url stringlengths 43 292 | title stringlengths 0 91 | author stringlengths 0 50 | content stringlengths 31 62.1k |
|---|---|---|---|
https://vetso.serasera.org/tononkalo/djio-zart/tsara-sra-fa | Tsara sôra fa... | Djio Z'art | TSARA SÖRA FA...
Maro mpagniry anô igny
maro mpitsiriritra
nefa agnatin'zegny ny mba nangala antragno tsy mety hita
tsy sôranao ratsy
na vatagna aza mampidagnaka
zay mahita anô dia taraiky nefa tsy mety nisy mbô naka
fa nagnino'''?
Mandeha ny fagnontaniagna
tsy resaka haratsiagna fa avy amin'ny halifahagna
za... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/djio-zart/koa-hivolan-draha | "KOA HIVOLAN-DRAHA..." | Djio Z'art | ''KOA HIVOLAN-DRAHA..."
ozinao hoeee...:
Za io te hivôlagna raha maro be...
kanefa sao halan'ny sasany avake.
ka aleoko afodiko foagna ny vavako
fa tsy tiako le atao hoe mikapokapoko.
Dia karan'ity ny hamaliako ananjy:
Ny marigna jiaby ony tsy mbô filaza
fa fidifidigna ny aboakan'ny vava.
kanefa ndraiky izy ko... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/hoy | HOY | Fredy Jaofera | HOY
Hoy ny andro lasa :
« Hadinoy tanteraka aho
raha misy tetik'asa
hitondra ny aim-baovao. »
Hoy ny ratra maro :
« Poteho tanteraka aho
ho lavitry ny tsiaro
amin'izay rehetra atao. »
Hoy 'reo ranomaso :
« Fadio tanteraka aho
raha mila torimaso
hampitony lava izao. »
Hoy ny sedra mafy :
« Ekeo tanteraka a... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tadiavina | TADIAVINA | Fredy Jaofera | TADIAVINA
Izay no vita
rehefa niasa
fa tsy notiavina ;
teo tsy hita
fa nony lasa
vao tadiavina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/djio-zart/kamboty-taizan-dalagna | KAMBOTY TAIZAN-DALAGNA | Djio Z'art | KAMBOTY TAIZAN-DALAGNA
Tsy bodofotsy hirakofagna,
tsy afo hely hamindroagna
tsy tragno mba hialofagna,
hangalagna hafanagna arô dia tsisy, mafy raha mahazo.
Sazin-Jagnahary
sa efa hozogna mipetraka
firakotra tsizarizary,
rirignina tanteraka... mangirifiry, matin'ny hatsiaka.
midaboroko mipetraka
egny amoron-d... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/halavirana | HALAVIRANA | Fredy Jaofera | HALAVIRANA
'Zao no halavirana
nodiavina isan'andro
ka tsy dia nangirana
ny ora izay nitandro.
'Zao no halavirana
nahakivy teny foana
tsy afa-nandosirana
fa tena nahamoana.
'Zao no halavirina
notaritin'ny finiavana
tsy maintsy nifikirana
fa voan'ny fitadiavana.
'Zao no halavirana
nandreraka ny vatana
ka m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/rehefa-matin-kambo | REHEFA MATIN-KAMBO | Fredy Jaofera | REHEFA MATIN-KAMBO
Rehefa matin-kambo
fa eny am-bovonana,
hilentika iny sambo
no sary azo ironana.
Rehefa matin-kambo
fa mamin'ny vahoaka,
tsy hay izay antambo
ka mety hampitsoaka.
Rehefa matin-kambo
fa mandroso ny tany,
tsy mba tonga rambo
raha nijery ambany.
Rehefa matin-kambo
fa tontosa ny tanjona,
ts... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/niova-ny-tontolo | niova ny tontolo | Ranoala | Dia indrisy
ry tapa-tsosisy
tsy ampy halava ianao
nefa be mpitsiriritra
mandoro ity ny hanohanana
nefa mbola be lava-tanana
tsy mba ampy hifanam-pahana
indrisy fa hifandrombahana
hataoko teli-moka ngamba
sao ho tonga eo ny mamba
asa any aoriana
raha mba hisy fiverenana
fa dia niova ny tontolo
zaho matilolo |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-ataoko-sakana | TSY ATAOKO SAKANA | Fredy Jaofera | TSY ATAOKO SAKANA
Tsy ataoko sakana
ny hizotra ho any,
na nikasa niakana
nanambara izany.
Tsy ataoko sakana,
na misy halavirana
fa mitondra vakana
mba tsy hifandirana.
Tsy ataoko sakana,
na oram-batravatra
sy ahitana kankana
'zay lala-mahazatra.
Tsy ataoko sakana
fa terem-pitiavana,
na tsy misy lakana
h... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/inona-ary-ity | INONA ARY ITY! | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | INONA NO ARY ITY!
eto misy ray!
ary misy reny,
hajaina sy ankatoavina
ary omena voninahitra
kanefa indraindray
raha misy mba miteny
dia raràna sady lavina
no tsy ekena ho mpanohitra
eto misy olo-manga
eto misy loholona
eto misy olo-masina
tena manana ny lanjany
ka raha misy raha-mitranga
izay mampahory ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/ny-fiantombohanny-farany | NY FIANTOMBOHAN’NY FARANY…! | RRAG | NY FIANTOMBOHAN’NY FARANY…!
Hafahafa i Neny, fotsy sady hatratra…
Ny hatsembohana koa toa, tsy mety mba mitsahatra.
Kina ny tena, mangetaheta lava,
saingy na misotro rano aza, maina ny ati-vava!
Ny vava tsy mahasokatra, ny aina miahy kely…
Ny maso tsy misokatra, na dia hangala-pijery…
Ny hery tsy aman’aina, ny f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/indray-andro-izay | INDRAY ANDRO IZAY | Fredy Jaofera | INDRAY ANDRO IZAY
Indray andro izay,
babo anao ny foko
fa izao mangaihay
sy zary be toloko.
Indray andro izay,
nisy ny amintsika
fa izao ity mivay
dia tantara nipika.
Indray andro izay,
nisy ny fitiavana
fa izao ity voaray,
alahelo goavana.
Indray andro izay,
mamy ny niaraka
fa izao dia tsy hay
rehefa t... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/revo | REVO | Fredy Jaofera | REVO
Revo nahazo toerana
ka tretrika ao an-dapa,
vazo tsy hay noferana
nefa ny olona mirapa.
