url stringlengths 43 292 | title stringlengths 0 91 | author stringlengths 0 50 | content stringlengths 31 62.1k |
|---|---|---|---|
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nosy-malala/ny-vavaka-natao | Ny Vavaka natao | Nosy Malala | Ny Vavaka natao,
Na tsy mbola misy valiny, ny vavaka natao,
Dia mampitony sahady ilay fo nitalao.
Izay rehetra Irina moa, tsy hahasoa avokoa
Izy ihany no mandidy, mahalala ny mahasoa.
Ny Vavaka natao dia tsy ho very maina,
Ilay tao ampo naboraka, ampy andradraina.
Ndrao variana hiandry, ka tsy mijery tsy mahita,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra-aina/mba-aiza-re | Mba aiza re? | Ra-Aina | Aiza no misy anao
Ry ilay fahasambarana katsahiko?
Fa ny saiko dia tsy mety ho lao
Mangetaheta anao ny fanahiko.
Rahoviana re ianao no mba handalo
Hitsidika kely fotsiny ity foko
Hampitsiky ity hendriko malo
Hampitony ireo tomaniko sy toloko
Ry fahasambarako?
Mba any ihany va ianao zay?
Tsy hitodihako intsony... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-hasambaranny-fitia | NY HASAMBARAN'NY FITIA | Fredy Jaofera | NY HASAMBARAN'NY FITIA
Ny hasambaran'ny fitia,
mampiaraka olon-droa
vonona foana hiara-dia,
na ho ratsy na ho soa !
Ny hasambaran'ny fitia,
mamono ny adin-tsaina
sy tsy mijanona mangia
'rony nofy andrandraina.
Ny hasambaran'ny fitia,
maneho fifankahazoana
mahatalanjona ho doria,
tsy mahalala fisentoana.
Ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/boky-ve- | BOKY VE ? | Fredy Jaofera | BOKY VE ?
Ny boky dia jiro
mibaiko ny riba
ka mbola ifikiro,
na rehefa miliba.
Ny boky dia nofy
mitondra ny tany
na tratran'ny rofy,
namana hatrany !
Ny boky dia aina
manenika ny ora
tsy mampalaina,
na vakina mora.
Ny boky dia hazo
mamoa fahaizana
raha misy tsy azo
mba tsy hofaizina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/djio-zart/fagniriagna | FAGNIRIAGNA | Djio Z'art | FAGNIRIAGNA
Fagniriagna tsy ho tanteraka koa tsy arahign’asa.
Tsy atao sakagna fa lesogna ny tsy nety sy efa lasa.
Ny olo koa magniry tsimaintsy harain-tanjogna.
F’aza meky mivôhavôha de fadio gny mihanjokanjogna.
Gny fagniriagna tsy miala amin’olo te hanan-draha.
Mila mahay mampiasa saigna ndraiky maso mahay miz... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/zava-nangalarina | ZAVA-NANGALARINA | Fredy Jaofera | ZAVA-NANGALARINA
Ny zava-nangalarina
tamin'ireny hafetsena
dia loza hampivarina
any anaty faharesena.
Ny zava-nangalarina
tamin'izay haratsiana
dia hampiova marina
ny anjaram-pitahiana.
Ny zava-nangalarina
tamin'ny famitahana
dia tsy mora itarina,
na misy fivavahana.
Ny zava-nangalarina
tamin'ny fandotoan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ovay-ny-toekarena | OVAY NY TOEKARENA | Fredy Jaofera | OVAY NY TOEKARENA
Ovay ny toekarena
fa mitotongana ny ariary ;
jereo fa mahonena
ny vahoaka izay marary.
Ovay ny toekarena
fa be mahantra ny lalana
ka mampihenahena
mahita an'ireo mivalana.
Ovay ny toekarena
fa midangana ny zavatra ;
'reo olona vonjena
fa miady saina fatratra !
Ovay ny toekarena
fa maloto... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra-aina/hanadino-aho-ve | Hanadino aho ve? | Ra-Aina | Hiezaka aho ny hamafa
Ireo lasatsika hatrizay
Lasa zay, niafina tamin'ireo hafa
Tantara miafina ho anao sy ho ahy.
Eny sarotra ny hamoy
Ireo fahatsiarovana tena mamy
Saingy hiriko mba tsy hitohy
Ndrao hanody, hampitomany.
Mamiko ery ireo ditraditra
Ireo fihetsika kely rehefa mihaona
Hakafizitsika na dia iray ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra-aina/ny-fiainako | Ny Fiainako | Ra-Aina | Ady ny ahy ny fiainana
Toy izany, isan'andro,isan'andro.
Zaho tsy mba manana hitaranaina
Tsy hariva, tsy maraina, tsy atoandro.
Ao ireo ratsy, sy mpisompatra
Mikatsaka ny handrava izay nahoriko.
Ny heveriko ho akaiky ahy manampy trotraka.
Mampitombo ny zioga eo an-tsoriko.
Latsa sy Ompa miraradraka
Izay fitala... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jery/impiry | IMPIRY | JERY | IMPIRY
Efa impiry no nahatsapako fangirifiriana
Impiry aho no miondrika dia latsa-tomany
Efa impiry narindriko ny foko hangina
Fa raha sendra izay tiany dia misisika ihany
Efa impiry no niaretako ady mafaitra
Namoizako ny heriko iray manontolo
Efa firy izay ny teo no namela takaitra
Fa mbola io ihany ny foko mi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/djio-zart/mirary | MIRARY... | Djio Z'art | MIRARY...
Ho mafaitr’hoditra halan’aretigna,
fô mamy hoditra tiam-panjakagna.
Joro maheky amian’ôlobe izkoafa misy gny hiala tanàgna.
Andeha hianatra nô andeha hitady,
rarizagna ny tsara ahazo gny mèva.
Tsy ho voatsikogno tsy ho hisy raha hagnano fô ho raisin’ôlo tsara na aiza na aiza.
Sodifitra ambôny tantely a... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/manonja | MANONJA | Fredy Jaofera | MANONJA
Manonja ny fo
eo am-pitazanana
anao tsara bika
fa tsy manan-jo
hiventy fiadanana
ka tsy mikiaka.
