url stringlengths 43 292 | title stringlengths 0 91 | author stringlengths 0 50 | content stringlengths 31 62.1k |
|---|---|---|---|
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/toeran-tsopatra | Toeran-tsopatra | Rary Nofy | I
Toeran-tsopatra loatra;
ho'aho itony tany!
Mahatonga ny maso;
handrotsa tomany!
ny ranomaso mijoy;
mamoto ny tava;
mahatonga ny saiko;
hanjombona lava!
II
Sento,toloko lava hono;
ny fiainan'ety!
Ka tsy afak'ialana;
na koa atositosik'ery!
fa tsy maintsy zakaina;
ns mangidy ,na mafy!
Raha ny fo izay mia... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andrianaivo-paul/fanantenana | FANANTENANA | ANDRIANAIVO PAUL | " Sambatra aho manana an'i Jehovah ho mpiandry ahy. " |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/tsiaro-ani-neny | Tsiaro an'i Neny | Rary Nofy | tonga teto aho;
mba hamangy anao!
fa toa mangina ho'aho;
ity fonenao!
mitomany,mitoloko;
eto moa izany foko;
toa manjonitra aok'izany;
raha mijery ilay ankaniny!
dia tao ianao ry Neny
toa matory mangina tsy miteny?
sondriana sy mitoreo;
ity foko,mandinika mankeo!
ity solom-boninkazo;
Fanatitro ho anao;
Ir... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/berthin-aina/tiako-anie-izy-iny | TIAKO ANIE IZY INY | BerthiN AinA | Tiako anie izy iny matoa nisarahako
Tsy ho vitako mants ny hikasitanana azy
Fitiavako azy mafy dia mafy no nialako
Mba ts hahatonga ahy hampirafy
Tiako anie izy iny matoa navelako hoan'hafa!!!
Filatsy mahita mants no nitiavany ahy
Ka avelako izy rehefa mahatsapa
Fa Ny fitiavandreo miredareda mafy
Tiako anie izy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jayah-razafi/adinoy | adinoy | Jayah Razafi | ADINOY
na maloka malala
ny endrikao hotazako
rehefa isika hihaona
na ny masonao bongo
no sady mbola mando
toa olona misaona
d'izao iky no tsarovy
ny lasa sombiniaina
tantara tsy hovoafafa
fa kosa iniana asitrika
ndrao hanimba zavatra
na hiterak'olana hafa
fa ataoko no fihononana
ny fifanatrehan-tava
his... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/fampihavanana | Fampihavanana | Rary Nofy | Eh!maro mpanaratsy!
Be ny mpanatsatso;
Amin'ity fiainana ity:
Ianao izay mpanavakavaka;
Ianareo izay tsy tia;
Iangaviako mba tsy hanavaka;
Andeha isika hifankatia
Hifanampy sy hifanaja;
Hanomé fahasoavana
fifanampian'ety;
Amin'ity tany nosintsika
izay feno fahantrana. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/raho-mainty | Raho-mainty | Rary Nofy | Indray andro izay!
Nisy rivotra niserana;
Mangatsiaka aok'izany;
Ka raho-mainty no nanerana;
Ny lanitra tontolo!
Indrisy!!
Tsy tazàna intsony!
Irony tany manodidina;
fa nangina,vetivety teo,
Ny feon'ny angidina; |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jayah-razafi/tabatabanao | tabatabanao | Jayah Razafi | NY TABATABANAO
Injao fa mitabataba anaty bitsika
ilay feonao mandona ny atiko rehetra
sambatra ny foko miaina izany ritsoka
ka satriko malala raha toa tsy hisy fetra ah!!!
eo aky malala a
alefaso f'izaho tsy hiala
fa tabatabam-pahasambarana
no manenika ny efitranom-poko
tsy mahatsiaro izany harerahana
fa dia ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/ekeko-9852 | Ekeko | Rary Nofy | Fa nahoana re ry ray?
no toy izao no anjaranay?
fahantrana,fahoriana tsy lany!
no hany eto an-tany!
fa nahoana tokoa moa;
Reny eny an-dalam-be!
ireny mpangataka ireny!
Tsy mahita izay aleha!!
Ianao angaha no nanome?
fahoriana lalan-dava!
Ireo fanahiny tena ory;
Ka nahatonga ahy tsy nahita tory.
Ekeko re ry ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado-andrianiaina/soratsinny-aingampanahy | SORATSIN'NY AINGAMPANAHY | Rado andrianiaina | Mamakivaky atim-panahy
ny loharanon'ny fitiavako
Any anaty loha-saha
tsoa-drivotra mangina
eny ambonin'ny rano mamy
sy rano masina manonja
mivetso ahy hatrany
ny aim-panahy izay mafonja
ny fipetrany ao anaty
misy afo tsy mba maty
izay mibaiko ny ao ampo
sy ny saina izay mitondra ahy. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/mionona-re-ry-foko | Mionona re ry foko | Rary Nofy | ilay faniriako hatry ny ela;
mba hiara-dia aminao;
saingy indrisy toa tavela;
fa toa tsy norarahinao!
nosoloinao fihomezana;
ireny fangatahiko ireny;
manjary lasa fahoriana;
miteraka ilay fijaliana,mahamay;manirery!
ilay fitiavako anao!
toy ny rivotra niserana;
toa nataonao kilalao;
fa tsy nataonao am-piheve... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado-andrianiaina/amboroa | Amboroa | Rado andrianiaina | Iny tendrimbohitra
voadidin'ny loha-saha mangina
iriarin'ny voro-kely
sy ny zava-kanto sesehena
ao anatin'ny amboroa
sy ny tsiambaratelon'ny tontolo
izay rakofan'ny haravoana
sy ny alahelo tsy voatonina
tsinjovy avy eto iry
ry vinany sy ry sento
iny avana sy avoana
iry fara-vody lanitra
tsara loko mavana in... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/hafatra | Hafatra | lain's rakoto | Maro voakazo
Tsara sady mamy
Maro koa ny hazo
Fa ny fary mamy indrindra
Maro tovovavy
Kanto sy bikaina
Betsaka tsara
Maro tsy manan-tsahala
Ho lazaiko anao lafatra
Ho lazaiko raha tsy fantatra
Tsy hatsarana na habikaina
Ilay toetra ao anaty |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mbl/tiako-fona-ianao | Tiako fona ianao | MBL | Tsy hita teo ianao fony zaho sendra nandalo.