Revo nahazo toerana
ka matin-kambo lava
tsy misy fahataperana
no sady izay nandrava.
Revo nahazo toerana
ka mihemotra ny tany ;
'reo mijaly be fitserana,
mitombo foana hatrany.
Revo nahazo toerana
ka tsy olona sah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/djio-zart/ilay-volana-baliaka | ILAY VOLANA BALIAKA | Djio Z'art | "ILAY VOLANA BALIAKA"
Ilay volana tomaratra
izay teny an'habakabaka
Nosimbain'ny oram-baratra
Dia ilay fitiavana nisaraka
mba saika hibaliaka
ilay tara-pahazavany
rava anefa ka tsy hita
fa oram-be no niafarany
ka heritreritra sy nofy
anefa sisa no tavela
ilay volana baribary fotsy
tsara fa tsy naharitr'ela
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-nahasehaka | TSY NAHASEHAKA | Fredy Jaofera | TSY NAHASEHAKA
Tsy nahasehaka
ny fametsifetsena
matoa nisanehaka
sy dia novonjena.
Tsy nahasehaka
'reo noeritreretina
matoa re nirehaka,
na teo ity aretina.
Tsy nahasehaka
ny paik'ady maro
nilaina ho kehaka
vao nitady kiraro.
Tsy nahasehaka
ny namana tiana
ka mody tehaka
no amiliviliana ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-hazoko | NY HAZOKO | Fredy Jaofera | NY HAZOKO
Ny hazoko
dia nekena
fa goavana
vao azoko
fa harena
ny fitiavana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mhjb/faniriana | FANIRIANA | Hajanirina Mahavaly | Faniriako ny hiaraka aminao ry Tompo tia
Hamakivaky ny lalan-tsarotra voasoritra etÿ
Ka na aiza no aleha , Ianao hitantana ny dia
Tsy hanan-tahotra aho satria miaraka aminao Kristy
Hiaraka Aminao aho na sarotra ny làlana hombana
Na misedra ady mafy sy mandalo fitsapana
Tsy ho kivy sanatria ,na hitanondrika ny loh... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/noho-ny-faahantrana | NOHO NY FAHANTRANA | Fredy Jaofera | NOHO NY FAHANTRANA
Noho ny fahantrana,
mijaly ery ny olona
ka mitaky fanovana
matoa re mitolona !
Noho ny fahantrana,
mitombo ny halatra
fa izay no fanjakana
misy tsy mitsahatra.
Noho ny fahantrana,
zara raha mihinana
ny maro ka mazàna,
resy am-panginana.
Noho ny fahantrana,
ketraka ny mponina,
sedra tsy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ainampaniry-anjara-nivo/ny-fo | NY FO | AnjaraNivo | NY FO
Ny fo raha nilaozana marary ihany
Kanefa na izany tsy vaky tsy akory
Mahaiza mitony fa ny olo-nandao
Tsy anatin'ny lisitry ny anjaranao.
Ny fo raha voadona mivonto ao anaty
Kanefa tsy maty f'hatrakao ny loha
Fafazo ny voa ho an'ny fon'olon-kafa
Dia aza manjono ny fo efa lasa.
Ny fo raha nolavin'izay nian... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/na-tsy-fantatro-aza | NA TSY FANTATRO AZA | Fredy Jaofera | NA TSY FANTATRO AZA
Na tsy fantatro aza
'zay anarana, ry tiako,
dia inty aho milaza
fa ianao no faniriako.
Na tsy fantatro aza
'zay mombamomba re
dia ianao no sahaza
hampiadana ahy ange.
Na tsy fantatro aza
'rony adiresy itoerana
dia saika ny hihaza
matoa mba miserana.
Na tsy fantatro aza
'zay mbola ao am... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hery-rakotoarijaona/izany-no-mitia- | IZANY NO MITIA ? | Hery RAKOTOARIJAONA | IZANY NO MITIA ?
Fa io fitiavana io
No hozatra mpanetsika ny fo hilantolanto
Fa io fitiavana io
No retsika mpanetsika ny saina tia kanto…
…hitarika fisiana
Tsy tsapanao mivantana,
Nefa mahaliana
Irina hifampitantana.
Fa betsaka ny ratra
Ho azonao tsy satry, zakaina samirery
Ny fiaina-mahazatra
Hanjary very ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lee-andrianalaina/fery-tsy-nikatona | Fery tsy nikatona | Lee Andrianalaina | Fery tsy nikatona
Herisetra angamba
Sa tena fitiavana
Nanantonana nahajamba
Potehina tsy rava
Hakanton'ny fitia...
Sa hetraketra hatrizay
No nampisampana ny dia
Nahatonga sento iray
Tena fitiavana angamba
Nefa ahitana ratram-po
Sa toe-tsaina vangavanga
Nampanjavona ny soa..
Fitiavana sa fankahalana
Izy ir... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nosy-malala/tsy-ampy-sira | Tsy ampy sira | Nosy Malala | Tsy ampy sira,
Nifoha maraina ramatoa,
Namonjy tsena nividy akoho.
Rehefa niverina avy tany,
Dia namolo avy hatrany.
Novonjena koa ny ankizy,
I Lita midongy sy be kirizy.
Fara kosa toa mafampana,
Ka naleo nijanona teo antanana.
Voavolo ny akoho dia nandrahoana,
Avy eo indray, nanoto vary amin'ny laona.
Namaf... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/rehefa-hita | REHEFA HITA... | Fredy Jaofera | REHEFA HITA...
Rehefa hita taratra
ny jirom-pandrosoana
dia tonga hiraratra
ito tany tsy hosoloana.
Rehefa hita soritra
ny lalam-panavaozana
dia tsy hamoritra
ny lasa fa hay ilaozana.
Rehefa hita marina
ny andrim-panarenana
dia indro fa hiarina
feno nofim-panorenana.
Rehefa hita miseho
ny tokim-pisandrata... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/olana | OLANA | Fredy Jaofera | OLANA
Olana ny rano
ka ory ny maro ;
izao no angano
misy ka fantaro.
Olana ny jiro
ka kivy loatra ;
mba ampidiro
fa te hivoatra.
Olana ny vary
ka rera-batana
fa tsy manjary
ny mpitantana.
Olana ny asa
ka tsy mifaly ;
ovay ito rasa
fa dia mijaly. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nosy-malala/sahia-miteny | SAHIA MITENY | Nosy Malala | SAHIA MITENY,
Feno fanaintainana fa misafidy ny mangina,
Matahotra ny masony, tena mahavariana.