Manonja ny fo
eo am-pitsirihana
anao eto foana ;
nofy ela no to,
asio fandinihana
fa mahamoana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/rehefa-tsy-nahavita-azy | REHEFA TSY NAHAVITA AZY | Fredy Jaofera | REHEFA TSY NAHAVITA AZY
Rehefa tsy nahavita azy
tamin'ny zavatra rehetra
dia mandehana re, otazy
ny fahoriana fa efa hetra.
Rehefa tsy nahavita azy
tamin'ny olana nitranga
dia mihetseha ka fohazy
ny misy sao tsy manga.
Rehefa tsy nahavita azy
tamin'ny sedra nahavoa
dia halalino sao ho sazy
tena hahaketraka ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jery/misaotra | MISAOTRA | JERY | Misaotra tamin'ny vita,ekena fa tsy anjara
Misaotra fa efa betsaka ny zavatra natao
Misaotra namela tsiaro voarakitra tantara
Misaotra fa maratra izao 'lay fo nilaozanao
Misaotra tsy nanafina fa tena tsapako mazava
Misaotra nampahory ny fo tsy manan-tsiny
Misaotra fa voaray na dia tsy tenenina aza
Misaotra fa te... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra-aina/ry-androko-lasa-nivalok | Ry androko lasa, nivalok' | Ra-Aina | Ry androko lasa, nivalok'ho tantara
Manainga ny tsiahy tsy mba mety hadinoana.
Nandaminako ity ho avy, mba ho tsara fihafara.
Niandrandrako fifaliana, mba ho tsaroana.
Tsy izaho anefa, no tompon'ny teny farany.
Tsy izaho ihany koa, no mandidy sy manapaka.
Ity ho avy tsy ho haiko, izay mety ho sarany.
Izay hiria... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/valim-babena | VALIM-BABENA | Fredy Jaofera | VALIM-BABENA
Ny valim-babena
dia ny valim-pitia
mendrika homena
rehefa zary tabiha.
Ny valim-babena
no fankasitrahana
mivoy fahendrena
rehefa mibahana.
Ny valim-babena
no adidy mafonja
mivimbina harena
ka ataovy monja.
Ny valim-babena
no saotra marina
ka azo ambolena
soa rehefa itarina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tahirintsoa/indroa | Indroa | Tahirintsoa | kanefa koa tsarovy
na zovy ianao na zovy
na inona anjoria
na ahoana fidadasiky ny fivelaram-po:
"tsy misy afa-mitia
mihoatra ny INDROA ny olona rehetra".
Ny notiavina voalohany
dia ilay Mpandalo nisangy ny ambiroany
ninoana fa hitoetra
kinanjo tsy nijery
kinanjo dia nidify
toy ny fidaraboky ny taratra manifi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra-aina/injany-fa-reko-manindron | Injany fa reko, manindron | Ra-Aina | Injany fa reko, manindrona anaty
Toa tsilo mandratra, mandoaka tsy tanty
Ity fitivako adala, fitia tsy hay no ferena
Fitia hangalarina, midongy toerana
Toa tsy ho tantin'ny saiko ny ho lavitra anao
Mankarary ny aiko, ny tsy mandreha ny feonao
Satria aho efa adala, jamban'ilay fitia
Ka ilay fiarahantsika, no hir... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra-aina/hembona | Hembona | Ra-Aina | Ho manina aho, ary ahatsiaro
Ilay feo ambadiky ny findaiko
Rehefa tonga ny fotoana toy izao
Dia Ilay feo ny loharanom-piainako
Maniraka izy, hampidiro fahana!
Fa fetin'ilay zanako anio
Mba hiarabako, hirariko soa ho azy
Ho tratry ny maro izay ho avy
Indrisy, tsy ho reko intsony ilay feo
Ho gina ihany koa ilay ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra-aina/ry-zanako | Ry zanako, | Ra-Aina | Ho anao ry zanako,
No hanirahako ity tanako
Hanoratra sy hitanisa
Ireo ventso ho anao analin-kisa
Ry zanako malalako, sy tiako
Ho maro ny momba ahy ho fantatrao
Na ny fifaliako na ny fihafiako
Tsy ho ela, dia tsy hiafina aminao.
Lasa lavitra ny saiko
Mieritreritra izay ho avy ho anao.
Toa manahy aho sombon'ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nosy-malala/maniry-hilatsaka-ho-filoha | Maniry hilatsaka ho filoha | Nosy Malala | Maniry hilatsaka ho filoha ,
Maniry hilatsaka ho filoha ny ao andoha,
Hanavotra ny firenena izay tena voa,
Latsaka ambany dia ambany tokoa,
Nifandimbiasan'ny ny filoha teo aloha.
Ny fotodrafitrasa nay dia "Maslow",
Hodradradradraina ao amin'ny radio,
Sakafo sy rano aloha vao teleferika,
Trano fialofana ho an'i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/misy | MISY | Fredy Jaofera | MISY
Misy masoandro
fa mangatsiaka
ny tontolo andro
tsy iarahantsika.
Misy haravoana
fa mangingina
rehefa tsaroana
'reo nihafiana.
Misy andraikitra
fa manimanina
rehefa miraikitra
ka valalanina !
Misy fo mivazo
fa mihenahena
rehefa tsy azo
ny ilain'ny tena. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dotmg/ivo-soa-anny-fiainako | IVO SOA AN'NY FIAINAKO | DotMG | RENY, na tsy reniko aza
Ivo soa mpiahy ny fiainako
VADY tokana sahaza
Olon-tiana fitarainako
Sipa, namana, SAKAIZA
Olobe mpanolotsainako
ANABAVY tia, mpitaiza. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/haingo-erica/amboaram-pandresena | Amboaram-pandresena | Haingo Erica | Hitraka aho,
Na dia vesaran’ny hakiviana
Noho ireo sedra-pahoriana
Nampilofika, nampitaraina
Fa mbola ho avy ny maraina…
Hitony aho,
Na dia ranomaso tsy mitsahatra…
Te hankahala ny anjara sy ny lahatra
Fa na hiamboho izao tontolo izao
Mbola ao Ilay Tompo tsy mandao
Hitsiky aho,
Na dia ao anaty ady sarotra
N... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mahavery | MAHAVERY | Fredy Jaofera | MAHAVERY
Ny lainga mahavery ny marina
ka tandrovy tsy hiorina etoana ;
ny tiana aloha no mba anarina
fa izay dia mivoy fandrosoana.
