url stringlengths 43 292 | title stringlengths 0 91 | author stringlengths 0 50 | content stringlengths 31 62.1k |
|---|---|---|---|
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tendrymisitery/dada-sy-neny | Dada sy Neny | tendrymisitery | Dada sy Neny sakaiza
Izay niaritra ny mafy
Niampofo sy nitaiza
Ny onjam-piainana nifafy
Indreo fa miainga vao maraina
Hamorona ny tsy ampy
Tsy mba misy horaka ny aina
Ny havizanana miampy
Tsy mahalala vizana izy
Ho an'ireto ankizy
Mitady vola isan'andro
Mba hividianana nahandro |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vetso-mena/tsy-ho-adino | Tsy ho adino ! | Vetso mena | Mety ho sarotra ihany
Ny hanadino ireny lasa
Hatramin'izao mbola tomany
Mahatsiaro hoe rava
Tsy nampoiziko velively
Hifarana toy izao
Tsy ho afaka ny hanery
Ka dia naleo hifandao
Hatramin'izao tsy adinoiko
Fa miraikitra ato am-poko
Tsy mba mety ho foiko
Tsy voafafa na voavonoko
Nilazako hoe tsy tia
Dia lai... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/felana-radoniaina/fanalahidy | Fanalahidy | Felana Radoniaina | ?️?FANALAHIDY?️?
Misy lova iray avy amin'ireo razambe
Nifandimbiasan'ny taranaka hatrizay
Tsy inona izany fa ilay fanalahidy
Izay tsy novidiam-bola ary tsy azo hamidy.
Nisitraka azy io aho ka nahatsiaro sambatra
Izao ianao efa lehibe ka omeko anao indray
Ity fanalahidy ity ampiasao finaritra
Dia hiadana koa ian... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/taniezaka/tononkalo-farany | ...TONONKALO FARANY... | Taniezaka | "Ity no redirediko sy tononkalo farany"
Sisa fara-sentoko tsy mbola lasa feo
Ity no ainga sisa mamaritra ny anarany
Sisa farim-peon' ny tomaniko hanikeo,
...nanontsina ny foko
"Iriako tsy handoko tahak'izao intsony ny hoaviko rehetra.
Tsy tiako hiverenana ny raozy misy tsilo fa 'ndraindray mahery setra.
Dia lasa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fahatokisan-tena | FAHATOKISAN-TENA | Fredy Jaofera | FAHATOKISAN-TENA
Ny vonim-pandresena
azo ambara fa mahay
mamoti-pahavoazana :
ny fahatokisan-tena
izay tsiambaratelo iray
amin'ny fahombiazana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rabarison-roberto-stephan/nisaona | NISAONA | Rabarison Roberto Stephan | Izy toa nanjary nisaona
Nanantena ilay fitia ho paradisa
Hoe any aoriana any mbola hihaona
Sy hanantateraka ilay visavisa.
K'anefa anio toa lasa zava-poana
Ilay fitia tsy nety vita.
Toa niserana sy foana
Izy toa nanjary nisaona
Nanantena fa ianao eo foana
Tsy mba ho resin'ny fotoana
K'anefa indrisy. Tapitra i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aorn/i-neny | I NENY | AORN | Neny,
Fantatro ny fihafiana
Niaretanao fahiny
Raha mba nanam-paniriana
Ireto zanakao dimy...
Ny lahimatoa toa rovi-damba
Tsy mba nanana hanoloana
Pataloha voatampi-jaitra
No efa nentiny aman-taona
Zato vaviaivo kosa
Mila boky mba hianarana
F’efa bedy tan-tsekoly
Lay mindrakindrana amy namana
Fa lay lahy ma... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anarim/noho-ny-amini-dada-90-taona | Noho ny amin'i dada 90 taona | anarim | Noho ny amin'i dada, sivifolo taona
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo ô ianao no tanjako sy heriko....
Ny Anaranao irery no indro ankalazaiko
Ianao r'llay Tsitoha no mbola andrandraiko
Isaorako eto anio ny sandrinao mahery
Nitantana ny dia ka tsy mba nisy very
F’indreto tafavory tena an-kafaliana
Mirami... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ifamalio | IFAMALIO | Fredy Jaofera | IFAMALIO
Fitia mifamaly
no tena fitiavana
amin'ny fo faly
sy fankatoavana.
Fitia mifamaly
no hasambarana,
sady voangaly
azo amaharana.
Fitia mifamaly
no firavoravoana,
na tsy mamaly
amin'ny irosoana.
Fitia mifamaly
no toky eto ihany
rehefa atotaly
izany rehetra izany. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aorn/nitsipa-doha-laka-nitana | NITSIPA-DOHA LAKA-NITANA | AORN | Fony Mbola kely ianao dia nomeny fahalalàna sy nampianariny namindra
Tsy nataony ankilabao, tsy nasiany fanavahana, fa nokoloiny ho soa indrindra
Fananarana nataony, fitenenany masiaka, indraindray mandratra fo
Ho anao zay zandry tena tiany, zay nandaniany ny androm-piainany fa tena maminy tokoa
Ny lalam-piainanao ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ialy-nofy/vavaka | VAVAKA | IALY NOFY | VAVAKA
TOMPO O! INTY ILAY ZANAKAO
mIVERINA FA MANIA
nANDAO ILAY AKANINAO
NADITRA NANAO NY TSY FANAO .
MIFONA AHO FA TSY NANARAKA NY SITRAKAO
NANARA-PO TOKOA ; NANARAKA IZAO TONTOLO IZAO
ANKEHITRINY MIOVA NY DIA
HIVERINA AMINAO
SATRIA IZAO ILAY VERY KA HITA INDRAY.
