url stringlengths 43 292 | title stringlengths 0 91 | author stringlengths 0 50 | content stringlengths 31 62.1k |
|---|---|---|---|
https://vetso.serasera.org/tononkalo/aorn/gasy-lefaka | GASY LEFAKA | AORN | Avelao hitango
Fa zah tsy ho sarotiny
Raha misy izay tavela
Aleo lay potipotiny…
Fa zinona zay vato
Sy hazo sarobidy?
Tsy avela ho raofiny any
Dia Aleo izy hisafidy
Avelao hanodrana
Fa tsy hamakiako loha
Ny fatotra sy fondrana
Tsy mankarary fo
Fa na ny tany itsahina
Aleo ho lasany any
Raha Mbola misy irah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/natiora-natoraly/raha-ho-avy-ny-fotoana | Raha ho avy ny fotoana | Natiora Natoraly | Raha ho avy ny fotoana tsy maintsy hialako ity tany mandalo
Dia aza itomaniana aho na kely aza fa tsy izany no tiko
Ka misotroa, mifalia, manasà olona maro
Fa tsy ho aiza aho akory fa ho any amin'ilay toerana niaviko
Raha ho avy ny fotoana hialako aina dia ity no tsarovy
Hoe mpivahiny isika ka mbola ho any @ izy R... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rabarison-roberto-stephan/hafatra-hoanialahy | Hafatra Hoan'ialahy | Rabarison Roberto Stephan | Hafatra Hoan'ialahy
Mahatsiaro marary lesy izy a!
Aza ampijalina be toy izao
Tena tia an'ialahy lesy izy a!
Fa miangavy mba hajao
Aza ampahorina lesy ny fony a!
Fa tolory fitiavana madio
Dia ilay fihetsika rehetra mampaory
Manomboka androany mba fadio
Tolory fitiavana izy, ataovy tena tsapany
Dia koloy tsara ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lemady/filatsahan-ko-fidiana-2023 | Filatsahan-ko fidiana 2023 | Lemady | Nisy efa tsara sy dongadonga,
nantenaina tsy halazo
Fa vao tsy nirotsaka dia tonga,
ny valiny mety ho azo.
Naleony niemotra tsy sazo.
Nisy nanatsofok'ihany,
fa nony tamin'ny ora farany ,
dia tsy nalefany tany,
nosintominy ny anarany.
Tsy ho efany ny sarany.
Ao ny miseho vonona sy sahy,
nefa ny andro efa voa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera4/resaka-etoana | RESAKA ETOANA | Fredy Jaofera4 | RESAKA
Tiako etoana ny hizara
soa tsy mitresaka
fa harena tena ilaina :
ny famakiana boky tsara
dia toy ny resaka
amin'ny olona misaina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anjf/fa-dia-nahoana | FA DIA NAHOANA | anjf | Fa dia nahoana re nisy ianao
Raha fahoriana toy izao
no niainako niaraka aminao
tsy mba mampalahelo anao ve ity foko resinao |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/havotraniaina/misy-teny-tiako-hambara | Misy teny tiako hambara. | havotraniaina | Misy teny tiako hambara,
Mampalahelo ny tantara,
Ny raharaha politika,
Ny fitiavan-tena no mandriaka.
Ireo olona tia tena,
No fosi-pahantrana,
Ny olona ambakaina,
Ao anaty fahantrana.
Ny fitantanam-pirenena,
Moa misy fahendrena?
Ny vahoaka sesehena,
Indrisy ! Mahonena. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vonjisoa-andjanirina/hangiana | Hangiana | Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv) | Hijanona aho tsy hanoratra, apetrako ny peniko
Na dia mbola vitsy aza izay lasa vita izay
Hakomboko ny molotro, hatsahatro ny teniko
Tsy hiteny aho fa hangiana sy hiaino kosa indray
Sy handinika ny lasa
Velariko ato antsaiko ilay boky iray matevina
Mpandray sy mpitahiry ireo fiainan-tsarisariko
Fongariko eto ani... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dadafaratolotra/aza-avelanao | AZA AVELANAO | DADAFARAtolotra | Aza avelanao hiaina fijaliana, ity fo kely adalako
Aza avelanao tsy hahita fahasambarana ireto salasalako
Fa tolory tànana,
Hahazo fiadanana
Fa tiany loatra ianao !
Aza avelanao ho lasan’olon-kafa,ny saha naorintsika
Aza avelanao hiaina anaty haizina,fa ndrao dia mangatsiaka
Hampisalory lamba
Fa mila anao angam... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsiky-andrian/sombinaina | Sombinaina | Tsiky Andrian | Ikalo ho anao aho,ho anao ry sombin'aiko
Fa ianao no mba mpadimby rehefa tapitra ny aiko
Ka ho tiaviko sy ajaiko ka tsy mba ho akalaiko
Fa ho tolorako fity ,sady ankalalaiko
Rehefa iny ianao misento,dia za no malahelo.
Ka ny vesatrin'ny saiko dia ho tsy ambaratelo.
Na iaretako ny mafy aza sy ny mangirifiry
Dia ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/feno-ny-kapoaka | FENO NY KAPOAKA | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | FENO NY KAPOAKA
feno ny kapoaka
kapoaka nitehirizako
ny tena fandeferana
kapoaka nikirizako
ho fenoina fanamperana
kinanjo,
nofenoinao latsa
nofenoinao ratra
nandrava ny ato am-poko
dia indro feno loto
ilay fonenanao fahiny
kapoaka!
kapoaka iray nihidy
nitehirizako ny soa,
hanatsaràna ny ho avy
ary hana... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/daniel-roimemy-rkt/tsingerintaonanao | Tsingerintaonanao | Daniel ROIMEMY RKT | Lahin-jiro iray tsy misy mofomamy
No nenti-mankalaza ny tsingerintaonanao
Tsy nisy koa mpanotrona hafa tsy iray ihany
Raha ny tombatombako dia ray na reninao.
