url stringlengths 43 292 | title stringlengths 0 91 | author stringlengths 0 50 | content stringlengths 31 62.1k |
|---|---|---|---|
https://vetso.serasera.org/tononkalo/samuel-ratany/embona-3 | Embona | Samuël Ratany | Embona
Ho an'i JJ Rabearivelo
Noho ny "Coupe des cendres"
Fa hay ve ny rivo-mandalo dia sahy
Nanaitra tsy satry ny foko natory,
Ka nety nitondra fitserana ho ahy,
Dia tsetra nipongatra tsy hitako akory !
Ny saha fatorian'ny fanadinoana
Dia efa nangina sy ntaolo dia ntaolo,
Fa rakotry ny andom-pisentosentoana,
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/scotlandyard/minitra-roapolo | MINITRA ROAPOLO | SCOTLANDYARD | Dia tapitra ilay feo,
Dia nangina teo
Ilay bitabita-poko
Niverina eto an-tany
Ilay nofy zary lany
Kanefa tsara loko
Minitra roapolo
Nefa hahasolo
Telo androm-pahasambarana
Ilay veloma heno
Fohy nefa hameno
Ny herinandro hifarana |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/tononkalo-malagasy | TONONKALO MALAGASY | raozigasy | Ianao ry tononkalo, no namako sy arofaninko
Ianao ry soratsoratro, no fefy miaro ireo vinaniko
Ianao ry diam-peniko, no lalam-piainana alehako
Ianao ry teny mamiko, no tabiha sy reharehako
Ianao ry teny malagasiko, no fizarako ny hetaheta
Ianao ry teny kanto indrindra, no nahatonga ahy ho poeta
Ianao ry teny izay... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mtahiana/ilay-tiako-1 | Ilay tiako | M.Tahiana | Manahoana ianao ry tiako
Inona no vaovao
Mbola tia ahy ihany ve
sa efa nahita vaovao
Manahoana ianao ry tiako
Aiza ny fitiavanao
Malahelo anao ny foko
Te handre ny fofonao
Aiza toa tsy hita intsony
ireo safosafonao
Ka dia rambontsaka sisa
no analana hamohamo
'Reo orokoroka fahiny
zary nofy nampatory
nosol... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/madaiesdanny/tiavo-ihany-izy | TIAVO IHANY IZY | MADAÏES(danny) | Ity misy hafatra kely mba tiako holazaina,
ho anao ry malala ,ho anao ry lalaina.
hafatro ity ka de tiako ambaraina,
Tiavo ihany izy f'izaho ity malaina.
Efa nataoko ihany re izay mety,
niady mafy aho ka tsy nanaiky resy.
fa saingy manaja ny zon'ny fitia
koa raha izy no tia "avelao aho akia"
tsy satrin'ny foko ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/madaiesdanny/amiko-ny-tia | AMIKO NY TIA | MADAÏES(danny) | Teraka tam-poko 'lay fitiavan'olon-tokana,
Teraka tsy nahy ,na tonga toa sompatra,
Teraka dia tia,nitia ka nania,nania ilay fitia.nifidy koa satria ,!
Heritreritra hasambarana,ny hanana namana,
Nitady fiadanana kinanjo nofo mangana,
aretina hafa kely aretim-po miaro fery
Ratra tsy hita maso anaty toa akaso
Mandr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-ary/sedra-setra | SEDRA! SETRA! | NY ARY | Sedra angamba no ilazako?
Ilay fitiavako nifoha!
Satria,vao nanomboka namelana
Dia nalazo,ary lo
Sedrasetra ireny...
Setram-pitiavana,setran'olon-tiana
Setran'ny ankaso?
Sedran-dranomaso!
Rahoviana moa, ny fitiavana?
No tsy arahin-dranomaso?
Sy arahin-tabataba?
Rehefa leo mibabababa:
ny sedrasedram-pitiavan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/madaiesdanny/ny-sora-tanako | NY SORA-TANAKO | MADAÏES(danny) | Ny sora-tanako vetson'ny tiana
Homeko zay liana sy sondrisondriana
Ny sora-tanako ho enti-manitsy,
Hanatsara, hanafaona ny mangirifiry
Ny sora-tanako tsy ho an'olon-tokana
Fa ho an'ny rehetra zay tojo ny sompatra
Ny sora-tanako dia isan'ny ampinga
hanitsy ny ho aviko mba tsy handringa
Tsy ho entiko hanandratra ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/pissoa/tsisy-tandroka | Tsisy tandroka | Pissoa | Angamba kosa tsy ho ditrako
Raha izaho no sahy hijoro,
Sy hitsangana ho fahavalo.
Tsy izay no tena sitrako,
Fa ialahy mampihorohoro,
Ka izaho koa tsy himalo.
Ry ilay tokony ho modely,
Ilay tena ray niteraka
Rehefa iny isika tafavory;
Hay hatramin'i bavy kely
No tsy nahaizana nipetraka
Fa noterena iaraha-mato... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mahay/ny-tia-1 | ny tia | Mahay | raha tia dia aza manahy fa tiava fotsiny amin'izao
aza be fanontaniana "inona no antony - taiza indray ianao "
ny tia dia mahatoky fa tsy vitan'ilay tiana
ny hamitaka ny tena na hampitondra fahoriana
ny tia dia mino foana na haingana na ela : ho avy ilay tiana
rehefa tonga izy dia mitsikitsiky hatrany fa feno hafa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravelojaona/taranaka-mahefa-1 | Taranaka Mahefa | Ravelojaona | Mahazo mandry ivohon'ny vato,
Ireo havana efa lasana,
Fa ny talentany tsy niato,
Na voatelin'ito fasana,
Ny solofo sy ny dimby,
No indro fa mamelo-maso,
Mivonona sy misafidy,
Hanoratra tsy misy andraso,
Mahazo mandry ivohon'ny vato,
Fa ny haisoratra tsy ho faty,
Ka na ho vy io na ho vato,
Tsy ho resy ny efa ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/pissoa/ry-masoandroko | Ry Masoandroko | Pissoa | Anio maraina aho, vao nifoha
Dia notsenain'ny taratrao;
Taratra efa teo taloha,
Taratrao vaovao.
Notoloranao hazavana
Hiatrika ny androany;
Ny haizaina te ho tamana,
Fa tonga ianao dia niala ihany.
