url stringlengths 43 292 | title stringlengths 0 91 | author stringlengths 0 50 | content stringlengths 31 62.1k |
|---|---|---|---|
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nandriana/tia-miandry | tia miandry | Nandriana | Ny orakin’ny lasa
No mitondra ny tamberina
Ny foko tia mikasa
Notefeny mba hanenina
Ny olatrin’ny ratra
Tomboka tsiahy
Ny foko tia mihantra
Norakofany ahiahy
Ny setrokin’ny fisarahana
Mitabolina manempotra
Ny foko tia te-hiavana
Nantsoiny mba hiembotra
Ny fiangavinao aloha loatra
Mamoa ny fahoriana
Ny fok... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/loko-mainty | LOKO MAINTY | MiséVonjy | Rakodrakom-pisentoana izany androm-pitiavana
Malomaloka daholo, izay tazanin’ito maso
Kivikivy ny finoana, tokan-doko izato avana
Fa jambenan’alahelo, mitsotsori-dranomaso.
Valabalaka ny vatana, tsy natohitra resy an’ady
Torovan-drovana ny rantsana, toa mihaiky faharesena
Tsy afa-mehitsika fa hana, mainamaina ka ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/ora-firy | Ora firy | raozigasy | Ora firy
Dia lasa koa ny saiko, mijery ity fotoana,
Ora firifiry, no lany sy nimaona
Nanangonan’ainga, hampiainga ny fanahy
Ora firy re, mba maro ihany lahy !
Fa tononkalo iray, vita am-bakiraoka,
Afaka ora firy, vao azo aseho vahoaka
Amin’izany ny tsipelina, mila fanintsiana
Ny voambolana fampiasa, ovaina dia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/nataoko | Nataoko | raozigasy | Nataoko ho voninkazo, ho ravaky ny foko, izany laingonao
Kanjo poa toy izay, dia maina sy nalazo, ireo kantony nandao
Nataoko ho volam-peno, hanaingo ny somambiko, izato taratrao
Kanjo afaka andro vitsy, dia nitanilanila, ilay fenomananao
Nataoko ho voankazo, hitondra tsirom-piainana, ary hamamiana
Kanjo masa-doat... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amn-arialy/vavaka | Vavaka | AMN (Arialy) | Tsoriko aminao ry Tompo
fa izaho izay mpanompo
dia tsy mba olon-davorary
Ka voan-tseto sy marary
Hiezaka aho ny ho soa
nefa tsy mendrika avokoa
ny rehetra manodidina
ka mahatonga ny oe sidina
makany amin'ny ratsy
indrindra refa lany vatsy
lasa misy saina fetsy
satria moa manaiky resy
resy ny haratsiana izan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/embona | EMBONA | MiséVonjy | Ato anaty fiara ndeha hiasa no indro fa mipoitra
Ny embon’ny lasa nototofako hangina
Fa ny rivotra mitsoaka no vao maika mampivoitra
Ny lasana niainana, tsy mety hampanginina
Anivon’ireto olona maro toa vonona hiasa
Ny fofonao tsy foiko, mipololotra manim-pofona
Manenika ny oroko, mamikitra tsy lasa
Manjohy lala... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nandriana/nofiko | nofiko | Nandriana | Vao mikipy ny masoko dia ianao no tazako
Ianao,ianao no tonga nofiko ho malalako
Ny endrikao no misalovana,mitamberina ao an-tsaiko
Rehefa injay fafako dia mila hiongotra ny aiko
Fa ianao ilay minia maka toerana an-tsokosoko
Ianao,ianao no tsy foiko,tsy mba hosoloiko
Miantsoantso ,mirediredy anao ny ao anatiko ao... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amn-arialy/izaho-indray-no-hoany | Izaho indray no hoany | AMN (Arialy) | Tsy aritro ny tsy hilaza
ka hibaradaka ny vava
fa ny fandalovanao teto
dia toa lasa vongan-tsento
efa ela anefa tsy nihaona
nahiako mihitsy ny hisaona
fa ianao oe tsy hiverina
Ireo taona moa niherina
ilay fifanenana izay fohy
no namboariko ho roy
itafana sy iaraha miventso
mba hialako amin'ny sento
andro vi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/tafa-sy-takalo | Tafa sy takalo | raozigasy | Rehefa nitafatafa, naka ambony ambany,
Ireo saiko sy ny namany, ry ainga sy vinany
Dia nanita-tsaina, ka niara-niombom-peo
Ka ireo dinika tao lazaiko ho anareo
I saina moa nilaza , hoe ahoana ihany
Ny fiainana masiaka, ny fotoana lany
Ny tori-maso fotsy, ny jiro misy tambiny
Ny olona ao an-trano, nataonao ambink... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/tsy-hangina | TSY HANGINA | MiséVonjy | Fa tsy hangina ity fo izay nikoly ilay fitia
Na marary sy marofy, tolefim-pahoriana
F’ireny lasan-tsika ireny, dia nana-tsara izay ho dia
Ho amin’ny andro ho avy, hiarahana am-pifaliana
Mino aho fa ny fivavako, izay nasandratro isan’andro
Dia tsy hiveri-maina akory, tsy ho tody any an-danitra
F’ilay fitiavako ana... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/hisaona | HISAONA | MiséVonjy | Dia lamba ny fisaonana no indro handrakotra
ity foko izay nitia, vontovonton’alahelo
nefa tsy ho mainty na dia mafaitra loatra
no hanarona ny fianako sy handroaka avelo
Fa ezahiko ho hafa, tsy ho fotsy akory
satria ny foko naratra tsy maintsy hanolatra
ho vato fehizoro ny foko oriory
sy ny sentosentom-poko, tsy ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/misaotra-andriamanitra | Misaotra Andriamanitra | raozigasy | Ireo badabadabanao sarotra adika
Ireo feom-bitakao, faly ka mikiaka
Ireo kakakakanao, rehefa milalao
Ireo hehy madinika, rehefa atatao
ireo antso an-kafetsena mody mitomany
mamitaka an’I neny, ka mahatonga azy ho tamy
Ireo tolokoloko rehefa te hotrotroina
Ireto tsiky feno sitraka rehefa am-pofoina
Ireo rehetra... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nandriana/ny-marina | Ny marina | Nandriana | Ao anaty aizina sy hazavana
No hahitana sy halalana
Fa ny marina dia fisaka
Ka matetika voahitsaka
Ao anaty kotaba sy horakoraka
Ny fato-maty no hiboraka
Ny olo - marina hangina
Ny mpanaratsy sisa hanakina
Ny marina tsy mba maty
Fa mamitsaka ao anaty
Tsy ao amin’ny olona mpitsara
Fa ao amin’izay mangarahara |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/ilay-hazo | ILAY HAZO | MiséVonjy | Fa eto am-pototr’ity hazo nialofana iny,
ilay nidanika iny, ingahy be masoandro
no miainga moramora, avy ny fahiny
mandoro mahamay, manaloka ny andro.