Naniry mba hitafa aho no saika mba hikalo.
Nandalo aho de niserana tsy nametraka tantara.
Ny lalantsika roa koa vao miandoha ka tsy iafara.
Vao mahita anao aho dia mafana be ny foko.
Ny anilanao no tiko satria lavitra toloko.
Ny ato anatiko mitempo fa ny vavako mivetso... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-mandimbison-fenoantra/ento-aho-ravorona | Ento aho ravorona | RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra | Ento aho ravorona hanaraka anao
Fa mafy ny fiainana an-tany
Mba raiso ho isan'ireo zanakao
Fa ny fiainana tsy ilaoza_tomany
Ento aho ravorona, ento hanidina
Hombay ambany elatrao manify
Iaraka isika, iaraka hisidina
Mbola lavitra ny lalana, ela vao ho dify
Ento aho ravorona mamiko indrindra
Mitamberina ny lasa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado-andrianiaina/misy-teny | Misy teny | Rado andrianiaina | Misy teny
tiko ambara
saingy vahotra ny vava misy teny te-hilaza
iantsoko anao malala
Misy teny anie ry aiko
fa tsy vonona ny saiko, misy teny nefa indrisy
ny fasahiko no tsy misy
Misy teny efa ela
fa voafatotrin'ny lela
misy teny mba mikasa
fa ny valin'io kinasa
Misy ka raovina vao
ho fantatrao ry tina?
m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado-andrianiaina/aingam-panahy | Aingam-panahy | Rado andrianiaina | Eo anoloan'ny hazo maloka
no hitadiavako taratasy
handraisako penina
anoratako aingampanahy
izay tsy azoko hafenina
dia alefako ny heritseritso
hamakivaky zava-kanto
avadibadika ao antsaina
dia soratako ho anao
ireo zava-maro izany nalaina-
tao anatin'ny hazavana
sy alina mangina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado-andrianiaina/vintana-sa-anjara | vintana sa anjara? | Rado andrianiaina | Gaga aho ry fiainako
ka mba lasa ny fisainako
gaga ny aminao
fa toa tsy mety izay atao
fa misy ireo mianjaika
tena kanto sady soa
fa misy rovi-damba
no tafian'ny hafa ko!
fa misy tena faly
tena faly sady voky
fa misy kosa noana
malahelo, tsy mandoky
gaga aho ry fiainako
ka mba lasa ny fisainako
gaga ny am... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/sylviocora/ianao | IANAO | sylvio(cora) | IANAO
Ianao 'lay niriko
Sy nantenaiko hatrizay,
Ianao no safidiko
Hiaraka amiko ratrizay.
Ianao 'lay nandrasako
Dia hisokatra ny foko
Mba henoy re ny fangatahako,
F'aza avela hitoloko.
Ka raha sitrakao rahavako
Aza avela angahiahy
F'efa lasanao ny fitiavako,
ny fo sy ny fanahy.
Ka ireo teny mamy
Nolazaiko... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mbl/aza-ilaozanao | Aza ilaozanao | MBL | Hatraiza ny fitiavanao ahy
Efa lasa lavitra sa tazako jerena
Raha toa ka atamberinao amiko ireo tsiahy
Dia foana avokoa ireo dina nofefena
Enganie ho sanatria
Satria tsy tiako raha hiova indray ny loko
Ilay noheveriko ho doria
Efa mamiko naleviko tsy adinoko ato am-po
Mihareta kely dia ho tonga isika roa
Hiara... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado-andrianiaina/satriko | satriko | Rado andrianiaina | Any ianao ry aiko
any alavitra any
ka tsy vitan'ity saiko
ny mandinika an'izany
semban-drahona matevina
ilay fiarahantsika roa
fa tsy haiko ny mandevina
ireo tamberin'ny taloa
ka iny volana baniaka
sy ny lanitra tomara
ireny mamy vitantsika
aok'ireo no hitantara. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/samiir-lienju-rafaralah/tsiaro-ny-fahiny | TSIARO NY FAHINY | samiir lien'ju Rafaralah | Misento manirery aho
Mahatsiaro indray ny lasa
Fa ilay tantara efa vita
Toa tsy mety ho voafafa.
Hiezahako totofana
Nefa voa maika toa mitsimoka
Ra mbola tia anao aho
Angamba tsy ho tsiniko.
Ianao tokoa ilay tokana
Nanborahako fitia
Ka ny anaranao tsy ho adinoiko
Mandrak'izay doria.
Miraikitra tsy miala
To... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/pissoa/vavaka-hariva | Vavaka hariva | Pissoa | ... Andriamanitra ô !
Ireo tsy mba niangaran’ny fiainana eto an-tany
Ireo zanakao kamboty, miondana tomany
Ireo tsy manan-kialofana fa lanitra no tafo
Ireo izay mandry fotsy fa tsy omban-tsakafo
Ireo tsy manam-bola hitsaboana ny marariny
Ireo zanakao migadra, nomelohina tsy ara-drariny
Ireo namoy zanaka fa miain... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/harinirina-eric/mandramaty | MANDRAMATY | Zoky Eric | fitiavana maharitra sy mafonja
fitiavana marina iarahamahalala
fitiavana mahery sady manonja
no hitiavako anao ry malala
maro ireo fahavalo manenjika
ny lalana hizorantsika roa
na dia izany aza tsy ho rendrika
fa hatao mafy ho lamban'ako
Ny mpanenjika tsy maintsy misy
fa saingy ho reraka sy lany ivy
isika tsy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/harinirina-eric/fitia-deradera | Fitia deradera | Zoky Eric | Fitia vao niantomboka
dia dedaka sy tretrika ianao
fa hoe efa nasiana fitomboka
ka ho mafy ilay fitia vaovao
Tsy nampoizinao anefa le izy
satria nihevitra ianao fa hilay
nahariharinao tamin'ny ankizy
ka nampijaly ahy sy nampikolay
Sambany nitia lahy ianao
ka tsy mahalala izay hiseo
nanenenako hatramin'izao
i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/harinirina-eric/fandalovana | FANDALOVANA | Zoky Eric | fony za mbola hely
vao maditra dia voavely
mahatsiaro hoe mijaly
kay tsy zany fa voakaly
raha tsy nisy izany
mety ho rava aviatrany
ny faniriako rehetra
saingy indrisy manampetra
tsy afaka hiaritra anefa
sady tsy afaka hilefa
fa miandry izay hiseo
tsy afaka hiakapeo
fandalovana ny eto
hoy aho sady misento
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado-andrianiaina/efa-ela | Efa ela | Rado andrianiaina | efa ela anie ry tina
efa ela no nangina
efa ela no niafy
efa ela nisy rafy
efa ela saingy indrisy
ny fiovana toa tsy misy
efa ela efa ela
no nanaja fanekena
efa ela hatramin'izao
ny nandeferako aminao
tsy notsiniko angamba
fa ny foko no efa jamba
nitia anao hatramin'izay
satria nanaiky ny ho iray
saingy i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/bobone/hafatrafa-ho-tia-anao-mandrakizay | hafatra/FA HO TIA ANAO MANDRAKIZAY | bobone | Raha sendra ka mandalo iny vohitr'iny ianao
dia mba ento kely ange izao hafatro izao
misy olona iray izay miandry fatratra any
mitoloko samy irery ,kotsakotsan'ny Tomany
Tsy fidiny ho azy mantsy no nandao anareo
fa noho ny toeran-tsy zaka izay matetika niseho
Dia ny tondro molotra sy ny karazana eso-teny
Mi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado-andrianiaina/sendram-pahoriana | Sendram-pahoriana | Rado andrianiaina | Androm-pahavaratra
ao anatin'alimbe
avandra kotrok'orana
taintaina fatahorana
Ny masoandro tsy miposaka
dia alahelo no mitosaka
tsy mba avelany hisento
tsy misy fetra hoe atreto
masiaka loatra ianao ry tany
zovy izay tsy manaiky an'zany?
