url
stringlengths
43
292
title
stringlengths
0
91
author
stringlengths
0
50
content
stringlengths
31
62.1k
https://vetso.serasera.org/tononkalo/dotmg/lozako
Lozako
DotMG
Lozako, Fa nafoiko an-tsitrapo ho an'i Voahangy ny kitozako "Fafiny": Io no nandrandraina ho azo dia nomena hotsentsafiny; Fa hono; I Voahangy hoe no mahavoa, raha hitsentsitra, hinono. Indrisy... Notsakoiny toa mangahazo, saika ringana tsy nisy. Lozako, Noheveriko ho makamba no hasoloko ny fozako Oainina, H...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anjara-sa-fitiavana/efa-lany-zara-sa-ahoana-e
Efa lany zara sa ahoana e
Anjara sa fitiavana?
Efa lany zara sa ahoana e!? Tsy mba manana olon-tiana,fa izay jerena toa efa manan-tompony dahol e! Efa zah mihitsy ve no tara sa ahoana e!? Ny ankizavavy eto an-tanana fa efa an'zalah dahol e! Mila tsy hozaka maheno tenin'ry zareo hoe; "zah efa manan-tompo" ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fano2/ny-fiainana
NY FIAINANA
Fano
Lasa indray izay aloha ny andro Nilentika koa ny masoandro Fa niverina ny tebiteby Injany ny alina mangina Tsisy feo manembatsembana F'ilay ratsy no manembana Izany no aizin'ilay ratsy Tsy mikatsaka ny soa Fa mampihorohoro hatrany Fa ny atao dia misy tody Koa andeha hanao ny tsara hatrany Fa izay no tsy hano...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ratra/angamba-
ANGAMBA !?
RATRA
Angamba voamosavy 'lay loloko satria: Felan-tsilo feno landy no tiany hitoerany odoria . .Dia felan-draketa . .rano dity no mba ilony . .Ataony hanafaka hetaheta . .kinanjo fa nandromboka ny tsilony Angamba tena adala 'lay joreriko nanidina Satria tsy nahalala afa tsy ny hiakatra tsy hidina . .Ny faniriany ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fano2/faneva
Faneva
Fano
Ilay takariva ho maty masoandro, Volon-drahona mena, @mena masoandro Mahalasa ny saina hierika indray, Mena,faneva,io ilay loko iray. Ilay mena ho fiandrganany, Ny maintso ho fanantenana, Ny fotsy ho fahadiovany, Ny faneva iray no atsangany. Ilay saina mikopaka, toa felatanana Any ho any izay ireo havana,naman...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hjravs/ravintseva
RAVINTSEVA*
hjravs
RAVINTSEVA* K'ahoana izy 'ty Dadajao a! Naresaka tamin'ny vaovao f'ilay mananasy 'zay vokatra tsara, nafaranareo tamin'ny foara dia mintentina ami-na dolara... Nahavaka ny maso tsy zatra, 'lay izy naranty amin'ny tratra ; Nampahatsiahy ahy ny paoman'ny Eva sy ny nitafian-jareo ravintseva... "Tsy Rajao iry io ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/s.g/tampoka-tamiko
Tampoka Tamiko
S.g
TAMPOKA TAMIKO Tampoka tamiko ilay zava-niseho Ianao manko tsy mba niafina fa tena niseho Fantatrao tsara fa tena tiako ilay zazavavy Ary nanam-pikasana aho ny haka azy ho mariazy Ianao ilay namako noraisiko ho rahalahy Nefa dia sahinao tsisy ahiahy Ny namadika ankitsirano izao ahy Sanatria anefa raha izaho no ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/harinirina-eric/foko-adala
Foko Adala
Zoky Eric
Ity foko adala tsy mba mahalala ny tsy mety akory fa dia mampirafy mampahory ra mba fantatrao mantsy ny vokatrio atsy ho atsy mety hamotika sy handratra ka eo ianao vao tsy hitraka esy e, ry foko adala e sahy namitaka ilay malala izy anefa tsy mahita fa variana any ampita tsy fidiny amiko izao fa vohatosik...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ratra/na-dia-tsy-ho-ahy
NA DIA TSY HO AHY
RATRA
Na dia tsy ho ahy aza ianao!!?? Dia ilazako kely, fa misy fitia manirery manembona olon-tiana 'zay mitoetra ato am-poko mifono aman-toloko omeko anao mangina Satria efa fantatro fa isika tsy ho tafara-dalana ary efa eto ilay sapanana 'lay fitiavanao tsy takatro hoe voakamina,voarindra fa toa mifindrafindra ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/maintsondratra/mba-mamiko-
MBA MAMIKO !!!