MARO IREO ADALANA NIFANGARO OTA
NANARA-PO TO... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aorn/iarivo-tsy-foiko | IARIVO TSY FOIKO | AORN | Ry Iarivo tanàna tsy foiko
Lay vohitra manantantara
Nambabo ny saina sy foko
Ny hakantony soa sady tsara
Toerana tsy ho adinoina
Tandindon’ny fahazazàna
Fa maro no tsarotsaroana
Namefy ny hatanoràna
Raha sendra vahiny mandalo
Tamàna sy raiki-pitia
Dia velon-tsiosioka sy kalo
Finaritra sady hankafy
Iarivo ni... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/frederic-rnf/zavaboary | Zavaboary | Frederic Rnf | Tsy misy masahy milaza hoe za tsy mila
Na tanora na zaza indrindra ireo Ray aman-dReny
Fa de samy mihanoka fitia eo anivon'ny zavaboary
Mankafia ny natiora sy ny hamamin'ny tany
Ny zavaboary dia singa maro mipetraka
Manodidina ny olombelona mizara fasambarana
Manokatra ny saina sy mamelona ny fanahy
Manala soris... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andri-fara/madagasika-fahagola-sy-faha-mpanjakatohiny | MADAGASIKA FAHAGOLA SY FAHA MPANJAKA....Tohiny | NY Andri-Fara | MADAGASIKA FAHAGOLA SY FAHA MPANJAKA....Tohiny
[ Ny Poléocologiste . Simon Haberle de L’ Australien ; tao amin’ny : National Universty . S.A.A , na Society for Americain Archaecology . Dia nahita tao Atsimo Andrefana, ny taolana gidro lehibe milanja 150 Kg ; Izay efa nisy teto ny taona 700 na 1000 taona talohan’ny fi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fiadanan-tsaina | FIADANAN-TSAINA | Fredy Jaofera | FIADANAN-TSAINA
N'inona n'inona lazaina
sy n'aiza n'aiza aleha,
na rahoviana izany,
ny fiadanan-tsaina
no harena lehibe
misy eto an-tany. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vonjisoa-andjanirina/ho-indramiko | Ho indramiko | Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv) | Etsy ande ho indramiko
Ny soratananao
Ho entiko mamoaka
Ny takona ao ampoko
Etsy mba ho indramiko
Ireo teny mahaliana
Voasafidinao
Ho antsaina an-tononkalo
Etsy mba ho indramiko
Ho entina amaboana
Ilay safidy iray
Tsy sahako amborahana
Ny hevitry ny foko
Etsy mba ho indramiko
Alefa antaratasy
Hamangy ila... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-eto | NY ETO | Fredy Jaofera | NY ETO
Ny eto fandalovana
ka andeha hasiana sivana
ny mamy tsy aritra ;
misy fahatsiarovana
tiana hampahatsiahivana
ireny mahafinaritra. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/heloka | HELOKA | Fredy Jaofera | HELOKA
Na misy aza ny hatsarana
mamelombelona sy manitra
ary soa tsy misy fetra,
rehefa manjaka ny hadalana
dia heloka ny, hoe, maranitra
amin'izay atao rehetra. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/itsikiako-foana | ITSIKIAKO FOANA | Fredy Jaofera | ITSIKIAKO FOANA
Itsikiako foana
ny fiainako anio,
na impiry noana
ka mba tadidio.
Itsikiako foana
ny andro rehetra,
na mahamoana
ny ratra mitoetra.
Itsikiako foana
ny sedra nidona,
na manoloana,
sento mirona.
Irsikiako foana
ny zava-nahazo,
na teo ny saona
nanary ny vazo. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tadidinao-ve | TADIDINAO VE ? | Fredy Jaofera | TADIDINAO VE ?
Tadidinao ve
ny tantarantsika
fa ranomaso re,
mila handriaka ?
Tadidinao ve
ny voady taloha
fa aty mbola te
hampisy tokoa ?
Tadidinao ve
ireny sedra ireny
fa nandreraka be
fony teny ho eny ?
Tadidinao ve
ilay fitiavana iny
fa mamiko ange,
na ankehitriny ? |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vonjisoa-andjanirina/lalanny-misy | Lalan'ny misy | Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv) | Lanitra hatraiza
No indreny fa voatetiko
Nivahiniako tany
Sy nizahako ny hafa
Ankoatra ny hita ety.
Hay tsy foana akory
Ny velaran'habakabaka
Tazako hatrizay
Novinaniako teny
Ampangalana aina
Tsy hitako izay kintana
Mamiratra fijery
Tazako isan'andro
Nifindra lasy angamba
'lay volana mpitatitra
Ny hafatr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/anie | ANIE | Fredy Jaofera | ANIE
Fiadanana anie,
hanaraka anao
amin'izay aleha
misantatra izao.
Fitiavana anie,
hameno etoana
ny nofy marobe
tsapa marobe.
Fidinana anie,
ny lalana tiana
hizorana ange,
na rahoviana ?
Fitaratra anie
na koa modely
ka ho rehareha
mainka hahely. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andri-fara/aloka-sa-nofy | ALOKA sa NOFY | NY Andri-Fara | MAHANTRA
FITIAVANA
Tantara mampalahelo.
Tantara mampieritreritra.
Raphaël no anarako. Mety mana-namana na sakaiza mitovy amin’ny anarako ianao. Angamba ianao io mihitsy no mitovy amin’io anarako io. Tsia! Tsy mitovy ny tantarantsika, ary izany no hiangaviako aminao tsy hitsetra na hangoraka ahy akory. Eny, fa na di... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dadafaratolotra/fitiavako-anao | FITIAVAKO ANAO | DADAFARAtolotra | Ny ahy ilay fitiavana tokana monja
Ny ahy ilay fitiavana mahazaka fonja
Ny ahy ilay fitiavana tsy mety may
Ny ahy ilay fitiavana mandrakizay
Ny ahy ilay fitiavana tsy azo sakanana
Ny ahy ilay fitiavana tia fihavanana
Ny ahy ilay fitiavana mahasedra mafy
Ny ilay fitia tsy mba mahay mampirafy
Ny ahy ilay fitiavan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nisainana-rafetrarivo/fisarahana | Fisarahana | Nisainana RAFETRARIVO | Iny ianao tsy hita, lasa tsy nifampihaino
Nidify sy niserana,
Toa lasa nanam-pahataperana
Fitia nokoloina, taona maro izay;
Levona sy potika,
Nodorana ho kila sy may
Dia ireo ny zanatsika, tsy hitany izay aleha
Sanganehana sy sadasada
Hoe ho any amin'ny mama sa ho any amin'ny Dada
Fitia tsy nisy fitaka, no nom... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/honenantsoa/fitiavana | Voady | honenantsoa | Fitiavako anao anie
Ry malala! Tsy faniriana
Sesilany fa hampiakatra
Anao ho andefimandry
Fitiavana mahari- po
Ka ny fitia tsy ho l
Na ho lefiny fotoana
Fa hanjohy eo foana
Fitiavana tsy makandala
Tsy miova loko toy tana
Fa izay tena tia no tokam-po
Tsy handrarak'ilo mby an-doha
Fitiavana marina sy madio
T... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aorn/aza-manamafy-fo | AZA MANAMAFY FO | AORN | Tompo o! aza manamafy fo
Ka hamaly ny hadisoana efa vitako hatrizay
F’efa fefiky ny ankaso Sady kotsan-dranomaso
'Zany 'zaho tsy mety fay
Raha nifona aho omaly
Ka nampanantena Anao fa tsy hamerin’ota intsony...
