mbola-babo | TSY TIA FA MBOLA BABO | ANJARIVO Ronsard | Ianao nilaza fa tsy tia
Nefa mbola nankafy
Nankafy ny sombi-mofony
Mbola lian-drotsirotsiny
Ianao nilaza fa tsy mila
koa dia nampifilafila
Am-po anefa taralila
Fitia miavosa tsy ho dila.
Izy kosa tsy nahalala
ka namalona tantara.
Nandrovitra nanata-jaitr'
ilay fitia nahery vaika,
tsara tenona sy raitra...
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hasiniony/tolona | Tolona | HASINIONY | Eny, ho nofy ihany
Izay tolona any ho any
Mandrahondrahona tomany ...
Ny tolonao sakaiza
Dia tolona tsy fantatro
Fa tolon'olomboky;
Ny ahy, ny mba fitaiza
Sy tolona mba fantatro
“ny kiboko no voky”. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/voromailala/fahasambarana | Fahasambarana | Voromailala | Ilay Fahasambarana voajanahary
Dia Hasambarana avy ao anaty
Tsy misy rohy toy ny voambary
Fa ao am-po tsy mety maty
Nahazo ny anjarany avokoa
Isika rehetra eto an-tany
Na mpanota na mpanasoa
Hatrany ampiandohany
Indrisy anefa fa voatotora
Fitiavan-karena sy voninahitra
Ka nanjary feno lomitra
Ilay fitiavan'A... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rivoarinjato/fitiavana-hafahafa | Fitiavana hafahafa | rivoarinjato | Fitiavana hafahafa
Rangitra fitia no nanombohana azy
Fetaka sy daka no nampisy azy
Zaitra sy tolona no nahatonga azy
Lefona sy basy no nampiposaka azy
Fitiavana mitoetra, fitiavana hafahafa
No nentiko nitia, fitia olon-kafa
Fitiavana tsy nahy,fitiavana mamotika
No nomenao ahy, fitia mampanotika
Mampanakotsako,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/fanahy | FANAHY | KIRIAH | Fanahy manao ahoana
no isaloranao
ry antsoina hoe POETA ?
FANAHY mahay milaza ny tsy hitan ' ny rehetra
manafak ' hetaheta |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fafah2007/tiako-loatra-e | Tiako loatra e! | fafah2007 | Tiako loatra e!
Tiako loatra na tsiky iray monja,
Pi-maso kely toa tara-diamondra.
Tiako loatra ilay endrika sy bika,
Mafatifaty mampitsiriritra.
Tiako daholo na bika na volo,
Tsy zaraina fa izy manontolo.
Tiako loatra ho ahy irery,
Tena tiako princesse kely.
Tiako loatra fihetsika fiteny,
Fitiavako anao ombi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fy-tia/iny-zanako-iny | INY ZANAKO INY | Fy Tia | Iny zanako iny
Ilay tsy manantsiny
Nefa tonga teto an-tany
Narahina tomany
Fa tsy hitany, tsy hainy
...nanjavona ny rainy.
Ny ranomaso latsaka
Na dia nipatrapatraka
Tsy nisy mba namafa
afa-tsy olon-kafa:
ny mpitsabo, mpampivelona
no 'ndreo niselontselona
nandray, nikarakara
F'ilay tsi-valahara
Nitsoaka ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/njarakelly/fitiavana-mahery | Fitiavana mahery | Njarakelly | Mitempo ho anao ny foko,
Ny anaranao foana no antsoiko
Tsy haiko, fa dia nahoana loatra
Noho ianao,ny foko kely tsy hay tohaina te hitraotra.
Nefa fitia tsy ho azo ambara,
fa fitiavana voarara
Hokoboniko ao anatiko ao
ka toa manjary afobe mandoro ahy hatramin'izao.
Dia naleoko nilaozana ianao,
Satria toa lasa ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriniaina1/ilay-sarinao | ILAY SARINAO! | ANDRINIAINA1 | ILAY SARINAO!
Tsara be daholo!
Ireo sarinao feno hafaliana.
Manendrika tontolo;
Satria feno fitsikiana.