Dia nampianao tsikitsiky
Hisedrako ny ankaso;
Raha sendra resy, kivikivy,
Miarina ihany, tsisy andraso.
Nitond... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/rehefa | REHEFA | raozigasy | REHEFA
Rehefa tresaka ny foko
Ka ilaiko ny mitony
Rehefa tiako hazava irony loko
Nohamaizinin-donilony
Rehefa mila zahatra iny
Fa mila zakan’ny tafiotra
Iny aingam-panahiko iny
Fa lasa sy nipololotra
Rehefa feno bitaka aho
Ka te-hizara hatretrehina
Noho ireo zava-nifamaho
Na hoe to izay noketrehina
Rehefa ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anarim/manam-petra | Manam-petra | anarim | Fa fony vao nitsiry ho anao ny fitiavako
Dia efa fantatro ny halalin’ny rano nirobohako
Saingy sarotra sy mafy tamiko rahavako
Ny tsy hisotro izany ka avy hatrany dia nogohako
Tamin’izany dia efa haiko fa hanam-petra ihany
Ilay fiarahantsika ninia nanaram-po
Ankehitriny, tonga ny toloko sy tomany
Mafaitra lotra ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anarim/asa-re | Asa re! | anarim | Asa lahy, rahoviana
No hibaliaka indray
Izato masoandroko ...
Fa ratra sy hakiviana,
Fery mahamay
No mameno ny androko.
Ny foko ilay nitia
Saika efa sambatra iny
... Gina sy malia
saraka ny tiany
Manaikitra ny tsiaro
Tadidy rony lasa
Ka sento mifangaro
Sy fo voarasarasa
Maharary sy manotika
Toro, potipo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/oully/loko-niofo | Loko niofo | Oully | Zara raha voamariko
Hamantarako ny hatsarany
Ny lokon’ny fitia
Zara raha zava-batrako
Hankafizako ny hakantony
Nantenaina hifangia
Kanjo ranobe nivatravatra
Tezitra, nasiaka tany ho any
No nanasa tsisy antra
Ity fitia tsisy loto
Hafahafa loko
Ninoana tsy hiofo
Zary raha nitoetra
Hanaingo ny tontolony
Ny l... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/scotlandyard/aza-hitako | AZA HITAKO | SCOTLANDYARD | AZA HITAKO
Raha toa moa ka manetoka, ka tsy hahazoako intsony valiny
Raha toa moa ka mangina, ka tsy hisy antso sy ny tariny
Raha toa moa ka adinonao, sanatriaviko ihany
Ny manoratra sy miantso, aza misy anie izany
Dia inona no ndeha hataoko, na koa azoko atao
Afa-tsy mangina ihany, tsy afaka na hitalaho
Dia hiv... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/oceane/raha-iny-ianao | Raha iny ianao ... | oceane | RAHA INY IANAO ...
Toa tena maro loatra
ireo toetranao tsy tanty
Toa mila tsy ho zaka
mandoro ny ao anaty
Toa te hiala aho
fa tofoka sy lao
Toa te hisinda aho
hitady fiainam-bao
Kanefa ...
Raha iny ianao nitady andeha
no nahatsapako fa ...
foana ny tontolo
raha ianao no lasa
Raha iny ianao toa te hiala
n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/aza-matahotra | AZA MATAHOTRA | raozigasy | AZA MATAHOTRA
Hafatra ho an'i Nyeja
Aza matahotra ianao
Fa na ny teny nosoratana
Na ny teny nohiraina
Ataoko tsara rakitra ao
K’ireo no entina hanandratana
Ireo kanto vokatry ny saina
Aza matahotra ianao
F’ireny tononkalo ireny
Dia tsara pirina tahiry
Ary arovako fandrao
Ovain’ny andro ny fiteny
Ny antsika... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/andriamanitra-2 | Andriamanitra | RAKOTOMALALA Jean.chris | tsara andriamanitra
tompon'ny lanitra
mankahala ny ratsy
mankafihy ny tsara
izy irery ihany no afaka
anasitra ireo ferin-tsika
izy irery ihany no manfaka
ambarao ny tapaka sy namana
mahery tsy misy toa azy
matanjaka tsy misy miaotra azy
fa izy no tompo mpanjaka
izy ihany koa no nanafaka
koa ankehitriny
rah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/tsy-nampoiziko-2 | tsy nampoiziko | RAKOTOMALALA Jean.chris | dia sahinao ve no nanosy ny fta
dia sahinao na dia ireo teny naloakin'ny vavako
tsy nampoiziko ho ianao
no avita tahaka izany
fa ny fitiavako anao
dia niroborobo atrany atrany
tsy mba vitany izany
fa ity ianao namitaka
ny saiko no nitomany
raha naheno anao nibitaka
tsy ataoko ankivy
ny fijaliana otrizany
na... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/toavina/hafatra-6 | hafatra | TOAVINA | Any ianao ry olon'iny
ilay olona namako fahiny
nizarako ny alahelo sy ny hafaliana
ary nanampy t@ fahoriana
Hafarako iny vorona iny
hitondra hafatra hoan'i tahiry
ilay vehivavy tiako sady tia ahy
ary nanala ahiahy |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/lazao-2 | LAZAO | raozigasy | Ho setrin'ny tononkalon'i Nyeja hoe "raha fantatrao"
Ny ezaka iriko, sisa ezahinao
Dia tosika sy sahy, ndeha moa mba lazao
Aza afenina azy, ilay hetaheta anaty
Aza kobonina ela, sao hitroatra tsy ho tanty
Aza ataonao ampy, ny tsiky kely imolotra
Fa misahia ianao, ilay tena mamy atolotra
Fa ao anatiny ao, izy koa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/tononkalo-iray-1 | Tononkalo iray | RAKOTOMALALA Jean.chris | tononkalo iray
no atolotro anao
fa ilay fitia mahamay
tsy mba anadinoko anao
tiako ianao tsy afenina
sanatria mirediredy
tiako ianao no ambarateniko
tiako ianao tsy mba rediko
ianao mantsy
no any masoandro
raha tsy ianao mantsy
malo-kendrika ny andro
ianao ilay nofidiko
ianao no nitiaviko
iano ilay tsy ar... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/fa-nahoana | fa nahoana | RAKOTOMALALA Jean.chris | fa maninona kay
no izaho irery
no mizaka ny mahamay
izay tsy mba antery
manontany ihany koa aho
fa maninona no miangatra
iny volana iny
fa izao izay mifangatra
no tsy tian'ny iny
tsy ho kivy anefa aho
tsy ho reraka ihany koa
iezaka foana aho
mba ikaro-javatsoa
izany koa anefa
tsy atao ireareana
fa indro... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/solo/izy-4 | Izy | Solo | IZY.