Dia toa avo folo heny no nasetriko azy androany
Tamy ditra sy lonjony
Moa ianao mbola hihaino
Zao f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vonjisoa-andjanirina/ny-lasako | Ny lasako | Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv) | Ekeko ho sambatra aho
Nandre lay teninao
Hoe ''tena tiako ianao''
Fa tami-zany angamba
Dia mety mbola Jamba
Ilay fitiavanao
Ka sahinao nivoady
Ny tsy hisaraka amiko
Mandritra ny androm-piainako
Nefa ankehitriny
Toa foana ireny lasa
Fa sahinao namafa
Tsy ao antsainao tsony
Ny voaditsika roa
Nambara avy ami... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vonjisoa-andjanirina/ny-fiverenako | Ny FIVERENAKO | Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv) | Aza asiana fahatsiarovana
Aza asiana famantarana
Ilay sampana-nisarahana
Ilay dia samy hafa zotra
Tsy maintsy ifanadinoitsika
Fafao ireo diatongo-tsika
Sasao ilay tana-nifandray
Aleo haniry fandrotrarana
Lay fara-toerana nihaonana
Mba tsy hisy iray tadidiko
Ireny lasatsika ireny
Fa ndrao mimpody aneritreritr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/ny-fitiavantsika-roa | NY FITIAVANTSIKA ROA | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | FITIAVANTSIKA ROA
Malala a!
ny fitiavantsika roa
efa voafatotra tanteraka
anaty teny roa
efa tsara petrapetraka
mitoeta anaty fo
ka tsy afaka misaraka
Malala a!
ny fitiavantsika mantsy
toy ny tady mifamatotra
tsy ho tapaky ny antsy
hinoako koa fa sarotra
ny hisaraka atsy ho atsy
noho ity fitiavana efa mat... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andri-fara/domelina | DOMELINA | NY Andri-Fara | Domelina
Hafahafa tsy toin’ny isan’andro
Fa sakodiavatra ny foko ;
Manembona ny lasa …,
Ny lasa nitamberina nandratra ilay fitiavana !
Nibanjina ilay sary nohalehibeazina
Miraikitra amin’ny rindrina…;
Mibanjina ahy isa - maraina ,
Manontany ahy inona no mampiferinaina ?
Sary hafafaha indray no tazako
Tsy ilay... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mitondra-fitoniana | MITONDRA FITONIANA | Fredy Jaofera | MITONDRA FITONIANA
Mitondra fitoniana
ny fahendrena
ao am-po mangina
tsy nojerena.
Mitondra fitoniana
ny lamin-tsaina
raha toa faniriana
isa-maraina.
Mitondra fitoniana
ny fahatsorana,
na nisy habibiana
izay izorana.
Mitondra fitoniana
ny haravoana
mivoy hamamiana
am-pinoana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/taniezaka/mila | MILA | Taniezaka | Mila
Mila ianao mianjera , mila ianao marary
mila ianao mahafantatra ny fandrika eto an-tany
Misy lalan-dratsy tsy maintsy mba hizorana
dia mila mahatakatra paik'ady ialàna olana
fa ny fiainana tsy mora
Aza zatrazatra ny mihinana matsora
fa mbà homan-kanina mitelina mafaitra |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rabarison-roberto-stephan/ny-fiainako | Ny Fiainako | Rabarison Roberto Stephan | « Ny Fiainako »
Eny hanio aho iteny, hanio aho ilaza
Hatrizay ahy tsy niteny, tsy niloa-bava
Fa nokoboniko foana tato anaty
Ireo alahelo sy adin-tsaina fa zao efa tsy tanty
Ekeko tena mafy ilay hoe miaina
Fa isan’andro izao ve dia adisaina
Tsy misy masoandro mihiratra mihitsy
Lasa maloka foana ilay endriko mits... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aorn/mitia-ilay-tsy-haiko | MITIA ILAY TSY HAIKO | AORN | Maro tena maro ny miravaka sy raitra
Saingy tsy nampihontsona ty foko adaladala
Fa ny endrikao no tena kanto sy nanaitra
Ka ny saiko mihitsy no efa babo tsy an-kisala
Tsy hitako hazavaina fa dia tiako fotsiny ihany
Na tsy fantatro aza ny momba anao rehetra
Ny saiko te handalina, ny fo tsy manontany
Fa dia te his... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tahirintsoa/ho-ani | Ho an'i | Tahirintsoa | Nanjary nanahirana
ny nandrindrana ny hiran'
ny foko te hanoroka ny endrikao nandalo
... nanakatra ny Teny, hanandrana hikalo
saingy avo loatra
ny Antsa te hitroatra
K'injao ery mangina
mianoka ny tiana ...
