url stringlengths 43 292 | title stringlengths 0 91 | author stringlengths 0 50 | content stringlengths 31 62.1k |
|---|---|---|---|
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kanto-sarobidy/nirina | Manantena | kanto sarobidy | Niriko ho anjarako amin'ny fiainako any aorina
handrindra ny androm-piainako ny amiko rehetra
hahaizako mitia sy mitazona ireo dina
ka ato ampoko ny fonao,no hiriko hitoetra
faniriko foana, iaina hatrany ny finoako
fa ny didin'ny fitiavako dia anao irery ihany
raha sendra malaelo ity foko mitoloko
dia ianao no ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/kanto-sarobidy/ny-tanjoko | Ny tanjoko? | kanto sarobidy | Hanaja ny fony mitia ho ahy irery...
Hitia azy foana raha mbola miaina
Hanaloka azy raha sendra voajerin'..
rojon'ankaso mandrotika saina..
Hitia foana hatrany n'aiza misy azy
Hibanjin-tsy hiala @ ireo fanirina..
Ho tena fitiavana tsy vazivazy..
Fa mandrakizay re ry tiako ''Nirina'' |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/fa | fa....! | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | FA....!
fa...! ianao ilay kintana
mpandravaka ny habaka
ho famantaram-bintana
izay sarotra finantatra
fa...! ianao ilay volana
mpanazava isak'alina
mpamaha ny olana
raha tavela anaty lalina
fa...! ianao ilay masoandro
mpampitsiky ny maraina
mitsidika isan'andro
ny fo misento mitaraina |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/amiko-ny-ray | AMIKO NY RAY | FahNamby | AMIKO NY RAY...
Amiko ny ray, dia andry sy fiankinana
Manohana hatrany, na inona kinendry
Mikiry ka mikiry, eny na tsy mihinana
Mikolo sy mitaiza, ny zanany mba ho hendry.
Amiko ny ray, dia fanilo manazava
Manitsy ny tsy mety, izay ataon_janany
Tsy mba mety kivy, fa miramiran_dava
Raha mbola afaka mitady koa ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/fa | FA... | FahNamby | Tsy laviko fa mafy, ny tia fa tsy mba tiana.
Fa fotsiny aho manaiky rehefa ianao no hoe tsy tia.
Saingy kosa fahadisoako ny mitia anao mangina!?
...Angamba kosa TSIA e!
Tsy laviko fa mafy, ny manadino ny taloha.
Fa fotsiny aho manaiky rehefa izay ilay fitia.
Saingy kosa ny fitiavako hoe intsony tsy hifoha!?
...A... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/ahy | AHY... | FahNamby | AHY....
Redonin'ny foko ny ratran'ny lasa
Nandamaka saina, nandavo kinasa,
Kaloiny ao anaty ny ngidin'ny tsiahy-
Sy ny aloka maintin'ny ratsy fanahy.
Ventesin'ny saiko ny riman'ny fery
D'izaho no mimalo mizaka irery,
Ny hazo filanjan'ny very fanahy-
Tsy hidongiako fitserana ho ahy.
Ketohin'ny ady ny saina mar... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lay-fo-hafa-kely/fenohery-no-anarako | fenohery no anarako | Fenohery Raharison | no anarako
mahalasa saina ny tantarako
mba hatadiavanao ny anarako
Dia io ny soratanako
Na mavesatra aza ny ankatso
ka tsy hatao andatra-dranomaso
Fa ny soratanako mba banjino
Dia ny anarako aza a adino
Souvenir mana-tompo
Ka tandremo Sao aloto
Aza afindrafindra tanana
Sao maharatsy fiavanana
Souvenir manan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/tazny | TAZÓNY | FahNamby | TAZONY...
Andriamanitra ô!
N'inona n'inona mianjady amin'izato zanakao
Dia tolory saina hendry..
Tazony Tompo tsy hivily amin'ilay fitiavanao...
Amin-javatra kinendry.
Tsy mahefa n'inona n'inona raha ny vatako malia
Raha tsy miaraka aminao...
Efa very aho hatrizay, raha tsy niantso ianao "modia"...
Endrey, ny ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/tsy-fitiavana-namboarina | TSY FITIAVANA NAMBOARINA | FahNamby | TSY FITIAVANA NAMBOARINA...
Raha iny nifanojo ny masontsika roa,
Dia tsapako avy hatrany fa nitsimoka ilay voa...
T'anaty foko tao,
Tsy akory tia anao fa, nitsimoka ho namana...
...nitrebona ho sakaiza, dia nifandray ny tànana.
Tadidinao ireny!?
Vetivety teo, nanjary niara_dàlana,
Nanomboka nitafa,
'Zaho moa n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/impiry | IMPIRY? | FahNamby | IMPIRY...?
Impiry aho no voadona...
Raha iny mba nitia?
Impiry koa nohesoina...
Raha sendra miara_dia amin_tovovavy tiako?
Impiry rikoriko
Tamin'ny adalan'ny foko?
Impiry koa ny diako
Nisetra ireo toloko tsy haiko nofafana?
F'impiry norarana
Tsy hiresaka fitia?
D'impiry nodakana
Raha sendra nikodia tamim_pa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/aloka-niserana | ALOKA NISERANA. | FahNamby | ALOKA NISERANA...
Nodoninao ny foko
Dia lasa ianao nandeha
Navelanao ho tia...
Dia nilaozanao mangina
Ny hany mba tsaroako
Dia 'lay teninao hoe...
"Aleoko dia minia
Mandao anao ry tiana."
Dia...lasa ianao nandao
Tsy hitako tazonina
Tsy hiverina intsony
Eto anilako eto angamba
Veloma hoy ianao
Tamim_peo mi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/voafetra-ny-fotoanako | endri-pahafatesako | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | endri-pahafatesako
raha tonga ny fotoana tsy maintsy harariko
dia sitrako indrindra mba tsy handaniana vola
ary aza atao ho nenina fa ny hany fiangaviako
dia ho ento am-bavaka izay rehetra fitsaboina
ary raha tonga ny fotoana tsy maintsy hialako aina
dia aza asiana ranomaso, aza asiana koa tomany
fa sitrako indr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/ny-fanambadiana | NY FANAMBADIANA | FahNamby | NY FANAMBADIANA.
