url
stringlengths
43
292
title
stringlengths
0
91
author
stringlengths
0
50
content
stringlengths
31
62.1k
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-kanto/tsy-manan-kialofana
Tsy manan-kialofana
Ny Kanto
Sezan-jaridaina vita hazo, mamanala Io no antenaina, hanofisana malala Eo an-kalamanjana eo no fatoriana Sy nataony mazàna fiaingan’ny ny faniriana Sezan-jaridaina itangoronam-boron-kely Mpamoha isa-maraina sy mpamerin-tsiky very Eo no itazanana ireo mpandalo marobe Manenjika ny fiainana, tsy sasatra mandeha Eo...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranaivomanana-m-jean-felix/manantena
Manantena
RANAIVOMANANA M Jean Félix
MANANTENA Taona maro 'zay no lasa; toa fahatrana no manjaka tsy hita mihintsy ny mangirana fa vao mainka mihasahirana Maro anefa ireo harena eto amin'ny firenena no voatrandraka ka manangatra Mahatonga antsika tsy hisandratra Soa fa nisy ny mpitondra mba hanenjika ireo mpandroba Soa fa vitsy ny tia TENA ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/fitivana-lehibe
Fitivana lehibe
Miarantsoa Anicet
FITIAVA LEHIBE Fitivan- dehbe Soratana LEHIBE. FITIAVNA goavana ... Tsy hita an' avanavana ... Ny Fitiavan' ny Tsitoha Dia ... Tsy manam- paharoa . Mihavao isan' andro, Mibaliaka toa masoandro, Toy ny kintan- tsy hita isa Lehibe tsy voavisa... Ô! 'Lay Tompon' ny Fitiavana ' Lay tsy afaka manavana 'Lay Tia ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsoa/aiza-no-misy
Aiza no misy
...Tsoa
AIZA NO MI SY Izaho mino marimarina Fa any ho any izao misy, Miezaka ny hiarina tsy te- hiteny hoe indrisy. Dia misy koa any ho any Fo leo ny mitomany; Fa nilaozan’olon-tiana ka mitady fitsikiana. Maninona raha mihaona ! Kanefa aiza ny fotoana ? Aiza no misy ilay toeram-pahazavàna ? Lavitry ny fisentoana sy...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravaomanahirana/mbetika
Mbetika
ravaomanahirana
MBETIKA mbetika ianao mitady ny tsy misy maniry ny tsy ao nofinofy indrisy tsy ampy foana matetika hasambaranao dia indro fa voalentika fanirianao ny ampitso tonga indray fanantenana vaovao nefa olana hafa iray namingana anao eny mbetika ary maro koa adinao eto an-tany fitadiavana ny soa tsy mamela anao...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravaomanahirana/fiainana-1
Fiainana
ravaomanahirana
FIAINANA matanjaka ianao mafy aokizany miaiky izao tontolo izao voagejanao ny tany nafeninao aiza moa anjaram-pahasambarako nalainao aiza koa ilay olom-pitiavako napotrakao ny aiko fa tafarina ihany ny hevitrao tsy haiko hitolomako hatrany
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravaomanahirana/ianao-no-safidiny
Ianao no safidiny
ravaomanahirana
IANAO NO SAFIDINY tazako ianao ,nitantana ny tanany nidoladola nifamihina vetivety norohanao ny vavany izaho nisento sy nangiana ny anay indrisy, noravany tsy izaho hono ilay olona niriany fitiavany ahy foana sy lany tsy niazona aho raha izay no fifaliany ny foko tsy mankahala anao fa manaja ny safidiny anga...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravaomanahirana/iny-veloma-iny
Iny veloma iny
ravaomanahirana
INY VELOMA INY iny veloma iny tsy nampoiziko ho farany veloma nisy tsiny mandrakizay no nambarany raha nantenaiko tokoa fa tsy hifankahita intsony nampiononoko ny fo ny saiko koa ho tony iny veloma iny voafantsika ao an-tsaiko veloma tsy niriany tsy tiako koa fa tsy haiko voatery handao azy ho mandrakizay...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fy-tia/satria-tiany-ianao
Satria tiany ianao...
Fy Tia
Aza maika hitsara sy hanankiana hoe na inona tantara sy lalana naleha Dia mbola diso ihany fa toa anao ihany nitady hanodinana ny fiainako sahirana fa tsy nanana talenta hamonona hetaheta dia toaka no sotroina ary koa hanadinoana ny sisa rehetra tsy mety ho takatrao voafetra ny fijery raha tsy nijaly ian...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/mifoka-angaha
Mifoka angaha...?
Ranoala
Maro be ny milaza hoe:"mifoka angaha ranamana?" rivotra ho ahy va hamoahako fananana? Dia hoy indray ny hafa: "ajanony raha tsy zaka!" Dia ho diso ve izaho raha toa ianao mikakakaka na koa tezitra asa lahy fa vazivazy re ny ahy sady kanto ho anao sy ho an'ny hafa koa!
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsiloko-mahadiny/nofy
Nofy !
TSILOKO Mahadiny
Nofy ! Nofiko, hono, f' ireny olon-droa no niara-nitosy sy nifampitantana Dia samy sariaka sy faly tokoa F' eo anivon' ny fahatanoràna ny vatana...! ...Tapaka anefa 'lay nofiko avy eo Nitsaha-tsy voky ilay torimaso ...Tsy ela tsy akory dia indro!... Indreo! Ireny izy roa toa moanan' ny ankaso Ny endriny faly s...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ratehovalahara/fa-hay-fitia-hafa
Fa hay fitia hafa !
ratehovalahara
faraingo nanarato ireo tan-tsambon-ndra mba ho hiakan'izay mitafy nofo sy ra somamby anao ny ainy te-ho revo nadolan-tsento tanaty fotaka mandrevo fanainga nanangoly ny fenitry ny fo mba ho tsantan'ny ampitso mpakato marary anao ny sainy te-ho jamba tinolotra fitia natao an-joron-damba fa laingo nanajary ny tia...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/so/dila-ny-ela-sy-ny-ela-e-1
Dila ny ela sy ny ela e
So
Elaela tsy nandalo ,tato anaty tonokalo elaela tsy nametraka izato diapenina elaela tokoa satria dia tena sarotra ny dia elaela nangingingina satria dia donainampahoriana Varian nitoloko sy nanangondranomaso Nitaraina ,naka saina fa toa be ny ankaso ankehitriny efa miran'endrikany tenanay satria dia tonga sa...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsiloko-mahadiny/sitrako
Sitrako...