Tokoa ve mbola hamorona hihoatra ny Tanteraka
raha sendra anao fanahy tinendry sy nateraka
ho Hira efa ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/taniezaka/tsinjoviko | TSINJOVIKO | Taniezaka | Iny lalanao iny... tsofin-drano mba ho tody
eto aho hankahery mba handroso foana ianao
Dia aza miherikerika mijery ahy eto intsony
fa 'ndehana dia sambara amin'ny fiainana vaovao...
tsy hitoerana alahelo
Mba satriko ho reko izany hafalianao be
Na ilay sarinao aza ny hanambara izany
Tiako mba tsy hanenina... any ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dadafaratolotra/malahelo-anao | MALAHELO ANAO | DADAFARAtolotra | Te-hanantona anao any,
Te-hizara teny mamy
dia hanovo fahasambarana
Isaky ny varavarana
Izay sokafanao hidirako !
Fafao ny ranomaso an-tavako
Asio sakafo anaty vavako
Fa mbola noana fifaliana
Satria halavitr'olon-tina
Ka dia malahelo anao !
Avia hiondana ny tratrako
Avia hanitrana ny ratrako
Avia fa miandry... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/halalina | HALALINA | Fredy Jaofera | HALALINA
N'inona n'inona ambolena,
na ho mora na ho mazana
dia efa toepanahy miraikitra ;
ny halalin'ilay fanetren-tena
no haavon'ny fahombiazana
amin'ny asa aman'andraikitra. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rabarison-roberto-stephan/ny-tanjona | Ny TANJONA | Rabarison Roberto Stephan | NY TANJONA
Ny tanjona zandry,tsy mora ny maka azy
Mila misaina,mila ketrika ary koa arôzazy
Ny tanjona tsy mora , fa mila miady mafy
Tsy mila mifezaka , mila elah miafy
Ny mandany vola , tonga dia hajanony
Havalomy tsara , ary koa mba angony
Hitsindrovan'ialahy ny ampitso sy ho avy rehetra
Ny datin'andronao ma... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/solofo-jos%C3%A9/avy-aiza-ilay-kalak | Avy aiza ilay kalak | Solofo José | (Kalak = Kalachnikov = basy niaka-daza tato ho ato)
___________________________
Mpandroba dimy lahy
Nanafika tatsy
Ringana ny entana
Maty ilay rangahy
Fa voadaroka kalak…
Kalak, kalak,kalak-n’iza moa?
Mpanafika enin-dahy
Nangalatra tary
Nitsofoka tan-trano
Nampiasa herisetra
Nametaveta ampela
Tsy afaka nan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/tsiky-kely | Tsiky kely | lain's rakoto | Ny tsikinao dia ampy ahy
Tsiky manambara hasambarana
Mitory fitia
Mitory hafaliana
Mizara hamamiana
Ny tsikinao dia ampy ahy
Mampahery mampitraka
Ny tsikinao dia ampy ahy
Ilay hery vao ho ahy
Isa maraina isan'ora
Isa tsegondra isa minitra
Tsiky kely dia efa ampy
Manambara ny ao am_po |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andri-fara/tangisan-yang-menyakitkan | Tangisan yang menyakitkan | NY Andri-Fara | Tangisan yang menyakitkan
Hatiku, kemana saja kamu dan kemana kamu akan pergi?
Bukankah itu jauh darimu,
Tapi malam itu diharapkan...
Saya bukan lagi seorang teman.
Saya tidak berani mengatakan atau memberi tahu
Harapanku, hai kehidupan yang menangis!
Sebuah profesi yang saya tidak tahu lagi…;
Sulit untuk merin... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andri-fara/apakah-kamu-ingat | Apakah kamu ingat? | NY Andri-Fara | Apakah kamu ingat?
Kita bersama, seperti itu.
Apakah kamu ingat? Aku ingat kata-katamu…;
Tunjukkan cinta, dituduh oleh hati!
Di sebelah saya… Saya tidak tahu atau tidak tahu.
Saya tidak tahu apakah Anda ingat;
Bagaimana kami mengambil jalan ini.
Kata-kata Anda menyentuh hati saya; dengan berani menyatakan!
Ango... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fanapahan-kevitra | FANAPAHAN-KEVITRA | Fredy Jaofera | FANAPAHAN-KEVITRA
Na dia mirehitra
jirom-pandresena
izay iankinana,
fanapahan-kevitra
feno fahendrena
ny fanginana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andri-fara/antsa-nandratra | ANTSA NANDRATRA | NY Andri-Fara | Antsa nandratra
Ry foko nankaiza , ary ho aiza ?
Angaha tsy lavitra anao ,
Fa ny alina mba nantenaina…
Efa tsy namana indro nalaina .
Tsy sahiko ambara na tantaraina
Ry fanantenako…namelona ny antsa !
Asa tsy fantatro intsony …;
Sahirana nanembona olon - tsy tia ,
Ontsa ho an’iza …;
Ny aloky ny fitiavako .
H... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ratra-lalina | RATRA LALINA | Fredy Jaofera | RATRA LALINA
Ny sedra tsy mety afindra
fa entina andro aman'alina,
na tiana aza hitsoaka ;
ny olona itokiana indrindra
no miteraka ny ratra lalina
ao am-po tsy miloaka. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andri-fara/madagasikara-fahagola-sy-faha-mpanjaka-tohiny | MADAGASIKARA FAHAGOLA SY FAHA MPANJAKA : Tohiny | NY Andri-Fara | tohiny...
Avy amin'ny Vondrona Manankasintsara, izay navoakan'Andriamatoa Nomenjanahary Rado fantatra amin'ny solon'anarana hoe Rado Ampinga dia toy izao :
Manankasina → Malagasy ;
Manankasintsara → Madagasikara ;
Maro be tsy tambo isaina ny teny toy izany, fa raha ny hoe : Malagasy , dia azo heverina fa fiovana av... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/banjino | BANJINO | Fredy Jaofera | BANJINO
Banjino re ny Lanitra
rehefa miainam-panahiana
sy tsy azo izay tadiaviana ;
amin'Andriamanitra
no fangataham-panampiana
rehefa sarotra ny diavina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kaboanta-le-hendr/an-iza | An' Iza ? | KABOANTA Le-Hendr | An' iza raha ny Marina
ny nosy izay diavina?