Ny fanambadiana rehefa mijoro
Dia sanatriavo ny hoe hampikoro
Ny handika ny voady 'zay nifanekena
Na handrava 'reo toky 'zay efa nomena.
Ny fanambadiana rehefa mijoro
Tandremo hatao toy ny fitiavan_kidoro
Alina ihany vao mba tsarotsaroana,
Sy mpandrotsirotsy raha sendra hamamoana.
Ny fanambadi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lay-fo-hafa-kely/alahelo | Alahelo | Fenohery Raharison | Aza mitomany
Zato malalako izany
Raha handao anao aho akory
sanatria hanadino ny fitiavan-tsika sy dry
Fa ianao no safidiko
Sy natokana ho ahy
Dia hanaja anao ho doria
Fa izany ny adidiko
Ka aza malahelo
Na mitomany
Fa fenohery ts amel anw irer
ary ts amel anw hu lavo
Fa mitraka hatrany
Fa zany ny fiaina2 ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/marina | MARINA? | FahNamby | MARINA?
Tsy mbola nisy marina, niseho an_karihary
Tsy mbola nisy marina ka hoe naseho an_tsary
...ho hitan'ny vahoaka.
Tsy mbola nisy marina niseho an_kalalahana,
Fa efa nisy marina, voageja sy voabahana
...Tsy afaka nivoaka.
Tsy mbola nisy marina niaina tamin_drotsiny
Tsy mbola nisy marina ka hoe nomena fotsin... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/ry-fasana- | RY FASANA Ô! | FahNamby | RY FASANA Ô!
Moa ve misy fifaliana ao an_kianjanao ry fasana?
Maninteraka adin_tsaina ny fijoalajoalanao
'Reo rehetra lasanao, moa nimpody raha nandrasana?
Mampisento ianao ry vato tsy mihaino ny talaho.
Toa ianao 'lay mampikoa no totofam_boninkazo,
Fa hafafinao an_tany, 'reny ngidy tsy ho telina
Kanefa, hafalia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/ry-taniko- | RY TANIKO Ô. | FahNamby | RY TANIKO ô!
Ny hany zavatra tsaroako
Sady indrindra fahalemeko
Dia ny saiko sy ny foko
Tsy mitia ny Fireneko.
Mahangoly ny fanahiko
Sy mahalasa ny vinaniko
Saingy vitako sy sahiko
Ny mivarotra ny Taniko
Raha hanody ny natao
Dia hiriako mba ho neniko
Ny nanosihosy anao
Ry andriamanitry ny Teniko.
Angatahi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/mamiko-loatra | MAMIKO LOATRA. | FahNamby | MAMIKO LOATRA...
Mamiko loatra 'zay Neniko izay
Manam_pitiavana ho ahy hatrany
Mamiko loatra e! ho mandrakizay,
Tsy misy hahasolo raha mbola eto an_tany.
Mamiko loatra ny fomba fitaizany
Miteny ahy raha diso ny lalan'ombako
Mamiko loatra ny tena fahaizany
Mandamin_tsaina amin'izay hadalako.
Mamiko loatra tsy h... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/rahatrizay | RAHATRIZAY... | FahNamby | RAHATRIZAY...
Rindrina vato tsy azoko ihoarana
No mamefy ny nofo, singa marefo
Lamba matevina no hifatrarana
Ho giazany hatramin'ny aina nisefo.
Fofona lao, tsy mba azoko ialana
No manentoento ao an'efitra hitsorako
Ny taolako mihintsana, toa fahagagana!
Nangina ny toky sy dina naborako.
Haizina lava tsy mba m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/raha-andeha | RAHA ANDEHA | FahNamby | RAHA HANDEHA...
Zandry a!
Raha handeha ianao anio
Dia izao no tadidio
Tsy hisy intsony ny fotoana
Hisangina sy hitosiana
Toy ny omaly sy ny lasa
Indrindra moa ireo kinasa
...nofinofy 'reny sisa.
Raha andeha ianao,
hanaraka azy
...tsy akory vazivazy
Fa matora fo sy saina
Hiatrik'ady vaovao,
ao an_ tokantra... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/andeha-aho | ANDEHA AHO | FahNamby | (Diary sendra hita.)
ANDEHA AHO
Mama a,
Farany androany
Andrenesanao ny feo avoakan'izato vavako
Eny, hatramin'ny tavako,
Anio no andro farany ahitanao azy kivy.
Fa...vao tonga ny amin'ny sivy
Dia vatana tsy miaina no ho hitanao an'efitro
Indrindra ny eritreritro,
Tsy hisaina intsony angamba
...ny misy niain... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/ny-rariny-ve | NY RARINY VE? | FahNamby | NY RARINY VE...?
Angamba aho tsy hiteny, ny andro mety hisiany
Fa mba mampahatsiahy, ny zavatra takiany.
Ny fihavanana eto, toa miseho an_tsarisariny
Ka moa ary izany, hampiposaka ny rariny?
Ny antsika eto, andrianina ny manana
Kanefa sanatriaviny, izany hanolo_tanana,
Ny harena sy ny volany, ireny no hitariny
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fahnamby/efa-voasoratra | EFA VOASORATRA. | FahNamby | EFA VOASORATRA...
Malala a!
Hofenoiko soratsoratra eo ivelan'ny fitia
...'zay hiombonantsika roa
Mba ho fantatry ny maro fa...
...izaho sy ianao dia mifankatia tokoa,
Eny e! mpifankatia isika...
Ataovy an_tsaina ho'aho fa:
"Ny fitia raha angalarina, tsy vokatry ny fo"
Ny efa manana ny tiany,
...tena ekeko ho ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/djah-hco/io-dada-io | IO DADA IO | Djah Hco | Teny iray tsy mba diso ary tsy tokony ahagaga,
Hoe: izao, ianao mbola silak'i dada.
Ka rariny raha ho azy ny toa sy ny haja.
Tiavo izy, ankasitrao, omeo lanja.
Fa io dada io mantsy no nizaka ny mafy;
Nitady izay rehetra ahasoa anao;
Ny fiainan-drehetra na tsara na ratsy,
Dia tsy maintsy niainany hatramin'izao SA... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/tsy-mandry-ny-tany | TSY MANDRY NY TANY | Teboka Telo | Mitombo isan'andro raha eto amintsika ireo herisetra :
Halatra, vono sy sito-mahery, fanendahana, ... etsetra ;
Ny hala-jaza s'ireo fanolanana, tsy ambara intsony, ...