Tamberina ao an-tsaiko, ny omaly r’ilay tiako
fa kanto iny andro, nifanolorana fitia
ka ny alok’ity hazo, nanafina tsy nahiako
antsika roa nifaly, sy sambatra ery... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/tsipolotry-ny-foko | Tsipolotry ny foko | raozigasy | Tena tsy reko mihitsy, ilay famikiranao
Tsy tsapako mihitsy hoe naka fy ianao,
R’ilay tsipolotra iny,
Fa raha reko izany, tsy nataoko ambany
Manara-pataloha, sy mirefa an-tany
Ilay tsipolotra iny
Ka anio efa haiko, ilay toerana tianao
Eo akaikin’ny fo, hitia sy hilalao
Ry tsipolo-tsara loko
Koa mifikira ianao,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zandrikelytf/nosy-mamiko | Nosy Mamiko | zandrikelytf | Raha mbola velona aho, miaina eto an-tany
N’ aiza n’ aiza, na any lavitra any,
Na oviana na oviana, na any aoriana
Tsaroako foana ianao, ‘lay nosy niaviana
Raha mbola velona aho, manampofon’aina
Tsy very tadidy fa mbola manantsaina
Isan’andro, isan’ora, isam-potoana
Ianao ry nosy mamiko, tsaroako foana
Malalaka... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/misandratrandro | MISANDRATR'ANDRO | MiséVonjy | Fa mbola indro, tazako misandratra
Ny hazavan’ny maraina antsefatsefa-kazo
Porofon’ny tontolo velona sy sambatra
Rakofan-kiakiaka kalo sy ny vazo
Fa tsapako ihany koa mipololotra mora
Anatin’ny aiko ao tsiahy mieloelo
Endrik’olo-tiana mitsiky moramora
Tsy lasana nandao...mampamelovelo
Ny andro lasanay toy ny t... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/fitia-mandava-taona | Fitia mandava-taona | raozigasy | Fitia mandava-taona
Ny fitiavana kaloiko
An-takarivantsika
Dia raki-tsentom-poko
manempo ny hatsiaka
ka mamadi-dinitra
ilay ngolin’ny ririnina
ho fitiavan-tsy ritra
ka mafana fihinina
ny fitiavana kaloiko
an-takarivantsika
dia ilay feo tsy foiko
fiombonantsika
ka na mamanala aza
ilay siokan-drivotra iny
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/notiaviko | Notiaviko | raozigasy | Notiaviko
Notiaviko ianao, tao anaty foko tao,
Tsy nolazaiko olon-kafa
Nantsoiko mangina koa, nefa angamba tsy henonao
Ilay feoko nanatsafa
Novetsoiko ho antsika roa, ireo hira izay nindramiko
Tiako iraisana aminao
Nampanongako ny fanahy, ho lasa tononkalo mamiko
Ilay hotra-poko tia anao
Koa raha hitanao ity, ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsy-maintsy-miaritra/ny-fitiavako | NY FITIAVAKO | Zickanna | Dia ho tantaraiko eto ny tantaram-pitiavako
ka mba raiso ka vakio fa ho anao ry havako
raha vao niandoha monja ny fiarahanay
dia toa nahita anjely aho tamin'izay
na fiaina io na toetra na fihetsika ihany koa
fa tena mba nanaitra sady nampifaly fo
Dia lasa ny fotoana ary nandeha teny ny andro
dia mbola nitondra ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/hatreo | HATREO | MiséVonjy | Hatreto aloha ny foko, tokana safidy
dia ho an’ilay notiaviko fony mbola tsy hary
ny sentosento lava sy ny fiainana mangidy
dia ilay endrikao no fanafody raha marary
Fa no sedraina ny mangina sy ny fo tsy mitempo
ilay fitiavana mitsiry nameno izany fo
fa hiran’alahelo sy fo misentosento
no tontolon’ny fiainako... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsy-maintsy-miaritra/adala-ve-ahotohiny | Adala ve aho? | Zickanna | Eny latsapaka hoy aho
satria tsy mety lefo ny fitiavako
tsy mba nampihemotra aho
na dia vaky hatramin' ny vavako
ny tehamaina etsy andaniny
efa tsy lazaina intsony
ny eo ankilany moa
dia ny daka sy totondry
tsita tsony e fa refa voa
dia ny mivavaka no atao
nefa ho adala ve ilay Ray
hoe efa voa vao hitalaho ?... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/tsy-ho-resy | TSY HO RESY | MiséVonjy | Fa fo ngolingoly, trotram-pitiavana
no tsy maintsy hikalo, hiezaka hanadino
fa ireo lasana rehetra, mety ve ho Avana
ho maro lokom-pifaliana, asa...tsy mampino
'reo teny mamy rehetra, izay mba nifanolorana
nampisinda ny taraina, dia ho ako ve no sisa
tsy te-hino aho kanefa, satriko eny vorona
hitady toera-kafa, ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsy-maintsy-miaritra/adala-ve-aho | Adala ve aho? | Zickanna | Eny aho ry aiko
mafy zany tia
fa hiaretana avokoa
na daroka na tsia
tsy vitan' izany akory
fa ianao zary boto
sady izay koa
hampinanany maloto?
