url stringlengths 43 292 | title stringlengths 0 91 | author stringlengths 0 50 | content stringlengths 31 62.1k |
|---|---|---|---|
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zoky/aokzay-ny-ahiahy | Aok'zay ny ahiahy... | zoky | Aok'zay ny ahiahy...
ny hoe: mitia aho, olon-kafa ankoatranao
f'efa ianao 'lay nofinidy
ka tsy hanampy hafa intsony 'zay voafidy
Aok'zay ny ahiahy...
ny hoe: ataoko ankilabao
fa ny hany andro-piainako
dia tsy misy afatsy ianao
Aok'zay ny ahiahy...
ny hoe: ianao ihany no mitia
fa ny fitia 'zay omeko anao
dia ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-kanto/fararanom-pahasambarana | Fararanom-pahasambarana | Ny Kanto | Iny vodilanitra iny
Eny aho no mioty
Rehefa indrindra mena fify
Na rako-draho-mainty
Mitsipelan-tselatra
Ilay fararanom-pahasambarana
Milonjehitra fitiavana
Tsy Mahita hirika eny
Ny alo-palahelovana
Misandrantrandratra eny koa
Irony tsirom-pahatsiarovana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fiaritiana/mbola-tia-anao-izy | Mbola tia anao izy!! | Fiaritiana | Resaky ny mpinamana izy ity no natao tononkalo, ny iray manana olana, ny iray te hanampy!!
mazotoa ary mamaky e!!
A:Maninona e ianao no mitanondrika mangina
B:Mba maka saina fotsiny fa lavitr olon tiana
Mipetra drery eto aho izay no hitako fa mety
Avelao aho alahelo fa ny olona mifety
A:Tsy mety izany ataonao iza... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/hafahafa | HAFAHAFA | Fredy Jaofera | HAFAHAFA
Hafahafa amiko
fa tsy tena mamiko,
ra'efa olona nanozona
sy tia nanozongozona
'zay hahapotika ny fiainana
ary angamba ny fisainana
hilentika any an-davaka
no milaza fa hivavaka !
Hafahafa loatra
matoa nampitraotra
ny foko manontolo !...
fa hay dia vorondolo
tsy azo namaharana
na mety nanambarana
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/toetra-raja/ireto-gasy | IRETO GASY | Toetra RAJA | IRETO GASY
Fialam-boly
Ve no atafy
Ny tempoly
Eto an-dafy ?
Izato fiaran-
Dry "Matsilo"
Tsara
Sy mangilohilo.
Vaovao
Fanaperana,
Mody atao
Ratsy toerana !
Raha voazaha
Am-pilopitra
Ianao, "mivoaha
Iray minitra !"
Io tsy sazy
Ho an-dRamose
Mihevitr'azy
Ho lehibe !
Be lamaody
Ireto Gasy ;
Tsy mba m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/alaim-panahy | ALAIM-PANAHY | Fredy Jaofera | ALAIM-PANAHY
Alaim-panahy aho indraindray
hitaditady anao indray
n'aiza n'aiza izany,
hamerina any ho any
ny andro izay taloha
niarahantsika roa
raha fony hoe nianarana
ny tiana ho hasambarana.
Alaim-panahy aho ka aiza
ianao fa ny mitaiza
feno fahatsiarovana
azontsika arovana,
azontsika atambatra
amin'ny ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ryana/faniriana-inahy | FANIRIANA INAHY! | Ryana | FANIRIANA IHANY!
Satriko tokoa raha sendra azo atao,
Hoe ny tànako ihany no hofihin’ny tànanao ;
Hotantananao aho hitety irony havoana,
Hiaina an-kahalalahana, tsy misy hoe nahoana…
Satriko tokoa raha izao masoko izao
No hany mahazo alàlana mibanjina anao;
Satriko, raha mety, hoe ny feoko ihany
No hitafa aminao... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/razafimamonjy-jeanbaptiste/fetinao-anio | Fetinao anio | Jeankely Razafimamonjy | Fetinao anio
Ry havako tsy foiko
Fetinao anio
ry malalan'ny foko
ka...
miarahaba anao
Iny lanitra iny
ireo voahary koa
hirahiko
mba hiarahaba anao
satria...
Fetinao anio
ry havako tsy foiko
Fetinao anio
Ry ilay tsy foiko
Taona vao iray
sy tombon'andro indray
miposaka ho anao
Ary, ho anao
Miarahaba an... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriamihaja-johan-h-mainty/nofy-3 | Nofy | Andriamihaja Johan (H-mainty) | Nofy
Toa reko mitroatra ao anatiko ao
Fitiavana tsy haiko lanjaina, mahafanina
Indrindra rehefa tojo amin’ny masonao
Ilay fijeriko mangalatra, sao tratra.
Efa hatramin’ny ela no niotrika tao
Fa nohezahiko ihany nafenina
Tsy napoitrako mihintsy sao
Hiomehezanao ka handratra
Fa naleoko nionona mangina
Amin’ny n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriamihaja-johan-h-mainty/tolokonny-fo | Tolokon'ny fo | Andriamihaja Johan (H-mainty) | Tolokon'ny fo
O ry foko mionona, aoka kely mahareta,
Aok’izay ny sentosento, ny alahelo sy ny tsetra
N’inon’inona efa vita, ka mamela hola-pery
Aza arahin’alahelo, atodiho ny fijery
Aok’izay ny ventsoventso, sy ny fanembonana azy
Atrakao ny lohanao, ka mibanjina ny ho avy.
Ka ny vavakao ry foko, no akaro lalanda... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/razafimamonjy-jeanbaptiste/ireto-masonao | Ireto masonao | Jeankely Razafimamonjy | Rehefa indro ianao,
mandinika ahy.
Amin'ireto masonao,
feno fikasana.
Ireto masonao:
raha dinihina-mambabo,
Raha adinoina-malahelo.
Maso milaza fikasana;
hetahetam-po,
Manome fanasàna.
Fikasana anaty,
Eritreritra,
Hetahetam-po. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/hatraminizay-niarahana | HATRAMIN'IZAY NIARAHANA | Fredy Jaofera | HATRAMIN'IZAY NIARAHANA
Hatramin'izay niarahana
dia ny niainana sahady
sy tsapako ho nibahana
dia niova izay nianjady.
Hatramin'izay niarahana,
ny foko aman-panahy,
tsy haiko ho navahana
fa miravo sy mba sahy.
Hatramin'izay niarahana,
mba nihamitombo izany
sy mainka nahazo vahana
ny mamintsika hatrany.