masiaka tsy misy fiantrana
rehefa andronao tsy azo ialana
any mety azo... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado-andrianiaina/tonokalo-nosoratako | Tonokalo nosoratako | Rado andrianiaina | Ny tonokalo nosoratako diapenin'ny sora-tanako, feno saina izay tsy fantatro, tontolo ho avy ankamantatra. Misy fery, misy ratra sy ranomaso tsy voafafa. Ny tonokalo nosoratako mitantara izay anjarako, ireo zava-bita asa-tanako, dia ambaran'ny tonokalo nosoratako. TONOKALO NORATAKO(11/10/2015) |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado-andrianiaina/tsara-ny-maraina | Tsara ny maraina | Rado andrianiaina | Ny masoandro vao maraina no mamelom-belona aina, na faly avanja na taraina, tsara ny maraina. Ny vorana misioka ny lanitra tomavana, ny voniazo vao mitsimoka ny ando sy ny avana, dia mampidera hoe tsara ny maraina. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/mitandrema-ihany | Mitandrema ihany | lain's rakoto | Nidola
Nirona
Nilona
Tsy voadona
Taminy zavatra iray
Tsy nahatsapa hoe mahamay
Nankafy
Nankamamy
Dia nifaly
Tsy namaly
Na nandihy
Izany fahoriana
Niravo
Tsy lavo
Fa dia niovaova
Tsy toy fanaka eny an drova
Nandova fahasambarana
Niliba sy niarana
Toa hoe avara pianarana
Misekoseko fa zanakin'ny mpanan... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado-andrianiaina/nofy | Nofy | Rado andrianiaina | Indray andro nanonofy toeran-davitra tsy aiko, nahazo hery ny farofy, enoy tsara ho tantaraiko. Misy toerana iray ireo mponina tsy hay,fanjakan'ny fitoviana ny rehetra samy tina. Ny masoandro mibanika ireo olona sariaka ny zava-boary tena kanto tsy mba misy mifandranto. Enonao lavitra any ireo ankizy falifaly toa tsy m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/raozinny-fitia | Raozin'ny fitia | lain's rakoto | Ianao ry raozy
Fikolo an jaridaina
Mampifaly izany saina
Rehefa izaho mifoha maraina
Raozy kely tsy mba foiko
Tsy avelako hiova loko
Maharavoravo ny foko
Mampisinda ny toloko
Raozy kely iray marevaka
Mampahery tsy ho reraka
Mampirisika ahy tsy hifezaka
Raozin'ny fanantenako
Mampisinda ny adalako
Raozy raoz... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rtm/eo-anoloanny-sarinao | Eo anoloan'ny sarinao | RAKOTOMALALA Tanjona Mandimbison | EO ANOLOAN'NY SARINAO.
Hanoratra aho androany
Hanoratra ho anao
Ho anao izay any ho any...
Fa manina anao
Efa ela anie izay
No tsy nihaonantsika
K'avelao ny soratra indray
No hampiray antsika...!
Fa tiako foana ianao e!
Izay no tadidio
Indro tononkalo ho anao
Ho anao ka vakio
Fa satriko eny anie
Ny hahita... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rary/izy-mianadahy-toa-samba | Izy mianadahy
*
Toa samba | NY RARY | Izy mianadahy
Toa sambatra ihany ireto fianakaviana
Niaina tao anatin'ny fahasambarana,
Kanefa nosembanan'ny fijaliana:
Foana ilay akany,trotraka,nifarana
Izy mianadahy no mizaka izato fiainana
Tsy mbola vory saina;tsy misy ianteherana
Na marary aza ny aina,iza no hitarainana?
Izao rehetra izao toa fanaperana
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rtm/mbola-tsy-masaka | mbola tsy masaka | RAKOTOMALALA Tanjona Mandimbison | Iny tovovavy iny...
Toy ny manga manta...
Tiako ane izy iny...
Ary tena iriko fatratra!
Aleo fa endrasiko iny...
Endrasiko ho masaka...
Kinanjo,efa nisy nioty...
Notazanao mbola manta...
Laninao ambongadiny...
Niaraka taman-tsira...!
Malahelo izany foko!
Fa niriko anie izy iny!
Fa notazanao mbola manta...
... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rtm/vovoka-isika | Vovoka isika | RAKOTOMALALA Tanjona Mandimbison | Vovoka isika
Ianao izay mandia ny fiainana eto an-tany,
Tsarovy e,f'ianao dia vovon-tany...!
Vovoka monja!
Vovok'izay mbola havalon'ny onja!
Ny hany fitàna?Manaova ny marina
Fa na dia lavo im-pito,mbola ho tafarina!
Ny fiainana eto dia kodiaran-tsarety
Ka ny hany mba hafatro,manaova ny mety
Manaova ny tsara fa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rtm/indray-andro-any | Indray andro any | RAKOTOMALALA Tanjona Mandimbison | Indray andro any
Raha hisy koa ny farany,
Ho foana ireo tomany...