Ny lainga mahavery ny marina
ka halaviro ny lalan-kombana
sao midofotra ka hampivarina
any amin'izay misy hadalana.
Ny lainga mahavery ny marina
ka poteho hipoiram-piadanana
rah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ela-notoratorahana | ELA NOTORATORAHANA | Fredy Jaofera | ELA NOTORATORAHANA
Ela notoratorahana
ka nahavoa mason'angatra
fa nohitsakitsahana
ny tena no sady niangatra.
Ela notoratorahana
ka nandoza hasambarana ;
sarotra ifanarahana
raha nanidy varavarana.
Ela notoratorahana
ka nandratra harena maro ;
nanam-pahafahana
kanefa moa tsy afa-niaro.
Ela notoratorahana
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/faniriantsoa-razakamalala/nolavinao | NOLAVINAO | Faniriantsoa RAZAKAMALALA | NOLAVINAO
Taitra be ny foko, raha ilay nolavinao
naratra, nitomany, fa tsy misy ny azo atao
ny mety angamba de ny misolo vaovao
nefa tsy mionina izy satria... tiany ianao
Tsy ho adinony mihitsy, iny ranomasony iny
ranomaso tsy mba ritra noho ianao ry tena tiany
ianao no nojineriny, ianao no nitodiany
saingy nol... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mahatsara | MAHATSARA | Fredy Jaofera | MAHATSARA
Mahatsara ny hambom-po
dia izy namana azo antoka
tsy manery eto hiamboho
fa mainka aza hifantoka !
Mahatsara ny fahavoazana
dia tsy mamela amin'izao :
ho malahelo rehefa tazana
fa mampijoro ka ambarao.
Mahatsara ny fihemorana
dia mampiezaka mangina
eto foana am-pahatsorana,
tsy ahalalana fahakivia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/ny-kabary | NY KABARY | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | NY KABARY
ny kabary e, no kanto firindra
tao ny ohabolana sy ireo hain-teny
ny kabary no tsara indrindra
dia mahay izay ny mpitondra teny
raha ny kabary no maro mpihaino
teny kanto no alaoky ny vava
ny mpikabary no maro baraingo?
alaina sary izy mandra-pirava
ny kabary be fandrimpandrika
dia ahitrahitra izay ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-aina-1/hafatry-neny | hafatr i neny | Ny Aina | Ny hafatr i Neny nialohan'ny nandaozany ny tany
Ilay fehezanteny iray farany izay nafarany ahy
Fehezanteny tsy hay adinoana fa horaiketiko anaty diary
Mba hananako toetra mendrika fa tsy horatsy fanahy
Hafatra fohy kanefa mifono zavatra maro tokoa
Teny ampahendreny arahina fitiavana mamy
Hafatra farany nialohan'n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/nahoana-ny-vary- | NAHOANA NY VARY ? | Fredy Jaofera | NAHOANA NY VARY ?
Nahoana ny vary
no manahirana ?
Aiza no marary
tsy hifandirana ?
Nahoana ny vary
no tsy mitobaka ?
Moa tsy nanjary
ny voly bobaka ?
Nahoana ny vary
no tsy voafehy ?
Mijojo ny ariary
ka ambony ve ?
Nahoana ny vary
no tsy mirindra ?
Andeha amboary
ny lafo indrindra. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nosy-malala/manapotika-firenena | Manapotika Firenena | Nosy Malala | Manapotika Firenena,
Manapotika Firenena,
Ny kolikoly f'aleo jerena,
Taona maro tsisy fivoarana,
Maro loatra ny lava tanana.
Manapotika ny vahoaka,
Raha ny fananany no apoaka,
Ataon'ny mpanao kolikoly fa zony,
Ka izay lasany tsy hita intsony.
Raha te hanasoa Firenena ,
Sanatria ny kolikoly no 'ndeha ekena,
K... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra-aina/olombelona-aho | Olombelona aho | Ra-Aina | Eny tokoa tsy hananako
Na ny endrika na koa ny bika
Tsy misy harena ho ataoko hoe fananako
Latsaka ambany aho noho ny voditsobika
Zovy no homeko tsiny?
Ny Vintana sa ny anjara?
Ny mba ho tsara noho faniriany
Ny haratsiany no mameno tantara
Ratsy aho hoy izy,
Ny tarehiko tsy fampiseo masoandro
Ny mijery ahy ma... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/hahita-anao | HAHITA ANAO | Fredy Jaofera | HAHITA ANAO
Hahita anao
no nahatongavako
fa irery vao
haravoana, rahavako !
Hahita anao
no nandrebirebeko
fa izay atao,
sento tsy hay fefeko.
Hahita anao
no nanelingelenako
fa tao ho ao,
ory ange ny tenako.
Hahita anao
no nirin'ny fanahiko
ka tantarao
ny ela tsy narahiko. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anarim/antsoy-jesoa | Antsoy Jesoa | anarim | ANTSOY JESOA!
Raha sendra ny ady mafy, mandrotsaka tomany
Dia antsoy Jesoa fa Izy irery ihany
No afaka hamonjy sy hamafa ny toreo
Hoy ny tononkira vao novinenty teo...
Nahoana tokoa moa no tsy ho torak’hovitra
Zary valaketraka toa voan’ny bemangovitra
Raha tany an-tany lavitra no injao fa nahalala
Fa tsy salama... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravanondrazana/valin-kafatra | VALIN-KAFATRA | Ravanondrazana | VALIN-KAFATRA
Mangina aky ny atÿ a!
Mangina sady manina ny anilanao satria,
mampatsiahy ny lasa
izao vanin'andro izao.
Kanefa koa mandatsa
ny orana mikija mandritra ity fahavaratra.
Mandefa ny eritreritro,
manokatra ny feriko, efa mba nitsahatra
ka manam-pitoniana anilan'ny olon-tiana.
Fa tamin'izao isika, il... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravonjison-herizo/avelao-ho-ahy-ny-lapanny-fonao | Avelao ho ahy ny lapan'ny fonao | Herizo Ravonjison Andrianitsiahy | Avelao ho ahy ny lapan'ny fonao,
Fa raha mantsy izaho no ao:
Dia ho maintso indray ny maina,
Izay manomboka mangaina.
Dia ho asako ny hamita,
Ny ampitso tianao ho hita:
Ho rakotra hasambarana;
Fa tsy hitandroko hasasarana.