Diavolana Sambatra
Mba mamiko lahy,izanx trano izany Toa mamiratra sy tena mahafinaritra Trano manelana ny lanitra sy tany Ary trano iangonan'ny vahoakan'Andriamanitra Trano fivavahana,sady fihaonana Ary ankalazana ny famonjena ahy sy ianao Fanaovana sorona,sorom-pisaorana 'lay Jesoa Kristy zanak'ondry vaovao Tranom-pidarana ilay...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-rtm/miantso-anao-ny-foko
Miantso anao ny foko
RAKOTOMALALA Tanjona Mandimbison
Ampy angamba izay, Ny fotoana nisarahana Tsapako hatrizay Fa babangoana ny amiko Ary izao no tiako avahana: Efa ianao re no mamiko! Eny,nifandao isika Herintaona teo izay Izaho aloha nangatsiaka e...! Ny fitia vao mainka mivay Rehefa injay mahita anao Mila ho lasa adala tsotr'izao! Gina,sina tsy mahateny T...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/maintsondratra/izany-ilay-diavolana-sambatra
IZANY ILAY DIAVOLANA SAMBATRA
Diavolana Sambatra
Raha tsinana ny volana Ka ny fitiavako anao tsisy olana Dia ilay fitiavavako amin'ny fo tsy miangatra Mahantra aho nefa manana Manana anao ho fenomanana Isika hifampizara fitia sy hifanandratra Ny diavolana mibaliaka Ny fitiavako tena masiaka Izy ireo no hitambatra? Nefa!!! indray andro any izaho alavitra any ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anl-mikalo/ny-fitiavana
NY FITIAVANA
ANL MIKALO
Hanitra mamelovelo ho an'olona tokana Fofona alavitra miavaka manokana Hery iray tsy manan_kery setra Vatosoa sarobidy ho an'ny rehetra Fofona manitra tena manintona Hery miafina sy tena voafintona Raha doran'ny afo tsy mba ho kinkina Raha mandraoka rano tsy mba havinkina Fitiavana kanto toy ny voninkazo Raha ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/angamba-nisy-ihany
ANGAMBA NISY IHANY
Fredy Jaofera
ANGAMBA NISY IHANY Niala nenina aho nanaja foana ombieny : nitady izay nirina sy ny mamy lavareny, nikendry sy nikatsaka izay mety nahasoa anefa dia nompaina no nesoina tao am-po. Angamba nisy ihany ny tsara izay nomena ka nahoana loatra re no niova sy nivena : tonga olon-kafa sy tsaroako toa vahiny, nanodina n...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/fety
FETY
RFE Andria
FETY Dia mba nifety kely ihany ilay Gasy kely be vinany ka na foana ny vilany tsy nampaninona izany rehefa finaritra ny maso ny sofiny voahasohaso dia adino ny hanoanana fahantrana, tsy fananana ny zony izay voahosihosy... Variana nitositosy
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fano2/fianarana
Fianarana
Fano
Ny fianarana efaiko Satria fahaizana no ilaiko Izay lovasoa lalaiko Ny kamo izany dia resena Fa ny tsara fahendrena Dia ny bado fahalemena Ny fianarana no lova tsara indrindra Sady hahaizako mamindra Ho @ fiainana mirindra Koa ndeha re hiaraka Ampianaro ny taranaka @zay tsy mba ho raraka Fa ny fahaizana no ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fano2/zava-boahary
Zava-boahary
Fano
Jereo ange ireo havoana He rakitra ala maro Tsy hoe maintso mavana ihany Fa mamerovero aok'izany Ao koa ny voron-kely 'Zay misidina eny ho eny Toa sambatra eny foana Mahafinaritra ny taona Izao no zava-boahary Izay nomen-Janahary Hajao mandava-taona Izy ireny tsy ho foana Ny an'ny olombelona Dia ny miompy ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tiako
TIAKO
Fredy Jaofera
TIAKO Tiako raha zaraina miaraka aminao 'reo efa lazaina ho hira na lalao. Tiako raha iarahana izato hoavy sy voary hoentintsika hisahana ny mamy sy manjary. Tiako raha tsy nofy ny efa voadintsika ka avia mba rakofy ny ora mangatsiaka. Tiako raha tsy roa irony toky lavareny ka haharitra tokoa no tanjona...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fano2/any-ambanivohitra-any
Any ambanivohitra any
Fano
Tranokely maromaro Eo an-tampon'ny havoana Tsy dia tsara manao ahoana Kanefa sanatria raha izany no ho foana Toa tafo bozaka, fisoko Ka tsy hitan'ny mpandoko Raha jerena dia tsotsotra Kanefa kosa mety handoka Io ilay tanànantsika Any ambanivohitra any Ka raha manina ary isika Dia alefa ny vinany Raha hivoak...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/fo-mitroatra
FO MITROATRA
RFE Andria
FO MITROATRA Malagasy tsy misaina mandatsa-drà ireo mpiray aina feno fitiavan-tena ny vola no mahajambena hamoteham-pirenena tsy hay raràna, tsy hay fefena Fa nataonao ts'isy vidiny ny ain'ireo tsy manam-pidiny k'indro 'zato fo mitroatra sy fanahy misendoatra no manozona anao hitodian'izay natao
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/ny-feonao
NY FEONAO
ANDRIAMASIMANANA Andry
NY FEONAO ny feonao ry olon-tiana no mozika tsara indrindra gadona voajanahary, tsara tefy, tsara rindra zany angolangolanao, mahababo avy hatrany tsy mety lefy vetivety fa re manako any ho any ny feonao milamindamina, maharenoka fitia na tsy hita aza ianao dia toy ny miantso hoe avia ny feonao manambitamby, mah...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/mamtsiadino/tsy-ianao-irery
tsy ianao irery
mam'tsiadino
tsy ianao irery fa ny malagasy toa anao no mahatsapa f voatery sy mijaly lava izao tsy ianao irery no mizaka hirifirim-pahoriana ka mahatsapa fa toa very anaty aizina mangina tsy ianao irery no mijaly mahonena mahatsiaro ho irery noho ny tsindry hazo lena tsy ianao irery ilay mbola manantena fa ho afaka a...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fano2/ririnina
Ririnina
Fano
Vao tonga ny maraina Dia izao no ao an-tsaina Andeha hiasa indray aloha Fa zara aza tafafoha Kanefa vao mivoaka Dia injao mangirifiry Ririnina ny andro Ka toa re mamirifiry 'zay itsahana rehetra toa re mamanala 'zay jerena rehetra toa misy ny fanala Eny an-tsaha rehetra toa maina sy makasoka Ny hafanana @zan...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-olona
NY OLONA
Fredy Jaofera
NY OLONA Ny olona tsy azo natoro, matetika tsy afa-mijoro, matetika tsy afa-mitraka fa resy sy toa mivanaka. Ny olona tsy azo tenenina, jereo fa toa be marenina, voan'ny sakodim-panina, na aiza na aiza tazanina ! Ny olona tsy azo nahitsy, kenda vao miova mihitsy, maina vao afaka hahazo fa maivana toa ravink...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/angamba
ANGAMBA
RFE Andria
ANGAMBA Angamba mety ho ilaiko ity lalàna tiana hapetraka fa androany aloha tsy haiko fa toa hetraketraka... Angamba hahasoa raha tamim-piheverana tsy natao an-dolofo na tamin-katezerana Angamba, angambaina fa raha ny anio aloha toa mampiferinaina sy mankarary an-doha
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hjravs/politikanalika
POLITIKAN'ALIKA
hjravs
Pôlitikan'Alika! Napoaka 'zay azo napoaka satria kilalao ny aim-bahoaka; milalao indray, manko, ry alika, ry alika gasy tsy mahay pôlitika, ka vahoaka nitsikasikasina no narefony teo Mahamasina, ...dia vovoan'amboa ihany koa no miainga avy ery sy avy eroa, fa toa vitan-kabary aman-teny ny zava-mitranga toy ir...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nisi-fid/sambatra
SAMBATRA
Nisi-fid
Ny atao hoe Sambatra. Tsy ireo manam-bola be mitambatra. Fa izay miarina, ka manao ny marina... Ho sambatra sy ho finaritra... Sy hiaina ela be maharitra... Mandrakizay mandrakizay.... Ao an-tranon'ny Ray.