Ny endrikao sariaka!
Dia Mendrika aok’zany.
Mamiratra, mibaliaka!
Manendrika ny tany.
Ny fitafinao mihaja!
Dia maotina ihany koa!
Ka sahiko ny milaza:
Fa meva sady soa.
Ny tsikinao mitoetra!.
Dia manait... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fenosoa-eli/fisarahana-mandrakizay | FISARAHANA MANDRAKIZAY | Fenosoa eli | Lasa eritre2 ny saiko Fa nahoana n misy ny ankaso,sompatr, fialonana no nandravana ilay fitiavana.Toa fisarahana mandra |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hasiniony/poety | Poety | HASINIONY | Takoritsika manako, ny kalokalon’ny poety
Mamohafoha indray ny ela, eny an-tobin’ny maraina
Horakoraky ny nofiny, tomandava toa tanety
No iraketany ny misy, onjan-tsiky sy taraina
Ny ambiroany injao mikopaka, misidisidina tsy miato
Ny retsiky ny fahagola, no ibanjinany ny ho avy
Angaliany amin’ny teny, hanat... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/harylovah/ho-anny-malala | HO AN'NY MALALA | harylovah | Malala a!
Mahery setra akia
ny rimorimon'ady afafin'ny fotoana,
kanefa ilay fitia
Kolointsika mora, hamelana eny foana...
Malala a!
Ny endritsika roa
halazo sy hiketrona fa nofo mbola_ho tany,
fa maika koa ho soa
ilay firaisantsika mitety ny any ho any...
Malala a!
izay tsy feno anio
tsy sakana handrosoana,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hasiniony/ry-fireneko | RY FIRENEKO | HASINIONY | Ry Fireneko miano-jaly
Ontsaontsa anao ny foko
Ka manoina te-hamaly
Ny fanalon’ny toloko
Lalina ny fahantrana
Mandazo anao ry Tanindrazako
…dia soparana fafana
‘Reo izay vatsy avy amin’ny razako
Nony mby ankehitriny
Fongana tsy misy izany
Tsinin’iza, raha tsiny?
Hoy ny foko manotany.
Nefa…
Horontsoniko man... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jo-rasamuel/nofy | Nofy | Joé Rasamuel | NOFY
Eh! 'zany afaliako
ra toa ka naheno,
hoe!ho tateraka ny faniriako
ka ho hasambarana feno,
toa tsy andriko erÿ
'zan ho anilanao,
ka ho mamy sy ho fÿ
ny fiainako sy ny anao
efa tazako mihiratra
ny lanitry ny fianana,
ho manga sy hamiratra
fa tsy ho adim-piainana,
endre! zan afaliako
fa tojo ny tiako,
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jinah-mahazina/tari-bato-vilambava | TARI-BATO VILAMBAVA | Jinah MAHAZINA | Nianiana aho ny hanompo tanindrazana, hanaja ny lalàna;
Ka ho raisiko adidy ny hiaro ny vahoaka, mbamin’ny fananany!
Saingy ankehitriny, ny tena iadidiako dia ny miaro fahefana;
Manenjika izay resiko, manambana azy basy hangalana izay hananany!
Nianiana aho ny hanaja zo fototra: aina, tany, firenena;
Na ny aiko az... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/domoinakwely/rafahafahana | RAFAHAFAHANA | Domoinakwely | Raha oviana vao afaka ny ketoky ny jaly ry malagasy namana?
Ny famonoana nataon'ireo frantsay ka tsy nisy fanavahana
'zay nandratra sy tsy laitra ka tandremo ihany re!
fa mbola azonay ianao ndray andro ka sao dia hanenina r'ise!
Aiza re ty fahafahana toa tsy hita hatramin'izao
Mahagaga anefa ankehitriny fa toa res... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-hariaina/tamberim-pitia | TAMBERIM-PITIA | NY HARIAINA | TAMBERIM-PITIA
Tsy afa-po angamba
Ny lasan-ko tantara?
No toa, tsy nisalasala
Namoha ho ''ankehitriny''
Reo nototofana fahiny.