Sy hanasitrana ny fery,
Izay ezahinao ahery,
Ka tsy hita miharihary,
Nefa reko maharar... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-tompo-jesoa | NY TOMPO JESOA | Fredy Jaofera | NY TOMPO JESOA
Ny Tompo no harenako
mbola tobaka hatsarana
raha toa ka nanorenako
ny finoana izay mitana.
Ny Tompo no bateriko
azo antoka avy hatrany
raha vao osa ny heriko
sy ankahalaina izany !
Ny Tompo no fitadiko
rehefa kivy lalandava,
rehefa mafy ny adiko
hipoiran'ny Mazava.
Ny Tompo no fiainako
tami... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/izy-dia-nihevitra | IZY DIA NIHEVITRA | Fredy Jaofera | IZY DIA NIHEVITRA
Izy dia nihevitra
fa itoeram-pahasoavana
ka indro tezitra
nahita ny ahy goavana !
Izy dia nihevitra
fa nitobasam-pitahiana
ka jereo ny efitra
fa tsy ananam-pitoniana.
Izy dia nihevitra
fa be vola aman-karena
ka tsy nilefitra
nahita ny ahy tsy nihena.
Izy dia nihevitra
fa ilay hahavita za... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/aminny-taratasy | AMIN'NY TARATASY | Fredy Jaofera | AMIN'NY TARATASY
Indro ampitaiko
amin'ny taratasy
fa ianao no ilaiko
amin'ny krismasy.
Maro ny zavatra
vimbinina ho ahy
fa ny any fatratra
no irin'ny fanahy.
Maro 'reo korana
sy hanim-pito loha
fa ianao re, mazàna,
no eritreritra tokoa.
Maro ireo fotoana
nizarana vatomamy
fa mba ianao foana
no irariko h... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/noely-matsiro | NOELY MATSIRO | Fredy Jaofera | NOELY MATSIRO
Noely matsiro
no sakafo nomanina
ka dia halaviro
ny tsy hihinan-kanina.
Noely matsiro
misy hanim-pito loha
voadidina jiro
tsy hay ambara tokoa.
Noely matsiro
misy vorombe matavy
ka izao ifikiro
fa antsika mianakavy.
Noely matsiro
mitondra famonjena
ka ampidiro
'tony mofo hojerena. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-noely | NY NOELY | Fredy Jaofera | NY NOELY
Ny Noely dia fiarahana
amin'ireo olona tsy foy
vao soa hahazo vahana
ny hasambarana, re roy.
Ny Noely dia hafaliana
hisy haingo ny ririnina,
ho maro ny hamamiana
na ny havana hofihinina.
Ny Noely dia fihaonana
mampitory ny fiadanana,
mbola tokony hitaonana
ny mijaly sy tsy manana.
Ny Noely dia fit... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra-aina/misy-fetra | Misy Fetra | Ra-Aina | Asa loatra re, fa ianao io moa no iza?
Mihevi-tena ho tsy manatsiny.
No sady manambany, manao ahy ho hiva.
Toa faly mampahory, sy mampan-girifiry.
Dia mihevitra ve ianao, fa izaho hiaritra?
Ka hitsahinao lava ny tapon’ny loha?
Sa mahasoa anao na koa mahafinaritra?
Ny mahita ahy mamoritra lohalika roa?
Takiana f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra-aina/tsiaro-ani-neny | Tsiaro an'i Neny | Ra-Aina | Gina aho ity, tsy mahaloa-peo
Mifendro tsy maha-toreo
Hatrizay aho toa tsapako nahery
Kanefa anio, toa mararim-pery
Tokoa ve izao?
Tena tsy eo intsony marina i Neny
Kanefa anio dia fetiny
Indrisy, izy efa natelin'ny aretiny
Tsiaro sisa mitamberina
Raha mba teo mantsy ianao?
Dia ho feno izato banga
Izaho hand... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravonjison-herizo/ahy | Ahy | Herizo Ravonjison Andrianitsiahy | Ho avy koa ny andro
Tsy ny sariny intsony
No orohako isan'andro, fa ny molotra atolony
Tsy ny volana ihany koa
No dinihina banjinina
Fa ny taniny ankiroa, izay atolony hamihina
Any andro tsy ho ela
Amin'ny alin'ny ririnina
Tsy hanafana tena irery, fa izy no fihinina
Any andro efa akaiky
Tsy hampionon-tena int... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tham-tahirinavalona-haingotiana-annie-malicia/hafatra | HAFATRA | Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv) | Ianao ry volana iny no hery mampiray, ny any sy ny aty
Raha sitrakao indrindra
Meteza ianao hitsidika ilay namako any
Fa manina azy aho
Ka ianao no hafarako, raha sitrakao indrindra
Mandehana ianao, izao anio izao, mba hankany aminy
Rehefa tonga ianao, dondony moramora, ny varavaran_tranony
D'izao ambara aminy r... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tapaka | TAPAKA | Fredy Jaofera | TAPAKA
Rano tapaka
ka asio vavaka
hiverina indray
no hafatra iray.
Jiro tapaka
ka 'zay lavaka
tsapatsapaina
vao dikaina !
Vola tapaka
ka tsy ravaka
indrisy tokoa
no misy moa.
Fety tapaka
ka ny hiavaka,
nofinofy ange
misy sento re. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/faniriantsoa-razakamalala/mitia-mangina | MITIA MANGINA | Faniriantsoa RAZAKAMALALA | MITIA MANGINA
zakaiko amim-pitsikiana
ity foko misy fery
fa hotiaviko mangina
hokoboniko ho ahy irery
sahirana ny vavako
nefa aleo aloha iafiako
mba tsy hilaza ny fitiavako
aminao ry tena tiako
fa ato am-poko ihany
no itiavako anao
izaho tsy hilaza izany
amin'izao rehetra izao
aleoko mitia mangina
mba tsy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/asio-kely | ASIO KELY | Fredy Jaofera | ASIO KELY
Asio kely fitia
ny andry ifotorana
dia jereo, matokia
fa tsy hatahorana.
Asio kely lalao
'zay tigetra ironana
dia hamiratra ianao
ka tsy azo takonana.
Asio kely fijery
ny soa efa ananana
dia tsy mba ny fery
no mety ihavanana.