Ho azoko ny sarany!
Indray andro any
Izaho anie ka mino
Fa Ny fandavanao sesilany...
Mbola ho adino...
Fa indray andro any e!
Izao no mba tadidio,
Alatsaho an-tsaina anio:
Fa mbola hiarina ny fiainako.
Ka ianao izay nitarainako
Hanjary hitar... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rary/manidina-.-raha-lasa-ny-s | Manidina.Raha lasa ny s | NY RARY | Manidina
Raha lasa ny saiko manidina ambony
Tsy takatro intsony ny mety hiseho
Ny vatako no eto fa ny foko tsy tony
Mba hisitaka kely izato toreo
Tsy te-hieritreritra na hamisavisa
Ny aloka ny tany mora mamafy
Ny voa mora lo izay tsy hitako isa
No sao hiantoraka sy hiantsampy |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rado-andrianiaina/fitia-lasanao | FITIA LASANAO | Rado andrianiaina | Matahotra aho ry tiako,
Hanambara izay hiriako,
nefa tiako ho fantatrao,
ny fitia anatiko ao.
Maratra zary ho fery
raha ho koboniko samy irery
ka lazaiko anao ry malala
ity foko lasa adala.
Aza tsiny re ry tiana
raha nitia anao mangina
fa ndrao hangaina ka voatery
dia naleoko tsy niteny. |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hortense-r/tsara-ny-olon-tiana-fa-ts | Tsara ny olon-tiana
Fa ts | Hortense R | Tsara ny olon-tiana
Fa tsy voatery ho vady
Mety izy ilay nirina
Fa tsy vonona hiady
Tsy revy sy mampiaraka
Ny anaty tokantrano
Ka any vao hisaraka
Zay vao tena angano
Fa mahaiza misafidy
Ny vady sy ny sipa
Ny iray mahalala adidy
Ny hafa mora tsy hita
Raha sendra andro sarotra
Mitsangana, sy vonona
Fa tsy ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rary/hemba | Hemba | NY RARY | Hemba
Manembahemba ny kopa-mosara
Ilay tànana malazolazo
Fa mahatsiaro ilay tomarataran'
Ilay masoandro mbola tsy azo
Fenomanan'ny volana kosa
Ve no andrasana mandava-taona?
Eh!Ty foko mora kanosa
Toa mampisento an'ilay Lohataona |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rtm/mitia-mangina | Mitia mangina | RAKOTOMALALA Tanjona Mandimbison | Teny tsotra no nolazaiko anao
Hoe andao isika mba hiaraka
Kinanjo moa ny navalinao,
Dia teny ratsy variraraka
Ompa reny tsy ompa reny
Fanambaniana sesilany...
Naleoko moa tsy niteny
Hany sisa hery nitomany!
...Nionona ny saiko
Hangina fa tsy tiana e!
Ny hanadino aloha tsy haiko
Ary koa hitia mangina e...
Ma... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rtm/fangatahana | Fangatahana | RAKOTOMALALA Tanjona Mandimbison | Omeo anay ry alina
Ny mahamaizina anao
Mba hangalainay nofy lalina
Ka hazoanay maraina vao
Omeo anay ry volana
Ny fahazavanao
Tampero hatreo reo olana
Miatsa amin'ity tsolovonao
Omeo anay ry kitana
Ny fahasoavanao
Fa ny fonay mbola tsy sitrana
Ka mba mitalao
Omeo anay ry rahona
Ireo loko maro
Fa hitanay m... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rary/rivo-mifofo-indro-nisos | RIVO-MIFOFO
*
Indro nisos | NY RARY | RIVO-MIFOFO
Indro nisosa ilay oran'ny saiko
'Zay tena ao anaty ny taona tanora
Reko mihazona ilay fofon'aiko
Ilay tavako mando mbola matsora
Rivotra mafy,mifofo ny aina
Ilay rivo-pikalo nalaiko taloha,
Dia indro fa reko ianao sombinaina
Miezaka mafy,hitsaka sy hifoha
Kinanjo!Tratran'ny andro midona
Tanatin'ny... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rary/hoani-litterae-tsy-aik | Hoan'i Litterae
*
Tsy aik | NY RARY | Hoan'i Litterae
Tsy aiko ry namana izay ato an-tsaiko
Mivimbina alahelo tsy fantatro hoe nahoana?
Fa any izay mba ventesin'ny saiko,
Ilay finamanantsika tsy ho babagoana!
Ny rivotra ve no te-hisetrasetra ny aiko
Ka tsy mahita afa-tsy ny mihiba ny saiko?
Manoratra anao eto an-jaridaina
Hiatako ilay masoandro,mib... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/edmond-randrianandrasana/mandalo-nofy | Mandalo nofy | edmond randrianandrasana | Tandremo! ny maso,ny fanahy,ny sofina,ny sainareo zanako
Handalo nofy isika
Nofy,valala very
Samborinareo,votsotro
Nofy,valala,mitady hanina
Ao amin'ny fahatanoran'ny bozaka
Nofy,zana-balala nafoy
Voatery mitsetra,voatery mizaha
Ny misy an-dreniny
Tandremo! ny maso,ny fanahy,ny sofina,ny sainareo zanako
Handa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rary/ny-masonao-.-ny-masonao-m | Ny masonao
.
Ny masonao m | NY RARY | Ny masonao
Ny masonao mijery
Toa mitady hiery
Ato anaty foko:
Mientana,mijoko!
Tsy fantatro akory
Izay mba hanangoly
Fa ireo masonao
Miangavy,mitalaho!
Ao anaty foko
Toa re mitoloko
Ny eo an-tratranao
Tsy heno izay mitraho
Tsy orana,tsy havandra
Fa mampivandravandra
Ilay ako kely iray
Dia masonao izay! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/voatsinampy/ny-fifonako | NY FIFONAKO | voatsinampy | Malala a
hitanao ity fo adala?
tsy nino fa ianao no anjara
dia nikisaka sy niala
mifona akia a, mamela
hamela ny hadisoako ialahy?
Malala a
hitanao ireo hitsikitsika izay nataoko hivavahana?
hay papango hipaoka ahy fotsiny fa ny masoko no pahina
aoka re a, aza latsaina a
ifonako iny sombin'aina!