Miafiafy eo, manaiky ombieny ombieny.
Satria fony kely, tsy nampianarina"niteny" .
Dia ampianariny anao, ny fahaizana mitia,
Nefa ao anatiny ao, mihatsara velatsihy.
Dominy amin'ny kely, hazoniny eny ihany,
Ny tanjon... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nofy2/ilay-tovovavy | ILAY TOVOVAVY | Nofy2 | io ilay tovovavy
voafitaka sahady
nandao ilay nantenaina
fa hoe mitondra aina
fianarana tsy vita
satria nitondra kitra
miady samy irery
tsy misy mba mijery
nanondro molotra avy
izay rehetra mahita azy
ny havana aman-tsakaiza
nilaza azy ho ratsy taiza
i dada sy i neny
tsy nisy nahateny
ry zoky sy ry zandry... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nosy-malala/namana-taloha | Namana taloha | Nosy Malala | Namana taloha,
Any ve inareo, ry namana fahizay,
Mahatadidy ve sa efa nanadino anay ?
Tanteraka ve ny nofinofy faha zaza,
Aiza izao no miasa, firy izao ny zaza ?
Ry mpifanolobodirindrina, aiza ngaha izao ?
Nizara manta sy ny masaka, toy ny, tsy hifandao.
Niara nilalao, nifanatsafa, namana tokoa,
Tsy adino fa ts... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-tonga-aminizao | TSY TONGA AMIN'IZAO | Fredy Jaofera | TSY TONGA AMIN'IZAO
Tsy tonga amin'izao
ny fiainam-pirenena
raha nanaja fanekena
feno rindra ka zakao.
Tsy tonga amin'izao
ny fahantrana lalina
raha tazan-ko malina
amin'ny asa ka ialao.
Tsy tonga amin'izao
ny fijaliam-bahoaka
raha nahatafavoaka
ny hetaheta ka ovao.
Tsy tonga amin'izao
ny fihemorana tokoa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tehirizo-tsara | TEHIRIZO TSARA | Fredy Jaofera | TEHIRIZO TSARA
Tehirizo tsara
ny fitiavanao ahy,
na dia voarara
fa tsy mosalahy !
Tehirizo tsara
fa marina foana,
na dia niafara
ho sento moana.
Tehirizo tsara
fa velona hatrany
mivoy tantara
tsy nisy toy izany.
Tehirizo tsara
fa antsika ho doria,
hoy ny anjara
ka mihirà, mitsikia ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/matoanteny-mpifanao | MATOANTENY MPIFANAO | Fredy Jaofera | MATOANTENY MPIFANAO
Matoanteny mpifanao
toy ny hoe : mifankatia
no mamintsika ka andao
hifampitantana ho doria.
Matoanteny mpifanao
toy ny hoe : mifanohana
no efa navoitra tao ho ao
sy mbola eto ifantohana.
Matoanteny mpifanao
toy ny hoe : mifanadala
no maharavo ka anjakao
ny foko kely tsy te hiala.
Matoan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/toy-ny-fitaratra | TOY NY FITARATRA | Fredy Jaofera | TOY NY FITARATRA
Ny fiainana toy ny fitaratra
raha itsikiana, miverina aminao,
tadidio etoana rehefa hanakatra
ny marina ery manomboka izao.
Ny fiainana toy ny fitaratra
ra' itomaniana, miverina aminao,
tsy hisy farany 'reo oram-baratra
fa mainka hamonto irony raorao.
Ny fiainana, toy ny fitaratra
raha itiava... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mhjb/miantso-anao-ny-tompo | MIANTSO ANAO NY TOMPO | Hajanirina Mahavaly | Ry sakaiza tsara , miantso anao ny Tompo
Hanolotra ny tenanao mba ho mpanompo
Malalaka ny saha izay tsy mbola voasa
Miandry anao hamafy sy hanomboka ny asa
Miantso anao ny Tompo mba hamafy voa tsara
Ho amin'izao tontolo izao hitory Filazantsara
Mitsangàna,mandehana f'aza be fangatak'andro
Dieny mbola maraina ka ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-sitranny-taona | TSY SITRAN'NY TAONA | Fredy Jaofera | TSY SITRAN'NY TAONA
Tsy sitran'ny taona
ny jalin'ny lasa
ka mbola mitaona
sy mila hanasa.
Tsy sitran'ny taona
ny ferin'ny teny
ka toa te hisaona
rehefa ory eny.
Tsy sitran'ny taona
ny ratran'ny fo
ka nikasa nihaona
vao nisy nanjo.
Tsy sitran'ny taona
ny eson'ny tany
fa tsy nampivaona
ny lalako izany. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/maz-ramana/ho-anareo | HO ANAREO | MAZ RAMANA | Na rahoviana na rahoviana,
Mbola ho avy, eny hono,
Hoy ny feon'ny fo mitia!
Ilay valin-tonombavaka mangina,
...isaky ny mahatsiaro anao satria..
Lasa tampoka izy,
Tsy nanao veloma anao,
Resy ka...hanarak'onjam-piainana!
Izay fonja miandry azy any hono...
Aoka fa hefainy!
...raha izay no ahasambatra anao.
Ila... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/iaraha-mahalala | IARAHA-MAHALALA | Fredy Jaofera | IARAHA-MAHALALA
Iaraha-mahalala
ny fahasahiranana
'zay toa manadala
ka tsy ifanolanana.
Iaraha-mahalala
ny efa fihemorana
tsy vonon-kandala
ny tsara hifotorana.
Iaraha-mahalala
ny hany fahoriana
mandoro 'rony ala
ka tsy be fitahiana.
Iaraha-mahalala
ny fandrebirebena
mahay mankahala
rehefa tsy ekena ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mitaraina-aminny-taniny | MITARAINA AMIN'NY TANINY | Fredy Jaofera | MITARAINA AMIN'NY TANINY
Mitaraina amin'ny taniny
ny Malagasy, miala tsiny,
fa mba zavatra tsy laniny
ny fahoriany ankehitriny.
Mitaraina amin'ny taniny
fa miaina fahasahiranana,
ravaravana itony akaniny
tsy higoka 'zay fiadanana.
Mitaraina amin'ny taniny
fa ny zavatra midangana
ka ketraka etsy an-daniny
no... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/sambatra-hono | SAMBATRA HONO… | RRAG | SAMBATRA HONO…
Toa hoe sambatra hono ianao, ka nampidera azy...