Asio kely tadidy
ny tsara nolalovana
dia mbola handidy
'reo fahatsia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/maloka | MALOKA | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | MALOKA!
maloka!
ireo aloka miserana
mana-mainty ny tontolo
toa mampitondra ny alahelo
hitety ny haba-manga
injany,
misaona ny natiora
maizina ny tany!
fa teto,
nisy vatana malia
natopatopan'onja
angamba!
very tany ho any
kanefa tany ho any,
efa nisy sasa-niandry
izay mba mety ho fiverenany
saingy,
ind... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra-aina/tsy-afaka | Tsy afaka | Ra-Aina | Inay anie aho mba ho afaka
Ny hamerina ireo fotoana ,ary koa ireo Ora
Ka ho nahay tsy nihambahamba, na koa ny goragora
Ka namoraka ilay fitiavana,toa tady tsy nety ho tapaka
Inay aho mba niteny, sy ny loa-bava
Fa tena tia anao, tsy niafina nazava
Saingy indrisy, nahoana re aho no nangina e?
Sa resin-tahotry ny t... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravonjison-herizo/ho-avy-ny-andro | Ho avy ny andro | Herizo Ravonjison Andrianitsiahy | Any ny andro hiverenako amin'ny lasa
Efa navalona ho tantara
Hikarohako ireo asa,
Izay nofaranako tsy tsara.
Any ny andro tsy maintsy
Hamerenako ireo trosako tsy nahy
Izay efa nohadinoiny tsy,
satry, nefa efa nanozonany ahy.
Any ny andro hiverenako amin'ny boky,
Izay nakatony an-ditra tamin'ny fanomezan-tsiny.... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/djio-zart/...ny-loza | ...NY LOZA... | Djio Z'art | NY LOZA
.Ny loza koafa ho avy tsy hay filifagna.
Ndraindraiky izy io manampoka tsy hay tany himboagna.
Efa trèha be ake zay vao antaigna igny taitra.
maheky maro ny vao raha satria tsy afaka nilèfa.
Misy koa anefa ny loza efa fantatra mialôha.
Anao agnaty torimaso igny kara misy raha mamôha.
Magnasa antaigna mba... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tham-tahirinavalona-haingotiana-annie-malicia/tsy-misy | TSY MISY | Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv) | Tsy misy. izay poety tsy manankolazaina anaty fahoriana
Fa tsangambato iray tsaroany foana foana, mandriatra ny fisiany
Iny sedra iny, dia
Nataony tononkalo, ahiditra diary, ireny rehetra ireny
Sady ankalazainy amin'ny endrika milanto, mampiasa sariteny
Dia voasoratra iny
Ny poety koa, no afaka manova ny fi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/taratasinny-fo | TARATASIN'NY FO | Fredy Jaofera | TARATASIN'NY FO
Ny taratasin'ny fo
dia azo vakina
eo amin'ny tarehy
rehefa tsapa fa to
sy mahavariana,
na tsy ho voafehy. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mizara | MIZARA | Fredy Jaofera | MIZARA
Mizara hafaliana
no Noely tiako
sy 'reo firariana
mbola itokiako.
Mizara fiderana
sarobidy etoana
mitory fanajana,
lavi-pisentoana.
Mizara vaovao
tojo fandresena,
sady izay natao
hisy famonjena.
Mizara finoana
misy antenaina
sy fanompoana
afa-mampiaina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/noelinny-fahagagana | NOELIN'NY FAHAGAGANA | Fredy Jaofera | NOELIN'NY FAHAGAGANA
Noelin'ny fahagagana
no hipongatra ho azy
rehefa feno hatsarana
ny saotra re ka fohazy.
Noelin'ny fahagagana
mitsinjo fadiranovana
mbola misy hafanana
tsara foana harovana.
Noelin'ny fahagagana
tsy manadino marary
fa miahy azy, mazàna,
ho sitrana sy lavorary.
Noelin'ny fahagagana
mba ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ilay-fanamby/akaiky-ny-fotoana | Akaiky ny fotoana | Ilay FANAMBY | Lasa ny fotoana
Lasa ny fotoana
Mitempo ny secondra,izay mandroso ho minitra,
Eny fotoana fohy kely sisa
mitambatra ireny minitra ka indro fa lasa orana
Hatreto de mbola ianao ihany no ifotorana,
Ny ora maromaro no manome andro,eny andro maro no lasa volana
Akaiky ny farany ka mbola enao rery ihany Ray ô no vaha... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/nisaraka-hono | NISARAKA HONO…! | RRAG | NISARAKA HONO…!
Feo teny an-tsena
no nandrenesako hoe:
‘Lay ianareo toy ny tsy ho faty
nisaraka ihany anie e!
Ka dia naniry teny
ny fanantenako hitia.
Nino teo ny foko,
f’isika hiara-dia!
Nisaraka hono ianareo
dia ianao nikiry handeha!
‘Ty foko akia jereo
fa mbola amoureux!
Tia ka koa maniry,
anao ho anja... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/zanaky-ny-ray | ZANAKY NY RAY | Fredy Jaofera | ZANAKY NY RAY
Mpaminany maro
no mbola nanambara
fa ho avy ilay Mesia
hatry ny ela ka hiaro
ny fizotran'ny tantara
mambomba ilay fitia.
Avy ao Betlehema
no hafatry ny anjely,
antsoina hoe : Jesoa ;
tsy manan-diadema
fa Mpanjakan'Israely
tsy manam-paharoa.
Hitondra fahazavana
fa dia zanaky ny Ray
ho ohatra... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravanondrazana/haintso | HAINTSO | Ravanondrazana | HAINTSO
Koa aoka aloha hazava,
Ry tiako (tsy tononona) !
Izaho, tsy toy ny olona
Mpanao savony vava :
Mampanantena volana
Sy zavatra rehetra.
Tsy adala mpanonofy
Tahak’ireo poeta izay tia mitetateta.
Mandoka be fahatany
Amin’irony teny mamy
Avo lenta, mahafanina
No sarotra hotakarina.
Mihevi-tena ho marina... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-ny-lasa-intsony | TSY NY LASA INTSONY | Fredy Jaofera | TSY NY LASA INTSONY
Tsy ny lasa intsony
no mbola eritreritra
fa ny hamafa irony
fosa nampandefitra.