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-1000/galona-notolorana
GALONA NOTOLORANA
ANDRIAMASIMANANA Andry
BAN KI MOON samboady nisalorana, sy galona notolorana, fa nahavita noho ny tena, kanefa hafa firenena... ora vitsy nandalovany, dia hoe voavaha ny olana, kanefa kosa raha jerena, dia mahantra mihitsy, ary tena mahonena, ianao ry firenena... tantaraiko fa tsy haritro, ary tena tsy ho tantiko, raha toa tsy h...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/izany-hono
IZANY HONO...
RFE Andria
IZANY HONO... Te hitia fa tsy afaka zary efa lany zara toa hazo notinapaka ny lasa efa tantara Te ho hany tiana tokan-tsy voasolo tsy ilay fivahiniana tiana toy ny lolo Izany hono akia no nofinofy aty hoe tiana sady tia raha mety indry
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/rafahafatesana
Rafahafatesana
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Mila ho ankaleo ny zava-miseho tongavan'ny rafahafatesana izay tsy azo leferina maro ireo fahavalo fa ity iray ity no ratsy tsy sasatra ny mandalo ndeha hamely fantsy maka ankeriny ny olona tsy mba misy fieràna fa amin'ny fotoana tsy ampoizina manampatra ny fahefana
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/aingam-panahy
AINGAM-PANAHY
RFE Andria
AINGAM-PANAHY Izay hitako sy reko teny rehetra teny no zary koa nekeko narafitro ho teny nanainga ny fanahy nivadika ho kalo nivondrona ho tsiahy dindo mihalohalo dia teraka ho soratra ho feo, ho antsaina na mbola mifaroratra kanto raha hiraina
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fano2/ny-aty-aminay
NY ATY AMINAY
Fano
Ny tanananay moa tsara dia tsara Ny tany @zany dia mahatamana Ny olona miasa tsy mihanahana Rah'jerena ny trano Toa avoavo Itodio koa ny mponina Tsy mavomavo Rah'indray jerena ny zavatra eny Mandehana ianao fa izany no eny Ka izany sy izany no tsinjonao eny Izao tokoa ny aty aminay Na tsara,...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/sahiko
SAHIKO
Fredy Jaofera
SAHIKO Sahiko ny mbola milaza, sahiko ny mbola miteny, matoa misy voady malaza, ianao no mamiko ombieny. Sahiko ny mbola mitory, sahiko ny mbola midera fa ianao no afa-namory ny soa tsy ilaina hitavera. Sahiko ny mbola mitosy, sahiko ny mbola misaotra, raha dina no tsisy voahosy, ianao no hoe tiako loatra. ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/mahantra-ianao-ry-fireneko
MAHANTRA IANAO RY FIRENEKO
RFE Andria
MAHANTRA Mahantra ianao ry fireneko ! Mahantra olom-banona Ireo mpitondra anao eto Toa variana any an’anona Tsy misaina afa-tsy ny azy Ny hanatevenam-paosy Ny sisa ve? Toa vazivazy: Eo ianao toa maosimasy! Mahantra ianao ry fireneko! Toa mahantra olo-marina Ny harena an-kibonao, ekeko Tokony ho ampy hahata...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/andry-tiana/raha-mbola-misy-koa-
RAHA MBOLA MISY KOA
Rasamindrakotroka Andry Tiana
Raha mbola misy koa ny saina mieritreritra, Handinika lalina, tsy ilana adihevitra. Hanova ireo zava-dratsy mitranga, Ka tsy hisy tomika na hoe koa antsanga! Raha mbola misy koa, fo mitepo isanandro, Tsy hisalasala hizara tana-masoandro. Ho tretrika, sambatra ireo tsivakivolo, Hitotorebika, fa tsara sy meva ny ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/berthin-aina/ilay-nofiko
ILAY NOFIKO
BerthiN AinA
Nanonofy aho fa hoe vita Mariazy Hafaliana tsy homby tratra ny niainako izany Taitra tampoka aho teo ampankafizana azy Maty fa hay kay nofy ihany Tena tiko lay olo nanaiky ahy Dia vao maika haza nofy tokoa Na hanakorotana azy ary aho tsy sahy Kay mbola nofy ihany koa Fahasambarana be ny anay roa Na dia tsy an'...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anl-mikalo/fitia-niantefa
Fitia niantefa
ANL MIKALO
Mahafinaritra ahy loatra Ny mahita ny endrikao Mahatonga ahy mitroatra Manoratra ho anao Efa hatramin'ny ela No nanampaniriana Saingy mbola nivadi_dela Kay tojo ilay tiana Koa izay mba nalefako Misy heviny maro Izay mba iantefàko Dia henoy sy fantaro Hoe inona no hambarany Na inona no lazainy? Dia henoy n...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hjravs/harena-miafina
HARENA MIAFINA
hjravs
HARENA MIAFINA Nolazainy ahy mazàna, fa fara-fahantrana ny tsy fananana vola. Toa tsy misy vidiny, satria farahidiny tsy mba afa-midola. Dia novaliako, hoe: "tapaho f'hovidiako ny tongotrao an-kavia". fa izy tsy sahy; mbola satriny angaha ny hamindra sy handihy. Hay ny tongony ekeny ho zava-tsoa, sarobidy...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anl-mikalo/tsy-anjara
Tsy anjara
ANL MIKALO
Antsaharo dieny izao Fa tsy anjaranao intsony Sao andratra mafy ny fonao Aleo mitady hafa indray Ndeha hampitony Fa ianareo efa tsy iray Raha ny iray no lasa Aza atao mankarary fo Fa aleo mitady hafa Fa misy tia any ho any Ka manàna ambom_po Fa ny tsara rehetra tsy lany Ny fitia toy ny fanjaitra Tsy hita t...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/nataoko
NATAOKO
Fredy Jaofera