Asa na nihoatra ny daozin'ny toaka na koa ny rongony!
Mba maodomaody isika rehetra rehefa mandeha,
F'ireo tsy mifidy na an-dalan-kely na an-dalam-b... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/nandiso | NANDISO | Fredy Jaofera | NANDISO
Nandiso ny fanantenana
ny tany ka kivy tanteraka
matoa izy ireo ka nialana
fa tena olo-nandreraka.
Nandiso ny fieritreretana
ka aoka aho hihatakataka
fa mafy ny zava-niaretana
saingy voaovan'ny vavaka.
Nandiso ny fahatokisana
ka aoka re mba hisintaka
fa tsy any no nanofisana
ny soa tiana hampibitaka... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-mandimbison-fenoantra/raha-mbola-misy | RAHA MBOLA MISY | RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra | Raha mbola misy vary
Arosy hohanina
Itondray lasary
Fa izany izao mahamanina
Raha mbola misy laoka
Maninona no hafenina
Ny ato anatiko mitsotra
Tsy azoko tenenina
Raha mbola misy,
Voninkazo lisy,
Atolory aty,
Hanokatra fitia
Fenoantra(RFM) |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/aokizay | AOK'IZAY | Teboka Telo | Tsy haditra intsony aho, ry Dada malala,
Manomboka izao :
Hahay hankato, tsy hihoatra ny vala,
Tsy ho be kilalao ;
Ho zaza mpanoa 'reo ray sy ny reny,
Masoandro amam-bolana!!!
Ry Tompo Nahary o! Tahio izy ireny
Tsy hananany olana.
Tsy haditra intsony aho, ry vadiko tiako,
Rehefa nandalina :
Tsy ho tia sotroso... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/sambatra-ho-ani-rado-georges-andriamanantena | SAMBATRA, ENY, SAMBATRA! | Teboka Telo | Mba sambatra, eny, lahy ka sambatra
Iny peninao iny:
nofejain'ny tananao;
Nizaranao ny alahelo,
Vetsom-po, tsiambaratelo,...
Notantarainao azy iny, ireo hakanton'ny fahiny,
s'ireo kalo mbola vao,...
Fa sambatra izy, tena sambatra
Satria ny fonareo mitambatra!
Mba tretrika, eny, lahy ka tretrika
'reo loko maro... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/zanako | ZANAKO | Teboka Telo | Mangina, mangina, ry zanako izany,
Ka aza tomany!
Etsy ho fafàko ity masonao.
Fa manomboka izao :
Tantanako ianao sady hosakambiniko,
ary hankiniko
amin'ny Tompo ao ambony, ny ampitsonao,...
mBa tsy hanindao.
Idada, iny mantsy, dia hitanao ihany
fa tena mpandany
no sady mpiliba,... fa tsy mba mpitady.
Ka rah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/ilay-hatsaranao | ilay hatsaranao | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | ilay hatsaranao
ilay tsikinao mamiratra iny
toa miendri-bato soa
ireo nify izay miseho
no manintona ny masoko
ary raha iny aho nijery
dia tazako ilay fandainga
izay manendrika sy mandravaka
ilay endrikao mahate ho tia
ilay feonao manga
mandrotsirotsy izany foko
sy mampilamina ny saiko
ka mampirehitra ny fit... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/malala-tena-tiako-ianao-i | malala tena tiako
ianao i | lain's rakoto | malala tena tiako
ianao ilay tsy foiko
tsy rahatrizay
amen! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/impiry-impiry | IMPIRY IMPIRY | Teboka Telo | Efa impiry impiry izay no nitadiavako ny tsara
tamin'ny tany tsy hay, tsy fantatra?
Efa impiry impiry koa no mamo aho tanaty bara
Dia nandoa sy nandry an-tatatra?
Angamba kely raha in-jato, nitalahoako teny am-pasana
Ireo razana mpitahy!...
Nefa efa lasa vato ny fon'ny olona efa lasana
Ka tsy misokatra ho ahy!
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/matetika | MATETIKA | Fredy Jaofera | MATETIKA
Matetika ianao
no vetsovetsoina
hitondra hira vao,
ho hita antsoina.
Matetika ianao
no eritreretina
fa tsy mba lao
'reo noraketina.
Matetika ianao
no taditadiavina
hiteny ahy andao
fa efa notoavina.
Matetika ianao
no tsarotsaroana
hanova eto izao
ho firavoravoana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/aty-jerena | ATY JERENA | Fredy Jaofera | ATY JERENA
Aty jerena
fa kanto ery
ny bikanao ;
rebirebena,
azom-pitia
ka toy izao.
Aty jerena
fa tiako be
'zany volo ;
ao volena
raozy re
na lolo.
Aty jerena
fa manja kely
'tony maso ;
mihenahena
nefa anjely
tia manaso. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/kolikoly | kolikoly | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | KOLIKOLY
firifiry ny saina no babo
ny fitiavam-bola sy harena!
ary firifiry ny olona no lavo
rehefa tsy mba manam-pahendrena
rehefa kely ny eo an-tanana
dia manita-tsaina hanao tia kely
na havana, na namana
dia hararaotiny ombieny
tsy olon-tsotra, tsy manampahefana
fa voasarika avokoa, hanao risoriso
ka raha... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/madagasikara-mahonena | madagasikara mahonena | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | Madagasikara!
Angamba,
tany efa rendrika
gasikara niova endrika
Angmba,
Nisaratsara-bazana
matoa gasikara tany ngazana |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/sina | SINA! | Teboka Telo | Atolotra ho fanaovam-beloma An'i Mopera Remi Ralibera
Noho ny fodiamandriny ny Zoma 21 Novambra 2008
Nodimandry ianao, 'lay Ray, ka gina ny alina ary sina;
Mangasihasy ireto zaza, mitoloko am-pony ao!...
Ireo tafa sy ny dinika, ... Tsy hadino fa injao
Mamelovelo sy manako ao an'efitra mangina!
Mivangongo izato ra... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mazavatsinana/rotoroto-zany-miaina-voa | an-tany lavitra | Mazavatsinana | Rotoroto 'zany miaina
Voakajy ny minitra
Tsy milamina ny saina
Ny segondra voatanisa.