Tsy ny lasa intsony
no tehirizina hatraty
fa nampahory fony
kamboty mafy ery !
Tsy ny lasa intsony
no averimberina eto
fa 'reo andro mitony
feno vazo ka raketo.
Tsy ny lasa intsony
no tiako hitarika ahy
fa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-vorona | NY VORONA | Fredy Jaofera | NY VORONA
Ny vorona, hono,
dia lasa miafina
rehefa ho faty ;
angamba mifono
rehefa tarafina
jiro ao anaty ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ilay-fanamby/fitiavana | Fitiavana | Ilay FANAMBY | Indro ny fo fa mientana ery Mangovitra hihaona aminao
-ela tsy tony ka mienta-kafaliana,
Nangovim-pahakiviana
Ilay fo ao anaty,miandry anao foana
Angamba na ho tsara na ho ratsy de iriko mba hanoloana
Ilay fitia nifamatotra,mbola Mitoetra ka na voarara na tsia de tsy mba hanam-petra,
Fa tiko loatra raha ianao
Sa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ao-betlehema | AO BETLEHEMA | Fredy Jaofera | AO BETLEHEMA
Misaotra ny Avo
fa mifoha ny Mesia ;
ny Magy miravo
fa lehibe 'lay mba tia.
Misaotra ny tany
fa Tompo mpandresy
mendrika hatrany,
mahazo dera misesy.
Misaotra ny ora
fa Mpamonjy tiana
no tonga mora
ka maneho fitahiana...
Any Jerosalema,
misy hoby tanteraka
fa ao Betlehema,
Mpanjaka no terak... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fanomezana | FANOMEZANA | Fredy Jaofera | FANOMEZANA
Ny tena fanomezana
dia ny tsotra indrindra
tsy amin'ny Noely ihany
fa mandavantaona koa
no hafatra amehezana
izao lamina sy rindra
mahasambatra ny tany
ka aza hadinoina moa. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/love-akia-ny-fo-a | "LOVE" AKIA NY FO A! | RRAG | "LOVE" AKIA NY FO A!
Vita tefy am-poko
havatsa tsy hay fafana!
‘Lay andro niantsoako
ny anaranao malala!
Resinao, ‘ty fo adaladala,
namaka tsy te hiala!
"Love" akia ny fo a!
Babo potipotika!
Tena tia tokoa
ka hita ho rotidrotika!
Niezaka nizara,
saingy toa nolavina!
Nanantena anjara,
ho tiana sy ho tiavin... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/vato-mikitoantoana | VATO MIKITOANTOANA… | RRAG | VATO MIKITOANTOANA…
tokan-tsy mety hadino!
Toy ny vao omaly, ‘lay dinga-nolalovana,
toa zary tsy mampino!
Tsy mandainga ny eritreritro e! Fa endrikendri-jazakely,
ity tinazako am-pitaratra!
Tsy taraina akory ny ahy, fa topimaso mba nijery,
irony tsiky nitinaratra!
Saingy efa tsy hita intsony!
Tamin’ireny izao ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-krismasim-pitiaavana | NY KRISMASIM-PITIAVANA | Fredy Jaofera | NY KRISMASIM-PITIAVANA
Ny krismasim-pitiavana
dia mitondra hazavana
manambatra ny havana
ho fety misy hafanana.
Ny krismasim-pitiavana
dia mbola be tononkalo
manjohy fankatoavana
ka henoy izay mandalo.
Ny krismasim-pitiavana
dia fanomezana lafatra
azo ambara ho goavana
mbola ikoizana fatratra.
Ny krismasim... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/inoako | INOAKO | Fredy Jaofera | INOAKO
Inoako ny fahagagana
rehefa ny fo no sokafana
hidiran'ny nofy tadiavina ;
tsy ampy ny fahalalana,
ny teny tiana horarafana
ny misy fa tsy azo lavina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-misy-dikany | TSY MISY DIKANY | Fredy Jaofera | TSY MISY DIKANY
Tsy misy dikany ny fahombiazana
rehefa tsy misy olona hizarana azy,
ny tany mamokatra toy ny ngazana,
ny fotoana rehetra mila hanasazy !
Tsy misy dikany ny fahasambarana
rehefa tsy misy olona hizarana azy,
fiainana fotsiny no manarangarana
fa toy ny raozy mbola anaty vazy.
Tsy misy dikany ny ho... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/tsy-nihomana | TSY NIHOMANA... | RRAG | TSY NIHOMANA...
Ankodimiran'ny fanantenana
misy maso mikipy tsy hihiratra intsony!
Ivohon'ny endri-tsy fahalalana
ny fanararaotana no nitsiry namony!
Any am-pasa-mangina tsy misy mpandre
mitoetra tsy satry ny vata-nolavoana!
Nosetrasetraina im-be dia be
nolefonina ivoho dia injay novonoina!
Misangy mafy ny fia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/djio-zart/koa-mbla-velognagna | KOA MBÖLA VELOGN'AIGNA | Djio Z'art | KOA MBOLA VELOGN’AIGNA
Koa mbôla velogn’aigna,
hizarao fitiavagna ny namagna sy havagna fa tsy hay ny amaraigna.
Misy ôlo hita niany salama tsara tsy marary nefa amaraigna niala aigna.
Satria tapitra nenanjy, vita ny teto ka tsimaintsy niala.
Niala agnatin’zegny misy dila tampoka fa tsy mba nagnambara.
Koa mbôla ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fotoana-very | FOTOANA VERY | Fredy Jaofera | FOTOANA VERY
Fotoana very
ny nandeha tany
ka rako-pery
sy tonga tomany.
Fotoana very
ny nangata-pitia
ka lany hery
fa tsy tsara dia.
Fotoana very
ny nitsotra vina
ka naneritery
an'ireo fifaliana.
Fotoana very
ny nitady solony,
saika namery
fa eson'ny molony. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/nivoly-sanatria | NIVOLY SANATRIA... | RRAG | NIVOLY SANATRIA...
Vinesaran'alahelo,
sy embo-mihelohelo,
mavesatra tsy zaka,
mamery sy mandratra,
ny fo mifankatia,
naniry ny ho doria.
Kinanjo, 'lay vina hiara-dia,
nivoly sanatria,
ka 'lay mandrapihaona indray,
no zary, veloma mandrakizay....! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/inona-lava- | INONA LAVA ? | Fredy Jaofera | INONA LAVA ?