Dia indro nosokiriny, tan-tananao nindramina...
Ny rehetra koa, samy te ho sambatra avy.
Te hakahaka tsirony, maminy amin'ny alina... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/aiza-lay-tsiky | AIZA 'LAY TSIKY? | RRAG | AIZA 'LAY TSIKY?
Aiza 'lay tsiky fanaonao fahiny
no dia malo-tava sy motitra retsy a?
Sa kosa voamabon'ny zana-bahiny
dia tsy te hahalala hoe koa niainga tetsy?
Verin'ny lala-nosafidiana,
sa lasan'ny ngetroka 'zay mpanam-bola?
No dia nanadino an'ireo hafaliana,
niaraha-nizara, niaraha-nidola,
tan-kianjan-dRafa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/vetivety-2 | VETIVETY | Fredy Jaofera | VETIVETY
Vetivety monja
no nahitako anao,
ry ela tsy hita maso,
dia indro fa nanonja
ny tao am-poko tao
nitaditady andraso !
Dia tsy niova mihitsy
'zato bikabika tiana
hatramin'izay tokoa
ka na ireo hira vitsy
mamy nangingina
dia mbola nifoha !
'Lay ianao omaly
no nahatazana ahy
tamin'iny toerana iny
ka... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lee-andrianalaina/adala | Adala | Lee Andrianalaina | Adala.....
Fitia mitangorona
Tsy fanta-piavina
Ny fo natao sorona
Hanakely hakiviana
Na raràna tsy voarara
Sakanana fa mitombo
Miezaka ny ho tsara
Afenina toa mihombo
Tiany anie ianao....
Fa adala hono izy iny
Fa tsinotsinoavinao
Mandrak'ankehitriny
Mahery loatra ny fitia
Izay atolony hoanao
Antenainy ho... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ilay-fanamby/raha-tena-tia | Raha tena tia | Ilay FANAMBY | Raha tena tia
Raha tena tia ahy ianao de:
-tsy nitanisa ny lasa fa nibanjina ny hoavy naminavina ny ho sisa mba tsy ho ritra
Raha tena tia ahy ianao de:
-tsy nanisa reny hadisoako efa lasa fa nibanjina ahy ary namihina ahy mba ho afaka tamin'ny ratra
Raha tena tia ahy enao malala de:
-Voavela ny heloko ary tok... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lee-andrianalaina/aoka | Aoka | Lee Andrianalaina | Aoka
Aoka hiantefa
Raha fitia ilaina
Mba tsy hirefarefa
Fa ho tohan'aina
Tsy tsatson'ny fitia
Fa ny maminy
Koa di....
Aoka hohaniny...
Raha efa voarara
Atao ahoana anefa
Mirary soa sy ny tsara
Fa ny ahy diso fiantefa
Aoka hikajy ao anaty
Raha fitia voarara...
Ilanao azy no ho satry
Fa tsy anatin'ny tant... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ainampaniry-anjara-nivo/mahaiza-mamaky | MAHAIZA MAMAKY | AnjaraNivo | MAHAIZA MAMAKY
Mahaiza mamaky ny toetry ny tena
Alohan'ny hitiavana olona iray
Satria ny fitiavana fifanekena
Firavaka hoetina mandrakizay
Hitoetra ambozonan'izay nobaboina
Nafoina ho lasany iray manontolo
Raha sendra tinapaka saro-tsaboina
Ra sendra tsy sitrana sarotra hasolo.
Mahaiza mamaky ny fo ao anaty
D... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravanondrazana/teny-roa | TENY ROA | Ravanondrazana | TENY ROA
Pitiny monja no andrasako sisa!
Sombiny kely fa tsy an-tapitrisa
akory no tiako, sambarana anio
Fotsiny io tsiky eo imolotrao io!
No zary abidian'ny foko kanosa
Tsiry mampisy: fitiava-miavosa
Vatsin'ny saina sy vatsi-panahy
Lasa mpitsabo ny foko manahy
Mihitsy raha iny... fitsikinao iny!
Tsapako tsar... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/andao-handramana | ANDAO HANDRAMANA... | RRAG | ANDAO HANDRAMANA...
Lakalaka ny fiainana, tomefy alahelo,
ny tsiky sy sento, mandalo avokoa!
Ny raho-matevina, tia mihelohelo,
dia ny lasam-pitiavana, nanindrona fo!
Eo ny mangidy, no te haka faka,
hamelan-tsara, hanaira-maso.
Eo koa ny mamy, no ilay voambaka,
raha sendra safidy, mangero-matsatso!
Ny hafaliana... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ainampaniry-anjara-nivo/niova | NIOVA | AnjaraNivo | NIOVA
Tsy rava fa niova ny dikam-pitia.
Tsy foana, fa kosa nivadika rasa.
Dia lasa anabaviko ianao fa satria:
Tiako taloha, efa lasa any an-kafa.
Topazo eritreritra itý olon-tiana,
Raha misy segondra ahatsiarovanao ahy;
Araho sento kely ao am-ponao mangina,
Na aza olon-tiana efa lasa anadahy! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/toa-teo-avokoa | TOA TEO AVOKOA… | RRAG | TOA TEO AVOKOA…
Ery anjorian’ny foko maràtra
no andrian’ny fery tsy sitra(na) sitranina.
Eny avokoa ny mpiankaso mahazatra
no misangy ny fiainako misangodim-panina.
Matory eny koa ‘zao ny lasa tsy maty
‘lay mody nitony kanefa tsy lefy!
Eny ihany koa, ny takopery ao anaty
no mikiky ny aina ary dia vetivety,
ka ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dotmg/ohabolana-fahafito | Ohabolana fahafito | DotMG | Indray hariva izay
Nanatona ahy hitafa
Ity vehivavy iray
Izay jejojejo ery.
Niseho tsy mihafahafa
Tsy nanao be safary
Hamboraka fitia
No anton'ny kabary.
Nataony litania
ny Ohabolana fahafito
Mba sahisahy ery
Izato sangisanginy
Nataony aho hoe "Farito
Izay tian'ialahy handramana
Homeko tsisy tanginy
F'ia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/ny-eny-sy-ny-tsia | NY ENY SY NY TSIA...! | RRAG | NY ENY SY NY TSIA...!
Raha milaza tia,
hanaiky sa handà?
Sa kosa hamila kely,
vao 'njay hanapa-kevitra?