TSILOKO Mahadiny
Sitrako... Ny sitra-pitia tsy loloha Fa adidy amim-bady efaina Ka aza robok' izay manodoka Na ho jembin' izay manam-bika Fa tsinjovy sy asio topimaso Irony miondran' ny gasy Sy irony mievan' ny tany. Ny zanak' Iarivo be haingo Hono, tsy fitondra hiseho amin-kavana Fa zaza mandroso amin-damba Ka nanary ny fan...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/seheno/haingana-ry-fanadinoana
Haingàna ry fanadinoana
Seheno
Na ny volana na taona Dia tsy nisy nahafoana Ny fitiavako anao lalim-paka anatiko ao Eny na ny nahafantarako Fa izy iny tsy ho anjarako Toa indray nampisy voany Ilay fitia izay tsy nahoany Niezaka aho ny hanadino F'ity fo no tsy mba mino Irony rakitry ny ela Angamba no tsy hainy avela
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-kanto/zara-hetranny-olo-miaina
Zara-hetran'ny olo-miaina
Ny Kanto
Any lavitra any... Ny rojom-pifalian’ilay Mpianakavy kely iray No rava sy niraraka, Kofehy mando* no tinapaka. Rofin’ny fiainana, Zara-hetran’ny olo-miaina Sy mampitondra ny taraina Ny fahafatesana. Mampipetraka torovana, Ka tsy te-handroso intsony, Lohasaha tsy mampitony, No voatery ho lalovana. Fa na mai...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-kanto/fahadalam-pitia
Fahadalam-pitia
Ny Kanto
Tsy ho jereko irony kintana Mampitsiry fikasana Manosika ahy hankany Tsia, tsy izaho no ratsy vintana, Na minia manda ny fanasana Elon’ny foko izany Amin’ny oran’ny tomany Tsy ho tazaniko ny volana Mankararirary fo, Mampanembona ihany koa, F’aleoko aloha tsy manina Tsy hamoha ireo sary an-doha Sy toreo hame...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsiloko-mahadiny/any
Any...!
TSILOKO Mahadiny
Eny manko ! Ny tiana tsy anila no anton-drahoraho Antom-binavina sy vinany mifamaho; Any izao ianao, izaho nefa aty Mifamatotra isika, ny vahoan' ny fitia Migorodana toa rano, io manjelanjelatr'io Mikoriana tsy miato,mangoratsaka madio No nafoiko ho anao, toa johary manazava Miavosa, miavoloha, mitambolombolon...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fiaritiana-1/tsy-natao-hihaona
Tsy natao hihaona
Fiaritiana
tsy natao hihaona angamba isika amin izao andro fety izao ka mahatsiaro mangatsiaka fa tsy eo anilanao tsy natao hihaona angamba isika amin ity taona ity nefa tsy hifarana ho vita fa mbola hitohy ilay fitia tsy natao hihaona angamba isika nefa tsy ho izany foana hangasihasy ,hitsiriritra fa mbola ho avy ny f...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hasiniony/malala-1
Fiononana
HASINIONY
Azonao atao ny minia tsy mahalala Na doria na ho minitra? Ireo nofinofy adala Nifandonan'ny fo-tsika! Niantsoanao ahy hoe "Malala" Hay angano honohono Azo avadika ho hala... Azonao azera ny rindrimben'ny fitiavako Ivimbino latsalatsa tsy misy hoe nahoana? Dia tsangano saina fotsy izay rehetra sahan'adiko Mba ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsy-fantatra/suzanne-ranivo-et-charlot-rabarivelo-fitia-voarara
Suzanne ranivo et charlot rabarivelo
S.bem
1 TIA ANAO TANTERAKA AHO Fa i Suzanne RANIVO , izay hotantaraiko izao De tsy hafa manahoana , fa toa ny maro, toa anao Fa ny tena faniriany hatry ny andro tsy voaisa Ny mba hanan-tokantrano , taratry ny paradisa Tsy ny deradera am-bola , na ny zavatry ny tany Na ny endrika sy bika no tetehiny amin'izany Fa ny v...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hasiniony/valinkafatra
Valinkafatra
HASINIONY
Valin-kafatra ho an'ny MIARANTSOA, hoy ny ventsony ho: "Miandry anao, ... ny alikako" Azonao atao ny minia tsy mahalala Na doria na ho minitra? Ilay nofinofy adala Nifandonan'ny fo-tsika! Niantsoanao ahy hoe "Malala" Hay angano honohono Azo avadika ho hala Azonao azera ny rindrimben'ny fitiavako Ivimbino lat...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/sarondrahona-rambolamanana/noely
Noely
SARONDRAHONA RAMBOLAMANANA
NOELY Raha toa , sombinaiko Heverinao hoe : Ireo kilalao miparitaka ireo No krismasy; Dia hevitra diso ! Endrika ivelany fotsiny ireny Natolotr'ireo fombafomba vahiny Hianaran'ny Gasy Ianao aza taitra amin'ny vahoaka be Raha ny tranombarotra be fanomezana No ifamenoana; Fa ireny no fomban'ny mpanankarena E...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsiloko-mahadiny/haiteny
Haiteny
TSILOKO Mahadiny
Ny hanina anao tsy mba tola No antom-pisian' ny embona Ka misoka mandrava ny tsiky, Ary embona anao tsy voafefy No antom-pamoha ny hanina Ka mikiry manandra sento. Tsy sentom-pitia torajofo nefa Na sentom-pitia toa setroka Ka tavanan' ny adala sy hendry Na handitsoka maso tsy fidiny. Fa sentom-pitia latsa-pa...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/fiverenana
Fiverenana
Miarantsoa Anicet
FIVERENANA Firy kilometatra miala ao Babylona 'Lay Tany vaovao? Firy taona avy eto dia ho tonga indray Ianao ? Mbola lavitra ihany ve sa efa akaikikaiky? Mbola betsaka ihany manko izahay no mitaraiky. Betsaka dia batsaka ny mitady hiverin- dalana. Kivy tena kivy sy mitsiky mahalankalana, Tsy maharitra fiandrasan...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-hasina-heritiana/mahereza
Mahereza!!