NATAOKO Nataoko ho tomany mpirotsaka hariva iny lasa nandeha any anatin'ny zavona kanefa tsy izany fa tamin'ny feo iva no nohirahirainy izay mba tsy avona. Nataoko ho tebiteby mpisy matetika ireo izay nipoitra tao anatin'ny alina kanefa tsy izany fa nahatsara fitetika an'ireo nofinofy toa be zava-dalina ! Nata...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tahiry-andry-lafatra/lasa
Lasa
Tahiry Andry Lafatra
Iza moa no antenaina Fa i Dada efa lasana? Tsy hipody ho andrandraina Nilentika any am_pasana Tonga tampoka ny tomany; Nahahotsaka ny tava, Fa nanjombona ny tany Lasa niala ilay mazava Mba noheverina ho lafatra Ny fiainako manaraka. Kinanjo lasa tsy nanafatra Ilay lanitra tomaratra Ny foko nila fiononana, ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anl-mikalo/ianao-no-masoandro
IANAO NO MASOANDRO
ANL MIKALO
Ianao no masoandro hanazava ny diako Raha maizina ny andro ianao ataoko lampy Ndeha hanazava ny lalana izay ombako Ny fitiavako anao tafalatsaka ao anaty Masoandro mibaliaka manerana ny tontolo Manome hafanana amin'ny vatana manontolo Mandrava ny fanala sy ny hatsiaka Mahamiramiran_dava ny endriny mibaliaka Rah...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anl-mikalo/tsy-mba-tsapanao
Tsy mba tsapanao
ANL MIKALO
Tsy mba fantatrao foana Rehefa mba mihoana Mampiseho fihetsika hafa Eo imason'olon_kafa Tsy nahita lalana jerena Dia nanjary nienjera Dia izaho menamenatra Mitsoaka mandeha mirifitra Tsy mba tsapanao Ny zava_miry ao Ka tiako ho fantatrao Fa izaho tia anao Tsy mba tsapanao koa Ny fihoanantsika roa Dia izah...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anl-mikalo/tiako-tahaka
Tiako tahaka...
ANL MIKALO
Tiako be ianao io Ka valio sy ampio Fa aza avela hijaly Ny foko feno faly Izany fitiavako anao izany dia tiako... Tiako tahaka ny volana Izay tian'ny olona Fisontomako ny aingam_panahy Fijereko ny mombamomba ahy Tiako tahaka ny kintana Izay tena mamirapiratra Manampy hazavana koa Ilay kintana mitondra soa ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nisi-fid/mitanondrika
MITANONDRIKA
Nisi-fid
Mitanondrika ianao fa kivy. Satria renao ny mafaitra sy mangidy. Mitanondrika mba hitaraina, sa mitanondrika mba hila saina? Dia aleo mitanondrika hivavaka. Hanafaka ny tongotra lasak'an-davaka. Mitanondrika hamisavisa ny hoavy. Hametraka vina vaovao ary koa paik'ady.
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/tsy-ho-resy
TSY HO RESY
Fredy Jaofera
TSY HO RESY Tsy ho resin'ny fotoana 'lay fitia hatramin'izay fa mainka hampihaona antsika aza hifandray. Tsy ho resin'ny elanelana, na mila ho singan-drery fa hamelatra ny felana hanamaina itony fery. Tsy ho resin'ny ahiahy mpandrebireby fatratra fa hampitony ny fanahy raha izao no tena lahatra. Tsy ho res...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ririnina
RIRININA
Fredy Jaofera
RIRININA Hatsiaka be sahady no avy vao maraina ka mbola nampitady ny toera-nafanaina. Andro mamanala fa tonga ny ririnina, hatramin'ilay malala satry ny hofihinina. Mamirifiry loatra, n'aiza n'aiza aleha ka mila tafahoatra ny hatsiaka eto re. Tany feno vorona no indro fa mivazo ; tsisy izay mamorina fa ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nisi-fid/tsiky
TSIKY
Nisi-fid
Na dia feno olana foana ny andronao Ka tsy fantatrao intsony izay hatao. Ndeha tsarovy ny andro lasa Ka sain-tsaino ihany koa izay kinasa Tsapanao ny omaly nampifaly Ny anio kosa mahare mijaly Ny ampitso re no efa itsy: Io miandry anao io ny TSIKY
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fenosoa/fitiavana-voaitsaka
fitiavana voaitsaka
Fenosoa
ñ lasak n fiainako dia ho tantaraik anao ts sangisangy n ftiavako ka tiak o fantatrao tsotr n fiainako toy izn n ftiavak ten tik le malalak f nanitsak n lalako
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anl-mikalo/mitady-ilay-sakaiza
Mitady ilay sakaiza
ANL MIKALO
Vao nifoha ny maraina Tsy hita hoe makaiza Fa velombelon'aina Ndeha hitady ilay sakaiza Mirenireny foana Hitady ilay tiana Sahy manary fotoana Te higogo ny hafaliana Tsy sasatra ny manontany Hoe aiza foana ianao No mbola tsy hitako ihany Ny soritr'endrikao Tsy sasatra ny mihaino Ny ao an_tsofiko ao Te iha...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anl-mikalo/sambatra
Sambatra
ANL MIKALO
Sambatra ianareo roa Izay mifankatia ho doria Tretrika sy ravo tokoa Ny hisaraka dia sanatria Miray fo,miray saina Mifampatoky raha ilaina Mifanampy raha ilaina Tsy izany ve no sahaza? Mahasarika ireo mpankahala Nefa mifanaraka hatrany Miaraka ianareo tsy misalasala Ny tarigetra mitohy ihany Sambatra ianare...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anl-mikalo/tsy-ampy
Tsy ampy
ANL MIKALO
Tsy ampy ilay fotoana Izay iarahantska sy ianao Toa zara fa mahita anao foana No vetivety dia mandao Tsy ampy ilay oroka iray Fa tiako tsy hiala amin'ny molotrao Ny molotro anankiray Fa hitambatra iray izaho sy ianao Mbola tena tsy ampy ilay fitia Izay natolotrao ho ahy Tiako hiseho fa tena tia Mba hanesorak...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/anl-mikalo/hatraminoviana
Hatramin'oviana?
