url stringlengths 41 46 | title stringlengths 10 284 | date timestamp[s]date 2007-09-12 12:24:22 2025-12-16 16:17:35 | author stringclasses 1
value | content stringlengths 113 36.1k |
|---|---|---|---|---|
https://mg.globalvoices.org/2019/08/09/142380/ | Mampifandray ireo mpampianatra 5.000 amin'ireo mpianatra ao anatin'ny sehatra antserasera vaovao ireo mpikaroka momba ny teknolojia ao Tanzania | 2019-08-09T05:54:15 | Unknown | Adam A. Duma, mpiara-manorina ny Smartclass, sehatra fianarana amin'ny aterineto, mampiseho amin'ny finday ny Smartclass nandritra ny tafatafa. Saripikan'i Goodhope Amani, nahazoana alalana.
Nanambara fampianarana maimaim-poana ho an'ny sekoly manomboka amin'ny ambaratonga voalohany ka hatramin'ny ambaratonga faharoa ... |
https://mg.globalvoices.org/2019/08/06/142412/ | Toa maty tany am-pitazonana azy ilay ankizivavy mpianatra nalain'ny Boko Haram an-kery | 2019-08-06T06:24:42 | Unknown | Pikantsary ahitàna ilay ramatoa mpiasa ho an'ny maha-olona Grace Taku (eo afovoany), avy amin'ny lahatsary noraketina nandritra ny nitazonan'ny Boko Haram azy tao Borno. Grace Taku milaza ao anatin'ilay lahatsary fa maty i Leah Sharibu, ankizivavy mpianatra izay nalain'ny Boko Haram an-kery ihany koa.
Ny 18 Jolay 2019... |
https://mg.globalvoices.org/2019/08/05/142334/ | Netizen Report: Mampidi-doza ireo mpikatroka antserasera ao Nizeria sy Rosia ny lalàna miady amin'ny “fanevatevana antserasera” | 2019-08-05T06:05:21 | Unknown | Ny Madonna 7 ivelan'ny fitsarana. Sary nomen'i Vivien Douglas ary nahazoana alàlana.
Ny Advox Netizen Report dia manolotra topi-maso iraisam-pirenena momba ireo fanamby, fandresena ary fironana malaza amin'ny teknolojia sy ny zon'olombelona manerana izao tontolo izao. Ity tatitra ity dia mandrakotra ireo vaovao sy het... |
https://mg.globalvoices.org/2019/07/26/142032/ | Ahoana moa no andrahonan'ny fanomezan'i Etazonia fitaovam-piadiana an'i Arabia Saodita ny fandriampahalemana sarotra azo ao Sodàna | 2019-07-26T06:13:15 | Unknown | Sary (fihodin'ny famataranandro avy aty ankavia): Sodanesy mpanao fihetsiketsehana tamin'ny Avrily 2019 avy amin'i M. Saleh (CC BY-SA 4.0); sarintany manasongadina an'i Arabia Saodita amin'ny loko maitso sy i Sodànna amin'ny loko laoranjy avy amin'i PlanespotterA320 (azon'ny rehetra ampiasaina via Wikimedia Commons); ... |
https://mg.globalvoices.org/2019/07/14/141373/ | Shina: Rahonan'ny sivana aterineto Amerikana | 2019-07-14T14:06:25 | Unknown | (Marihana fa efa tamin'ny taona 2016 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Andro vitsy taorian'ny kabarin'ny Sekreteram-panjakana amerikana Hillary Clinton momba ny fahalalahan'ny aterineto, nosakanan'ny SourceForge.net (fitehirizana loharano kaody tovozona malalaka) ny fidirana amin'ny adiresy IP avy any Kiobà, Iran, Korea ... |
https://mg.globalvoices.org/2019/07/18/141334/ | Famoretana taorian’ny fifidianana tany Maoritania : nesorina ny sakana tamin'ny Aterineto saingy mbola notànana ny mpanao gazety | 2019-07-18T07:15:26 | Unknown | Nalefa mivantana tao amin’ny Facebook ny valim-pifidianana talohan’ny nanapahan’ny fanjakana Maoritaniana ny Aterineto. Loharano : Pikantsarin’ny fampitana mivantana tao amin’ny Facebook avy amin'ny Vaomiera misahana ny fifidianana ao amin’ny firenena.
Namerina ny fidirana tamin’ny Aterineto taorian’ny fanelingelenana... |
https://mg.globalvoices.org/2019/07/09/139353/ | Zo hahazo vaovao: Manoloana ny lalàna vaovao momba izany, hanara-dia an'i Nizeria ve i Ghana? | 2019-07-09T12:50:59 | Unknown | Manome zo ho an'ny olom-pirenena mba hitady, hahazo sy handray vaovao avy amin'ny sampan-draharaham-panjakana izany lalàna izany. Natao hanomezana fahafahana ho an'ny olom-pirenena mba hahazo vaovao mora foana momba ny tolotra sy ny fandaharan'asam-panjakana, ary koa mampiroborobo ny mangarahara eo amin'ny governemanta... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/16/139561/ | Ny herinandron'ny 19/01/2006 tao amin'ny blaogy Nizeriàna | 2019-06-16T13:37:44 | Unknown | (Fanamarihana. lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Janoary 2006)
Azoko antoka fa na iza na iza namorona an’ ity fehezanteny manaraka ity: “Tontolon-dry zareo lehilahy io” dia tsy maintsy nivadibadika any ampasany any noho ny lahatsoratr'i Olaniyi David Ajao mitondra ny lohateny hoe: “ Ireo vehivavy filoham-panjakana... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/30/139083/ | Feo avy any Zimbaboe sy ireo Farihy Lehibe (Grands Lacs) | 2019-06-30T09:08:15 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Jolay 2006)
Zimbaboe: Azo lazaina ho nafotetak'ireo horohoro nateraky ny tetikasan-dalàna izay mamela ny governemanta hanara-maso an-tsokosoko ireo fihetsika an-tambajotran'ny vahoaka ny tontolon'ny blaogy Zimbaboeana. Nampanginina ireo feo maro tamin'izy ireo, izay... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/17/139530/ | Tsidika bilaogy Kenyanina janoary 2006: fampisaintsainana vitsivitsy | 2019-06-17T03:51:28 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Janoary 2006)
Voalohany indrindra, miara-miory amin'ireo fianakavian'ny Kenyana izay maty noho ny fianjeran'ny tranobe manana rihana enina tamin'ny alatsinainy teo tany Nairobi. Araka ny nambaran'ny gazety Standard , “olona 10 farafahakeliny no voamarina fa maty. Tamin'ny... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/14/139534/ | Kiswahili ny don-tany sy ny kapo-tandroka | 2019-06-14T03:38:55 | Unknown | (Lahatsoratra tamin'ny janoary 2006)
Tsy resy lahatra i Mwandani raha tokony ho faly na tezitra rehefa avy namaky ny tamberina nataon'ny filoha teo aloha tany Tanzania , Benjamin Mkapa , fehim-potoam-piasana dimy taona anankiroa. Nahavita ny fehim-potoana fiasana fanindroany i Mkapa tamin'ny faran'ny taona lasa teo. J... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/09/139172/ | Odian'ny Tandrefana tsy hita ny fonjabe ankalamanjana ihazonana ireo tanora ao Etiopia? | 2019-06-09T03:16:25 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2005)
Mbola manohy mafy mamely ny governemantan'i Praiminisitra Meles Zenawi, mpanao didy jadona mpanao famoretana ireo tontolon'ny bilaogy Etiopiana. Samy nanambara ny tatitra miavaka avy ao amin'ny Channel 4 mitondra ny lohateny hoe: “Ny fialan'i Etiopia aina”,... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/08/139536/ | Tontolon'ny bilaogy Kenyana – fanokafana 2006 | 2019-06-08T04:01:02 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Janoary 2006)
Manana lahatsoratra momba ny firaisana ara-nofo voaaro sy tompon'andraikitra i Ms K , indrindra amin'izao vanim-potoanan'ny fanalalahana izao, mandrisika ny olona mba hiaro ny tenan'izy ireo
Mama JunkYard manokatra ny taona vaovao tamin'ny vaovao manafintoh... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/08/139538/ | Tontolon'ny bilaogy Kiswahili : nandefasana mampianatra fiteny kiswahili tany Libya sy RDC | 2019-06-08T03:22:33 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Janoary 2006)
Mwandani manoratra momba ny manjo ireo Afrikana mpifindra monina any Andrefana (amin'ny teny Anglisy sy Kiswahili). Navoakan'i Ethan Zuckerman tamin'ny alalan'ny mpanangom-baovao BlogAfrica ny lahatsorany.