Ny fitiavako azy :
Satriko hamparina,
nefa ndrao hamarina
Ny andronay ho avy.
Ny fitiavanay :
Fihaonana mahalana
Sy fifandraisan-tànana,
Tsy misy ankoatra izay.
Ny fitiavako azy :
Tsy mba re mihiaka,
Fa tsiky manjopiaka
Sy fo miteny ho azy.
Ny fitiavanay :
Ao am-po tsy ambara
Tsy voazarazara,
Fa ir... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/scotlandyard/raha-hainao | RAHA HAINAO | SCOTLANDYARD | RAHA HAINAO
Vao nifoha anio maraina,
Dia ny zavatra ao an-tsaina
Alohan’ny zava-drehetra
Kinga tsy nitaredretra
Dia ny hanoratra ho anao
Hamela izao tononkalo izao
Raha hainao : nandritra ny aliko
Dia tao ianao, toa voangaliko
Tamin’ny resaka sy teny
Niaraha-nofisintsika ireny
Raha hainao : tanaty nofiko
D... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/hafatro | HAFATRO | raozigasy | HAFATRO
Raha tonga ny ampitso, ka torovana ny saiko
Ka izay hanefy tononkalo, ho lasa zavatra tsy haiko
Dia ahoana ny hoaviko, hanao ahoana ny fiainako ?
Raha tonga ny andro ratsy, ka handao ilay fanahy
Ka tsy hiainga intsony anatiko, hisintaka tsy hanaraka ahy
Dia ahoana ny fijeriko, ary koa fomba fisainako ?
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/harilova/tsy-ho-nofinofy-anie-ny-paska | Tsy ho nofinofy anie ny Paska | Harilova | Tsy ho nofinofy akory ny Paka e!
Nofonofiko hono, io maraina io,
Tsio-drivotra malefaka, sady tony no madio
Nanafoana ranomaso, nampitony fijaliana
Ka tsy hisy intsony ankaso, fa ho dibo-kafaliana !
Nofinofiko hono, ka lazaiko anareo,
Tsy nisy intsony ny tomany, foana hatreo ny toreo,
Fa ny maty tao am-pasana, t... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalalason-jean-olivier-rjo/ilay-faharoa | ILAY FAHAROA | Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO) | ILAY FAHAROA
Izy no namafa
Ny andro rehetra lasan’
Ny fiainanao
Nokosehina avokoa
Ireo rehetra teo aloha
Nosoloiny vaovao
Tantara vao natomboka
Faka tsy hiongotra
Eo an-tanim-piainanao
Ny oroka sy tambitamby
Ny angola sy ny sangay
Samy hanan’amby
Omeny ilomanosanao
Raha mitamberina ny tsiaro
Dia aza avel... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/fiainako-feno-fajaliana | fiainako feno fajaliana | RAKOTOMALALA Jean.chris | fa nahoana no fijalian-dava
no iainako isanandro
toa zary fahazarana mazava
na amin'ny alina na amin'ny atoandro
mila tsy ho taty
ny fietraikany izany
fa mila ha afaty
izay mampirotsaka tomany
misy aza indrandray
toa zary amoifoho
ka manozona ny Ray
izay ao atampindoha
elako tsiny re ry Ray
ifonako aminao
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/solo/raha-10 | Raha | Solo | RAHA...
Raha tsy maintsy hisafidy izay tany hiorenana,
Sy tsy maintsy hiorim-paka amin-toerana honenana :
Safidiko i Gasikara.
Raha tsy maintsy hisafidy izay olona hiarahana,
ka tsy maintsy hiankim-po amin’izay ho tena namana :
Safidiko ny Malagasy.
Raha tsy maintsy hisafidy izay teny ihany koa,
Ka tsy maintsy ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/madaiesdanny/ity-hadalako | ity hadalako | MADAÏES(danny) | Saikitra aho te hilaza ,
fa ny hevitro rehetra ,
de saIka hevi-jaza.
ny foko no miteny,
izy no mibaiko ,
ny vokany dia fery .
nanaiky ampahendrena;
nanaiky tsy sorena,
E! solafaka ny tena
Ho an'i GASITSARA . |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/tsy-eo-ianao | TSY EO IANAO | raozigasy | TSY EO IANAO
Foana, babangoana,
Izay rehetra manoloana
Satria tsy eo ianao
Avy be ny orana
Ny tenako mangorana
Satria tsy eo ianao
Ny efitranontsika
Tena mangatsiaka
Satria tsy eo ianao
Ny ao an-dakozia
Mangina ny lovia
Satria tsy eo ianao
Ny fandriana tsy lazaina
Tena ts’isy aina
Satria tsy eo ianao
Il... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/solo/aina-1 | Aina | Solo | AINA*
Mamy tsy nananam-piry, ka satriko tokoa haharitra.
Toa fofon’ny nahandro ; voly varin’Andriamanitra.
Nandalo monja ihany na dia voakolokolo.
Rakotra haizina ny androko, ory anao ny fo adalako.
Toa rakotry ny tsilo ny soritr’ito làlako.
Irery tsisy mpampionona aty an-tanin’olona.
Te-hivary lavo marina e, n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/solo/hira-1 | Hira | Solo | NY HIRA
Tsy voafetran’ny fotoana na ny toerana iorenana
Ny hirahiran’ny fanahiko.
Fa isaky ny misy tsiahy sy tadidy mitamberina :
Mipongatra izy hanetsika ahiko.
Hafaliana safononoka mamelombelona ny aina
Satriko hasiana feony.
Ny alahelo mampanjombona, adim-po sy adin-tsaina,
Tiako ho heno ny toreony.