ANL MIKALO
Mbola tsy fantatrao ihany Ilay fitia nomeko Izay efa any anatiko any Mandona tsy hay fefeko Fa nahoana no be ahiahy? No mbola tsy mahatoky ahy Tsy mahatoky ilay fitiavako Izay anao daholo ny foko Hatramin'oviana vao hino? Ilay fitiavana miatefa aminao Izaho tsy mahay manadino Tsy manadino ny endrikao Hatram...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/tena-malagasy
TENA MALAGASY
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Izany no tena malagasy Tsy mba olona mangasihasy Fa tena tia ny tanindrazana No mbola mahay ny fomban_drazana Tsy menatra ny ananany Fa mijoro amin'ny fahatsarany Manaja ny fitsipika malagasy Izay natao an_tsoratra taratasy Izany no tena malagasy Tsy mba misy loto na feno tasy Ny fisainana sy ny fiteny Malag...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nasandratra-ny-aina/tsiky-ankamatatra
Tsiky Ankamatatra
Nasandratra Ny Aina
TSIKY ANKAMATATRA !, Asa na ahoana ny hevitry ny tsiky nasehony omaly Na izany ilay taram-pitia té hiara-dia na koa sakafo vonona atolony ambilia Fa ny foko avy no nanavinavy izao nanjary manina azy! Misary tsara rafitra nefa miharo ankamantatra. Misangy ny tontoloko Mandramby ny famololoko. Ilay maso natop...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/tanindrazako-ianao
TANINDRAZAKO IANAO
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Tanindrazako ianao Ry Madagasikara soa Tsy haiko ny handao Fa nahitako ny soa Tanindrazako ianao Satria hoe Madagasikara Tanindrazako ka hatramin'izao Ilay nosy gasikara Tanindrazako foana ianao Ka tsy avelako ho very Ny mombamombanao Na ny fomba amam_piteny Tanindrazako malala Ry nosy mamiko indrindra Na...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nasandratra-ny-aina/kolom-pitia-iny-voninkaz
KOLOM-PITIA Iny voninkaz
Nasandratra Ny Aina
KOLOM-PITIA Iny voninkazo iny matoa kanto ny famelany mivelatra aok'izany sady velombelon'aina mitafy endrika sariaka no maha té ho tia ka tsiriritin'ireo mpizaha ary indro tonga ikoizana amin'ny felambony entiny Dia mino aho fa nisy tao : Rano notovozin-tsiny in-jato farafahakeliny Nanamando izato taniny ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/hafatra
HAFATRA
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Mba ento kely ity hafatra Dia mba ataovy tonga lafatra Any amin'ilay malala any Ny mpandefa dia fantany ihany Hoe izy any tena tia anao Ka tsy mba handao Na dia misy ny alaviran_tany Izy mahatsiaro anao hatrany Lazao ihany koa izy Fa izy any tsy diso safidy Naka anao ho malala Tamin'ny fo tsy nisalasala Tan...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/fetim-pirenena
FETIM-PIRENENA
RFE Andria
FETIM-PIRENENA Fetim-pirenena? Mahonena, toa mandatsa koa ny tenan' ny vahoaka malagasy mangasihasy, fa toa fety an-taratasy am-bava basy no tena mba anjarany tsy hita farany... Ny sakafo vidiana lafo, tsy takatry ny kely vola, efa mamaky loha sola, ka fety aho hoe fety! sa ho an'ny manana ny mety izay ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/na-dia-kely
NA DIA KELY
Fredy Jaofera
NA DIA KELY Tsy mihena, na dia kely 'zay lanjan'ny fitiavana fa miombo sy modely, na nahazo fandavana. Tsy miova, na dia kely 'zay lokom-pitokisana fa kanto toy ny angely sy mbola nanofisana. Tsy miato, na dia kely 'zay hiran'ny tantara fa mainka aza hiely sy mbola hihatsara. Tsy maty, na dia kely 'zay sa...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/mandehana
MANDEHANA
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Tsy nampoiziko hoe ianao No nahavita hoatr'ireny No nanao ny tsy fanao Ka nahatonga an'ireny Ny tia moa tsy an_tery No ifanambatambazana koa Afaka miala tsy misy manery Izaho tsy anozina fa mahita ny soa Mahita ilay tiana tsara tarehy Mety aminao hanao ny sitram_po Fa izaho hiala fa hoe mampihomehy Tsy hijan...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nasandratra-ny-aina/ny-lasa-homba-ny-lasa
Ny lasa homba ny lasa
Nasandratra Ny Aina
NY LASA HOMBA NY LASA Raha fitiavana nandalo aza avela hampimalo Ny fonao no kajio, hamony mamy indray anio! Raha fitiavana nandrendrika aza avela handratsy endrika Andeha angony indray ny hery hanoneranao ny very! Raha fitiavana nandratra aza avela hampahantra Asehoy ny fahendrena : "izay mangina volamena ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/i-neny
I NENY
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Hafa ihany ianao ry neny Ianao 'lay mba miteny Mananatra raha sendra maditra Tsy sasatra ny manoro isaky ny minitra Ianao 'lay nitondra an_kibo sivy volana Izay mba itarainako raha sendra olana Nanome hevitra sy manoro amiko Izay tiako sy tena mamiko Neny mamiko indrindra eto an_tany Tsy misy mahasolo anao iza...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hjravs/pao-tsatroka-ho-ani-om-guy
PAO-TSATROKA HO AN'i OM-GUY
hjravs