Fa izay mitsidika eto,
milaza tompo-toerana
na iza izy avy aiza...
An' iza ireto fomba
kilentikao ho tromba
hoe fampandrosoana?
No kisary izay miseho,
tarafina tsy mendrika...
An' iza ito teny
fiborediko ombieny
fa toa tsy an-drazako?
No hitoloranao tena
fahama... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aorn/enim-bolana | ENIM-BOLANA | AORN | Enim-bolana am'zao no nahaterahanao ry aiko
Tebiteby, taintaina no nanemitra ny saiko
Zato reninao koa, nanano sarotra aok’izany
Fa tsy mora ny namoaka ilay hany tokany aman-tany
Fa tsaroako tam’zay, raha nisasaka ny volana
Sady manantsasa-taona no nipetraka ny olana
Tsy iandrasana herinandro fa tsy maintsy atao ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsodrano | TSODRANO | Fredy Jaofera | TSODRANO
Ny reny no tsodrano
tsy azo soloina
mandrakizay
tsy hidirana angano
ka azo antsoina
vao kivy izay. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kaboanta-le-hendr/jab%C3%A8daka | JABÈDAKA | KABOANTA Le-Hendr | Amiako aomby babanà
izy koà anà mañeky
iaraka aminahy
Fö mandiniha tsarabeky...
Antsika koà traño araika?
Anö rö ho voky
Ho azo moafo vö?
Vola arö misy
Jirôfonay mbö-bàhiny
tsy laninà akatokato…
Lambahoany ndraiky lamasiny?
Anö tsy añiry
Kay aza mitsentseñy
Sandraña anay misengy....
Raha ny teña mariña
J... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ventso-ny-nofiko-thierry/rehefa-maty-aho | Rehefa maty aho... | Ventso ny nofiko (Thierry) | " † REHEFA MATY AHO...† "
Rehefa maty aho dia...
Aza arotsaka amiko ny ranomaso
aza atete na iray goty aza
f'efa sambatra aho lavitry ny akaso
Rehefa maty aho dia...
Aza tanisaina ireo vitako taloha
aza tanisaina fa tsy efako tsony
f'izaho ande hatory ka tsy hifoha
Rehefa maty aho dia...
Aza misaina ny amiko ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ventso-ny-nofiko-thierry/may-aho | May aho.... | Ventso ny nofiko (Thierry) | ❣️ May aho ❣️
Mandoro mahamay tsy tanty
ilay afo mivaivay avy ao anaty
Mandoro mahamay tsy voafefy
Rehefa izy mirehitra diso refy
Hafana no tadiavina sy hilaina
fa tsy afo mivaivay sy migaina
Afo-mpitiavana natao hamelona
fa tsy afo ampody ho lavenona
Hitady ny mamy ho atelina
fa tsy ngidy miaro-nenina
fahas... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jacobson/manga-s%C3%B4mas%C3%B4ma | MANGA SÔMASÔMA | Jacobson | Fikambanan-dehilahy iray fiangonana
No itsirian'ny fialonana
Fiavonana
Fa samy te homana
Ny iray tanàna koa ity efa miomana
Miandry azy hivoaka rehefa mitatao vovonana
Satria itangoronana
Ka zary lasa toeram-piantsonana
Fotoana ohatran'izao mantsy iny mandalo eto foana
Iny tokoa ary fa tamy avy eny ambony havo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kaboanta-le-hendr/vazimba-hoe | VAZIMBA HOE | KABOANTA Le-Hendr | Tarazona vazimba...
Ilay olona tsy ambo fa iva,
sampona, toa biby, lavalava volo;
Mampatahotra, mampihorohoro
rajako kely fisa-doha mari-tampona,
toa tsy vatana, fa fanahy mamoa-tsampona
Eny anelakela-bato, eny amoromoron-drano,
manadala ny saina, manafotsy izay tsy mamo
Matoatoa, fambara laza antambo
Vazimba ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aorn/ny-poeta | NY POETA? | AORN | Olona toy ny olona fahitanao ihany
Saingy manam-bitana nahazo saina miavaka
Afaka manoratra ny sento sy tomany
Na 'reo trangam-piainana na koa reo tonom-bavaka
Olona miaina, toy ny olona rehetra
Manana ny toetra sy izay fanirian'ny fo
fa ny sainy kosa tsy mijanona ho voafetra
afaka miantsampy lavidavitra kokoa
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andri-fara/madagasikara-fahagola-sy-faha-mpanjaka | MADAGASIKARA FAHAGOLA SY FAHA MPANJAKA | NY Andri-Fara | Teny Fanolorana
Teraka tao amina tanàna iray antsoina hoe : Sahamaro Andrainjato izy . Fokontany iray ao anatin’ny Fivondronam-pokontany Fianarantsoa II . Ny Rahavavin-dreniny ,vavimatoa no mitoetra sy nanorim-ponenana tany. Ny rainy dia : Ravelontsalama Andrianarivo Guy Richard ; Ravaoarisoa Marie Marine kosa no ren... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kaboanta-le-hendr/aiza-ianao | AIZA IANAO...? | KABOANTA Le-Hendr | Aiza ianao ry fahafahana
anjara izay sahaza
iainanay ankalalahana?
Fa tserona amin-gadrà
no hany manalokay
rehefa iny ka injay,
mitady anao eny andàlana...
Aiza hoy aho, ny fahaleovantena
anjara fahafahana
nanaovan-dray'-dreny sorona?
No hany fahatanjahana,
mametra izay harena
fanondro ireto olona
mpanampi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ainampaniry-anjara-nivo/tahiry | TAHIRY | AnjaraNivo | TAHIRY
Na mbola iangaliako izay tantara izay,
Tsy hiverina akory fa zavatra vita;
Ka tetika monja ny ho mandrakizay
Fa rehefa tsy anjara dia embona sisa.
Na kolokoloiko ny diarin'ny lasa
Sy soa nifanaovana tsara tahiry;
Ny tena fitiavana rehetra nandratra
Raha sendra tadidy, mampangirifiry.