Vonifan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/ny-fiainako-1 | ny fiainako | RAKOTOMALALA Jean.chris | ny fiainako mahantra
tsy mba misy fifaliana
fa dia feno fahoriana
ty fiainako mahantra
ity fiainako mahantra
tsy mba natao hifaly ve
nateraka ijaly
oty fiainako mahantra
ity fiainako mahantra
tsy aitana fahombiazana
fijaliana tany ngazana
ty fiainako mahantra
ity fiainako mahantra
tsy mahazo anjaramasoandr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/parani/mandrotika | Mandrotika | Parani | Mandrotidrotika ny fony
Ilay forina ao an-tsaina
sy fivelavelan-pelan-kevitry ny teny
Mandrotidrotika ny sainy
ny mahita ilay fo orinao tomany
Mandrotidrotika ny sofiny
Ny maheno ny hevitrao
rakidraki-porona hafahafa
Mandrotidrotika azy
Mandrotidrotika tanteraka
Efa kivy sy ho reraka
mihaino anao mivolanä
T... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/parani/midongy-fitia | MIDONGY FITIa | Parani | MIDONGY FITIA
Raha ny fonao mitia
sy ny toky nomenao azy
No midongy, midongy fitia
Raha ny fahatsoranao
sy ilay fahendrena
No midongy, midongy fitia
Raha ilay fahadiovanao
sy ianao manontolo
No midongy,midongy fitia
Dia ho vitany ihany ve?
Ny hitrongy,hitrongy fitia
tsy vitan'ny mitrongy fitia
fa mbola mia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/scotlandyard/nampisento-lalina | NAMPISENTO LALINA | SCOTLANDYARD | NAMPISENTO LALINA
Nampisento lalina
Ilay nofiratsiko alina
Ka saika tsy hambarako
Saika hoe afeniko
Ary tsy teneniko
Sy gejaiko ho tantarako
Kanefa fantatrao
Hoe ts’isy ahy sy anao
Koa dia hibaradahako
Raha ilay taintainako
Sy nofy ratsy niainako
No lazaiko anao
Raha ilay tebitebiko
Ilay tahotra sy bediko... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/madaiesdanny/ny-amikoho-ani-gasikara | NY AMIKO | MADAÏES(danny) | Saikitra aho te hilaza ,
fa ny hevitro rehetra ,
de saika hevi-jaza.
ny foko no miteny,
izy no mibaiko.
ny vokany dia fery,
ka reraka ny aiko.
nanaiky ampahendrena;
zay hevitra nomena
nanaiky tsy sorena,
Eh! solafaka ny tena
Ho an'i GASITSARA . |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hasiniony/valiha | valiha | HASINIONY | VALIHA
Lasan-davitra ny saiko indray harivan-dohataona
Raha nikatsakatsa irery teny an-tobin'ny fahiny
Tsaroako mamiko indray tian'ny foko toa misaona
Ny mihaino feom-baliha amin'ny andro tolak'iny
Hafaliana re ny ahy nony ampitson'iny ihany
Raha nahita volotara teny an-tsisin-drenirano
Io no nentiko nalaky ka n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/solo/zony | Zony | Solo | ZONY
Tena zony ny hahafantatra ny zava-misy marina
Miseho an-Tanindrazany.
Nefa lainga no afafy, zava-diso no ampàrina
Ronono an-tavy no mba tazany.
Tena zony ny hilaza izay mba fiaimpiainany
Any ambanivohitra any.
Voan’ny tampim-bava lava, ka izay mba fitarainany
Rano raraka amin’ny tany.
Tena zony ny hiaina,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/solo/hatoky | Hatoky | Solo | HATOKY AZY TANTERAKA AHO (Hb 2,13)
Teny ampy hampitosaka hafaliana feno fatra
Feo mamalifaly fo
sy mahasambatra tokoa
Ny hoe “matoky anao” izay mivoaka avy ao an-tratra.
Tenin-tiana mahalaza ny ho avy lakalaka
Hantahanta sesilany
Orokoroka tsy lany
Satria “matoky” ka tontosaina izay kinasa.
Tenin-dray andry ia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/solo/marozevo | Marozevo | Solo | MAROZEVO*.
Toa tazako amin’ny nofy izato fiolakolakao.
Toa tsapako am-binany izato ianao manao be midina.
Toa azoko ato an-tsaina ireto alaalanao.
Vita sokitra ato am-poko ny fahanginanao.
Fa ny tena mba tsy foiko dia ilay oran-davanao.
........ ry Marozevo. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/fiainana-2 | fiainana | RAKOTOMALALA Jean.chris | iny fiainako iny
iny lalako iny
feno alahelo
feno akiviana
iny fiainako iny
dia natao mba ho ratsy
fa raha iny fiainako
ny mendrika azy dia ho faty
fiainana mahantra
tsy mba misy itarainana
fiainana tsy misy mpiantra
tsy mba misy ihainana
fiainana tsy mba manana
fiainana tsy mba miteny
milaoka anana
satr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tiahy/tia-4 | TIA | Tiahy | Aza dia atao izany,
Ny fitiavako anao.
Fa sao hanenenanao;
Any aoriana any!
Ity foko tia dia tena tia,
No atolotro anao.
Mandrakizay ka ho doria;
Hanoa ny fitiavako anao!
Ka aza dia ampijaliana,
fa izaho anie ka tena tia.
Sady efa niaritra 'reo fahoriana;
Tsy ho an'iza anefa izany fa ho andry! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/valy | VALY | raozigasy | Hanoratako ialahy ry valy
Na dia haiko tsy hahavaly
An-tononkalo izay soratako
Fa am-pomba hafa efa fantako
Fa efa tsapako sy hitako
F’ireo adidy tsy tafitako
Andraikitro izaho ilay zoky
Ialahy teo nanome ny toky
Fa efa haiko sy voadiniko
Ireo tokony ho : dinidiniko
Ireo asako izaho lahimatoa
Tena vitan’iala... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/scotlandyard/moa-tsy-ianao-indrindra-va | MOA TSY IANAO INDRINDRA VA ? | SCOTLANDYARD | MOA TSY IANAO INDRINDRA VA ?
Moa tsy ianao indrindra va ?
No ilay fakam-panahy
Nanaitra ilay aingam-panahy ?
Eny, ekeko ianao indrindra
No nanesika ahy handrindra
Ireo tononkalo mba hirindra
Moa tsy ianao indrindra va ?
No ilay devoly izay nitarika ahy
Hanoratra fa mahatsiahy ?
Eny ekeko fa ianao
No nanosika... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ramix/fika-naofa | FIKA NAOFA | ramix | Ty fikanao mba hovao ry kalakely
Aleo aloha dia tsorina fa tena tsy mamely
Mody hoe izaho ilay tokanao eto an-tany
Nefa maro be ny rafiko any ambadika any.