Tsy maty aza ve
Ilay kiafoafo omaly?
Toa piti-banja ihany
Dia ampy indray namelona
Ny lasan-ko lavenona.
Mbola tsy afa-po
Ny hasambaratsika roa
Fa nipongatra indray.
Dia mbola tsy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/any-ambohimanga-any | ANY AMBOHIMANGA ANY | KIRIAH | Misy tsiaro zay tavela ....any Ambohimanga any,
misy vetso tsy mamela ....any Ambohimanga any,
misy sento mihelohelo ,
mihelohelo toa avelo
any Ambohimanga any
Misy tsiahy manalok ' ahy...avy any Ambohimanga any,
misy zava-mampanahy... any Ambohimanga any,
misy fahatsiarova-maro,
misy sary mifangaro
any Ambohi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/njarakelly/hitia-anao-mandrakizay | Hitia anao mandrakizay | Njarakelly | Indray andro zay aho nivoady,
Fa n’inoninona mianjady,
Dia ho tia anao mandrakizay.
Eny ho tianao aho sombinaiko,
Hatramin’ny farafofon’aiko.
Indrisy, fa ny anao kosa, hay fitia tsy ho mandrakizay,
Fa fahatatairana tao anaty andro iray,
Ka nony nahita hafa vavao,
Dia mora rava sy nandao.
Dia rava teo ilay tant... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mahefalison/ny-adiko | NY ADIKO | MAHEFALISON | Moa mbola hangina aho ry Firenena tena tiako?
Ve ny tanako mangovitra no hanakana ahy
tsy hanoratra ho anao tsy amin’ahiahy?
Satria mandevy anaty loatra ny ady fihantsiako!
Eny! Nihantsy ady aho. Fa tsy taminao mihitsy
fa tamin’ny Fahantrako! Fahoriana lava;
tamin’ny “marainako” zara raha mazava,
sy tamin’ny ali... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fafah2007/embona | Embona | fafah2007 | Herikerika manify,
Rivotra mitsoka,
Hatsiaka mampitam-pify,
NY Haingam-panahy mivoaka,
Te ho eo anilanao, haka hafanana,
Fa tena midina ambany ity mari-pana,
Te hamihina hisafosafo,
Miandry anao hiteny OE ao alefaso,
Alefako tokoa izay rehetra tianao,
Ary tsy mijanona, raha tsy ozy enao avelao,
Avelao fa tapi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nee-ako-mangina-herizo/tsy-ho-hadinoko-ianao | Tsy ho hadinoko ianao | Giovanni | raha mbola hisy ko ny farany
tsy ho foana ny antenaiko
tsy ho adinoko ny anarany
atrany amparapofonaiko
tsy hitsahatra aho ny aniry
na efa rava lay fitia
fa ny anatiko mikiry
anantontosa ilay doria
ka na tsy ho tsaroany intsony
lazaiko aminy izao
hibitsiako ao ampony
"zaho tsy hanadino anao"
#Herizo |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lova/voninkazo | Voninkazo | Lova | Voninkazo tsy nampoizina hamololona akory
Teny antany karankaina, maina sady ngazana.
Tsy hita hantenaina, toa maty toa matory
Tsisy hazo midoroboka feno rantsana hiantsampazana
Nefa zary maitso mavana, feno vony maro loko
Toy ny notondrahan’erika, ary koa voakolokolo.
Lalankely tsy antenaina ho lasana hatreny am... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rhad/ry-malala- | RY MALALA ! | RHAd | Fantatro fa tsy sitrakao ny hijaly sy hitomany lava izao
Saingy ny tahotro fandrao,
Ho arako ihany anie ‘lay voady
Niombonako aminao, no
Mamihina ny tanako
Tsy handrabak’amin’ny vatako
Ty fahafatesana ity
Fa ory loatra ianao
Nitempo anaty foko
Saingy ny momba antsika, sao
Mbola afak’hifamofo amin’ny androm-pi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rhad/resinny-tiana | RESIN'NY TIANA | RHAd | Sambatra ny tia kanefa tsy tiaviana
Sambatra ny mila kanefa dia nolavina
Fa izy ireny lempona hiangonan’ny natiora
Mandavo ny andrarezina hideky moramora
Tsakaina avy ao ny sento, maratra koa ny fo
Mandevy sy maneko, mamaky asa aloha
Kanefa satry foana hiaina anaty ao
Lay fery manaintaina itiavako anao
Ho anao ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/riva-ando-andriamalala/tiako-be-izy | TIAKO BE IZY | Riva | TIAKO BE IZY
Ry foko,
akatony aloha io varavarana io
dia avia mandraisa toerana
fa ho tantaraiko anao ilay fotoana fanaperana
niainanay anio,
dia ilay fotoana miavaky ny fitiavana miandoha
rehefa miara-tafafoha...