Tehaka malefaka sy hira mangingina
Ireo no nandravaka ny fetinao androany
Kanefa nahagaga sy tena nahavariana,
Fa... rako-pifaliana ny any am-ponao any.
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/matoky-tena | MATOKY TENA | Fredy Jaofera | MATOKY TENA
Aza kanosa
na mipararetra
raha mila fandresena ;
mety tontosa
ny zava-drehetra
rehefa matoky tena. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ilay-fanamby/mpanoratra | mpanoratra | Ilay FANAMBY | Fa iny lalana iny,
No nampikalo sy nampivetso
Nandraketako an-tsoratra ireo sento
Tsy mba tato an-saiko zany hanoratra zany
Fa ny lalana nodiaviko no niaviako any
Raha ny tiako dia,ny mamaky ary makatelina
Nefa tsy navelan'ny fiainana tsy handray penina
Ary tsy mba nasiako fiheverana
Ny ahy eritreritra sendra m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rabarison-roberto-stephan/nanofy-aho-omaly | NANOFY AHO OMALY | Rabarison Roberto Stephan | NANOFY AHO OMALY
Hoe, lasa tany sambatra hono Gasikara
Ny mpitondra lasa hendry , tsy misy ny misary adala
Ny fiainana mandroso, tsy misy fihafiana
Ny vahoaka malagasy vonton-kafaliana
Nanofy aho fa, foana hono ny krizy
Ka tafiditra an-tsekoly avokoa ireo ankizy
Ny ray aman-dreny lasa mahatsiaro maivamaivana,
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fiovana-2 | FIOVANA | Fredy Jaofera | FIOVANA
Maro ny fiakarana
tonga mahatamana
fa tsy manan-tsiny ;
tsy misy fivoarana
raha tsy misy fiovana
ny saina ankehitriny. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/resaka-2 | RESAKA | Fredy Jaofera | RESAKA
Tiako etoana ny hizara
soa tsy mitresaka
fa harena tena ilaina :
ny famakiana boky tsara
dia toy ny resaka
amin'ny olona misaina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vonjisoa-andjanirina/ny-fitiavako-anao | Ny fitiavako anao | Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv) | Voleko voninkazo ny efitry ny foko
Hahatamana anao, rehefa ianao mandalo
Ovaiko tsikitsiky ireo endrika toloko
Hataoko mahaliana ny hira sy ny kalo
Hiezaka aho hanagona zava-tsoa sy mamy
Hifampizaratsika sy harosoko ho anao
Dia ho tsapanao fa mitombo hatrany hatrany
Ilay fitia ampo avelako ho anao
Asiako fefy m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dadafaratolotra/indray-andro-any | INDRAY ANDRO ANY | DADAFARAtolotra | Indray andro ianao hiantsampy,ao anivon-tratrako ao
Ka hibitsik’ireo teny ; sy hanatoa ‘zay tsy natao
Dia hioty fahasambarana ; mbola tsy naleha mihitsy
Ary handraraka fitiavana ; tsy mba misy hoe mitsitsy
Indray andro any ianao ho silako,ka banga raha tsy miaraka amiko
Ho ahy mandrakizay mihitsy,tsy sanatriavina ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vonjisoa-andjanirina/any-anaty-fasana-any | Any anaty fasana any | Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv) | Rehefa tonga ny fotoana
Izay mety handavanao,
Ny fitiavana natolony.
Fa nivadika ny taona,
Ka iny ianao nahita solony,
Dia eo no ora farany
Hahatsapanao ny fitiavany,
Sy fitia tsy mba noferany ;
Ho fafany ireo tantarany,
Ka indro ianao havelany.
Fa handao anao ny fony
Feno ratran'ny fitia
Tsy mba nositranin... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/natiora-natoraly/ry-fireneko | Ry fireneko | Natiora Natoraly | Eny hoy aho ry fireneko,
Izay maha-ontsa izato foko
Mangidy nefa dia ekeko
Ny krizy asainao ho sotroiko
Ireo mpitondra nifanesy
Nilaza ny hanasoa ny tanjony
Naparitany ny hevi-petsy
Mba handrotsahanao ny vatony
Zarainy ho anao ny kasikety
Sy akanjo misy ny sariny
Asainy ianao hamonjy fety
Hampienony ny kabar... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/antoka | ANTOKA | Fredy Jaofera | ANTOKA
Indro ny hafatra mbola anorenako
ny hoavy matoa mifantoka
tsy hahatongavan'ireny raorao :
alohan'ny hanaovan-dratsy ny tenako,
ataovy izay hahazoana antoka
fa tsy mila ahy intsony ianao. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsiky-andrian/zandry-a | Zandry a ! | Tsiky Andrian | Zandry a,enao hono to kivy raha naha re fa lasa izy
Sady to mitady hamoy fo noho ny fiainana mangidy
Zandry a,mapitandrina aho mapitraka satry ny iray minitra sarobidy,
Ka aza varina mandany andro mandinika an' izay lasa sy tadidy
Fa avalony any avelao anaraka anazy,
Reo tantara niaina anareo raiso ho vazivazy
Az... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/aza-misalasala4 | AZA MISALASALA4 | Fredy Jaofera | AZA MISALASALA
Raha tiana ny hiravo,
aza ampiasaina ny avona
fa matokia izaitsizy ;
aza misalasala an'Ny Avo
fa afaka hanova ny zavona
ho andro tsara Izy. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsiky-andrian/aza-kivy | Aza kivy | Tsiky Andrian | Fa to tsy tao ampoko sy tsy aiko takarina izay zava drehetra miseo.