Hat... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-vitavita-ho-azy | TSY VITAVITA HO AZY | Fredy Jaofera | TSY VITAVITA HO AZY
Tsy vitavita ho azy
'reny sedra nolalovana
ra'navelako amin'ny vazy
toy ny raozy fahatsiarovana.
Tsy vitavita ho azy
'reny olana nitranga,
na toa saiky ny hanasazy
tsy hampijoro na hampiranga !
Tsy vitavita ho azy
'reny adin-tsaina lalina
raha tsy teo ny mokonazy
no efa hita andro aman'a... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriamihaja-johan-h-mainty/fisentoana | Fisentoana | Andriamihaja Johan (H-mainty) | Fisentoana
Ry voninkazo soa, mandria tsimoramora
Ny Tomponao tsy toha, no niantso anao tanora
Veloma ka veloma, no ampetrako etoana
Ho fehezam-bonikazo, ho mari-pisentoana
Dia nilaozanao tokoa, ry malala izato tany
Ka izaho irery ‘ty, midradradradra mitomany
Fahoriana ve ry tany? Ho zakaiko raha didy
Fa tsy ny ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andry/-1 | - ny andry | ny andry | Sambatra ianao nahay namboly vonin-kazo
Teo an-jaridaina lonaka
Ka manana ho jerena ,handresenaireo hetraketrakin'ny mpisopatra
Isa-maraina vao mifoha.
Fa ny anay sy ireo mahantra maro
tsy mba manana ny masoandro
Mba hanazava ny tontolo
Feno jaly ,fijaliana
Isan'andro vaky izay;
eh!
raha izao hono ny masoand... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/razafimamonjy-jeanbaptiste/poezia | poezia | Jeankely Razafimamonjy | Ianao no mba namako
izay mba hiresahako
Rehefa sendra irery aho
Dia ianao izay mivoaka,
avy amin'ny fahanginana
izay manampy tosika ahy
hamoaka ny ato anatiko.
Dia ireo aingam-panahy
mameno mafy ny foko
dia ny herinao,izay
manosika ny tanako
hanoratra izay tianao
ho ambara,
Ahy sy ianao ny fahanginana
mpa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ratsimba-georges/vavaka | VAVAKA | RATSIMBA Georges | Tompo ô!
1-Raha mitsoka ny tafiotra
Ka miezaka hamongotra amin'ny heriny rehetra
'Zay manohitohitra azy,
Ampianaro ahy kosa ny fetezana hilefitra
Toy ny ahitra malefo
2-Raha ho safotra ny tany
Fa ho tondraka ny rano ka handriaka be hipaoka
'Zay manohitohitra azy,
Ampianaro ahy kosa ny ho toy ny singan'ahitra
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ratsimba-georges/ny-fikirizana | NY FIKIRIZANA | RATSIMBA Georges | 1-Mba mafy asaina ny tanimbary
Kanefa mikiry ny mpiasa tany.
Ny tanany miepaka, maharary...
Ikirizany anefa ka vita ihany!
2-Mba sarotra lahy 'ty enti-mody,
Ny saina domelina, ny andro lany,
Kanefa ny mpianatra te-ho tody,
Rehefa mikiry dia hainy ihany.
3-Mahery ny rivotra an-tendrombohitra,
Ny lalana sarotra ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fiaritiana/hafatra-farany | Hafatra farany | Fiaritiana | Veloma ry malala dia aza manadino
Ity ny molotro oroy, ity ny tanako fihino
Iny peratra iny anie mamatotra anao na oviana
Manamarina ihany koa fa efa manana olon tiana
Eny izao ilay ora farany izay tsy azontsika lavina
Aza adino ilay tiana,aza adino ilay notiavina
Aza atao ankilabao, aza atao ambanin javatra
Fa ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/bana-rahalahy/olona-izy-fa-tsy-alika-vavy | «Olona izy fa tsy alika vavy» | Bana Rahalahy | Mpampody vady mifona
- Saina tsy tony, fo tsy salama,
Tosi-drà miakatra ambony tsy tana,
Very fanahy ka mivaha miparitaka ...
Ny vady tsy foy nahasahy nisitaka !
Ny maso milentika mando sy mena
Ny orona tsentsina seriserena
Rehefa tsy mahita anao elaela
O Ravaditsifoikokanefanamela
Nisy ihany nety natao tsindr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ivetso/louisiane | LOUISIANE | Ivetso | Tsy tantara noforonina
Fa zava-nisy, tena nisy
Aiza ve ka ireo mponina
No lasibatra ? Indrisy !
I Katrina no fiantsoana
Ilay rivotra nifofofofo
Izay tsy hita hatao ahoana
Be di-doha, tia anjolofo
Mahita faisana ny trany
Tratry ny tsindrio fa lavo
Tsy mifidy izy amin'izany
Na manana na mavomavo...
Efa mba ni... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ratsimba-georges/bibilava-vonoina | BIBILAVA VONOINA | RATSIMBA Georges | 1-Hitako tsy misy tanana
Ka tsy ho afa mandrangotra
Koa nozerako tantanana
Maty tsy nakàko sarotra!
2-Jereko ny tongony: bory!
Lela no mba nantenainy!
Tsy afa-nitsipaka akory
Dia efa tapitro ny ainy!
3-He bibilava vonoina
Na tany na olona osa!
Tody no hany antsoina
Fa tsy afa-manohitra kosa!
Mandroseza, fah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/efa-nahita-volana | EFA NAHITA VOLANA ? | Miarantsoa Anicet | Efa nahita volana aho ry zanako .
Dia..Volana mihosin-dra
tao anatin' ny alina
Mihosin' arina .
Indro izy misandratra
Avy ery amin' ny fiposahan' ny
Masoandro
Hanazava ny ato am- poko
Fa hanamainty ny aty-saiko .
Im-betsaka aho no fanina
Fa novainy ho oloanina
'Zay fototra taretra
Eny an- dalana mpitsetra.
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/28463883/etsy-kely-anie-e | Etsy kely anie e! | (2.8.4.6.3.8.8.3) | Etsy kely re ry namako, teny kely no mba hafatro
Teny kely tsy misorona,saingy inoako hampiorina
F\'arakao handray azy, teny ihany fa azafady
Teny toy ny teny rehetra , raha diso hahay mametra.
Aza atao ho fahasiahana, na koa lolom-po mibahana;
fa ainga,ratra anaty any no havoitra hivoaka eto.