Raha ny statistika no hojerentsika
Angamba tsy ho voatanisa ny effectif
Raha ny nanadala sy ireo izay efa niala
Tsy ho voatanisa intsony, tena mahalasa adala... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/scotlandyard/dia-nanoratra-indray | DIA NANORATRA INDRAY | SCOTLANDYARD | DIA NANORATRA INDRAY
Dia nanoratra indray, sitrapo tsy noterena
Dia nanoratra indray, niandry mantsy nanantena
Dia nanoratra indray, hameno ilay toeram-banga
Dia nanoratra indray, ianao mantsy tsy nitranga
Dia nanoratra indray, mahatsiaro very ts’isy mpiantso
Dia nanoratra indray, toa miandry vonjy, miantsoantso
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/andro-iray-toa-zato | andro iray toa zato | RAKOTOMALALA Jean.chris | androany ilay andro nifaliako
androany ilay fara fijaliako
androany aho tena faly
androany aho no tsy nijaly
ataoko hoe androany aho no tena faly
androany aho nifalifaly
andro iray toa zato
andro tena tiako
andro fifalian
andro mpifaliana
andro tsy fijaliana |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fiaritiana/tia-anao-aho | Tia anao aho... | Fiaritiana | Tia anao aho...
Tsy hoe imolotro ihany
Fa fitiavana ato anaty
Tsy mba azo atao vinany
Ka ny alahelonao
No manjary ranomasoko
Na ny tsikinao aza
No hany tena satriko
Ny sangisanginao,
Lasa nofinofiko
Ny hafatrafatrao..indray,
No lasa tokiko
Tsy nenina ny ahy
Raha nitia tsy nandà
Tsy fandaniam-potoana
Ilay... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/hafatra-5 | HAFATRA | raozigasy | Tamin’ny fetinao ry bavy, Dia niantso ahy vetivety
Halatra fotoana ihany , Hiarahaba anao tratry ny fety
Fa androany kosa indray, dia nanokana fotoana
Hanoratra ho anao amin’izay, ka eto isika no hihaona
Lehibe ianao izao, tsy izany no atao litania
Fa ny faniriako anao, dia ny hiaina ny Fitia
Ny fitiavam-bady no ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/scotlandyard/tiako-ilay-devolikely | TIAKO ILAY DEVOLIKELY | SCOTLANDYARD | Tiako ilay devolikely
Mampahatsiahy anao ny fisiako
Mampahalala anao izay tiako
Tiako ilay anjelikely
Namanao ilay nampahendry
Ilay olonao voatendry
Tiako ilay devolikely
Mpanome fahotana anao
Ka nahenoako ny feonao
Tiako ilay anjelikely
Mampitony ny fonao
Hoe misy fetra tsy azo atao
Samy tiako izy roa
Fa ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/tsy-adinoko-ianao | TSY ADINOKO IANAO | raozigasy | Tsy adinoko ianao Ranabaviko malala
Tsy adinoko mihitsy ary ianao eo mahalala
Fa raha mikombona ny vavako
Sy mangina tsy misokatra
Raha mitokona ny tanako
Mijanona ka tsy manoratra
Raha tsy andrenesam-baovao
Ny momba ahy sy izay fiainako
Raha nangina ahy tao ho ao
Ka tsy henoinao izay taintainako
Dia sanatri... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/scotlandyard/firy-taona-moa-izay | FIRY TAONA MOA IZAY ? | SCOTLANDYARD | Firy taona moa izay ?
Isika roa no hihaona
Tsy mba teny am-pamoloana
Na hoe antony mba tsara
No nanombohana tantara
Firy taona moa izay ?
Ilay antsonao an-tariby
Tsara resaka ery
Efa ora roa mahery
Nanomboka fangalam-piery
Firy taona moa izay ?
Ilay isika nifanaraka
Am-po an-tsaina tsy nisaraka
Na dia ts... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/eny-ry-anatirova | ENY RY ANATIROVA | raozigasy | Setrin'ny tononkalon'i Nyeja hoe "Eny ho aho ry Anatirova"
ENY RY ANATIROVA
Eny ry anatirova,
Ianao akory tsy hiova
Na ny herinao, na ny hasinao
Na nodorana aza ianao
Eny ry anatirova,
Rindrin-drava sisa lova
Lanitra no tafonao
Nefa tsy adinonay ianao
Eny ry anatirova
Na ny hafa na ny Hova
Dia samy tsy hana... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/malahelo-anao | malahelo anao | RAKOTOMALALA Jean.chris | Any ianao ry tiako
Izao aty toa manina tsy ay
Tsarovy fa ianao no tiako
Tiako tena ho mandrakizay
Toa tsy afaka ato antsaiko
Ilay hendrikao ry aiko
Mambambo ny ao ato anatiko
Mandratra ny atiko
Tsy ireny ihany
no itiavako anao
Fa ao koa ny fanahy
Sy ny mombanao rehetra
Koa izany renao izany ary ny ato ampok... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/fitiavako-anao-1 | fitiavako anao | RAKOTOMALALA Jean.chris | Mifankatia atrin'ny ela
tsy mbola nifamaly
izao sy ianao izany
ilay mpifankatia atraniatrany
ankehitriny anefa
toa zary vazivazy
ilay foko efa tavela
naratra rotika sy vakivaky
tsy nampoiziko ho ianao
no havita zavatra otrin'izao
fa raha ny fitiavako manokana
dia ilaiko ianao ho ahy mitokana
mety ho tia ten... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/mifosa-vehivavy | MIFOSA VEHIVAVY | raozigasy | Ho setrin'ilay tononakalon'i Nyeja hoe "Mifosa lehilahy"
MIFOSA VEHIVAVY
Avia ialahy ry Raozy aty
Jereon’ialahy iry sipa iry
Na ny bika na tarehy
Tsy hoatry ny tena tsara ve !!!
Jereo fa hitany isika
Dia mody amboarina ny bika
Dia mody aolana ny volo
Nefa tetika daholo
Dia izy izao raha anantonana
Dia ataony... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/scotlandyard/mbola-ato-an-trano-aho | MBOLA ATO AN-TRANO AHO | SCOTLANDYARD | MBOLA ATO AN-TRANO AHO
Mbola ato an-trano aho,
Miandry manantena anao,
Mbola ato an-trano aho,
Miandry izany soratrao
Mbola ato an-trano aho
Mikaroka eto an-tserasera
Mbola ato an-trano aho
Manoratra ho anao tsy miera
Mbola ato an-trano aho,
Manoratra dia lasa saina
Mbola ato an-trano aho,
Ny tsiaro anao ma... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fiaritiana/fo-maratra-2 | Fo maràtra | Fiaritiana | Tiako itsy raozy
Mamelana, mamoa
Fa raha ny fitiavako moa
No mitsangana,mifoha?