Malala a
hi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/edmond-randrianandrasana/manan-drahalahy-ve-ny-nofy | Manan-drahalahy ve ny nofy? | edmond randrianandrasana | Ity avy nianatra tany an'ala
Fotsy volo,mivimbina ny bokim-pianarany ankiroa ho ahy sy ny zanako mbola matory
Ary izaho vao avy naheno feon'akoholahy nifanenjika tamin'ny kintana,
Sy vao avy nanokatra ny varavaran-keliko,ka maka fy ireny dihim-boninkazo tanora ao amin'ny fiadanany,toa te hiampita sy hanafotra ny tak... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rary/ny-baibolyny-baiboly-r | NY BAIBOLY*Ny Baiboly r | NY RARY | NY BAIBOLY
Ny Baiboly raha vakiana,
Dia mitondra Fifaliana
Mamelombelona Fanahy
Mamafa ahiahy!
Raha reradreraka ny tena
Ny Baiboly mampanantena
Fa Fifaliana tsy omby tratra
Ka manasitrana ny ratra! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-mandimbison-fenoantra/njely | Njely | RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra | Tovovavy tena sariaka
Mahate ho tia ianao ry Njely
Tsy mety ho afaka ato an-tsaiko
Lay endrikao tsara
Indrisy!
Lay elanelantany manasaraka
Tsy hahitako lay endrika anjely
Izay efa nisainiko
Ho tantara
Miangatra ny fiainana
Raha izany no miseho
Hiafiko ihany anefa
Mandrampahoviana ? |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-mandimbison-fenoantra/ody-fitia | ODY FITIA | RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra | Fa maninona rehefa mateza ny fitiavana
Dia lazaina fa misy ambadika
Raha maty aho matesa rahavana
Fa ianao ihany tiako ho vadiko
Zay vavan'olona tsy raraiko
Fa ianao ihany tiako
Raha tsy ianao no miteny hoe izah tsy tia
Izay aho vao mety hionona
Raha resaka ody fitia
Tsy manao an'izany izao fa endrikendrean~ol... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/efa-tokana | efa tokana | lain's rakoto | efa tokana ny foko
tokana tsisy fanampiny
tokana ho anao irery
ho anao irery ry neny
tsy natokako ho anao
ny tato am-poko hatrizay
ankehitriny anao mandrakizay
nozaraiko maro ny fitiavako
ankehitriny efa anao rahavako
ho anao irery
ho anao tsy an tery
ho anao ry malala
anao tsy ankisalasala
efa babonao aho... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/voatsinampy/ny-noelinny-taniko | NY NOELIN'NY TANIKO | voatsinampy | Melok'aho ve raha toa tsy mifaly
fa mbola mijaly ny iray ra amiko?
diso aho ve raha toa mitomany
fa tsy mbola tafarina foana ny taniko?
Nankaiza avokoa ireo sakaiza
ny tohin'ny tolona vitany hatraiza?
lasa izy ireo tsy namarana taona
k'aza omena tsiny aho raha toa ka misaona
Melok'aho ve raha mbola mivelatra
i... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rary/imerina-izany-toa-re-mi | Imerina
*
Izany toa re mi | NY RARY | Imerina
Izany toa re mitamberina
Ao an-tsaiko toa hanitra iray,
Dia tsiaro anao,ry Imerina!
Ilay fialofako rahatrizay
Ny mamy nataoko ho telina,
Dia fisotroko mandrakizay!
Ilay fiitiavako anao,ry Imerina,
Dia Voromanga fikaloko indray!
Ilay fialofako rahatrizay,
Dia tsiaro anao,ry Imerina!
Ao an-tsaiko toa h... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rary/ny-baiboly-ny-baiboly-r | NY BAIBOLY
*
Ny Baiboly r | NY RARY | NY BAIBOLY
Ny Baiboly raha vakiana,
Dia mitondra Fifaliana
Mamelombelona Fanahy
Mamafa ahiahy!
Raha reradreraka ny tena
Ny Baiboly mampanantena
Fa Fifaliana tsy omby tratra
Ka manasitrana ny ratra! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/berthin-aina/misy-hasiny-ve | MISY HASINY VE?? | BerthiN AinA | ry tina,tsaroanao ve isika roa
lay mpifankatia tena ts nifakafoa
na andro na alina miaraka hantrany
na ory na faly mifankatia ihany
tadidinao avokoa ve ireny fiarahana
fisakaizana malalaka ts nisy nisakana
firaisam-po ombam-pifaliana
ts nahenoantsika na izay tena nanahirana
ts tsapanao ve ireny lasa fahiny
iza... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/edmond-randrianandrasana/mama-malalako | Mama malalako | edmond randrianandrasana | Tsy ho tohizako intsony,tsy akory
Io lohatenin-kira,manasatra loatra ny fony
Sy toa hany mba azony adika
Toa satriny ery hiampita
Aiza tsy misy mpahita?
Tsy ho tohizako intsony tsy akory
Io teny kely,salohin-draozinay
Toa te honona mandrakizay
Toa te hanakatra volana iray
Sy izay avo indrindra ho anay
Tsy ho ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rary/tsiahy-tsiahy-mitambolo | Tsiahy
*
Tsiahy mitambolo | NY RARY | Tsiahy
Tsiahy mitambolona ato an-tsaiko,
Ry fara-vodilanitra
Indraindray,mamelona,manempotra ny aiko
Tsy haritro ka mba ho tantaraiko
Mba hanembona ny hanitra!
Tsiahy tsy voafafa,misiosio lava
Ny ato anatiko ato:
Manampongatra hatrany ilay zavona tsy hisava
Fa hanakoako ao an-tsaina,tsy ho rava
Tsy mety sasat... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rary/ho-anny-avana-ramanantoa | Ho an'Ny Avana Ramanantoa | NY RARY | Ho an'Ny Avana Ramanantoanina!
Nama-malefa-piteny izay
Namana isany mamiko koa
Ilay Avana tomaratra anankiray
Dia Ramanantoanin'ny foko tsy lo |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ahy/mitsikia-aloha-fa-io-ny-a | Mitsikia aloha fa io ny a | AHY | Mitsikia aloha fa io ny androany
Tsy hay atao ahoana izay efa lany
Indrindra moa ny vita omaly
Mitsikia aloha f’efa io ny androany
Ny nenina ange miandry any aoriana
Ka raha irianao ny hitohizan’ny hafaliana
Dia miezaha ny tsy ho tezitra anio
Ary mitsikia fa ny androany efa io!