Inona lava
'ty mamelively ?
Jereo ny tava
fa tsy toy ny anjely.
Inona lava
'ty manambany ?
Maro ny rava
ka andosirako any.
Inona lava
'ty manesoeso ?
Tsy mazava
ka ny vita, refeso !
Inona lava
'ty tsy mamoha ?
Ireny no vava
ka tsy hahita soa. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/djio-zart/aoka-izay | "AOKA IZAY" | Djio Z'art | "AOKA IZAY..."
Moa va tsy mba finaritra ny masonao mijery
An'ireto zava-boahary izay kanto na tsy miteny?
fa manana ny hatsarany izay voajanahary.
ohatra anao ihany ireo, raha simbaina dia marary.
Nomena fahefana hikolokolo ianao
Fa tsy nomena halalana hanao azy tahak'izao.
Nefa dia masahy, tsy misy fihambahamba... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fanomezantsoa-lcv/valim-bavaka | Valim-bavaka | Fanomezantsoa Lcv | Taona maro no nitolona
Nandoalika nivavaka
Nangatahiko ilay olona
Tena tsara sady miavaka
Nitalaho tsisy otr'izany
Fa te hanana ny soa
Niangavingavy, nitomany
Fa maniry ny hiara-droa
Dia niandry, nanantena
Natao ambony ny finoana
Nianatra nanetritena
N'inon'inona midona
Fa taty aoriana kosa
Hendre zany haf... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/hanati-boninkazo | HANATI-BONINKAZO | Fredy Jaofera | HANATI-BONINKAZO
Hanati-boninkazo
no ahatongavako eto am-pasana
fa krismasy ny fotoana ;
ahy inty mahazo,
tsy ho tsapanao izay efa lasana
raha migogogogo foana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/vola | VOLA...! | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | VOLA ...!
raha zavatra vitan'ny tanana,
hiforeto fa'aza hitsanganana
ikipio fa sao hanenenana
ary ataovy ho fafinaretana
ny asa izay tanterahana
ary izao no tsy azonao lavina
ny vola tsy maintsy tadiavina
ny vola no iri-maha-ory
kisendrasendra nofisi-matory
kisendrasendra no tonga eo an-tanana
ny vola izay t... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-maty-manota | TSY MATY MANOTA | Fredy Jaofera | TSY MATY MANOTA
Tsy maty manota
ka sahiran-tsaina ;
tohizo ny ho bota
fa misy antenaina.
Tsy maty manota
ka tonga manahy
fa ny lasa tsy rota
matoa tsy voatahy.
Tsy maty manota
ka mijaly ny tany
fa be 'reo sotasota
mandreraka izany.
Tsy maty manota
ka toa mivaralila ;
itsoahako fa hota
raha mba tsy mila. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zay-lafatra/fitia | FITIA | Zay LAFATRA | Téo anivo-dobo,
Ilay felam-boahirana.
Na bondronono na habobo,
Dia tojo raha manahirana.
Ireo sahona madinika.
Miventsoventso aokizany.
Ny tatamo Toa masiaka,
Miantsoantso mitomany.
Anefa indrisy rè ry orana,
Dia nilaozanao mantsy.
Ny velona no fozaorana.
Drakidraky razanantsy.
Raha oviana Indray angamba,
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/noely-avy-aminny-fo | NOELY AVY AMIN'NY FO | Fredy Jaofera | NOELY AVY AMIN'NY FO
Noely avy amin'ny fo,
mamiratra hasambarana ;
noely mahay mamoha
haravoana azo ianarana.
Noely avy amin'ny fo,
mampiray fianakaviana ;
noely mety ka manoa
'reo lazaina ho fitoniana.
Noely avy amin'ny fo,
mahafinaritra aok'izany ;
noely feno foana voa
hipoirana hoby hatrany.
Noely avy a... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zay-lafatra/voninkazo | VONINKAZO | Zay LAFATRA | Voninkazo namboleko teo an-jaridaina,
Namelana nipelatra rehefa tonga ny maraina.
Ravo ery ny masoko raha nahatazana azy,
Miaraka amin'ny tany ao anaty vazy.
Sambatra ny foko tretrika ny saiko,
ka nibitaka ery,eny hatramin'ny aiko!
Ny lokonao matsy ry voninkazo lisy,
Dia loko akafiziko,eny tena misy.
Voninkazok... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-fitianny-fahatanorana | NY FITIAN'NY FAHATANORANA | Fredy Jaofera | NY FITIAN'NY FAHATANORANA
Ny fitian'ny fahatanorana,
mahalasa eritreritra indray
fa miranga tsy isalasalana
vao nihaona ka nifandray.
Ny fitian'ny fahatanorana
dia mamoha fota-mandry
ny lasa toa sarotra ialana
raha nikasa aho hiandry.
Ny fitian'ny fahatanorana
dia mampanahy vetivety
sao tsy miaina hazavana
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/marary-ny-mitia | MARARY NY MITIA | Fredy Jaofera | MARARY NY MITIA
Marary ny mitia
rehefa tsy hay izany,
ny hoe : mitomania
no lasa avy hatrany.
Marary ny mitia
rehefa mba maratra
tsy mitaky mitsikia
ka mafy ny mihatra.
Marary ny mitia
rehefa tsy azo lava,
tsy mitory matoria
ka maloka ny tava.
Marary ny mitia
rehefa tao ny fitaka,
tsy niteny matokia
ka ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/aminny-krismasy | AMIN'NY KRISMASY | Fredy Jaofera | AMIN'NY KRISMASY
Amin'ny krismasy
dia ianao ombieny
no tiako hananana
tsy hangasihasy
ny tena rehefa eny
fa misy iadanana.
Amin'ny krismasy
dia Kristy hatrany
no sarobidy amiko ;
jereo ka voahasy
ny mahazo ny tany
fa dera mamiko.
Amin'ny krismasy
dia sento mangina
no miseho vetivety
fa tsapa ho masy
in... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zay-lafatra/lazao-raha-tsy-tia | LAZAO RAHA TSY TIA | Zay LAFATRA | Nofy sisa nitohetra tao an-tsaina,
iharany raha alina,mamisavisa ny maraina.
Ny dikan-dreo nofy mahaliana fanahy,
Mamahavaha ny antony fa naninona ianao no sahy?