Mikoropadropa-dava
Mamonjy asa ny maraina,
Tsy andry ny andro hanazava
Maika hamonjy velon-taigna.
Finarinaritra tokoa
Miala sasatra ny hariva
Lay mba hany tena soa
Iny alina madiva.
Hiala sasatra tanteraka
Ny fo, saina, ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/poeta-mivavaka | vavaka poeta | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | vavaka poeta
Tompo o!
indro ny talentako
entiko hiderana Anao
ka ny kely izay mba vitako
dia atao ho voninahitrao
ary ny kalo izay soratako
dia hankiniko Aminao,
dia hamasino ity sora-tanako
ho entiko hiderana ny Anaranao
dia ilay feoko miantsa,
hiantsako ny fitiavanao
no solom-bavaka asandratra
ho fanandr... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra.vo.l.a/anatra | Anatra | RA.VO.L.A | Raha ny ranomainty efa tapitra sy ritra
nanafarako anao mba tsy haditra
tokony ho hendry ianao hatramin ny anio
mitohy hatrany am paradisa ka mba tadidio
ny aina anie tsy hananampiry
raha tafasaraka dia hirifiry
ka diniho ny teny avoaka
fa aza atao tafahoatra
raha ny anatra navoaka imolotra
sitrapo matoa natol... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mazavatsinana/any-ianao | Ho anao | Mazavatsinana | Ho anao
Mety hofaty ve ny afo?
Raha tobasan-dranomaso
Sy tebiteby mifamaho
Alahelo sy talaho.
Mety hiova ve ianao?
Raha nilaozako izao
Tsy hisy hiondananao
Ka hitady vaovao.
Izaho anefa tsy matory
Fa mahatsiaro tena ory
Tsy hanadino anie tsy akory
Ny ahiahinao esory.
Aoka ianao ho tamana
Mbola hiady ny ak... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/tambawaks | TAMBAWAK'S | Teboka Telo | Fa tambawaks, hono, izaho, nefa niakatra ny ville!
Bebe satroka sy lamba, mitaingin-kapa kiranyl!
Miandrandrandrandra raha mamindra sy raradrarak'ivy lava;
Mivozihitr'ati-molotra amin'ity paraky ato am-bava!
Fa Tambawaks, hono, izaho: midaikadaika ny fandeha
Mitanjozotra aloha sy aoriana raha miaraka eny an'arabe!... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tanantsoa/nankaiza-ry-foko | Nankaiza ry foko | Tanantsoa | Nahoana ry foko no misento maraina?
Toa vetson-toloko sy hiran-taraina
No misandratr’izao, manangoly ny anaty
Toa hiran-talaho, ka mila tsy ho tanty
Ny maso manjeny, ny saina torovana
Fa mibosesika ombieny ny fahatsiarovana
Kanefa ry foko, ny omaly ka hafa tokoa
Andro namiratra be nibalika, ka nahoana ary moa?
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-mandimbison-fenoantra/liantsoa-vehivavy-iray-t | LIANTSOA
Vehivavy iray t | RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra | LIANTSOA
Vehivavy iray tsy fantatro
Tsy aiko fihaviana
No nametrahako ny fitiavako
Fa tojo tena tiana
Liantsoa no anarany
Kanto,meva,tena tsara
Tao amin'ny Geg no nianarany
Ilay tovovavy nahatara
Dia nomeko ny fitiavako
Tato anatiko ry tiana
Mba raiso re rahavako
Izato vetsom-paniriana
Fa novalinao tsia
T... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-mandimbison-fenoantra/hanoratra-aho-hanoratra | HANORATRA AHOHanoratra | RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra | HANORATRA AHO
Hanoratra aho
Hanoratra foana
Hanoratra ho anao
Raha mbola misy ny fotoana!
Hanoratra aho
Hoan'ireo taranako
Mba ho hendry tsara ianao
Ry zanako!!!
Noho ity soratra ity!
Hanoratra aho
Ho hany tanindrazako
Lalaiko sy malalako
Ho hany ireo maty maritiora
Ho ataoko tantara
Hanoratra aho
Ho ha... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/antol/mitsikia | Mitsikia | Antol Herinala | Raha tojo fanaintainana;
Asio tsiky ny fiainana,
fa hisinda vetivety,
tsiky kely d'efa mety.
Raha sendra ady mafy;
onjam piainana mifafy,
ka tiana hisava izay tsy tanty,
tsiky kely d'efa ampy.
Raha nilaozan olon tiana;
mamangy anao ny fahoriana,
ka tiana hipoitra indray ny volana
tsiky kely atao vahaolana.
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/narovantsoa-rak/hanoratra-aho-10639 | Hanoratra aho! | narovantsoa rak | Hanoratra aho
Matoa aho manoratra
dia misy tia-kambara
Ataoko fa tsy hisy hanohitra
na hoe tsy tia angaha! Ka handrara?
Hanoratra aho mba hilaza
na ny ao am-po , na ny ao an-tsaina
Hitsikera, hidera ary koa ankalaza
Ny hafaliana sy ny sento ary koa ny taraina
Mbola hanoratra aho, hiventso ihany koa
Ireo kolot... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/djah-hco/fa-mbola-nofy | FA MBOLA NOFY | Djah Hco | Fa hery tsy resy manosika anaty ilay nofim-pitiavako tsy mety ritra.
Kanefa tsy havita hampiray sy hampifamatotra ilay fontsika.
Indrisy fa toy ny fanahy ao anaty tontolon'ny maty,
Ka tsy afaka hanova ninoninona na dia hifofotra mafy.
Toy ilay totozy izay latsaka an-kerotra ka tsy afa-manoatra.