Ny Hasina Heritiana
( Ity tononkalo ity dia valin'Ilay Fitia Tsy Ho Tanteraka avy amin'ilay olona iray izay, tsy izaho no namorona fa mamerina izay nosoratany fotsiny aho) Tena tia hoy ianao; lasa saina maminany; Manontany koa ; maminavina; Izay an'eritreritro ao; Ny fonao ampitsikio; tsy ho resin'ny tomany; Satria , henoy anie ry T...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriary/iny-taona-iny
Iny taona iny!
andriary
Iny taona iny Aza andramana sakanana Fa avelao dify any Hatrany am-para-tazana Honina any an-tany ngazana Fa mafy tamiko ny nentiny Mafy tamintsika koa Ny rivotra nafafiny Mbola io manako-pery Manolatra ny very Iny taona iny Avelao hivalona any Hitondra ny forongony Aza hasiana alahelo Enga anie ho any an...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriary/ty-taona-ity
Ty taona ity
andriary
Ity taona ity Angamba zaho mbola haditra Amin'ny otako tsy ritra Hanohy ny lalana nombako Hiatrika ny hatanorako! Ty taona ity Angamba izy mbola ho namako Hizarako izay ananako Dia ny hamafisan-katoka Tsy laitra anarin-kapoka! Ty taona ity Zaho mbola hifoka Mbola tsy hahafoy ny loka Tsy maintsy hisy janga ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/tsy-taom-baovao
Tsy taom-baovao
Miarantsoa Anicet
Taona vaovao.....Mandra-paha aloha Dia ekeko ihany ianao. Ekeko tsy amin' ny fo. Fijery samy hafa no indro fa mivelatra . Ny lanitra madity lazainao fa manjelatra. Taona vaovao... Mandra- paha tokoa Dia miainà aloha ianao. Ataovy izay ho soa. F' izaho tsy hanaiky mihintsy raha mbola ohatra izao No lokon' ny fiai...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/so/dila-ny-ela-sy-ny-ela-e
Dila ny ela sy ny ela e
So
Elaela tsy nandalo ,tato anaty tonokalo elaela tsy nametraka izato diapenina elaela tokoa satria dia tena sarotra ny dia elaela nangingingina satria dia donainampahoriana Varian nitoloko sy nanangondranomaso Nitaraina ,naka saina fa toa be ny ankaso ankehitriny efa miran'endrikany tenanay satria dia tonga sa...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/toetra-raja/soa-voafetra
Soa voafetra
Toetra RAJA
Nisandratra Omaly Ilay felana, Nahasambatra Faly Mpiserana, Nikombona Indrisy Androany, Nanjombona Hampisy Tomany. Hatsarana An-tampon- Kavoana, Nianjeran' Ny atambo Sy saona, Ary halan- Drivotra Sy hotaka, Hampiala Handifotra Am-potaka. Mpandalo Nitoetra Taraiky, No nimalo Nitsetra Niaiky,...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-hasina-heritiana/vavaka-noely
Vavaka noely
Ny Hasina Heritiana
Andriamanitra o! Amin'izao noely izao; Dia mba hiangaviako Ianao; Any izay ilay tiako izay; manirery tsy eo anilako; Mba vangio Ampifalio. Ray o!! Ilay foko tia no omeko azy; ho fanomezana amizao noely izao; Ny hangatahiko aminao; mba hampahafantaro azy fa tsy hisy hanenenany io fitia atolotro io. Tompo ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-kanto/fivoahana-raha-misy-loza
"fivoahana raha misy loza"
Ny Kanto
Ao anaty fahafatesana Sy ny famoizam-po, Tsy voarava sy tsy lo : Ny ilo'ny finoana. Ao anaty fahantrana Sy ny tsy fananana, No nitsiry dia nitrebona : Ny Fanantenana. Ao anaty fahalemena Sy ny fanetren-tena, No misandratra toa avana : Ny afon'ny fitiavana. Ny Finoana, Fitiavana Ary ny Fanantenana : Ireo n...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalalason-jean-olivier-rjo/lanja
Lanja!
Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)
Lanja ! Tsaroako manan-danja Sy tsy manaiky ho banga Ato anatiko ato ny fisianao Manindrona fiantefa Ka tsy haiko ny hilefa Sy hanadino anao Mandreraka fanahy ! Lanja ! Misarisarim-badiko Namatotra ny tadiko Ho tena mafy tsara Hijoro ho lehilahy Tsy hanana ahiahy Rehefa any am-para Hiatrika ny fiain...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalalason-jean-olivier-rjo/lomano-anaty-oram-baratra
Lomano anaty oram-baratra
Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)
LOMANO ANATY ORAM-BARATRA Niolomay aho Nanenjika anao Teny Ambodivona Kinanjo, ny orana nidona Nitselatra ny fo Fa rava teo tokoa Ilay tantaran-tsika Fa dila ianao tsy hita Fiara iray nitrena Sy izaho nihenahena No indro sisa tazana Midiridiry mihidy vazana Te hitroatra, te hitsoaka Ireo mason’ny vahoaka...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriary/i-z-ynosoratani-andriary-sy-malalason-rjo
I z y(nosoratan'i andriary sy malalason "r.jo").
