url stringlengths 43 292 | title stringlengths 0 91 | author stringlengths 0 50 | content stringlengths 31 62.1k |
|---|---|---|---|
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/nosy-iray | NOSY IRAY | Fredy Jaofera | NOSY IRAY
Nosy iray
i Madagasikara
mampiray,
na mizarazara.
Nosy iray
hifankatiavana,
hivoy indray
ny fo mihavana.
Nosy iray
mba tiana hiova
fa ela izay
no anjara lova.
Nosy iray
tsy ilaina amidy,
manafay
vao io mandidy. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/fifidianana | FIFIDIANANA | Teboka Telo | Ny fifidianana, toa andro fety
Isongadinan'ireo be malety;
Mpaka artista soa sy vedety
Ka amoahana sary izay mirentirenty
Amin'ny tele sy ao anaty gazety!
Fa io fifidianana io koa mety
ho andro mihiratr'ho anay vetivety:
Fizarana ankanjo s'ireo kasikety
Ho enti-midola sy enti-mitety
Analakely k'hatreo Besarety... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hatenaina/ilay-ondako | Ilay ondako | Hatenaina | Io ilay ondako,
Ilay ondako fikorinan'ireo,
Ranomaso lavareny,
Izay toy ny loharano,
Miboiboika tsy mety ritra,
Fa vao mainka kosa aza nihanahery,
Ka nahatonga ahy ho very,hanirery,
Toy ny onja atosiky ny rivotra,
Dia ny rivotry ny fiainana,
Izay nampisamboaravoara ahy loatra,
Ka nahatonga ny foko ho vaky ten... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/safidiko-safidinao-safiditsika | Safidiko, safidinao, safiditsika | Nalison Randrianaivo | Safidiko,safidinao, safiditsika
Safidiko, safidinao, safiditsika
Isika rehetra hifidy an'i Dada
Fa izy irery ihany no mahavita
Manarina haingana ity firenena
Manan-traikefa ny fitantanana
Isika vahoaka aloha no jereny
Koa Fidio i Marc Ravalomanana
Ny malagasy rehetra dia manana zo
Hifidy izay olona tiany ho fi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/ry-zanaki-dada-ravalomanana | Ry zanak'i Dada Ravalomanana | Nalison Randrianaivo | Ry zanak'i Dada Ravalomanana
Ry malagasy tia tanindrazana
Mananà finoana sy finiavana
Handeha isika hanao rodom-be
Ho eny Mahamasina kianjabe
Ho porofoin-tsika ny fandresena
Ho fanavotana ity firenena
Koa samia ary mba ho tonga daholo
Ry malagasy tsy vakivolo
Ataontsika amin'ny filaminana
Ho porofo ny fahamar... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ifanomezantsoa/fanomezana | FANOMEZANA | Ifanomezantsoa | Nofinidiko tao anatin’ny maro
Ho namana tsy hifandao
Tiako sy maha saro-piaro
Ambonin’izao rehetra izao
Ka iriko ho taolan-tehezana
Ho tolorako ‘zay sarobidy
Mba ho lavitry ny fijaliana
Tsy hanarahako lalàna sy didy
‘zay sahy mampahory ny tiana
‘reo zatra mpanao an-detrezana
Tiako sy silaky ny aina
Hilazako ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hatenaina/fa-satria-ve | Fa satria ve? | Hatenaina | Fa satria ve tsisy aleha?
Dia araraotina e?
Fa satria ve tsy miteny?
Dia heverina ombieny?
Ho tsihy azo hitsahina?
Sy tany hivalamparana?
Fa satria ve aho mangina?
Dia atao fanahy iniana?
Hitsahana an-tampon-doha?
Amin'izay marary fo?
Fa satria ve tsisy mpiaro?
Dia natao ho favalo?
Fa satria ve tsy misy Dad... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hatenaina/hanoratra | Hanoratra | Hatenaina | Salama!
Hanoratra indray e!
Hanoratra teny kely iray
Ho an'izay olona izay
Ilay tsy hitako efa ela be izay
Hanontany aho mantsy hoe:
Moa salama tsara ve?
Manao ahoana ny hafaliana
Any an-tany lavitra any?
Mino aho fa any tsisy hoe tomany
Izaho aza aty efa nilaozan-dranomaso
Ka ndry inoako hoe faly be mitafot... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jarina/hafatra-ho-azy | Hafatra ho azy | jarina | toa tsy zakako intsony izany fijaliako
Fa ny olon-drehetra manjary fahoriako
Mba aiza iana ry Raiko ho andry iankinako
Fa na ny olotiako manome tsiny tenako
Tompo ô .ianao mahita izay diavako rehetra
Ianao koa sisa no hany mb antenaiko
Tsy anenjika ahy sy ny etsetretra
Indrindra mo amin'izay zavtra tsy aiko
Fat... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jarina/fisarahana | fisarahana | jarina | Mbola ho tsapanao
Mbola ho tadidinao
Mbola ho tsaroanao
Ilay izaho nataonao kilalao
Fa nahoana laotra tiana
No mananao toy izany
Tsy tsaroanao velively
Ireo toky sy dina nomena
Nitia sy nananjanao ng izaho
Dia nofitahinao
Tsy amiko famaliana
Fa alelo mangina |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravonjison-herizo/farany | Farany | Herizo Ravonjison Andrianitsiahy | Na dia nisy fahatsiarovana,
Tsy voafetran' ny fotoana.
Nahatonga fanembonana.
Dia tsy maintsy hisaona!
Eny na dia sary efa zary raikitra,
Ato anatin'ny eritreritra.
Dia tsy maintsy ho esorina daholo,
Fa mahatonga alahelo!
Ka tsy maintsy hamongotra ny fototra,
Izay efa mafy tototra.
Satria ampy izay taona maro... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/mitsikia-foana | Mitsikia foana | Nalison Randrianaivo | Mitsikia foana
Mitsikia foana na dia tojo fahoriana
Fa hisinda vetivety ilay fangirifiriana
Andramo anie fa ho hitanao izany
Hitsahatra ny alahelo hiato ny tomany
Mitsikia foana na dia nilaozan'olon-tiana
Fa hisinda vetivety ny alahelo tsy niriana
Andramo anie fa ho hitanao tsara
Mbola ho avy tokoa mantsy ilay ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jarina/tsoriko-hatrany-fa-tena-m | tsoriko hatrany fa tena m | jarina | tsoriko hatrany fa tena malahelo anao aho
Isan'andro isakalian dia mitomany anao foko
Izany ny andro piainako indrisy toa lasa ranomaso
Satria ianao ry tiko lavitra tsy hita maso
Tsy ataoko akivy anefa izany
Fa ilay fitiavako motombo atrany
Ary arahiko vavaka mangina
Ny fitiavantsika roa ry N......