Bilaogera an-tsary malaza ao Tanzania, Issa Michuzi... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/07/139532/ | Fomba fijery avy any an-tandrok'i Afrika | 2019-06-07T04:38:17 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Janoary 2006)
Feno fifanakalozan-kevitra mipaka amin'ny sehatry ny kolontsaina sy ny politika ny tontolon'ny bilaogy ao an-Tandrok'i Afrika sy Sodàna. Zavatra iraisana, izay toa nipoitra teo amin'ireo bilaogera Etiopiana ny tsy fisian'ny fangorahana ho an'ny governemanta... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/07/138972/ | Bilaogera Kiswahili: Atao inona fifidianana raha efa fantatra ela mialoha sahady izay ho lany? sy vaovao hafa… | 2019-06-07T03:17:05 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny 27 Oktobra 2005)
Manohy manoratra momba ny fifidianana filoham-pirenena sy parlemantera amin'ny faran'ny volana ireo bilaogera Tanzaniana amin'ny fiteny Kiswahili. Mwandani nahita taratasy misokatra misy toro-hevitra nalefa any amin'ny “filoha manaraka”, Jakaya Kikwete.
Na dia ... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/05/139160/ | Vaovao isankarazany avy amin'ny tontolon'ny bilaogim-behivavy | 2019-06-05T04:05:18 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2012)
Black Looks manoratra ny fivoarana mahaliana ao amin'ny Repoblikan'i Afrika Afovoany izay nandràra ny media tsy handefa na hanoratra mozika sy lahatsoratra mankahala vehivavy taorian'ny torolalan'ny minisitry ny fifandraisana ary manantena fa ‘hanaradia koa... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/03/139175/ | Tontolon'ny bilaogy Kenyana | 2019-06-03T09:03:06 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2005)
Bankelele manoratra ny karazana fiverenan'ny fifaninanana safari klasika afrikana atsinanana , izay tsy anisan'ny fifaninanana iraisam-pirenen'ny WRC intsony, saingy manolotra ‘toeram-pizahatany manintona sady mampanembona ary tsy manam-paharoa’.
Bullets a... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/02/139177/ | Bilaogy Kiswahili: Tsy manana anarana ny ankamaroan'ny lalana an-tanandehibe tanzaniana… (2005) | 2019-06-02T19:02:13 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2005)
Mawazo na Mawaidha manoratra momba ny kapilatra mangirana vaovao an'i Bob Marley . Tena tiany manokana ilay hira, Slogan, iray amin'ireo hira fito hita tao amin'ny efitrano fiasan'i Marley. Novokarin'ny zanak'i Bob Marley, Stephen sy Ziggy ilay hira, izay m... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/02/139165/ | Bilaogy Kenyana: Noroahin'i Kibaki daholo ny minisitra rehetra (2005) | 2019-06-02T18:15:38 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2005)
Natsangana vao haingana ny Kenyan Open blog , ny hevitra ambadik'izany dia ny mba “ahafahana manara-maso sy mamantatra ireo lohahevitra manan-danja eo amin'ny tontolon'ny bilaogy Kenyana na iadian-kevitra ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kenyana midadasika.” ... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/01/139148/ | Bilaogy Nizeriana 2005: Fiaramanidina, rafi-pampianarana, fombam-pivavahana | 2019-06-01T04:22:05 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2005)
Taorian'ny fianjerana fiaramanidina telo vao haingana tany Nizeria, nanoratra andiana tatitra mahaliana momba ny Sehatry ny Fiaramanidina Nizeriana i Chippla . Mandinika ny tsirairay amin'ireo fianjerana, ny valintenin'ny fampahalalam-baovao Nizeriana sy ny... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/04/138982/ | Akon'i Zimbaboe: Nivadika tsimoramora ho mpanao didijadona ilay nantenaina ho mpanavotra | 2019-06-04T03:14:43 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Novambra 2005)
Zimbaboe : Manolotra famintinana ireo tohan-kevitra lehibe manohana sy manohitra ny fandraisan'ny MDC anjara amin'ny fifidianana loholona izay hotontosaina afaka roa herinandro latsaka i This is Zimbabwe ao amin'ny Surviving Zimbabwean Democracy . Miahiahy ... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/01/139168/ | Afrikana ve ny Afrikanera? Lasan'ny mpanankarena hatrany ny tany mahafinaritra sy torohay hafa avy ao Afrika Atsimo | 2019-06-01T03:49:45 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana desambra 2005)
Jonty ao amin'ny The Fishbowl maneho hevitra momba ny zava-nisy tamin'ny fanadihadiana vaovao iray mampiseho fa niaina “fiovàna goavana indrindra amin'ny fomba fijery ara-politika” eo amin'ny vondrona rehetra ny Afrikanera hatramin'ny fifidianana tamin'ny ... |
https://mg.globalvoices.org/2019/06/01/139156/ | Feo avy ao Zimbaboe | 2019-06-01T03:17:09 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2005)
Zimbaboe : Satria tapitra ny fifidianana ary eo ambany vahohony ny firenena, namoaka ny paikadin'izy ireo vaovao ny antokon'ny fitondrana ZANU-PF mba hampanginana ny ady eo amin'ny olom-pireneny. Nalaina an-keriny tao amin'ny Seranam-piaramanidina Joshua Nk... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/31/139152/ | Akon'ny tontolon'ny bilaogy Kiswahili: Hira, poezia, literatiora, politika (2005) | 2019-05-31T09:18:32 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2005)
Mawazo na Mawaidha avy any Kenya manaraka akaiky ny famangitana ireo voatra isan-karazany amin'ny rindrambaiko sy programa solosaina amin'ny teny Swahili. Tamin'ity herinandro ity dia nanoratra sy naneho hevitra fohy mikasika ny fampahafantarana ny programa... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/30/138969/ | Bilaogin'ny vehivavy Afrikanina: ny zon'ny vehivavy, herimpom-behivavy, fiovam-pinoana, … | 2019-05-30T19:14:33 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Oktobra 2005)
Tamin'ny 26 Oktobra, lasa firenena faha-15 nankatoa ny Arofenitry ny Sata Afrikanina momba ny zon'olombelona sy ny vahoaka mahakasika ny zon'ny vehivavy any Afrika izay miantoka ny fankatoavana ny Fitsipika ao anatin'ny 30 andro i Togo, hoy i Black Looks .
... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/31/138978/ | Ny vehivavy afrikanina manoloana ny herisetra mianjady amin'ny vehivavy | 2019-05-31T03:33:06 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Novambra 2005)
Andro iraisam-pirenena ho amin'ny fanafoanana ny herisetra mianjady amin'ny vehivavy ny 25 novambra ary manamarika ny fiandohan'ny 16 andro hikatrohana anoherana ny herisetra mianjady amin'ny vehivavy sy ny ankizy ,mandritra izany no nananganan'ny vehivavy ... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/29/139154/ | Feo avy amin'ny Tandrok'i Afrika (Etiopia) sy Sodàna: ny asan'ny vokovoko mena, ny fitongilanan'ny Tandrefana, ny tondron-kolikoly | 2019-05-29T03:33:14 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2005)
Manomboka ao Darfur ary miaraka amin'ny vaovao tsara ny fijerinay izay lazain'ireo bilaogera ao amin'ny Tandroky ny kaontinanta Afrikana sy Sodana. Sleepless in Sudan mitatitra fa nesorina ny fandraràna ny fifamoivoizana ara-barotra any amin'ny tobin'ny mpi... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/28/138989/ | Fampahafantarana avy amin'ny bilaogy nizeriana (2005) | 2019-05-28T02:25:14 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Novambra 2005)
Miresaka ny andininy vao haingana faha-419 (fisolokiana) izay nivezivezy nanerana ny tontolon'ny bilaogy sy ny fampitam-baovo antserasera ny LAHATSORATRA NALAZA TAMIN'NY HERINANDRO (novambra 2005) avy amin'i Naija Jams . Toa mifantoka amin'ny hiran'ilay mp... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/28/138974/ | Feo avy ao Zimbaboe miampy firenena 3 hafa (2005) | 2019-05-28T04:22:37 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Septambra 2005)
Tongasoa eto amin'ny fizarana fanokafana ny “Feo avy amin'ny Zimbaboe Plus 3″ izay antenaiko fa hahita vaovao avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Afrikanina maromaro ianao
Zimbabwe:- Ao anatin'ny olana goavana ilay fantatra ankehitriny toy ny hoe MDC Senate D... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/27/138992/ | Fitokonana tampoka – Mosary tsy afaka dia handray fifaninanana afrikana no mahamaika | 2019-05-27T04:07:35 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Novambra 2005)
Zimbaboe : -Nanao fihetsiketsehana tampoka tany amin'ireo tanàna lehibe tao Zimbabwe tamin'ny Sabotsy ny firaisan'ny vondrona sivika mpanohitra, ny Antenimieram-pirenen'ny Lalàmpanorenena (NCA amin'ny teny Anglisy). Mitatitra ny This is Zimbabwe, bilaogy no... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/29/138976/ | Bilaogy Nizeriana: ny E-varotra, Nollywood… | 2019-05-29T03:07:05 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Novambra 2005)
Manomboka ity herinandro ity miaraka amin'ny “Nizeria sy ny E-varotra: Mivazivazy mihitsy angamba isika” i Dabar Objects : Navoitrany ny olana amin'ny hahombiazan'i Nizeria amin'ny e-varotra. Notantarainy ny antony hiheverany fa na dia olona 5 tapitrisa aza... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/26/138987/ | Ny malaza tamin'ny tontolon'ny bilaogy Kiswahili herinandron'ny novambra 2005 | 2019-05-26T03:35:03 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Novambra 2005)
Tahaka ny hoe noresahan'ireo bilaogera Tanzaniana nandritra ny fotoana naharitra ny fifidianana filoham-pirenena mampiady hevitra ao Zanzibar . Miresaka ireo tatitra nataon'ireo mpanaramaso ny fifidianana momba ny fifidianana ny 20 Oktobra i Kasri la Mwanaz... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/27/138985/ | Ny bilaogin'ny vehivavy Afrikana – nov 2005 | 2019-05-27T03:27:15 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Novambra 2005)
Miverina i Mama JunkYard izay niato kely tao amin'ny bilaoginy ary leon'ny fampiasana sary sy teny manjavozavo sy diso ary tsy dia manohintohina mba hanadiovana ny vatan a sy ny fandaharana momba ny vehivavy rehefa ampiasaina ny teny toy ny ‘vokatra fidiova... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/26/138980/ | Ny tontolon'ny bilaogy Nizeriana novambra 2005 | 2019-05-26T03:11:47 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Novambra 2005)
Gbenga Sesan manohy ny tatitra avy any Tunis amin'ny “Nahazo ny tsiron'ny Nollywood tany Tunis izahay omaly” . Nosakanana tsy hiditra amin'ny hotely izay toerana nanaovana ny fivorian'ny Fikambanan'ny Vehivavy Demaokraty Toniziana ao Tonizia (ATFD) i Gbenga... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/24/138994/ | Tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kiswahili | 2019-05-24T03:18:12 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Novambra 2005)
Mwandani mitatitra ny Tondro Isan-taona momba ny Fahalalahan'ny Gazety manerantany (2005). Raha laharana faha-75 i Tanzania, dia misy kosa ireo firenena Afrikana tahaka an'i Benin, Namibia, Maorisy, sy Mali lasa alohan'i Etazonia (faha-44), izay nihemotra t... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/23/139239/ | “Rehefa tsy hamaha ny olana ireo orinasa vaventy momba ny teknolojia. Isika ihany no hamaha azy.” | 2019-05-23T11:40:50 | Unknown | Sary an'i Kevin Harber ary nampiasàna ny lisansa CC BY-NC-ND 2.0 .
Fanamarihan'ny mpamoaka lahatsoratra: Navoaka ity andrana manaraka ity ho ampahany amin'ny fanentanana anaty media sosialy hampiroboroboana ny fahamaroan'ny teny ety anaty aterineto niarahana tamin'ny Rising Voices. Andrana natsangana avy amin'ireo and... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/23/138768/ | Andron'ny Bilaogy 2005 | 2019-05-23T04:15:35 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Aogositra 2005)
Nalaza tao amin'ny tontolon'ny bilaogy maneran-tany ny andron'ny bilaogy 2005. Nanampy pejy misy ireo lahatsoratra manan-danja ao amin'ny Technorati isan'ora ny andron'ny fankalazana, izay mandrisika ny bilaogera mba hanolotra bilaogy dimy vaovao avy amin'... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/21/139070/ | Mpifaninana Mozambikana nahazo ny fifaninanana bodybuilding manerantany tao Hong Kong | 2019-05-21T05:28:23 | Unknown | Bruno Saraiva nahazo ny loka tany Hong Kong | sary nomen'i Bruno (20.04.2019)
Nandresy tamin'ny fifaninanana bodybuilding iraisampirenena notanterahana tany Hong Kong, tamin'ny 17 Avrily lasa teo, ilay atleta mozambikana Bruno Saraiva.