Aza atao ho fanakia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/pissoa/raha-ho-any | raha ho any ... | Pissoa | Sombinaiko,
Raha toa ianao ka ho any,
Dia ilazao ilay Ray Tsitoha
Fa hafaliana, teny mamy,
Fitia tsy manam-paharoa
No nomaninay ho anao.
Raha toa ianao ka ho any,
Dia aoka ho ambetin-dresakao
Fa tamim-bavaka hatrany
No niandrasanay anao
Ilay vahiny kelinay.
Raha toa ianao ka ho any,
Dia aoka ho fantatrao ry... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ratsimba-georges/ambaka | AMBAKA | RATSIMBA Georges | 1-Taitra aho nandre tabataba
Ka lasa nitazana koa
Indreo eo anilan'ny daba?
Miady ny alika roa!
2-Ny daba nazerany mantsy,
Ny taolana indreo nipariaka,
Ka vava sy vangy fa tsy antsy,
Izany no adin'alika!
3-Tsy ela nisaraka anefa
Fa nifori-drambo ilay kely,
Nidaboka, tsy afa nilefa,
Ka niala ilay saika hamely... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andry/ny-anao | ny anao | ny andry | moa ve
tsy ianao ihany
no nanambara tamiko
fatsy ho tia ahy intsony
nefa ankehitriny
nahoana no indray
nomambabo ny foko
ho tia anao doria
tsia!
fitiavana hafahafa ny anao
raha toa izany
satria tsy avy ao am-po
fa teo IMOLOTRAO ihany |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ratsimba-georges/raha-ho-avy-ianao | RAHA HO AVY IANAO!... | RATSIMBA Georges | 1-Itondray tsikitsiky aho, raha ho avy ianao,
Tsikitsiky tsy miharo tokelaka
'Zay ho bitsika tena malefaka
Tsy ho ren'ny tia fosafosa
Fa hanàko any anatiko kosa!
2-Itondray safosafo aho, raha ho avy ianao,
Safosafo tsy re toy ny aloka,
Hifitsahako eo mba hianoka
Tsy sembanin'izay ahiahy
Mampihoala ny fo sy fan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/ndray-kakyo | ndray kakyo! | Ranoala | indray alina
toa fahitana hafahafa
niseho ny abidy
fa inona ary ity?
dia nandray ny penina
sao mba tokony ho tadidy
raha toa hafatra no apetrany
k'inona no teo!!!
rindran-teny?
Tonokalo?
sa ... hira?
dia niezaka hamantatra
kanjo resin-tory indray!
Kelikely vetivety
dia niserana indray
niova ireto endriny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rdjr/ny-fitiavana | Ny fitiavana? | rdjr | Ny fitiavana? Afo mandoro
Raha tsy voataiza sy voakolokolo
Ny fitiavana? Mety mandratra
Raha sendra mpisompatra na miraparapa
Ny fitiavana? Vidian'ny hafa vola
Mba hoenti-miraozy sy midolodola
Ny fitiavana? Mety ho valifaty
Raha tojo fampanantenana poakaty
Ny fitiavana? Manimba ny tena
Rehefa tsy eo ny fahaiza... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriamihaja-johan-h-mainty/tiako-ianao | Tiako ianao | Andriamihaja Johan (H-mainty) | Nomeko anao ry tiana, ny amiko rehetra
Nomeko tsy vidiana, nomeko tsisy fetra
Tsy misy hafa tsy ianao, no mibahana ao an-tsaiko
N’inon’inona atao, dia ianao no ho lalaiko
‘lay endrikao kanto, ny tsikinao miangola
ny famindranao milanto, sarotra hadinoina
Falifaly lalandava, raha eo anilanao
Reo aizina nisava, to... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ollie/embona | EMBONA | OLLIE | Ao anatin'ny alina mangina
No anembonako anao
Kanefa toa nofinofy mahavariana
Toa tsy lavitra fa anilanao
Volana vitsy lasa izay
No nifandaozantsika roa
Ka tsy nampatory hatrizay
Nanimba saina,nankarary an-doha
Vao nidify ny andro iray
Dia injao fa nitaraina
Ny tao anaty namaivay
Tsy nampino,nahasondriana
L... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/haingo/madama-tiako | Madama tiako.... | HAINGO | Ireo peratra eo an-tànanao
Sy ny arahaba izay fanao
Manonona ilay hoe "Madama"
Ireo dia ampy ahalalàna
Fa ianao dia manan-tompo
Tsy afaka ny hiova loko
Nefa ity foko toa adala
Tsy mba mety hahalala |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalalason-jean-olivier-rjo/tiako-raha-gadra | TIAKO RAHA GADRA ...! | Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO) | TIAKO RAHA GADRA...!
Nangalarinao daholo
Ka lasanao tsy ankiteny
Ireo hany mba nananako!
Tsy nisy iray mba niangana
Na dia sombitsombiny aza
Fa nindaosinao tanteraka!
Voarobanao ny foko ka :
Hotoriako ianao
Ho eny Anosim-pitiavana
Eny isika no hifanaiky
Hiaran-tsazy isika roa
Ho gadraim-pitiavana
Ho Mpivad... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/28463883/ny-fisianao-1 | Ny fisianao | (2.8.4.6.3.8.8.3) | Fony mbola kely aho, mamy ery izato fiainako
Tsy mba niasa saina akory, tambin-dray no hany niainako.
Dia nandeha izato taona, sara-dray, sara-pitiavana
Nangirifiry ery ny niaina, sara-toerana, sara-namana.
Saingy natao akory moa, tsy maintsy niatrika ny sedra.
Lavitra ilay ray niteraka, lavitra rendrarendra.
Sai... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ollie/aza-kivy | AZA KIVY | OLLIE | Aza kivy!Mahereza aza sorena
Fa fandalovana ny eto an-tany
Itsikio,mandefera iafio
Fa hivaly aminao izany rehatra izany
Aza kivy!Na maro ny mpisopatra
Tadidio fa misy ny fiafarany
Na manjaka sy mirongatra
Tsarovy fa mbola ao ny Nahary
Aza Kivy!N'izan'iza hanao ankaso
Ny hery no aoka mba hanjaka
Mitraka aza as... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ollie/rahoviana | RAHOVIANA ? | OLLIE | Toa maloka foana zany andro
Tsy mba misy hazavana
Fa nakaiza ilay masoandro
Mba hanisy fiovana
Nosomparan'ilay rahona
Izay mba mety ho fananako
Ka nanakona toa mandrahona
Ny anjara tandrifiko
Fifaliana,fijaliana,fahoriana
Izany foana no hita hatrany
Mampijaly,mankarary,mahavariana
Hetraketraka no mahatonga i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/oadray | Oadray! | Ranoala | Nibitabitaka ery
ny foko kely vao nahita
anao ry anjely kely
tery ampita
tena kanto lahy!
asa re izay fanahy?
fa ny masonao nitopy
naha domelina ny saiko
toa tsy azoko ny aiko
Antsoiko hoe malala!
asa aloha izay tena izy
fa izaho toa lasa adala
zary mankivisy
tena manky bilao mihintsy e!
lasanao any ny am... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ratsimba-georges/fiteny-malagasy | FITENY MALAGASY | RATSIMBA Georges | 1-Tsapanao va re ny hakanton'ny fiteny malagasy,
Na andaharana an-kabary na atao an-taratasy?