Tsy ianao no tamin' ny toerako
ka faly ianao mamaky
fa ho ahy ny fandeferako,ampy
hampitony ny ao anaty
Eny e !
adala angamba hoy ianao
no dia miaritra ny mafy ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/ny-tena-fifaliana | Ny tena fifaliana | raozigasy | Ny tena fifaliana, tsy ireo nozaraina
Na koa nosandohana, hampitsiky indray maraina
Fa ireo mampifaly ny andronao tontolo,
Ary maka laka, anao iray manontolo
Ny tena fifaliana, tsy ireo nibitahana
Fa ireo sady mamy, no ao am-po mibahana
Tsy ilay nampitselatra, tsiky vetivety
Fa ilay tsy mety ritra , ka isan’andr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lebenjamintf/fetinao-niany-babafiteny-sakalava | fetinao niany baba | lebenjamintf | Fetinao niany baba,
(fiteny Sakalava Bemazava)
Tiako hainao raha añaty fonakà ato
Amin’ny andra araiky ‘ty, karaha zato
Amin’ny niany fetin’ny Baba
Kay tsy haiko ny tsy hiarahaba.
‘Ndreto baka zahay zanaka
Amin’ny fetinao ziô
Manaokaña vavaka
Fotony tsy tafi-hañamia “kadô”.
Tsara hainao baba
‘Zahay ‘ndray la... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/fitia-anao | Fitia anao | raozigasy | Tsy hoe hanadino akory, raha toa ka nandao anao
Na hikaro-tanindrazana hafa, na hitady vola an-kilao
Fa naka saina kely monja, hahafahako mijery indray
Ny hoavy sy ny ampitso, sy izay mety aminay
Fa betsaka ny toeran-kita, maro koa ny soa sy tsara
Fa hoy ilay mpijhira izay, hafa ihany I gasikara
Fa tsy voatanisa ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-eja/tsy-maintsy-ho-tafita | Lasanao | ny eja | lasanao aho
tany amin'ny habaky ny nofy
nanadinoako ireo geja
nampahory namparofy. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/asandrato | Asandrato | raozigasy | Misaotra anao ry rahalahy, Amin’ny sitraka entinao
Misaotra anao ry rahalahy, maka fy ny teninao
Sady mbola ampiako hoe : mitsikia mirana endrika
Mifanohàna ry sakaiza, mba tsy hisy izay ho rendrika
Dia faranako toy izao : asandrato hiakatra avo
Io tenindrazantsika io, ka hitraka tsy ho lavo |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/tiako-ianao-ry-zanako | Tiako ianao ry zanako | raozigasy | Tiako ianao ry zanako
Na mamoha sasak’alina, na manditsaka am-pandriana,
Na tsy ahitako tory ny alina, na mitomany be kiriana
Dia tiako fa zanako
Na misintona ny volo, na mandrangotra tarehy
Na manao fihetsika bontolo, na manavesatra ahy mandeha,
Dia tiako fa zanako
Na mampijaly ny aiko, rehefa injay marary
Na ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/lay-malalako | 'LAY MALALAKO | MiséVonjy | niantso ahy lay olon-tiako, fa tomany hono ny fony
sendra olana anaty, mankarary mahalonilony
na dia lavitra aza izy, ilay fitia nifanolorana
nampitambatra ny aina, ka mankarary na tsy voatohina
nolazainy fa tsy rariny, fa miangatra ny tany
raha fitia ho fato-maty no sakana tsy anjary
fa toa sakana hono mantsy, n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/lasany-iny | Lasany iny | raozigasy | Lasan’iny, lasany any,
Tsy hetraketraky ny tany
Fa sangy ratsin’itsy habaka
Mampirotsa-dranom-bavaka
Lasan’iny, lasany any
Norobainy ilay vinany
S’ilay nofy mbola mamy
Nindaosiny any lavitra any
Lasan’iny, lasany any
Ilay fo latsa-tomany
Fa maninona ry tany ?
No anjarako izany ?
Lasan’iny lasany any,
Iovan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/tsy-fidiny | Tsy fidiny | raozigasy | Tsy fidiny indrisy,
Kanefa efa nisy
Habadoa-nibodo,
Vovo tao am-dobo
Ka iny izy roboka
Ary koa nitsoboka
Avy eo dia nibaboka
Resy ka nidaboka
Ka teo no voavira
Sy voakirakira
izy ilay nijabaka
Tonga dia nibabaka
Hany sisa heriny
Miaina ny ireriny
Milanja izato feriny
Tsy mety hoe averiny
Bikina ny bikan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/kanefa-e | KANEFA E ! | MiséVonjy | Resy aho akia, ka tsy tanako tsy hirotsaka
ny ranomasoko hikoriana hamonto ito tavako
fa nikiry ihany isika, nisintona tsy ho latsaka
Kanefa e! indrisy, resy re rahavako.