PAO-TSATROKA ho an'i "Om Guy" Niainga tsy niera, nidila tsy lera 'lay "kitana iray" nizara ny taratra "vazo milay"! Izaho mbola sodoka, variana nigoka ny hatsaran' ny tarany tanatin'ny vazo, tamana nahazo... kanjo nosomparan' 'ny rahona faran' ilay fandaharana! ...Fa izy iny sakaiza nanefy, nitaiza ireo...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tsiky-dia-ampy/masoandronny-aiko
Masoandron'ny aiko
Tsiky dia ampy
Ianao Nandrava ny alin’ny lanitra manga Nitaratra miadana ny efitra banga Niposaka mora tsy re fa nijaiko Masoandron’ny aiko Ianao Nitondra baliaka nanala hatsiaka Dia fahazavana izay nampitsiky Ka nanome ny maraina nilaiko Masoandron’ny aiko Ianao Ilay nanazava tanatin’ny foko Ny sisan-tomany sy ambin-tolo...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hitler-beofo/teneno-ny-hoditrao
Teneno ny hoditrao
Hitler Beofo
Loko mainty ny ahy no mba anjarako . Izay nisokajina ho farahidiny amny fiainana Tsy nametra tsy nandidy an'ireo izay no lazaina hoe razako Fa ny anjarako no mainty dia izay ny fananana. Ahilik'iny fotsy hoditra Ary ambakainy amn'ny fahalalana Veleziny teny ratsy mampangovitra Latsaina ho farany ambany amn'ny f...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fano2/faniloko
Faniloko
Fano
Jehovah no Fanilo, Hanazava izany lalako Jehovah no fanilo, Ka nanome ny fahiratako Fanilo ahafahako mamindra, Hamakivaky izany aizina mangina Fanilo handreseko ny ratsy, Fanilo tsara,'zay ataoko vatsy Fanilo hanazava ny lalan-kaleha, Fanilo hitsinjo ny lalan-kizorako Fanilo ahazoako mirehareha, Fanilo misan...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hjravs/...aminny-teboka-farany
...AMIN'NY TEBOKA FARANY./.
hjravs
...AMIN'NY TEBOKA FARANY./. Tsy misy rafitra mamaritra, ka hamefy sy handrara ny asa soratra atao, fa rahefa mahafinaritra ary hitako fa tsara dia zaraiko tsotr'izao. Angamba ilaina ny tsikera raha natao mba hanitsiana, fa mety hampivoatra izany, saingy raha ho poerapoera sy entina mba hanindriana dia ampir...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jyno/tsiky
TSIKY
jyno
Raha sendra nandao anao ny hafaliana sy ny tsiky Ka ny haravoanao voageja tsy hifety Dia avelao ny ao am-po hamoaka teny vitsivitsy Hanokatra ny molotra omban'ny nifinao mirenty. Raha sendra tsy misy ny "alaharo", ianao voatampim-bava Ka tsy misy hirika ho an'ny hevitrao mihintsy. Tazony mafy ny ao am-po tsy hise...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/rfe-andria/merika
MERIKA
RFE Andria
MERIKA Merika ny andro Nidify ny hainandro Merika toy izany Ny foko mitomany Manembona ny lasa Ny vina nokinasa Indrisy re nahoana? Ny saiko lasa foana...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/samaritanina/iza-no-mahantra
Iza no mahantra?
Samaritanina
Iza no mahantra? Tsy Gasikara mihintsy … satria raha ireo hareny dia ahafahana miteny fa manana amby ampy na tsy hisy hanampy… ka tsy ny harena akory no tena mampahory ity Nosy mamy ity. Iza no mahantra? Tsy Gasikara mihintsy … fa raha ny kolontsainy maneho fa ny ainy dia velona sy miaina, ankatoavina haj...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fano2/tsiky-no-ilaina-mba-tsy-h
Tsiky
Fano
Tsiky no ilaina Mba tsy hampitaraina @-fiaina-mavany Tsiky no atolatra Ataovy am'molotra Hampifaly ahy hatrany Tsiky omena Ireo mahonena Mba hitrakany Dia ny tsikin'ny fiainana no hampiray Dia hamefy ny nosy hitambatra ho iray Malagasy iray ihany ka hitsikiko hatrany
https://vetso.serasera.org/tononkalo/hjravs/-lehity-ry-donto-a
Ô LEHITY, RY DONTO A!!!
hjravs
Ô, LEHITY, RY DONTO A! Mba nosainin'ialahy moa ry Donto, f'ireo fikafika maloto no namotehan'ialahy ny fitiavany... Raha ny ompa nivoaka ny vavany no nitondra amin'ny mandrakizay: Efa vovoka ialahy tahak'izay! Moa noheverin'ialahy ry Sanàna fa ny rafiny eran'ny tanàna no nandatsan'ny fianankaviany, raha niang...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tix-mania/ianao-ilay-voninkazo
"voninkazo maharevaka"
Tix ManiA
Lasa saina aho raha nandinika ireto bozaka efa ringitra raha toa ka nitady ny ametrahako sy hanankinako an'ilay fitiavako. Sendra nitodika kely aho raha nisy vorona nandalo, hay tao aorianako tao nisy singam-boninkazo. Vahotra ny lela, tohina ny fo, handray! izany loko maharevaka. Tsapako avy ato am-poko f'i...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tix-mania/lazao-azy-fa
"Lazao azy fa..."
Tix ManiA
Etsy anie ianao ho hafarako... Tena handeha moa ianao? hiakatra any an-drenivohitra! Mba mandalova ao ankatso ao. Ao no misy an'ilay kiala meva. Lazao azy ny zava-nitranga! Nefa aza dia tairina loatr'izy fa mb hazavao moramora, ary aza atao imason'ireo ipetrahany koa fa ndrao hanahirana. Eh! indrisy tokoa mantsy...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tix-mania/alina-mangina
"Alina mangina"
Tix ManiA
Lasa izy ilay nantenaiko olon'izay nokasaiko ikolokolo ny taranako nefa indrisy fa tsy anjarako. Alina mangina! mavesatra aok'izany, izay no hany mba navelany. Volana mitsilopy takotakon'ireo rahoana. Any ianao izay, takon'iny habakabak'iny izaho aty mitomany fa mahatsiaro ny fahiny. Eto am-baravarakely am...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ho-entiko-ho-aniza-
HO AN'IZA ?