Toa tsotra am-pamoronana, malefadefaka eo am-bava
Nefa kosa mahavoaka foto-kevitra mazava
2-'Zany raha arindra izy, mova tsy ny feon-dokanga:
Milantolanto raha tononina, kaloina mainka mihamanga
Ny hanoharako azy angaha ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/28463883/ny-fisianao | Ny fisianao | (2.8.4.6.3.8.8.3) | Fony mbola kely aho, mamy ery izato fiainako
Tsy mba niasa saina akory, tambin-dray no hany niainako.
Dia nandeha izato taona, sara-dray, sara-pitiavana
Nangirifiry ery ny niaina, sara-toerana, sara-namana.
Saingy natao akory moa, tsy maintsy niatrika ny sedra.
Lavitra ilay ray niteraka, lavitra rendrarendra.
Sai... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fiaritiana/hadinonao-aho | Hadinonao aho........... | Fiaritiana | Hadinonao aho!
Hadinonao tanteraka
Ninianao tsy hita
Sa kosa efa vita?
Hadinonao aho!
Nodianao tsy nijery
Ireny lasantsika ireny
Nataonao hoe voafafa?
Hay ianao...efa an olon kafa
Hadinonao aho!
Izaho ve no adala?
Mbola hiantso anao malala
Mbola ekeko ihany izany
Toy ilay fitiavako mamy
Jamba aho fa aza o... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/bana-rahalahy/izaho-valiha-ianao-niovaova | Izaho valiha ianao ... niovaova | Bana Rahalahy | Izaho valiha, ianao farara
Raha miara-dia dia tena tsara
Izaho valiha, ianao lokanga
Mampiara-peo ka tena manja mmm!
Ny rahona aza hisava
Iny lanitr'iny manga lalandava.
Izaho valiha, ianao gitara
Raha miara-dia dia tena tsara
Izaho valiha, ianao kabôsy
Isika aky tsy lany lamaody
Izao valiha, ianao angorodao
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/toetra-raja/i-kalatiako | I KALATIAKO | Toetra RAJA | I KALATIAKO
I Kalakely
Moa amiko
No tantely
Fy sy mamiko !
Tsy mba foiko
Tokoa
Ka antsoiko
Hoe i Kalasoa !
Nefa injao
Izy tsy hita;
Sahy nandao
I Kalangita !
Lavitra ahy
Ilay malala,
Tsy izy va
No i Kaladala ?
Atsy ho atsy
Izy indray
No i Kalaratsy
Mpanafay ?
Fa na ngita
Sady petaka
Tsy hita
I K... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andrianiaina-fidelis/soratro | soratro | ANDRIANIAINA Fidelis | -soratro-
Ry soratsora-mamiko
ry sary hita maso natsangan'ny vinaniko
mirakitra mangina ny tsirom-piaretako
sady manamaivana ny vesatry ny entako
maro ny ady saina mampikentrona ny andrina
ireo vita nanenenana, nianjera tsy voatandrina
ireo mba nikirizana very tsy fandroaka
ny baraka no afaka raha toa ireo mivo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ramanantsoa-ricardo/ny-androm-pahazazako | NY ANDROM-PAHAZAZAKO | RAMANANTSOA Ricardo | Mialoalo mitamberina
Irony androm-pahazazana
Tena tiako raha miverina
Fa andro tsara mahatamana
Toa mitsingerina ao an-tsaina
Irony andro tena soa
Ilay afaliana vao maraina
Raha vao indro fa mifoha
Tamin'izany fotoana izany
Dia kilalao no tena asa
Ka ny afaliana sy ny mamy
No ahatsiarovana ny lasa
Andro kan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zoarimamy/fahatsiarovana | Fahatsiarovana | zoarimamy | Ho voasoratra tsy maty ato am-poko ny andro androany
Satria andro hanekeko fa ianao no olon-tiako
Hizarako ny alahelo, ny tsiky sy tomany
'Zany vetsovetsom-poko ary koa ny fifaliako.
Mitamberina ny tsiahy 15 taona lasa izay
Izaho sy ianao nifankahita teo an-tokontaninay
Kisendrasendra ve sa lahatra, iza moa no n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/razafimamonjy-jeanbaptiste/hafatry-ny-tia | Hafatry ny tia | Jeankely Razafimamonjy | Dia lazao azy hoe:
Mbola tadidinao ve ireny,
irony lasa tsy hay lazaina
Fony 'zaho sy ianao ankizy
Niara-nivelona niara-niaina
Mba hafaro azy anie!
Tongava faingana aza ela
Fa miandry anao ilay akany
Aza adino na avela
Fa izy tia anao hatrany
Ka tongava re!! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/razafimamonjy-jeanbaptiste/ny-lasa | Ny lasa | Jeankely Razafimamonjy | Eh! raha mbola mety
miverina mantsy irony lasa
Raha mbola tadidy ihany koa
Asa!tsy haiko izay mba hevitrao,
angamba zavatra,inoako
fa tsy hisy izany.
nefa ianao angamba, antenaiko,
fa tsy nahalala,na mody adala
ka tsy naharay ,ny tiako
ambara tamin'izay.
Faniriana ihany ny ahy
Fikasana ihany koa
Nefa tsy sa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fiaritiana/manina | Manina | Fiaritiana | Ny faravodilanitra no sisa mba tazanina
Io no hita maso ka jerena rehefa manina
Manina ny tany, Manin olon tiana
Mitazana itsy lanitra manjary fahoriana
Manina ny namana, manina ireo havana
Tsy misy azo atao fa dia mikopakopa tanana
Ny ranomaso sisa no hany manambara
Fa malahelo loatra an ilay malala
Ny feo man... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/razafimamonjy-jeanbaptiste/ny-fitiavako | ny fitiavako | Jeankely Razafimamonjy | Raha vao mandre ilay feonao aho,
Ilay feo manintona ny sofiko,
Dia fitiavana no tsy afaka
ato an-tsaiko.
fitiavana hoy aho!