Nantsoin-tsika ny vintana, hanitsy izany dia
fa mamy tamin-tsika, ny lasa izay niharahana
na volana na kintana, nantsoina ihany koa avia
Kanef... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/tsiahy | TSIAHY | MiséVonjy | Rehefa iny folaka iny, ka mihilana ny andro
dia lasa lavitra ny saiko, mahatsiarotsiaro
ireo izay mba notiaviko sy nanokatra masoandro
indrindra ilay tokana, nohavahako tamin’ny maro
Mitamberina ny tsiky, mialoalo ny tarehy
manokatra tsiahy, mangolingoly ny ao anaty
fa sary kanto loatra, noravahany hehy
no tahir... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/raki-tsarobidy | RAKI-TSAROBIDY | MiséVonjy | Fa na niezaka aza aho, ka nikosoka ny lasa
Namadika mihintsy, ny pejin’ny fiainako
Ireo zava-bita niainana, indro toa mandatsa
Fa kanto sady mamy, tsy takatra fisainana
‘Lay ranomasoko nirotsaka, nofaonao malefaka
Tsy nahatanty ilay safo, nasetrinao ny oroko
Zary lasa tondra-drano, nandrakotra ny tenako
Difotr’h... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/ilay-ranomasoko-iny | Ilay ranomasoko iny | raozigasy | Ilay ranomasoko iny
Ilay ranomasoko iny, tsy tomany iny akory,
Na koa sentosentom-po , na vetsovetson’olon’ory
Fa hiram-po izay leom-pitaka, vetson’olona mangina
Raha nahatsiaro fa voahitsaka, ireo voady s’ireo dina
Ilay ranomasoko iny, tsy tomany velively,
Fa zoton-trakan’ny tsy resy, raha voa mafy sy voavely
A... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amn-arialy/ny-fitia-afina-tantara | Fitia afina tantara | AMN (Arialy) | Aty antany lavitra aho no mahatsiaro
ilay fitia fahazaza, ilay tsy nifangaro
tsy nahalala oe hatraiza ny halalina
ka tsy nieritreritra sy koa nandalina
ankehitriny samy efa lehibe ka matotra
mahalala ireny ho tantara hoe mamatotra
Teo amorontsiraka aho no nanao kisary
ny nataontsika fahiny, ilay nividy fary
na... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/aza-fohazinao-ny-lasa | Aza fohazinao ny lasa | raozigasy | Aza fohazinao ny lasa, fa aleo izy hilevina any,
Aza asian-teny intsony, fa ataovy lavitra ny tany
Aza anaovan-todi-doha, fa ny lalanao no zory,
Ny famohazanao azy, tsy hampiova inona akory
Aza fohazinao ny omaly, fa aleo izy hijanona any
Aza atsidika any akory, izany lalan’ny vinany
Aza andefasana tsiahy , aza a... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/mahereza | Mahereza | raozigasy | Ny alahelonao anie, ka alaheloko ry foko
Irony jalinao anaty, iarahantsika mitoloko
Irony ranomasonao, dia toa niloatra avy anatiko
Irony hirifirinao, marary ahy re ka tsy tantiko
Mifanalavitra isika, be ny elanelan-tany
Na izaho na ianao samy tsy mahazaka izany,
Itambarako aminao, ny alahelo, fahoriana,
Noho it... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/maty-aho | Maty aho | raozigasy | Maty aho hoy ianao
nefa ny feonao, manonona izany,
mamy dia mamy
Maty aho hoy ianao,
nefa ny sefonao, mandravaka ilay feo
mbola velon'eo
Maty aho hoy ianao,
nefa ny masonao, mikimpy tsy mitony
manaraka ny fony
Maty aho hoy ianao,
nefa ny fonao, midoboka imbetsaka,
ny tratra mila hitresaka
Maty aho hoy ianao... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zozoro/tsiahy | TSIAHY | ZOZORO | HIRAN'NY FO
Nahoana ianao no mitomany ?
Tsia fa hira ihany izany.
Hiram-po misentosento
leon'ny fitaky ny eto.
Hira enti-mahatsiaro
irony lasa nifangaro
sy ny voady sy ny dina
notononiny mangina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amn-arialy/fitaka-fitia | fitaka fitia | AMN (Arialy) | mangidy sy mafaitra
ratsy tsiro ka tsy laitra
ilay fitia nambabo ahy
nampisaringotra fanahy
nanafana ahy toy ny afo
niharo trano toy ny tafo
noheveriko fa tena ho ahy
ilay fitiavanao nefa hay...
fitiavana ny tena ihany
izay efa misy hafarany
fa tsy fitia nisy fo babo
tsy nanandratra ho avo
ilay fitiavako ma... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/mody-masoandro | MODY MASOANDRO | MiséVonjy | Rehefa iny folaka iny, ka mihilana ny andro
dia lasa lavitra ny saiko, mahatsiarotsiaro
ireo izay mba notiaviko sy nanokatra masoandro
indrindra ilay tokana, noavahako tamin’ny maro
Mitamberina ny tsiky, mialoalo ny tarehy
manokatra tsiahy, mangolingoly ny ao anaty
fa sary kanto loatra, noravahany hehy
no tahiry... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amn-arialy/fitia-manova | fitia manova | AMN (Arialy) | moa tsy ianao no hoe nilaza
oe efa lehibe sy tena matotra
ka tsy hitaba sy koa hivazavaza
fa hanaja, hiahy sy hatahotra
moa tsy ianao koa no niteny
fa ireny ditra sy teny ratsy
izay nolavina sy bedin'i neny
dia manary toa mahalany vatsy
moa tsy ianao no nitaraina
fa ny toaka sy rongony moa
no mahavery sy mam... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/mbola-hisy | MBOLA HISY ? | MiséVonjy | Mbola hisy ve ny teny, hilazako ny fitiavako
fa tsisy miafina aminao, ny tontoloko rehetra
eny hatramin'ny tomany, nampakovitra ny vavako
sy ny hiam-pifaliana, nanao am-boletra
Mbola hisy ve ny teny, hilazako ny tantara
niainako irery, nozaraiko taminao
fa fantatrao daholo, na ny tsy ambara
niafina tanaty, tsiam... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/misy-fotoana | MISY FOTOANA | MiséVonjy | Misy ny fotoana hitamberenanin’ny lasa, manditsoka ny fo
hisampotenan’ny tsiahy, mandratra ny ao anaty
k’ireo nohadinoana rehetra sy nalevina ho lo
no manangatra mahaory fa mitsangana amin’ny maty
Tsaroako ‘lay fotoana toy ny sasa-kalina
nilazanao ‘lay teny nampirotsaka tomany
f’izao tontolo izao na atoandro aza ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/any-aminao-ny-mamy | ANY AMINAO NY MAMY | MiséVonjy | Fa fitiavana izany, tsy hay ny hangina
raha tojo 'lay malala, 'lay tokana niriana.