Taorian'ny nandreseny ireo mpifaninana miisa dimy, nahazo ny laharana voalohany it... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/22/138054/ | Maninona ireo bilaogera no loza mitatao ho an'ny governemanta etiopiàna | 2019-05-22T07:17:49 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny May 2014)
Avy amin'i Beza Tesfaye. Tao amin'ny tranonkala Africa is a Country no nivoaka voalohany ity lahatsoratra ity . Ny fanoratana ireto andàlana ireto dia toa mampahatsiahy ahy amin'ny fomba mampalahelo tokoa hoe tao Etiopia, mety hanokatra làlana hitondra a... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/21/138033/ | Iharan'ny Tsy Fahazoana Aterineto i Benin Nefa Andro Fifidianana | 2019-05-21T11:32:39 | Unknown | Vao maraina be izy ireo sy ireo vovonana Web maro hafa matanjaka, anisan'izany ny Twitter, Instagram, Telegram sy ny Viber, dia samy latsaka tao anaty haizina avokoa. Tamin'ny 11 ora, ny 99,5%-n'ireo fahazoana Aterineto no nanjary tsy azo nidirana intsony, nampiditra ilay firenena Afrikana Tandrefana ho tao anatin'ny f... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/21/138771/ | Andron'ny Bilaogy 2005 | 2019-05-21T12:12:54 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Aogositra 2005)
* Indray andro tamin'ny volana jona tamin'ity taona ity dia nahatsikaritra ilay bilaogera, Nir Ofir fa: toa mitovy hafahafa amin'ny teny hoe “Blog” ny daty 3108 (na ny 31 Aogositra). Nanjary miha-fantany hatrany ihany koa fa arakaraka ny hamaroan'ny tranon... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/19/138660/ | Fitsidihana ny bilaogy Kenyana | 2019-05-19T04:29:08 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Mey 2005)
Nanjaka tamin'ny tontolon'ny bilaogy Kenyana sy ny vondrom-piarahamonina antserasera Kenyana nandritra ny andro vitsy lasa i Lucy Kibaki, vadin'ny filoham-pirenen'i Kenya , indrindra taorian'ny tehamaina izay re manerana izao tontolo izao .
Sombina fanehoan-kev... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/18/138691/ | Fampianarana ny fiteny Swahili ho an'ny mpandray anjara ny fihaonambe | 2019-05-18T06:33:36 | Unknown | (Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jona 2012)
Mambo, rafiki yangu!*
Ankoatra ireo mahazatra
Tsy toy ny torolàlana ho an'ny mpizahantany anefa izany fa ho hitanao ato anatin'ity dosie ity ny teny sy ny fomba fiteny ampiasain'ny fampitam-baovaon'ny olom-pirenena sasany mba hizaranao ny teny ampiasaina amin'ny bilao... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/19/138664/ | Afrika: Mampihontsona ny fahalalahan'ny gazety ve ny herin'ny Shinoa? | 2019-05-19T04:07:39 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Febroary 2008)
Nandefa tafatafa niarahana tamin'ny filohan'ny Reporters Sans Frontieres, Leonard Vincent maneho hevitra momba ny fihenan'ny fahalalahan'ny gazety ao Afirika nandritra ny taona 2007 ny BBC.
Ugandan Insomniac no voalohany niresaka momba izany:
Vincent’s re... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/17/138662/ | Kenya: Misaotra an'i Annan sy ny ekipa fa hilamina ny firenena | 2019-05-17T04:45:34 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana febroary 2008)
Taorian'ny nanambaràna ny fifanarahanal , nafana fo be ny mpiantso iray tao amin'ny onjam-peo eo an-toerana ary nanasa an'i Kofi Annan sy ekipany mba “nyama choma” (hanao kitonotono hena), mpiantso iray hafa nanolotra labiera roa ho azy ary iray hafa nanamb... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/14/138667/ | Ny filoha Bingu ve no “Mosesy”-n'i Malawi? | 2019-05-14T04:20:45 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Febroary 2008)
Mamaky ny fotoana ny mpanakanto sasany ary mametraka paikady mifanaraka amin'izany. Mahatonga ireo Malaoita marobe hihira ilay hira malazan'i Joseph Nkasa mitondra ny lohateny hoe Mose wa Lero, na dia tsy te-hihira izany aza izy ireo, noho ny fomba nampifan... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/15/138657/ | Fitetezam-bilaogy Kenyanina | 2019-05-15T03:35:06 | Unknown | (Lahatsoratra teny anglisy nivoaka 30 mey 2005)
Efa nandrasana hatry ny ela.
- Scentiments miresaka zavatra izay matetika resahin'ny bilaogera kenyanina maro any am-pielezana – manina an'i Kenya .
-Ny mpanao politika Kenyanina nanome aingam-panahy tamin'ny fotoanan'ny ‘ahoana moa raha’ .
Tsy izany angamba no nokasa... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/15/138426/ | Afrika Andrefana: Ireo anganongano ara-tantara efatra momba an'i Kamerona | 2019-05-15T16:12:39 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2007)
Manomboka amin'ny fanamarihana momba ny literatiora ny fitsidihana bilaogy amin'ity herinandro ity, miaraka amin'ny fanadihadian'ny Voice in the Desert momba ny The Door of No Return – boky natao ho an'ny ankizy:
Congratulations to Sarah Mussi for her tri... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/14/138594/ | Navadik'i Stella Nyanzi ho fitaovam-piadiana ve ny fivaviana? Notsaraina amin'ny resaka fahalalaham-pitenenana ny vehivavy feminista Ogandey | 2019-05-14T04:51:11 | Unknown | Dr. Stella Nyanzi. Sary avy amin'ny Flickr / Toko Faha Efatra Oganda / Human Rights Convention, 2018 (CC BY-NC-ND 2.0)
Niverina tany amin'ny fitsarana ny Profesora Stella Nyanzi tamin'ny 9 Mey noho ny raharaha iray nahitana ny filazàn'ny governemanta Ogandey fa mamoafady sy manohintohina ny teny hoe fivaviana.
It sha... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/14/138332/ | African music (#6) | 2019-05-14T07:30:15 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Aprily 2006)
Coupé-Décalé? Tsy nahita ambara aho rehefa nanontany ahy ilay vehivavy namako, Tchi, raha mba mahafantatra momba ny Coupé-Décalé. Fampidirana iray ao amin'ny wiki momba ny Coupé-Décalé no mitondra fanazavana fohy.
“Ny Coupé-Decalé noforonin'i Doucoure ... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/12/137876/ | Kabinetra Hazoboboka, mampiredareda ny afon'ny hatezeram-bahoaka any Zimbaboe | 2019-05-12T04:39:02 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Febroary 2007)
Niatrika ny tstindry tsy mitsahatra mba hisian'ny fiovàna, roa herinandro lasa izay dia nohavaozin'i Robert Mugabe , ilay mpitondra an'i Zimbaboe tratry ny fahirano, ny governemantany, saingy tsy nahavita kely akory mba hampihenana ny fijalian'ny fir... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/11/138456/ | Navotsotra ary mbola miandry fitsarana ireo mpanao gazety Mozambikana taorian'ny volana maromaro nitanana azy | 2019-05-11T05:30:30 | Unknown | Ilay mpanao gazety Amade Abubacar. Sary: Pikantsary tao amin'ny caiccajuda/Youtube .
Navotsotra ny 23 Avrily 2019 ary mbola miandry fitsarana ireo mpanao gazety Amade Abubacar sy Germano Adriano, izay notanana tany am-piandohan'ity taona ity raha nitantara ny fifandonana ara-miaramila tany avaratr'i Mozambika.
Nosamb... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/10/138326/ | Nobaikon'ny manampahefana ogandey haaton'ny sehatra media miisa 13 amin'ny asany ireo ekipa mpitati-baovaon'ny olomalazan'ny fanoherana | 2019-05-10T05:18:28 | Unknown | Ilay mpihira malaza Bobi Wine mikabary ao amin'ny hetsi-panoherana ny hetran'ny media sosialy tamin'ny 11 jolay 2011 2018. Sary nozaraina imbetsaka ao amin'ny Twitter.