andriary
I Z Y Izy lay nilaozan’ireo namany Sy izay kely mba nananany Iny izy manirery! Ka satriny ny niery! Izy lay niaritra ny mafy! sy niezaka nihafy! niatrika tsy fidiny nisotro ny ngidiny! Izy lay niharitra ny fery Tsy mba nisy nankahery Toy ny olo-babo an’ady Na nivarina an’ady! Izy lay nandrotsa-dranom...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/manina-3
Manina
Ranoala
manina anao aho izany nefa ... ny orana avy ny tena marary ka mila ho kivy tsy afa-makany manina anao aho izany manina anao aho izany Ka lasa ny saiko Soa efa niova 'lay silam-panahy fa tsy tokana ho ahy? Aok'etsy mba resak'ny ahy Hifonako letsy Ry malalan'ny foko Hatokisako foana f'izaho no toa noana Ka ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mandefitra/vady
Vady
Mandefitra
Vady Nanafatrafatra ahy ny raiko, fony aho mbola mpitovo hoe :"Raha hidaboka leroa, aleo mianjera amin'ny akondro Na lavo aza tsy manahy, mamy no azo fa tsy fondro Sipa manja iarahana, tsara bika tsara saina Ndrao miaramila lava nify, tsy handalo katsamaina Ka vady tsy niriana akory no iarahana miaina Ny vady ma...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hasiniony/krisimasy
Krisimasy
HASINIONY
SAMBATRA IANAO Raha andro nahaterahan'ny mpamonjy ary anio Nahoana no mahantra izao tontolo izao? Solika ahoana, raha ny fony tsy madio, Raha foy ny atody nefa maingoka no tao? Androm-pamonjena, sa vazo indray miserana? Sa androm-piandohan'ny fo sambatry ny hoavy? Dia oroka amin'ny fo; fa ampitso dia manerana i...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/elie-rajaonarison/hetraketraka
Hetraketraka
Elie Rajaonarison
HETRAKETRAKA Misy maso tsy hitanao fa mijery anao ihany Misy fo tsy tsapanao fa mitepo anao mangina Misy saina tsy arakao fa misaina anao hatrany Misy tia tsy fantatrao fa mandray anao ho tiana HETRAKETRAKA Misy olo-maninao, mankahala anao tanteraka Misy endrika tianao, tsy nahalala anao akory Misy fo hirifanao...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/ety-an-tany-tsy-tahaka-ny-any-an-danitra
Ety an- tany tsy tahaka ny any an-danitra
Miarantsoa Anicet
Any ny arabe : Volamena no hitsahina . Ny ety ange zareo Volamena toa varahina No iadiana isan' andro . Ny ety ange zareo : Volamena iray grama No anapahan- tanan'olona. Dia namidy dimy arivo Izany hoe : Varinay indray andro Sy laoka indray mahandro. Izany monja ihany Dia anafahana ain' olona Any ny tamb...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-eja/iza-ianao
Iza ianao !
ny eja
(ity tononkalo ity dia atolotro manokana an'i Nivo ) Iza ianao ry ilay mpandalo fa toa niserana dia lasa ! fa ity foko anie mikalo, mbola babo ka nikasa ny ahita anao indray hiantrano ato aminay, Fa ny eritreritro rehetra dia lasa nitoetra tsy manaiky ny hifandao fa nanaraka anao, tia anao aho...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-kanto/tsy-misy-mpahalala
Tsy misy mpahalala
Ny Kanto
Hanaiky ve ianao Hiaraka amiko handao Izao tontolo izao Ho amin'ny tany hafa iray Tsy misy mpahalala Any iisika indray Hifampiansto hoe : Malala Any isika no hanorina Hampivelatra fitia Hamorona, hanonona Teny mamy vaovao Tsy misy mpahalala Any isika no hamerina Izay noraran'ireo tsy tia Ho toy inona toko...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/dozy-indray
Dôzy indray!
Ranoala
andray kosa 'ty ianao ramarokoto voa maraina dia nisotra sy matory anaty loto! Dia mankafy ery fa ianao no tena rôle sady bandy fa anao koa ny baolina! Aiza izao ny vola nomeko hivangona saribao? na ny harona aza moa aiza no natao? Hitsiky indray sa hitomany? Hanafenana an'izany Hariako anie ianao e! fa ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hasiniony/za-pahoriana
Za-pahoriana
HASINIONY
ZA-PAHORIANA O! ry andro izay manjombona Aiza ny oram-batravatra? Aza avelanao hikombona Ilay fery, fa aoka haratra Ry nonoka izay tsara tsiry Aoka ianao ho main-tendro Mba hitondra ngirifiry Mba hitondra fendrofendro Ny fahoriako ho doria Aoka tsy ho esorina amiko Hiaretako satria ... Ny mangidy izao no ma...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/manina-2
Manina
Ranoala
manina anao aho izany nefa ... ny orana avy ny tena marary ka mila ho kivy tsy afa-makany manina anao aho izany manina anao aho izany Ka lasa ny saiko Soa efa niova 'lay silam-panahy fa tsy tokana ho ahy? Aok'etsy mba resak'ny ahy Hifonako letsy Ry malalan'ny foko Hatokisako foana f'izaho no toa noana Ka ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-kanto/tontolo-hafa-kely
Tontolo hafa kely,
Ny Kanto
Tontolo hafa kely, Jiro an'alinaliny, Mihaika ny masoandro Ny alina ho atoandro. Ny andro ho lasa alina. Mandroso hono izany! Ny tsy fanao sy tsy fambara Mitsangana mihantsy Ny tsara ho lasa ratsy. Ny ratsy aty no tsara. Mandroso hono izany! Ny sakafo aty dia betsaka Fa ny hevitra miely : " Ny Fahiazana no...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-hasina-heritiana/ilay-fanantenako
Ilay fanantenako
Ny Hasina Heritiana
Asa mbola hisy angamba ; fanantenana F'ilay fitiavako efa jamba; Toa tsy ho azoko rarana ny hitia anao . mety hisy ny adiady, hisy koa fifamaliana, nefa aho mbola hanantena: fa ilay foko izay mitady: hotoloranao fifaliana. Tsy ho kivy aho; Fa hanantena hatrany: Fa mbola ho avy ny andro; hahatsapanao ihany;...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-hasina-heritiana/vavaka-noely-1
Vavaka noely
Ny Hasina Heritiana
Andriamanitra o! Amin'izao noely izao; Dia mba hiangaviako Ianao; Any izay ilay tiako izay; manirery tsy eo anilako; Mba vangio Ampifalio. Ray o!! Ilay foko tia no omeko azy; ho fanomezana amizao noely izao; Ny hangatahiko aminao; mba hampahafantaro azy fa tsy hisy hanenenany io fitia atolotro io. Tompo ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-hasina-heritiana/ho-ani-neny-1
Ho an'i neny
Ny Hasina Heritiana
Androany aho manoratra; Ho an'ilay tsara indrindra eto an-tany; Androany aho hamoaka ; Ny aingam-panahiko rehetra any anatiko any; Androany no hamaritako ; Ilay fitia tsy nila tambiny; Androany aho hanoratra , Ho an'ilay antsoiko hoe neny. Neny: Ianao no voahary tsara indrindra; Nahay nitia da dia tao anaty ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raniafitiana-denita/mijaly-izy
Mijaly izy
RANIAFITIANA Denita
Fa nahoana izy no ampijaliana Nefa anie tsy mba fananiana e! Tao hetraketrakin' ny tany, Avy no nahatonga izany Fa nahoana izy no ampijaliana Mitambesatra aminy avy ireo fahoriana Sa mandeha an-tany ka solafaka Hoviana ary izany vao afaka Fa nahoana izy no ampijaliana Ianao ihany no mba hiriany e! Hiaraka ami...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/randriamahasoa-andry-mirana-halimalala-andrys/raha-2
Raha......