Averiko eto indray
Ilay namana tena akaiky ahy,
Izy no mpamonjy ahy
fitiavana ve?
rahatsy teo mantsy ianao,
tsy mba teo koa izy
Ay! ilay fitiavana?
Tena tia ahy ny fitiavana
Satria ti... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/saddam/malahelo | malahelo | saddam | malahelo aho satria .
lasa ilay sakaiza .....
za dia tena tia ,
tsy hita ianao hoe : nakaiza
satria efa mbe pitia .
malahelo aho malahelo aho |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ramanantsoa-ricardo/nofinofy | NOFINOFY | RAMANANTSOA Ricardo | Izaho ihany ity,Izaho hatramin'izay
Tsy mbola niova fa ilay bado mbola tsy mahay
Izaho ihany ity;Izaho tsy namboarimboarina
Fa ilay olo-resy hatrany tsy navela ho tafarina
Izaho ihany ity;Izaho ilay noharatraina
Tsy navela mba hahita izay hazavan'ny maraina
Izaho ihany ity;Izaho ilay nambakaina
Izaho ilay narian... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/toetra-raja/mateti-piavy | MATETI-PIAVY | Toetra RAJA | MATETI-PIAVY
Mateti-
Piava
Rafahoriana,
Mitety
Mandrava
Fianakaviana,
Tsy ray
Tsy zanaka
Be fisaona,
Izay
Ho taranaka
Hanahoana ?
Izy
Ireo
No sisam-paty,
Ny ankizy
No leo
Mateti-
Piavy
Rafahafatesana,
Hitety
Ny ho avy
Tsy irafesana ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/razafimamonjy-jeanbaptiste/lasanao | Lasanao | Jeankely Razafimamonjy | Lasanao tokoa ny foko
Lasanao manontolo
Lasanao ny faniriako
Lasanao ny fikasako
Lasanao ny fitiavako
Ry ilay olona tsy anajarako
Lasanao ny fijeriko
Lasanao ny eritreritro
Lasanao ny torimasoko
Lasanao ny hafaliako
Lasanao manontolo
Lasanao......
Lasanao ny tenako
Ry ilay olona tsy anjarako
Tena tiako lo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/joh/fitiavana-ve | Fitiavana ve ? | Joh | Hoy ny maro :zavatra iray mampiferin'aina
Mampikorontana be izany saina
Tsy ahavitana ny tiana atao
Fa mampivezivezy isan'andro izao
Ny fitiavana anefa tsy izany hoy aho
Fa zavatra tsara sy tsy mankalao
Na andro na alina raha misy fitiavana
Dia fifaliana no mitohy mandavana
Ny fitiavana mantsy hono mahasaro-pia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/toetra-raja/dinitra-poeta | DINITRA POETA | Toetra RAJA | DINITRA POETA
Dinitra
Poeta
Rihitra
Irafetan'
Ny kolo
Manoloana
Ny tolom-
Pandrosoana !
... Hitete
Tsy hiato,
Na hoe
Vy sy vato,
Hampiray
Hanova bika
An'ilay
Tanintsika.
Areniko
Ny tany
Amin'ny Teniko
Tsy ambany ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/boubounezy/mahantra | mahantra | boubounezy | mahantra aho ékéko zany, fijalina sy tomany.
Nefa niaritra hatrany...
ny havana mandatsa, zato foko to maratra; ny namana manao ankilabao; tsy mahazo mihinana sy matory ra tsy botony énao mmh! mmh! mmh!...
misy koa reo havana sahy milaza, fa ratsy misy énao tsy sahaza... nefa indray andro any ny aizina mbola hisava.... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/razafimamonjy-jeanbaptiste/ambanivohitray | Ambanivohitray | Jeankely Razafimamonjy | ,Injany takariva mangina
any ambanivohitra
Ny rivotra misoka mora,
ny eritreritra miainga
Izany hery ato anaty,toa manosika sy manohitra
Toa te hilaza zava-marina
fa tsy lainga
Izany loko malefaky ny masoanadro mody
Misarika ny saina
hamoaka ny ato anaty
Erý am-para-vodilanitra
takarina tsy tody
Ny kalokalo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/matoa | MATOA | Fredy Jaofera | MATOA
Matoa aho mitsiky,
ry tiako sy tsy foiko,
dia mitady ny hikiky
'reo ratra toa misoko.
Matoa aho miravo,
te hifaly sesilany,
raketo fa manjavo
ny orako eto izany.
Matoa aho mihira,
tsy fitia ny te hikalo
fa dia tsy ampy sira
ny andro ka mimalo.
Matoa aho mandihy
ka te hihetsika tokoa,
modimody manka... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/era-zanaka/mandalo | Mandalo | Era zanaka | Mandalo dia mandalo ny andro rehetra
Miserana, toa tsy hita mba mitoetra
Toa zavona izy, maraina ihany no hita
Rehefa lasa ireo fotoana, izay dia vita
Mandalo dia mandalo ny andro rehetra
Miroso foana, toa tsy manam-petra
Mandalo tahak'izany ny hasambarana
Hazomina izy, nefa avy eo mifarana
mandalo dia mandalo ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/joh/aza-avela | AZA AVELA | Joh | Aza avela hangatsiaka
Ity tokantranontsika
Fa itondrao ilay hafanana
Ivimbino hazavana
Aza avela ho ratsiratsy
Na koa hangasihasy
Fa itondrao ilay voninkazo
Manitra sy tsy malazo
Aza avela ho matimaty
Fa itondrao ilay fanafody
Mahamanina ny mody
Aza avela hanirery
Ity tokantrano kely
Fa haingàna ka modia
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/joh/ventsoni-neny | VENTSON'I NENY | Joh | Eny sombinaiko lehibe izao ianareo
Ka de mihedinedina, mirijarija koa
Tsy taitra koa ny vava misokatra ny feo
Veloma ianao ry neny ary elatra tokoa
De manomana sahady izato raharaha
Handao an'I neny nahoana loatra lahy !
Moa tsy ampy anareo ny tambitamby izay nomeko
Ary lany tsiro ve ny falefaky ny feoko !
Isan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/toky-fitaka | TOKY FITAKA | Fredy Jaofera | TOKY FITAKA
Ahoana moa no inoako
fa tia dia tia ny tenanao
raha mandratra 'tony foko
sy mandentika ahy no atao ?