Nobaikon'ny Ugandan Communications Commission na ny Vaomieran'ny Fifandraisana Ogandey (UCC) haaton'ny trano fampitam-baovao miisa 13 amin'ny asany ire... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/08/138482/ | Maoritaniàna Bilaogera afaka tamin'ny fanamelohana ho faty, saingy mbola mihiboka am-ponja | 2019-05-08T17:39:25 | Unknown | Tamin'ny 2014, voaheloka ho faty i Ould Mkhaitir noho ny lahatsoratra iray fanehoankevitra nataony tety anaty aterineto.
Na foana aza, herintaona lasa izay, ny fanamelohana azy ho faty, dia mbola tavela any am-ponja foana ilay Maoritaniàna bilaogera Mohamed Cheikh Ould Mkhaitir
Tamin'ny 2014, voaheloka ho faty i Oul... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/06/138309/ | Nofoanan'i Angola ny antso fitadiavan-tolotra iray rehefa nahiana ny fisian'ny kolikoly | 2019-05-06T05:16:28 | Unknown | Lohatenim-baovaon'ny Jornal de Angola momba ilay fitadiavan-tolotra lasan'ny Telstar. Pikantsarin'i Dércio Tsandzana, 19 avrily 2019, nahazoana alalana
[Amin'ny teny paortiogey avokoa ny rohy rehetra afa-tsy izay marihana manokana]
Nofoanan'ny filoha angoley João Lourenço tamin'ny 18 avrily lasa teo ny antso fitadiav... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/30/138073/ | Tatitry ny Mpisera : Poretin'i Etiopia ny fahalalahana maneho hevitra | 2019-04-30T12:30:15 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny May 2014)
Samy nandray anjara tamin'ny fandrafetana ity tatitra ity i Ellery Biddle , Lisa Ferguson , Alex Laverty, Hae-in Lim sy Sarah Myers
[Raha tsy asiana fanamarihana manokana dia mankany amin'ny pejy anglisy avokoa ny rohy rehetra ato .]
Ny Tatitry ny Mpiser... |
https://mg.globalvoices.org/2019/05/04/137958/ | Nitana sy nandroaka ilay mpitarika mpiaro ny zon'olombelona Ogandey hiverina any Oganda ny manampahefana Tanzaniana | 2019-05-04T06:03:59 | Unknown | Dr. Wairagala Wakabi [Sary avy amin'ny CIPESA ary nahazoana alalana] Notazonina tao amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Julius Nyerere tao Dar es Salaam, Tanzania ny 25 aprily i Wairagala Wakabi , mpitarika mpiaro ny zon'olombelona nomerika avy ao Oganda.
Dr. Wairagala Wakabi [Sary avy amin'ny CIPESA ary na... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/28/137537/ | Bahrain: Omar Al Bashir sy ny fitsarana mitanila | 2019-04-28T04:53:59 | Unknown | ( Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Jolay 2008)
Maneho hevitra amin'ny vaovao momba ny didy fisamborana ny filoha Sodaney Omar Al Bashir, navoakan'ny Fitsarana Heloka bavava Iraisam-pirenena (ICC amin'ny teny Anglisy), mamaritra ny fanapahan-kevitra ho toy ny ‘fitsarana mitanila’ ilay bilaogera Bahrainita... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/29/137662/ | Tantara iray avy amin'ny Global Voices manampy ireo mpandresy tamin'ny fifaninanana fandikanteny amin'ny fanehoana ny firehetampony ho an'ny teny Tseky | 2019-04-29T20:58:07 | Unknown | Manokatra ny fety fanolorana ireo loka i Jan Faber, mpiara-mikarakara ilay fifaninanana fandikanteny. Eo amin'ilay efijery ao aoriany misy ilay lahatsoratry ny GV amin'ny dikany Yoruba. Sary avy amin'i Filip Noubel ary nampiasaina niaraka amin'ny fahazoandalana.
Ilay lahatsoratr'i Dércio’, nosoratan'ny tamin'ny teny P... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/26/137802/ | Manentana ny mpomba azy ao amin'ny antokony hiroso amin'ny fifandonana ny filoha Alpha Condé | 2019-04-26T05:26:19 | Unknown | Alpha Condé tamin'ny taona 2012 tany amin'ny Zaikaben'ny Toekarena Manerantany . CC BY-SA 2.0
Raha toa tsy manome alalana afa-tsy fe-potoana roa mifanesy ho an'ny filoham-pirenena ihany ny lalampanorenana Gineana dia vao avy nanambara i Alpha Condé, filoham-pirenena am-perinasa fa mikasa ny hitondra amin'ny fe-potoana... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/25/137326/ | Zava-misy mampatahotra sa zava-poronina mahavariana? | 2019-04-25T04:52:56 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Oktobra 2008)
Chupacabra na Tsia avy amin'ny NaYa2 Chupacabra or Not by NaYa2 Tonga ny fizarana fahatelo amin'ny andiany “tarazo, matoatoa, devoly sy ny zava-mampatahotra”, ary mijery ivelan'ny sisintanin'i Amerika Latinina isika amin'ity indray mitoraka ity. Amin'ity fan... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/24/127218/ | Feo Avy Amin'ny Zimbabwe Plus | 2019-04-24T10:20:17 | Unknown | (Fanamarihana: Lahatsoratra nanglisy nivoaka tamin'ny Novambra 2005)
Zimbaboe : Niakatra an-tsehatra indroa miantoana i Zimbaboe tao amin'ny WSIS t ao Tunis ny herinandro lasa teo. Nanao antso avo ny amin'ny tokony hampiatoana ny fampiasana ny aterineto ho fanimbazimbana ny fahalalahan'ireo firenena an-dalam-pandrosoa... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/22/137728/ | Fepetra manavakavaka noheverina hiaro amin'ny herisetra ara-nofo, nokianin'ireo vehivavy malagasy | 2019-04-22T13:39:07 | Unknown | Pikantsary avy amin'ny fanadihadian'ny TV5 Monde momba ny hetsika “Ma Jupe Mon Droit” (Ny Zipoko Ny Zoko) tao Madagasikara
Mampihena ny filàn-dratsin'ireo lehilahy tia setrasetra ny fitafy tsotra sy maontina entin'ny ankizivavy. koa adidin'ny ny ray aman-dreny ny manoro sy manitsy ny zanany hanalavitra ny fitafy maneh... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/22/136931/ | Maoritaniàna Bilaogera .Miatrika Fanenjehana ho Nanala Baraka Tamin'ny Filazàna Kolikoly | 2019-04-22T07:33:16 | Unknown | Nosamborin ‘ny manampahefana Maoritaniana ireo baogera roa, Abderrahmane Weddady sy Cheikh Ould Jiddou, noho ny nitateran-dry zareo momba ny kolikoly.
Tamin'ny 22 Martsa no voasambotra i Weddady sy Jiddou, rehefa avy nalaina ambavany nanoloana ny Sampana misahana ny Heloka Bevava ara-Toekarena ao Maoritania. Samy nan... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/22/136656/ | Voasakana any Gambia ny Chat Viber? | 2019-04-21T21:44:44 | Unknown | NICE, foibe fampandrosoana ny TIC (Teknolojian'ny Fampitambaovao sy ny Fifandraisandavitra) ao Tabokoto, Gambia. Sary avy amin'ny Green Africa Directory.