Randriamahasoa Andry Mirana Halimalala< Andrys
Raha hanoratra aho anio, kahanainga izato peniko: Dia hosoratako ao daholo, ny lasa izay nafeniko. Raha hiteny aho anio , hanambara ny ato an-tsaiko: Dia haborako hiampita, ny ho avy izay kasaiko. Raha handihy aho anio, hanaraka ny feo mozika: Diaasehoko ho hita, ny holatry ny lasantsika. Raha hihira aho an...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/randriamahasoa-andry-mirana-halimalala-andrys/tsy-ratsy-izy-akory
Tsy ratsy izy akory
Randriamahasoa Andry Mirana Halimalala< Andrys
Tsy ratsy izy akory na zara fa vita, fa dia ny volony fotsiny no ngita. Asiany satroka anefa dia tsy hita, ka mety hahatara an'i Bema sy Lita. Tsy ratsy izy akory na koa tsisy mpila fa di ny masony fotsiny no gila Asiany ilay solomaso anefa dia dila, Ka mety hampialona an'i Bozy sy Lila. raha mbola olombelona f...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/randriamahasoa-andry-mirana-halimalala-andrys/ny-atao
Ny atao
Randriamahasoa Andry Mirana Halimalala< Andrys
Raha tsy tia ny hanontaniana, Meteza tsy hanontany. Raha tsy tia ny hitomaniana, Meteza tsy hitomany. Raha tsy tia ny hampijaliana, Dia aza mampijaly. Raha tsy tia nyhampifaliana, Dia aza mampifaly. Raha tsy tia ny hojerena, Meteza tsy hijery. Raha tsy tia ny hoterena, Meteza tsy hanery. Raha tsy tia ny hoa...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-hasina-heritiana/fitia-voarara
Fitia voarara
Ny Hasina Heritiana
Misaotra anao aho ; Nilaza tamiko ny marina; Misaotra anao nanambara, Fa hay ilay fitiavantsika; Hay kay fitia voarara. Nefa ho tia aho, hitia anao mangina hitia tsy mila tambiny; hitia am-pifaliana.
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-hasina-heritiana/ilay-fitia-tsy-ho-tanteraka
Ilay fitia tsy ho tanteraka
Ny Hasina Heritiana
Mijery anao aho , dia lasa ny fisainako; Mamisavisa irery izay mety ho fiainako; Mijery anao aho dia maminavina; Ilay foko tia, moa ve mba ho tiana? Maminany aho izay ho eritreritrao; Mamerina ato an-tsaiko ilay tsiky maminao; Ka ataoko ahoana loatra; Ny hampangiana ity foko tsy hitroatra? Nefa iza moa no afak...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mandefitra/indro
Indro
Mandefitra
Indro indro misy tononkalo, tsisy hevitra mafonja na fiteny mampimalo na alahelo mampanonja Tsisy tsiky akory entiny Tononkalo tsisy ventiny! indro koa tononkira, tsisy feo fa hafahafa tsy fiainana voavira, tsy fitiavana voatafa Tsy mba gadona, tsy angola Tononkira tsy voavola! Nefa nosoratako ihany Ndrao mba...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/randriamahasoa-andry-mirana-halimalala-andrys/namana-2
Namana
Randriamahasoa Andry Mirana Halimalala< Andrys
Ry namana tiana sy tena sakaiza, ny lalanao iny moa mba ho aiza? Hamakivaky 'ty fiainana an-tany, hitady hafaliana sy soa tsy ho lany. Ry namana tiana sy tsy mba manary, ny isanao iny moa mba firy ary? Tokana ihanynefa tsy azo lavina, fa saro-karohina sy saro-tadiavina. Ry namana tiana sy tsy mba manody, Ahoan...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriary/mivezivezy-ny-olombelona
Mivezivezy ny olombelona
andriary
Mivezivezy ny olombelona Mikaro-zavatsoa Miasa fatratra tokoa Mianatsimo mianavaratra Mitady fiainana tomaratra! Mivezivezy ny olombelona Sahy mandao ny fonenany ahasambatra ny tenany, Tonga hatrany amparan-tany te-higoka ranomamy! Mivezivezy ny olombelona! Mitady zay hiafenana Mba handry fahalemana Ny ho...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-kanto/fahanginana
Fahanginana
Ny Kanto
Tsy nahateny sady sina, Fenofeno mila hitosaka. Ranomaso no nihotsaka Fa very ilay sakaiza tiana Tsy nahateny sy variana Nahatsiaro ireo taloha Mifanenjika ao an-doha Ireo akoakom-pifaliana Tsy nahateny, tsy iniana. Te-hiantso sy hitalaho Sao mbola misy azo atao. Nofy adalan’ny ririnina
https://vetso.serasera.org/tononkalo/randriamahasoa-andry-mirana-halimalala-andrys/indrisy-1
Indrisy
Randriamahasoa Andry Mirana Halimalala< Andrys
indrisy...! narodanao sahady, teo an-tsahan'ady ilay tokim-pandresena. Izay nifanomezana, ho fefy hifehezana, antsika tsy hivena. indrisy...! Sahinao takonana, tsy ahita fiononana ilay foko izay nitia. Nasianao taraina, tsy zaka hobataina, hanakana ny dia. Ny indrisy anaty fitenenana, dia midika fanenenana A...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raniafitiana-denita/ilay-alina-mangina
Ilay alina mangina
RANIAFITIANA Denita
Ilay alina mangina No hisainana ny ho avy Mba hisian' ny fandinihina Ny tena mba tsy hanavy Ilay alina mangina Tsy natao hatoriana Fa raha misy sorisory Dia tsy mahita tory Ilay alina mangina Mety hisotroana ny mangidy Satria nianjady teo ny faoriana Ka mavesatra ny adidy Ilay alina mangina Higoana ny tsar...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsoa/antony-1
Antony
...Tsoa