Na ny lanitra aza mantsy, nolazaina fahafito
Voaanika hatrany, mety ho tonga im-pito
Fa adala izay tia ka tsy mitango 'lay voasary
notadiavina hatrin'ny ela, notehirizina toa sary
ireo volony misafoto, mandrakotra ny ondana
dia fi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/maso-adala | Maso adala | raozigasy | Maso adala
Teo am-poto-tsolosaina, raha nibanjina anao
Dia nironga-betivety, ilay fanahy tanaty tao
Ka namosaka an-teny, ireo fijeriny ilay sary
Tena kanto loatra lahy, ilay masonao mibary
Dia nifantoka ihany, ka nandalina ny maso,
Moa tsy ianao indrindra va, ilay sary mpiantso andraso
Ka mampamikitra ny jery, ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/taminao-no-tena-mamy | Taminao no tena mamy | raozigasy | Dia nifamaho tao an-dohako, ka naveriko tan-tsary
Ireo rehetra vitantsika, ka nisesy sy nibary
Ireo ditra vokatra fitia, ireo fitia natera-ditra
Nivadika ho loharano, sy fitiavana tsy ritra
Mbola voarakitro ao anaty, ilay isika roa indray alina
Nifanandrana fitia, nifampitsapa ny aty lalina
Nifampanojo ilay filàn... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/aleo | Aleo | raozigasy | Ireo taloha izay niainana, zary nivadika ho angano
Ireo kotaba sy korana, tantara efa lasa rano
Ireo alahelo nampijaly, s’ireo hafa nampiferitr’aina
Efa nafoy, sy nohadinoina, efa nofafan’ny saina
Fa nivadika ny dina, nivily lalana ny voady,
K’ireo teny mamy notsitsiana, lasa niova tenin’ady,
Ka ny mety sy ny tsa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/vadiko-a-tiako-ianao | VADIKO A TIAKO IANAO | raozigasy | Vadiko a “tiako ianao “
Izay ilay teniko,henonao
Raha vao misokatra ny vavako
Satria tiako ianao rahavako
Vadiko a, “tiako ianao”
Izay koa ilay voambolanao
Fataonao ambentin-teny
Rehefa amiko ianao miteny
Vadiko a, “tiako ianao,”
Izay ilay teniko sy ianao
Tenintsika roa mitambatra
Iombonam-peo tsy miambatra
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/nofohaziko-ny-lasa | Nofohaziko ny lasa | raozigasy | Nofohaziko ny lasa, ka natamberiko an-tsary,
Ireo tantaratsika omaly
Ireo teny mamy sy angola, mbola tazako mihary
Ka ny foko mbola faly
Ireo hantahanta sy angoty, mbola henoko ny akony
Misiotsioka anatiko ao
Ireo dolan-tsandrinao miampify, misakambina ahy ny rakony
Mivetsovetso hoe tiako ianao
Nofohaziko ny la... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/mbola-hisy-ve | MBOLA HISY VE ? | MiséVonjy | Mbola hisy ve ny teny, hilazako ny fitiavako
fa tsisy miafina aminao, ny tontoloko rehetra
eny hatramin'ny tomany, nampakovitra ny vavako
sy ny hiam-pifaliana, nanao am-boletra
Mbola hisy ve ny teny, hilazako ny tantara
niainako irery, nozaraiko taminao
fa fantatrao daholo, na ny tsy ambara
niafina tanaty, tsiam... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/nivadika | Nivadika | raozigasy | Nivadika ho teny maina, ireo arirarirantsika,
Nivadika ho kabary moana, ireo angano vitantsika
Ka ireo lalana niraisana, ireo fitiava-nozinara
No niaraka nisintaka, f’efa rava ny tantara
Kanefa anie ireo teny maina, no navadiko ho antema
Ary ireo kabary moana, nataoko tsantam-panekena
Ka namoronako an-kalo, ireo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/naparasany | Naparasany | raozigasy | Fa naparasaky ny foko
Ilay fitiavana tanatiny
Ireo dongy sy henatra nioko
Tonga dia nampirongatiny
Dia naboraky ny vavany
Ilay fitiavana nafeniny
Ka ilay sadaikatry ny tavany
Taratr’ilay feo teneniny
Satria tia anao ny fony
Fa tsy hainy nogejaina
Tsy voafehiny intsony
Ilay fitia niferitr’aina
Ka naparasany ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/raozinao | Raozinao | raozigasy | Raha tonga ny hafanana, k’hidanika ny andro
Ilay raozinao tanora, tsy avelako ho kina
Ataoko tsara aloka,tsy ho azon’ny masoandro
Ka ho soa ny fivelarany, rehefa ao aoriana
Raha mijoy sy avy ny orana, na koa hisy tselatra
Na kotroka migodona, na rotsaka havandra
Ilay raozinao eloiko, hahafahany mivelatra
Hibanji... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/marina-ny-anao | Marina ny anao | raozigasy | Ny hasarotam-piaro, ekeko ry sakaiza
Hoe ilaina ihany, fa lalana mitaiza
Kanefa tsy ekeko, ilay diso lasa loatra
Fa mampihidy an-trano, sy tsy mampivoatra
Ny hasarotam-piaro, ekeko hoe fefin-tsaina
Tsy hampisodisody, ireo zava-tsy ilaina
Sady fiarovana, no sakana sahady
Ho an’ireo rehetra, tsy te handia ny vavah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/fenoy-fitsikiana | Fenoy fitsikiana | raozigasy | nandrasako mihitsy, hisasaka ny alina
hahafahako mampiainga, ilay fanahy handalina
hanovo teny mamy, ho an’ity fotoana
hiarahabana anao, noho ity tsingerin-taona
tratry ny fety ianao, dia mirary soa
ho salama hatrany, tahian’ny Tsitoha
ireo hetahetanao, ho vita sy ho to
ireo faniriana anie, tanteraka avokoa
dia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dox/antso | ANTSO | MiséVonjy | Sendra mba nitopy, ity masoko nijery
hendratra ny foko, nahatsiaro ho irery
fa toa any aminao, lay fanalahidy
notadiaviko hatrin'ny ela...tsy tadidy
Fa taiza ianao... notadiaviko efa ela
tao anatin'ny tsy fantatro sy ny sisa mba tavela
fa nandalovanao ny masoko, ny foko tao anaty
velombelombolo aok'izany, tondra... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/misevonjy/antso | ANTSO | MiséVonjy | Sendra mba nitopy, ity masoko nijery
hendratra ny foko, nahatsiaro ho irery
fa toa any aminao, lay fanalahidy
notadiaviko hatrin'ny ela...tsy tadidy
Fa taiza ianao…notadiaviko efa ela
tao anatin'ny tsy fantatro sy ny sisa mba tavela
fa nandalovanao ny masoko, ny foko tao anaty
velombelombolo aok’izany, tondrak'o... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/ato-anatiko-ato | Ato anatiko ato | raozigasy | Ato anatiko ato
Misy tsy an-kiato
Filàna mivaivay
Hoe aminao miray
Ato anatiko ato
Misy fo tsy vato
Mampiaka-mari-pana
Tsy tanty sy tsy tana
Ato anatiko ato
Misy vovo, harato
Te hamatotra anao
Aminao te hanao
Ato anatiko ato
Efa zato isan-jato
Ny bitaka sy heta
Misaina vetaveta
Ato anatiko ato
Miandry ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/mifona | Mifona | raozigasy | Eny, ezahiko halalinina,
Ireo alahelo nofihinina
Eny ezahiko takarina,
Ireo verimberin-teny farina
Eny ezahiko hofakaina
Ireo vetsonao ry aina
Ao fa hiezaka aho hisaina
Ireo zavatra mandreraka aina
Ao fa hiezaka aho hahalala
Ireo harerahanao ry lala
Ao fa hiezaka aho hamototra
Ireo fihafiana mampifofotra
Mi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/indrisy | Indrisy | raozigasy | Ilay antsontsika iny, nifanaovana tsy tana
Dia mbola sarina fitia, voararan’ny lalàna
Nefa dia natao ihany, noho ny antony tsy hay
Sa fitiavana nifoha, no saika hiredareda indray ?