Toa nilaza ankolaka ireo loharano akaiky ny Orinasan'ny Fifandraisandavitra ao Gambia (GAMTEL) fa manembatsembana ny tolotra fiantsoana sy fifandefasan-kafatra maima... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/19/137257/ | Ny vehivavy no mitarika ny hetsi-panoherana any Sodana | 2019-04-19T06:18:21 | Unknown | “Tsy mila jadona manararao-pahefana,” sary nataon'i Tibyan Albasha. Nahazoana alalana.
Nanomboka ny volana Desambra 2018, lasa nivadika hetsi-panoherana nanerana ny firenena manohitra ny fitondran'i Omar Al Bashir efa naharitra ho telopolo taona ny hetsi-panoherana tany Sodana nateraky ny fiakaran'ny vidin'ny mofo ho ... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/19/137304/ | Côte d'Ivoire: Lahatsary vaovao manome ny antsipirian'ny fisamborana ny filoha teo aloha | 2019-04-19T04:12:46 | Unknown | (Lahatsoratra teny anglisy tamin'ny 4 mey 2011) Ao anatin'ny fitantaranay manokana ny rotaka tao Côte d'Ivoire tamin'ny taona 2011 ity lahatsoratra ity.
Mbola misy ihany ny fanjavozavoana tamin'ny fizotran'ny toe-draharaha nahatonga ny fahazoana an'i Laurent Gbagbo, filoha teo aloha tao Cote d'Ivoire, sy ny vadiny Sim... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/14/137217/ | Niteraka hatezerana ho an'ny vahoaka ny filazan'ny filohan'i Angola tao anatin'ny antsafa fa tsy misy mosary ao amin'ny firenena | 2019-04-14T05:49:46 | Unknown | João Lourenço, Filohan'i Angola. Sary: Wikimedia Commons CC BY-SA 2.0
Niteraka fahatezerana teo amin'ny olom-pirenena ny antsafa nataon'ny Filohan'i Angola João Lourenço tao amin'ny RTP, fahitalavi-panjakana ao Portiogaly, izay nanambaràny fa tsy misy hanoanana ao amin'ny fireneny .
Nandritra ny antsafa nifanaovana n... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/17/137389/ | Sambany hisy vehivavy hitarika oniversite eo amin'ny tantaran'ny firenena mozambikana | 2019-04-17T05:45:10 | Unknown | Emília Nhalevilo, lehiben'ny Oniversiten'i Púnguè. Saripikan'i Emília Nhalevilo, nahazoana alalana.
Tamin'ny volana Martsa 2019, nandray ny asany ho lehiben'ny Oniversite Púnguè izay vao naorina vao haingana ilay mpampianatra Mozambikana, Emília Nhalevilo ka nahatonga azy ho vehivavy voalohany hitarika oniversitem-pa... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/14/136925/ | Hitsidika an'i Mozambika mandritra ny fampielezan-kevitra amin'ny fifidianana amin'ny volana Septambra ny Papa Fransoà | 2019-04-14T05:48:34 | Unknown | Papa Francisco | Gabriel Trujillo – Lisansa-ShareAlike 2.0 Generic (CC BY-SA 2.0)
Hitsidika an'i Mozambika amin'ny volana Septambra 2019 ny Papa Fransoà, herinandro vitsy monja mialoha ny fifidianana izay ho filoham-pirenena vaovao, ho mpikambana ao amin'ny Antenimiera Repoblikana ary ny ho governoran'ny faritra .
Na... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/09/133455/ | Môzambika/Brezila: Voatsikera Ny “Diplomasia Etanôla” | 2019-04-09T05:08:02 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Jolay 2010)
Ny 14 jolay 2010, Friends of the Earth Europe [teny anglisy] sy ny ONG mozambikana Justiça Ambiental [teny anglisy sy teny portiogey] no niampanga mafy ny fifanekena iray teo amin'i Brezila, ny Firaisambe Eoropeana sy i Mozambika mba hampiroboroboana ny ... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/12/137012/ | Tanora manao rastà na manao tombokavatsa ao Nizeria? Mety hanorisory sy hamono anao ny polisy | 2019-04-12T04:47:11 | Unknown | Pikantsarin'ilay tanora Nizeriana maty, Kolade Johnson, miaraka amin'ny fofombadiny Stephanie.
Ny alahady 31 martsa, maty notifirin'ny Brigady Manokana Miady amin'ny Halatra (Special Anti Robbery Squad (SARS) avy ao amin'ny Komandin'ny Fanjakana Lagos i Kolade Johnson, raim-pianakaviana 36 taona manan-janaka iray. Ira... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/03/136230/ | “Tsy Afaka Hanitsakitsaka ny Maha-Olona ny Hafa Isika Raha Tsy Efa Nanao Tsinontsinona ny An'ny Tenantsika” | 2019-04-03T11:15:43 | Unknown | Ireo blaogera enina voafonja: Atnaf Berahane, Mahlet Fantahun, Zelalem Kiberet, Befeqadu Hailu, Natnael Feleke, Abel Wabela.
(Fanamarihana: ity lahatsoratra ity dia navoaka tamin'ny teny anglisy ny May 2015.)
“Tsy Afaka Hanitsakitsaka ny Maha-Olona ny Hafa Isika Raha Tsy Efa Nanao Tsinontsinona ny An'ny Tenantsika”. ... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/03/135944/ | Tatitry ny Mpisera: Mpikaroka Manazava Ny Fiavian'ireo Rindrambaiko Mpisompatra | 2019-04-03T05:45:21 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Jona 2016)
Sary noforonin'i Hugh D'Andrade avy amin'ny Electronic Frontier Foundation (eff.org)
Miha-mitombo be ny fampahafantaran'ireo mpikatroka sy mpanao gazety erantany ny famelezan'ireo rindrambaiko mpisompatra, izay toa avy amin'ireo mpanafika tohanan'ny Fanj... |
https://mg.globalvoices.org/2019/04/02/136192/ | PangeaDay: Ireo Lahatsary Hanovàna Izao Tontolo Izao Rehefa 10 May | 2019-04-02T08:28:55 | Unknown | (Fanamarihana: Lahatsotratra anglisy nivoaka tamin'ny Aprily 2008)
Ny 10 may 2008 tamin'ny 6ora hariva, ora GMT, sarimihetsika miisa 24 no nalefa nandritra ny hetsika iray naharitra ora 4. Izay mampiavaka azy, ity hetsika PangeaDay ity dia handefa avy any amin'ny faritra enina, ary amin'ny fiteny fito samihafa maneran... |
https://mg.globalvoices.org/2019/03/20/136259/ | Rivodoza nandrava tany Zimbaboe sy manerana ny Atsimon'i Afrika | 2019-03-20T06:03:40 | Unknown | Nandrava an'i Zimbaboe, Malawi, Mozambika ary Afrika Atsimo ny rivodoza Idai narahina tondra-drano goavana sy ny fihotsahan'ny fotaka sy ny vato. Sarin'ny tondradrano tany Mozambika, nozaraina betsaka tao amin'ny tambajotra sosialy.