Sahala mihintsy 'zahay
samy menamenatra tsy maro teny izay
ny tanana no mailaka nalaky nifandray... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanafody/ilay-fitiavantsika | Ilay fitiavantsika | Fanafody | Indray andro aho nilaza taminao fa andeha ka tsy hiverina intsony
Nitsiky ianao ka niteny tsotra hoe zory ny lalanao ka aza miheritreritra akory
Nangina aho ka nifidy fiainam-baovao
Hay moa izy ity tsy hafa fa kilalao
Lasa ny volana nifandimby koa ny toana
Ny fahatsiarovana anao anefa tsy lavitra fa teo foana
Ne... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/mikaroka-ny-lafatra | MIKAROKA NY LAFATRA | KIRIAH | ...Nanjohy ombieny ombieny
ny lafatra kendreny
hanentsina ny trobaka
navelan ' ireo lasa
hiely sy hitobaka
hanjary vazo hafa
" hoenti-manamamy
ny tsiro-nofinofy "
dia any anatiny any
miangola, mifanosy
amin'embona mitroatra
kanto tahiriziny
fa sarobidy loatra,
vetso nankafiziny...
Ho tonga filo koa
han... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/riva-ando-andriamalala/manara-penitra | MANARA-PENITRA | Riva | MANARA-PENITRA
Tsara ny manana,
Ary satry ho arifomba ny eo am-pelatanana:
trano vaventy... kianja mirenty
toera-malaza fanaovana fety...
fa rahoviana ho tsentsina anefa ny banga?
Aza dia maika hisavi-tsaranga!
Isika miezaka
hampanara-penitra ny endrika ivelany
fa ny kibom-bahoaka navela hitofezaka:
samy mana... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/lay-lambany | 'LAY LAMBANY | KIRIAH | ... Nosasàny rano
nalonany an-tsavony
ny loto sy ny fotaka
navelan ' ny omaly
sy irony lasa irony.
Ny ainy manontolo
indray natontony ao
hanala izay fako
sy sarisarin-doto
tavela avy aminao.
Nakobany in-dimy
fa tsy afa-po ny sainy
ka reraka ny ainy.
Dia iny nisalovana
fa maika handeha hanely
"lay lambam-... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lova/fitia-mitsimoka | Tojo Fitia! | Lova | Fotoana tsy nampoizina, toy ny andro mahazatra
Habakaba-dohataona, tsisy oram-batravatra.
Reradreraky ny adidy, sy ny asa valalanina
Te hanala hamohamo, te-hipetraka milamina.
Toa kisendrasendra ihany, tsikitsiky miramirana
Dongalahy moa ny tena ka facebook no nidirana.