Ny mahasosotra mahasosotra eny ih... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rary/indray-androany-rehefa | Indray androany
*
Rehefa | NY RARY | Indray androany
Rehefa notiaviko ianao,ry Rima mpikalo
Natao hitovy hevitra amiko tanteraka
Na mbola hitoetra aho na handalo
Ireo sangan'asa tsy hitalapetraka
Ry lohataona manivatsiva any ho any
Mbola hamerina indray ireo dina natao
Na mbola hihira aho na ho tototry ny tany
Aza mitomany ianao.Ny ranomaso fafao!... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/ny-fiainako | Ny fiainako | Rary Nofy | Ny tantarako sakaiza;
tantara mampalahelo
toa maloka,tsy mba ho aiza!
fa toa mangina,tsy mieloelo
ny fisiako re ry tiako;
mba hampifaly anao;
kanefa ny faniriako
dia te ho adinonao!
eh!ny amiko;
moa va re mba fantatrao?
ny tantarako koa!
moa va re mba mahaliana anao?
fa fahoriana,fijaliana no
mianjady ao!! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-tiana/ny-mpivady- | NY MPIVADY VE ? | Rasamindrakotroka Andry Tiana | Ny mpivady ve? Olon-droa nifanena, tsy tan-kisendrasendra,
Fa nampihaonin’Andriamanitra, hiara-dàlana, ho lasa iray;
Hiara-hamakivaky fiainana, hiara-kiatrika, eny hiara-kisedra,
Ny onjam-piainana, omaly, anio, ampitso, ary ho mandrakizay.
Ny mpivady ve? samy nanana ny nanabeazana azy,
Na tao an-tokantrano io, na ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/diampeniko | diampeniko | Rary Nofy | meteza re ianao hafarako;
hitondra hafatra ho azy;
ity hafatra ho an'ilay havako;
ilay diam-peniko mazava ho azy!
hafatra kely dia kely;
no ateriko mba ho entinao;
ity asa soratra ho anao iny;
fa izay no sitrako izao |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/edmond-randrianandrasana/ianao-no-voninkazo | Ianao no voninkazo | edmond randrianandrasana | ianao no voninkazo
Vakana maitson'ny tany
Nihafian'ny sodina teo imolotry ny vatolampy mialom-potaka
Ary raha tsy ianao.Ho inona Ity saha maitso?
Angamba tsy hanan-taolana mbamin'ny bozaka aman-kahitra
Na ra na dia ny nofon-taniko aza
Ka isaorako ilay singam-boa kely
Nahay naminany sahady ny halalin'ilay fahoria... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/iny-sora-tanako-iny | iny sora-tanako iny | Rary Nofy | iny sora-tanako iny;
noventsoiko an-tononkalo;
iny eritreritro iny!
nohantsoiko mba ho kalo;
ilay hery nanaitra ny foko;
na fifaliana,na toloko;
nosoratakp avokoa;
tamin'iny sora-tanako iny!
ilay hery tsy hay tohaina;
mibosesika,mifanesika an-tsaina;
io ilay aingam-panahy;
izay nahatonga fofona ahy;
ka nive... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rtm/te | TE | RAKOTOMALALA Tanjona Mandimbison | TE
Te hahita ny tsy fahita ve ianao?
-Manaova aloha ny tsy fanao!
Te hitia fa miahotra?
-Misotroa aloha odi-tahotra e...!
Te handrombaka ny amboara?
-Mikotràna ary aloha tsara!
Te hanan-karena?
-Manondràna handra-mena
Te hiaraka @ manja?
-Ataovy tsara aloha ny kandra e!
Te haka ny fony?
-Miezaha ary mba ho ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/fiaramanidina | FIARAMANIDINA | Fredy Jaofera | FIARAMANIDINA
Manomboka miakatra
hamonjy habakabaka
ny fiaramanidina
ka efa mamahatra
sy mivavabavaka
tsy hitsingidina.
Mipetraka tsara
hanao izato dia
ny fo sy ny saina
ka indro ambara
toa miampy fitia
ny zavatra hajaina.
Mandeha moramora
ny roson-tsakafo
tsotra dia tsotra,
mampitelin-drora,
na tsy mi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ahy/mitomany-aho | mitomany aho | AHY | sendra lasa ny saiko
maminavina anao ry tiko
dia manotany tena oe
izaho ve no diso
nefa fantatro ankehitriny
fa fitiavana ts anjar ny atsik
mial faranana ny amin tsik
tia nef tsy misy mpijery
izany foko manirery
koa aleoko atrizany
toy izay avelanao hitomany
esoriko anaty eritreritr ny
momba anao satria rah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/ho-anao-rahalahy-ho-anao | Ho Anao! | lain's rakoto | Ho Anao Rahalahy
Ho Anao Ranabavy
Raha Tafita Ianao
Tafita Indray Andro Any
Mba Jereo Ireo Ambany
Tolory Tanana Ny Mijaly
Aza Manambanimbany
Omeo Azy Zay Foinao
Aza Avela Izy Hitalao
Avana Mba Mitaraina
Aza Andrasana Rahampitso Maraina
Ndrao Handaozanao Ny Ainy |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/edmond-randrianandrasana/iza-no-mampihira-azy | Iza no mampihira azy? | edmond randrianandrasana | Nofinofin'iza sa singan-draozy mitomany
ao amin'ny efitr'ilan'ny alim-boninkazo
hanjakan'ny kintana arivon'ny maty?
Iny misy lokanga avy any,vita avy amin'ny
tahon-kazo madinika tsy fantatra anarana.
ary iza no hitaty azy amin'ireto eto amin'ny
saha votendry
iza no hametraka ny vatany malama
Toy ny lalan-tsara ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/santatry-ny-omaly/ao-anaty-nofy | Ao anaty nofy | Santatry Ny Omaly | Ao anaty nofy no hisambarako ny tsara,
Ao no pejy tokana mamintina ny androany,
Ao anaty nofy no hamaritako ny anjara,
Hisantarako sahady ny any ambadika any,
Ao anaty nofy no hahitàko fitsaràna,
Ao no misy marina tsy resin' ny hery setra,
Ao anaty nofy ... Ao no misy fahagagana,
Hampiato ny fotoana, hanafoana n... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/raha-tianao | raha tianao | Rary Nofy | Raha tianao;
ho iray ny fon-tsika izao!
dia ataovy an-tsainao;
fa efa sambatra ianao!