Fredy Jaofera
HO AN'IZA ? Hoentiko ho an'iza ny foko raha toa ka tsy ankasitrahana ? Tsy ho zary hamoaka toloko hatramin'izay hita mibahana ? Hoentiko ho an'iza ny tiako raha toa ka tsy manana anao ? Tsy ho zary ho fangirifiriako hatramin'izay tsy mety lao ? Hoentiko ho an'iza ny voady raha toa ka tsy ilaina intsony ? Tsy...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/berthin-aina/jiolahimboto
JIOLAHIMBOTO
BerthiN AinA
Niova ilay bandy akama Niova lasa mpivavaka be Tsy nisy tsony ny revinay teto an-tanàna Sy ireo ditra fanadalana sipa andalam_be! Nivadika pastora lay jiolahimboto Jiolahimboto mpanao sitomahery Isan`andro ranamana mitotototo Mitanisa,mitory teny Tsy nampoizina mihitsy Lay fivadihana tampotampoka Tsy hay hoe ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tix-mania/maitso-ahitra
"Maitso ahitra?"
Tix ManiA
Tazako fa soamaravo ny eny an-tsaha manopy mavo. Miramirana ny ankizy fa tafahoatra ny krizy. Kanjo tampoka, miserana; ranomaso tsy laitra ferana no mamonto 'zato tava. Moa tsy samy vaky vava! Lahatra àry sa anjara? Sao voasoratra hamarara? Sa kosa tandrifin-drahona, mandalo ihany; tsy mialona. Volana inona...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/hafa
HAFA
Fredy Jaofera
HAFA Ny foko no indro mibitaka fa vaky sy mba mipatitaka 'ty vazy nambara ho toreo nanaloka foana anikeheo. Mipoitra ho azy sahady 'reny tsiky nataoko fitady, ireny nofy manidintsidina tsy mahay mitsingidina. Velombelona tsara daholo, mahafinaritra fa manontolo ny fiaina sy 'zay voron-kely misiotsioka sy te...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fano2/lala-tokana
Lalan-tokana
Fano
Lalan-tokana iray no izorako Fahafatesana tokana an-tany Lalan-tokana iaraha-mandeha Ho any @ ireo lasa taloha ela be Lalana kizo tsy azo hiverenana Ny varotsimifody,tsy manin-droa eto an-tany Hialako sasatra t@ fiainana Dia hialan'ny aina,ka hiverina ho tany Lalana tery mankany @ Ray Ho @ 'lay fonenana mandra...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/jery/setroka
SETROKA
JERY
SETROKA Ny setroka ateran'ny afo Dia mijoro miakatra ambony Fa ny rano araran'ny maso Dia mikiky mandoaka ny fony Ny setroka avoakan'ny afo Zavom-be tsy hifankahitana Fa ny rano voahangon'ny maso Ranomasina sarotra hitäna Ny setroka avelan'ny afo Hanjavona tarafin'ny andro Fa ny rano tsihifin'ny maso Tsy ho...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/ny-fiavonavonana
NY FIAVONAVONANA
Fredy Jaofera
NY FIAVONAVONANA Tsarovy fa ny fiavonavonana, tsy toetra mitondra mankaiza, na rehefa eny am-bovonana no misy anareo, ry sakaiza ! Ny tany ka fihodinkodinana ka mahaiza mitandrina etoana, na mihira sy be fanambinana fa tsy hay izay ho fanesoana. Malama avokoa sady maina 'zay diavina foana matetika ka mahaiza...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/iny-alina-iny
INY ALINA INY
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Iny alina lasa teo Toa tsy alin'ny mangina Fa toa nahitam_peo Mandrotsirotsy ny manina Alina tomaratra soa Mibitsibitsika ilay tiana Izay niainantsika roa Mitsapa ny tena fitiavana Iny alina toa fohy Tsy ampy ny niainana Fa tapaka tsy nitohy Ny alin'iny tsy fanginana Tsy nahitan_tory firy Fa nibitsika naha...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fredy-jaofera/raha-ho-any-ianao
RAHA HO ANY IANAO...
Fredy Jaofera
RAHA HO ANY IANAO... Ento any aminy any ny amboara tononkalo ; lazao azy ny hatsarany no tsy azony atakalo ! Raketo azy fa ny aty, manoratra tsy miato ; mandehana ka ny dia, halaviro ny harambato ! Tonony aminy mora ny vavak'ilay poety ; andeha re ka mizora sao ao tsy metimety ! Ambarao fa ny teny efa hit...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/mihosin_dra
MIHOSIN_DRA
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Andro maromaro Taona mifandimby Mpitondra mifangaro No nanefa ny adidy Tolona amin'ny ra No niatra teto Malagasy mihosin_dra Tsy mba afaka misento Fa mitady ilay fahafahana Ho an'ny Madagasikarantsika Hiala amin'ny fangejahana Ny mahazo ny nosintsika Aina maro no niala Notakiana fahaleovantena Saingy mbol...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fano2/teny-malagasy
Teny Malagasy
Fano
Teny iray tsy misy miery Ny malagasy tsy ho very Teny hamelana hafatra Gasy tsara,tonga lafatra Teny gasy ts'isy pentina Teny tsara nofinidy Gasikara tanindrazana Ny kabarinay tsy mba amidy Tenin-dReny sarobidy Ny fomba iray tsy mba hangidy Ohabolana,hainteny No mandravaka azy ireny Aza avela hangatsiaka il...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tahiry-andry-lafatra/ny-poeta-hono
NY POETA HONO...