No nanao tohizao ny fitiavako nafonja,
Niatsapy taminao,tao anatiko nanonja.
Dia inona no tsiampy,inona no lany?
Amin'izany endrikao maloka hatrany.
N... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/harivariva-aty-andafy | HARIVARIVA ATY ANDAFY | Fredy Jaofera | HARIVARIVA ATY ANDAFY
Harivariva aty andafy,
manembonembona any ;
alahelo no inty manafy
ny orako ho be tomany.
Harivariva aty andafy
ka manimanina eto izao ;
rivodrivotra inty mifafy,
sentosento tsy mandao !
Harivariva aty andafy
ka irery toa mpivahiny ;
ao tokoa ny nampihafy
tadidy lava ankehitriny.
Hari... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tompotompoina | TOMPOTOMPOINA | Fredy Jaofera | TOMPOTOMPOINA
Tompotompoina
ny mpanankarena,
hay kolokoloina
fa manan-komena.
Tompotompoina
'reo mpanam-bola,
hay kalokaloina
fa mahabe doladola.
Tompotompoina
ny manan-toerana,
hay safosafoina
fa toa fanaperana.
Tompotompoina
ny sakaiza marina,
tsy mety lotoina
sao ho feno harina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ainampaniry-anjara-nivo/hay-ny-fitia | HAY NY FITIA | AnjaraNivo | HAY NY FITIA
Tsy laitran'ny foko ny manina anao
Eny hatrizao tsy mitony ao anaty
Mila ho fatin'ny embona loatra
Fa tsy afa-manoatra satria lavi-tiana.
Hay ny fitia koa fangirifiriana.
Rehefa ny tiana no tsy eo anoloana
Tsy misy fotoana tsy mba hisentoana
Na andro na ora na aiza na aiza
Dia tsy afa-makaiza fa l... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zay-lafatra/fo-miara-miofo | FO MIARA-MIOFO | Zay LAFATRA | Fa ho fo miara-miofo
Ho fitiavana mafonja
Hoetitsika indray milofo
Dia haharitra manonja
Hatrany an-dranomasina any
Hatreny an-danitra eny
Dia ho feno sesilany
Ny fitiavatsika ireny
Izay fitia feno hanja
Mivolom-bolo volamena
madihy,mifaly havanja
ao am-po raha jerena
ka hiofo ilay fitia
Hiofo tsara,mendri... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/manan-danja | MANAN-DANJA | Fredy Jaofera | MANAN-DANJA
Ny olona manan-danja
dia tsy ny olona be vola
fa izay be soatoavina,
na dia mihanjahanja
'reo harena mampidola
tsapa ho tsy azo lavina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ainampaniry-anjara-nivo/rehefa-tsy-anjara | REHEFA TSY ANJARA | AnjaraNivo | REHEFA TSY ANJARA
Na manja toy inona ny endri-tantara,
Na efa mpivady nandritra ny taona;
Ny olona tiana rehefa tsy anjara
Tsy maintsy isarahana ho azy eny foana.
Ka aza mba mino ny toky fitia
Dia aza malemin'ny voady fanao
Fa mahafaty tampoka ireny satria
"Ny tiana tsy anjara" tsy maintsy mandao.
Tsy maniry l... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zay-lafatra/nanambady-i-rindra | NANAMBADY I RINDRA | Zay LAFATRA | Fialatsasatra moa ny andro dia iny izaho no lasa,
hiakatra hanao "vacance" any Ambatodrazaka.
Ny tena diako matsy dia hamonjy ilay malalako,
satria tany mantsy no nivakisan'ilay fitiavako.
Tonga tany anefa aho afaka ora maromaro!
Teo amin'ny toeram-pitaterana ka nitamberina ireo tsiaro,
satria teto no nisarahanay... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tentenana | TENTENANA | Fredy Jaofera | TENTENANA
Tentenana hafanana
ny ora mangatsiaka
vao soa hahatamana
ny toeran-tiantsika.
Tentenana hafaliana
ny fotoana iarahana
vao tsy ho fanahiana
no hanjary hibahana.
Tentenana hirahira
'zay diavina rehetra
vao hahita sovenira
tsy hiala fa hitoetra.
Tentenana fitiavana
hisy fahasambarana,
hivatsy fah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/misy-tsy-misy | MISY TSY MISY…! | RRAG | MISY TSY MISY…!
Fahafahana hono no niadian’aina,
fa mbola tsy azo hatramin’izao!
Toa hoe fitiavana ‘lay nampitaraina,
ka dia nampanao ny tsy fanao!
Nisy ihany anefa ny saina nandinika,
fa indrisy voafetran’ny fientanam-po!
Ny feon’ny fieritreretana koa mba nibitsika,
saingy eo ihany ‘lay hamafisan-doha!
Misy f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/izaho-ilay-poeta | IZAHO ILAY POETA | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | IZAHO ILAY POETA!
Izaho ilay poeta,
ilay poeta vaovao
tsy dia fantatr'olona
kanefa namanao
rehefa injany misy tolona
izaho ilay poeta,
poeta vao mba sambany
nanandrana ny peniko
ilay mpandeha anjambany
amin'ny zavatra teneniko
izaho ilay poeta,
poeta te-hanandratra,
ny teny malagasiko
poeta te-ho sambatra... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/lasa-ny-vorona | LASA NY VORONA | Fredy Jaofera | LASA NY VORONA
Lasa ny vorona ka mihenahena
fa tsy nikarakara hatramin'izay ;
izao no mihatra fa tsy nojerena
taona maro raha tsy mifandray.
Lasa ny vorona ka migogogogo
fa azon'ny nenina irery mangina ;
ny volo aza moa zara fa mihogo
mikorontana lava tsy dia niniana.
Lasa ny vorona ka mihanahana
fa tsy nahaz... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/very-lanja | VERY LANJA | Fredy Jaofera | VERY LANJA
Very lanja ny dera
eny amin'ny mpomba
ka mba mihevera
fa tsy izao no fomba.
Very lanja ny toky
ao amin'ity vahoaka
ka injao mamoky
lainga vao mivoaka.
Very lanja ny vola
tsaroana tsy hita isa
kanefa dia midola,
na be mihinan-tsisa.
Very lanja ny tany,
tonga gisitra mihitsy
nefa miebo ihany
fa... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.