Ahoana no atokisako
fa ianao no fenomanako
raha tsy tia ny paradisako
sy tsy mitady izay hiadanako ?
Ahoana no ahafantarako
fa andry tsy ho voasolo
raha mandrava ny tsarako
tsy hipoipoitra manont... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fiaritiana/ndeha-avadiko-ny-pejy | Ndeha avadiko ny pejy | Fiaritiana | Ndeha avadiko ny pejy,
Fa efa reraka ny saiko
Sady efa valaka ny aiko
Ny foko tsy mitempo intsony
Ny maso tsy mahita tory
Mieritreritra azy foana
Nefa izy mba ahoana?
Ndeha avadiko ny pejy,
Fa mijaly aho kotsan dranomaso
Manoloana ireto ankaso
Irery tsy manan kofihinina
Miaina lava anaty nivakinina
Mangidy ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fiaritiana/ampy-izay | Ampy izay | Fiaritiana | Nahoana no mipenipenina?
Mitady ny misy ahy indray
Angaha tsy efa vita hatreo
Sady efa leo aho; ampy izay
Ampy izay ny fijaliako
Niainako taona maro izay
Narian ny hafa angahaianao
Izay vao mitaditady ahy
Ampy izay, avelao aho
Niangavy aho tsy norarahinao
Amin izao ve tsy efa tara
Ka any an kafa manambara
a... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-sambo | NY SAMBO | Fredy Jaofera | NY SAMBO
Impiry ny sambo no nisamboaravoara,
notsofin'ny rivotra mafy dia mafy ;
kanefa tsy taitra raha efa anjara
fa mainka mizotra, na be fafifafy.
Impiry ny sambo no nampitebiteby,
natopan'ny alona tsy hita popoka
kanefa ny tokiko tsy nety voareby
fa mainka niampy sy mba nitsotsoka.
Impiry ny sambo no toa n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nikopol-1/tsy-fantatro | Tsy fantatro ... | Nikopol | Tsy fantatro na ‘zaho no bombina,
Na ny fitiavana no masaka,
F’hatramin’ny nahitako anao,
Dia ny foko niparasaka …
Tsy fantatro na ‘zaho no dizina,
Na ny vinany no nanelatra ,
F’hatramin’ny nahalalako anao
Ny masoko aza mba manjelatra.
Tsy fantatro na ‘zaho no pôrina,
Na ny saiko no nipitsoka,
F’hatramin’ny n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/aoka-izay | AOKA IZAY | Fredy Jaofera | Aoka izay, ry tiako,
ny manao izay mankarary ;
aoka izay fa fijaliako
'ty mba andro tsy manjary.
Aoka izay, malala,
ny mandrotsaka tomany ;
aoka izay fa tsy mba hiala
'lay anao irery ihany.
Aoka izay, ry mamiko,
ny manao izay mampahory ;
aoka izay fa mbola halamiko
ireo mitondra sorisory !... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsiloko-mahadiny/andeha-ry-aiko-matoriza | Andeha ry aiko matoriza | TSILOKO Mahadiny | Andeha ry aiko matoriza.
Fa i Neny mbola hiandry ny fodian' i Dada indray.
Mbola hiandrandra latsalatsa sy ny daroka kitay.
Izay tambavy ho antsika fa fiononana ho azy.
Matoriza sombin' ny aina fa i Neny miandry sazy.
Aza mihevitra hiaino ny teny boraky ny toaka.
Izay fanaon' i Dadanao ndrao izany no handoaka
Iz... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/era-zanaka/madagasikara | Madagasikara | Era zanaka | Ry Tanindrazako
Na hoe maintso mavamavana
Na koa tsy zarizary
Vakoka ao am-po io
Ka tsy mba fanary
Na hoe vorom-bolamena
Na vasobaso-kelatra
Rakotra irakofana io
Tsy ataoko mahamenatra
Ry Tanindrazako
Na Sanga atao hanendrika
Na volo ngitangita
Satroka eny andohako io
Tsy ambanin'ny any ampita
Na hoe tany... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dina-vikarozy/vavaka-1 | vavaka | dina-vikarozy | Raiko o, miantso anao
Ity mpanota efa lao
Efa leo ny fijalia
Niaretana, niafina
Latsaka tanaty aizina
Very saina sy fanahy
Tsy mahita andrandraina
No indro injao mitaraina
Be ny ratsy efa vita
Ireo fahadisona teo aloha
Tompo o, ovay ho soa
F'izay no sitraky ny fo
Aza avelanao hiala
Hanalavitra indray
Ny f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalalason-jean-olivier-rjo/sahirana-mirana | Sahirana @ Mirana | Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO) | Faly aho no sahirana
F'ianao sariaka sady mirana
Toa tatamo sy voahirana
Izato endrikao mangirana
Mirana?
Izany ngah no anaranao
Fa toa haiko tsotr'izao
Ny maka sary an-tsaina anao
Saribakoly, maha-te hilalao
Aok'izay ny momba an'iny
Sy ny tsirambim-paniriny
Fa raha ianao no olon-tiany
Dia tsy ho sampona ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kabatritra/voatahiriko-ny-pejy | VOATAHIRIKO NY PEJY | KABATRITRA | VOATAHIRIKO NY PEJY
Notahiriziko ilay boky
Misy pejy mampangovitra
Haizina mandrava toky ...
Indro izy tsy voarovitra.
Rehefa tony iny aho
Mifoka rivotry ny alina
Ary lavitra talaho :
Sahy mamaky nefa malina !
Fa ao anatiny ao tokoa
Misy raki-bolamena
Ary lesona mahasoa
Izay no ekeko ho fahendrena ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/miezaka | MIEZAKA | Fredy Jaofera | MIEZAKA
Miezaka aho handihy mba ho vizana sy reraka
kanefa aho, malala, toa tsy afa-po tanteraka ;
miezaka aho hiravo, hihoby hatrany hatrany
kanefa aho indraindray mandrotsaka tomany ;
miezaka aho hitsinjaka, na ahoana na ahoana
kanefa aho, ry tiako, tsy mety faly foana ;
miezaka aho hihira no sady tsy hahatsia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-eja/ampy-ahy-ianao | Ampy ahy ianao | ny eja | Ny tsikinao isa-marainako
Ampy ho fifaliako.
'Lay fankaherezanao
mandrindra ny fisainako
sitrako sy tiako.
Ilay fihin-tànanao maneho fahavononana,
fa hiatrika izay adiko,
indro fa nanala 'reo geja sy fatorana,
satria ianao no kiadiko.