Teo indrindra no niserana, toa irak’Andriam... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jo-rasamuel/tetezamita | Tetezamita | Joé Rasamuel | Anjaranao no mamisavisa
Ary afaka mitanisa
Ireo zava-bita
Nandritra ny tetezamita
Diniho sy fankao
Hoe : ilaina ve izao
Fa toa potika sy rava
Ity gasikara
Toa voafitaka avokoa
Ireo nitolona taloha
Toa fitaka sy vely
No voalazan'i Zandry kely
Tsy tazana akory
Ilay nolazainy hoe fihovana
Tsy noheveriny akor... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rhad/ny-tantarako | NY TANTARAKO | RHAd | Te hamboraka aminao ny nameno ny tontoloko aho
Tiako ho tsorina aminao reo nandavo ny tomoriko
Saingy
Ny afotroan’ny hirifiriko, tsy mety mba mangina
Fa mankahatr’aman’aina, ny farareomotry ny foko
Dia migorogorona foana, mba hampiferinaina
Mirara-boa ny votoatiko, fa nidarabo-tan-trotrony
‘lay pitik’hafaliana n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fafah2007/mangetaheta-aminao | Mangetaheta, aminao! | fafah2007 | Feno dia feno ny Fo mitantara,
Feno tokoa ka tsy hita intsony izay ambara
Raha mbola misy dia hiantraika any am-para,
Ilay fitia tena mamy, anefa tsy anjara
Tiako ianao, tianao za,
Ny ahy naborako, enao tsy sahy
Notsofin-drivotra eny amoron-dranomasina,
Nefa tsy niparitaka, satria fitiavana marina
Zakaiko mitsa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/ento-aho | ENTO AHO | KIRIAH | Fa ny fanahinao
no hindramiko hitondra
na 'ray segondra monja :
ny hetaheta anatiko
hisidina ny lanitra ,
tsy hamangy an ' Andriamanitra
fa kosa hanavatsava
Iny habakabak ' iny !
Hijery ny tontolo
hanenjika an ' i AMPOKA,
hikatsaka an ' i HENIKA
Hikaroka an'i LAFATRA
Ento any aho rahavako
fa manin-te hanak... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jinah-mahazina/gadra-pahafahana | GADRA-PAHAFAHANA | Jinah MAHAZINA | Helokao va re , sa heloky ny hafa no miaina lavan’andro anaty fahantrana ?
Sa ianao mihintsy, ilay tsy laitram-pananarana, voahozona higadra, sakaizan’adalana?!
No dia tànana ao am-ponja, anaty aizim-pito, angamba mandra-maty:
Tsy handalo fitsarana, tsy hahita izay mpitsetra, tsy hisy izay mpamatsy!
Dia mangina mo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/ento-aho-5982 | AHY | KIRIAH | ...Ny AHY aleo HO AHY
fa tsy homeko hoy aho
mitadiava zava-kafa
hamalifaly anao... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/breacksong/namako-foana | namako foana | BREACKSONG | tiako ianao ka tiako.
saingy tiako fa tsy hiarahako
fa tiako ianao ka tiako
ho ravaky ny finamanako
tiako ianao ka tiako
tiako foana hatrany hatrany
na anio na ampitso
ka hatrany amparany any
MBA HO NAMAKO FOANA |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-hariaina/tsiambaratelo | TSIAMBARATELO | NY HARIAINA | TSIAMBARATELO
Iny, tambavin'ny fanahy
Tsy lefitry ny nofo
Tsy levin'ny fotoana
Tsy hivaingan'ny hatsiaka
Na sanatria koa,
Halazo na hihofo
Tsy maintsy hotadidy,
Hotsaroana foana
Hanefy ny ati-saina;
Aina! rohy mampiray antsika.
Iny, tsiambaratelo miavaka
Tsy misy mpahalala
Tsy misy mahafantatra
Tsy misy m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/njarakelly/ry-fahatsiarovako | Ry Fahatsiarovako | Njarakelly | Volon'andro tahaka izao
No tena mahamanina ahy anao
Dia iny toa hilatsaka iny ny orana
Ny foko kely toa mangoragorana
Dia hiara hilatsaka amin'io orana io ny ranomasoko
Ranomason'alahelo, ranomasom-pahatsiarovana
Fahatsiarovana izay mamy toa tantely
Tsy ho haiko adinona velively
Fa aiza ianao rahavako,
Moa had... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fafah2007/ianao-ilay | Ianao ilay, | fafah2007 | Ianao ilay tsy afaka ato an-tsaiko,
Ilay hery mamelona, mamelona ny aiko
Ianao ilay tsy afaka ato an-dohako,
Ilay tsy manan-tsahala, mamirapiratra ao am-poko
Ianao ilay miavaka anatin’ny maro,
Ilay harovako amin’ireo fahavalo
Ianao ilay mampisokatra ny masoko,
Ilay mangala-pijery aminao foana no satriko
Ianao i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/resaka | RESAKA | Fredy Jaofera | RESAKA
Vavako fotsiny ny hoe : hanadino !