Efa tsinjoko... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/ilay-manjakamiadana | ILAY MANJAKAMIADANA | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | ILAY MANJAKAMIADANA!!!
Eto am-paratazan'
ny lafivalon'ity nosy
no mibanjina mangina
itsy vakoka efa rava
ka velombelon-tsento
mandefa ny ambiroa
hamisavisa lapa
ho tranom-bitsiky ny ainga,
saingy,
efa trano be mimaona
no sisa tazana ao,
ary trano babangaona
nohaingona kalalao
no sisa mba vangina,
vakoka ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jarina/fa-dia-nahoana-ry-tiko | fa dia nahoana ry tiko | jarina | Fa dia nahoana ry tiko no tsy matoky intsony voady
Fa nahoana no mino ny vavan'ireo olona mpamafy ady
Fa nahoana no mino izay lazain'ireo mpambotry fitia
Nefa angie ireo misopatra antsika tsy hiaradia
Ry tiko nitia sy nanaja anao foanao aho taty
Ny hany mba namako dia iry volana iry
Manembona ny lasan-tsika roa
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jarina/ilay-olotiko-taloha | ilay olotiko taloha | jarina | Niova be ianao ry tiana
Tsy aiko hoe nahoana
Na famindra na fiteny
Dia tsy ilay nafatarako anao velively
Fa dia nahoana loatra ry tiko taloha
Noho manao toy izany
Sa tsy misy ana mpananatra intsony
Dia niova lalana ombana
Fatatrao fa tsy mety
Dia aza averina intsony
Sody anenina any aoriana
Ka lasa latsa fia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/tafandria-mandry | Tafandria mandry | Nalison Randrianaivo | Tafandria mandry
Tafandria mandry izany havako izany
Andriamanitra avo anie homba anao
Koa mahità tory dia manofisa mamy
Ary mba ho tratry ny maraim-baovao
Ity teny mamy miampy horoka kely
Ho entinao hamakivaky ny alina
Ka hiambina anao tokoa ny anjely
Hanofinao ahy amin'ny torimaso lalina
Tafandria mandry ary... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jarina/ho-anao | ho anao | jarina | Tsy amitaka anao sanatry
Fa manana anambavy koa ny aty
Tsy amitakanao velively
Fa vehivavy toa anao koa raha i Neny
Ny toky izay nomeko anao
Tsy anataoko toy ny kilalao
Fa fitiavana tena matotra |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jarina/fangatahako-farany | fangatahako farany | jarina | fangatahako farany izaho ry malala
Aza mino ny vavan:ireo mpanandala
Fa ny fitiavako tsy mbola niova atramizao
Fa mifanohitra amin'ny vavan'ireo be lazao
Ny fotoana ifampizarana fitia
tsy mbola misy aloha raha amizao akia
fa mbola manefa ny saziko mantsy aho aty
Satria toy ny gadra ao anaty trano vy |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anjara-nantenaina/alahelo | Alahelo | Anj'art Nantenayna | Fa nahoana ianao ry tany.No mihoby sady mikorana.Moa mbola tsy tsapanao ihany.Fa ny foko ane ao anaty fitsapana.
Moa tsy fantatrao ihany koa.Fa nitomany aho omaly hariva.Nitady aretim-po.Nigogogoko t@ feo somary iva.
Fa lavitra ahy lay tiako.Sady tokan'ny fitiavako.Lay faniriko.Lay voalohampitiavako
Nantenaina |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/porofom-pitiavana | Porofom-pitiavana... | Nalison Randrianaivo | Porofom-pitiavana
Fitiavana tena maharitra
Ety an-tany ka hatrany an-danitra
No homeko anao sy atolotro
Sanatria, raha ihany imolotro
Fa tena avy ato anatiko ato
Izay mitempo anao tsy miato
Ary tena vokatry ny fo tanteraka
Ka etsy ny tananao asiako peratra
Fitiavana mahay mivoatra
Ety an-tany ka hatrany ankoa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ravonjison-herizo/hafatro-ani-ragasy | Hafatro an'i Ragasy | Herizo Ravonjison Andrianitsiahy | Satriko ihany hangina;
Hijery fotsiny izato lalan'i Ragasy!
Saingy aleo tenenina ihany,
Sao mahatonga nofy ratsy!
Sao mantsy adinony sahady,
Ka hanahirana eto indray.
Ilay izy nisy nandaka ho any an-kady,
Folo taona lasa izay
Daka tamin'ny lokalokam-piovana,
Miampy veliranom-pandrosoana!
Nefa angaha izany ako... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/fidio-i-dadavalo | Fidio i Marc Ravalomanana | Nalison Randrianaivo | Fidio i Marc Ravalomanana
Manan-tsaina ianao ry Dada
Manam-pahendrena ihany koa
Manam-panahy sy fitiavana
Ka mila anao ny tanindrazana
Mila anao mba hikarakara
Mila anao hampandroso indray
Mila anao i Madagasikara
Mila anao tokoa izahay
Fa nanjakany ny tsy rariny
Nanjakany ny fitiavan-tena
Ny volam-bahoaka n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jarina/na-dia-lavitra-aza-ianao-a-n | Na dia lavitra aza ianao | jarina | Na dia lavitra aza ny tiko
Hajaiko sy itokiako
Na dia lavitra tsy hita firy
Ny fitia sanatria mamirifiry
Ny fanajana ny olon-tiana
No porofo tsara indrindra ny fitiavana
Ka na lavitra aza aho aty mangina
sanatria dia sanatria raha anadino anao rahavako
Tiako angie ianao Ry N.....
Tiako tsy misy fiafarana
Ka r... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jarina/efa-nivoady-aho | efa nivoady aho | jarina | Efa nivoady aho fa ho anao ho doria
Ary ianao ihany no hitepon'ity foko tia
fa ny mba fiangaviko raha toa koa mbola tia
Dia aza miheno an'ireo vavan'ny tsy tia
Raha ny ampirafy akia dia mba sanatria
Satria efa novoady tsy anao an'izany aho aty
Fa sasatra foan ireo olona tsy tia
Hanao izay ahalavo ity fitia |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/ianao-no-tiako | Ianao no tiako | Nalison Randrianaivo | Ianao no tiako
Maro tokoa ny tsara sy manja
Tsy ho ritra mihitsy angamba?