ANTONY Mahatsiaro matetika ny tany nialàna ka tsy mety tamàna. Manembona foana ny fiarahana omaly ka zary mijaly. Tsy mety mionona manaiky ny misy ka mivolan’indrisy. Misentom-pitia sy manina akany dia rotsa-tomany. Nefa manantena ny hiverina an-tany niaviana ahita ny tiana. Izay azoko heverina fa antony tok...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsoa/izao-ataoho-fampaherezana-ani-hasina-heritiana
Izao atao
...Tsoa
IZAO ATAO Aza adinonao fa... izy koa anie mba miheritreritra sy maka sary an-tasina irony zava-bita rehetra. Saingy, izy tsy afaka hatramin'izay nahatapaka ny fifandraisana izay nisy; efa lasa ireny,indrisy ! Adinoy... raha azo atao aza! Soloy! Dia ampirimo aleveno any @ lalina; aza tsarovana akory na di...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mandefitra/zanaka-lahy
Zanaka lahy
Mandefitra
Zanaka lahy faly ery ny ray sy reny rehefa njay fa tera-dahy nisy mpandimby dada, nefa kosa indro kely : moa ve tsapan'izy ireny, f'adidy tsy hita velively ny manabe sy mitaiza hahatonga azy ho lehilahy? Sao zareo ho sarimbavy, ndrao koa ho tia lehilahy Na irony be kanosa tsy mba vonona hiatrik'ady Na iretsy Ray...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raniafitiana-denita/fitia-tsy-matotra
Fitia tsy matotra
RANIAFITIANA Denita
Fanahoana re ! ry tiana Dia manao toy izao Tsy mba misy fandinihana Ny fitiavana atao kilalao Izao anefa no tsy fantatrao Io fitiavana io mandoro Izay,no teniko aminao Raha mbola fanao ny manolosolo Ny tena fitiavana no lazaina Dia olon-droa mifamatotra Amam-po;ka ny fetrany dia ny aina Satria ao ilay fatok...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranaivomanana-m-jean-felix/indrisy-2
indrisy
RANAIVOMANANA M Jean Félix
FO mitempo zary gina ; nofy mamy mahavariana tsy hay hajanona ho lazaina fa mibitsika ny saina . Ny hiresaka aminao . Maso tsy mahita tory , tava feno tsikitsiky ; nefa indrisy mbola hory fa tsy ahy ianao ry tiana.
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalalason-jean-olivier-rjo/raha-andeha-ianao
Raha andeha ianao ...
Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)
RAHA ANDEHA IANAO … Tapa-kevitra aho fa Hitia anao tanteraka Ka hanaja sy hiezaka Tsy hitia afa-tsy ianao Tonga anefa ity ny fety, Tonga koa ny fisarahana Andeha ianao hanainga, Handao ahy vetivety Ka omeo toky aho Fa tsy hiova fo ianao Fa hitazona sy hamihina, Ny Dina nifanaovana Ianao aza satriko Hitoet...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsoa/fiononako-1
Fiononako
...Tsoa
Aza kivy, mitrakà. Mijoroa fa lehilahy. Ny fiainana no sompatra sy tia mihetraketraka! Nahoana ianao no kivy ka zary toa mipetrapetraka ? Manomboka izao ataovy an-dohanao; "sombiny no tapitra, fa tsy izao tontolo izao". C'est pas la fin du monde nosoratako tany dago(tany tiako sady ...niaviko)
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/rasefo
Rasefo
Ranoala
Aza misy mihetsika! Ataovy ambony ny tanana! (ry mpandroba fananana) Basy ity, 'lay mampilefitra hamoizana fiainana! Hidoboka ihany ry 'lay tsy valahara ireto ka miseo mihanihany hoe "Raha mahazo dia henjeho" Afatory! dia darohy izay mamaly ny fitadidiako tsy mba fohy hanadino ny mijaly! Hiantsoy mpanao Ga...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-kanto/very-namana-aho
Very namana aho
Ny Kanto
Ny haizin’ny alina, Nilatsaka nandrakotra Alahelo mila hanafotra Namelively sy nikapoka …fa very Namana aho Hiakiaka sy toreo, Tomany hany feo Nandoaka ny fahanginana. Tsy mba nisy nampiomana …fa very Namana aho Voafefik’alahelo Anefa lavi-tany. Haizina sy avelo Ny elanelan-tany. …fa very Namana aho Andr...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raniafitiana-denita/hoavy
hoavy
RANIAFITIANA Denita
Ny tena olon-tiana Ilay maniry ho anao N y hasambarana maharitra Ilay mikatsaka ho anao Ny fiaina-mahafinaritra Ilay mitsinjo ombieny Ny hoavinao mamiratra Ilay mikendry hatrany ny tena fisondrotana.
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raniafitiana-denita/hoavy-1
hoavy
RANIAFITIANA Denita
Ny tena olon-tiana Ilay maniry ho anao N y hasambarana maharitra Ilay mikatsaka ho anao Ny fiaina-mahafinaritra Ilay mitsinjo ombieny Ny hoavinao mamiratra Ilay mikendry hatrany ny tena fisondrotana.
https://vetso.serasera.org/tononkalo/randriamahasoa-andry-mirana-halimalala-andrys/mbetika-1
'mbetika
Randriamahasoa Andry Mirana Halimalala< Andrys
'mbetika izy dia 'ndre falifaly, rehefa mahatsiaro mahazo ny zony. Afaka mantsy ny gadrany omaly, gadra nahazo ny sainy sy fony. 'mbetika izy dia 'ndre miramirana; rehefa mahatsiaro ho manana adidy. Lavony foana izay manahirana, hainy hatelina izay mba mangidy. 'mbetika kosa izy no mitoreho; rehefa 'njay tsaro...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranaivomanana-m-jean-felix/manantena-1
Manantena
RANAIVOMANANA M Jean Félix
Manantena fa ho avy , ilay anjara tsy hay tohaina ka ho miratra maraina tsy ho resim-pahakiviana ; ilay zotom-po mangiana . Manantena fa handresy amin'ny tolona hatao ; ka tsy hiala na hilefa ny ady mafy izay miandry fa hanangona ny hery ka hivonona hiady
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/tandremo-tandremo
Tandremo! tandremo!