Fa to feo amborina sy rivotra malefaka sisa no reko mitoreo
Mandefa feo malefaka sady mitaraina mafy
Hoe...
Mbola ho avotra ve ny tontoloko sa ho potika nohon'ny gafy
Noho ny gafy sy ny etraketrakiny ny tsy matao tody,
ka nefa izao no tsarovy di... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ifanomezantsoa/valin-taratasin-drafilahy | Valin-taratasin-drafilahy | Ifanomezantsoa | VALIN-TARATASIN-DRAFILAHY
Fa tany ho any ialahy
nandindona ny fiainany
nandombo ny fisainany
'zay zavatra tsy hita
toy ny toky efa vita
Fa tany ho any ialahy
nitsakotsako ny fahiny
namolavola tsiny
sy ny ela efa rava
lavenona no sisa
dia mbola mila kisa1
Fa tany ho any ialahy
nanemboka ody gasy
mba tsy hi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/daniel-roimemy-rkt/ampihimamba | AMPIHIMAMBA | LAVENONA | Ny ao ambony dia manana hatrany
Fa mahazo raha toa ka midongy
Ny vahoaka etsy andanin'izany...
tsy homana raha tsy mitrongy!
Izy ireny tsy mba mitotaly
ny kapoakan'ny vary harotsaka
Fa isika vahoaka mijaly?
Mosarena sy tena efa trotraka!
Ny ao ambony ? harena no sezany!
Toa ho nofy raha ny hahatsapa tena !
f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/daniel-roimemy-rkt/ho-anny-zandry | HO AN'NY ZANDRY | LAVENONA | Tsy antsika velively...
ny hibaiko sy handahatra...
ny fiainana eto an-tany!
Mahareta kely
Fa efa izay aloha ny lahatra
Ka dia zakaina hatrany!
Dia......
Aza ialahy tomany!
Raha manjombona ny andro
Fa...izao no ataovy antsaina:
"ny fiainana eto ady"!
Ialahy no masoandro
vao miposaka maraina
dia hilentika s... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/daniel-roimemy-rkt/fahaleovantena | FAHALEOVANTENA | LAVENONA | Tsy moramora akory ny niainantsika gasy
Fa narahina habibiana tena nampihidy vazana
Niharitra herisetra tamin'ny lefona sy basy
Ireo mahery fo antsika mba ho an'ny tanindrazana
tsy latsadatsa-poana ny ràn'ireo nilatsaka
raha niady sy nitolona mba ho an'ny firenena
Fa nahafoy ny ainy raha nihezaka
nikatsaka
Mb... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mihazona | MIHAZONA | Fredy Jaofera | MIHAZONA
Oriory ny aty, sasa-miandry
ka hafahafa tsy te hilalao,
tsy manaiky fandavana ;
rehefa tsy afaka ny sandry,
ny fo no mihazona anao
mangina am-pitiavana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsiky-andrian/tsy-azoko | Tsy azoko? | Tsiky Andrian | Fa to tsy tao ampoko sy tsy aiko takarina izay zava drehetra miseo.
Fa to feo amborina sy rivotra malefaka sisa no reko mitoreo
Mandefa feo malefaka sady mitaraina mafy
Hoe...
Mbola ho avotra ve ny tontoloko sa ho potika nohon'ny gafy
Noho ny gafy sy ny etraketrakiny ny tsy matao tody,
ka nefa izao no tsarovy di... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/daniel-roimemy-rkt/ny-tononkalo | NY TONONKALO | LAVENONA | Ny tononkalo dia hare-tsaina
Fa tsy hoe zarazaraina
Na amidy toy ny anana
Fa itony dia fananana
Nomena anay manokana
Ny tokonkalo dia natokana
Hitantarana ny ao anaty
Na ireo zavatra tsy tanty
Rehefa tsy azonay kobonina
ny any am-ponay any
Mbola itony ihany no...
solotenanay
Mitondra an'ireo izay mba...
He... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ramaminirina-henintsoa-jean-baptiste/fijaliana | Fijaliana | RAMAMINIRINA Henintsoa Jean Baptiste | Feno fijaliana
Ny fiainako mankadiry
Na any ampatoriana
Dia mahatsapa hirifiry
Feno fijaliana
Ny tena lasa simba
Dia tsy misy fitsikiana
Fa be mpanimbazimba
Feno fijaliana
Ny androko ankehitriny
Izay tsy afaka iafiana
Fa hanjakan’ny vahiny
Feno fijaliana
Ilay fitiavana hatrizay
Naha be fahoriana
Sy nampa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/daniel-roimemy-rkt/fitiavana-sy-ny-tanora | FITIAVANA SY NY TANORA | LAVENONA | Tanora vao miana-mitia
tsy mahalala ny tokony atao !
Tsarovy ity teniko ity ,
hoe..."Ny fitiavana tsy kilalao !"
Tsy akory aho milaza hoe ratsy
ny oroka sy safosafo
Fa ho fantatrao ihany atsy ho atsy
hoe.." Ny fitiavana anie toy ny afo e!"
Fantaro sy hadihadio...!