Kanefa tsy misy iray izay hiriako
Fa ianao ihany no hany tiako
Maro tokoa ny kanto sy meva
Fa ianao ihany no homeko seza
Ka ho ataoko mpanjakan'ny foko
Ho andry hiankinako sy ho tompoiko
Maro tokoa ny bikana sy raitra
Kanefa malala izah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anjara-nantenaina/fanadinana-2018-bacc | Fanadinana 2018 BACC | Anj'art Nantenayna | Mahatsiaro tohina ny foko.Mandreha ny manodidina.Mikorana ,ravo sy mandroso.Fa afampanadinana.
Fa zahay tsy mba tafiditra.Tsy nizarana ihany koa.Fa navela teo ho ringitra.Navela tsy nasiana soa.
Izy ireny hono mantsy.Mpianatry ny fanjakana.Ka tsy foiny sy tsy ho taty raha toa ka tsy ho hafahina avy hatrany.
Dia noza... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/miara-dia | Miara-dia | Nalison Randrianaivo | Miara-dia
Etsy ry malala ianao ho tantanako
Dia indro fihino mafy ny tanako
Fa hiaraka isika ka tsy hifandao
Hamakivaky izao fiainana izao
Ka na inona na inona misy eto an-tany
Na alahelo na toloko na koa tomany
Dia isika efa iray satria mifankatia
Koa mahereza rahavako, herezo ny dia
Lalana iray no iraisan-ts... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rovamamiratra/soratro | soratro | SandratraIdealy | Soratro dia soratro ihany
Fa ilay silam-panahiko koa dia soratro tsy mety lany
Soratra tahaka ny vato tsy mety vaky
Ka mba tiko ho henoina ilay feonao mamaky
Soratro dia soratro ihany
Fa ianao soratro koa dia mafy nony tany
Ianao no soratro tahaka ny sora-tanako
Ka sora-pitiavana no hevitr'izany rahavako
Soratr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/voninkazo-dia-sa-voninkazo-adala | VONINKAZO DIA SA VONINKAZO ADALA? | ANDRIAMASIMANANA Andry | safidy an-kiroa, safidy manadala,
ilay voninkazo dia, sa ilay voninkazo adala,
fa samy tiako mantsy, izy roa ireo,
samy tsisy foiko, antsoiko hoe : malala,
ny fofon'izy ireo, manintona tokoa,
ary ny hankatony miavaka ihany koa,
ka voninkazo dia va re ?
sa ilay voninkazo adala e!?
ilay voninkazo dia, tsy azoko f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/masina-ny-tanindrazana | Masina ny Tanindrazana | Nalison Randrianaivo | Masina ny Tanindrazana
Ry Malagasy handeha isika hifidy
Handray ny andraikitra, hanefa ny adidy
Kanefa aoka isika mba handinika tsara
Mba tsy ho voafitaka intsony I Gasikara
Maro loatra mantsy ireo miteny
Milaza fa hoe tia ny fireneny
Kanefa kobaka am-bava fotsiny ihany
Fa rehefa lany izy tsy miraharaha an'izan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/tiako-i-madagasikara | Mpanangana fa tsy mpandrava | Nalison Randrianaivo | Mpanagana fa tsy mpandrava
Ry vahoaka malagasy tia tanindrazana
Aza manaiky terena sy tambazana
Aza sodoky izay vola tsy haharitra
Fa ny tany mandroso no mahafinaritra
Ianao mantsy mihevitra fa ho tsaroany?
Izy angaha raha lany ho hitanao intsony
Hamerina ny vola sy hameno ny paosiny
Ny hany an-dohany, mitobaka... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/karako/masina-ny-firenena | Masina ny firenena | Karako | Ilay nanongam-panjakana
Sy tsy miraharaha lalàna
No injao aindraindra
Sy toa masina indrindra !
Hadino ve ny fanimbana ?
Hadino ny fanazimbana ?
Tia manao loham-boto
Sy mampihinana maloto...
Ilay tokony ho any am-ponja
No injao fa hoe hitondra..
Mitrosona ny firenena
Mbola ho tohizana hosena ?
Tsy nisy akor... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/fandeferana | fandeferana | Nalison Randrianaivo | Fandeferana
Malala a, tia anao aho ka aza ampijaliana
Tsy hahafoy anao na oviana na oviana
Fa matoa ianao nekeko fa tsy nolaviko
Dia efa natokako ho anao re ny hoaviko e
Koa miangavy, mitalaho, milela-paladia
Angamba efa fantatrao fa mijaly rehefa tia
Saingy akory tsy nosaininao mihitsy izany
Fa vao maika notoh... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/rehefa-lavitrolon-tiana | Rehefa lavitr'olon-tiana | Nalison Randrianaivo | Rehefa lavitr'olon-tiana
Rehefa lavitr'olon-tiana
Ka irery an-toera-mangina
Dia lasa indray ilay saina
Alefa mankany aminy any
Dia manontany tena hoe:
Any mantsy ianao any
Rehefa lavitr'olon-tiana
Ny tontolo nanjary zina
Ka ny sento sy ny alahelo
No mitambesatra ao an-doha
Rehefa iny mahatsiaro
Ireo fiaraha... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jarina/ilay-fitiavana-ntsika-roa | ilay fitiavana ntsika roa | jarina | Teny ampiandohana
Mola tsy ary akory isika
Dia ianao ilay voasoratra
Ho ahy ry malala
Tany lavitra no misy anao
Tsy aiko akory izay fisinao
Tao anaty minitra vitsy
Indro fa nifanerasera tsika
Niresaka sy nifampitafa
Izaho sy ianao
Tao anaty izany
No nitsiry ilay fitiavako anao
Niaraka isika roa
Hatramizao ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jarina/i-anja | i ANJA | jarina | Tononkalo sisa no hivetsoiko
Ny momba anao rehetra
Any sisa no anaovako
Ny fifonako rehetra
Anja miala tsiny tamin'izay natao
Miala tsiny aho fa namadika anao
Ifonako 'reo zava-bita
Mamelà ahy fa izaho aty mipitrapitra
Rano raraka tokoa ireny
Ka tsy azo raofina intsony
Fa ny hiverenana izany
No tsy hataoko i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/paulario/tiko-ianao | Tiko ianao | Paulario | Maro ny olona tiko.