Nandravarava tanteraka sy namono olona rehefa nitety an'i Mozambika, Malawi ary Zimbab... |
https://mg.globalvoices.org/2019/03/27/136461/ | Nahatsangana indostrian'ny dibera kakaô faharoa ny potipotika sôkôla any Cote d'Ivoire | 2019-03-27T04:23:56 | Unknown | Fanamarihan'ny toniandahatsoratra: Nandeha nankany Cote d'Ivoire i Jeslyn Lemke ary nianatra momba ny dingana famokarana dibera kakaô tamin'ny fampiasana potipotika sôkôla. Namoaka lahatsary fohy nanazava ny dingana fanaovana izany ho an'ny Global Voices irery ihany i Lemke .
Mivarotra dibera kakao any amin'ny mpanamb... |
https://mg.globalvoices.org/2019/03/17/133407/ | Raha Toa Ka Mametraka An'i Siria Ao Anatin'ny Lisitra Fotsy, Mbola Sakanan'ny Linkedin Hatrany Kosa Ireo Mampiasa Aterineto Any Sodana! | 2019-03-17T15:05:33 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Aprily 2009)
Lahatsoratra iarahana mamoaka amin'ny ArabCrunch ity, izay nahazoana alalana: Taorian'ny nanakanan ‘ny Linkedin, ilay tambajotra sosialin'ny fandraharahàna, ireo mpampiasa Aterineto tany Siria ary avy eo namela azy ireo indray sady niala tsiny (toy ny n... |
https://mg.globalvoices.org/2019/03/16/136106/ | Inona no fantatrao momba ny fifidianana ankapobeny manaraka any Mozambika? | 2019-03-16T05:40:40 | Unknown | Takelaka lehibe iray ahitana ny sarin'ny filohan'i Mozambika Filipe Nyusi. Saripikan'i Dércio Tsandzana, nahazoana alalana.
Amin'ny volana Oktobra 2019, hifidy ny filoham-pireneny manaraka sy ny Kongresiny fahenina raha isaina hatramin'ny taona 1994 i Mozambika- ary hifidy ny governoran'ny faritany voalohany indrindra... |
https://mg.globalvoices.org/2019/03/14/135687/ | Herintaona tsy nisy Aterineto : tsy afaka niditra an-tserasera ireo Tshadiana nanomboka ny volana Martsa 2018 | 2019-03-14T05:10:39 | Unknown | Afisy iray mandrisika ny governemanta Tshadiana hamerina ny fidirana amin’ny Aterineto ho an’ny olom-pireneny. Afisy navoaka tao amin’ny bilaogin’ny Africtivistes niaraka tamin’ny fahazoan-dalàna.
Tsy afaka niditra tamin’ny Aterineto ireo Tshadiana efa ho herintaona izay . Kanefa nankatoavin’ny Filankevitry ny Firenen... |
https://mg.globalvoices.org/2019/03/12/133542/ | Mozambika: Adihevitra mikasika ny fanoratana anarana amin'ny karatra SIM | 2019-03-12T05:13:48 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Desambra 2010)
Fotoana fohy taorian'ireo hetsi-panoherana niseho tamin'ny volana Septambra tany Maputo izay nokarakaraina tamin'ny alalan'ny SMS , navoakan'ny governemanta Mozambikana ny didy Ministerialy izay manery ireo mpampiasa finday naloa mialoha tao amin'ireo... |
https://mg.globalvoices.org/2019/03/12/135727/ | Mitaky valinteny ireo mpikatroka iray volana taorian'ny famonoana ilay mpanao gazety mpanao fanadihadiana Ghaneana | 2019-03-12T05:47:29 | Unknown | Ahmed Hussein-Suale Divela [Sary avy amin'ny Komity Mpiaro ny Mpanao Gazety] Mitaky valinteny sy fijerena lalina momba ny zava-nitranga tamin'ity fahafatesana mahatsiravina nahazo azy ity ireo mpikatroka iray volana taorian'ny nitifirana ilay Ghaneana mpanao gazety mpanao fanadihadiana Ahmed Hussein-Suale Divela tao an... |
https://mg.globalvoices.org/2019/03/08/134398/ | Nandroaka mpiasa ambony tao amin'ny orinasan'ny fifandraisan-davitra MTN i Oganda noho izy ireo lazaina fa mitsikilo | 2019-03-08T05:09:42 | Unknown | Trano hevan'ny vola amin'ny finday MTN ao Gulu Town, Oganda. Sary: Fiona Graham / WorldRemit (CC BY-SA 2.0)
Mandalo fotoan-tsarotra ny MTN , orinasan'ny fifandraisan-davitra malaza ao Ogandà taorian'ny nisamboran'ny polisy Ogandey ny taleny ara-barotra, Olivier Prentout ary avy eo noroahina hiverina any Frantsa, ny as... |
https://mg.globalvoices.org/2019/03/06/134424/ | Netizen report : Lohataonan'ireo Lalàna Manohitra Ny Heloka Bevava Atao Amin'ny Aterineto | 2019-03-06T05:00:39 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aprily 2015)
Sary fanaingoana an'ny 7iber (CC BY-NC-ND 2.0)
Mitosaka be erantany tamin'ny volana Aprily 2015 ireo lalàna vaovao mikasika ny heloka bevava atao amin'ny aterineto. Ireo lalàna vaovao izay kononkononin'i Ejipta, Pakistana ary Tanzania dia maniry ny hiady amin'... |
https://mg.globalvoices.org/2019/03/02/135619/ | Niteraka fihetsiketsehana teo amin'ireo Angoley ny fisondrotan'ny saran'ny fangatahana pasipaoro | 2019-03-02T05:53:27 | Unknown | Tamin'ny fihetsiketsehana tao Luanda, hoy ny vakin'ny afisy “be loatra ny 30.500 Kwanzas”. Saripikan'i Fernando Gomes, nahazoana alalana.
Tezitra noho ny vidin'ny pasipaoro vaovao 30.500 kwanzas (manodidina ny 97 dolara Amerikana) nampidirin'ny governemanta tamin'ny 21 Janoary ny Angoley. 2500 kwanzas (8 dolara ameri... |
https://mg.globalvoices.org/2019/03/04/135479/ | Malawi : Ny fifidianana miaraka amin’ny Aterineto | 2019-03-04T06:27:13 | Unknown | (Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
Nahitana fomba fampiasana vaovao ny Aterineto ny fampielezan-kevitra fifidianana filoham-pirenena sy ny fifidianana parlemantera tao Malawi, ary tsy mbola fahita mihitsy tamin’ny tantara politikan’i Malawi. Nampahafantatra ny tenany tam... |
https://mg.globalvoices.org/2019/02/28/134810/ | Vorondolo Iray Mandà Tsy Mety Miala Ao Anatin'ny Parlemanta Tanzaniana. Inona Daholo No Dikan'izany? | 2019-02-28T05:00:18 | Unknown | Kianjan'i Nyerere ao Dodoma, renivohitr'i Tanzania, foiben-toeran'ny parlemanta, “Bunge”. Sary an'i Pernille Bærendtsen, fampiasàna nahazoana alàlana.