Dia fakafakao ihany koa,
io olona iarahanao i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/faniriantsoa-razakamalala/efa-hendry-aho | EFA HENDRY AHO | Faniriantsoa RAZAKAMALALA | Taloha aho nadiditra, tia miady sy migafy
dia nifoka sy niloka, tiako koa ny mampirafy
ireo toetra sy talenta, fony mbola fahazazako
lasa nanelingelina ahy, dia nariako, mba tsy ho tazako
Dia mahanihany ahorehefa zoky no miteny
dia maniratsira koa, rehefa hoe Dada sy Neny
ny fiainako rehetra dia ratsy no nanjaka
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/daniel-roimemy-rkt/ny-fandrosoana | NY FANDROSOANA | LAVENONA | Ny atao hoe FANDROSOANA
tsy ilàna velirano
handaingana sy hiamboana
nefa harira sy angano
Fa io dia asa hita maso
Hivoarana amin'ny lasa
ary tsisy andraso andraso
Fa avy hatrany dia miasa
Ny atao oe FANDROSOANA
Tsy mba fampandrina hadrisa
mbola hiandrasana fotoana,
fanampiana sy ny sisa
Fa kosa famahana
ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/daniel-roimemy-rkt/ny-vavaki-neny | NY VAVAK'I NENY | LAVENONA | Ny vavak'i Neny no solona lakana
mitondra antsika tsy hidiran'angano
mihitsy azo inoana fa io no manakana
ny hery manafika ao an-tokantrano
Ka...na aza olana toa vatolampy
no indro mitranga tsy maintsy atrehina
ilay vavak'i Neny no indro manampy
ho andry manohana, solona tehina
Ny vavak'i Neny ? Toy ny arofanin... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/hanampy | HANAMPY | Fredy Jaofera | HANAMPY
Raha ilaina tafa,
hoy aho, tsy masiaka
ka tiana hihatra
sy mba hiavaka :
ny hanampy ny hafa
no tena tanjontsika
ka aza mandratra
rehefa tsy afaka !... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/daniel-roimemy-rkt/aina-tsy-mifametra | AINA TSY MIFAMETRA | LAVENONA | Teny hafahafa ,toa manjombona sy ory
Io maraina io, no indro fa voaraiko
Tsy nisy arahaba na... teny mamy akory
tsy toy ny mahazatra ka... lasana ny saiko !
Tsy nisalasala aho fa nanoratra avy hatrany
nahalala tsara fa...tsy niady izahay omaly,
ka indro nanontany hoe: "salama enao any? "
Tsy niandry ela akory di... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/daniel-roimemy-rkt/kamboty-ray | KAMBOTY RAY | LAVENONA | Dada o !
Indro manoloana ny fasanao mangina
manati-boninkazo ,ity zanakao kamboty
Latsa-dranomaso sady vonton-pahoriana !
tsy afaka ny hamihina, tsy afaka hiangoty!
Mandinika ity sary eto andoha-pasanao
ilay endrikao mitsiky, tsy manam-pafaroa
dia indro fa tsaroana sy tonga an-tsaiko ao
ny fiainam-pahasambarako... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/izy-ireo | IZY IREO | Fredy Jaofera | IZY IREO
Anio aho no mizara,
tsy hiainana ahiahy
ny lesona mankany :
aoka ianao ho tsara
amin'ny ratsy fanahy
fa izy ireo, mila izany. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-fitondran-tenako | NY FITONDRAN-TENAKO | Fredy Jaofera | NY FITONDRAN-TENAKO
Fototra anorenako
ny misy tsy hiainana ahiahy
mba ho an'izao tontolo izao,
ny fitondran-tenako :
raha tsara no itondrana ahy,
tsara kokoa no itondrako anao. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/toerana | TOERANA | Fredy Jaofera | TOERANA
Misy fitsaharana
ny rasa
mafy nitolomana ;
toerana ianarana
ny lasa
fa tsy ivelomana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/misy-valiny | HISY VALINY | Fredy Jaofera | HISY VALINY
Ny hasasarana rehetra
dia hisy valiny avokoa,
na rahoviana na rahoviana,
ka aoka tsy hanjoretra
na ny hitanondri-doha
fa amohazy fitsikiana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado/aza-kivy | voafafa | Voafafa | Tsy afaka miseho eto amin'ny takelaka io tononkalo io fa nosakanan'ny tompon-jo.
Jereo eto |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mahasambatra | MAHASAMBATRA | Fredy Jaofera | MAHASAMBATRA
Rehefa te hivoatra
dia ialao
ny Lasa izay manangatra ;
aza mieritreritra loatra
fa katsaho
izay mahasambatra. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/soratana | SORATANA | Fredy Jaofera | SORATANA
Eto amorom-patana
mangingina tsy farofy
ka aoka tsy handalovana ;
ny boky dia soratana
miaraka amin'ny nofy
sy amin'ny fahatsiarovana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vonjisoa-andjanirina/dinam-pitiavako | DINAM-PITIAVAKO | Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv) | DINAM-PITIAVAKO
Na misy iray mangarika
Na misy roa tsy tia
Na hisy telo hialona
Na misy maro hanenjika
Dia ity no marika
F'isika hiara-dia
Hiroso hatramin'ny lalina
Hahery tsy ho rendrika
Ilay fon'ny fitiavana
Iray iombonantsika
Itempo mandra-maty
Ampoko sy amponao
Ilay afon'ny fitiavana
Tsy havela hangat... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/niavo-nekena/harena-sarobidy | HARENA SAROBIDY | Niavo nekena | HARENA SAROBIDY
Ianao ilay reny niteraka mba ho atao fitaratra
Nifidy ianao ho reny dia ianao ilay modely
Ny fombafombanao no hianarany amin'izao
Reny zao ianao dia ho hataony fankatahaka
Mamy tena mamy toy ny tantely
izany reny izany
Meteza ho reny tsara dia fakao izay ambara
Anao tokoa ireo,ianao no nijaly te... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mievota | MIEVOTA | Fredy Jaofera | MIEVOTA
Izao no ironana
raha mijaly
ianao anio : Mievota !