Maro koa izay efa niriko. Betsaka nefa no be fitia.
Fa ianao no tena tiko akia.
Hitako ianao androany.
Tsy nitsiky nefa tsy nitomany.
Fa mbola ho avy ilay fotoana.
Ahafahako hilaza aminao hoe zaho tia fona.
Ny hilaza aminao aloha tsy sahy.
Fa ny hitia anao tsy mampanahy.
Ka aleoko aloha ho ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/toaka-sy-ny-fitiavana | TOAKA SY NY FITIAVANA | ANDRIAMASIMANANA Andry | indro izy roa fa nivembena,
mitsangana kely, dia io fa nianjera,
ny eny an-tanany, tavoahangy toaka,
nefa izy ireo mando sy mihoakà,
ny volon-dramatoa, dia misavoritaka,
ny akanjony rehetra, toa misaritaka,
ilay lokomena, dia mahonena,
ohatrany gaigy, tsy tiako jerena,
ilay rangahy hoy ianareo.......
dia toa ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/hevero | HEVERO… | RRAG | HEVERO…
Hevero kely ange hoe!
Ireo noharianao hatramin’ny anio,
zary lasa fongana sy ringana ho tadio,
indray nipimaso dia foana avokoa,
sina ny efi-trano, lasany ny akoho!
Ny lovia noheverina, ho sisa tsy ho lasany,
toa tsy namelany, na dia hoe atsasany,
lasany avokoa, hatramin’ny tahiry,
nefa mafy izany, nih... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/laharthe/ho-avy-any-aho | Ho avy any aho | Laharthe | Hivily any aho rehefa avy miasa
Mba hitsidika sy hamangivangy,
Tsy handeha hampatsiahy ny lasa,
Na hamerina ireo sangisany.
Ho avy any aho mba hiara-hitafa
Mbola manina fa tsy mahafoy,
Ho tonga aho f'aza mihafahafa,
Rehefa mihaody dia ampandrosoy.
Tsy hanaitaitra anao tsy akory
Raha toa aho ka mbola hankany
N... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalaina-andriambola/ny-soratro | Ny soratro | Nalaina ANDRIAMBOLA | Hanoratra hoa anao ry namako
Hanoratra ho anareo
Fa ny soratro no anambarako
Ilay fitiavako anareo
Rehefa mahatsiaro ahy ianao
Dia ilay soratro no vakio
Fa io no solotenako any aminao
Mba hampifaly anao ka vakio |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-tsiaro/tsy-kilalalo | Tsy kilalalao | Ny Tsiaro | Ny fitia tsy kilalao na koa hoe fialam-boly
Ka aza mbola miditra ao anatiny ao
Fa ao ny faly ao ny ory
Aza mipingapinga fa ndrao tsy ho zakanao
Ny fitia tsy kilalao na koa hoe fialamboly Izao re noizy fa ho lazaiko anao
Fa ahitana tsiky ao ,ao koa ny tomany
Raha itsofoka ao ianao mbola kely loatra izao
Ny fitia ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vetso-mena/iny-olon-tiako-iny | Iny olon-tiako iny | Vetso mena | Iny olon-tiako iny na tsy ho Ahy aza ry tompo
Mba tiako harovanao, omenao izay mahasoa
Iny olon-tiako iny na dia nankarary an'ilay foko
Iangaviako Aminao ry Tompo, mba vontosy zava-tsoa
Tsy anjara moa ny anay ka ataoko akory
Fa aleoko mionon-tena, mitady any an-kafa
Tsy mety hoe izahay no miaraka, fa mba koloy
I... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/ny-tena-fitiavana | Ny tena fitiavana... | Nalison Randrianaivo | Ny tena fitiavana
Ny tena fitiavana amiko ry tiana
Ny mifampizara ny mamy sy mangidy
Dia miara-ory raha hoe tojo fahoriana
Dia miara-mizaka ireo adidy |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-ho-afa-maina | TSY HO AFA-MAINA | Fredy Jaofera | TSY HO AFA-MAINA
Tsy ho afa-maina
ny mpanambaka
tsy hay tanisaina
sy mahazo laka.
Tsy ho afa-maina
ny mpanao ratsy,
na tsy mangaina
sy manam-batsy.
Tsy ho afa-maina
ny mpamitapitaka,
na hita fa miaina
sy toa mibitaka.
Tsy ho afa-maina
ny mpangala-bola,
na tsy lazalazaina
fa farany ho tola. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/sitran-tsy-miody | SITRAN-TSY MIODY | Teboka Telo | Sitran-tsy miody aho raha izay alahelo!
Ny foko efa niofo ho vato kilonjy:
Tsy mientona sento na mamelovelo,
Tsy mila fihantana, hilambana vonjy!
Sitran-tsy miody aho raha izay horohoro!
F'efa zatra niatrik'ambavana ady:
Nilom-peom-basy sy afo mandoro
Ary gadram-patoran'ny gidrana tady!
Sitran-tsy miody aho rah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/taraiky-alina-tara-bus | TARAIKY ALINA TARA "BUS" | ANDRIAMASIMANANA Andry | indro mipaika ny amin'ny valo,
dia efa tsy tazana ny mpandalo,
ankavitsiana ny eny andalana,
ireo mamomamo, sy diso lalana, |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/fitia-kisendrasendra | FITIA KISENDRASENDRA… | RRAG | FITIA KISENDRASENDRA…
Raha hotantaraina anie malala, ny dingana tafita,
na hotanisaina, tsy an-tsalasala, ireo vina tsy vita,
dia hisy alahelo, hiezaka hanarona, ny fo ‘zay tena tia,
hisy ranomaso, hamboraka ny marina, ny amiko sy indrỳ.
Raha ho hambara tokoa, ny lasa rehetra, hanova inona e?
Na hofoanana avokoa,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/zanaka | ZANAKA… | RRAG | ZANAKA…
Torovana loatra ny fo leo mitroatra,
mangidy ny fiainana tsy maintsy lalovana,
angamba kosa e! Tsy rariny loatra,
raha ny efa mitovona no mbola hatovana.