Ny herim-po betsaka... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/fitia-manalasala | fitia manalasala | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | fitia manalasala
tena vaka izao ny saiko
ary mandreraka ny aiko
ny mieritreritra ny hatsarany
hatramin'izato anaran'
ity zavavy nambabo ity foko
ka mamporisika ahy antsokosoko
te hiroboka kanefa tsy sahy
ho ao anat'ity valaben' ny fakam-panahy
f' itsy tovovavy,
mangata-maso toa miangavy
te hilaza fitiavana
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rdr_jr/io-fitiavana-io | Io fitiavana io | Rdr_jr | Io faitivana io ry tovolahy
Hazavaiko aminao fa aza manahy
Be misitery sy be tsiambaratelo
Mitondra hafaliana sy alahelo
_*_
Io fitiavana io ry tovovavy
Mamy mangidy toa ny aviavy
Mampanjombona sy mampalazo
Tsy mamela raha malazo
_*_
Io fitiavana io ry tanora
Tsy kilalao ka ho vita moramora
Mamela olatra sy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/daniel.r/lavitra-fitiavana-ka-izao | lavitra fitiavana
ka izao | Daniel.R | lavitra fitiavana
ka izao majokaiky
toa voron-davi-kavana
misioka irery ao anlana taretra
lavitra fitia
ka verivery saina
miodin-kavana avia
misentosento maina
lavitra ny tiana
manembon-tsamirery
manora-binavina
mikalo jerijery
lavitra malala
manora-tononkalo
miredy miantsalala
mirakitr'ainga izay mandal... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/tohinilay-tantara-fitiavana-latsa-paka-sady-fizarana-farany | tohin'ilay tantara fitiavana latsa-paka sady fizarana farany | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | TOHINY
dia nandeha teo ny tafatafan'ireto satria tafahoana ihany ny tia sy ny manina, ka dia hoy ny dadan'i Volana etsy hoe : " tafahoana ihany izany ity sy ny manina koa! fa hono aho ry Rado moa izy teo? dia hoy i Rado hoe :"ie, izay indrindra, fa ahoana izay? i dadan'i Volana:"izao no saika anontaniako an'ise h... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/fanantenana | fanantenana | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | raha mbola misy ny farany
dia tsy ho foana ny fanantenako
hinoako fa ho avy ilay Zanany
hanafaka ahy amin'ity fahotako
raha mbola misy ihany ny farany
dia tsy ho foana ny fanantenako
ka ilay famirampiratan'ny Tavany
no indro tazako ka afak'ity adalako
fa raha mbola misy foana ny farany
dia tsy ho foana fanante... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/narovantsoa-rak/ry-neny | ry Neny | narovantsoa rak | RY NENY Satriko ry Neny ho eo anilanao hatrany
Saingy ny eto an-tany toa voafetra ihany
Sambatra anie aho ry Neny e ! manana anao
Satria mbola zaza aho nosahiraninao
Sitrko ry Neny ny soa vitanao
Saotra sy dera no at... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/herit-mick-1/fitia-mifandefitra | fitia mifandefitra | herit mick | indray andro izay
Nisy sipa anakiray
Tena manja aoka izany
Sendra hitako tany ho any
Dia i Lanto izany.
Izaho anefa efa manana olontiana
Ka dia nijoboka t@ fandrafiana
Lasa nitia anankiroa
Mba hoe hitady tombotsoa,
Kanefa dia nankarary Fo ...
Izaho sy i Rindra
Efa niaraka hatry ny ela
kanefa ilay fitia toa ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/rehefa-azonao | REHEFA AZONAO | Fredy Jaofera | REHEFA AZONAO
Rehefa azonao ny fihafiako
dia ho azonao ny fitiavako
mbola mamy sy mba tiako
ho anao ange raha vavako.
Rehefa azonao ny fijaliako
dia ho azonao ny ranomaso
tsy hay ambara sy fahoriako
ka nanafohy 'reo torimaso.
Rehefa azonao ny fanahiako
dia ho azonao ny adin-tsaina
mbola, indrisy, fangirifiri... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/narovantsoa-rak/hanoratra-aho | Hanoratra aho | narovantsoa rak | Hanoratra aho
Matoa aho manoratra
dia misy tia-kambara
Ataoko fa tsy hisy hanohitra
na hoe tsy tia angaha! Ka handrara?
Hanoratra aho mba hilaza
na ny ao am-po , na ny ao an-tsaina
Hitsikera, hidera ary koa ankalaza
Ny hafaliana sy ny sento ary koa ny taraina
Mbola hanoratra aho, hiventso ihany koa
Ireo kolot... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/moa-ve | MOA VE | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | MOA VE!
moa ve mbola misy ihany
fo mitempo any ho any
ka malahelo itony fo mitalaho
moa ve mbola misy koa
ny mahatsiaro izany fo
mangina tsy afaka hitrao
moa ve mbola misy ireo
maniry te hanampy ny fo mitoreo
izay tsy afaka mitia intsony
moa ve mbola misy namana
afaka mandray an-tanana
irony fo nidaraboka i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mamba-noana | MAMBA NOANA | Fredy Jaofera | MAMBA NOANA
Mamba noana,
mamba miandry,
mody moana
fa tsy mandry.
Mamba noana,
mamba maina
ka na ahoana,
miferitra aina.
Mamba noana,
mamba reraka
ka loza foana
sy miveraka.
Mamba noana,
mamba hamely
amin'ny laona
ka saino kely. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rdr_jr/lasa-aiza | Lasa aiza | Rdr_jr | Lasa aiza ilay fahendrena
Fa toa lasa zary mahonena
Ny kolon-tsaitsika malagasy
Tena simba sy feno tasy
Nankaiza ilay fahendrena
Fa toa hanjakan'ny vahiny
Ny kolon-tsaina amin'izao
Very ireo fomba amam-panao
Lasa aiza ireo fahendrena maro
Fa toa lasa fomban-dahalo
Ireo toetra mendrika famindra
Fa nahoana no ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/impiry-ianao | IMPIRY IANAO | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | Impiry teo amin'ny fiainanao ianao nahita fahombiazana!
impiry ianao no nitia
ary impiry ianao no nahazaka
Impiry ianao no nankafy
Ary impiry no voadaka
impiry ianao no niezaka
ary impiry no nanolotra
impiry ianao no ketraka
ary impiry koa no sosotra
impiry ianao no nikely aina
ary impiry ianao no nisasatra
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/ririnina-mafaitra | ririnina mafaitra | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | ity vatako manify
maniry ny hitampify
ho eo an-tratranao ange malala
dia tena mila hafanana e!