Ilay antsontsika indray maraina, tsy nifanome fotoana
Toa tarataratra fitia, mbola maniry ny hihaona
Ary ilay am-polo taona, izay nan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/hifampizatra-sa-hifampanantena | Hifampizatra sa hifampanantena ? | raozigasy | Toa lasa zatra lava izao, mandray ny soratananao,
Efa zatra mihitsy aza, mahazo teny avy aminao
Tena zatra , zatra foana, hoe hamaky anao indray
Za-dratsy aza moa ny farany, ka isan’andro dia maimay
Nozarinao ve moa no antony ? sa nampazatra tena koa ?
Sa nozarin-dRafahazarana ? ka tsy nampiasa loha sy fo ?
Man... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/fatomatin-ny-fitia | FATOMATIN NY FITIA | raozigasy | Ilay fiefonefon’ny fonao, rehefa injay manoroka ahy,
Ilay herisetran’ny fitia, tsy misala na miahy,
Ilay hasahiana menamenatra, toetra itiavako anao,
No maika koa mampamololona, ilay fitia nomeko anao
Ilay kaikikaikitra fanao, ireo tsentsitsentsitra tianao
Ilay safokely arahin-drangotra, fifanairako sy ianao
Ilay... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/hasarotam-piaro | Hasarotam-piaro | raozigasy | Jery diso lalana, banjin-diso refy
Dia iny ianao kitaina, toa olona mihoa-pefy
Hafatra nofohezina,teny nampitaina
Dia mampisafoaka, sy mampiferitr’aina
Tsiky voatsipalotra, sangy tsy voafehy
Dia mampibontsin’orona, mampivindina tarehy
Seza nifanatrika, kasika tsy nahy
Dia mampivotirika, ilay maso be ahiahy
Aret... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/oroka-mahery | Oroka mahery | raozigasy | Orokoro-mamy, nanaitra ny filàny
No natolotrao, niampy hoe andao
Orokoro-mamy, nanaitra ny hafanany
No nampitanao ny hafatra, manao hoe izao dia izao
Oroka fitia, tsy nisalasala
No nandoranao, ilay afom-batany,
Oroka fitia, tonga dia nijoala
No nandrehetanao, ilay redam-pirongatany
Oroka mahery, hendratrendra-p... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/irery-9 | Irery 9 | raozigasy | Irery miady saina
Ka miferitr’aina
Fitanisana olana
No mameno ny voambolana
Irery vaky loha
Mikatsaka ny soa
Tsy misy mba manoro
Ka ny fo torotoro
Irery tojo olana
Ts’isy mba misolana
Na olona iray
Hizara izany vay |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/vola-sa-fitiavana | Vola sa fitiavana | raozigasy | Efa ela aho naniry, hoe hivarobarotra
F’io tontolo io, tena tontolo sarotra
Fa be ny mpanambaka, be ireo mpisoloky
Be ireo mpamitaka, mangalatra dia voky
Efa ela aho no naniry , hoe hividividy
F’io tontolo io, maro fehy sy didy
Ka raha vao kely an-tanana, izay entinao ho sanda
Tonga ianao dia resy, tsy afa-mihoa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mandefitra/zandry-a | Zandry a! | Mandefitra | Zandry a!
Ankafizo aloha ny fahazazana
Fa aza maika ny ho lehibe!
Raha mbola misy dada sy neny hihantana
Tsy aleo misakafo de avy eo mihomehy?
Vao miana-mandady ialahy dia tsarovy:
Ho mongo lohalika sy haloto tanana,
Ny mofo sy nono leroa tsy mitovy
Maika fa vary sy ny laoka anana!
Rehefa injay ka mahay mandeh... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/bikaiko | BIKAIKO | raozigasy | Bikaiko ianao , banjiniko,
Ny tananao fihiniko,
Misento tokana aho,
Amin izay sahisahy,
Milaza ny ao am-poko,
Na dia an-tsokosoko
Izao teny tsotra izao
Hoe Tiako loatra ianao |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikemba/neny | Neny | ikemba | Raha mba teto mantsy ianao.....
Tsy nisy ny andro toa izao!
Lanitra tataovan-drahona,
Embona toa hafahafa,
Maraina rakodrako-javona,
nefa tsisy iaraha-mitafa!
Nankaiza irony hafaliana?
Lasanao nanaraka any...;
Ilay fiainana tsy misy ahiana?
Nofinofy sisa izany!
Banga ny ankanitsika,
mangina koa ny fiainana e... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsimbotry | TSIMBOTRY | Fredy Jaofera | TSIMBOTRY
Tsimbotry niaraka ihany
ka adrisa vao nifanary
raha nandatsa-tomany
izy iny fa very voasary.
Tsimbotry niray hafaliana
ka adrisa mila ho fahavalo
raha ory sy be hakiviana
‘ty fony fa tsy afa-mikalo.