Orimbato efa vita, na tsy mampino !
Adrisa ange mba niaraka ihany,
Hehy maromaro niova ho tomany ;
Injay ito foko fa toa hafahafa,
Rahampitso ve izy mbola hijafa ?
Antsaiko mangina ny nisy taloha,
Na efa ambara fa tsy hampifoha
Angola sy hira na sangisangy ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/sahala | SAHALA | KIRIAH | Nanjombona hariva 'lay andro ry Tiana
ka namelovelo 'ty foko mangina
nitsiahy ny any ho any
dia nanganohano
namoron-tomany.
Ianao any izay
tsy fantatro akory
raha toa oriory
tahaka ahy koa
mandefa ambiroa tsy laitra toniana
Fa maminavina , misento ts'iniana .
Ny eto malala dia mahasorena
ary koa mahonena
m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/harylovah/ny-finoana | NY FINOANA | harylovah | Ny finoana ihany
no ahafaha-mitazana
'zay misy nefa tsy_hita...
Ny finoana hatrany
no miady ny ady mazana
rah' tiana ny ho tafita...
Ny finoana miaina
no entina manohitra
'reo sakana mateza...
Finoana no antenaina
hamindra tendrombohitra
be mangezaheza...
Ka MINOA androany! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/hainy-ery- | HAINY ERY !... | Fredy Jaofera | HAINY ERY !.....
Hainy ery no miova ho tsara
rehefa misy ilany anao,
ka aza vohaina fa efa tara
ny fotoana tahaka izao.
Hainy ery maneho fitiavana
rehefa misy izay iriny
fa mpaneso be tsy nihavana
andro maro sy fahiny !
Hainy ery no miantso lava
rehefa te hifankahita,
fa maramara sy mahay vava
no tsy hoe na... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/douces-penses/tiako | TIAKO | Douces Pensées | TIAKO
Tiako ny mihaino anao
Manonona ny anarako
Tiako ny mihaino anao
Hoe liana ny amin’ny tantarako.
Tiako ny mahita anao
Mahatsikaritra fiovana ety amiko,
Tiako ny mahita anao
Mitsiky rehefa mijery ireto masoko.
Tiako rehefa miteny ianao
Hoe malahelo ahy,
Tiako rehefa miteny ianao,
Hoe “eto aho fa aza man... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/mitia | MITIA | KIRIAH | Very fahafàhana
Tamàna fanjanahana
'lay foko ry malala
voageja tsy afa-miala
voafatotra ka tsy afaka
fa tena tafa-latsaka
am-ponjan' ny fitiavana,
lavi-tanindrazana ,
Kanefa tsy ory mihitsy
voa mainka velon-tsiky
fa sitrany dia sitrany
hataonao sesi-tany
Ho tokana no hitany
... anaty fonao any !
Voaheloka... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fitiavana | FITIAVANA | Fredy Jaofera | FITIAVANA
Vitsy ny ainga tonga any foana,
Oharina kely an'izay efa moana ;
Alokalofako 'reo soa nambolena
Hevitreveriko mbola ho harena.
Impiry ny dina no efa nanambatra,
Ry mamiko ery sy efa nahasambatra ?
Alefako ombieny ny onjan'ny foko,
Ny gadona tsara izay mbola misoko.
Asesiko hatrany fa feno fitiavana ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/manadala | MANADALA | Fredy Jaofera | MANADALA
Very va re 'rony tsiky niarahana :
oroka, sangy ary dihy nisarahana ?
Any va re sa ny lasa dia lasa,
Hanova ny ela ho tsara fikasa ?
Iva fikalo izao foko misento
Reraka kely ka indro mba ento !
Aza miteny fa ny tena fitia
No irariana mbola ho doria...
Aoka izay re fa toa manadala ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jinah-mahazina/avelo | AVELO | Jinah MAHAZINA | Lasalasa ny fanahy;
Mamelovelo fahantsiarovana;
Mamerimberina tsiahy,
Ka zary tena mahatorovana !