'Ndraindray miantso... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andri-fara/lazaiko-anao | LAZAIKO ANAO | NY Andri-Fara | Lazaiko anao…
Iny lalàna hizoranao marain-tsy hariva
Sy handalovanao mandavan-taona .
Miolikolika mahitsy sa tsy marina izany ?!
Iny no tsy maintsy hifanena raha hihaona …,
Saingy tsy ho tsiny raha toa ka tsy tafahoana .
Ity tany izay handalovana ity…,
Tanim-pahoriana kanefa tanim-pahasambarana
Fahoriana ho an’... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amjra-praise/rediredin-tsaina | REDIREDIN-TSAINA | Amjra Praise | REDIREDIN-TSAINA
Diso ianao sakaiza
raha nilaza hatraiza hatraiza
hoe ny soratro sy teny
dia fiainako izy ireny
diso ianao ry akama
raha nanely eto antanàna
ny fananako safira
mantsy mba naheno tao anaty tononkira
hoe: zah manankarena,
zah ilay tompombolamena.
Dia nino koa leity....
misaotra anao aloa manka... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/aza-latsaina | AZA LATSAINA | Fredy Jaofera | AZA LATSAINA
Vao maraina
rehefa misy koloina
sy tsy mba mitetateta,
aza latsaina
ny rano nosotroina
rehefa afaka hetaheta. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mijan%C3%B2na | MIJANÒNA | Fredy Jaofera | MIJANÒNA
Vao mirona,
mampivaivay
ireny zava-manjo
dia mijanòna
eo amin'izay
mampitsiky ny fo. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amjra-praise/rediredi-tsaina | REDIREDI-TSAINA | Amjra Praise | REDIREDIN-TSAINA
Diso ianao sakaiza
raha nilaza hatraiza hatraiza
hoe ny soratro sy teny
dia fiainako izy ireny
diso ianao ry akama
raha nanely eto antanàna
ny fananako safira
mantsy mba naheno tao anaty tononkira
hoe: zah manankarena,
zah ilay tompombolamena.
Dia nino koa leity....
misaotra anao aloa manka... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/lehibe | LEHIBE | Fredy Jaofera | LEHIBE
Izao no mipololotra
tiako mihitsy ho asany,
na ahoana na ahoana :
lehibe izay mizotra
tsy manitsaka ny sasany
fa mamiratra eny foana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andri-fara/nofy | NOFY | NY Andri-Fara | Nofy
« Raha mbola misy alahelo ilay antsa tsy nantsaina ; dia aza mitomany na koa hisento lalina . Avelao izany ho any ; avelao ary aza manontany akory ; fa mola misy tia anao any …Tia anao saingy tsy ho hitanao…Iray ny lalana saingy samy manana ny hizorany . Ianao mandroso mandroso hatrany ; izy kosa mandroso saingy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amjrapraise/namana | NAMANA | AmjraPraise | NAMANA
Namana ny namana
fa misy tena namana.
manoatra noho ny havana
eny koa manam-pitiavana
fa ny namana tsy namana
dia tsy tokony hinamanana
fa mafy fo, manidy tanana
mamorom-pahasembanana
fantaro izay ho namanao
mpifikipikitra aminao.
akory tsy hoe izao rehetra izao
dia handeha hitakosonanao
tandremo fa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-saina-ratsy | NY SAINA RATSY | Fredy Jaofera | NY SAINA RATSY
Tatsy ho atsy,
ketraka ve
na vaky barara ?
Ny saina ratsy,
tsy manome
zavatra tsara. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mpanome | MPANOME | Fredy Jaofera | MPANOME
Hoy aho, tsy miambatra
isaky ny mandeha,
na mety hampihataka :
ny olona sambatra
dia ny mpanome
fa tsy ny mpangataka. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ventso-ny-nofiko-thierry/avelao-aho-ho-irery | Avelao aho ho irery | Ventso ny nofiko (Thierry) | ❣️Avelao aho ho irery❣️
Avelao aho ho irery
hitanondrika hipetraka
Lavo tsy misy mpijery
Mila ho kivy sy ketraka
Ankehitriny aho resy
nalahelo, rotsa-tomany
Tojo sedra mifanesy
Tsy nahitana mamy
Avelao aho ho irery
ho sakaizam-pahanginana
Fiangaviana fa tsy an-tery
hiainako ampilaminana
Anio ny saiko ho a... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/honenantsoa/raha | Raha | honenantsoa | Raha mety ny atao
Moa hatsapa fahoriana?
Fa anaty alahelo no
Hanoratana hakiviana
Raha samy nahateraka
Nefa misy ihany koa
Mijaly tsy mba miaina andro Faly
Heloka ve ny handao -tany?
Raha dify ny haizina
Ka hary ery ny hazava
Tsy hiverina ny andro lasa
Fa manimba izay voa-kinasa |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amjrapraise/mitia-anao-mangina | MITIA ANAO MANGINA | AmjraPraise | Tiako ianao ry kanto
tiako ianao kanefa
matahotra aho sao dia holavinao sahady
feno tena feno raha ny ato anatiko ato
ilay fitia miredareda
feno manana tomady
mazàna aho raha hiteny
sy amboraka aminao, izay mavesatra ato ampoko
dia toa misy fahatsapana
misy hery
izay tsy haiko, manetsika ny foko
ka toa manid... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amjra-praise/onjohonjoko-samy-irery | HONJOHONJOKO SAMY IRERY | Amjra Praise | Tsio-drivotra malefaka, feom-borona no sisa
no hany namako miresaka, manainga visavisa.
Fa efa tsy eto intsony ianao,
nidify efa nandao izao tontolo izao
angamba ianao any hoany
tena miadana sy sambatra aok'izany,
Dia tsy mahatsiaro intsony koa ny tany
Fa efa voababon'ilay paradisa mamy
Honjohonjoko samy irery... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zaka-berthot-randrianasolo/izy | IZY | Zaka Berthot RANDRIANASOLO | Satria ve tia izy iny ka nararaotinao ?
Satria ve tia izy iny ka nataonao kilalao ?