Ranoala
Tsiharitro ry se ny vadin-dragahy fa mampiseho fe manintona ahy (B) fa ialahy ve mivaha sa... mila ady! mitady ompa sa... hosorohiko ny angady!!! tsy zakan'ny saiko tsy haritry ny vatako fa ao re halaiko mba ho dimbiasiko (B) ilay ity toa mivika! izany no daka sy kaikitr'alika Aleha ialahy mandeha sao...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-zo-rado-herizo/noely-hoani-dadanay
Noely hoan'i dadanay
Ny zo Rado Herizo
Andray izany hafaliako fa tonga ny Noely Kanefa raha ny tiako dia tsy ho androany irery fa ho Noely foana ny andro rehetra rehetra Tsy noho ireo vatomamy na noho ireo kilalao Fa hoan'i DADANAY Tsy noho ireo sakafo na ireo karazan-daoka fa rehefa Noely izy dia Mba tsy misotro toaka, miditra am-piangonana, ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/e-avy-aloha
E! avy aloha
Ranoala
ny tany anie miodina sao ho fanina eo ianao malama na (dia) gorodina ho afak'eo ity nify! Ny andro anie tsy lava Toa varina be rahavana Tsy ela dia midify banga ve irina? Sa maika ho soloina (fa)tsy mahefa ny mpanofa izay makany dia midona hiodina rahavana?
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriary/tany-tsisy-tonokalo
Tany ts'isy tonokalo
andriary
Io fa maina! tany karakaina! ny bainga tsy misy firy ts'isy maintso mba maniry! Fa tany ts'isy tonokalo!!! zary nanam-pahavalo! Ny ravikazo ndreo miraraka ny fihavanana nisaraka Ny kalokalo koa nangina tsy nisy rano nikoriana Fa tany ts'isy tonokalo!!! misaringotra taharo!!! Ndreo fa mikorontana! mifamaly ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/miandry-anao-i-kiki
Miandry anao i kiki
Miarantsoa Anicet
Raha ' zaho mihintsy ianao Dia ... Mody tsotra izao. Rahampitso indray miverina Na ... Am' taona mitsingerina . Miala tsiny indrindra Fa raha ohatra ary hoe Ato ihany izaho Dia ... Miala tsiny ho' aho Fa feno ny fotoanako. Efa nofoanako Ny segondra sy minitra Ahafahako mipitra. Raha misy ny fotoana Tsy aha...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rabemanantsoa-toavina-na-i-tsoa/aza-kivy-1
Aza kivy
Rabemanantsoa toavina na i ...tsoa
Aza kivy mitrakà, mijoroa fa lehilahy. Ny fiainana no sompatra sy tia mihetraketraka ; nahoana ianao no kivy ka zary toa mipetrapetraka? Manomboka izao ataovy an-dohanao, sombiny no tapitra fa tsy izao tontolo izao. C'est pas la fin du monde
https://vetso.serasera.org/tononkalo/samuel-ratany/raha-3
Raha
Samuël Ratany
RAHA Raha sendra midona ny voalohan'orana, Nefa ny ambiaty tsy mbola mitsiry ; Raha vorona ompiana no tapa-patorana, Kefa ny mpiompy tsy rototra firy; Raha sendra ka ravan-tadio ny akany, Kanefa tsy taitran'izany ny fody ; Raha zaza tinaiza no re mitomany, Ny reniny anefa tsy mahalala mody ; Raha fo te-hiverin...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/ny-alinny-31-desambra
Ny alin'ny 31 desambra
Ranoala
Tonokalo bômbina miventso bôbô vorona ny alin-dohataona nahatsiaro fandriana Feom-bilany mikodia sy orana mikija any ianao izay madihy sa mijoro ambany jiro? Hifoha eo 'za.. Raha miverina ny saiko..(hum) Hamboariko eo ianao... raha azoko ny aiko. Hazerako daholo ianareo ry nofy ratsy ho avy izao ny taom-b...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/tia-azy-aho
Tia azy aho
Ranoala
isan' andro aho mitazana azy eto ambaravarakely dia manonofy anay miaraka ireto masoko mijery arabaiko ihany...indraindray nefa zara fa mamaly ny ato anatiko mahamay tiako ho fantany hoe mijaly raha tsy mamaly... na dia tsiky monja aza Toa tsy fantany aza angamba hoe ato anatiko ny fitia na ny mombamomba iza...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsoa/hafatra-2
Hafatra
...Tsoa
Aza variana mitady izay lafatra na koa iro hasambarana mety hiserana. Izaho efa nahita manafatrafatra fa tsy hisy mihintsy ny fanaperana. "Raha tiana ny ho sambtra dia ahenao ny faniriana"
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/tsisy-lohanteny
Miarantsoa Anicet
Ah ! Ity masoandron- drazana! Voa mampihetsi- bazana Natoraka ny velona . Hanina zara fa miselona. Velona ! Sambatra ny akoho, Tsy manana fanahy. Fa... Eny, sambatra tokoa: Tsy mba manana ahiahy. Izaho: mitsaingoka madinika Ny ambinambi-nofy Nofy lo mandinitra An' ito antontam-pofy.