Fo hiara-dia,
sahy ve sa tsy sahy?
Fotsiny hifampijery,
ery ilavidavitra!
Raha misy fankahalana,
tsy resin'ny andro lasa.
Miezaka mikiky,
ny aty sy ny afero...
Hamboly fandrarana
hampitony ràtra,
sa mb... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-foko-sy-ny-fonao-2 | NY FOKO SY NY FONAO | Fredy Jaofera | NY FOKO SY NY FONAO
Mazava tsy azo takonana,
tsy ravan’izay fialonana,
tsy taitran’izay maso vao
raha ny foko sy ny fonao.
Ny Avo no efa nanambatra,
natao hiaraka ho sambatra,
natao hiaraka hiangola,
hitobaka harena sy vola.
Ny Anjara no efa nametra
hibaiko ny zava-drehetra
ary hitondra ity tany ity
haneho ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/isika-2 | ISIKA | Fredy Jaofera | ISIKA
Isika dia natao
hifampitrotro am-bavaka,
n'aiza n'aiza sao
ny diavina any an-davaka.
Isika dia najoro
hifampitantana eran-tsaina
sy afaka hifanoro
rehefa very na mangaina.
Isika dia narindra
hifampitsimbina ho doria
sy ny hiray famindra
raha eny an-dàlan'ny fitia.
Isika dia natefy
hiombom-po aman-pa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/manantena-evaristee/ilay-fahiny | Ilay fahiny | MANANTENA Evaristee | Ilay fahiny
Ilay fahiny efa dila-niela
Saingy ny ratra fahiny manolatra tsy mamela
Ilay fahiny
Intsika nanao voady
Nifanaiky fa hiaradia mandramaty
Ilay fahiny
nifanome toky fa hiaradia
ny hisaraka ho sanatria
Ireo lalana niarahadi sy,
Ireo ora-mamy nizarana fity...indreny fo roa nafatotr'ilay fity!
Indray a... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/mangidy-matsatso-mangeroka | MANGIDY MATSATSO MANGEROKA... | RRAG | MANGIDY MATSATSO MANGEROKA...
Mangidy akia malala, ny saraka amin-tiana a!
Ny maso bongon-drano, sy resin-tory mafy!
Nisinda dia nanjavona, ny hiakam-pafaliana!
Hay ve ka ny fitiavana, koa mba mety maty?
Mangidy izany irery, kanefa tsy nahazatra!
Ny sento tsy niato, nikiky ny tanaty!
Ny hitsiky toa maneso, ny fo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lee-andrianalaina/maika | Maika | Lee Andrianalaina | Maika......
Fa nahoana ary no maika
Manahy sao tsy anjara?
Kanefa sao diso paika
Ka te ho maika nefa tara
Nanaraka iny sio-drivotra
Nanosika anao ao am-po
Indrisy resy ka toa difotra
Nokarakaraina nefa niha lo
Iny alina nolalavanareo
Noheverinao fa atoandro
Indrisy feno sento mitoreo
Nandeha nitady ilay mas... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravanondrazana/tena-tia | TENA TIA | Ravanondrazana | TENA TIA
Hipoaka ve ny lanitra, vao mety ho tsapanao?
Sa hirehitra ny tany mbamin'izao tontolo izao,
Vao tonga saina ianao hoe 'zaho ilay tena tia?
Nikasa hiara-dàlana sy hampiadana aho satria:
Ny dimby sy ny fara no tiako mba ho vanona
Tinaizan-dreny tsara, sy manam-pahendrena.
Tahaka anao mihitsy: ilay olona t... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ainampaniry-anjara-nivo/saino-kely-tato-anatinn | SAINO KELY | AnjaraNivo | SAINO KELY
Tato anatin'ny herinandro aho izay nitsikitsiky foana
Satria tonga fotoana ny fisandratan-tsaiko
Tsapako ary haiko fa raha mbola eto an-tany
Tsy maintsy mandalo olana,
Tsy maintsy mitomany
Kanefa na izany ny zioga sy fatorana tsy miala moramora.
Nataoko antsaina fotsiny hoe 'zaho mbola tanora
Dia man... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ranoala/dia-gaga-ialahy | dia gaga ialahy | Ranoala | Misy akoho maneno
ny andro anefa amin'ny telo
misy finday mikiririoka
tezitra dia nivovo ny aliaka
misy ramatoa mikakakaka
dia ialahy no nivanaka
nahateny irery hoe: hoay le aza...
mbo tonokalo va itony? |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy/mahaiza-aloha | MAHAIZA ALOHA | Fredy Jaofera | MAHAIZA ALOHA
Mahaiza aloha mitia
rehefa mila hotiavina
sao vao mainka hahia
ka zary hahatsiravina.
Mahaiza aloha miaina
rehefa tokana ny tena
fa tsy hita ratsy saina
eny foana vao jerena.
Mahaiza aloha miteny
rehefa hambabo tsara
fa tsy haneso ombieny
vao misy izay ambara.
Mahaiza aloha miova
rehefa te h... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravanondrazana/ho-doria | HO DORIA | Ravanondrazana | HO DORIA
Izaho ilay mora babo tamin'ny hantahantanao,
Na dia mbola zaza. Vao sambany aho ny hitia!
Ny taonako io ekeko mbola kely noho ny anao
Saingy raha ny hisangy dia ataoko ho sanatria.
Ianao ilay tia manitsy sy mananatra eny foana
Satria tokoa nivoaka, tamin'ny taona sivy sivy.
Izaho ilay zaza saina mbola z... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/ny-toky-fitaka | NY TOKY FITAKA... | RRAG | NY TOKY FITAKA...
Ny vavany tsy niato ny nampanantena,
ho hatolony aby hatramin'ny kintana.
Hay moa ka resa-natao nandefena,
fasi-tamoron-drano ka efa niparitaka!
Milahatra tokoa ny teny naloakany,
fampanantenana miendrika adrisa.
Iza moa izany no hilanja ny vokany?
Iza tokoa moa raha tsy ho mbola isika!
Homen... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lee-andrianalaina/tsy-fitsara | Tsy fitsara.... | Lee Andrianalaina | Tsy fitsara...
Tsy fitsara ireo lasany..