Nataonao tsinontsiona ny fony,
Hany ka lasa kapoaka mangidy no nosotroiny.
Tamin’ireny…
Tena tia izy, tia tamin’ny fony.
Tena tia izy, natokany ho anao ny tontolony.
Kinanjo anefa diso ny fanantenany.
Kinanjo anefa, ratra ny haz... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amjra-praise/fitiavam-bolana | FITIAVAM-BOLANA | Amjra Praise | FITIAVAM-BOLANA
Tsinana ny volana mipotsaka erý.
Moa ve tsinana ao ampo ilay afon'ny fitia??
Tsinana izy anio, fa tsy maintsy mbola ho feno manana
Eo no tena andrasana ilay tena fitiavana
tsy ho mandrakariva akory, raha toa ka fenomanana
fa ho tonga haizin'gola, hany ka tsy ho tazana
Ka moa ve sanatria, ataoko h... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-tiana/ny-namana-tena-namana | NY NAMANA TENA NAMANA | Rasamindrakotroka Andry Tiana | Ny namana tena namana,
tia na ory ianao na manana.
lavitra azy ny ady varotra ;
olona mandala fihavanana,
tsy manary amin’ny sarotra.
Ny namana tena namana,
tsy izay itanao eny foana,
fa ny tonga mankahery,
amin’ny andro sy fotoana,
ahatsapanao fa toa very.
Ny namana tena namana,
tsongaina anatin’ny maro ;
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tonga-ny-maraina | TONGA NY MARAINA | Fredy Jaofera | TONGA NY MARAINA
Tonga ny maraina
mamoha eto indray,
Tompo no deraina,
asiana vavaka iray.
Tonga ny maraina
mamelona ny ora,
manaitra ny saina
hiasa moramora.
Tonga ny maraina
mibaby andraikitra
tsy mitondra laina
fa indro miraikitra.
Tonga ny maraina
mameno fifaliana
mbola antenaina
hitrotro faniriana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/amjra-praise/mijoroa-aminny-maha-ianao-anao | MIJOROA AMIN'NY MAHA IANAO ANAO | Amjra Praise | MIJOROA AMIN'NY MAHA IANAO ANAO
Fa nahoana ianao no kivy
toa tsy manantena intsony
raha mba sendra izay mangidy
tsy ho mandrakozay akory?
Aza zatra mitanondrika
raha mbola mahay mitraka
fa manàna vina hanonitra
ireo izay tsy nety lasa
fa tsy misy very anjara izay
izay mahandry sy maharitra
eny indraindry toa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera4/raha-tia-ianao | RAHA TIA IANAO | Fredy Jaofera4 | RAHA TIA IANAO
Raha tia ianao,
tsy nisy fandatsana,
tsy nisy raorao
ny lalana nombana.
Raha tia ianao,
tsy nisy fanesoana
ilay asa natao
fa feno haravoana.
Raha tia ianao,
tsy nisy hasohaso
isan'andro izao
nahabe ranomaso.
Raha tia ianao,
tsy nisy haratsiana
tao anaty tao
fa nisy fanampiana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/aza-mandrora | AZA MANDRORA | Fredy Jaofera | AZA MANDRORA
Tonga ny ora
mampijoro izany
fa tsy vazivazy na lalao,
aza mandrora
anatin'ilay vilany
nanome sakafo anao. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aorn/inay-aho-tsy-nahita | INAY AHO TSY NAHITA | AORN | Tadidiko eny foana
Ianao lay vao niserana
Ka satry te hihaona
tsy misy fahataperana
dia tsinjoko ihany koa
Lay topi-masonao
ka nampihetsi-po
tsaroana hatramy zao
fa ny tena hafa
ilay tsikinao tsy haiko
tsy nisy nety hamafa
ny foko sy ny saiko
Inay aho tsy nahita
ilay noserananao
mba tapitra sy vita
zao n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dadafaratolotra/raozy | RAOZY | DADAFARAtolotra | Iny raozikeliko iny,mba sarony fahendrena
Fa rehefa tonga ny fotoana,hiriko hisy loko mena
Aza avela ho kasihin’ireo minia te-hankahala
Vao mihevitr’azy ireo,dia ahilio anjorom-bala
Hanalavitra ny raoziko !
Tsy tapahanao ny bozaka,mpanalokaloka fotorana
Dia tondrao matetika izy, ho solon-damba fisalorana
Hampama... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ventso-ny-nofiko/fitaka | Fitaka | Ventso ny nofiko | Fitaka
Nanjombona sy maloka ny androko anio
Hatramin'izay anefa toa mamiratra foana.
Ilay rivotra mitsoka mora lasa niova ho tadio
Reko manonja, nandrotika ary nampisaona
Ilay feo miangotingoty sy mandrotsirotsy
Lasa feom-pahatezerana sy fankahalana
Hany ka tapitra sy vita hatreo ilay nofinofy
Hoe ho doria mand... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ventso-ny-nofiko-thierry/fitaka | Fitaka | Ventso ny nofiko (Thierry) | Fitaka
Nanjombona sy maloka ny androko anio
Hatramin'izay anefa toa mamiratra foana.
Ilay rivotra mitsoka mora lasa niova ho tadio
Reko manonja, nandrotika ary nampisaona
Ilay feo miangotingoty sy mandrotsirotsy
Lasa feom-pahatezerana sy fankahalana
Hany ka tapitra sy vita hatreo ilay nofinofy
Hoe ho doria mand... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ventso-ny-nofiko-thierry/ilay-foko-adala | Ilay foko adala | Ventso ny nofiko (Thierry) | Ilay foko adala
Adala ianao ry foko
Adala ianao,tena adala
Niaina ireo toloko
Adala fa tsy mba nahalala
Olona manana ny tiany
no injao niantsapazana
Tsy ianao ilay olona niriny
fa nataony ho mpitazana
Tsy fantatrao fa ilay silakao
hay izy efa manana ny azy
Ianao nahatoky fa tsy kilalao
Ny azy nataony vaziv... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rhhc/misy-olona-any-ho-any-natao-ho-izay | Misy olona any ho any, natao ho izay | RHHC | Misy olona any ho any, natao hizaha toetra anao,
Koa amin’ny ady eto an-tany, dia asehoy ny herinao,
Fa TALENTA kely monja tsy voajery hatrizay
No mety handavo toy ny onja, haharesy anao indray.