Tsimbotry malalany ianao
ka adrisa naleony nandeha
no vitan' izy iny tao ho ao
raha lavo sy trotrak... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/na-tononkalo-aza-sisa | Na tononkalo aza sisa | raozigasy | na tononkalo aza akia
no teny mamy omeko an-dry
dia tsarovinao hatrany
fa vokatry ny fo izany
na anadahy aza sisa
no ataonao tanisanisa
avetsovetsonao ho ahy
dia ekeko tsy manahy
na tsy mihaona aza isika
noho ny antony efa hita
dia tsarovy fa ny foko
tia anao antsokosoko |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/anaranao | Anaranao | raozigasy | Toa henoko noloarana, tanaty fahatsiarovana
Ilay anaranao, tsy resim-pahalovana
Ka nampiontan-doboka, ilay foko efa nitony
Sy nanaitra indray, ilay tsy nafoha intsony
Natamberinao, ry lasa nisakodina
Ilay anarany iny, ka ny saiko nihodina
Tsy nahatombin-tsiraka, fa toa azom-panjaitra
Ilay tao anaty tao, ka some... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/izay-no-vita-ny-tantara | Izay no vita ny tantara | raozigasy | Izay no vita ny tantara
Tsy natao antsika ilay anjara
Tsy hitako izay ambara
Aleo ho rava raha tsy tsara
Izay no vita ny tantara
Ratsiratsy ilay fiafara
Kanefa atao ahoana moa
Izao no sahaza antsika roa
Tsy hanontany tena intsony
Hoe tsy hitempo ho ahy ny fony
F’izay ny lalana finidiny
Izaho no mizaka ny saf... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/irery-8 | Irery 8 | raozigasy | Irery sasak’alina
Fotsy torimaso
Ny maso mihalalina
Mitanisa ankaso
Irery diavolana
Ny anaty ontsaontsa
dia mitanisa olana
Ka ny fanahy no tsontsa
Irery an-davarangana
Mandefa vetso lalina
Ny tsiaro ts’isy miangana
Manamaizina ny alina |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fitiavanandriamanitra | FITIAVAN'ANDRIAMANITRA | Fredy Jaofera | FITIAVAN’ANDRIAMANITRA
Toy ny ranomasimbe
ny fitiavan’Andriamanitra,
tsy voarefiko eto re
na mety koa voafangitra.
Toy ny habakabaka iny
ka mbola tsy hita fiafarana,
misy foana ankehitriny
sy mamirapiratra hatsarana.
Toy ny tany manontolo
ka mavesa-danja aok’izany,
tsy mahalala bobongolo
fa mbola masina eto... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/sunny/diso-hevitra | Diso hevitra | Sunny | Mihevitr’ise fa mitovy torosy
Ny olon-drehetra ambon’ny tany.
Ny mahantra kosa, indrisy, voahosy
Voahilika foana amin’ny lalan-kombany.
Mihevitr’ise tsy mijaly izy ireny
Voatondronao molotra isa-minitra,
Dia aleony miondrika tsy mba miteny
Hampionona ny fony zary hitritra.
Mihevitr’ise tsy olon’izy ireny
Fa fa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/ela-loatra | Ela loatra | raozigasy | Fa fony tiako ianao, Tsy azonao an-tsaina
Ilay adalam-panahy , niainako ry aina
Fa nofenoiko anao, ny fiainako tontolo
Ny nofiko rehetra, lasanao daholo
Kanefa
Ianao nanodin-jery, ninia tsy te hahalala
Ilay fangalam-piery, te hataonao malala
Ianao ninia nikipy, sy nanodin-doha
Tamin’ny jery vilako, nalefako nia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/sunny/ny-vilia-bakoliko | Ny vilia bakoliko | Sunny | Avy dia nianjera…
Vinakianao sahady
Mbola tsy amin’ny lera
Ny vilia bakoliko !
Jereo ny akanjonao
Rah’tsy feno rà !!!
Lozako eny lahy !
Ho bedy aho ‘zao
Raha vao
Fantatr’i neny
‘zao hadalako ‘zao.
Vinakinao sahady
Tsy mbola tamin’ny lera
Ny vilia bakoliko !!! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/maeva74/ilay-fihetse-poko | Ilay fihetseham-poko | maeva74 | Tao ambadik' ilay tsikiko, nisy alahelo niafina
d' ilay hafaliako ihany no nivadika ho tomany
teny anelanelan' ireny rehetra ireny
nisy fo nidibodoboka, tsy laitra notenenina
naditra no sady be marenina
Teo amoron' ireo molotro, nisy tsiky saika hiseho
kanjo ilay masoko no nanganohano nitoreho
tao an-tratrako, n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/zaraiko-anao | Zaraiko anao | raozigasy | zaraiko anao ilay fifaliana
zaraiko koa ilay faniriana
hanamafy ilay fitia
hifamatorako amin-dry
zaraiko anao ilay ahiahy
ilay tebitebin'ny fanahy
ilay hasarotam-piaro kely
matetika izy no mamely
fa fitiavana no ambadiny
na dia ratsy aza ny adiny
ka mahabe fanontaniana
hoe manao inona ilay tiana
dia tafandr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/hetsiky-ny-foko | Hetsiky ny foko | raozigasy | Ilay tsikiko nitsiky, mody nitsiky ho anao
Ilay hafaliako iny, niniako mba natao
Fa ny tao ambadiny, alahelo mafy
Sarotra nafenina, sarotra nihafy
Fa teo imolotro ihany, ilay tsiky mody faly,
fa ny tao am-poko, latsa, kiana, jaly,
ny tao an-tratrako aza, afo be mijoala,
nandoro izato foko, miseho tsy te hahalala... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/tsy-nahagaga-ahy-akory | Tsy nahagaga ahy akory | raozigasy | Tsy nahagaga ahy akory , raha korian-dranomaso,
No nasetrinao ireo lasa, s’ireo nindaosin’ny ankaso
K’ilay ranomaso amorom-patana, nijoy tan-takolakao
Noho ny hanina an’I neny, sy I zoky izay nandao
Tsy nahagaga ahy velively, raha naratra ny fonao
Tsy noho izato adim-piainana, mianjady lava izao,
Fa noho ireo l... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/sunny/malala-a | malala a ! | Sunny | malala a !
Angamba ho tezitra ny Tompo
Amin’ny fitiavan-tena disoko
Fa ny momba antsika hatrany
No hany mba fangatako
Rehefa mba mivavaka aho !
malala a !
Angamba ho tezitra ny Tompo
Ka tsy hamaly intsony intsony
‘zay ho ranom-bavako
Fa ny aminao foana
Sy izay momba anao
No hiraiko isan’andro
Rehefa mba m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/raha-tia-ahy-ianao | RAHA TIA AHY IANAO | Miarantsoa Anicet | RAHA TIA AHY IANAO
Raha tia ahy ianao
Dia aza manindao.
Aza mihevitra ny hihery,
Aza mihetsika mahery;
Tolory ahy moramora
Ny fonao ry tanora.
Hiandry anao aho androany.