Ny Fiangonana
dia hopitaly
ho an'ireo mpanota. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mampidi-doza | MAMPIDI-DOZA | Fredy Jaofera | MAMPIDI-DOZA
Aoka tsy hitavozavoza,
na ahoana na ahoana,
fa tonga saina ombieny ;
ny olona mampidi-doza
dia izay mangina foana
eny amin'ny rehetra eny. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fositra | FOSITRA | Fredy Jaofera | FOSITRA
Izaho dia nalahelo
mihoatra ny in-telo
tamin'ny zava-bitany
ka mbola ho hitany
ny nenina be vava
rehefa iny ho rava
ny harena nokoloiny
efa ela notompoiny.
Izaho dia nanenina,
izany dia tsy afenina,
aoka aho handositra
fa izy ange no fositra
nanimba ny fiainako,
tsy nety nitarainako
fa mainka nan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/isika-ihany | ISIKA IHANY | Fredy Jaofera | ISIKA IHANY
Raha toa ka atontaly
sy tsy isalasalana
rehefa hadihadina :
isika ihany no mijaly
noho ny fanimbana
vitan'ireo izay tiana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ao-anaty-boky | AO ANATY BOKY | Fredy Jaofera | AO ANATY BOKY
Ny tena toky
tsy azo ialana
fa harena, tadidio :
ao anaty boky
ny hazavana
ka sokafy sy vakio. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ankehitriny | ANKEHITRINY | Fredy Jaofera | ANKEHITRINY
Atreho aloha ny manoloana,
mihetseha rehefa miangavy
ho soa hatrany am-para ;
ny ankehitriny no fotoana
anangananao ny hoavy
hamirapiratra ny anjara. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-reny-tia-zanaka | NY RENY TIA ZANAKA | Fredy Jaofera | NY RENY TIA ZANAKA
Izaho, tsy lanaka
anio mbola mampahalala
ny tsara hotadidina :
ny reny tia zanaka,
tsy hampianatra hankahala
ny rainy, na rahoviana ? |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mahalia0/fanatitra | FANATITRA | Mahalia❤✨ | FANATITRA
Hodorako ny foko
Soromiko am-pitiavana
Ary manontolo afoiko
Tsy mila koa tambazana
Fa atolotro ho fanatitra
Ho fandriampahalemanao
Tsy asiana tambin-drakitra
Fa omena tsotr'izao
Am-pifaliana tsy an-kisala
Ary henika fitiavana
Tena tiako ianao Malala a!
Fa tsy tantiko hikambanana |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fiovana | FIOVANA | Fredy Jaofera | FIOVANA
Aza mba fafana
ireny soa efa natao,
n'aiza n'aiza ho hara ;
mitondra fiovana
eo amin'ny fiainanao
ny mijanona ho tsara. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ambaratonga | AMBARATONGA | Fredy Jaofera | AMBARATONGA
Marina izao fa tsy somonga,
tsy ahindrahindra,
na dia fandresena :
ny fanginana no ambaratonga
ambony indrindra
amin'ny fahendrena. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/hiram-pitiavana | HIRAM-PITIAVANA | Fredy Jaofera | HIRAM-PITIAVANA
Ny zavatra tsy aritra
mbola fahasoavana
mamy hatramin'izao :
ny hira mahafinaritra
dia hiram-pitiavana
mikalo foana anao. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/niavo-nekena/mangidy | Mangidy | Niavo nekena | MANGIDY
Injay fa reko ilay famantarana
pamoa ahy isa-maraina
Dia hiarina amin'izay fa
maneno ny akoho sy ny sahona
Ô! Vao nihiratra ny masoko
ny sariny no tonga ao antsaina
Ilay tokana mba nantenaina
Manaloka toy ny rahoana
Reko mandratra misoko mangina
ny any anatiko any
Hila tsy ho zakany saina
Manindrona... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mahalia0/ao | AO | Mahalia❤✨ | AO
Ao anaty nofiko ao
misy endrikao tomoetra
misy sarinao miaina
misy bitsikao manako
Ao anaty foko ao
ny fihetseham-po rehetra
nomena sehatra hiaina
mifamaly toa lamako
Ao an'eritreritro ao
ny misintsika manontolo
toa edena vaovao
sary velona tsy ''LOLO'' |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fampiasana | FAMPIASANA | Fredy Jaofera | FAMPIASANA
Ny fiainana dia fampiasana
izay zavatra nianarana
tany an-tsekoly na tsia
mba ho tonga ny hazavana,
ho soa ny fandaharana,
na rahoviana, matokia ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-ondana | NY ONDANA | Fredy Jaofera | NY ONDANA
Ny ondana ahazoana aina
dia mampandry ny fanahy
amin'ny alina mangina,
n'inona n'inona lazaina
matoa aho mbola sahy
mitaona am-pitokiana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-saina | NY SAINA | Fredy Jaofera | NY SAINA
Na tsisy kalesy
ho anao samirery
izay azo antenaina,
afaka handresy
rehefa mahery
noho ny fo ny saina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mahalia0/toky-tsy-miova | TOKY TSY MIOVA | Mahalia❤✨ | TOKY TSY MIOVA
Ary amin'izany andro izany
Raha mby migadona ny ora hianjeràko
sy handaozako mora ny tany
ka hody vovoka...E ny rako
Ny foko mbola hitia anao ihany
Eny hatrany ankoatra any
ny Aveloko mbola hitadidy
ireo nofy nifanakalozana
ary koa hitahiry ireo didy
sy ireo voady izay nifamatorana
Koa aoka ia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mahalia/diary-nokajiana | DIARY NOKAJIANA | Mahalia❤✨ | DIARY NOKAJIANA
Soratra hafakely somary mandrimandry
no sasiny nialoha ilay pejy fanombohana
Teny maromaro natambatra no sady
mirakitra tantara sy karazam-boambolana
Nanaraka azy teo ny anarantsika roa
voatemi-tsary FO niloko mavokely
Ny misintsika rehetra dia saika avokoa
voaventy tao daholo tsy nisy iray 'zay... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ikalamako/ampy-izay-ny-hoso-bolamena | Ampy izay ny hoso-bolamena | Ikalamako | Mitresaha re ry foko,
Dia vitao ny amintsika,
Ndeha levony avokoa
Hatramin’ilay tantara sisa
Saika mbola hamenoana loha,
Hanamboloina paradisa.