Dia mbola tsaroany ve?
Ilay olon-tiany taloha
Jereo ilay voninkazo
Tsy ampy tondraka angamba
Toy ilay fitiavako
Maty sy nalazo
Raha velona indray
Moa tsy hadinony ve?
Ilay olon-tiany fahizay?
Jereo ny ato am-poko
Maratra, miov... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/fiaiabab | fiaiabab | RAKOTOMALALA Jean.chris | iny volana iny
toa zary miangatra
fa izao foana
no voatery mitrandraka
tsy akamoana sanatria
na koa hoe tsy fitia
fa fahatsapana fijaliana
ka mahatonga fangirifiriana
fijaliana lalandava no iainako isanadro
efa tsy misokatra ny vava
nefa mbola mijaly ihany
ataiko koa angamba
fa izao no efa jamba
fa raha ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalalason-jean-olivier-rjo/ilay-tsy-anjara-notiavina | ILAY TSY ANJARA NOTIAVINA | Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO) | ILAY TSY ANJARA,... NOTIAVINA
Efa eny an-tanan’olona
Ilay akamanao taloha
Efa vony mamololona
No trotroiny eo aloha
Efa dila tsy tsaroany
Ireo tantara nahafinaritra
Ilay naharendrika ny fony
Saha-Edena tsy naharitra
Eny,
Efa fiainan’olon-kafa
Indro, no efa karakarainy
Satria adino fa tsy voafafa
Ianao ilay... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/ianao-10 | ianao | RAKOTOMALALA Jean.chris | Tsy nampoiziko ho ianao
No nahavita raha ka raha toy izao
Malaelo ny foko ka lasa toloko
Ianao ilay notiaviko nomeko ny mamy ,ianao ilay notiaviko
ianao ilay arena tokako eto an_tany
tiako foana ianao na dia izany aza
aza matahotra koa fa izao tsy anadino anao mandrakizay
tiako ianao ka matokisa
tiako ianao ten... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/scotlandyard/nanaraka-ahy | NANARAKA AHY | SCOTLANDYARD | Nanaraka ahy tanaty aliko
Ilay feonao niantso omaly
Ka ilay nofy novantaniko
Efa feno anao ilay falifaly
Nanaraka ahy tanaty esoko
Ilay tsikinao tan-tariby
Ho rakitra sy vetsovetsoko
Tanaty alin’ny Fitia
Nanaraka ahy tany am-pandriana
Ilay resakao feno fitiavana
Ireo nofinofy faniriana
Natory aho sady nitava... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andri-fara/na-rindra | NA RINDRA | NY Andri-Fara | Na rindra
Dia niray ny làlantsika,
iny omaly hariva.
Na dia nasesikin'ny hanoanana,
teo am-pitadiavana ny marina.
Sahirana aho satria,
nahoana ianao no hiara dia
amin'ity mahantra ity. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/toavina/fiovan-toetra | FIOVAN-TOETRA | TOAVINA | Ny ditrako fahiny
zary fahavaloko ankehitriny
satria efa nahatsiaro tena aho
ka hivavaka fa efa tofoka sy lao
Efa tofoka sy lao
tamin'ireo ditra efa fanao
vonona aho hijoro ho vavolombelon'i Kristy
raha mbola miaina ety
ko atolotro eo am-pelatananao ry ray
ny fiainako rahatrizay
apetrako aminao ihany koa
ny ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/toavina/ity-hira-ity | ITY hira ITY | TOAVINA | Ity hira ity
no mba soratako ho an-dry
ka raha manina ianao
dia ny hirako hirao
Hira fanembonana ihany
no hirao raha sendra tomany
fa izaho manembona anao
manembona anao hatrany
Ny hira mantsy
manala ny sorisorinao
ary ny ventso kosa
mampamentsoventso ny fitiavana...
ka tsara raha mihavana |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/hitako-indray-ilay-olona | hitako indray ilay olona | RAKOTOMALALA Jean.chris | hitako ihany ilay olona niriko
Hitako ihany ilay ela niafiko
Hitako foana ankehitriny
Hitako foana ilay tsy manantsiny
Fa ly aho , feno ny foko
Tsy aiko lazaina fa maro toloko
Tsy aiko tenenina ny hafalim-poko
Tsy aiko afenina fa sitrakin'ny foko
Tsy vitan'izany fa aokoa
Ny aravoravoana sy ny hafa maro
Ilay f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/aza-dia-ariana | AZA DIA ARIANA | Miarantsoa Anicet | Aza dia ariana ao anaty ranomaimbo
Ilay fitiavako voahaingo .
Aza avelanao ho potraka
Ao anaty ranom-potaka .
Te mba ho fitia voahasina :
Eo an-tratra no miankina.
Avelao aho hilomano:
Te ho feno teny mamy. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/scotlandyard/handefitra-aho | HANDEFITRA AHO | SCOTLANDYARD | HANDEFITRA AHO
Raha toa ve isika no ndeha hifampizara
Dia ahoana re no atao, sao dia mba tantara !!!!
Fa andeha izao no atao, izaho aleo handefitra
Aleo re ho anareo ny trano sy ny efitra
Ka ho an’ialahy izay rehetra ofisialy
Fa mba ho ahy kosa , ilay jery falifaly
An’ialahy ny sonia sy ny mariazy
Fa ahy kosa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/laingo | LAINGO | Miarantsoa Anicet | LAINGO
Ny ondana voafihiko :
Nataoko d'hoe ianao !
Laingo a ! Marary ho anao ny foko .
Marary be kitrotro .
Hitahy anao ny Tompo :
Aleo re mba hitombo
Ao anaty ilay fitia e !
Tahian'ny Tompo indry !