fa mamirifiry ny ririnina
kanefa tsy maninona
raha ilay hafanana ilaiko
no tsy foinao dia ho sahirana ny saiko
dia isaorako anao sahady
fa tsy ilàko ady
izay ho valin-teninao androany
fa ampy ahy, ka hiafiko ihany
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rdr_jr/ny-tompony | Ny tompony | Rdr_jr | Poety no tompony mpenina
Latsa no tompony nenina
Dada no tompony Neny
Mpikabary no tompony teny
Jirama tompony jiro
Hotely no tompony tsiro
Andriamanitra ny tompony lahatra
Omby tompony fahatra
Mpamosavy tompony ody
Ozona no tompony tody
Mpitsara no tompony didy
Ianao no tompony safidy
Tantely no tompony ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rdr_jr/lasa | Lasa | Rdr_jr | Maty ilay poety
Zay nanoratra vetivety
Nandalo sy niserana dia zay
Lasa izy nody eo anilan'i Ray
_*_
Nampetrany ny mpeniny
Avy nanoratany ny teniny
Nanoratany hafatra vitsivitsy
Tena mampamangy hono fa indrisy
_*_
Manandanja ireo hafatrany
Mba rakofy tononkalo hono ny fasany
Ary ireo aingo amam-boninkazo
K... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/arnav/firy-ny-fitiavako-lasanao | firy ny fitiavako lasanao? | arnav | Ity misy fatorana raozy folo,
Vokatrin'ny foko manontolo,
Izay atolotro ho anao daholo,
De ataovy tsara kolokolo.
Ny fatorany iray misy raozy folo,
Ny raozy iray misy lokony folo,
ny lokony iray misy fofony folo,
Ny fofony iray mitondra fitiavana folo.
Ny fitiavako rehetra no lasanao,
Fataro aingana @ kajinao,... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/ho-hitanao-tsara-izany | HO HITANAO TSARA IZANY!!! | Teboka Telo | Mbola hanembona ahy ianao, fa ho hitanao tsara izany!
Hikatsakatsaka hatraiza fa hamoy no hiafarany!
Izaho, ilay tsy valinao teny sy vazoinao velively!
F'hifaram-bodina tangena iny zingana tantely!!!
Fa hitady ahy ianao fa tsy hahita sary akory;
Hanadihady, am-bava olona; hifoha maraina, hiari-tory!
F'izaho iavon... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rdr_jr/nanonofy | Nanonofy | Rdr_jr | Nanonofy anao aho alina
Nanonofy mafy sady lalina
Nanonofy fiainana lafatra
No feno fitiavana fatratra
_*_
Nanonofy ireo angola sy teny mamy
Ary ireo tsikinao tany ho any
Nanonofy anao nihorakaraka
Niantsampy sy niantoraka teo antratrako
_*_
Nanonofy ireo hantahatanao
Sy ireo angolanteninao
Nanofy ilay feon... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/berthin-aina/nitsotra | NITSOTRA | BerthiN AinA | nitsotra ny marina ny fony
fa ianao nilaza fa ts mila azy intsony
nanao zay hoafany nandresy lahatra izy
fa ny asanao angamba tena efa didy
nampahery tena no farahainy
na efa saika nikasa hanary ny ainy
noho ny fitiavany anao avy izany
niankohofany hatreny an_tany
izao ianao mila vaniny any aminy
moa va tsy il... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/fizarana-faha-telo-fitiavana-latsapaka | fizarana faha telo fitiavana latsapaka | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | tohin'ilay tantara fitiavana latsa-paka!
teo amin'i fetra sy i Rado nifankahita no tapitra faharoa ka dia tonga amin'ny tapany fahatelo isika izay alohan'ny farany tantara.
i fetra " i Rado! ity izany ilay olon-tian'i Volana tadiaviny hatrin'ny elabe izay a" hoy izy sady variana no somary nandinika tsara an'i Rado. d... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/tohinilay-tantara-fitiavana-latsa-paka-fizarana-fahatelo | tohin'ilay tantara fitiavana latsa-paka fizarana fahatelo | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | tohin'ilay tantara fitiavana latsa-paka!
teo amin'i fetra sy i Rado nifankahita no tapitra faharoa ka dia tonga amin'ny tapany fahatelo isika izay alohan'ny farany tantara.
i fetra " i Rado! ity izany ilay olon-tian'i Volana tadiaviny hatrin'ny elabe izay a" hoy izy sady variana no somary nandinika tsara an'i Rado. d... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ar-jlucien/fo-mijaly | Fo mijaly | AR J'Lucien | Mijaly ianao ry foko ao,
Henoko ato anaty
Ny nataon'iny ho anao,
Fa marary tsy tanty,
Mijaly tokoa ianao,
Nefa aza kivy mitomany
Fa tsy irery foana ianao,
Raha mbola eto misy foana izany,
Nijaly ianao omaly io,
Fa nadao lay olon-tiana
Toy izany koa ny anio,
Tsy hita izay mba fifaliana
Hijaly koa ianao ampit... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-mandimbison-fenoantra/sakaizanny-sekoly | SAKAIZAN'NY SEKOLY | RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra | Efa ela tiavako anao sekoly
Fa ianao tsy miraika
Izany tenako efa goly
Ny hantsika
Noho ny fiandrasana anao
Dia niandry anao foana..!
Nanantena hatrany..!
Na hoe amin'ny herintaona
Vao hahita mamy
Fa indrisy e...!
Nandofotrao indray
Tsy nisondrotra kilasy
Ka indro tena fay
Dia nalefako ny taratasy
Tsy nis... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/ilay-boky-mainty | ilay diary maintin'ny neny | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | tantara azo lalaovina amin'ny onja-peo tsara
ILAY DIARY MAINTIN'NY NENY
tantara mampatahotra mifono hanatra izy ity fa vao ho havoaka tsy ho ela, koa manentana anao sahady hamaky azy hatramin'ny farany mba ho afa-po ianao sy aharaka azy hatramin'ny farany! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/sora-tsoratra | sora-tsoratra | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | itony sora-tsoratra
izay mifanao an-tohatra
itony no entiko mikalo
hisarihana mpandalo
ary ireny sora-soratra
miendrik'ohatrohatra
ireny no entiko mivetso
mba hanaisotra ny sento
mbola irony sora-tsoratra
irony no entiko zaraina
amin'ireo malaindaina
dia ireny sora-tsoratra
izay mitambatambatra
maneho ny k... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/hanoratra-aho | HANORATRA AHO!!! | Teboka Telo | Fa hanoratra aho androany, n'iza tezitra sy faly;
N'iza hanarinary lamba; n'iza ho sambatra s'hijaly!