Na feno zava-mahory
Rava hoazy kinasany
Ka voatery niari-tory
Aleo ho rakitrin'ny fahiny
Ilay farihy nahadobo
Nisolo hasambarana iny
Ireo rangotrin'ny lasany
Tsy fitsara fa fahatsiarovana
Entiny misedra ankehitrininy
No anatra sy fiarovana
Herintsaina no fihininy
T... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/hatraminizay | HATRAMIN'IZAY | Fredy Jaofera | HATRAMIN'IZAY
Hatramin'izay tsy loha
no nitady izay nilaiko
ka nahoana rehefa voa
vao tokony hohajaiko ?
Hatramin'izay tsy tiana
ny kasakasa nibosesika
ka nahoana rehefa sina
vao avy amin'ny sesika ?
Hatramin'izay tsy nety
'reo andry nahalehibe
ka nahoana, vetivety
dia niova izany ange ?
Hatramin'izay tsy ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ampy | AMPY | Fredy Jaofera | AMPY
Ampy nahalalako
'zay fitiavany ahy
iny vava nahitako
fahoriam-panahy.
Ampy nahazoako
'zay tao an-tsainy
saika tsy ninoako,
na dia noratrainy.
Ampy namaritako
ny tiany hambara
vao nahasoritako
fa olona tsy tsara.
Ampy nifotorako
ny latsa nasosany
matoa tsy izorako
iny ratsy atosany. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lee-andrianalaina/raha-handao | Raha handao | Lee Andrianalaina | Raha handao....
Raha handao ianao
Aza mitoetra intsony
Tohizo iny lalanao
Raha izau hampitony
Fa voninkazo vao nitsiry
Ity fiavako ry lala
Ka tsy hitsoka ve tsiriry?
Odinao tsy mahalala..
Raha mbola handao ihany
Aleo tonga dia tsiory
Fa efa leo ny tomany
Ity foko zatra ory....
Raha handao izato tsiky
Send... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/rehefa-tsy-eo-indrindra-ianao | REHEFA TSY EO INDRINDRA IANAO... | Fredy Jaofera | REHEFA TSY EO INDRINDRA IANAO...
Rehefa tsy eo indrindra ianao
no tadidy hatrany amin'ny ady
ny fitiavana kendreko hihavao
efa nogohana ny mamy sahady.
Rehefa tsy eo indrindra ianao
no tsaroako misy babangoana
'reo minitra sy ora tsara natao
vazivazy na sangisangy foana.
Rehefa tsy eo indrindra ianao
no tsapa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lee-andrianalaina/teneno-aho | Teneno aho.. | Lee Andrianalaina | Teneno aho....
Teneno aho raha tafahoatra
Ny fitiavako ianao ry lala....
Teneno aho raha kely loatra
Ny fanantenako re ry malala
Teneno raha sendra ka tezitra
Fa tsy vaha olana ny valifaty
Raha andeha ianao teneno aho hitady hevitra
Hitehirizako fitiavako tsy mba ho faty...
Teneno aho raha handao ahy ianao
Fa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/isaky-2 | ISAKY | Fredy Jaofera | ISAKY
Isaky ny nisy ady mafy nanatrehako ny fiainana,
tsy teo akory ianao
nanampy hitari-dalana sy mba azo nitarainana
fa naneso, nankalao !
Isaky ny nisy zava-tsarotra nilako vahaolana,
tsy reko akory ianao
fa nitsinjaka aza, na tsy niteny, tsy nivolana
no tsapa fa natao.
Isaky ny nisy faharesena nitakiako vo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravanondrazana/ekena | EKENA | Ravanondrazana | EKENA
Ekena ianao poeta no milaza fa tia ahy
Ekena tonga lafatra mamelona fanahy
Irony sangan'asa: voangalinao hatrany
Mandokoloko sary sy mihira izany tany
Sora-mampanofy no sady mampahery
Vonon-kampitraka 'reo osa sy malemy.
Ekena ianao poeta no milaza fa tia ahy
Ilay sasatra mikalo ny lasa sy ny tsiahy.
Eke... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lee-andrianalaina/efa-hafa-indray | Efa hafa indray | Lee Andrianalaina | Efa hafa indray....
Embona azy tsy hay afenina
Tomany ianao rehefa ariva
Manantena azy mbola hanenina
Raha sendra loharano madiva..
Ireo kintana sy volana maro
Mindry fitia kanefa indrisy...
Tsy irery hono ianao fa nafangaro
Ka tsy rè fitsiky intsony ny lisy..
Diamondra niezaka ho tokam-po
Kanefa noratrain'il... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lee-andrianalaina/nahoana-no-tsia | Nahoana no tsia... | Lee Andrianalaina | Nahoana no tsia....
Haizin-kitroka sy alahelo
Nentiko nizotra ny làlako
Kikiaka tsisy naheno
Dia iza ary no ho hàlako
Vain'afo no nitsahako
Fa tsy mba lalan-tsara
Fa ianao Tompo iarahako
Ilaiko mba hikarakara
Herisetra sy teny mandratra
No mba sakafon'ity sofiko
Tevateva sy latsalatsa
Iainako isan'andro vak... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/david-andrianalaina/alohanny-handaozany | Alohan'ny handaozany..... | David Andrianalaina | Alohan'ny handaozany.....
Fitia tampitrohatra no tsy misy mpanana
Mentrika atao ohatra mba ho fananana
Ny fitiavanao ry Neny mamiko sy tiako
Niafy ianao mba hanatanteraka ity faniriako
Herin-tsaina sy herim-po tampitrohatra ry Neny
Nentinao nanampy ahy ombieny ombieny
Raha misy olon-tiako indrindra eto an-tany
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravanondrazana/sidina | SIDINA | Ravanondrazana | SIDINA
Manidina ambony ny domoina vavy
fa manana elatra, hampiakatra azy!
Miery any lavitra, tsy hitako intsony,
misoka ny volana izay mpampitony.
Ny lisy nilaozany, indrisy, ry vorona!
Mamorivory ny fitiavana ho sorona,
anatin'ny hatsara, mba enti-midola.
Tambazana anefa dia midina mora.
Somambisamby, ny andr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/ho-anilay-malalako | HO AN'ILAY MALALAKO! | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | HO AN'ILAY MALALAKO!
ianao ilay tokako
ilay mendrika indrindra
sy akaiky ny foko
manja sady miavaka
tsotra nefa tsara
ka indro mba harindrako
ho rima tsara rindra
ho kalo maro loko
ilay toe-ponao miavaka
izay nahababo izato foko
miavaka ianao
amin'ny hatsaram-panahy
amin'ny hatsaran-tarehy
amin'ny hatsara... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-herimar-ny-herimaro-ny-h/misy-farany | MISY FARANY | NY HERIMAR | MISY FARANY.