Hiandry an-tokontany,
Hampandrosoiko ianao,
Ho ao an’efitro ao!
Hosorana tantely
Ve ny zanaky ny Anjely?
Hovontosako orokoroka
Fa zaza ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikemba/aza-gaga-ianao | Aza gaga ianao! | ikemba | Aza gaga ianao,
Raha toa ka nirotsaka ny ranomasoko iny amorom-patana eo!
fa manimanina aho.....
Manina an'i neny, ilay ony fitodiako saingy efa lasana...
manina ny zoky nahafoy an'Iarivo noho i ravola ihany,
manina ilay tiako nofisiko mangina am-poko lalina ao,
ka aza manahy ianao!
fa tsy ianao akory no hoe nan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/ilay-nofiko-alina | ILAY NOFIKO ALINA | raozigasy | Ilay nofiko alina !
tantaraiko anao
asa re fa lalina
k'aza hihomehezanao
fa nanonofy aho
nofy adaladala
hoe izaho sy ianao
mifampiantso hoe malala
mifampizara fiainana
alina sy antoandro
miaraka mifoha
dia miara-mandro
mifampizara tafo
andraikitra, adidy
ny zavatra atao,
iaraha-mitadidy
mifampizara nofy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikalakely-rota-ramy/manina | Manina an'i neny,ilay mamiko,ilay tsy foiko... | Ikalakely Rota Ramy | Manjomotra ny androko
Maizina ny lanitro
Takona ny masoandroko
Ravarava ny tontoloko
Tonga indray ilay anina
Tsiaro tsy azoko ioarana
Sento tsy misy fiafarana
Alahelo tsy hay ho fafàna
Dia tomany teo indray izato foko
Nanembona raha iny injay tsaroako
Ireo taloha ilay fahazazako
Ilay hanitrao zary hany mamik... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/petakasoa/ianao-no-anjarako | Ianao no anjarako | Rabetokotany Latiana (Petakasoa) | IANAO NO ANJARAKO
Tiako ianao ry ilay malalako
Ilay tolo-janahary mamy
Notendreny ho ANJARAKO
Hiarahako hanorina akany
Izao vao voafinidiny
Ny fotoana hiarahantsika
Faly aho fa nisy vidiny
Ilay faharetako tsy nipika
Indro raiso ny fitiavako
Ry nandrasako hatry ny ela
Fihino mafy izany tanako
Tazony hatrany ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/ianao-no-tontoloko | Ianao no tontoloko | raozigasy | Vao miandoha ny marainako
Vao ilay taitra ny fisainako
Dia efa feno anao ny fiainako
Mandritra ny tontolo androko
Ianao mihitsy ilay masoandroko
Ka ny hahitana anao tsy andriko
Rehefa alina indray
Ianao ilay nofy mamy iray
Iondankondanan’ny fanahy |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/ilay-aliko-iny | Ilay aliko iny | raozigasy | Ilay aliko iny nofenoiko anao,
ka sarinao mitsiky no nanemitra azy,
feonao miangola, no manako am-bazivazy
safonao malefaka, no nampitony fo
paradisa an-tany no nisy antsika roa
Ilay aliko iny, nozaraiko taminao,
ka orokoro-mamy,no rojo nampitambatra
tan-tsafo zavon-tany isika no nihasambatra
ny tananao nandalo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/iray-volana | IRAY VOLANA . . . | raozigasy | Iray volana izay
Eny, iray volana monja
Ilay isika samy may
Nidobo-po nanonjanonja
Iray volana izao
Nefa toa efa zato taona
No notiaviko ianao
Ary ho tiako , tiako foana
Iray volana izay
Ilay antso an-tariby
Ianao naheno tamin’izay
Avy hatrany koa dia tia
Iray volana sahady
Ilay sarinao nihetsiketsika
Ka... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/riva-ando-andriamalala/androany-fotsiny | ANDROANY FOTSINY | Riva | Alina ny alina
mangina ny tontolo!
fa any ivelany any
alika mitomany
sy siokam-borondolo
...mampitsangam-bolo!
Noro a,
raha toa tsy mandry ianao dia
sahala isika roa
malaza ratsy mantsy ity tanàna ity
hoe feno matoatoa
sy misy kalanoro
ary io harivca io koa
dia reko reo vehivavy
teo ampatsakana nifampidoh... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mampionona/mafy | Mafy.. | Mampionona | Mafy...
Raha miaina ianao,
dia ahatsiaro ny alahelo
izay atosaky ny tany.
aminavina samirery,
ny amafin'ny fiainana.
Ilaza ianao indray andro any,
fa hoe: mafy anie ny ienjehana
amin'izany tsy fananana ...
sy ireo famavomavoana...
ka mampitroatra, ... mampahatezitra.
Iza ary no sahy ilaza,
fa hoe: tsy mba m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/atonamia/atao-ahoana | Atao Ahoana | Atonamia | Mba hanontany anao aho ry olon' iny izay miserana
Mba hampio hilazao fa tsy manan-k'hianteherana
Atao ahoana ny hanadino mba tsy hitohy izato ratra
Ny alaleho sy ny hanina, 'zay mila hahavaky tratra
Eny iky mba lazao, inona no fanafody
Misy ve, ambarao, sanatria tsy miantso tody
Fa mafaitra 'zany tia ka hialana s... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/petakasoa/herisetra | HERISETRA | Rabetokotany Latiana (Petakasoa) | Atolotra ny "Association des Chrétiens pour l’Abolition de la Torture (ACAT) de Madagascar" ho fankasitrahana ny asa sahaniny.
HERISETRA
Hiravo ve ny fo
Raha vady anaovantsoa
Sy karakaraina tokoa
No mampiasa HERISETRA
Mandavo, mahavoa
Ho mirana ve ny saina
Raha vady lalaina
Tiavina sy hajaina
No mampiasa HER... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mitia | MITIA | Fredy Jaofera | MITIA
Mitia olon-tsy hita
manadala
raha any am-pita
sy toa malala.
Mitia olon-tsy re
manaratsy
ny fitia izay mandeha
ho tsy vatsy.
Mitia olon-tsy azo
manaporofo
fa hay voninkazo
ka dia niofo !
Mitia olon-tsy tia
manapoizina
‘rony fo hiara-dia
raha voizina. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.