Fa ilay tena izaho
Efa ela no avelo,
Nosoloiko kalitao,
Notefeko ho anjely.
Fa ny hoso-bolamena
Tsy mamiratra maharitra.
Ry foko doroka, mivena
Miatoa ! Samia sala... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-nananana | TSY NANANANA | Fredy Jaofera | TSY NANANANA
Tsy nananan-kavana
ny adin-tsaina maro
fony tomandavana
izy ireny ka fantaro.
Tsy nanana-namana
ny sedra nanahirana
rehefa nandramana
fony aho tsy mirana.
Tsy nananan'onona
ny ratra nisy foana
ka tsy mety vonona
hisinda, na ahoana ?
Tsy nananan-damina
ny fiainana nitranga
ka tsy nahay nianin... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/aza-avela | AZA AVELA | Fredy Jaofera | AZA AVELA
Aza avela
ny hevitry ny hafa
no hamaritra anao
fa eo ny lela
ka mahaiza mitafa
anio ary hazavao. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/mpanota | MPANOTA | IARANTSOA Mahefa | Mpanota tsy mendrika akory
no tonga mba te hitaraina.
Ny maso tsy mba azon-tory
kikisan’ireo adin-tsaina.
Toa notetezina foana ireo
mpahita sy ho maminany.
Tsy nisy mba zava-niseho
omaly tsy niova eny ihany.
Ka indro aho fa midodododo
manganohano sy mipitrapitra.
mifona fa toa zaza bodo
sisasisan’ ny ota sy ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/manantena | MANANTENA | Fredy Jaofera | MANANTENA
Rehefa hanontany tena
fa mendrika ny tsara kokoa
ny fiainanao ankehitriny,
efa mahazo manantena
fa hisy fotoana hamoha
eny amin'iny tanjona iny. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/aingampanahiko | AINGAMPANAHIKO | Fredy Jaofera | AINGAMPANAHIKO
Aingampanahiko
ny fitiavana
efa ela narahiko
fa finiavana.
Aingampanahiko
ny alahelo
ka mbola sahiko,
na be avelo.
Aingampanahiko
ny hafaliana,
tsy misy ahiahiko
fa fitahiana.
Aingampanahiko
ny firenena
fa ao ny fanahiko
efa nekena. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tombanana | TOMBANANA | Fredy Jaofera | TOMBANAMA
Rehefa injao tombanana
ny toky iankinana
tsy mba ratsy sy sahaza :
indraindray ny fiadanana,
mitaky fanginana,
na ianao no marina aza. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ohatra-voalohany | OHATRA VOALOHANY | Fredy Jaofera | OHATRA VOALOHANY
Ny ray aman-dreny
no ohatra voalohany
ho an'ny zaza iray
ka ampiaro ombieny
ho ao an-dohany
izay hafatra izay. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-tenanao | NY TENANAO | Fredy Jaofera | NY TENANAO
Aza manaiky hijafa
ka mba alamino
ny rava tao ;
mijoroa ho an'ny hafa
fa aza manadino
ny tenanao. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mahalia0/safidy | SAFIDY | Mahalia❤✨ | Niniako nampanginina
ny kiaky ny TSIARO
manangatra ny FOKO
Niniako nampirimina
ireo Diary aman-tsary
niarahana nandoko
Ninia aho tsy nijery
raha sendra tafandalo
ilay toera-nisantarana ny tsiro molon-dry
Miodina aho dia miery
fa tsy tantiko hangaro
ny HASIN'NY FITIAVANA sy ny SANGIN'ANJORIA
K'aza tsiny indr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mahalia/hindramiko | HINDRAMIKO | Mahalia❤✨ | HINDRAMIKO
Hindramiko ny Alina hitondra anao hitety ny habakabaky ny nofy
Sitrany ahay mba tsapanao fa misy antsika ao miombona fanahy
Hindramiko ny Hira hamatsy teny mamy sy hivimbin-drotsirotsy
Ka na aza ianao tsy anilako...dia mitony ny ahiahi(ko)
Hindramiko ny teny mba hamborahako ny miafina
Dia ilay miery ts... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mahalia/ilay-fitiavako | ILAY FITIAVAKO | Mahalia❤✨ | ILAY FITIAVAKO
Ho anao Razazavavy
No hanoratako an'izao
Fa matetika fiavy
''Ilay fitiavako anao''
Izany akory sanatria
Tsy mba hoe ''kivazivazy''
Fa te hibitsika fitia
Izay hiafara amin'ny mariazy
Fa raha izany mantsy angamba
No hoe ho tsipahinao
Dia hahavonto zoron-damba
Ny ratram-po anatiko ao
K'izany re... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/aza-matahotra | AZA MATAHOTRA | Fredy Jaofera | AZA MATAHOTRA
Hoy aho raha mankahery
tsy hampiranga ny fahavoazana
fa ny soa tena hihiratra :
aza matahotra ny ho irery
fa toy izay ny masoandro tazana
ary mbola mamirapiratra. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/mitrak%C3%A0 | MITRAKÀ | IARANTSOA Mahefa | Mitrakà ialahy sakaiza raha nataony toy ireny,
Mitrakà ialahy sakaiza raha toa ka tsy nekeny !