Raha sendra ny hakiviana
'zay tsy azoko idifiana
dia vonona ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/era-zanaka/ny-ady-tsara | Ny ady tsara | Era zanaka | Novelominao ny fanahiko
Raha indro lalan-davitra
ny lalana narahiko
Nogejaina aho fa tsy tery
Enjehina amin'ny asako
Na potraka aho tsy very
Fa tojo izay kinasako
Ny Fanahinao no nitoetra
Nanazava ny aizim-be
sy ny aloka rehetra...
rehefa izaho mandeha
Ny adidy izay nefaiko
Tanteraka daholo
Ny tany izay na... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/era-zanaka/ny-diam-peniko | Ny diam-peniko | Era zanaka | Ny diam-peiko indro miharihary
Injay ny feo mandalo feo milanto
zary tononkalo tena kanto
entiko ilazana ny hafaliana
hanadratako ihany koa ny fahoriana
ilay dia-peniko indro miharihary
hitohy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dina-vikarozy/antso | antso | dina-vikarozy | Miantso anao ry Ray
Ity mpanota efa very
Tsy mahita ifaharana
Tsy mahalala fahasambarana
Ireo fahadisoana efa vita
Sy ireo heloka rehetra
Hifonako eto Tompo o
Aoka Ianao hamindra fo
Tsy ho vitako hafenina
Eo imasonao ny nenina
Aoka Ianao hiantra ahy
Fa marary ty fanahy
Aza avela aho hatsiaro
Ireo ratrako t... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/bana-rahalahy/mpanolana-zaza | MPANOLANA ZAZA | Bana Rahalahy | Hita tao amin'ny gazety malagasy iray:
"MPANOLANA ZAZA TRATRA"
"ZAZAVAVY KELY 6 TAONA NAOLAN'NY DADATOANY!!!"
Maharikoriko sy mampihoaka !
Habibiana tafahoatra !
Tsy mataho-tody, simba saina
Zaza ts'isy tsiny no vetavetaina ! ! !
Vaky rà, mikikiaka mitomany,
Tsy ahoany akory izany ! ! !
Any ho any firifiry ire... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/razafimamonjy-jeanbaptiste/etoile-du-matin | Etoile du matin | Jeankely Razafimamonjy | Toa tsy misy oviana aminao
Ireo tantara rehetra tao
Nefa hamafisiko eto ihany
Mba handefasanao vinany
An'ilay toerana iray
Izay nitaiza ,nahabe anay
ETOILE du MATIN
Mitoetra eny ambony havoana
Tao no toa nampihaona
Ireo ankizy maro be
Mba hevero kely anie!
Io tokoa lay akany
Tsy ho adinonay hatrany
ETOILE ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-vadiko | NY VADIKO | Fredy Jaofera | NY VADIKO
Vavaka iray no natokako ho antsika,
Vaovao ombieny sy mihatsara bika,
Vita tsianjery sy aina ao anaty,
Velona hatrany ka mbola soraty !
Ekena tanteraka ny fo miara-dia,
Eritreritra mandry sy efa tabiha ;
Ela ny ela ka ny tia sy ny tiana,
Endrey tafaray fa tojo fitahiana.
Ravaka soa tsy mba hanam-petr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/isa-ny-amontana | ISA NY AMONTANA | Fredy Jaofera | Isa ny amontana,
tonga ny korontana ;
Roa aviavy
ka nifosa avy !
Telo fangady,
nipoaka ny ady ;
efa-drofia,
sento ny dia.
Dimy emboka,
iny fa renoka ;
eni-mangamanga,
hita ny vanga.
Fito paraky,
niova malaky ;
valo tanatanana
ka tsy nihavanana.
Sivy rongony,
be ny lonilony ;
folo famolesana,
tsy nank... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kabatritra/tsy-toky | Tsy toky | KABATRITRA | TSY TOKY
Tsy ekeko ho toky
Hanorina ny hoaviko
Ny voninkazon-dRoky
K'izy izao nolaviko !
Toa hatsaram-panahy
Misesy tsy ho lany,
Mamelon'ahiahy
K'aoka izao ihany !
Tsy asian-tsiny aky
Fa làlan-tsy mitovy,
Mahantra ilay fitia,
Ny lasa no diovy ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/joh/ankasonny-tany | Ankason'ny tany | Joh | Manahirana tokoa ny fiainana
Misondrotra daholo ny zava-drehetra
Na kely na lehibe tsisy hanavahana
Fa ny hita sy re, ny olona manjoretra
Izany tokoa ve no voasoratra
Sa isika mihitsy no mandika ny misy
Ka lasa manome tsiny An'Andriamanitra
Te hiteny koa hoe: tsy rariny ny zava-misy
Ny tsy mieritreritra fa mand... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dina-vikarozy/tsy-anjara | Tsy anjara | dina-vikarozy | ranomaso kely iray
no harotsako anio
mba hamafako ilay fitia
zay nantenaiko ho doria
tsiahy kely indray miserana
fahatsiarovana tsy ho ferana
no hany sisa ho koboniko
fa ianao tsy ho tazoniko
ny lasa tsy ho fanadino
fa ny ho avy no banjino
ny anjara sy ny lahatra
tsy ho ahy sy ho anao ka aoka hitsahatra |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dox/antsam-pitiavana | Antsam-pitiavana | Dox | ANTSAM-PITIAVANA
Fa fitiavako ianao, fifaliako, fahasambarako…
Vahatr’aina, tanjon-tokana, eny tokana ifaharako…
Ametrahako ny androko, ny fo, fanahy sy fisainako
Aminao no miantomboka ka mifarana ny fiainako… !
Fa fitiavako ianao, eritreritro, fanahiko…
Tsy hisaraka amiko eny, na aiza na aiza tany itsahiko !
To... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dox/tsy-hodinganina-ny-maty-1 | Tsy hodinganina ny maty | Dox | TSY HODINGANINA NY MATY…
Hotapahintsika tohy amintsika ve ny maty
Fa variana miaina isika ? Tsia fa tsapantsika anaty
Ny fitohizantsika aminy…sady isika taizany aza,
Novolainy fahavelona, notezainy fahazaza !
Na ny maty na ny velona, mpianakavy iray ihany !
Mbola homba antsika ihany ireo efa nody tany,
Misy tros... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ao-anatiko-ao-ihany | AO ANATIKO AO IHANY ! | Fredy Jaofera | Tsy voalazako amin'ny sary
'reo tebiteby nampandreraka ;
tsy voadikako raha mba zary
ao anatiko ao tanteraka.
Tsy voalazako amin'ny hira
'reo efa sedra nandalovana ;
tsy mba haiko, na tsy arira
fa ao am-po torandrovana.