Fa andro inona ary zao,
No reko toa manelohelo;
Antsain-ko ao ny antsainao:
mamohafoha ny halahelo...
Dia nitodika aho nijery,
“Hoe eo an’ilako eo ianao”
Hay ty saiko manirery:
No te hanefitefy izao!
Saingy las... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/izy | IZY | Fredy Jaofera | IZY
Tsy ianao no tiako hananana
rehefa tonga ireo fiadanana ;
tsy ianao no tiako hotiavina
fa avy hatrany dia ho lavina.
Tsy ianao no tiako hiarahana
rehefa soa izay hoe mibahana ;
Tsy ianao no tiako hantsoina
rehefa ho mamy ireo kaloina ;
Tsy ianao no tiako hibaiko,
na rahoviana fa tsy saiko ;
tsy ianao no ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vialy/ilay-fotoana-tahakizao | Ilay fotoana tahak'izao | Vialy | Ontsa kely ery ny foko
Mahita anao toa mitakoko,
Mihafihafy, mahonena,
Fa toa mampahory tena…
Asa raha mba tsaroanao,
Ilay fotoana tahak’izao…
Isika roa nifankahalala,
Akizy revo lalao an’ala…
Tsapantsika ny hasambarana,
Tsy nisy nihevitra ny hamarana,
Ilay fotoana tahak’izao
Nifanenantsika sy ianao.
Borib... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/douces-penses/rehefa-lasa-aho | REHEFA LASA AHO… | Douces Pensées | REHEFA LASA AHO…
Rehefa lasa aho rahatrizay,
Tiako raha ilay fotoana mamy niarahantsika
No tavela ao an-dohanao, toy ny masoandro mibaliaka.
Rehefa lasa aho rahatrizay,
Aza avela hisy hijanona akory
Ireo adiadintsika, sy izay mety nampahory.
Rehefa lasa aho rahatrizay
Tsarovy ry malalako
Fa ianao, ary tsy misy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/douces-penses/tiako-loatra | TIAKO LOATRA | Douces Pensées | TIAKO
Tiako ny mihaino anao
Manonona ny anarako
Tiako ny mihaino anao
Hoe liana ny amin’ny tantarako.
Tiako ny mahita anao
Mahatsikaritra fiovana ety amiko,
Tiako ny mahita anao
Mitsiky rehefa mijery ireto masoko.
Tiako rehefa miteny ianao
Hoe malahelo ahy,
Tiako rehefa miteny ianao,
Hoe “eto aho fa aza man... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/douces-penses/ifonako | IFONAKO | Douces Pensées | Ifonako aminao ny masoko
Tsy mahay raha tsy mijery anao
Ifonako aminao ny oroko
Mankafy ilay fofonao
Ifonako aminao ny molotro
Tsy leo manoroka anao
Ifonako aminao ny tanako
Tia mamihina anao, mandray ny tananao
Ifonako aminao ny tongotro
Te hanatona anao
Ifonako aminao ny vatako
Izay malemy rehefa eo anilan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jo-rasamuel/iza-no-tianao | Iza no tianao? | Joé Rasamuel | Iza no tianao?
Izaho aloha tsy manana
Toy ireo nambarany
Tsy misy eto an-tanana
Ka tsy afaka hilaza aho
Hoe mitovy aminy
Ny ahy efa izao
Tsy misy miafina aminao
Ny azy hono izany
Ka anjaranao ihany
Anjaranao no misafidy
Na izaho na izy
Ny fitia tsy azo terena
Na vidina amin'ny harena |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/hanakorontan-trano | HANAKORONTAN-TRANO | KIRIAH | Etsy 'nge malala akorotantsika kely aloha 'ty efitrano 'ty a!