Fa ny ahy io sora-tanako io tsy soratsora-pahatany
Fa vely vin'ny maik'hanefy ny angadimondron'asa tany!
Fa hanoratra aho, satria, be ny tsentsina tadigny;
Maro 'reo tafondrovava mandrotika tsy manan-tsiny!
Ampah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/vavakilay-poety-2 | VAVAK'ILAY POETY | Fredy Jaofera | VAVAK'ILAY POETY
Ataoko ahoana moa, ry Ray,
no tsy hisaotra Anao indray
tamin’ireny andro maro be
feno tsiky vao mandeha ?
Ataoko ahoana ny hanadino
k'inty ny saiko re vimbino,
inty ny foko re mba ento,
na dia lavitry ny sento ?
‘Reny oram-batravatra,
toa nikija sy nandratra,
mbola ataovy fifaliana
tsy hahi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/arnav/tiako-foana-izy-a | tiako foana izy a! | arnav | Na iza tsy milamina,
Na iza mangina,
Rehefa tojo izay ho tiavina,
Tsy maintsy misy fikirina
Na iza mihomehy,
Na iza manankina,
Fa ra ny aratsitarehy
Ho takon'amamina.
Maro ireo niserana
sy nandalo teo imasoko,
Izy irery no tompon-toerana
Nahafafa ny ranomasoko .
be tokoa ireo olon-tiana
Efa nampitsiriritra... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/valim-bavaka/inty-aho | inty aho | valim-bavaka | Raha misy adin-tsaina mafy
Inty aho,tantarao
Raha misy hetsim-po tsy tanty
Inty aho,mihaino anao
Raha mafy ny olana sedraina
Inty aho,vonon-kanampy
Raha reraka ny aina
Avia an-tratrako miantsampy
Raha misy nofinao tsy toa
Inty aho hanantanteraka
Hanome anao ny soa
Ho anilanao tsy mba ho reraka
Inty aho hiza... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/ventsom-pitia | vetsom-pitia | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | tononkalo azo lalaovina an-tsehatra (lahy sy vavy)
eh! ry zavavy mahafinaritra iny
azafady ange ianao e:
mety ve raha miara-dia
raha lalana iraisana ihany!
izaho mantsy amin'iry vohitra iry
sa ianao kosa tsy mba mankany?
lalako ihany izy ity
fa izaho kosa misampana
mizotra amin'ny ankavia
fa tsy mba amin'ny h... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/pissoa/tsy-fantatrao | Tsy fantatrao | Pissoa | (Teo am-pihainoana “You don’t know me” hirain’i Michael Buble)
Noraisinao ny tanako ho mari-piarahabana
Dia vahotra ny vavako, ny foko no nidoboka
F’izao tontolo izao midera ny hatsaran’
Ity raozy kelintsika “fotsy” midoroboka.
Fa tsy fantany ny fiofony rehefa diva haraina
Any am-bohitry ny nofiko ! Tsy hainy vin... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/iry-habakabaka-izay-voar | iry habakabaka | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | iry habakabaka
izay voaravadravaka
kintana amam-bolana
iry no mba manazava ity tokonana!
ary itsy lanitra mangamanga
izay mampitovy ny sarangan'
ny madinika sy ny manana
itsy no mba harena hikambanana
ary izatsy zavona maraina
manarona itsy vohitra ilaina
ho jerena sy ho tazanina
no mahaketraka ny manina
no... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/ho-anarinny-fiainana-10631 | HO ANARIN'NY FIAINANA!!! | Teboka Telo | Maty aho Bada, ka maty aho Neny
Fa hay ve ny sipa manidina ireny
Tsy misidintsidina fahantanintany
F'indraindray toy ny gisa, misoroka tany!
Ka raha vao sodokan'ny lango malefany
S'ireo orokoroka eny an-tsefatsefany,...
Asian-tsafosiakany, mampandry adrisa;
Dia miomana fa ho taolana sisa!
Maty aho ry 'nao, e! M... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-ako/habaky-ny-vetso | Habaky ny vetso | Rahira | Habaky ny vetso
Habaka misy hery
Habaka iriavana
Haba-misitery
Habaka fitiavana
Tsy habaky ny Elo
Fa haba-paradisa
Nefa habaka alahelo
Saingy tsisy disadisa
Haba-mankarary
ny fo izay falifaly
Nefa haba-mampifaly
ny fon'ireo tomany
Habaky ny fy
Habaka azo iainana
Fihaona'ny fitia
sy habakabam-piainana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/razakasoa-joda/tomany | TOMANY | Joda Razakasoa | TOMANY
Ry rivotra miritsoka mianan-drefana any,
aza atao mahataitra ny foko ny fandalovanao,
fa ao anatiny ao mikoriana ny tomany,
nohon'ny sangisangin'izao tontolo izao,
Ry alina mangina manova ny fisainana,
ny omaly efa vita,aza avela ho tadidiko!
fa rehefa ny amiko no tojo fanaintainana
dia indro mandatsa ir... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/razakasoa-joda/saingy | SAINGY | Joda Razakasoa | SAINGY
Ry tovovavy teo anilako
izay nanaitra ny fijeriko!
angamba raha ianao no silako!
hoy ny eritreritro,
dia lafatra ny fiainako,
saingy fotsiny ianao nandalo
niserana tanaty fiara teo anilako,
ka injao aho...velovelon-tsiaro,
ny mamoy anao tsy vitako e,
nefa tsy renao akory ny tarainako,
lasanao daholo n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/etsy-ange-ianao | etsy ange ianao | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | Etsy ange ianao r'ilay zavavy tsara tsiky
iriko ho ahy ny tsikinao tena kanto
koa aoka indramiko andreseko iretsy iky
fa onena loatra izany foko tato ho ato
etsy ange ianao r'ilay zavavy tsara feo
fa iriko fatratra ny hiara-hikalo aminao
k'ity foko midoboka, miangavy mitoreo
sady feno tebiteby nefa tsy afaka hit... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-ako/diso-ve-izaho | Diso ve izaho? | Rahira | Diso ve izaho ?
Mba lazainao ahy!
Diso ve izaho raha toa ka hamaky an'ity soratra
mirakitra alahelo sy fitiavan-tanindrazana
Ka tsy foiko na dia dorana?