Fa tsy tovovavy iray no hanamaloka ny tava,
tsy tovovavy iray no handrodana handrava !
Fa venteso hatrany ny antsan’ny fitiavana,
dia venteso hatrany na navaliny fandavana.
Halaviro lavitra ireo karazan-kira mitore... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/mbola-tiako-ianao | MBOLA TIAKO IANAO | IARANTSOA Mahefa | Mbola tiako ianao
mbola tiako foana,
fa nahoana?
...tsy haiko
tsy voazavako,
lehibe loatra ngamba ny fitiavako.
Tsy ombako teny lava,
fa miariary sy mazava
ny foko mankafy
mbola te hitia,
tsy mahay mangina
fa mbola te ho tiana.
Eny e ,tiako ho fantatrao
fa MBOLA TIAKO IANAO. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/bavy-a | BAVY A | IARANTSOA Mahefa | Reko indray akia ry bavy ianareo nisaraka a,
Nisinisy indray angamba ny ranomaso raraka.
Fa ny anareo kosa ef' ho lava e, efa mahazatra
anio toa tsy ho faty dia rahampitso mifandratra.
Tsy omeko herinandro na atao hoe tapabolana
dia indreo hifampitosy fa niravona 'lay olana,
tsy zazakely intsony re ireto vata-ben... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/rehefa-irery-aho | REHEFA IRERY AHO ! | IARANTSOA Mahefa | Rehefa irery aho ;
dia ianao no ataoko an-tsaina,
banjiniko mangina
ao anaty fitoniana.
Ny anaranao no mamiko;
mipololotra eo am-bavako,
ka mahamirana ny tavako!
Ny angolanao no tsiahiviko;
hanafosafo ny aty foko
mba hampilefa ny toloko!
Ny tononkalonao rehetra
no kaloiko eo am-bavako eo
dia tonga hira misy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/talentan-ireto-poeta | TALENTAN’ IRETO POETA | IARANTSOA Mahefa | Ny talentan’ ireto poeta
novolainy ho soa sy mirindra.
Mamelon’ ilay hetaheta
higoka ny tsara indrindra!
Toa ranomahery manonja
Mandrendrika fo ho tamàna.
Angolany tokana monja;
Manainga fanahy tsy ho tana.
Ny hakantony mahasondriana
topazana atao indray mijery.
Fa teboka mila tsindriana
Ilay hevitra tao mis... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/don/mitoetra | Mitoetra | DON Excellence | Mitoetra
Rehefa ianao no mitoetra
Falifaly ny ao anaty
Ny fotoana ity toa voafetra
Mankarary, mila tsy ho tanty
Mitoetra aho dia mibanjina
Dia mirotsaka mora ny ranomaso
Satria mila anao mba hampiarina
Ka indro aho manoratra sy miantso
Mbola mila anao ah ry tiana
Mbola tiako hitoetra ny tantara
Maro ny tsara... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/noleferiko-avokoa | NOLEFERIKO AVOKOA | IARANTSOA Mahefa | Efa noleferiko avokoa
ny mombanao rehetra,
fa voady tato am-po
ny hoe hitia tsy misy fetra.
Voalatsalatsa hatrany
raha niezaka ny nanasoa.
Tsy nahasakana ahy izany
fa noleferiko avokoa.
Tonga teto am-pototsofiko
ireo ditraditrano taloha.
Mba hahatoa ny nofinofiko
dia noleferiko avokoa.
Tsy nampaninona ahy m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/tena-tiako-ianao | TENA TIAKO IANAO | IARANTSOA Mahefa | Tena tiako ianao satria…
tsy haiko hoe nahoana no tiako toy izany,
tsy mety mba voavaliko raha misy manontany
hoe nahoana... nahoana ianao no tiako?
fa ny fantatro dia izao; tsy mba zavatra niniako.
Kisendrasendra angamba? tsy sahiko ekena,
fa tsy misy valin-teny azoko omena!
Vintana sa tendry? Sa lahatra sy anj... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/fara-ainga | FARA-AINGA | IARANTSOA Mahefa | Malala a, ity no fara-ranomainty azoko laniana
fa tsy mety intsony angamba ny hikambanantsika,
leo ny manazava ka aleoko indray mangina e,
ataoko fiononana ny zavatra' efavita.
'ty ranomainty ity tsy ranomainty tsotra
fa miharo ranomaso nitsororik' eo an-tavako.
Injany misy ainga mba re mipololotra
fa maty teto ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/hiniana-sa-tsy-fidiny | HINIANA SA TSY FIDINY? | IARANTSOA Mahefa | Masina 'lay dina sy sonia an-taratasy
ka hiangaviako ianao aza dia zimbaina.