Mandràtra tokoa kay ny misetra ny fiainana,
fa misetra tena raha manao toy izany,
nefa ny anaty mbola mihibo-panaintainana,
dia mandretoka foana ny fo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/i-ketaka-sy-ralay-aventure | I KETAKA SY RALAY | ANDRIAMASIMANANA Andry | Nifoha vao maraina ilay akamanay,
andeha ho any an'ala hono hitsipo-kitay,
dia nitondra famaky sy fatin-gony,
anangonana ny azo, ho fitsinjovana ny ho avy,
dia niomankomana, nanao milay,
nijery fitaratra, toa niolomay,
dia variana ny tao an-tanana,
sady nivolana hoe : 'ty ve sanana,
haka kitay ve dia hihogo vol... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/embona-sy-tsiahy | EMBONA SY TSIAHY | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | EMBONA SY TSIAHY
ny sarinao mitsiky
no sisa fahatsiarovana
Voatahiriko an-diary,
ary singa taratasy
mirakitra ny lasa
no vinaky takariva
andefasana vinany!
ity sary tsy mivolana
no hany sisa namana
hitantarana ratra-po
fa trotraka sy potraka
ity foko adalakely
raha sarak'olon-tiana
Ka redin'olon-dresy
ve... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/anatri-neny | Anatr'i Neny | Nalison Randrianaivo | Anatr'i Neny
Mifona aho ry neny fa nandika anao
Tsy mba nandray izay mba anatrao
Hay ka fitiavanao ahy tokoa ireny
Izao aho ity vao manenina ry neny
Raha mba nihaino anao aho mantsy
Angamba tsy toy izao tokoa no nifafy
Indrisy tara loatra ny fahatongavan-tsaiko
Fa efa mikiky ahy mantsy ny aiko
Simba ilay bika ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rary/tiko-ianao | tiko ianao | Rary | tiako ianao,
hoy aho
ny tato am poko
no navoakako
faniriana hatry ny ela
ny hitia anao
ilay tokako
ny hioty ilay hatsarana
ananao ry tiako
ka ho feno ny fahambangana
raha toa ny faniriako
fa ahy ny fahasambarana
ary angamba tsy misy toa ahy
fa ianao ilay tiko no mitantana
no hany tena tiko no sady koa ti... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/i-ketaka-sy-ralay-aventure-tohiny | I KETAKA SY RALAY ("AVENTURE") TOHINY | ANDRIAMASIMANANA Andry | dia andao ary tohizana, fa ianareo sasa-miandry e!
sady izaho koa ato efa leo ny mandady,
dia tapitra teo ilay 20 minitra,
ny bandy amin'io mipitrapitra,
minia mikimpy kanefa tsy hatory,
mitsiriritra ny lanitra ambony,
kanefa tsy ampoizina fa hay nisy maso,
misodisody mitady hanao ankaso,
naniditsidina sy nisom... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/raha-mbola-fitia | RAHA MBOLA FITIA… | RRAG | RAHA MBOLA FITIA…
Tsy ho ampitahaiko amin’ny lisy eny antsaha,
na ho ampitoviako amin’ny raozin-jaridaina,
raha ny fitiavako anao ry ‘lay sila-panahy,
dia tena feno, ka lanin’ny maso, ny fo sy saina.
Niavaka mantsy ny niandohan-tantara,
pejy nosoratan’ilay avo indrindra,
ianao tokoa amiko ilay safidy sy anjara,
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fanoharana | FANOHARANA | Fredy Jaofera | FANOHARANA
Toa vorondolo
raha vao tazanina
mikorotam-bolo,
mahavalalanina.
Toa bibilava
mahay mandoka
sady mpandrava
no mpanafoka !
Toa voalavo
mahabe aretina
hita ho nandavo
izay norafetina.
Toa tanavavy
tia miova loko
sy mpamosavy,
hoy re ny foko. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/ianao-sy-ny-lasako | IANAO SY NY LASAKO… | RRAG | IANAO SY NY LASAKO…
Raha tombantomba-maso, tsara ianao ekeko,
fa raha ny indray hitia anao, tsy mba hotereko!
Efa fahadisoako, ny nitia anao fahiny,
ry malalako taloha, eo re aza tsiny!
Ianao sy ny lasako dia, samy nofafako,
ny fery sy ny ràtrako, efa nosasako,
tsy tiako himpody intsony, haningotra ny aiko,
iza... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/io-fitiavana | Io fitiavana io | Nalison Randrianaivo | Io fitiavana io
Io fitiavana io matetika mampijaly
Indraindray anefa tena mampifaly
Na tsiky na tomany dia mitambatra ao
Kanefa ve izany no hahakivy anao?
Io fitiavana io no lehibe indrindra
Kanefa toy ny ketsa tena mora afindra
Mampisento ary koa mampitomany
Io fitiavana io no hiainana eto an-tany
Io fitiavan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/ny-anilanny-tiana | Ny anilan'ny tiana | Nalison Randrianaivo | Ny anilan'ny tiana
Hafa ihany ny anilan'ny tiana
Tsy mahatsiaro izay hakiviana
Fa feno fitiavana mitafotafo
Miampy oroka sy safosafo
Hafa ihany ny anilan'ny tiana
Tsy mahatsapa izay fijaliana
Fa teny mamy sy tambitamby
Miampy tsiky sy Sangisangy
Hafa ihany ny anilan'ny tiana
Tsy mba mivesatra fahoriana
Fa ma... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/fomban-dehilahy | Fomban-dehilahy | Nalison Randrianaivo | Fomban-dehilahy
Niniako natao ireo fihetsika
Mijefijefy sy miantsiantsy
Ka maro tokoa ireo lehilahy
No raraka hivy nahita ahy
Ka mitsiriratra avy hatrany
Dinihany ambony, ambany
Izay lalovako tsy maharay lamba
Angamba nahita hatramin'ny jamba
Izaho miaraka amin'ny zipo kely
Ka noheverin'ireo fa makorely
Misy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/ho-anilay-tiako-izay | Ho an'ilay tiako izay | Nalison Randrianaivo | Ho an'ilay tiako izay
Any izay ilay tiako izay
Asa raha mba mahatsiaro ahy?
Lasa ihany mantsy ny saiko satria
Efa ela ihany no tsy nanoratra indry
Tsy hay na salama tsy hay na marary?
Tsy mba handrenesam-baovao akory
Dia izaho aty no tsy mahinam-bary
Ary ny alina aho tsy mahita tory
Ny sento sy tomany no hany ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hatenaina/tsy-haiko-intsony | Tsy haiko intsony | Hatenaina | Ny saiko ve no voa
Sa ny olona moa
No manao tandrevaka
Sy mametrapetra?
Ny fo ve no malazo
No izao no mahazo
Sa ny olona no manondrana
Sy mivadik'ondana?