Raha sitrakao;
ny hiaina hiaraka amiko!
eny an-danitra avo;
fa izay no hasambarako!
Raha zakanao;
ny fiainana ety an-tany!
dia ho entiko ianao;
mba handeha hiarak'amiko eny!
raha tandrinao mantsy!
ity tolokoko ity;
fa fe... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/rotsirotsy | Rotsirotsy | Rary Nofy | Etsy mifalia;
izany havako izany!
etsy mitsikia;
fa aza tomany!
ny mpisompatra anie!
be ny eto an-tany;
izay voany ange ho'aho;
dia toa mampahonena!
rahoviana indrisy!
vao hitsoka iry rivotra;
ilay hazavana mitaratra
mba hitsikian'ny ory |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/ny-kanto | Ny KAnto | lain's rakoto | Hay Ve Ka
Hay Ve Mbola Misy
Mbola Maro Mpankafy
Maro Mpitia
Hay Ve Mbola
Mbola Tsy Very
Mbola Tsy Very Izy Tia E!
Mbola Misy Mankamamy
Mbola Misy Koa Mpanohana
Mbola Maro
Any Ambany Ravin-kazo
Tsy Mamela Azy Halazo
Mampitraka Sy Manandratra
Hampahery Sy Hamoaka
Ity Tenin-draza Tsika
Amin'ny Kanto Sy Mozi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/iray-isika-fa-tsy-roa | IRAY ISIKA FA TSY ROA | Fredy Jaofera | IRAY ISIKA FA TSY ROA
'Reny fifaliana maromaro,
'reny ranomaso nifangaro,
nahatonga ahy teto an-tany
mba ho anao irery ihany.
'Reny fotoana nifanesy
nampisento, nampandresy,
no nilaza fa any am-para,
mbola ianao no mba anjara.
Ka na eo ny elanelana
tsaroako tsy azo ferana
dia iray isika fa tsy roa :
iray fa... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/alahelonao | Alahelonao | lain's rakoto | Tamin'ny ora nisaraha
Alahelo tsy hay tohana
No nemeno fon'olon-droa
Fisarahan teoran-davitra
Tsy mba fisaraham-pitiavana
Fa fisarahan-davitra
Ny elanelan-tany
No nampisaraka anay roa
Alahelo
Sentosento
Fahoriana fijaliana
Izany no nisarahanay roa
Izany alahelonay
Mameno ny fo
Mankarary loha
Mahatorovana... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/indrisy-ry-fiainana-indr | Mba Jereo! | lain's rakoto | Indrisy Ry Fiainana!
Indrisy Ry Tany!
Indrisy Ry Fitiavana
Mahonena Mitaraina
Velona Mba Hitalao
Miangafy Mafy Anao
Ireo Mpanana Toa Jenitra
Mitabataba Mamosaka Hevitra
Mijeanjeana Amin'ny Fiara
Mibikabika Miariary
Ee!Any Alavitra Any
Misy Olona Mosary
Andro Maro Tsy Oman-kany
Marary Mafy Sy Mijaly
Tomany... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/tsiaro-fifaliana | Tsiaro fifaliana | Rary Nofy | §feno tsiaro fifaliana;
ao am-po ao ry tiana;
ka miventso mangina;
raha sendra ny niriana!
$ka tsiky no niserana;
izay no mba nierana;
tamin'ilay maso nifanjohy;
fifaliako ihany na dia fohy
§nikipy ny maso;
mandinika ny lasa;
ka resy ny ankaso;
fa fifaliana no ankasa |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rakotomalala-mandimbison-fenoantra/mpivaro-tena-mampalahel | MPIVARO-TENA
Mampalahel | RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra | MPIVARO-TENA
Mampalahelo ny vehivavy malagasy
Tsy mety mahita mangirana
Tsy nahatoitra lay taratasy
Sady mijaly izy ireny no sahirana
Misy ireo mamono tena
Ao koa ireo mivaro-tena
Manenjika boaty de nuit
Hanjakainy ireo vahiny
Miangatra ity fiainana ity
Fa dimy ao anatiny arivo no vehivavy virijiny
Ny vehiva... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/maharavo-andriamalinarivo/tsy-haiko | Tsy haiko | maharavo ANDRIAMALINARIVO | Tsy haiko afenina;
ilay hery iray;
tao anaty tao
ka...
haposako indray;
mba ho rehanao;
tiako ho hideradera;
hivandravandra,hisehoseho;
k'anefa...
vao miha manonja;
milentika;
miafina,mihirina
ka aleo afeniko,
tsy ho teneniko!
mba tsy ho hitanao
rehanao
tsinjonao
ilay toloko ampoko ao! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra-jouany/ampy-ahy-tano-ho-anao-ny | AMPY AHY
Tano ho anao ny | Ra-jouany | AMPY AHY
Tano ho anao ny valin-teny
F'aza avela hisy ahalala
Aoka mba ho anao irery
Eny,ho anao ihany ry malala
Na 'lay nitondra ny hafatra aza
Aza mbola ampahafantarina
Sao izy ho be filaza
Ka ho henoko ny marina
Matahotra aho mantsy sao ho TSIA
no atokanao ho setriny
Dia ho leo 'ty fo mitia
Ka hanova ny f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ra-jouany/ampy-ahy | AMPY AHY | Ra-jouany | AMPY AHY
Tano ho anao ny valin-teny
F'aza avela hisy ahalala
Aoka mba ho anao irery
Eny,ho anao ihany ry malala
Na 'lay nitondra ny hafatra aza
Aza mbola ampahafantarina
Sao izy ho be filaza
Ka ho henoko ny marina
Matahotra aho mantsy sao ho TSIA
no atokanao ho setriny
Dia ho leo 'ty fo mitia
Ka hanova ny f... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/edmond-randrianandrasana/embona-mitohy | Embona mitohy | edmond randrianandrasana | Sodi-namboarin-tsy hitony
ve sa lel'afo minia
mampahory ny tenany
Sa mbola misy tavela,inona anefa?
Inona fa vonona hono
Ny vorona na avo dia avo
Ny rivotra raha ilay nitsaharany
Fa voro-nisy elany ihany
Izany fanahy ao amiko izany
Izany,toa vonon-kandositra,fa nahoana?