Tahiry Andry Lafatra
Ny poeta hono adala, Fa miteniteny foana Tsy mba mahalala Ny zava_manoloana Ny poeta hono bado, Tsy mba misy atao Voa sy tena babo Mitsikera ,belazao Ny poeta hono fanetry, Mambotry fiaraha_monina Tsy hita izay hasetry Ny amin'ny zavatra tononina Ny poeta hono tsy misaina, Fa miraviravy tanana Ny amin'ire...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/fano2/tsimisaramianakavy
Tsimisaramianakavy
Fano
Eny ho'aho Ramalagasy Malagasy tia fivoarana Malagasy tsara haingo Tsara bika,tsara anarana Mbola tsaroanao ve 'lay toetra nitsanganana? Efa fantatrao ve ireo vatsy tsara ananana? Firaisankina sy fitiavana Ary koa ny fihavanana Tsimisaramianakavy no manambatra ho iray Izy irery ihany no mbola mampiray anay Ka...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/tix-mania/ho-anny-malalako
"Ho an'ny malalako"
Tix ManiA
Sorisory no mameno! Ranomaso sy alahelo. Ity maso aza bongo mifantoka ny trano bongo. Aiza 'zany lasantsika e? Zary nofy sisa ireny. Toa voronkely mangatsiaka hany tazana eny ho eny. Ve tsy tany karankaina no manoloana vao maraina? Dray, ry nosiko malala, foana, ts'isy mpahalala. Harena? anjara tsara. Haik...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/samiir-lienju-rafaralah/gasikarako
GASIKARAKO
samiir lien'ju Rafaralah
"Ry gasikarako malalako,tna ontsa loatra lahy ny foko,ka marary mafy mitoloko,mandinika ity tantara...TANTARANAO RY GASIKARA. "Ilay gasikara maitso mavana,toa lasa mena sady ngazana,ilay feno harena sarobidy,toy ny vato sy ny biby...TOA EFA TAPITRA NAMIDY. "Ilay hany kely sisa mba tavela,toy ny sokatra sy andramena,di...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/berthin-aina/nifanojo
NIFANOJO
BerthiN AinA
Narenina ny tany Fa mikitoatoana Nanenina mafy izy any Fa tampoka ny fanoloana Tsy nampoiziny fa ho vitako Fa ny fisainany ahy tsy mahalala Raha tsapako nefa reo te ho sipako Fa nisariako adaladala Nifanojo tamin'olo tsotra ny tenako Izy rahateo tsara tarehy sy bika Dia nekeko fa tsy hanenenako Fa za leo ny ...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/tomany
TOMANY
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Ranomaso hotsakotsaka No nandrakotra ny tavako Tomany mivarararaka No nandaosako ilay havako Tomany miantso mafy Hoe fa nahoana no misy? Tomany tsy mba niafy Saingy nefa indrisy? Nefa indray andro any Misy mbola ahatsapa Ilay asarobidin'ny tomany Fa hoe tena latsapaka Nitomany tsotr 'izao Ny any anatijo an...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/tojo-anao
TOJO ANAO
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Efa ela no nitadiavana Omena ilay fitiavana Mikaroka ilay niriana Safidy sy tena tiana Ka indro fa niantefa Ilay fitiavana rehetra Tojoa anao daholo Ny fitiavako manontolo Nahita olona tiako Izay mba nosafidiako Izay hitako fa tsara Ka tiako ho anjara Satria efa tojo anao Ny ao anatiko ao Izay efa nofefek...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/ditra
DITRA
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Aoka re ny ditra Mba tsy hanenenana Aleo ihany mipitrapitra Toy izay tsy hay lembenana Ny ditra anie ratsy foana Koa sao ianao ho very Mahita ny zavatra manoloana Ka miditra amin'ny lalan_tery Ny fiainana koa mandalo Ka aoka tsy ho ratraina Ianao lasa be fahavalo Ka hanary ilay aina Ny ditra koa manimba Ka...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/berthin-aina/voafandrika
VOAFANDRIKA
BerthiN AinA
Raha vao nahita anao aho Dia latsa_pitia avy hatrany Tsy nahalala ny fahoriana hatolotrao Rehefa ritra lay teny mamy Tsy mba nisaina ady velively Fa babonao manotolo ny fitiavako Tsy tao andohako ny havelanao irery Refa avy ilay faharavàko Fahasambarana tsy lany no niheverako an_tsika Fifankatiavana tsy manamp...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/vetsovetso
VETSOVETSO
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Vetsovetson'ny manina No nahatsaroako azy indray Feo mangina amin'ny alina No nalefako taminy indray Vetsovetso samy irery No nitanisako ny lasanay Toa lasa ny fijery Hibanjina ny hoavy indray Vetsovetso tao am-poko No naveriko eto indray Fa izaho tsy mba hiova loko Fa tena matotra hatrizay Vetsovetso mangi...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/teboka-telo/lehilahy-matim-bavy
LEHILAHY MATIM-BAVY
Teboka Telo
Omaly ho'aho nisy vehivavy ankiray, Jejojejo famindra sy tena milay! ny zipony fohy, manaitra filàna... Roboka aho ho'aho ka tena tsy tana, Nanara-maso no sady nikaoty! Nizihitra ho azy ny tao anaty kitapo! Nasaiko izy mba hiaraka tamiko Fa tsy aritro loatra ilay zavatra mamiko! Nanaiky ny anao, tsy nandà veliv...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/ianao-no-lohateny
IANAO NO LOHATENY
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Ianao no lohateny Izay nosafidiako Sy hanolorako teny Hoe ianao tena tiako Ianao no lohateny Ny tononkalo nosoratako Ianao no voatendry, Ho hiditra ao anatiko Ny anaranao no lohateny Voatenin'ny vavako Izay nampitady ny eny Ny foko sy ny fitiavako Ianao no lohateny Nofisako isaky ny alina 'lay izaho manir...
https://vetso.serasera.org/tononkalo/nolson-l.-andrianiaina/tsy-nahy
TSY NAHY
Noëlson L. ANDRIANIAINA
Ny masonao mibanjina ahy No ahafantarako fa tia ihany Ny fihetsikao indraindray No nahataitra ahy tamin'izay Ny endrika amam_bika No nampitambatra ny fontsika Ny fijerinao tena mahafinaritra No nandinihako sy nojereko maharitra Ilay fitiavana izay natolotra Vao maika nitombo hoatr'izany Izay efa tsara fototra...