Misy farany avokoa ny zavatra rehetra,
Na tsara na ratsy misy farany avy;
Misy farany avokoa, mandalo, misy fetra,
Sarobidy ny fotoana, eny tena zava-pady.
Ny andronao omaly tsy tahaka ny anio,
Ny vintanao androany tsy azo ianteherana;
Misy farany avokoa, izany no tadidio
Hararaoty ary moa mba tsy ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nosy-malala/dada-mankasitraka-mpanampy | Dada Mankasitraka mpanampy | Nosy Malala | Dada mankasitraka mpanampy,
Tsy asa ratsy kay ny manary fako,
Ilay asa vaovao, nataoko tato ho ato.
Tsaroina ireo fahiny, nataon'ny mpanampy,
Aty ny mpivady no miara miatsampy.
Rehefa avy miasa dia mitaiza zaza,
Samy manahy lamba na efa reraka aza.
Avy eo manaramaso ny fianaran'ny ankizy,
Ny laoka koa jerena,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/david-john-lee-andrianalaina/tsisy-tsirony | Tsisy tsirony | David John Lee Andrianalaina | Tsisy tsirony
Rehefa iny ariva mangatsika
Sio-drivotra malefaka
Manembona voadintsika
Ka ity foa toa mitandrevaka
Ny fiainako tsy misy anao
Sarotra ihany fa atrehina
Mitaraina ny ao anatiko ao
Mitady fitia atao tehina
Hery miafina tsy hay resena
Fitiavako ianao ry lala....
Efa torotoro fa mbola manantena
It... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nofy2/eto-am-bavahady-eto-aho | Divorsa | Nofy2 | eto am-bavahady, eto aho no mijoro
mandinika ny foko tena torotoro!
sakodiavatra aho,handona izato izy
nefa tsy maintsy atao satria izay no safidy
naforitro ny tanako dia nandondona mora
tsy naharitra ela akory, iny ianao dia tonga
"mandrosoa ianao" nampianao tsiky kely
ny masoko amin'izany mila tsy hahajery
ts... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nosy-malala/hanoratra-hatsikana | Hanoratra hatsikana | Nosy Malala | Hanoratra hatsikana,
Mahatsikaiky ilay te hanoratra hatsikana,
Rehefa tsy mihinana ny tadim-pitana.
Tsy ampy kankana angamba ny fintana,
Miandry ny rariny, miandry ny vintana.
Asa inona re no mampihomehy,
Teny maontina nefa mahalanaka be,
Tsisy atokona firy aloha hatreto e! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nosy-malala/nofy-ny-hanadino | Nofy ny hanadino | Nosy Malala | Nofy ny hanadino,
Hitako antsaina ny hakantonao,
Mibitsika mangina ny ao ampoko ao.
Misary tongotra havia, mahamanina aoka izany,
Miravaka fahendrena sy harena ankibon'ny tany.
Varina aho mijery , ataoko fa tsy tsiny,
Ilay nitiaviko taloha, mbola tiako ankehitriny.
Ireo taona maro, izay nivalombalona,
Vao maika... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsapa | TSAPA | Fredy Jaofera | TSAPA
Tsy hasasaranao
'rony hasasarako
ka nandatsa vao
soa ny tantarako.
Tsy hazakazakao
'rony hazakazako
ka fosa lava izao
ny fahombiazako.
Tsy tarigetranao
'rony tarigetrako
ka namely tsaho
rehefa napetrako.
Tsy eritreritrao
'rony eritreritro
fa tsy tia manao
'reo soso-kevitro. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nofy2/teny | Teny | Nofy2 | teny tsotra tsy mba lava
mahafaly lalandava
nefa koa mety hampijaly
raha afenina marary
tsy mety afaka ao an-tsaina
na ezahina ho fafaina
teny nefa mahafaty,teny nefa mahavelona
toa tsisy dikany akory raha toa ka hoe tenenina
fa raha toa ka hoe sainina, dinihina ny mahaizy azy
dia voamarika ao tsara, ilay fila... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/david-andrianalaina/ianao-omaly | Ianao omaly.. | David Andrianalaina | Ianao omaly....
Tandindon'ity fiainako
Ilay fitia nandalovako
Tantara efa niainako
No efa mba nolalovako
Ankehitriny efa niova
Tsy toy ireny taloha
Fitia tao anaty rova
Indrisy fa efa tsy nifoha
Ny lalako feno fandrika
Diamondra voahitsaka
Fa satria tsy nitandrina
Endre nibolisatra.....
Fitia tampitrohatra... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-olon-tiako | NY OLON-TIAKO | Fredy Jaofera | NY OLON-TIAKO
Ny olon-tiako,
maha-poety,
hamamiako
fa dia mety.
Ny olon-tiako,
hasambarana
'zay irariako
tsy hifarana.
Ny olon-tiako,
toky marina
sy fifaliako
raha itarina.
Ny olon-tiako,
mpampitony
ka nofidiko
'zato fony ! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nofy2/tsy-misy-azo-atao | Tsy misy azo atao! | Nofy2 | etsy ho fantatrao
na ho inona atao
ny fony manontolo
efa tsy anao intsony
mahaiza ianao mijoro
fa sao dia torotoro
aoka ange fantaro
aza afangaro
ny vady sy ny sipa
sy ireo zava-bita
jereo ny tanany any
voamarika avy hatrany
ka tiako ho fantatrao
fa tsisy azo atao
ny hamerina ny lasa
sy ireo izay kinasa
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/david-andrianalaina/ny-ampitso | Ny ampitso | David Andrianalaina | Ny ampitso
Tsy anio ihany fa mbola hisy
Ny ampitson'ity fahakiviana
Eny, ity fiainana tsy mitsitsy
Mitraka raha misy fahalavoana
Ranomaso no handroana
Vain'afo no nitsahana
Rano mahery nidobohana
Niandrandra fanafahana
Sio-drivotra nanosika
Fahakiviana no namely
Tsy nitsahatra nitraka
Miezaka ny hahery
Na... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-fanome-saroro | TSY FANOME SARORO | Fredy Jaofera | TSY FANOME SARORO
Tsy fanome saroro
ny fitiavana marina
'zay misavorovoro,
tsy hay amboarina.
Tsy fanome saroro
ny fihavanana rava
mbola ilaina hajoro
hahasoa lalandava.