Ny 29 Janoary teo, rehefa nivory tao Dodoma voalohany tanatin'ny fandaharam-potoany 2019 ny parlemantera Tanzaniana (Bunge), nisidina tao an-trano ny vorondolo iray, ni... |
https://mg.globalvoices.org/2019/02/27/127209/ | Korontana Tao Addis : Mitatitra Ireo Blaogera sy Mpanao Gazety Any an-Toerana | 2019-02-27T07:40:43 | Unknown | (Fanamarihana: Lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Novambra 2005)
Tanatin'ny telo andro izao no niaina tanteraka tanaty herisetra i Addis Abeba, satria namaly ny tora-bato natao taminy tamin'ny alalan'ny fitifirana basy ireo polisy sy ireo tafika mitam-piadiana mahery vaika. Maherin'ny telopolo no voalaza fa namoy n... |
https://mg.globalvoices.org/2019/02/27/135438/ | Nahatalanjona ny mpijery fandaharana amin'ny fahitalavitra Italiana ny seho nataon'ilay Mozambikana nomena ny lohahevitra hoe fako | 2019-02-27T05:17:53 | Unknown | Fampisehoana nataon'i Amós. Pikantsary YouTube (Italia’s Got Talent – 25.01.2019).
Nampihetsi-po ny mpijery tany Italia sy tany an-tanindrazany ny seho nataon'ilay mpanakanto Mozambikana mpanao cirque Vasco Massingue tao amin'ny fifaninanana fampisehoana talenta tao amin'ny fahitalavitra Italiana.
Tafita ho tonga hat... |
https://mg.globalvoices.org/2019/02/21/134747/ | Karatra SIM Roa tapitrisa Novonoina Tao Zambia | 2019-02-21T04:54:17 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Febroary 2014)
Toeram-pivarotana finday ao Lusaka. Sary avy amin'i Curious Lee (CC BY-NC-SA 2.0)
Karatra SIM maherin'ny roa tapitrisa an'ireo Zambiana mpampiasa finday no novonoina tamin'ny herinandro lasa teo, araka ny nambaran'ny Zambia Information and Communicat... |
https://mg.globalvoices.org/2019/02/20/134743/ | Zambia: ” Noho Ny Antony Ara-Piarovana No Hanoratana Ny karatra SIM Amin'ny Anarana Manokana” | 2019-02-20T02:33:32 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Novambra 2012)
Vao haingana no niaiky ny Zambia Information and Communication Technology Agency (ZICTA) – Masoivoho Zambiàna misahana ny Fampahalalam-baovao sy ny Teknolojiam-Pifandraisana – izay mpanara-maso ny serasera sy ireo sampan'asa mifandraika amin'izany, fa... |
https://mg.globalvoices.org/2019/02/18/134490/ | Na Tsy Betsaka Aza Ny Fampiasana Ny Aterineto, Sakanan'i Borondi Ny Viber Sy Ny WhatsApp | 2019-02-18T02:30:09 | Unknown | Ny Tranon'ny Gazety: toerana fiofanana. Sary an'i Charlotte Noblet , CC BY-NC-SA 2.0
Latsaky ny 2% amin'ireo mponina miisa 10,2 tapitrisa ao Borondi no mampiasa Aterineto, nefa tsy manakana ny governemanta tsy hanasazy akory izany. Tamin'ity herinandro ity, tanatin'ireo fihetsiketsehana, voalazan'ny tatitra fa voasaka... |
https://mg.globalvoices.org/2019/02/15/134844/ | Fampifanarahana Ny Atao Amin'ny Fiovana Toetrandro Henjana Ao Mali Sy Madagasikara | 2019-02-15T11:20:07 | Unknown | Ala ao anatin'ny faritr'i Kayes ao Mali CC-NC-2.0
Nitovitovy ireo fahasahiranana marobe natrehan'i Mali sy Madagasikara tato anatin'ny taona dimy farany. Savorovoro politika niafara taminà fanonganam-panjakana izay nahitana ny fionganan'ny filoham-pirenena voafidy tny amin§dry zareo mialoha ny fahataperan'ny fe-potoam... |
https://mg.globalvoices.org/2019/02/17/134786/ | Resaka famerenan’i Frantsa ireo asakanto avy aty Afrika | 2019-02-17T06:01:54 | Unknown | Pikantsarin’ny vaovao amin’ny fahitalavitra TV5 Monde miaraka amin’i Bénédicte Savoy sy Felwine Sarr ao amin’ny YouTube.
Nanambara ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron tamin’ny volana Novambra 2017, nandritra ny kabary nataony tao amin’ny Oniversiten’i Ouagadougou, Borkina Faso fa tsy any amin’ireo mozea any Eoropa ihan... |
https://mg.globalvoices.org/2019/02/09/134842/ | #AfahoAmade: mpanao gazety nosamborina sy nampijaliana taorian'ny nitaterany ny herisetra tany avaratr'i Mozambika | 2019-02-09T05:29:24 | Unknown | Ireo sisa velona izay namoy havana sy trano, tsy manan-kialofana taorian'ny ny fanafihana tamin'ny 5 Jona 2018 tao amin'ny tanànakelin'i Naunde ao Cabo Delgado, Mozambika. Saripikan'i Borges Nhamire, nahazoana alalana.
Nosamborina tamin'ny 5 Janoary teo ilay Mozambikana mpanao gazety Amade Abubacar, raha nitatitra mom... |
https://mg.globalvoices.org/2019/02/14/134273/ | Mifototra Amin'ny Inona Ireo Fiampangana Ho Maniratsira Ao Afovoany-Atsinanana? (Tsy fivavahana fotsiny izany) | 2019-02-14T12:50:53 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Janoary 2015)
Sariitatra fanohanana an'i Jabeur Mejri, avy amin'i Fey
Ny 24 desambra 2014, noho ny lahatsoratra iray navoakany tamin'ny tambajotra, herintaona mahery izay, dia voaheloka ho faty tao amin'ny toerana famonoana i Mohamed Cheikh Ould Mohamed, maoritaniana blaog... |
https://mg.globalvoices.org/2019/02/14/134663/ | Nipoitra ny fanavakavaham-bolokoditra tao Portiogaly taorian'ny nivoahan'ny lahatsary iray nampiseho ny herisetra nataon'ny polisy | 2019-02-14T05:31:05 | Unknown | Praça do Comércio ao Lisbonne. Saripikan'i Vanusia Lombardi, nahazoana alalana.
Niteraka adihevitra nanerana ny firenena tao Portiogaly ny fanavakavaham-bolokoditra sy ny herisetran'ny polisy taorian'ny nanafihan'ny mpitandro ny filaminana ny mponina tao amin'ny faritry ny kely fidiram-bola ao an-drenivohitr'i Lisbon... |
https://mg.globalvoices.org/2019/02/13/134821/ | Ny fandresena vinavinaina ho lasan'ilay kandidan'ny mpanohitra sangany voampanga ho nanao kolikoly ao Nizeria | 2019-02-13T05:45:42 | Unknown | Atiku Abubakar [Sary avy amin'ny tranonkala fikarakarana ny fanentanana] Naminavina ny fitsapan-kevitra nataon'ny Williams and Associates , fikambanana mpikaroka sy mpanadihady ao Etazonia fa handresy amin'ny fifidianana ho filoham-pirenena ao Nizeria ny 16 Febroary 2019 i Atiku Abubakar, kandidà mpanohitra avy ao amin... |
https://mg.globalvoices.org/2019/02/08/133509/ | Zambia: Fihainoana Ny Fifandraisana Findain'Ilay Minisitry ny Raharaham-Bahiny | 2019-02-08T02:41:07 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Janoary 2013)
Voan'ny tsindry avy amin'ny antokon'ny fitondràna Patriotic Front (PF) ny amin'ny tokony hametrahany fialàna ilay Minisitry ny Raharaham-bahiny Zambiana, Given Lubinda. Nampangain'ny komitin'ny fitsipi-pitondrantenan'ilay antoko ho nanaporitsaka vaovao... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.