Sa ve iry hofa-tanana avy any
no mampi... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/voatsinampy/ny-tena-izy | NY TENA IZY | voatsinampy | Ny sandoka dia hafa ihany
mamitaka mampitomany
ny tena izy mbola miavaka
masina izy fa mpivavaka
ny tena izy raha miteny
tonga dia manantanteraka
mitia hatrany eny ombieny
sanatria ny ahatsiaro ho reraka
ny tena izy tena tia
tsy mampitamby sanatria
mihafy hatrany ho doria
nohon'ny herin'ny fitia
ny tena izy... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/iny-diampeniko-iny | iny diampeniko iny | Rary Nofy | ity diampeniko ity;
dia atolotro ho anao;
mba ahafataran-dry!
fa tena tiako ianao!!
na ho mafy ny ho atrehiko;
manoloana ny ho aviko;
iangaviako ianao rahavako;
mba hitsilo izay ho diaviko!
iny diampeniko iny
dia mety ho tsaroanao
eny!rehefa manirery
toy izao ataoko izao!
raha toa tsy sitrakao;
ny ahatsiah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andrinirina-francklin/noely-miangatra | Noely miangatra | Z'Andrigasy | "Noely miangatra"
Ô ry volanô, ô ry kintana
Ô ry anjarô, ô ry vintana
Ô ry ray ô, ô ry anjely
Mba iantrao ity zazakely
Fa niangaran'ny dadabe Noely
Tsy nomeny kilalao velively
Andriamanitrô aza atao vazivazy
Iangaviako ianao mba hanontany azy :
Rahoviana aho vao hahazo
Sa mbola hilalao tapa-kazo
Iza marina ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/ahoana-ny-iafarany | Ahoana Ny Iafarany? | lain's rakoto | Efa Fantatro
Efa Tsapako
Efa Hitako
Haiko
Sahady
Ny Hiafarany
Ny Tantara
Tsapako Fa Tsy Tsara
Ratsy Fiafara
Toa Manalasala
Ny Andro Ao Afara
Mety Tsy Hangaragara
Manorisory Manadala
Mananjara Tsiambara
Ao Ambadika Ao Tsy Tsara |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/ny-fisiako | NY FISIAKO | Rary Nofy | ny amiko ve?
ny mampahory anao!
dia olana va re?
izao fisiako izao!
Aleo aho.andeha;
Aza arahin'alahelo;
Andeha hirehareha;
Eny an-danitr'avo! |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-tiana/ny-fiainan-tokantrano- | NY FIAINAN-TOKANTRANO | Rasamindrakotroka Andry Tiana | Mihodina hono ny tany, toy izany koa
ny ora, ny andro, ny volana, ny taona.
Mitamberina ao an-tsaina
ny fiainana nodiavina tao an-tokantrano.
Nisy fitsapana maro, tsy voatanisa
analin-kisa, tena nampiteny ny moana.
Niravina ihany izany, noho ny fiarahana
nisedra, mba tsy hidiran’ny angano.
Na mafy aza anefa ny ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/mahay-mionona | MAHAY MIONONA | Teboka Telo | MAHAY MIONONA!
Ka raha nafoiny aza aho, mahay mionona satria
Mora afindrandrafindra toerana toa ketsa ny fitia!
Raha iray no tsy tia, sioka tokam-potsiny ihany
Dia milahatra ny maro, be dia be ny manontany!
Ka izy lasana nandao sy nihodina nifindra lasy;
Tsy ho ela izy dia hanenina, ho menatra, hangasihasy!
Izah... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/vals-natiora/nilaozan-olon-tiana | Nilaozan' olon-tiana | vals cristian | Toa zary irery sy malaina
Rehefa ilaozan'olon-tiana
Toy ny vonin-kazo an-tany maina
Mitomany tsy misy mampangina
Fahoriana tsy hay lazaina
Mangidy mafy sy mafaitra
Nefa tsy mba afaka hitaraina
Fa mitoetra ilay takaitra
Tena mafy raha samy mafy e
Mavesatra noho ny fahoriana
Nefa dia voatery miafy
Rehefa ilaoz... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/ra-fanja | Ra Fanja | lain's rakoto | Ho Anareo Ry Fanja
Ho Anareo Ity
Raiso Fa Natokako Ho Anareo
Toa Modina Tsy Hita
Modina Tsy Rè
Reo Antso Avo
Antsoantso Sy Talao
Ny Talao Reo Mijaly
Talao Ny Malagasy
Mijaly Sy Miafy
Mitalao Lavy Izao
Nefa Ianao Ry Fanja
Toa Mifaly Miezinezina
Tsara Aro
Tsara Mpiambina
F'izay Kosa
Mijaly Miady Mafy
Mig... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/fa-nahoana-kosa-nahoana-r | Fa Nahoana Kosa
Nahoana R | lain's rakoto | Fa Nahoana Kosa
Nahoana Re Ry Tany
Nahoana Re Ry Fiainana
Nahoana Kosa
No Mitady Handazo Ity Raozy
Nahoana Moa
Nahoana No Manimba
Mandratsy Sy Mamotika
Toa Mitady Handrotika
Mandrava Ny Hatsarana
Hatsarana Lafatra
Lafatra Sy Soa
Nahoana Ré
Toa Hanimba Izany Avandra
Mandrovitra Ny Rivotra
Manongotra Tafio... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fatals/tiako-ianao | tiako ianao | Rary Nofy | angamba tsy hay intsony
ireo izay mety hiseho
fa te ahita azy
ny fanahy mivelovelo
te hanambara indray hoe
tiako ianao
tiako ianao
k'anefa...
vahotra ny vavako
hanambara ilay fitiavako
hoe
... tiako ianao rahavako...
ity foko tony hono
indrisy!
toa manembon-dava
mahatsiahy azy indray hoe
mba mahatsiaro ... |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/nofy-9719 | Nofy! | lain's rakoto | Nofy Angaha
Nofy Njaza
Nofinofy
Nofinofim-pahazazana
Nofy Ve?
Nofinofiko
Nofiko Hatrin'ny Ela |
https://vetso.serasera.org/tononkalo/lains-rakoto/ny-tontoloko | Ny tontoloko! | lain's rakoto | Raha vao miposaka ny maraina!
Iaonao no mibahana an-tsaina
Miarina tsy mba malaina
Mitsiky tsy velon-taraina
Raha tonga ny atoandro!
Mitaratra izany masoandro
Mitaratra ny endrikao
Tsara loatra tsy malazo
Ny hariva kosa indray
Mihirahira feo iray
Mahatsiaro anao izay
Mamentsoventso fo iray
Ny alina irery
M... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.