Tsy fanome saroro
ny ratra be fahizay
toa mbola nandoro
sy tsapa namaivay.
Tsy fanome saroro
ny safidim-piainana
rehefa voatorotoro
ka... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nofy2/sanatria | Sanatria! | Nofy2 | fa angaha ianao mihevitra fa izaho rehefa tia
dia vonona ny hilanja ny ditranao rehetra
tsoriko aminao fa ataoko sanatria
izany hoe fitiavana tsy arahana fepetra
izaho manaja anao satria ianao no vadiko
vita ara-dalana fa nefa tsy midika
ny hitsakitsakao tsy ekeko sady laviko
aleo ianao mandeha manaraka ilay sip... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nosy-malala/tilapia | TILAPIA | Nosy Malala | Tilapia
Tiako loatra, raha samy trondro,
Lasibatro mihitsy, mampilela-mpanondro.
Piso amin'io, te hangalampihinana,
Andraso kely fa zaho mbola tsy nihinana.
Tiliko piso, io mody fanina,
Latabatra amin'io vita milamina.
Pilokely sakay, nampiana voatabia,
Andao ary hihinana fa matsiro izy ity.
Tinapako ny lohany... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/ny-ao | Ny ao | lain's rakoto | Raha tsapanao
Fantatrao ny ao anatiko ao
Raha hitanao la tazanao
Tsy teny fotsiny ihany
Na koa bitsikin'ny fony
Dia tsy Ho nofy ihany IZANY
Aleoko aloha angina
Tsy ilaza akory
Na an-teny na an-tsaina.
Aleo mangina hatrany |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/reko-ny-tarainanny-tany | INJANY | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | INJANY!
reko,
manako any ho any
ny ritsoka'
ilay fahatsiarovana
bongo,
ny maso tomany
ditsoka
ny fo ka torovana
ny fetra,
no zary mpandidy
ny fotoana
hihazakazahana
ny setra
no afero mangidy
manafoana
ny fahalalahana
Injany,
manako any ho any
ny hiran'(ny)
ilay fahatsiarovana
injany
mitaraina ny t... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/angatri | ANGATR'I.....! | RRAG | ANGATR'I.....!
Miselontselona manaloka lava ny lalan-kombana....
Mihelohelo manembana fatratra ny fifaliana.
Miseho ho enjana, tompon-tsy mpihindrana eto an-tanana.
Dia injay fa mamatotra amin-dRafahoriana.
Manara-tsy miato ny dia 'zay aleha,
mitsapa ny ahamafin'ny fanantenana.
Mizahozaho dia tsy sasatra ny mire... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fandrebirebena | FANDREBIREBENA | Fredy Jaofera | FANDREBIREBENA
Fandrebirebena
ny fanilikilihana
fa ity faharesena,
nanimba rihana.
Fandrebirebena
miraki-pialonana
tsy hay nofefena
ka tsy takonana.
Fandrebirebena
mivoy haratsiana
tonga nampihena
an'ireo fifaliana.
Fandrebirebena
tia hasomparana
ka ny maso lena
fa fandaharana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/hindrana | HINDRANA... | RRAG | HINDRANA...
Hihindrana tsiky aminao aho raha mety,
hitarafan'ny foko izany hafaliana.
Tsapako an-tsaina hoe tena mirenty,
mamira-jerena ity fitsikiana.
Kanto tokoa sady tena bikàna,
ianao 'lay mitsiky an-tava sariaka!
Ny masoko aza, tena tamana,
mahatsapa ny onjam-pitiavan-tafita!
Tena hihindram-pitia aminao a... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mitsahatra | MITSAHATRA | Fredy Jaofera | MITSAHATRA
Mitsahatra ny orana
vao tsara ny andro,
na aiza no izorana,
hoy ny masoandro.
Mitsahatra ny sento
vao tonga ny tsiky,
na ahoana ka ento
sao fery no hikiky.
Mitsahatra ny olana
vao ravo ny tantara,
na tsy eo ny volana
hanilo itony anjara.
Mitsahatra ny mafy
vao tonga ny nirina,
na efa ela no ni... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/fa-ho-aiza | FA HO AIZA...? | RRAG | Tamin'ny Sabotsy teo, teo Andravoahangy ambony hidina ho any Andravoahangy ambany, lalan'ny "Imprimerie de Madagascar" aho nifanena tamin'izay madama iray izay! Somary nitopy tany aminy ny masoko! Tsy dia ny hatsaràny loatra no nahatonga izany fa ny takosin-dokomenany! Somary nitsiky izy dia niteny tamiko hoe: "Andao i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-herimar-ny-herimaro-ny-h/ana-joky | ANA-JOKY | NY HERIMAR | Zandry
Aza mamoy fo raha mbola tsy sendra
Ny olon-tena izy tsy milalao fitia,
Any mbola misy tsy tia rendrarendra
Mijery lavitra te hiara-ko doria.
Zandry,
Ny olona ange tsy indray no babo,
Tsy izy akory no olon-dafatra;
Mitraka ry ise f'aza mivarilavo,
Ity fiainana ange ka lanja miakatra.
Ny ho avy aloha no ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/tsy-nisy-resaka | TSY NISY RESAKA | RRAG | TSY NISY RESAKA
Mandingana im-polo, amin'ny dingan-dava
vao in-droa mihemotra, amin'ny dingam-pohy!
Mieza-tsy miato, maka aina, misento lava,
fa ezaha-miadana eny, ny lala-mitohy!
Aiza izay tsy ho vita, rehefa hisasarana?
Aza avy dia mionona, 'zay fandaharana.
Satria akory tsisy nahalala, izay hoe voasoratra,
f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/poeta-ny-fiainana | POETA NY FIAINANA... | RRAG | POETA NY FIAINANA...
'Ndry toa taitra torimaso misasak'alina e!
Dia manakorisa penina handrafitra an-ditera
ny tsapan'ny fanahy am-paralalin
‘ny fihodinkodin-dera!
Iza indray izany no 'ndeha hotantaraina,
laizana fa voadonan'ny fifofofofon'ny fitiavana?
Iza ilay sakaiza ambara ho very saina,
torovanan-tsento la... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/olon-dainga | OLON-DAINGA | Fredy Jaofera | OLON-DAINGA
Olon-dainga
vao miainga
ka tsy itokiana,
na rahoviana,
rehefa hiova
ho tena lova.
Olon-dainga
ka ny bainga
tsy antenaina
raha lazaina
fa mpanary
tsy manjary. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.