Misy olona any ho any, natao hanenjika anao,
Ny hany apinga amin’izany dia ilay HERIN-TSAINAo,
Tano hifikitra, ho fefy,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/maty | MATY | Fredy Jaofera | MATY
Ho azy, matsora
ny ainga mifamahofaho
sy poak'aty ;
amin'ny literatiora,
manana ny marina ianao
rehefa maty. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vetso-mena/izaho-no-diso | Izaho no diso ! | Vetso mena | Mety ho izaho no diso
Mbola nanandrana nitia
Na dia efa fantatra fa tsilo
Dia mbola nandeha niriaria
Mety noho ny Amiko
Izay nanantena fiovana
Nahatonga anao teo akaikiko
Tsy nanao afa-tsy ny nandratra
Eny izaho no diso
Fa mbola niezaka nitia ihany
Na efa fantatra fa risoriso
Ka mety hampitondra tomany
Ekek... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rhhc/hafaliana-mangina | HAFALIANA MANGINA | RHHC | Hafaliana tsy hay tohaina
No ao am-poko tsy miloaka,
Ka Ilay Tompo tsy nosarahina
No tolorako ny saotra.
Hafaliana hafakely,
Tsy mba toy ny an’ny maro,
Tsy nahim-poko velively,
Ary miavaka fangaro.
Hafaliana tsy omby tratra
Nefa koa tsy hay bitahana
Sao sanatria indray haratra,
Fahanginana no aoka hibahana.
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rhhc/mihanoka-hafaliana | Mihanoka hafaliana | RHHC | Misy ny mirenireny eny an-dalan’ny fiainana
Tsisy tanjona izy ireny fa ny hodinkodina, itarainany.
Vahobahotry ny tahotra ary feno fanahiana,
Tsy hay hoe taiza…ka ho aiza…, tsy hay hoe inona no tiany.
Tsy maharaka
fa valaka,
Tsy fantany akory
‘zay hanalany sorisory.
Misy ihany koa anefa
Ireo vonona hanefa
Nof... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rhhc/miverena-an-doharano | Miverena an-doharano | RHHC | Miverena an-doharano
Raha mahatsapa ho very an-dalana,
Miverena an-doharano,
Karohy, ataovy lohalaharana,
Ny maha-Sarobidy anao, fantaro!
Mila tony, kimpy maso,
Fantoka amin’ilay AINA,
Io, mandevona ny ankaso,
Ny Fiadanana? Zarainy.
Amin’izay ianao, hahatsapa,
Fa tsy ilàna olon-kafa
Nitondra drafitra vaovao
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/raha-tia-ianao | RAHA TIA IANAO | Fredy Jaofera | RAHA TIA IANAO
Raha tia ianao,
tsy nisy fandatsana,
tsy nisy raorao
ny lalana nombana.
Raha tia ianao,
tsy nisy fanesoana
ilay asa natao
fa feno haravoana.
Raha tia ianao,
tsy nisy hasohaso
isan'andro izao
sy be ny ranomaso.
Raha tia ianao,
tsy nisy haratsiana
tao anaty tao
fa nisy fanampiana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vonjisoa-andjanirina/nofy | Nofy | Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv) | Any anatin'ny alina any
Misy fiainana finaritra
Misy fiainana mangidy
Misy iray fahasambarana
Misy iray koa fahoriana
Izay andraisanao anjara
Any anatin'ny alina any
Aizimbe sy fahanginana
Feno torimaso maron'
Ireo nofo marobe
Ireo nofy marobe
Karazam-pianana faharoa
Tsy ahatsapan' ny nofo jaly
Any anatin'... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rhhc/fiainana-anjoria | Fiainana anjoria | RHHC | Maro tranga mifanjohy anie ny lalana diavina,
Tsy hay vinaniana izay hiseho, tsy azo lavina.
Na teo ny faniriana izay narafitra hizorana,
Indraindray misy sakana mandrava ny fahatsorany.
Mantsy, tsotra sy mahitsy, tsisy lavaka na biloka,
Mazava, tsisy pentina, na rahona manaloka,
Izay no antenaina, n’iza n’iza te... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dadafaratolotra/ho-sitrana | HO SITRANA | DADAFARAtolotra | Andeha aho hanantena anao, ry tsy haiko mombamomba
Hofatorana ny foko, dia haterina any am-ponja
Ka gadraina tsy hahita afa-tsy ny endrikao
Satria ny trano izay fonenany, nanao azy ankilabao
Andeha aho hanantena anao,ry vao hitako androany
Andeha hatokako ho anao,ny fivahiniako eto an-tany
Raha mbola misy te-hian... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aorn/avelo | AVELO | AORN | Injao manangasanga
Sy mitsilopilopy
Tazanina toa tsy hita...
Avy eo miserantserana
Mamolivoly vatana
Kasoiny toa tsy tazana
Lalovany toa fanina...
dia indro fa mivantana
Miteny toa tsy fantatra...
dia indro fa milentika
dia aloka no miatrana...
Fa rehefa ela ny ela...
Miverina ny saina
Nitsidika namangy
i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/porofo | POROFO | Fredy Jaofera | POROFO
Tsy mihavana
amin'ny nofo
ny fanesoana ;
ny fitiavana,
mitaky porofo
vao inoana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/eritreretiko-dia-hadino | ERITRERETIKO DIA HADINO | Fredy Jaofera | ERITRERETIKO DIA HADINO
Eritreretiko dia hadino
izay nanahirana ahy fahiny
fa mbola tsy mampino,
hoy aho ange ankehitriny.
Eritreretiko dia hadino
ny ratra maro notatazana,
ry alina !...Ampangino
itony sento, na tsy tazana.
Eritreretiko dia hadino
ny sedra lava nampahory,
ry tantara !...Vimbino
ny anio hamp... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.