Tsy voalazako amin'ny teny
ny ranomaso tsy hay ambara ;
tsy voaborako eto ombieny
fa ao a... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dox/zakarandahy | Zakarandahy | Dox | ZAKARANDAHY
Mandrobona lasan-ko felany,
Mivolona vonim-boahirana…
Tsy hanitra, tsy aloka avelany,
Kanefa sariaka sy mirana!
Somparan’ny rivo-miserana
Ka vony no ararany mora
Ho solon’ny aloka itoerana,
Volomparasy tanora…
Arara-ny rivo-miserana,
Tsy hafa fa oram-pitserana
‘Reo felana meva mihintsana!
Felana... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dox/anoloanny-sarinao | Anoloan'ny sarinao | Dox | Anoloan'ny sarinao…
Ireo endrikao domohina nahataitra ny fitiavako,
nirariako hifantoka amiko hitarafan’ny fanahy
nefa kosa asa loatra fa nahodinao ny tavako
ary angamba na oviana tsy ho hitako ho ahy…
Ireo maso ireo indrindra amin’ny sarinao’zay mamiko,
ao anaty fitsikiany, ao anaty fifaliany,
ao anaty hatsaran... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/miandry-1 | M'IANDRY | Miarantsoa Anicet | Ianao aty miandry !
Miandry an ' Iandry.
Miandry azy isam- bolana .
Izy tsy mivolana...
Tsy nanoratra intsony .
Lasan'olona ny fony ?
Miandry toa an ' ahy :
Mitaintaina sy manahy .
Te hitsena azy isam- bolana.
Mbola tia mitonatonana.
Izy maro mpankafy :
Soa ianao raiki- pitia .
Aty ianao mandany andro;
Reh... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rabemanantsoa-toavina-na-i-tsoa/oran | Oran | Rabemanantsoa toavina na i ...tsoa | Rehefa injay fa mandona ny alahelo,
Reko manantona tsimoramora.
Ny anatin’ny fo miha-feno dia feno,
dia fantatro indray fa tonga ilay ora.
Minitra vitsy matetim-pandalo;
Indraindray mihitatra ho ora maro.
Ao anatin’ny aizina ravahana kalo;
Mitandahatra miditra ireo karazan-tsiaro.
Dia roso ny dia, mandroso any ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/randria/ianao | lanitra ny tany | randria | lay masonao nijery nibanjina ahy naharitra,
nofenoinao hery toa ainga tsy voafaritra,
ny onja tao am-poko no mafy fiantefa,
ka nampangovitra ahy de lasa mba nandefa...
nifanto-bahobahotra,
ny fo no raiki-tahotra...
dia niahotra nangena nandre ny teninao,
nanjary lasam-borona fa tsy aiko izay atao,
ny fidoboky n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dox/omeo-hotezainny-fiainana | Omeo hotezain'ny fiainana | Dox | OMEO HOTEZAIN’NY FIAINANA
Aza atao hahataitra ny ranonorana mandriaka,
Ny danik’andro mahamay, ny fanala mangatsiaka…
Avy mifanosotsosoka amin’ny andro tony ireny,
Ary ny Mpandahatra azy, misy zavatra kendreny !
Ny fisian’izy ireny no ahamasahan’ny voankazo.
Raha ho lohataona lava tsy hisy akory vokatra azo.
Sor... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/vetsom-po | VETSOM-PO | Fredy Jaofera | VETSOM-PO
Raha tsy tsapanao ny tsapako samirery,
raha tsy fantatrao 'zao masoko mijery,
aleoko dia misento sy miondrika mangina
fa tsy azoko holazaina, na rako-pifaliana.
Raha tsy iainanao ny iainako ato anaty,
raha tsy tonga tany ny dobo-po tsy maty,
aleoko dia mivavaka no tiako sy arovana
fa izay momba anao, ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dox/paiso | PAISO | Dox | PAISO
Tafatsiry indray ny maitso
Eto an-tokontaninay,
Rako-pelana ny paiso
Mavokely rano iray
Tafafoha maraina aho
Hifoka izato rivo-manitra
Eny an’elanelan-taho
Manga ery ny volon-danitra
Eny ambony rantsan-kazo
Indreny vorona mivazo
Am-panaovana ny akany…
Toa hisy azy fatratra
Ny lohataona vao misantatra... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dox/ny-manina-no-maniry | NY MANINA NO MANIRY | Dox | NY MANINA NO MANIRY
Mitsararaka ‘rery akanga
Ambonin’ny ala manga
Mamaly avy ery a-nosy
Manina re ny arosy !
Malaina, madoda fiainga
Ny rahona nihoa-bainga
Manaloka iry tazanina
Toerana mahamanina !
Mitopa misangisangy !
Ny rano eny Andranomboahangy !
Aiza Ralaitsiriry ?
-Tsy ahitra homba anao,
Fa vorona k... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/razafimamonjy-jeanbaptiste/gasikarako | gasikarako | Jeankely Razafimamonjy | Ô ry gasikara tiako
Mbola eto foana ianao?
Efa ela no nahenoko
Fa hiroso hono ianao
Raha andeha ary ianao
Tsofin-drano sy rariana
Hahantontosa izay atao
Fa tsy hihemotra any aoriana
Mba mandroso mihatsra
Katsaho izay ahitana soa
Havalomy ho tantara
Ny ratsy vita teo aloha
Izay tsara dia tazony
Ho voa mendr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranaivoharijaona-rado-liantsoa/hatraiza | Hatraiza | ranaivoharijaona rado liantsoa | Nankarinao hatr'aiza ny lahin-jironao
No ampy nahazava ny hatrao anatiko ao?
Ny ahy ny lahin-jiroko mitsilo oriory
Tsy afaka mibanjina zay misy anao akory!
Haavo firifiry no misy anao fitoetra
no indro mahatsinjo ny amiko rehetra?
Nyahy ny fahitako mitopy verivery
Tsy mety mahabanjina ny masonao mijery!
Ambany ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/joh/ny-fitiavako-1 | Ny fitiavako | Joh | Raha ny fitiavana ao anatiko ao no ho soratako aminao
De tsy ho ampy azy ny taratasy eto amin'izao tontolo izao
Satria foiko manontolo eny atokako ho anao
Izay mety ho ahy rehetra na ny aiko aza foiko tsotra izao
Tsy tiako hisy soritra alahelo akory ny takolakao
Tsy tiako ho mandon-dranomaso ny mosoaranao
Tsy tan... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.