Ny tena ve malemy
Sa hoe tsy anjely
Ka araraotina
Sy heverina ho tsy maotina?
Izaho ve no adala
Ka minia tsy mahalala
Sa ny olona no fatsora
Sy mitady ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/banjino-ny-aoriana | Banjino ny aoriana | Nalison Randrianaivo | Banjino ny aoriana
Aza faly mahazo vola
Manampatra ny filana
Ianao ireo ry madama
Mba fantatrareo moa?
Ny vokatr'izao aoriana
Mbola tsy tara ianao e
Fa aza dia variana e
Jereo ireto sipa kely
Tarisinao hivaro-tena
Dia roboka tokoa izy
Satria mandray vola
Dia vazaha sy karana
No manjifa azy ireo
Saingy tsy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/hitia-anao-mangina | Hitia anao mangina | Nalison Randrianaivo | Hitia anao mangina
Tiako ianao rahavako, Fa saingy ity vavako
Dia voafatotra ombieny, Ka tsy afaka miteny
Na hanambara akory,Mahatsiaro tena ory
Ka manalavi-pijaliana, Dia hitia anao mangina
Tiako ianao rahavako, Fa saingy ity fitiavako
Dia tsy ho anao irery, Tsy tokam-po velively
Fa efa manan-tompo, Ka angamba ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/ilay-tsy-sasatra | ILAY TSY SASATRA… | RRAG | ILAY TSY SASATRA…
Ianao anie ka fantatro e! Fa mikendry ny halavoako,
mikiry mafy tsy mitsahatra, ny hanosika ny foko,
hankahala izato fiainana, tsy naninona ahy akory,
ny tetikao dia diso haiko, fa hamafy sorisory!
Ka mandrafitra paik’ady, haminganana ahy hianjera,
manoritsoritra ny drafitra, handetehana ahy tsy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/diso-fiantefa | Diso fiantefa | Nalison Randrianaivo | Diso fiantefa
Ianao niserana nisoko
Milantolanto famindra
Ianao sendra niherika
Ka sendra nifanojo
Ireto mason-tsika roa
Dia nitselatra ny fo
Dia tsiky no natolony
Ho setriny ilay tsikiko
Natorako tany aminy
Dia ireo masony roa
Sisa no mipitrapitra
No tazako farany
Iza no anarany?
Dia lasa teo ny saiko
M... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/sinoa-ngita-volo | SINOA NGITA VOLO | Fredy Jaofera | SINOA NGITA VOLO
Sinoa ngita volo
no tadiavin' ny sasany ;
karohiny im-polo
sy ataony ho lahasany.
Sinoa ngita volo
no masaka an-dohany
fa tsy mpanolo
raha zavatra tohany.
Sinoa ngita volo
no lasitra amboariny,
na voakolokolo
sy mitozo ny rariny.
Sinoa ngita volo
no andrasany ho avy ;
tsy izay daholo
an... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zay-lafatra/ala-neniko-aminao | ALA-NENIKO AMINAO | Zay LAFATRA | Mety gaga angamba ianao,
mahita ahy tsy mahay mionina.
Izan'andro lava izao,
dia ny anaranao no voatonona!
Mety gaga ianao satria,
ny fo ny anao no mety mino.
Aza gaga anefa indry,
fa izaho tsy mety manadino.
Imbetsaka aho no mba nikiry, nanamafy ny efa vita...
Niaritra impiry impiry!
Mihitsy ianao efa nahita... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/kajo | KAJO…! | RRAG | KAJO…!
Raha tara-masoandro tsy natao ho anao,
aleo izy ao,
hitaratra ny hafa sy hitsilo azy ireny,
fa aza miteny!
Aiza moa izany no hisy fitia mora tefena,
fa toa tsy hita eny an-tsena?
Kajo eo ianao raha hitady hafaliana,
nefa ilavitra tiana.
Raha hazavan’ny kintana tsy hahataratra fo,
aleo any aloha,
satri... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/saino-kely-anie | Saino kely anie | Nalison Randrianaivo | Saino kely anie
Ry malagasy fantatrao
Izao fiainan-tsika izao
Fa miha sarotra foana
Isan'andro sy isan'ora
Miha lafo fa tsy mora
Angamba fa fantatrao
Fa maro ireo taraina
Be tokoa ireo talaho
Mila hanimba ny saina
Ny pesta sy ny dahalo
Dia mirongatra mafy
Ireo no tena fahavalo
Mamono ka mahafaty
Ireo anef... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/jamba | JAMBA | Fredy Jaofera | JAMBA
Tsy hitanao
ny fo izay nitia
raha tao ho ao
sento ny dia !
Tsy hitanao
ny maso nijery
ka tahaka izao
no soa efa very.
Tsy hitanao
ny hafatra lava
ka 'ndeha zakao
ny zavatra rava.
Tsy hitanao
ny nanakanana
ka trotraka vao
mila fiadanana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/satria-tiako-izy | Satria tiako izy | Nalison Randrianaivo | Satria tiako izy
Kanto, Sarobidy, Meva, Koloina, Dera, Rabary, Vola, Bebe Rasoa ary Dadabe Lemaka
Dera
Koloina a. Tena tia ahy marina ve ianao?
Koloina
Eny ry Dera a. Eny mandrakizay raha sitrakao !!!
Dera
Misaotra akia koloina a
mahatsiaro sambatra ery aho manana anao
Koloina
izany ve?
Dera
ie!! Ianao tsy ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/hafa-ihany-vao-maty-iana | HAFA IHANY
Vao maty iana | Rary Nofy | HAFA IHANY
Vao maty ianao ry Neny,
Dia tsapako mangidy,
Ny fiainako rehetra.
Ny vatako nipararetra,
Ny saiko tena niady!
Fa tsisy mba mpiteny.
Tsisy mba nanitsy,
Amin'ireny adalako ireny,
Tsisy koa mpibedy!
Raha toa mirediredy.
"Tsapako eto mihitsy,
Fa hafa ihany i Neny e!"
Reny tena tsotra,
Reny saro-pia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nalsonrazakariasa/tia-tsotrizao | Tia tsotr'izao | Nalison Randrianaivo | Tia tsotr'izao
Vavy
Vao tsy ampy ora iray akory
No nahalalanao ahy izay
Dia sahy ianao ny mitory?
Milaza fa hoe tia ahy?