Diso ve izaho raha toa ka hilaza eto androany
fa ity Nosintsika dia mihasimba hatrany hatrany?
Fa feno fisomporana ary koa fitiavan-tena
ataon'ireo taranaka,ka... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-ako/sary-vitsivitsy | Sary vitsivitsy | Rahira | Sary vitsivitsy
Nisy sary tavela
vitsivitsy atao an-tsaiko
Sisa tsy voadoronao
tamin'ireo izay sarintsika
niarahana nipika
Raha ianao lasa nandao
Fa nafeniko anao mafy
izy ireto tamin'iny
Sao ireto efa vitsy
hany sisa voatahiry
dia nodoranao tao koa
Ka hampangirifiry
ny foko sy ny saiko.
Tsy dia ahoako lo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/bakora | BAKORA | Fredy Jaofera | BAKORA
Feno bakora
nentin'ny rano
'ty tora-pasika,
hita ho tanora
ka mba tazano
fa misy mikasika.
Feno bakora
mahavariana
sy tsara tarehy
hanova ny ora
hahasondriana,
tsy ho voafehy.
Feno bakora
toa sarobidy
natopan'ny onja
ka tsy ho mora
ny eto hisafidy
ny iray monja. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-ako/tiako-foana-ianao | Tiako foana ianao | Rahira | Tiako foana ianao
Angamba tsy ho tsiniko raha toa aho mbola tia
Na dia voaratranao aza ny foko adalada dia...
tsy mitsahatra mitepo ilay fitia ho ianao satria
ny hakantonao tsy niova,f'ilay natsoiko hoe malala.
Dia angamba tsy ho tsiniko raha toa aho mbola tia
f'ilay angotinao nambabo ahy mbola reko eny foana
Na... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/mandevina | AN-TSALAKA | Fredy Jaofera | AN-TSALAKA
Mandevin-tay an-tsalaka
nefa mitady ny hotiavina
iny olona tena nahavaka
ka tsy tokony hosoavina.
Mandevin-tay an-tsalaka
ka aleoko ihatakatahana
sao dia ho voan'ny daka
sy indro hitsakitsahana.
Mandevin-tay an-tsalaka
ka mailo manitsaka atody
sao azony no tsy hahazaka
ireo fosany misodisody.
Ma... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tohaina-hrld/ny-masonao | Ny masonao | Ny tohaina | Maninona ianao,
Ny masonao manko mitily misopirana
Asa na ahoana
Sa ny fiainako sahirana sy ny akanjoko mizaitra
No mahatonga anao taitaitra
Ny lambako efa tonta
Rotidrotiky ny fiainana
Ny endriko tsy bota
Sa ny toerana iainana
Tsy haiko fa lazao
Ireo dikan'ny fijery
Manjary mampiteny fa manimba ny tontoloko... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-ako/iny-angamba-sisa | Iny angamba sisa | Rahira | Iny angamba sisa
Andalan-tononkalo niniana tsy notohizana
Milaza sobintsombiny amin'ny hetahetam-pony tsy nekenao ho re..
Iny angamba sisa no fara-asasorany
Nolazainy mantsy fa,tsy haoratra fitiavana ny tanany ankavanana raha toa ianao niriany no minina tsy mijery ny korinan-tomaniny.
Mivaky toy izao:
"Masiaka fi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-ako/jereo-ny-taninao- | Jereo ny Taninao ! | Rahira | Jereo ny Taninao !
Jereo ny Taninao
mangaina sy mangina
Jereo ny taninao
fa aza mba variana
Jereo ny Taninao
henoy ny fitarainany
Mba tiany ho tsapanao
ny zava-misy hiainany
Ny Taninao jereo fa
tsy mba misy mihaino
ny hiaka sy toreony
Ny fahoriany hiaino!
Ny Taninao jereo f
arovy fa aza avela
hijaly fots... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/fitiavana-latsa-paka | fitiavana latsa-paka | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | FITIAVANA LATSA-PAKA
tantara mitohy azo lalaovina tsara amin'ny onjam-peo
tany mahajanga no niandohan'ny tantara rehefa iny i volana nanao fialan-tsasatra
tany iny dia sendra tovolahy iray antsoina hoe i Rado no anarany, samy avy aty antananarivo mantsy izy roa ireto saingy mifanao atsimo sy avaratra, nafinaritra to... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/tohinilay-tantara-latsa-paka | tohin'ilay tantara fitiavana latsa-paka | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | tohiny
nony tonga taty iarivo i Volana dia tsy nahazo aina mihitsy fa lavitra azy ilay olo-tiany
tao anatin'ny andro maromaro tao aorian'ny mahajanga anefa dia tsy tafahoana mihitsy izy roa ireto ka dia lasa saina mafy mihitsy i Volana tamin'izay ary tsy nisaina afa-tsy ny hoe :"tena hadinon'i Rado mihitsy ny fisiako... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-ako/mangina | Mangina | Rahira | Mipololotra mora,
Miakatra manakatra iny am-paratazana iny
ny setro-takariva nilaozam-pahazavana
Ireny antokom-borona misidina ary hidina
ny akaniny fonenany, mandalo ity tanàna.
Manokombariolona.
Ndry! Ireto havoana toa manjombonjombona endrika
Dia nangina kalo koa ny lohasaha midadasika.
Manatona tsy mihamba ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-ako/ny-embona-manomboka | Ny Embona | Rahira | Ny Embona
Manomboka mitsidika ny efitro mangina ny tara-pahazavan'ny volana baliaka.Injany fa mikalo ny hirahira manga ny foko adaladala fa...lavitr'olontiana.Saika niova ho tomany fa noferan'ireo dina efa nifanaovan-teto.
Dia mipitrapitra irery raha manjohy ity takariva toa tony dia tony.Nanjary toa tsy reko ny tsir... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/raims-randriamalala-mahavonjy-aim/tsiky-dia-ampy | AZA KIVY!!! | Raims randriamalala (mahavonjy aimé) | rehefa injao ianao hifoha maraina
ka somary kamo sy malaina
ny hitsangana am-pandriana
dia raha toa ianao variana
tsy hisaina afa-tsy ny anio
dia aza kivy fa izay vita no hifalio
ary mahereza mitsikaraka
eny fa na dia vidin-katsaka
aza no ho hitanao androany
dia mifalia fa ampy anao izany
ny kibo voky, ny ten... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.