Io akory akia tsy hoe teny malagasy
ka avela ho potipotika sy tsy hiasana saina.
Ilay voadiko iny mantsy na hisetra vava basy
tsy hivadika aminao, na kendaina na vonoina.
Io akory akia tsy hoe riba malagasy
ka atao maty hitsaka sy levom... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/ny-fiarahamonina-eto | NY FIARAHAMONINA ETO | IARANTSOA Mahefa | Zendana aho mandinika
ny fiainan’eto an-tany.
Ny ambany sy madinika
torovana aok’ izany.
Izay dinitry ny tava
no hany hifaharana.
mirotoroto lava
tsy misy fitsaharana.
izay tsy maintsy ilaina
ireo aloha ny takatra.
Ny sisa tsy visaina
fa mbola ankamantatra.
Izy ireo mba te-hivoatra
ka miezaka mitolona,
sa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/tandremonao | TANDREMONAO | IARANTSOA Mahefa | Tandremonao malala
sao misy manadala
ka miarak'aminy any,
fa dia misarak'avy hatrany.
Tsy asiana teny betsaka,
tsisy lava resaka
fa rava eo noho eo;
mahareta ny anareo.
Malala a,tena sanatriaviko,
tsy ny ratsy no tadiaviko
fa ny tiana no tenenina
raha efa nisy aza afenina.
Tsory amiko eto izao
mba hamelako... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/miarova-tena | MIAROVA TENA | IARANTSOA Mahefa | Ry ampela tia midola,
tsarovinao fa mbola
tsy niova tsy nipika
ny zotram-piainantsika!
Ho rendrika sy tola
ny rendra sy ny angola,
na ny tena manjopika
na ny bikanao sariaka!
Ry tovolahy mpivena,
tsy laitra nofefena
fa miliba sy mitety
lohasaha sy ny tanety!
Mirija ianao ekena
saingy indrisy mahonena
mba ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/finidy-nyandry/mandehana | Mandehana | Finidy NyAndry | MANDEHANA
Mandehana re razandry
F'indry efa sasamiandry
Ilay fiaraben'Iarivo
Mandehana aloha tohizo
Ary....aza malahelo.
Mandehana izany zandriko an!
Ny hoavinao hevero.
....mandehana fa, izaho zokinao Mbola eto
Tsy hamela anao ho irery
Izaho zokinao Mbola eto
Hisolo anaran-dreny
Mandehana Dia...,
mazahoa ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/mamita-tena-ianao | MAMITA-TENA IANAO | IARANTSOA Mahefa | Mamita-tena ianao
raha hilaza hoe TSY TIA!
Fa hatram'zay k'hatram'zao,
ny fihetsikao rehetra
miantso hoe avia;
hifanolotra fitia!
Hinoako marimarina,
ary tsy sarotra fantarina
fa fihetsika amboarina
ny teny hoe TSY TIA.
Ny masonao mijery
somary mody miery,
te hibanjina mahitsy
segondra vitsivitsy!
Topi-ma... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/tadidiko | TADIDIKO | IARANTSOA Mahefa | Tadidiko tsara ny teny nomeny
sy 'reo lokaloka fanaony hirahira.
Adala ny foko natoky an' ireny
fa hay mpisoloky sy mpamiravira.
Raha voady sy toky efa maro no re
be 'reo nilaza hitana ny teniny,
saingy tsy ahoako fa fantatro hoe
hivoaka eny ihany ny ratsy nafeniny.
Aleo hampijaly sy hamitaka ihany
fa mihevitr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/don/volatiana | Volatiana | DON Excellence | Ravo ny fo rehefa tonga ny atoandro
Rehefa eo ianao, tsy ela dia hariva n andro
Satriko ny hahita anao eo foana
Na dia mbola tsy haiko hoe ahoana?
Matahoatra aho ny hampisokatra ny vavako
Manahy aho sao fandavana no setriny fitiavako
Inoana fa tsy hanome tsiny ahy ianao ry tiana
Raha hatram'zao aho miantso oe Vo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/finidy-nyandry/anatra | Anatra | Finidy NyAndry | ANATRA
Notiaviny ve Dia hitia azy hianao
Ry foko efa trotraky ny onjan'ny tany?
Ka hinia tsy ahatsiaro ny lasa nandao
Hanary lamba lalovany androany?
Notiaviny ve Dia handreda fitia
Tsy hamantatra akory ny toerana haleha?
Tsarovy ry foko fa hianao Malia
Tsy ho zakanao mihitsy ny didikofehy
Hiainan'ny ngeza eto... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/iarantsoa-mahefa/teboka | TEBOKA | IARANTSOA Mahefa | Teboka mamarana ny amintsika roa
no hirentirenty havandravandrako eto.
Teboka hamafa ny lasana taloha
niarahana nifaly niaretana ny sento.
Tsisy intsony andalana hanarak' azy 'ty
fa ho teboka iray maintimainty loko.
Lavenona no sisa forohan' ny fitia
fa maty teto ny afo niketrika ny foko.
Ny amintsik' reny niva... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lantorose/ho-zary-tenany | HO ZARY TENANY | Lantorose | Raha mbola misy aina sy misy Andriamanitra
Dia misy nofinofy
Nofy ho zary tenany
Ireny nofinofy novolaina faha-ela ka navalon'ny fotoana
Nafenin'ilay vatan'ny fahakiviana
Natopan'ilay onjan'ny hadisoam-panantenana
Ka zary tsy hita intsony
Fa ny fo sy fahanginana no namerina azy
Ho zary nofy vao
Ireo nofy fahin... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.