Ny lamba izay tinafiko ,
Ny ondana na lafiko,
Ny rima eto am-pandriana ;
Mampahatsiahy hoe :tiana -
Tiana lo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/izao-sy-ianao | izao sy ianao | RAKOTOMALALA Jean.chris | Iza sy anao ilay mpifankatia
hatramin'ny kely no makatia
manaiky aho ankehotriny
fa ianao ilay masoandro ny fianinako
mino koa ankehitriny
fa enao ilay tsy manantsiny
ianao koa ilay nantena efa ela
tsy ho jamba intsony aho mahita anao
fa ianao ilay masoandro mamiratra
izay manazava ny aty foko
ianao ihany koa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/scotlandyard/zaridaina | ZARIDAINA | SCOTLANDYARD | ZARIDAINA
Ao an-jaridainany ao, misy voninkazo iray
Miavaka amin’ny rehetra, misy hanitra tsy hay,
Ao an-jaridainako ao, misy laingo hafakely,
Fa na dia ny maminy aza, ifandrombahanan’ny tantely,
Ianao ao an-jaridainany, voaaro sy voakolo,
Tsy tiany ho simba na halazo, hatakalo, na hasolo
Izy ao an-jaridainako, ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/tiako-ianao-9 | tiako ianao | RAKOTOMALALA Jean.chris | Tiako ianao
tiako tstraizao
Tsy misy hoe nahoana
Fa tiako fonafoana |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/scotlandyard/ady-lova-ady-fitia | ADY LOVA ADY FITIA | SCOTLANDYARD | Ady Lova – Ady Fitia
Tokontany no antsika
Fa ny trano anareo
Ny fitia ivelany antsika
Ny ao anatiny anareo
Rehefa ao an-trano ianao dia azy
Rehefa ivelany dia ahy
Ravaky ny tokan-tranony
Fa kosa haingon-tokontaniko
Ianareo hafanain’ny herin’aratra
Isika hafanain’ny masoandro
Ianareo raha matory misalobona
I... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/sandratra/matokia | MATOKIA | SANDRATRA | Na ho vy na ho vato
na ho na ho afo
dia matokia ry malala
fa ny fitiavako tsy hiala
Na ho tsiky na tomany
na ny ngidy na ny mamy
matokia ary aza miahiahy
f'ianao no efa ahy
ka n'inona n'inona mitranga
noho ny atraky ny tany
matokia fa ny fitiavako tsy ho banga
fa hitombo hatrany hatrany
Ka ny toky izay nome... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/bsr/volondrahomitoloko-1 | VOLONDRAHOMITOLOKO | BSR | Volondrahomitoloko ,
iny andrefandrefana iny ,
Ny alaheloko misoko
Ranomaso no hiriany
Tsy hidongy aho tsyakory
Fa mandefa vinany
Maniry ny ho any
Nefa indrisy be tomany
Indrisy mantsy ry ilay miafina
Ilay tsy lavitra fa takona
Eny ataovy ambony ny fanantenana
Fa tsimaintsy hoavy ny maraina
Dia io ilay mar... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/tsy-rariny | tsy rariny | RAKOTOMALALA Jean.chris | Tsy rariny kosa raha izao
tsy eken'ny tontolo ny fisiany
tsy rarin'ny raha izany
no mampilatsaka tomany
dia ho fahoriana foana ve no ihainana eto an_tany
ataoko angamba fatsy misy izany
izao koa anefa mametraka marina
fa maro be ireo izay mitaraina
izany dia misy izany taraina
enganie mba hitsahatra aminizay
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/ny-fitiavko-anao | ny fitiavko anao | RAKOTOMALALA Jean.chris | ny fitiavako anao dia tsy kilalao
ny fitiavako anao ihany koa
dia toin'ny vatolampy lehibe iray
izay misakana ahy tsy hitady olonkafa akoatr'anao
izany rehetra izany anefa dia ho nofy ihany raha toaka izao irery no mahatsapa izany
tsy aiko anefa izay ao amponao ao
fa ny ato anatiko ato efa fantatrao
izany anefa ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/nanonofy-aho | NANONOFY AHO | raozigasy | Nanonofy aho, nisy antso
nataonao nisasak’alina
Nanonofy aho, nisy kiaka
nandrovitanao ny alina
Nanonofy aho, nisy feo
sempotsempotra sy kenda
Nanonofy aho, ny anarako,
notononinao an-tenda
Nanonofy aho, orokoroka,
fihimpihina mahery
Nanonofy aho, masonao,
nikimpy sady lalin-jery
Nanonofy aho, molotrao,
mi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/fitia-tsy-tanteraka | Fitia tsy tanteraka | RAKOTOMALALA Jean.chris | Dia vitanao ve
ny nanosy ny fitiavako
Tsy fantanao ange
Ny any valimbavako
Izao anefa tsy itaraina
Na koa hoe hitomany
Fa ny any mampiferin'aina
Dia ny nataonao tamin'izany
Izao koa tsy hiantso tody
Fa izao dia mbola tia anao
Fa isika mbola ho ody
Hifankahita indray izao sy ianao .
Izay ary ny diampeniko
D... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fily/namako-1 | NAMAKO | fily | NAMAKO
Tamin'ny ora tsy nampoiziko
No nahitako namana iray
Tsy haiko aloha
Na ho namako
Na hifanohitram'izay
Raha ianao
Inona no nataonao ?
Fa hatramin'izao aloha
Ankamantatra ao am-po
Ny maham-pinamana
Anay roa
Avadiky ny segondra
Minitra , ora
Eny andro , volana
Ho taona ihany koa
Ny ampitso tsy mbola... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hasiniony/fahafahana-1 | FAHAFAHANA | HASINIONY | FAHAFAHANA
Atao inona fahafahana raha jerena indray mitopy
Raha mbola ao ny mosarena, misy anefa maty voky
Atao inona fahafahana izay dradraina eny foana
Raha miakatra ny vidim-bary, fa fahafahana ho noana?