Lahy
Tiako ianao hoy ny foko
Tsy nanery tsy nandidy
Ka angamba tsy hadisoako
Fa anjaranao no misafidy
Vavy
Dia lasa ary izato saiko
Ny eritreritro any ho any
Ka tsy hita izay ho lazaiko... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vals-natiora/eh-tiako-izaho-raha-ian | Eh ! Tiako izao | vals cristian | Eh ! Tiako izao raha ianao tiako
No mba ho tia ahy ihany koa
Izay no hany fifaliako
Ka hampamirana ity fo
Hatrizay mantsy aho dia, nitsiriritra
Tsy leo izany, na sasatry ny maminavina
Hoe rahoviana aho vao tsy hipitrapitra
Sy rehefa lalovanao dia tsy ho lasam-borona sy variana
Koa andeha isika re hiarahanorina
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/antsirinala | ANTSIRINALA... | RRAG | ANTSIRINALA...
Samy niezaka niampita,
samy nanao izay ho vita,
samy mba nilanja tongotra,
samy reraka sy drodroka.
Saingy ny firaisankina,
tamin'ireo naman-tiana,
no nanosika hitroatra,
ka nahavita tafahoatra.
Antsirinala ilay tsiaro,
nisy tsiahy nifangaro,
teo ny mamy sy mangidy,
zary embon'ny tadidy!
Ant... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/antsa-tononkalo.r/izato-foko-mahatsiahy | Ny foko mahatsiahy | Antsa tononkalo.R | "Ny foko mahatsiahy"
Manantena ahita inona aho. Miandrandra ny habakabaka
Ka mitazana ny volana mangasoaso soa
maniry ahita anao?-ka mivetso tononmbavaka
ito foko mahatsiahy... Te ahita anao tokoa.
Manantena an'iza hamaly aho. Ao anaty fisentoana
njary tafateny irery amin'izao hariva izao
ka miresaka amin'ny vol... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/iny-lalaniny-herezo-let | INY LALAN'INY
Herezo let | Rary Nofy | INY LALAN'INY
Herezo letsy zandry,
f'efa herinandro sisa a!
Herezo f'aza miandry,
Ny fampandriana andrisa.
Atanjaho ny saina,
ny fo ampionony!
f'aza mora tohina,
amin'itony tsiaro itony.
Herezo letsy zandry,
ny tanjona kendrena a!
Aza mora mandry,
Amin'ireo fifanekena,
amin'ny resaka henahena.
Tozohy tsim... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/lefitro-foana-raha-toa-i | LEFITRO FOANA
Raha toa i | Rary Nofy | LEFITRO FOANA
Raha toa ianao tsy tia,
Miezaka mampijaly,
Tsarovy ry Miangaly,
Fa ny ahy "Lefitro foana".
Na fanambaniana,
Na fanaratsiana!
Eo fa ho zakaiko ihany,
Satria fiainana an-tany.
Na tabataba,korontana,
Na rabiraby,haromontana!
Lefitro ihany raha ny ohatr'izany,
F'izaho tsy hitomany.
Na hiova ho ta... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/mitady-anaran-jaza | MITADY ANARAN-JAZA... | RRAG | MITADY ANARAN-JAZA...
Vao nitera-bavy hono ireo mpivady, naniry dimby mafy,
dia niezaka nikaroka anarana, toa hoe atao anaran-gasy,
ka niezaka nikaroka, anarana mahasoa an'ity tolo-janahary,
nanambatra litera, nandanindany lera, hoe maninona raha i Hary?
Hary satria aina, sombiny hiaretana, hifoazana maraina.
Har... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/na-andro-na-alina | NA ANDRO NA ALINA | Fredy Jaofera | NA ANDRO NA ALINA
Na andro na alina
dia any ny saiko
fa fitiavana lalina
no andrandraiko.
Na andro na alina
dia mitady tokoa,
na eto toa malina
sy lasa ambiroa !
Na andro na alina
dia vetsoko foana
ka ny nofiko halina
mamy nahamoana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/raha-samy-tany-koa | RAHA SAMY TANY KOA...! | RRAG | RAHA SAMY TANY KOA…!
Ianao hoe te hitondra ny tanindrazanay?
Ento aloha ‘zahay!
Ovao ny fiainanay ‘zay resim-pahantrana.
Asehoy ‘lay fiantrana!
Fa tsy hisy velively tany afaka hiroso,
raha toa ‘zahay tsy handroso!
Tsy lavinay ‘zay vina entinao mitroatra,
mba ho harin’ny vahoaka!
Raha toa ny mahaolona no fototr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/epistily-farany | EPISTILY FARANY…! | RRAG | EPISTILY FARANY…!
Mbola voatahiriny, ny tsiaron’iny lasa,
izay rafi-tsora-tanana, nandrafetan-kasa,
ilay taratasy farany, natolotrao ho azy,
niorenan’ireo vinany, nanamafisam-boady.
Mbola any aminy, ny aingan-tsoratrao,
narafitrao foiny ianao nandeha nandao,
niazo lalan-kafa, nanova indray ny dia,
ka nanafoana ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/toy-izany-koa-ny-foko | TOY IZANY KOA NY FOKO! | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | TOY IZANY KOA NY FOKO!
banjino iny volana somamby
hanabakabaka iny,
fa raha sembanin-drahona
ny tara-pahazavàny
moa tsy miaina anaty aizina
ny kintana sakaizany?
toy izany koa ny foko
raha vao sarak'olon-tiana
misento, mitoloko
fa lavi-pifaliana
ary izaho izay nanantena
naniry ny hotiavina,
naniry ny hoeke... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zay-lafatra/horoy-aho | HOROY AHO | Zay LAFATRA | Fantatrao tsara,
Izay tiako hambara
Eny na fijery,
Dia nanosika ahy hanery...
Hilaza zavatra ambony,
Mitohetra tsy mitony,
Any anatiko any,
Dia ilay fitiavana izany.
Ka aborako izy anio
miangavy aho valio,
fa tiko loatra ianao,
tena tiko tsotra izao...
tiko rehetra rehetra
manotolo tsisy fetra,
eny hatran... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/iny | INY...! | RRAG | INY…!
Am-pamitàna iraka izy,
no indro mba miangavy,
ny hibanjinanao,
ny akanin’izy mianakavy.
Mba tsimbino re,
iny sombin’ny ainy iny,
tantano izy Tompo,
fa mbola mpivahiny!
Vao mianatra mamindra,
manoritra ny lalany,
toa zaza saina koa,
ka ny tomany no hany fantany.