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/sakafo-anio
Sakafo anio
Ranoala
Anana sy vary... (hum...)Ny maintso sy ny mena, mety ho fotsy koa angamba mety ho sainam-pirenena raha avadika ho lamba Ananasy vary... Ary tsy misy hafa angaha? Toy ny Kihendihendy na lasopy? Izaho no toa tsy ho sahy fa tsy maharaka ny sôsy! Hay kay ny Kafé èry ambany tsy voavaky! Io no 'ndeha ataoko be di...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranaivomanana-m-jean-felix/sento-sisa
Sento sisa
RANAIVOMANANA M Jean Félix
Tao an-tsaiko , tsy voafafa ilay endrikao sariaka misy marim-pandaingana ny takolakao mitsiky. Misoratra tsy mety miala, ato an-tsaiko 'zany tsiky mampivetso ny fanahy ny hoe : HITIA ANAO . Mahalasa vetsovetso ka mahatonga sentosento; Nefa indrisy fa tsy anjara ny hiantso anao hoe :>
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-kanto/sambara-ianao-ry-fireneko
Sambara ianao ry fireneko
Ny Kanto
Sambara ianao ry Fireneko! Sambatra hono sambatra ny Fireneko voazara Ka tsy mahalala intsony ny tena fihaviany Ny adim-poko foana no ankamamiany ...(hehy)... Fa Ianao no hahita ny fandriam-pahalemana Firaisam-pirenena, tsy vidiana fa omena. Sambatra hono sambatra ny Taniko voaroba Ny safira, volamena ... natao...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/misarintsarim-borona-ny-rivotra
Misarintsarim- borona ny rivotra
Miarantsoa Anicet
MISARINTSARIM-BORONA NY RIVOTRA Misy vorona mandrangotra Ao an- tafon- tranoko ao . Misy vorona mamerina Fa izaho ' lay tia anao . ary ianao ilay tia an' ahy . Ô! Vorona tsy tiako Fa hovonoiko io rahampitso! Misy rivotra manditsoka Toa mitsoka , toa miritsoka Miritsoka anarana Dia 'lay anaram- pahasambarana....
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalalason-jean-olivier-rjo/noely-fifaliana
Noely fifaliana
Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)
NOELY FIFALIANA Velom-bolo jiaby Ny voahary manontolo Mitsiky miran’endrika Fa ho avy ny Noely Eny an-tsena eny Feno mpitsongoloka Mifidy izay sahaza Na lehibe na zaza Ireo mpanendaka aza Mifaly ihany koa Fa be no mety ho voa Sy ho voagarom-paosy Ny sasany indray Manandratra ny feo-ny Fa “teraka ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-zo-rado-herizo/ny-zo
Ny zo
Ny zo Rado Herizo
Taratr'ilay fandresena Tolotry ny fahafahana Novokarin'ny herin'ny tena Apinga tsy azo sarahina Fanomezana avy amin'ny Ray Harena tsy azo vidina Hery manohana ny aina Hasina tsy azo ariana
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ramanantsoa-ricardo/ilay-fitiavako-anao
Ilay fitiavako anao
RAMANANTSOA Ricardo
ILAY FITIAVAKO ANAO Tsy maninona tsy akory Raha izay no sitrakao Dia ny hampijaly sy hampahory Ity olo-mitalaho. Mba miangavy fiantrana Sy mitalaho fitiavana Ka mamoa midanadana Izato fo izay mila havana. Nefa indrisy fa natsipy Toa tsipolitra nanaraka Izay nohongotana mihintsy Dia nariana, tafasaraka. Na...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/mahantra-2
Mahantra
Miarantsoa Anicet
MAHANTRA Satria ve hoe sarety no fiara entinay Dia tonga ianao hively sy hikapoka kibay? Satria ve jiogan'omby no hany mba môtera Dia tonga ianao hamotika, handavo sy hanjera? Satria ve ratsiratsy raha miolotra ny anao Dia tonga ianao hanilika sy hanala tsotra izao ? Satria ve 'lay fandeha ... somary miadankadan...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/onja-monja
Onja monja
Miarantsoa Anicet
Topy maso kely monja Dia efa hafatra mafonja Manambara fa ianao Ilay nandrasako hatrizao. Topy maso kely monja Dia afaka hampanonja Ny fiainan' ny fitiavako, Ka hanaiky anao ny vavako. Tiana a ! Eto anilako eto No tany tsisy sento. Dia eto akaikinao No Edena vaovao. Tiana a! Eto anilan- dry No ianarako mit...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/miarantsoa-anicet/mahantra-1
Mahantra
Miarantsoa Anicet
MAHANTRA Satria ve hoe sarety no fiara entinay Dia tonga ianao hively sy hikapoka kibay? Satria ve jiogan'omby no hany mba môtera Dia tonga ianao hamotika, handavo sy hanjera? Satria ve ratsiratsy raha miolotra ny anao Dia tonga ianao hanilika sy hanala tsotra izao ? Satria ve 'lay fandeha ... somary miadankadan...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-kanto/rahampitso
Rahampitso
Ny Kanto
Rahampitso Rahoviana vao ho mandina Ireo tongom-bakivaky? Rahoviana no ho bolangina Ny efa ho taolam-paty ? Maina sy mitritra izay jerena, Isan’andro anefa mitanisa : Harena, harena ... harena!!! No mameno izany tanintsika! Tsy fahaizana mitantana ? Sa tsy te handray andraikitra? Toa mandry fotsy feno sompit...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ramanantsoa-ricardo/rahoviana-1
Rahoviana
RAMANANTSOA Ricardo
RAHOVIANA Rahoviana ihany angaha Ianao vao ahatadidy Ilay fitiavako manahy Ka miaina anaty ngidy. Ka amin’izay fotoana izay Ity fo izay malahelo Dia hitsiky , faly indray Ka sanatria tsy hamelovelo Koa manantena aho indray andro any Fa mbola hisy ny maraina Ka ireo toloko sy tomany Dia hifarana sy hangaina ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ramanantsoa-ricardo/raha-azo-atao
Raha azo atao
RAMANANTSOA Ricardo
RAHA AZO ATAO Raha azonao atao Dia ampio aho ho tafarina Fa raho-mainty mitatao No manamaloka mahafanina. Fa tena mila fiantrana Izato foko izay torovana Mitady ho resy tsy ho tana Ka dia mila fanavotana. Tsy mba ampy izay fitiavana Mba mitady nefa indrisy Fa sasa-pona ré rahavana Sy manantena ny tsy misy. ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalalason-jean-olivier-rjo/sentom-po
Sentom-po
Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)
SENTOM-PO Tamin’iny lalana iny Teny isika no nandeha Raha nampiaraka fahiny Nisangisangy, nihomehy Tamin’iny toerana iny Teny isika no nitoetra Raha nampiaraka fahiny Tamin’ny ora tsy voafetra Tamin’iny oran’iny Teny isika no nisaraka Raha nampiaraka fahiny Ny sentom-po, no niraraka Ankadifotsy