Atao inona fahafahana raha mbola misy ny mijaly
Misy nefa antokon'olona, feno harena eny faly
Atao inona ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rbln/hapanginiko-ny-foko | hapanginiko ny foko | RBLN | Hapanginiko ny foko
Zay nitempo hatrizay
Hotoniko koa ny saiko
Tsy hamisavisa anao
Ampy zay ny vitantsika
Fa ny hoavinao jerena
Ny fonao manontolo angamba
Efa misy manantena
Izaho anie tsy hokivy
Na ho ketraka @ zany
Faniriana anie ny antsika
Olombelona eto an-tany
Koa rehefa tsy hotanteraka
Na koa tsy hoa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/tononkalo-1 | TONONKALO | raozigasy | Ny tononkalo tiako indrindra
Dia tsy ireo izay nosoratako
Fa ireo izay nanandratako
Ny anaranao indrindra indrindra
Ny tononkalo tsianjery
Izay tsy afaka ao am-bavako
Sy mampitsiky koa ny tavako
Dia ireo antsika roa irery
Ny tononkalo izay vetsoiko
Ao anatiko ao mangina
Rehefa takariva sina
Dia ilay antsonao... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rbln/malala-5 | malala | RBLN | Tiana no hiantsoako anao
Ry nambabo ny fitiavako
Hany tiako dia ianao
Notsongaina ho malalako
Nahita antsika ny rehetra
Gina sy talanjona avokoa
Anio ihany sa hiteotra
Hamboray izay ao am-po |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/harikalo/atsy-ho-atsy-1 | Atsy ho atsy...! | harikalo | ATSY HO ATSY...
Atsy ho atsy misy fery
tsy mba mety sitrana,
na dia isan'andro no mijery
dokotera mpanasitrana!
Itsy itsy ange jereo
tsy mba misy ny miantra,
dia ny mariny tsy eo
eh!izy kay mahantra.
Etsy etsy anie jereo
ity zaza mitomany lava!
tsy mba hainy akory zay vonjeo
toa mandray ny tsy sahaza.
Aiza... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/stoky/anjarako-ianao | Anjarako IANAO | S.Toky | ANJARAKO
Tsarovy fa ianao no anjarako eto an-tany
Tiako ianao ary nofidiko na inona olana amin'izany
Na maro aza ny adidy, niarahantsika nanoloana
Dia tsarovy ry olon-tiako, fa ianao dia TIAKO foana
Raha ianao moa no hiala, anjaranao indray izay,
Tsy mampaninona ahy mihitsy, raha hoy ianao : "aok'izay"
Fa ny ana... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/fanotaniana-1 | Fanotaniana | RAKOTOMALALA Jean.chris | Ho fadisoko ve raha iantso aho hoe tina
Izay indremande No mba nianjadina
Ataoko angamba fa tsy ho izany
Raha ity foko izay tsy eto antany |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/parani/tonga-ianao-kanefa | TONGA IANAO KANEFA | Parani | "ho setrin'ny tonkalon'i RADO hoe:HAFATRA"
Tonga ianao kanefa:
Nahona no tsy izy no tonga nandondona?
Nahoana no tsy izy no hilaza sy hifona?
Fa ianao no nalefany hilaza sy hanmbara
Hamantatra,hanontany ny fandehan'ny tantara
Tonga ianao kanefa:
Nahoana no tsy izy no hiteny ny ao an-tsainy?
Fa olon-kafa no hira... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/raozigasy | RAOZIGASY | raozigasy | Raozy anie aho ka Raozy
Raozy fanomezana
K’aza hihomehezana
Raozy anie aho ka Raozy
Raozy fampihaingoina
K’aza dia hamboina
Raozy anie aho ka Raozy
Raozy fandravahana
K’aza dia avahana
Raozy anie aho ka Raozy
Raozy mba fanolotra
K’aza tondroina molotra
Raozy anie aho ka Raozy
Raozy an-tanin’olona
K’aza av... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/izy-3 | Izy | RAKOTOMALALA Jean.chris | Izy ilay tokako
Izay ny any tsy foko
Ka anefa izy tsy mba nitopy
Taty amiko ny fony
Ataoko angmba fa tsy anjara
Matoa izahay tsy niaraka fa rava
Ataoko angamba fa tsy tokony ho tanteraka ny fitiavanay roa niveraka
Tsy manabaty ao tsy akory
Na hoe tsy tia foa toro
Fa ny saiko no mametraka
Ny tsara sy ny ratsy ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/fahatrana | fahatrana | RAKOTOMALALA Jean.chris | Mahantra aho tena mahantra
ka tsy misy mijery tsy mba misy mpampianta
Satria mahatra faraidiny
Ka mianjady ny tsy fidiny
Mahantra aho ka tsy afaka
Ny anome anao izay mahasoa mahantra tsy misy fatrany
Fa tsy natao ahazo ny soa
Indraindray aho dia manotany hoe
Aiza ilay Andriamanitra avo be
Indraindray aho dia m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/fanotaniana | fanotaniana | RAKOTOMALALA Jean.chris | Famaninona no misy ny mahantra sy manan-karena
Fa maninona no misy ny menaambonin'ny mena
Fa maninona izao rehetra izany no misy
Fa maninona ny fitoviana no idrisy tsisy
Fanotaniana iray avy aty aminay
Ka raha sendra ianao mba mahay mamaly
Valio izahay dia faly
Ma narak'izay
Fa maninona no misy tsiky sy tomany
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/parani/filazana-manjo | FILAZANA MANJO | Parani | Amin'ny finoana sy fanantenana ny faniriany indray no ampandrenesako anareo fa"NY FITIA"dia nantsoin'ny fasana hody any aminy ny 17 may 2005
hoy: Ny vatana mpitondra azy
Ny saina mpikolokolo azy
Ny fo mpitahiry sy hitoerany
Ary ny aingam-panahy sakaizany akaiky
Ny nofony dia hiala ao amin'ny sain'ny vatana mpitond... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/oully/anareo-roa | Anareo roa | Oully | Ho anareo roa.
Dia i Fa... sy i Sa...
Ary nisy ny endri-pitiavana
Ny fisiana : solon-dreny
Ny fisiana : solon-kavana
Fitia namatotra ireny
Niraisantsika ny sori-tsiky sy ny piti-dranomaso
Nifangaroan’ny fahombiazana sy ny siakan’ny ankaso
Niafenan’irony tsiambaratelo sy ny hoe honohono
Niezahana nialana rehefa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-jeanchris/tsy-misy-fitia | tsy misy fitia | RAKOTOMALALA Jean.chris | Dia ho izy ve ?
No anjarako
sa ! ny saiko re
no tsy nafarako
Ny fitia amiko dia zavaboajanahary
Ka izay mifanehitra aminy
Dia mifika fara
Tsy aiko aloha na izao no diso
Na izao ny tsy mandinika
Fa ny saiko mandiso
No manjary mvinitra
Ka raha ny azoko tsara
Dia ny fitia dia anjara
Ka tsy azo fitiana
Fa iz... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.