'Reo entana etsy havanana hosaritahantsika dia avadika hiankavia
Iretsy seza iretsy ndeha atokotokontsika mba hanerana ny trano
Raha toa manaiky ianao, tsy iandrasana fotoana, alefa korontano
'Ry lalimoara iry izao akisakisatsika mba hihazo ny afovoany
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/kirimbo | KIRIMBO | KIRIAH | Tabataban-draha mamoha fahasivy
mazavatsimazava mifody anatihidy
mandroso anao rasaky ! ,
anao ny paibato
hummmm!!!
misy tsirona paraky....
paraky fito tsy hoanin ny jejo
midanika hevo
mifanjevozevo...
raofy ! samatsamao !ampio ny fanahinao !
nalaina kapa ny faladian ' i gagafahanginana
tsy niandry volantsin... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jo-rasamuel/zara-raha-mba-nifaly | Zara raha mba nifaly | Joé Rasamuel | Soa fa rava ilay fitia
Soa fa tsy tanterak'ilay ho doria
Fa raha izany no nitoy
Angamba hatramin'ny aina no nafohy
Satria zara raha mba nifaly
Nokinendrin-tsika roa
Ny hoe hiara dia
Toa naharitra tokoa
noheverina ho fy
Saingy tsy tanteraka satria
Zara raha mba nifaly
Izay olona miteny
Dia hoe za no adala
F... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hasiniony/tsela-nofy | Tsela-nofy | HASINIONY | Tsitaikan'orambaratra ao an-tafotrano
Mandrotsy anao hanjohy ny bitsiky ny tory
Ny kotroka any ho any mitaona hilomano
Anaty tsela-nofy tsy takatrao akory
...mierotra sahady!
Ny fony toa mifoha misangy ny malalany
Indreny fa mihazo an'Ambohipitiavana
Ireo lemaka sy havoana 'zay ivom-pahasambarany
Nandanaka ny f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/tia-anao-aho | VITSY FA MAFONJA | KIRIAH | Potipotin-tsoratra
No injany reko mihoraka
Any anatiko any
Misintona vinany!
Ny taba indray ventesiny
Sy teny izay voatefiny
Dia teny telo monja
Vitsy fa mafonja:
"TIA ANAO AHO"
Amin' ny zava-drehetra inoanao ety ambany masoandro
dia TOKANA monja no aza isalasalàna. :
TIAKO IANAO |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ahy/fitia-voahary | FITIA VOAHARY | AHY | Fitia voahary hisy sampona.
Ilay fitiavako anao,
Fitia voahary tsy ho tanteraka
Fa handalo tsotra izao
Fitia voahary tsy hamelana
Fa hanome fofony ihany
Fitia voahary mba hiserana
Hametra-tsento sy tomany
Fitia voahary tsy hitsimoka
Fa milevona ao anaty
Fitia voahary tsy hitombo
Fa maniry mba ho faty
Fitia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/antso | ANTSO | KIRIAH | Fa moa ny alahelony
no niantso anao hiverina
ry lasa zay nalevina ???
Fa raha ny taona maro
niezaka nanototra ...
ny anio sy omaly kosa
no indro nanatosaka :
ilay " DILA NIAMBOHOANA "
natao tsy ho tsaroana,
ka feno sarin-tsiaro
ilay efa " BABANGOANA " |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/tany-an-dalan-eritreritro | TENY AN-DALAN ' ERITRERITRO | KIRIAH | Misy fahanginana eny an-dalan ' eritreritro
misy arerahana misangy koa ny heriko
misy fahabangàna izay mangidy ka tsy teliko
misy fahafahana toa very tsy ho voaveriko
Nanjohy ny lalako aho
nifidy ilay mahitsy
niala sampan-dalana
nanitsy lala-masaka
nitady izay ahasambatra
saingy ....
Babangoana loatra ten... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/tadidiko-tsara | TADIDIKO TSARA | KIRIAH | Lalaiko ô !
Angaha ho'aho tsy loza
fa omaly alina
teo am-pandriana
tsy nahita tory aho dia lasa ny saiko
nikaroka tsiahy
hay tonga tsy nahy
'Lay tantarantsika nanenjika alika
toa *olo-mivika
Hahaha !!!!
Tadidiko tsara ,
fa tena tantara
'lay fodiana alina 'ndray andro iny
ary toa tsy mampino
hoe : izaho s... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.