Arovy izy Tompo,
tantano re ny diany,
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/ry-aiko | RY AIKO... | RRAG | RY AIKO...
Mbola tsy ary ianao ry aiko,
dia efa tiako sy lalaiko,
efa ohariko amin'ny tenako,
toa ritsodritsoky ny fonenako.
Ka ny heriko rehetra,
sy ny aiko tsisy fetra,
dia atokako ho anao,
na mbola tsy ary aza ianao!
I Dada efa maika ery,
maika hizara ny fitia,
i Neny tsy mahandry hitrotro,
i Dada koa mb... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/eny-izao | ENY IZAO…! | RRAG | ENY IZAO…!
Ataoko sarisary anaty fononteny,
ilay mitia anao tsy misy elanelana,
atao indray mitopy sy indray mijinery,
ny hanonofy anao ka hianoka ny felana.
Dia alefa ny eritreritra hita mba ho any,
hitondratondra hafatra hambaboana anao,
mba hanafoana koa ny elanelan-tany,
izay sakana tsy ahafahako, ny ho eo ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ilay-tia/alahelo | ALAHELO | Ilay Tia | Raha andeha ianao,hisinda vetivety,handingan-taona ho an'ny foko
Atolotro ho anao,ho anao irery akia ny vetsovetsom-poko
Raiso,hasoloy ny fonao ahiako hivily
Iriko mba ny foko no hitempo anatinao,izaho no mpamily
Izay mety ho fifaliako tsy maintsy ho tsampanao
Izay zavatra iriko tiko ho fantatrao
Raha sendra alah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/3k | 3K… | RRAG | 3K…
Diso nohararaotina, ny fahatsoram-poko,
noheverina ho halemena, izaho ‘lay nitoloko,
nilefitra fa tia, tsy nahafoy anao,
lazaina havendranako, izaho ‘lay nitalaho!
Dia narabiana teny, ny saiko tsy nitroatra,
impiry moa ianao, no mba nahay nisaotra,
ny foko mba nanolotra, teny mamy ho anao?
Toa hosanatriavik... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/misy-rahona | MISY RAHONA... | RRAG | MISY RAHONA...
Na misy aza rahona, mandrakotr'iry lanitra,
na misy fahoriana, nandaozan'Andriamanitra,
dia hisy ao finoana, hampatsiahy ny efa nomeny,
fa izy ilay Tompo, mbola eo hijery!
Toy izany koa, ny finamanantsika,
tontolo iray mandravina, sy miezaka mampita,
fa hery iray ihany, no tosika hamaharana,
ny f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/raha-toa-ka-sanatria | RAHA TOA KA SANATRIA… | RRAG | RAHA TOA KA SANATRIA…
Ny foko mievotrevotra, tia fa toa miahotra,
manahy ny valin-teny, sady toa matahotra,
sao hoe tsy tiana, ka ho ankalaina indray,
aleoko mijanona, namanao mandrakizay!
Ny masoko mibanjina, mitazana anao,
toa mba te hamboraka, ‘ty fitiavako anao,
saingy misalasala, ny hilaza ilay fitia,
indr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zay-lafatra/voaly-fotsy | VOALY FOTSY | Zay LAFATRA | Voaly fotsy izay haingony tenanany,
Voatana akarihary izaho milaza na tsy erany!
Mbola hitako eny foana ilay voaly fotsinao,
Na soratra aza ity dia mieteza ho fiainanao.
Fa io anie ka voaly,tsisy tsiny,tsy azo alaina,
Na hikiry biby ianao na hifofotra amanaina.
Satria mbola tsy fotoanany ny handiavanao ny taniny,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/zay-lafatra/kitroka-sy-rahona-mainty | KITROKA SY RAHONA MAINTY | Zay LAFATRA | Iny rahona eny ambony,
be hadiry sy matevina.
Rahona mainty feno lony,
nampijaly tsy nibanjina.
Ny masoandro tsy mihiratra,
ka takon-drahona ny tany.
Mitsolafaka eny an-tatatra,
ilay olon-tiako mitomany.
Ka mijaly sy maratra,
Ao anaty haizina mangina.
Midobodoboka ao an-tratra,
ilay fo feno hakiviana.
Ka mi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/rango-pitiavana | RANGO-PITIAVANA… | RRAG | RANGO-PITIAVANA…
Ilay noheverintsika ho odin’ny alahelo,
no zary poizim-po nanondraka talaho,
lasa lelan’afo mireda sy mihelo,
nandrava ny fitia narafitro sy ianao!
Ilay noheverintsika ho rano tsy hampalazo,
no danik’andro handoro ny fitia mandrobona,
‘lay fandravana aretina natao ody tazo,
no zary lasa tosika ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-mitia | NY MITIA | Fredy Jaofera | NY MITIA
Mijaly
ny mitia,
na faly,
matokia.
Mihaino
ny mitia
ka saino,
mitodiha.
Mijery
ny mitia,
na irery,
mitsikia.
Mizara
ny mitia
ny tsara
ho doria. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rrag/mangina-hoy-ianao | MANGINA HOY IANAO…! | RRAG | MANGINA HOY IANAO…!
Mangina hoy ianao, ‘ty foko manirery,
mihantahanta kely, toa tsy mahasahy miteny,
miangotingoty, te haneho fitia,
mikiry mafy ery, maniry ny hiara-dia.
Dia mba nanipy tsiky e! Fa babon’ny fijery,
resin’ny endrikao, ‘lay kantokanto jery,
nidongidongy, ny hotiavinao,
injany ny aty foko, asa ra... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/catmaj/ny-mpanorotra | Ny Mpanorotra | CATMAJ | Androany maraina
Nifoha aho dia noraisiko ny penina
Dia nanoratra satria mba misy tiko ho tenenina
Tsy nataoko ambava fa niezahako raketiko an-tsoratra
Mba ho tadidy, tsy ho voafafa fa hijanona toy ny olatra
Tsy namorana aho ary tsy nanakatra ny tsitakatro
Fa izay efa misy tao an-tsaiko
Dia iny ihany no lazaiko
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rary/nahoana | nahoana? | Rary | dada o!
fa nahoana hoa isika?
no tsy mba misy mpanontany
rehefa iny tsy mba tonga
amin ny fanasana...
ary tsy heveriny akory
ny mba hifampiresaka
amin ny mombatsika..
fa toa zarany aza...
dada....
nahoana koa?
ny taratasy sesilany
mandrahona izay tsy izy
no omena antsika
rehefa iny tsy manatrika
ny asa m... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.